Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: Précédent12345678910Suivante
Page: 9 sur 10
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manitra
Date: 01 juin 2017 - 15:38

Andalana oany<< Fa aiza ho aiza zfad ny dossier anareo? Ra ny fahitako azy dia avy anandefa Frais RP nareo, de efa lasa ny resultat Visite medical?
Niarakaraka kely ny antsika. Ny anay zao nalefa ny passport any Pretoria..
Raha ny anay dia lasa 14fevrier ny FRP dia 15 mai vao azo ny brune.
Kanefa ny akabeazana reo namana eto dia nahazo brune :3semaines eoeo fotsiny après FRP. Samy nanana ny delai, fa ny anay taraiky kely. Mirary soa éh!
Mety hiaraka hanainga tsika, aleo mintsy anié tonga any avant hiver fa tena enjana le choc thermique. Ra mba miverina ny passeport nay am ty juin ty de angataka visa shengen malaky de tokony mba lasa am Aout any

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Efa aty
Date: 01 juin 2017 - 17:23

Andalana oany >> Tsy mila carnet de vaccination izany ny lehibe. Ny ankizy ihany no mety ilaina any am-pianarana. Indraindray misy vaccin atao any ampianarana dia asainy manao ny ankizy.

Ny original ny diplome ihany no entina hangalana ny équivalence fa tsy mila photocopie certifiée izany. Miantso any @ école na université nianaranao izy manamarina an'iny.

Ny original daholo izany no taratasy entina fa tsy misy dikany sy tsy miasa aty izany photocopie certifiée izany aty.

Aty ianao raha mila attestation d'emploi manamarina ny ny niasanao dia entina fotsiny ny origina dia manao déclaration sous serment ianao hoe marina io dia vita. Tsotra kely ny aty fa aza manahy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Candidat koa
Date: 01 juin 2017 - 17:36

Elaela aho tsy teto ary tsy nahavaky ny tantara lava teto saingy hamaly kely.

Marihako fa ny experience-nay no tantaraiko izay tsy mi-tenir compte ny fiovana entre temps.

andalana ho any > Izahay dia nitondra fanafody marobe (anti-allergie, vitamine C, calcium, etc...). ilay NAS (Numéro d'Assurance Sociale) dia tsy resaka assurance maladie na medicament fa karazana matricule ho an'ny olona rehetra monina eto Canada. Io dia nuléro confidentiel tsy azo aseho @ olon-kafa hafa tsy ny mpampiasa, ny tompon-trano raha hiditra hanofa trano enao satria rattaché @ io daholo ny mombamomba anao. Raha nanao crime ohatra ka voaheloka dia rattaché @ io ny heloka vitanao.

Ilay tsy azo raha tsy 3 mois dia Assurance médicale na RAMQ no filazana azy. Ilaina ny miomana @ fanafody raha matahotra ny harary. Izahay nefa tena nisaotra an'andriamanitra fa tsy mbola nisy narary be ankoatran'ny grippe tao anatin'ny 2 taona latsaka nahatongavanay teto, périmé ho azy fotsiny ireo fanafody nentina, ankoatran'ny vitamine C nolaniana t@ nisy grippe.

Ny diplome dia afaka certifier-na any @ sekoly namoaka azy, sinon raha efa tonga aty vao hanao certification dia afaka ataon'ny ambassade malagasy any Ottawa. Raha entinao an-tanana any ny diplome dia 4 heures eo ho eo no hi-traiter-ny azy. Izahay kosa nandefa par poste sady manisy enveloppe pour retour dia 1 semaine dia efa tafaverina ny dossier-nao. Tsy misy frais ny ambassade fa tsy maintsy manana carte consulaire kosa vao afaka manao raharaha ao.

Ento foana ny certificat de travail rehetra sao ilain'ny mpampiasa, indrindra raha sendra niasa t@ filiale-na orinasa kanadianina (Rio tinto, Ambatovy, etc...) fa avantageux

bon courage daholo

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 01 juin 2017 - 23:40

Bonsoir daholo,
Manitra>> Parainage d'epoux ny anay.ny frais Rp et VM efa nalefa dès l'envoi du dossier daholo. Efa ok. tam fin mai teo vo transferé tao Pretoria ny dossier pr traitement RP. Na tsy mitovy aza ny cas atsika mety oe mitovy ian ny delai de traitement RP e? Na izany aza en 3mois teo zay nametraka dossier d efa zao moandry E-Brune zao. Isaorana an'Andr/tra tsy nisy sampona aloha atreto.

Misaotra am valiteny mikasika ny vaccin.diplome sy certificat.
Efa aty> Misaotra am fanitsina. Ie tsy NAS marina le izy fa carte soleil ozy ny fiteny?Vo mianatranatra ko e.hihi
Tena tsara b izany tsy narary zany mintsy. Ny fanafody hoentiko dia ny an zazakely zao. Asa ra mba ahazo delai fohy ny zaza sa d miandry 3mois koa.
Fa le tiako fantatra ko d oe manaona ny fitondrana azy ireny ao am aeroport?Am nareo soute v ireny sa bagage a main e?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 01 juin 2017 - 23:53

Miala tsiny fa nifamadika daholo le anarana destinataire.
Misaotra an Candidat koa sy aefa aty am torohevitra.
Candidat koa>> Iverenako kely le resaka fahasalamana. Ary ny allergie-anareo v nietsika tany ?Na andro mafana na andro mangatsika? (rhinite allergique ,asthme allergique izao ny ahy)
Fanafod'ireo no hoentina betsaka.

Manaona indray ny resaka tolotr'asa e? Nareo mou travailleur qualifiés daholo fa izaho izao d depart a zero.Miverina manao formation.
Mba mangataka retour kely am resaka asa ra azo atao (debouché interessant kokoa tant au niveau salariale que au niveau stabilité) satri hoy aho oe iverina ianatra mintsy izaho.
Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mpiasa be traikefa
Date: 02 juin 2017 - 06:09

andalana ho any >> Raha Montréal ny ville andehanana dia betsaka be ny asa. Dakan'ny alika fotsiny hoy ny fitenenana. Jereo ny site web indeed, jobboom, ... fa dia ianao indray no sahirana misafidy.

Mety hafahafa ny filazako azy ity fa ao anatin'ny fiovaovana asa no mampisy stabilité satria sady miakatra ny karama no mitombo koa ny fahaizana sy ny expériences. Izaho manokama dia isaky ny roa taona eo dia mitady lalana hiovana asa.

Ny mahatsara ny aty Canada dia raha vao manampahaizana dia tsy very mandeha. Ny olona mi-contact miteny hoe avia hiasa aty aminay dia efa tsy araka intsony ny mamaly azy, fa dia avela ao fotsiny.

Raha manana spécialités handravahana sy atao misongadina ao anaty CV, miaraka @ expériences à l'appui, dia tena mety tsara ny aty Canada. Raha vao hoe travailleur qualifié izany dia tokony tafa raha vao tonga aty.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 02 juin 2017 - 14:44

Bonjour,
Mpiasa be traikefa<< Misaotra anao amlé retour.Saingy za tsy en tant que travailleur qualifié ny dossier-ko d mety oe anano sarotta kokoa v? Iditra an site noteneninao ireo ao dieny izao hijeryjery kely.
Ny CV v atao format CV francais iany sa to oe misy format CV canadien izany.
Merci

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Efa aty
Date: 02 juin 2017 - 17:12

Candidat koa >> Angaha efa ho 2taona latsaka sahady izay? Mandeha ny fotoana an! Ary mety efa nifankahita isika fa tsy nifankahalala fotsiny raha izany.

Izahay koa mba isaorana an'Andriamanitra fa tsy dia marary aty. Very fotsiny ny vola lasan'ny assurance @ resaka santé. Sery sy kohaka no mahazo tsindraindray. Tsy grippe no fiantso azy aty fa rhume sy toux. Hafa mihitsy ary grave raha ianao no milaza hoe voan'ny grippe.

andalana ho any >> CV format Québecois no ataovy so omany e! Tsisy sary, tsisy date de naissance, tsy fantatra hoe lahy sa vavy... Jereo fa misy format ao @ net ao.

Ary ahoana raha mba asiana fihaonana ho an'ny mpiserasera teto @ moov e? Misy occasion @ fete du travail @ septembre raha misy mazoto.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 03 juin 2017 - 11:40

Miala tsiny fa zao vao afaka mamaly&#12299;
antanana ho any&#12299;ie 3 semaine zay de nahazo e-brune tena haingana b mints.Niaraka naloha daholo ny frais no nahatonga izany.
De 1mois teo ny passeport no niverina.
Nitondra fanafody izahay de tany @ bagage à soute no napetrako.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 03 juin 2017 - 11:43

Andalana ho any >> azafady fa diso fanoratra za;mbola te hatory fa reraka ny semaine.

Bon week-end daholo isika.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 03 juin 2017 - 17:19

Efa aty>> merci am torohevitra. izao iany d'efa anao le cv sao adino
Tsara izany rehefa tsy d marary.matetika koa rehefa muova toerana dia tsy d marary. Ny anay le misy zazakely 2ans no ataorana.
Aka assurance santé iany zay alohan ny andeha asa ra valable iny na d immigration aza.
Llaura>> Mbola effet anle decalage v izany sa avizanana mihintsy? Mirary soa anareo rehetra o
Ok pr le resaka mitondra fanafody (y)

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: RahaMbaHoAny
Date: 03 juin 2017 - 20:24

Miarahaba anrareo izay efa ny montreal na quebec, Manao ahoana ny fiangonana ho ann'y malagasy raha fjkm ohatra, misy fiangonanan ve isaky ny alahady ao qubec sy motreal.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Candidat koa
Date: 04 juin 2017 - 06:40

Efa aty > Possible efa nifankahita mihitsy isika saingy anonyme eto dia ajanoko ho anonyme hatrany. Efa tafahaona t@ communauté malagasy maromaro teto izahay tao anatin'izay : Ottawa sy Montréal aloha hatrato no nisy anay, efa tany Toronto sy Niagara koa saingy nanao vacances fa tsy nisy fihaonana t@ malagasy.

Ho an'ilay nametraka fanontaniana resaka fivavahana : Misy FJKM eto Montréal ary misy fanompoam-pivavahana isan'alahady, misy fiangonana katolika sy FLM koa, tsyh haiko kosa ny anglikana kanefa inoako fa misy fa tsy nahafantatra namana tao @ Anglikana aho hatreto. Ireo no fantatro

Llaura > EN formation nareo io angamba @ izao eh ? Tsaroako satria période ramadan toy izao koa izahay no nanao formation dia mbola voan'ny décalage horaire be za dia en pleine formation no te-hatory be satria @ 2 maraina any Madà. Afaka tsikelikely ihany io.

Manorata raha mila torohevitra fa efa napetrako teo alohaloha kely teo ny mailaka ahafahana mifandray. Valable ho an'ny rehetra efa andalana ho tonga io. Raha mikasika ny procédure @ immigration kosa dia mety tsy a jour intsony aho satria mety efa betsaka ny niova ka aleo tsy hamaly aho.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mpiasa be traikefa
Date: 04 juin 2017 - 07:17

andalana ho any >> ny diplôma tsy voatery hoe ilaina ka. Ny ahy moa iny no nentina nampiasaina taty mba hananana stabilité sy nanatratrarana ny standing de vie izay noeritreretina dia nozaraina.

Ny tena zavatra lehibe aloha dia ilay hoe tonga aty e! Fa raha te hiasa ianao noho ny antony samy hafa (te hanamapy ny vola miditra ao antokatrano, tsy te hijanona irery ao antrano, sns) dia aza manahy fa misy asa sahaza ny profile rehetra aty.

Vao tonga aty ianao dia efa veloma hatreo izany hoe ho fatin'ny hanoanana izany.
Ny fitandremana fahasalamana voalohany dia tsy mihinambe, mihezaka ny tsy manao matavy. Somary mifamadika kely amin'ny ao dago.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 05 juin 2017 - 01:42

Mpiasa be traikefa>>> ok fa aleo omaniko aloha iany le cv
Ho anareo efa ela tany na vo aingana, otrin a peu pres ny depense estimé par mois hoan'ny olo-tokana d ra couple avec 1 bébé? Le depense tiako tenenina oe fiainana tsotra (sakafo,hydro-quebec,internet,carburant,loyer,sy pitsopitsony oatra)tsy mikonty depense de fête.
Merci hoan'izay afaka mamaly.

Efa aty\ Llaura>> ny formation v any mintsy vo mitady toerana sa efa azo jerena dieny aty Mada sur internet?
Nisy nianatra anglais v tonga tany?Aiza oatra no misy fianarana gratuit na tsy d lafo ao Montreal azafady e? Izay anotaniko to oe payant daholo.ary lafo.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 05 juin 2017 - 02:07

Salama aby
Andalana ho any>> ny français gratuit fa ny anglais tsy maintsy payant.Tsy de lafo hono fa za mbola tsy nanontany.
Io formation lazaina io de ny gouvernement no manome azy miaraka miasa @organisme.Eny @aéroport no omeny ny date sy ny toerana.Ankoatra zay afaka manao formation pro enao handoavana vola ra te hiova domaine na hanampy.Bdb ny zavatra atao refa tonga aty de tsy mbola nanana fotoana hiaonana @gasy fa ho avy tsy ho ela.Yens ilaina be izany.
Murray soa antsika aby.mandra-manoratra ndray.
Llaura

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 05 juin 2017 - 16:07

Miarahaba
Llaura >> Hay ok. d feno proposition zany ao amle formation oneny Gouvernement? Ny hay mantsy le formation profess azaona DEP no henoko. Tsara izany ra manome ry zareo.
Hoan 'izay mbola eto,so misy mahita manpianatra anglais parlé e?tara fidirana fona d nefa ny fotoana manakaiky iany.Tsy ahavita 6mois akory. Anglais mba hizarana fotsiny.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manitra
Date: 13 juin 2017 - 15:55

Bonjour daolo oh!
Elaela ts teto, mafinaritra mamakyny resakareo eto, mba misy olona mitovy cas am tena, miandry tohiny, manomana depart sns.
Misaotra anareo rht manome conseils eto, mirary soa anareo, de ampio fona ny conseil ho anay fa sao misy detail tokony o fatatra, am fanomanana depart toy izao.

Llaura< Tena te haheno be aminao za hoe manahona ny any? refa le vao tonga dia sahirana be ve? Ianareo ve efa meublée ny trano vantanina?
Manao formation zany nareo zao?
Partie aiza, montreal ve nareo ra ts maadiso?
Mbola tsy nisy namaly lay fanotanian'iAndalana hoany" nefa tena manampy be mihintsy. Afaka misy manome ordre de prix kel ve oe environ otrin ny depense am sakafo mensuel pour 2adultes et 3 enfants oatra na 2adultes et 1enfant ou 2 enfant. Ao ny garderie na CPE, ny electricité, ny transport....

Misaotra mialoha oh!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Efa eto Montreal
Date: 13 juin 2017 - 16:32

Ho antsika vao tonga, na andalana, afaka manorotoro hevitra kely ihany araka izay efa niainana aho raha ilaina na dia teritery aza ny fotoana hankanesako eto noho ny asa. Manorata mailaka izay liana, toy ny vitsy² efa nifanoratra tamiko. yverait amin'ny gmail teboka com no hifanoratana dia valiako cas par cas arakaraka ny fanontanianareo.

Mahereza daholo

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mamaly resaka depense sakafo
Date: 14 juin 2017 - 15:45

>> Manitra : Aty izany dia par semaine no tsara anaovana calcul resaka sakafo fa tsy par mois. Arakaraky ny fomba fisakafonareo koa io fa tsy misy hoe ohatrinona afaka omena loatra.

Ohatra :

- Maraina = vary sosoa sy atody na mofo sy dobera dia ampy tsy hitovy @ sakafo maraina mofo, fromage, atody, beurre, confiture, yaourt, jus, café, chocolat chaud, ronono, céréales.

- Antoandro = vary sy laoka (tsaramaso sy saosisy) + dessert tsy hitovy @ entrée + vary sy laoka saumon na homard na canard + jus + dessert...

Raha 2 adultes + 3 enfants izany ka sakafo tsotsotra mety eo @ 150$ par semaine eo dia tokony ampy. Tsy ao anatiny ny labiera sy ny tsaky an!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 15 juin 2017 - 03:57

Manitra>> tena sahirana kely zah sad mitady asa no manomana déménagement 1er juillet; à part zay de mahafinaritra ny fiainana;
Ra hanao anglais de misy bdb na Montréal na ville hafa.Andoavana vola fa tsy dia lafo.
Ny sakafo kotina isankerinandro; manodidina 150$ eo daholo.
Asa bdb fa ry zareo tsy mi-recruté olona vao tonga mintsy no pb.
Ra manambola de mamerina mianatra fa feno zay ilaina aty.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: visitor
Date: 17 juin 2017 - 03:55

Ho an'ny immigrants vao tonga, andramo ny miditra entreprises d'entraînement fa misy eto Mtl sy ny manododina.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mpiasa be traikefa
Date: 17 juin 2017 - 23:45

Llaura >> Efa mahafinaritra aloha ilay hoe betsaka asa be aty. Ny hahazahoana azy sisa no ketrehina tsara.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 18 juin 2017 - 00:19

Visitor>> Inona lé oe entreprise d'entrainement azafady. Merci

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pantouty
Date: 18 juin 2017 - 03:22

Mandalo kely dia mba mandray anjara:
- ny entreprise d entrainement tompoko dia miasa talata:miasa tsy mandray vola!
Torohevitra: vao miala any dago dia atovy misimisy ny S.ary aza mandany andro mianatra zany vao tonga fa miasà avy hatrany fa ianao niasa iny no mikoty ninoninona asa eo.
Aty amerika dia ny expériences no mikoty avy eo vao jerena ny diploma.Ny ilana diploma aty dia ny azahona promotion eo @ asa.
Olon dehibe eto no resahina a..

Mankahery ny rehetra ary aza adino ny tanjona nialanao tany dago.
Tsy adinoko ny tenin ilay ranamana iray zay:"...ay v lay canada otrizao e!!!"

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mpiasa be traikefa
Date: 18 juin 2017 - 16:25

Milay ihany ilay Canada ka!
Fa ny intégration ho an'ny nouveaux immigrants no mety ho mafimafy kely

Système economique capitalisme ny aty (source wikipédia: Le capitalisme est un concept à la fois économique, sociologique et politique qui caractérise un système s'appuyant sur la propriété privée des moyens de production et, sur l'initiative individuelle, la libre concurrence et la recherche du profit.)

Ka raha tsy vonona tsara hiatrika io système io dia miala tsiny fa mety hijanona eo amin'ilay fahazahoana "visa travailleur qualifié" ny fifaliana.

Ny taux de chômage aty Canada zao dia manodidina 6%.
Betsaka ny chances hahazahoana asa aty,
Aza manaiky ampidirina ao amin'io 6% io.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pantouty
Date: 19 juin 2017 - 06:37

Mpiasa be traikefa> reviko b lay hoe ihany @ lay hoe :"Milay ihany ilay Canada ka!".Siora e!!Otrany tsisy 6% lay izy fa 0.6% ny taux de chomage a....

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 20 juin 2017 - 03:55

Panpouty>>Misaotra betsaka amin'ny fanazavana. Ny tiko tenenina d oe hianatra ihany fa sady hiasa k. Na serveur na Macdo na sns otrizay.
Fa ra mihevitra ny hiasa bureau dia tsara manana formation avy eny an-toerana mintsy.
Toro-hevitra nomena hay indray io avy am havana any. Ny manamafy anglais ko tsy adino na d oe tsy votery hiasa en anglais ny ao Québec io a. Fa ny fifandraisana am olona no mety ilavana izany.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: pantouty
Date: 20 juin 2017 - 05:08

andalana ho any>serveur na Macdo sns...mints v ny vizer-nao??(io asa io mints lay 0.6 taux de chomage lazaiko etsy ambony )hanihany ny a ty: avy d manaova essai ao @ gastropizza na chucky (sady vo nisokatra io) fa tsis afa @ zay lay izy no sady miasa @asanao zao ianao...
Tongava aty ra tsy mino a...

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manitra
Date: 20 juin 2017 - 16:18

Bonjour oh,
Merci anareo rht namaly fanotanina sy namoaka hevitra ary nanome conseils fa ilaina e,
Llaura< mirary anao ahita asa sy hilamina tsara ny fandeany... Nga de tsy maintsy mifindra 1juillet ? Sa efa zay ny contrat?
Mazotoa daholo!

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 24 juin 2017 - 17:29

Salama daholo,

tonga tamin'ny herinandro lasa; nisy trano novantanina ary efa nahita trano hifindrana.Efa nahazo NAS(numéro d'Assurance sociale) ilaina be, efa nanokatra compte. Ary efa noproposer ndry zareo omena carte de crédit hihihi.
Ny asa raha ny fahitako azy dia misy dia misy fa mila mivonona amin'izaymety misy aloha fa ny objectif apetraka foana hoe zao tadiaviko; ahoana no hanaovako sy hahatratrarako anio.
Hoanay dia nisafidy ny hanaraka formation objectif intégration sy ateliers hafa mikasika ny emploi aloha izahay ary tena mbola ao anatiny. Efa misy ketrika mandeha en parallèle koa anefa fa tsy hoe ho variana amin'izany. Misy conseiller en emploi nomena anay hanampy amin'ny fitadiavana aza aty sy ny fianarana mety azo atao koa.

Mandrisika antsika ho tonga fa ohatrany mahafinaritra aty an.
Mirary soa hoan'ny rehetra samy ho tahin'ny Tompo.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 24 juin 2017 - 22:16

BOlotsoky&#12299;&#12299;mahafinaritra izany;tongasoa ianareo.Montréal v ianareo no mipetraka?
Mirary ny soa sy ny tsara hatrany..

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Prepps
Date: 26 juin 2017 - 15:34

Miarahaba anareo!
Mba mangataka fanampiana ry reto an, misy mipetraka any amin'izany "Shawinigan" zany ve isika ato am forum na mahalala olona mipetraka any ka mba mitantara fohifohy ny any azafady?
Misaotra

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Iza no manaraka ao
Date: 26 juin 2017 - 16:15

Tonga soa ihany koa i Bolotsoky.
Nifanarakaraka tao ianao sy NNRAND izany
Llaura izy angamba efa vonona be @ fifindrana trano.

An'iza ny manaraka efa an-dalana ao? Araraoty fa ny volana jolay sy aogositra no vacances ny ankizy ka mbola afaka mandehandeha tsara. Aorian'izay efa mianatra sady manomboka miha mangatsiaka kely.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: andalana ho any
Date: 28 juin 2017 - 14:39

Pantouty>> le oe izay no asa vizéna ngamba d loza.tsy aleo mijanona aty. Tsy azonao le tiko tenenina.Araka ny filaza eto d to oe sarotsarotra ny i-recruteny immigrant donc mila manao formation aloha oa na miverina mianatra mintsy. tsy d tara ngamba ra ho ana manokana. Ka entre temps sady miasa no manao formation,no mitady asa avoavo kokoa.
Ra ny ahy efa nandefa cv spontané tany am orinasa any,par le biais olona fantatra,efa mba miparitaka lo zan ny cv.
Miandry ny dossier sisa.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Llaura
Date: 29 juin 2017 - 03:09

Coucou aby.
Tsisy hambara firy fa manao coucou fotsiny.
Mirary soa sy ny tsara ho antsik tsirairay avy na eto na any.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: manitra
Date: 10 juillet 2017 - 16:12

ccou oh
INona no vaovao n i Bolootsok sy Laura sy ny rehetra ao oh?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: NNRAND
Date: 14 juillet 2017 - 15:19

iza lay namana nitady vaovao momba an'i shawinigan teto?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Entrée express
Date: 18 juillet 2017 - 15:12

salama daoly

Efa nisy nanao an'ilay système entrée express ve ato ra province hafa no tiana handehana BC ohatra any vancouver?
Mety manao ahoana indray io système io?
merci

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: ketaka
Date: 18 juillet 2017 - 19:11

Bonjour doli,
Miala tsiny mijapy topic fa saika mba anontany hoe misy tamnareo nizara expérience ireo ve nanao démarche visa étude? zany hoe tsy immigrtion travaileur qualifié fa ilay andeha ianatra? mba mangataka expérience tam fikarakarana visa sy preuves financiers, fa nenay i rangahy andeha ianatra dia izay mianaka anaraka satria toa hoe mahazo permis de travail ouvert ny conjoint?
Misaotra @fifampizarana

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: nina36
Date: 21 juillet 2017 - 00:05

Miarahaba ireo rehetra efa tonga any Canada sy ireo efa tena eo andalan'ny andeha.

Amin'ny dossier fédéral, misy ireto dossiers ireto:

Documents d’identité et d’état civil:

Vous devez joindre les documents suivants s’il y a lieu:
- Acte de naissance
- Certificat de mariage
- Les pièces d’identité nationale, le carnet de famille (s’il y a lieu):

Ny ahangatahiko fanampiana dia ireto fa sao tsy mazava tsara amiko:
- efa natao traduction tao am tribunal ireo, mila alefa ihany koa ve ny version malagasy, dia mahita koa aho hoe copie certifiée n'ny original. Angaha moa ny acte de naissance afaka certifier-na izany?
- misy hoe copie serment n'ilay traducteur. Nisy an'izany ve ny anareo?
- ary ahoana ny natao tamin'ny livret de famille.
Misaotra indrindra ho an'izay afaka mamaly. Mirary soa

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: NNRAND
Date: 21 juillet 2017 - 04:37

nina36>
aty afaka atao copie certifié ny acte de naissance satria tsy misy limite hoatran'ny any dago hoe enimbolana, saingy ho anao dia ilay traduit tany amin'ny tribunal iny alefa miaraka amin'ilay originale amin'ny teny malagasy. idem certificat de mariage,

Ny livret de famille dia manao traduction ny tribunale ary boky kely mihitsy no omeny avy any, alefaso iray manotolo iny fa haverin'zareo iny miaraka amin'ny visa, tsy maninona na tsy alefa ary ny amin'ny teny malagasy.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: nina36
Date: 23 juillet 2017 - 00:27

@NINRAND Misaotra indrindra amin'ny valinteny. Mazava tsara.

Mirary soa. Mikasa ny andefa dossier alohan'ny faran'ny volana izahay.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: MPQuien Juin 2016
Date: 24 juillet 2017 - 09:15

Bjr nina 36,

Ba afak lazainao v azfdy ny date mikasika ny dossier anareo: ovina nandefa DCQ, ny CSQ sns...

Merci

Zay t@ juin 2016 no selectionné dia mbola sans suite.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mptoucour
Date: 26 juillet 2017 - 00:41

Sélectionné ça veut dire ve hoe nahazo
Certificat de sélection ve sa hoe comment?

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: Mégane
Date: 27 juillet 2017 - 01:16

Salama daholo ô!

Izao indray vao tafaverina eto. Miarahaba an'ireo efa nahazo visa sy efa nanainga ( Laura, Nnrand, Bolotsoky,...)Niarakaraka teo ihany ny dossiers antsika fa ny anay izao vao voaray ny IVM. Ny anay moa tsy tao Pretoria no traité ny dosssiers dia tena nilona be. Visite médicale sy casier judiciaire no angatahany fa tsy mbola mangataka ilay FDRP aloha. Dia mikarakara an'izay indray aloha izao, efa azo ny rdv VM ka dia halefa raha vao vita.Dia miverina miandry indray...
Sinon manahoana ny any ho anareo izay efa tonga any? Manahoana ny intégration sy ny fitadiavana asa? Ireo manko no tena henjana raha ny voalaza eto @ forum na gasy na vazaha. Mba ilazao vaovao izahay rehefa manam-potoana kely iny ianareo e. Dia mampahery ireo izay mbola eo am-piandrasana, mila faharetana sy finoana izy ity hoe manana ny fotoany sy ny hevitra iheverana antsika tsirairay avy ny Tompo ka matokia.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: MPQuien Juin 2016
Date: 27 juillet 2017 - 10:14

Bjr,

Séléctionné= tafiditra anaty le 5000 demandeurs ana CSQ T@ juin 2016.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: nina36
Date: 29 juillet 2017 - 23:32

MPQuien Juin 2016

Efa ela ny anay no napetraka. Tamin'ny oct 2013 ny DCSQ 1°. Naveriny ny mai 2014 fa tsy nety ilay paiement(carte). Dia namerina nametraka indray izahay ny juin 2014.

Mai 2017: nahazo CSQ. Mikasa ny handefa ny fédéral amin'ity août ity. Ka ny anay mbola ilay système taloha.

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: bolotsoky
Date: 30 juillet 2017 - 03:21

salama daholo e,

elaela fa somary mbola sahirana nanao formation intégration sy ateliers fitadiavana asa;
bilan tsotsotra:
1 volana sy tapany nahatongavana, herinandro nandefa CV efatra , entretien 1 fa mbola miandry valiny hatreto( vao omaly).

Ny asa mampiasa vatana dia betsaka fa arakaraka ny tsirairay? Misy hoe tsy maintsy manao satria mila vola fa sady manao izay hianarana ihany mba hialana amin'izay.
torohevitra; aleo ihany manaraka formation intégration sy ateliers fa manampy amin'ny fitadiavana asa ary maro be ny informations azo any (volanjaza, credit d'impot, ny prets et bourses) sady mahazo conseiller en emploi; Afaka mifindra maka conseiller en emploi koa any @ emploi-quebec mety ilaina io raha hianatra satria misy fianarana (formation) omen'ny emploi-quebec hoan'ny olona mbola tsy mahita asa dia ireo conseiller en emploi ireo no manome autorisation.
- raha afaka manao evaluation comparative dia atao aloha ihany fa mety ilaina iny arakaraka ny asanao.
- ny trano afaka mitady dia ny any Mada, kijiji afaka ijerena sahady, ny entana hafa koa hita ao, ary hita amin'ny google maps koa ny environnement toerana, ny halavirana par rapport ny metro etc..ny fiara tsy dia mahamaika fa aleo milamina dia mahazo tsara avy eo satria misy ny metro sy bus.Ny fitadiavana parking no olana @ fiara raha miasa montréal hono,
- hamafiso ny anglais fa atout tsara be, ataovy izay mba ahafahana miresaka fa na tsy mahay aza aza kivy fa mila miezaka foana @ fiainana
- Farany, raha mino ianao dia aza manandino ny Tompo Andriamanitrao.
Zay ndray aloha no azo ambara fa courage daholo. hitahy anareo anie ny Tompo
-
-
-

Options: Répondre
Re: immigration Québec (bilan)
Par: MPQuien Juin 2016
Date: 31 juillet 2017 - 10:14

nina 36,

Bjr ela ela marina zany procedure zany, merci nanome vao2 vao vita ny federal dia mba ilazao e fa ohatra oe apres federal dia toa vetivety courage nareo.

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12345678910Suivante
Page: 9 sur 10


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg