Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Page: 5 sur 12
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bienvenue
Date: 19 août 2016 - 09:53

bolotsoky> torohevitra ny ahy ho anao: mandehana irery aloha dia refa maazo asa,manana trano zay vao asaivo manaraka ny vady amanjanaka dia refa aty koa ianao d afaka manapakevitra tsara.Tsy anenenanao io torohevitra io.ny gasy gasy foana fa tsy misy mifanampy zany fa mifanala no betsaka.mirary soa!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 19 août 2016 - 14:36

salama daholo,

Bienvenue>>> Misaotra @ lay torohevitra fa mety ve nefa? Nga tsy hoe misy daty limite lay fidirana any rehefa mahazo visa.Raha azo atao dia mety ho izay no atao fa,
Mieritreritra koa anefa hoe mety ho hery iray koa ny mahita ireo vady amanjaka ireo eo akaikin'ny tena foana. Sa ahoana?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bienvenue
Date: 20 août 2016 - 08:03

bolotsoky>misava lalana aloha enao d refa aty enao d azonao io torohevitro io...tsy voazava eto io fa lasa mandainga fa ry zareo anie manaraka refa azonao lay asa teneny ao @csq io.zay no azoko ambara fa mahazotoa

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bienvenue
Date: 20 août 2016 - 08:08

bolotsoky>misava lalana aloha enao d refa aty enao d azonao io torohevitro io...tsy voazava eto io ra tsy aty enao fa lasa mandainga aho fa ry zareo anie manaraka refa azonao lay asa teneny ao @csq io.Tsy manakana ny hanaja ny date limite zany!ny antsika tonga d ny zavamisy no tenenina fa ialana lay toetrantsika malagasy @ lay oe ny tranomp....no vitany vava.mirary soa ry sakaiza!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 20 août 2016 - 11:14

Bienvenue, misaotra @ firariantsoa sy ny torohevitra.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Efa aty
Date: 23 août 2016 - 17:15

Bolotsoky >> Hoy bienvenue hoe tsy misy olona mifanampy izany eto. Tsy voatery ho marina izany. Vao t@ weekend teo no nisy olona tonga nangataka fanampiana @ fahatongavana toy ny fitsenana, toro hevitra sns... Nisy fianakaviana nitsena izy, nanoro zavatra maromaro ary nilaza fa tena mahafinaritra ny gasy sasany aty Canada.

Conseil koa ny ahy ry bolotsoky : hafa ny miara-tonga, mifanohana, mifampahery, miara-mivavaka (raha kristiana) @ fisedrana ny fiainana vaovao. Assurer-o fotsiny ny vola exiger-ny 3 mois minimum, ataovy mihoatra be dia be raha possible (6 mois ou plus) fa rehefa tapitra ny 3 mois ka tsy mahita n'inon'inona (asa) dia mangataka fanampiana @ gouvernement. Raha misy zaza dia ny volan-jaza koa 3 mois aorian'ny fahatongavana manomboka mahazo. T@ ity taona ity mba niakatra ilay izy (mpitondra vaovao no eo dia notanterahany ny promesse t@ fifidianana)

Tongava soa ary rehefa tena ho avy manorata fa hotsenainay sy hoampianay ianareo. Mbola averiko fa tena misy olona milay eto Montréal.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bienvenue
Date: 24 août 2016 - 20:32

efa aty> tsy dia mety lay mampanofy olona rise a!film mbola tsy manomboka v d fangatahina aide no fanoroanareo ny mpiray tanindrazana.Misaotra betsaka @ lay fanampina e.mifanampy b tokoa hoa ny malagasy aty canada o!hahahaha...

bolotsoky>tongava ry zoky d aty enao mahita izy d ahatsiaro zay resaka miainga eto rehetra a.mazotoa tompoko

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Monsieur Bon Plan
Date: 24 août 2016 - 22:53

Bolotsoky sy izay vao ho avy >> Azoko tsara ilay stress ianananareo amin'ilay handeha hifindra monina aty antany lavitra aty. Efa teo no niala hoy ny fitenenana ary efa lasa ririnindasa tsy tsaroana izy izao.
Ny toro-hevitro dia hoe atao tsara fotsiny ny fiomanana ary tsy miantehitra amin'ny fanampiana avy @ olom-patatra aty Canada izany.

1 - Aéroport makany amin'ny trano temporaire hivantanana : mandeha taxi

2 - Trano temporaire hivantanana : Hotely pour 5 à 10 jours eo (azo fandrihana @ internet tsara)

3 - Trano hipetrahana maharitra : Betsaka ny trano aty fa satria ianao vao tonga, tsy misy olona hatao garant, dia efa miomana @ vola 3 fois ny hofatrano atao garantie. 12 mois ny bail aty. Rehefa hiala amin'ilay trano ianao, dia tsy mandoa hofantrano intsony ny 3 derniers mois fa ilay garantie no miasa amizay.

4 - Ny asa hatao : bobaka be aty. dakan'ny alika fotsiny hoy ny fitenenenana.

Ny asa mikasika ny domaine mila diplôma ambony dia mety ho sarotsarotra ny hahazoana azy satria tsy matoky olona ny toetran'ny compagnie aty. Mila mahay mandresy lahatra tsara, sy CV matavitavy.

Ny asa mora hita dia ny asa any centre d'appel, sy ny asa mandeha mamôfy tongolo na mikarakara voly eny antsaha mitovy @ ireny any France ireny.

Hamaranako azy dia hoe : ataovy betsaka ny vola entina rehefa hakaty. Raha kelikely ny voahangona dia amidio daholo izay azo amidy any dago. Minoa ahy ianareo fa raha elaela ipetrahana aty, tsy te hiverina hanori-ponenana any dago any intsony.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mégane
Date: 25 août 2016 - 12:46

Bolotsoky>>> Arahabaina ianareo fa nahavita dingana iray indray izany. Izahay dia mbola miandry ihany. Ny AR DRP t@ mi janvier 2016 no voaray fa ny IVM mbola andrasana ihany. Mail moa zany no andefasany ilay IVM sa poste?
Mirary soa ho anareo dia ho tahian'ny Tompo hatrany e!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: NNRAND
Date: 25 août 2016 - 14:19

Mégane > manararaotra anao aho, inona ny état ny statut nao eo amin'ny IVM amin'ilay application vaovao mitovy mihitsy manko ny cas tsika zao, sinon andefaso mail de contact amin'ty aho miandryivm(at)yopmail.com

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mégane
Date: 26 août 2016 - 01:04

NNRAND>>> ilay hoe vérifier l'état de votre demande ve ilay application vaovao resahanao? En cours ny statut n'ny demandeko @ zao. T@ 18 Février hono no nanomboka ny traitement du dossier. Dia miandry aloha hatreto. Ny anao ahoana?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: NNRAND
Date: 26 août 2016 - 11:30

ilay ranamana nandefa mail > novaliko any amin'ilay forum vahiny ny zavatra nanotanianao

Mégane > jereo fa amin'ny site an'i CIC afaka mi créer compte ianao dia afaka mi lier ny demande nao sur papier amin'io compte io. io application vaovao io dia somary détaillé kokoa noho lay vérifier l'état de votre demande, satria hita tokony ho hita ao daholo ny correspondance nataon'zareo taminao à partir an'izao fotoana zany, sy ny état ny demande nao raha TQQ ohatra dia hita ao
- Etat de la demande
- Examen de l’admissibilité
- Examen résultat médicaux
- Examen des documents soumis
- Entrevue
- Vérification des antécédents
- Décision finale
Rehefa tafiditra amin'ilay hoe "Vérifier l'état de ma demande" ianao dia amin'ny ilany ankavia misy hoe mon compte, eo no misoratra anarana, somary mbola somary mitapitapy izy io

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mégane
Date: 26 août 2016 - 13:00

NNRAND>>> ay, vao ni créer compte aho androany dia lazaiko anao eo ny tohiny. Ny anareo zao aiza ho aiza?

Misaotra sady mirary soa e!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bienvenue
Date: 27 août 2016 - 06:00

monsieur bon plan >misy ahitsiko kely ngamba ilay torohevitrao,raha sitrakao, mba anampina zay mitafa eto :

"
Ny toro-hevitro dia hoe atao tsara fotsiny ny fiomanana.....": vola ihany angamba no azo homanina dieny any dago + fanomanana izay zavatra tena hainao apetaka ao @ cv refa tonga fa lany fotoana manofy eo fotsiny ny ankoatrizay

"....ary tsy miantehitra amin'ny fanampiana avy @ olom-patatra aty Canada izany": tena marina 200%

"1 - Aéroport makany amin'ny trano temporaire hivantanana : mandeha taxi": zao no tadidio vao mivoaka ny dago dia ny taxi no lafo indrindra @fitanterana noho izany ra olona vao tonga aty an dafy (canada,usa,europe,chine,afrika....) ka tsy te ho aveziveziny taxi ampiodina b ny compteur ny ka andoavanao vola be dia ialao ra mety.Vahaolana:jereo dieny mialoha ny lalana

"2 - Trano temporaire hivantanana : Hotely pour 5 à 10 jours eo (azo fandrihana @ internet tsara)" : hevitra tsy ratsy

"3 - Trano hipetrahana maharitra : Betsaka ny trano aty fa satria ianao vao tonga, tsy misy olona hatao garant, dia efa miomana @ vola 3 fois ny hofatrano atao garantie. 12 mois ny bail aty. Rehefa hiala amin'ilay trano ianao, dia tsy mandoa hofantrano intsony ny 3 derniers mois fa ilay garantie no miasa amizay.":tena marina 200%

"4 - Ny asa hatao : bobaka be aty. dakan'ny alika fotsiny hoy ny fitenenenana....": mety mitombona FA tsy midika zany fa vao mandefa cv in-5 na in-100 d ho voaray : gisa mainty io ozy ny gasy zay fa miankina @ vintanao ihany koa.Zao koa anefa: tsy hoe miverina mianatra dia tsy maintsy ahita avy eo!!

"..Ny asa mikasika ny domaine mila diplôma ambony dia mety ho sarotsarotra ny hahazoana azy...":Tsy kivy fa ra mandefa cv 100 aty dia eo @101 no misy manaiky anao.

"... tsy matoky olona ny toetran'ny compagnie aty.: tena marina 200%

"...Ny asa mora hita dia ny asa any centre d'appel, sy ny asa mandeha mamôfy tongolo na mikarakara voly eny antsaha ...": tena marina 200%

"Hamaranako azy dia hoe : ataovy betsaka ny vola entina rehefa hakaty.": io koa tena marina 200%
".. Raha kelikely ny voahangona dia amidio daholo izay azo amidy any dago...": FA asivo ambony ihany na hitondrana ny vata mangatsiakanao ihany ary .hihih....ra tsy hoe dorana aty ngaha...hihih

Sao lava loatra fa avelako @ namana sasany koa ny hevitra fa misaotra betsaka @ monsieur bon plan

bolotsoky sy zay ho avy>>tongava daholo d aty nareo mahita izy d ahatsiaro zay resaka miainga eto rehetra a ary mba ampivo ny hafa refa aty toy ny ataonay zao o!
mazotoa tompoko

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 29 août 2016 - 09:39

salama daholo,

Misaotra daholo @ toro-hevitra sy ny fampitandremana e!
Izahay moa dia tsy maintsy hoavy ary tsy maintsy hahita izay zavatra hitranga aty, fa mandeha amin'ny finoana izahay fa tsy fahitana.
Hoe matoa nisokafan'Andriamanitra ny ranomasina mena hoanay dia tokony handeha izahay. Dia hoe any mahita azy tokoa. Tena tsy manankavana any akory zahay fa izay lay finoana ary tena hiatehitra amin'Andriamanitra.
Hotsarovana foana tokoa ianao ry Bienvenue.

Tena mila fiomanana tokoa io mifindra io. Tsy resaka ara-bola fotsiny fa tena ny ra-pinoana, ara-tsaina, ara-pahaizana koa, raha misy zavatra tokony ho maîtriser- an alohan'ny ahatongavana (ny anglais ohatra sns...)

Efa aty>>> Misaotra indrindra @ fanampiana proposer-nao. Lay Andriamanitra tsara anie hampitombo ny fitiavana sy ny fahasoavana aminareo. Mety hitady ny contact-nareo izahay rehefa tena akaiky. Fa zahay ao Montréal no hivantana nefa, sa ao Montréal nareo?

Mégane>>> Merci. Tokony miarakaraka eny ihany ny dossier_ntsika fa efa tsy ho ela koa ny anareo e! Efa nangataka paiement ny droit de résidence permanente koa mantsy ry zareo niaraka t@ lay IVM. Tsy ni-payer-nay tamin'ny nandefa dossier mantsy lay 490 $CAD/pers (VISA) fa izay vao angatahiny. Alefany e-mail daholo reo.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Monsieur Bon Plan
Date: 31 août 2016 - 19:51

bolotsoky >> Raha mihevitra ny hi-contact olona aty ianao dia izao de efa ataovy. Rehefa tonga tokoa mantsy ny tokoa, dia mahay mi-esquive ireo olona milaza fa vonona hanampy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Tonga soa taty monteal
Date: 01 septembre 2016 - 04:41

Miarahaba ny rehetra,

Efa ela aho tsy nitafa teto @ forum hatramin'izay nahatongavana teto Montreal t@ 3 taona lasa.
MIvady izahay no tonga teto ary efa 4 mianaka izahay izao.Nandalo zavatra maromaro hatramin'izay nahatongavana teto fa izao dia azo lazaina hoe stable ihany, samy miasa izahay ary manana fiainana tsotra.
Nahafinaritra ny fifandraisana t@ Malagasy taty. Tsy nahalala na iza na iza izahay t@ tonga ary misaotra an'Andriamanitra nataony nifanena t@ Malagasy izay nanampy t@ torohevitra sy zavatra maro.
Mahafinaritra ny Malagasy mifanerasera aminay aty saingy marina koa ny hoe mila mahay mikarokaroka, mila faharetana, fanetretena satria tsy mora tokoa ny manomboka fiainana vaovao aty @ tany izay tsy mitovy kolotsainA sy firehankevitra @ tena.Ny azoko lazaina koa dia nanampy anay ny hoe olona roa izay no niaraka satria afaka nifanampy.

Izao izahay mikasa ny handeha 5 volana eo ka hanao sous-location ny trano hipetrahanay. Azo atao tsara izany aty ary alefanay eto izany sao mahasoa ny iray amintsika.

Fotoana : Novambra ka hatramin'ny faran'ny volana Martsa na voalohandohany ny volana Aprily (mety hahasoa izay tonga ririnina satria mba afaka @ fitadiavana trano @ io fotoana io)
Trano : efitra roa sy salon, misy ny fitaovana rehetra ilaina @ Lakozia sy fatoriana, fanasana lamba, internet,TV, chauffage.
Akaiky metro (mandeha kely tsy 5 minitra akory), fivarotana samyhafa, 15min ny centre-ville eo na mandeha fiara na metro.

Misaotra sy mirary soa antsika rehetra.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 02 septembre 2016 - 09:24

Salama daholo,

Monsieur bon Plan>>> lay izy kosa aloha sarotra ny mamandrika olona amin'izany satria na ny fotoana aza mbola tsy dia fantatra ka mety tsy hifanojo. Ny zava-dehibe dia ny fanehoana fahavonona tsy misy fiatsara-belatsihy. Ary isaorana azy ireo indrindra izany.Raha sanatria moa tsy afaka intsony izy amin'izany fotoana izany, ngamba tsy misy tokony hanomezana tsiny azy akory.

Tsy fantako aloha fa za mieritreritra hoe ny olona handeha hifindra any zany dia tokony ho vonona @ zay mety hitranga fa tsy hiantehitra na hanao tantireraka @ hafa; raha izany lay toe-tsaina hoentina dia frustration no hahazo raha ohatra ka tsy mahazo izany fanampiana izany. Raha misy moa ny tsara sitra-po afaka manampy dia izay ilay hoe ny zavatra rehetra miara miasa hahasoa zay tia an'Andriamanitra satria Izy no efa nanankina an'io hatramin'ny voalohany.

Tonga soa taty Montréal>>> intéressé amin" lay proposition zahay nefa tena mbola tsy fantatra zay mety ahazoana visa fa ho hita eo ihany ny tohiny. Dia misaotra indrindra koa;

Mirary soa hoan'ny rehetra

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diannn
Date: 02 septembre 2016 - 13:37

Tonga soa taty Montreal>>miarahaba anao,liana dia liana @lay proposition omenao kou izahay saingy araky ny tenin'ny bolotsoky dia mbola ts fantatra na raoviana na raoviana no ahazo visa,fa na izany aza dia mangataka mail na zay fomba ahafahana mifanerasera aminao ra azo atao.
Misaotra mialoha.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: sophie_ndt
Date: 02 septembre 2016 - 15:03

bolotsoky > tamin'ny ianao nahazo paiement FDRP dia nilaza ny toerana andefasana ilay rosia ve ry zareo? na raha atao traite bancaire dia ny adiresy andefasana azy? sa ny anao natao ahoana? misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 05 septembre 2016 - 09:46

Salama,

Sophie-ndt>>> nataoko paiement en ligne avy eo scanerko lay reçu (asiana num dossier) de nalefako e-mail t@ lay nandefa e-mail avy ao Pretoria. De efa namaly courriel ihany koa ry zareo hoe efa voarainy fa tsy mila alefa DHL intsony.

Paiement en ligne tsotra kely raha manana carte, nena zao carte visa dia nety. Efa misy procédure arahana fotsiny fanaovana azy.

Raha chèque de banque mantsy, mety mbola tsy maintsy alefana lay chèque etc...

Mirary soa

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: sophie_ndt
Date: 05 septembre 2016 - 10:52

bolotsoky > merci bcp,

izay hoe lay reçu pdf iny zany no mbola nampianao ny information momba ny dossier? numéro de dossier? sy anarana ? dia no scanner-na dia avy eo ilay adiresy email nandefasany ilay hoe alohavy sns iny no namalianao azy ilay pret.......... ?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Heritaona
Date: 06 septembre 2016 - 20:10

Bilan 1 taona,
Tonga t@ mois d'aout 2015 teto montreal,
Asa atao : ouvrier any @ usine
Niveau d'etudes niala tany mada : maîtrise
Karama ankehitriny : mahavita tsara ny fiainana, hofantrano, sakafo, facture isan-karazany,
Fianakaviana : ny vadiko mianatra, omen'ny fanjakana bourses hamitana ny fianarana, ny zanako mianatra izy 2, ny volan-jaza omen'ny fanjakana ampy tsara ho an'ny fianarany.
Extra : manana fiara zahay, afaka nanao vacances zahay mianakavy t@ farany teo.
Tanjona : hiverina hianatra aho refa vita ny fianaran'ny vadiko ka mahita asa tsara izy.

Fehiny : sarotra ny mahita asa tsara karama sy @ domaine raha diplome avy any mada, betsaka kosa anefa ny asa azo atao aty raha tsy miavona asa, sady afaka hivelomana tsara.

Torohevitra : fiainana vaovao ny aty, adinoina daholo ny ambo-po nahazatra antsika malagasy, hoe very ny voninahitra raha manao asa "ambany"...., ny maha-enao anao no hiankinanao, ny fahaizanao mi s'adapter, fa tsy ny diplome sy ny expériences anananao tany mada. Ho ahy manokana dia depart 0 ny fainako taty, saingy afaka miandrandra fiainana tsara kokoa aho tsy ho ela.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 07 septembre 2016 - 08:50

Salama daholo,

Herintaona>>> Tena misaotra an'ise @ fifampizarana. Courage foana fa mandalo ihany ny fahasahiranana kely ary ny tena zava-dehibe dia ilay manana tanjona hatrany. Za zao tena ny fanamboarana ny saina mihitsy no atao mafimafy fa raha tsy zany angamba mety mi-déprim any.

Mirary soa hatrany.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mégane
Date: 20 septembre 2016 - 01:46

Salama ô!

Mangingina isika ato izany an smiling smiley

NNRAND>>> nanokatra ilay compte aho dia nanandrana nanao ilay hoe relier la demande à ce compte fa tsy mety mihitsy, lazainy fa aucune demande trouvée foana ny valiny, tsy haiko hoe misy fikafika ve? Sinon dia miandry fa gasy e...

Mirary soa ho antsika rehetra. THT e

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: NNRAND
Date: 21 septembre 2016 - 10:45

Mégane >

Misy fika kely izay izy io,

De mémoire, rehefa manao ilay liaison dia ireto ihany fenoina
Nom + IUC na Nom + num dossier na nom + num passeport.
no fenoinao dia tsy mameno ville, pays etc
dia eo amin'ilay hoe nombre de personne 1 no valeur apetraka na dia tsy 1 ary ny isanareo.

Dia averina matetitika fa mbola tsy stable lay application io.

bolotsoky > Hafiriana taorianan'ny nandefasanao ny paiement FDRP ry zareo no namaly anao azafady?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 22 septembre 2016 - 12:47

salama daholo,

NNRAND>>> teo @ 3 semaines teo. Fa rapide be ihany fa efa angatahandry zareo passeport sahady ndray zahay. Lasa tena hoe faly sahirana ndray.
Tongava soa ny anareo rehetra dia mba tafaraka eny ihany e; Ny Tompo no hitahy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 22 septembre 2016 - 12:50

NNRAND >>> fanampiny kely, niaraka tonga ny e-mail mangataka ny paiement sy ny IVM.
De niaraka natao sy nalefa ihany koa dia izao izy efa mangataka ny passeport izao.
Voninahitra hoan'Andriamanitra irery.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: NNRAND
Date: 23 septembre 2016 - 09:44

bolotsoky >>

Dia harabaina izany e, dia mirary fanomanana tomombana sy tongava soa e, enga anie mba hanaraka ny dianareo ny fikarakarana ny taratasinay satria tsy dia nifanelalenana firy loatra ilay izy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Touk
Date: 23 septembre 2016 - 21:36

Salama daholo tompoko ooo!
Mba saika hanontany kely azafady indrindra ooo! Manao ny valeurs-ny diplomes gasy raha te hahazo csq ?
- bacc+ 4 en administration d'entreprise/ commerciales/ marketing tao amin'ny Inscae
- bacc + 3 en finance et comptabilité tao amin'ny issmi saint michel itaosy.
Ref manao evaluation en ligne dia toa ok saingy tsy haiko ny tena valeur-ny diplomes-tsika rehefa tena hataon'zareo ny points.
Misaotra indrindra re tompoko amin'izay afaka mamaly.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Touk
Date: 23 septembre 2016 - 21:37

Salama daholo tompoko ooo!
Mba saika hanontany kely azafady indrindra ooo! Manao ahoana ny valeurs-ny diplomes gasy raha te hahazo csq ?
- bacc+ 4 en administration d'entreprise/ commerciales/ marketing tao amin'ny Inscae
- bacc + 3 en finance et comptabilité tao amin'ny issmi saint michel itaosy.
Ref manao evaluation en ligne dia toa ok saingy tsy haiko ny tena valeur-ny diplomes-tsika rehefa tena hataon'zareo ny points.
Misaotra indrindra re tompoko amin'izay afaka mamaly.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Bakaplisy
Date: 27 septembre 2016 - 08:04

Hoan i Touk raha ireo diplomanao reo dia mahazo équivalence bacc en administration ianao tonga aty.Aza taitra fa ny Bacc canadiana zany mitovy @ maîtrise any Dago . Fa zao no Tiana ho lazaina aminao marina fa manome équivalence ry zareo fa aleo dia tsorina aminao fa raha iny no entinao hitadiavana asa dia ho alina eo ny andronao, fa avantage kosa dia raha te hanoy fianarana zay vao misy ilana azy iny équivalence iny.Raha tsorina zany de hoe raha te hiasa @ domaine nao ianao de mivonona mbola hianatra maka diplôme canadiana fa diplôme gasy tsy ahazoana asa.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: DiplomSisisny
Date: 29 septembre 2016 - 15:08

Touk >> Ilay diploma avy @ INSCAE dia reconnu aty Canada fa ilay iray avy aiza moa izy iny toa tsy misy mahafantatra aty an!

Fehiny, avereno ilay évaluation en ligne de ilay diploma INSCAE no apetraho, de ataovy BACC gasy tsotra ilay iray

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Toky
Date: 30 septembre 2016 - 02:43

Bakaplisy sy diplomsisiny> misaotra betsaka anareo namaly fa misy hodinihana tsara izany rht izany!Mafinaritra mahazo avis an olona efa mipetraka any ka d hodinihana si ca en vaut la peine satria lé hiverina hianatra hoatrany tsy possible tsony.
Merci bcp d mirary soa daholo ooo!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Touk
Date: 30 septembre 2016 - 02:50

Diplomsisisny> lé bacc+ 3 en finance et comptabilité tao amin ISSMI ( Institut supérieur saint michel Itaosy )

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: tsy manakivy
Date: 30 septembre 2016 - 10:06

Toky>aza kivy fa vao mivoaka ao ivato d ts miteny tompoko ny diploma malagasy nanomboka ny taona 1990.Mampalahelo nefa atao ahoana ....Amboary ny saina dieny zao hiverina hianatra ra te hiasa tsara fa tsy ho boto aty an dafy

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mbalazao
Date: 30 septembre 2016 - 11:32

Heritaona, mba te hafantatra ah oe otrinona ny horaire smic any ra ouvrier enao ngamba io o raisinao ra tsy oe be heures supp nga. Ny vadinao mbola mpianatra marina fa boursière, tsy haiko ko oe otrinona no raisiny. Ny allocations familiales ndray to mitovitovy @ pays europ rehetra iany, na miasa na tsy miasa mandray kely dolo
Ny fanontaniko oe tafavoka iany ve ny fin du mois @zany

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Touk
Date: 30 septembre 2016 - 22:39

Tsy manakivy> ok ok voaray ny hafatra fa merci a!fa tena vao hodinihany alo rah ca en vaut la peine fa a 39 ans alou d tena tsy mieritreritra ny hiverina hianatra tsony e! Aleo ian mijanona eto dago rah zany.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Heritaona
Date: 04 octobre 2016 - 10:30

Mbalazao>>>> Mahavita tsara hatramin'ny fin du mois. Efa ireo nazavaiko tsara eo ambony ireo ny ambangovangony rehetra. Miala tsiny aminao raha tsy afaka hanome chiffres @ fidirambolan'ny tokatranoko aho, mino aho fa afaka hi-comprendre an'izay ianao. Sady fanampiana no atolotro fa tsy sanatria miatrika enquete aho ka ho ataonao remise en doute ny infos. omeko.
Toro-hevitra tsotra, aza manao reference @ any europe fa samy hafa. Rehefa tonga aty ianao de ho hitanao ny faha-samihafany, na manontania anireo gasy namanao tany europe efa tonga aty.

Options: Répondre
Délai de traitement
Par: Te hiainga mafy
Date: 07 octobre 2016 - 12:56

Salama daolo o!

Fanontaniana tena mila valiny haingana sady mahafa-po !

Firy ny num tél tena mahazo ny Ministère Immigration fa mba te-hanontany suivi dossier dia tsisy mamaly lay num voalaza ao @ site fa répondeur foana.

Misy conseil afaka omenareo ve fa efa t@ 2015 zahay no nahazo oe ouvert ny dossier dia h@ zao tsisy tohiny intsony ???

Farany, iza kay zao no pays en charge dossier-ntsika Mada fa Pretoria otran'ny tsy izy intsony an!

Misaotra daolo @ valinteny, ny ilan-tongotra sy ny ila-loha sy ny eritreritra efa any

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 07 octobre 2016 - 22:54

Salama daholo elaela tsy teto dia manenjika resaka indray.

Ny bilan moa izany 3 taona taty aoriana dia efa hiditra fiainana stable @ izay fa nahazo asa fonctionnaire. ny Asa @ prive klo dia tena hitako taolana be daholo ary tsy laitra ho kakerina.

mbalazao:ny asa rehetra dia mahavelona daholo aty. izay vo tena tonga @ ilay fitenenana hoe vola misy fa ny isany no tsy mitovy.

Ny fanontanianao mantsy oe : (tafavoka iany ve ny fin du mois @zany) dia raha hoarina @ fiainana @ dago na ao Europa dia tena tafavoaka rehefa miasa. Sakafo, akanjo, vam sy trano vaovao, vacances mandeha ho azy izany.
Fa rehafa be karama kosa dia lasa akanjo de luxe, vam be sy trano be ary vacances be koa mahazava hoazy.

Dia zavata tiako ho zaraina koa dia tsy mitovy ny reperes. Tantsaha mpamboly aty manakarena be daholo, maçons sy ny plombiers ambony karama moa ny mpiasa birao. Hoatra fontsiny izany.

Izay klo no azo zaraina

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Gasy Europe
Date: 09 octobre 2016 - 16:41

diagagaela<<<inn no karazana asa mety atao aty Canada ? aiza ao canada mo ity resahana eto ty ?? asa canada rah misy diplôma ? ary rah tsy misy ?? misy limite d'âge ve ny asa aty ??? merci d'avance hoan'zay mamaly!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mampme
Date: 10 octobre 2016 - 13:53

Mampmé lay mody hoe tsy manakivy nefa dia tonga de kivy koa ilay Touk.

Io r'ise samy manana ny tanjony a! Ny olona manana fijery lavitra no mahafoy ny situation eto Mcar satria raha izao misy eto izao dia vao maika hilentika ity firenena ity. Ho an"ny taranaka no hialana eto. Dikan'izay dia mila misikina ka na hiverina hianatra de maninona anefa.
Za zany na mbola hiverina zéro aza aleko miala eto DAgo. Mety tsy misy ady eto fa efa vofaritry ny karana sy ny sinoa sy ny sisa ny tany eto ary potehana @ corruption ny gasy. Ireo mpanao politika ireo raha tsy ritra maty any, ny taranak'ireo koa mbola hoavy eo zay efa zatra ny gaboraraka. Mety ho boton'y vazaha za hoy lay tsy manakivy fa enao io moa zany patron m-bazaha any ary tena efa pdg. Mba avoty lay gasy namana mba te hoany fa tsy hoe tsy manakivy nefa tonga amin'ny tanjonao ianao nanakivy an'i TOuk.
Touk>>> Ianakoa dia tena mora kivy an§ Tena mety tsy mety aminao ihany ny any raha izany fahalemenao izany.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Touk
Date: 12 octobre 2016 - 22:07

Mampme> Tsy hoe mora kivy ah fa mba miezaka ny objectif ftsn. Zah koa nge tsy mi se baser am ty forum ty e.Fa ny tiako holazaina dia hoe raha efa manana situation azo lazaina hoe stable ah aty Mada,karama tsara, trano, tomobile sns, tsy hitako izay interet hiverenana hianatra mba ahazoana zé zavatra efa ananako amzao.
Mbola recoupement d'infos no ataonay fa rah ny situation anay eto Mada amzao aloha mbola mahafampo anay satria tsy mvola hoe mijaly b mankaiza zay.
Fa ilaina koa ny réaliste, mpandeha eny ivelany ah d hitako fa tsy hoe any ivelany enao d c le paradis ian koa.
Hihi

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 13 octobre 2016 - 00:39

Touk : marina izany e. Raha mbola milay ny situation ao Mada dia aleo tsy mankaty. Betsaka no immigrants minan tady kirarony aty fa dia miaritra trefle fontsiny si mihezaka manao fijery "positif". Dia tsy azo resahana lalina aminy izany fa manjary voatsinjona any @ mankarary izy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: tsy manakivy
Date: 13 octobre 2016 - 20:35

Mampme> azfd ra nanhoinana anao ilay noteneniko fa ny ahy ny marina ihany no lazaiko.Izay aty ivelany no aoka hitsara fa mbola averiko ihany fa ra vao mivoaka ao Ivato ny diploma malagasy dia sahirana @ fitadiavana asa @iny domaine iny.
Touk> raha misy ny atao dia mandalova vacance mijery ny patiny oe mety aminareo ve ary marina v lay voalaza eto.Fa mino aho fa vitsy no mirediredy eto!
diagagaela>sarotra b oa ny miteny ny zava misy eto.Tsy mino raha tsy mahita ny sasany nefa refaveo tsy arak io....

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Touk
Date: 13 octobre 2016 - 20:51

Tsy manakivy>Zah alo tena miombo kevitra aminao satria hitako hoe realiste lé resaka diplomes lazainao.Hotran'izay ian manko ny ao france dia nahatonga ah nametra panotaniana tamin voalohany indrindra hoe mety ahazoana csq ve ny diplomes ananako...
Lay vacances dray hevitra mety saingy ny olana ftsn d mafinaritra foana ny vacances matetika ka asa rah ahitana ny tena réalité andavanandro.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mampmé
Date: 14 octobre 2016 - 09:35

Ny fiainana tsy vitan'ny indray andro , 1 volana, 1 taona. Mila manana fijery lavidavitra kokoa (aza tezitra raha milaza izany za). Ireo olona ireo raha miaritra trèfle any araka ny itenenana azy dia misy mandrakariva ny fanantenana ary tsy maintsy positiver na ny situation fa raha kivy dia tsy hotafavoaka mihitsy. Ka tsy dia hitako ny maharatsy an'izany.

Tsara ny milaza ny réalités ary raha samy milaza ny réalités aza dia hita eny ihany hoe ahoana ny filazana ilay izy sy ny objectif n'ilay olona.
Misy ny milaza ny réalités ohatranareo io fa tena mankahery foana hoa mila miezaka fa tsy maintsy tafita. Misy ny milaza ny réalités hoe tsy tafakoaka mihitsy fa aza mankaty.Aleoko lavitra maka ilay voalohany izay mampiomana tsara fa ny objectif n'ilay faharoa dia fanakiviana.

touk>>> mety tsara ny situation nareo zao. Fa jereo ihany izany mety hiafaran'ny taranaka. Hoy ianao hoe za manambola be ka afaka mandefa ny zanako any rehafa lehibe izy. Jereo ndray ny zavatra hafa ny insécurités (fanakan-dalana, fanafihana, kidnapping, tsindronantsy etsy sy eroa), mety hoy ianao hoe tsy mahavoa ahy zany fa misy miaramila marobe miambina ahy, mety hafavoa ny zanakao anefa any aorina.
Ny sécurité alimentaire, jereo tsara ny hanaovan'ny sinoa ny sakafo gasy. Tsy vitan'ny hoe sakafo tsy fantatra no atobany eto Mcar fa tsy hisy sakafo intsony eto afaka 5 na 10 taona. Ny omby aondrany, ny crabes efa tsy tenenina, aiza eto Mcar izao ny tsy misy sinoa efa tonga any ankodahoda any daholo ry zareo. Ny vorondamban'ny kaladala ireny (tripe) hatramin'ireny efa lasany ambongadiny.
Ny ataon'ny fitondrana, délestage, izao na ny rano tsy misy koa amin'ny faritra maro, corruption amin'ny sehatra rehetra tsy ankanavaka (polisy, tribunal, asam-panjakana, fitadiavana asa tsy ho voatanisa fa betsaka loatra), ny tsindry hazo lena, ny fahavoretrana mamany sy mandrehoka mety hamindra aretina BK sns. Sarotra ny hanova an'izany an.
Fehiny, raha izao zava misy eto izao dia mbola tsy hoato anatin'ny 20 na 50 vao handroso i Mcar. Ny anao ho vitanao ihany fa ireo taranakao ahoana? Sao mba mety hanome tsiny anao ny zanakao hoe mba nisy opportunités na fahafahana ihany handehanana nefa dia tsy nandeha ry Dada.

Courage foana anefa amin'izay fanampahan-kevitra e! Fa nomen'Andriamanitra hanao choix ihany koa ny olona anefa.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: diagagaela
Date: 14 octobre 2016 - 16:45

Mampmé :mahazava koa ny eritreritrao milaza hoe miala daholo t@ Madagasicara raha voa misy ny occasion fa ratsy any.

Etsy an kilany kanefa ny vazaha, karana sinoa betsaka no misafidy ihaina any. Ary @ izao fanatontolona izao mbola betsaka koa ny ho avy. Dia very tanteraka ilay firenena raha otran nao daholo ny Malagasy rehetra satria tsy mahalala izay mahatsara ilay tany fa manaratsy foana sy ilaozana mitaraina ka lasa ny vahiny indray no mahazo laka mitrandraka izay mahasoa rehetra any.

Aleo ve mitsaoka fa tonga ny sinoa? Mety i tsaoka koa izany ny Québecois fa tonga ny Gasy?

Tokony ho raisina opportunités ny fahatongavan ny vahiny fa tsy atao ampatahotra na ampitsoka.

Izao klo tsy ho tratra antitra aty fa raha vo mahangona kely fontsiny aho dia lalany ny mody @ tanana. Nahoana ny vahiny no igalabona any @ tanindrazako fa izao itsopoizopoizo aty @ zareo?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Touk
Date: 14 octobre 2016 - 21:00

Mampme> azoko tsara ny tianao ambara. Mety hoe bdb ny olana eto Mada kanefa raha izao manokana, rehefa manana ny ampy eto ah araka ny criteres-ko d mbola ataoko ho option ny mankany ivelany fa tsy ho baseko amin'izay ny fiainako iray manontolo.Mety hoe tsara ny situation-ko amzao saingy mety tsy ho izay rahapitso. Kanefa iza no hi-garantir ny ampitsoko raha an canada?
Raha manana opportunité ah d ho raisiko tokoa ilay izy, raha manana opportunité hoe hiasa direct ohatra na zvt mitovitovy amzay..fa rah hoe bol ho depart a zero kosa( hiverina hianatra sns ) dia bol aleonay lavitra ny fiainanay eto.
Ny antony d tsotra: matoa ah tonga amin toerana misy ahy sy bol veloko tsara ny vady aman janako( tsy olona ambony na mpanankarena b fa mba manana ny ampy ftsn) d efa niaritra sy nanao sacrifices ian koa, ka rah bol izao indray no averina d fotoana lany ftsn amiko.
Raha tena misy urgence,manana passeport frantsay izahay ary afk mipetraka any france. Saingy bol izay depart a zero izay no bol hisafidiananay an mcar hatreto.

Diagagaela> Marina ny anao. Bdb ny sinoa sy karana tsy mety miverina any amin taniny fa tamana eto Mada.

Samy manana ny situation-ny moa ny tsirairay fa na ratsy aza Mada, refa metimety ny fiainanao d afk mifaly amzay hananana.Amiko manokana, tsy ny tany misy anao no mamaritra ny maha sambatra anao.

Options: Répondre
Page: 5 sur 12


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg