Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Fanoue
Date: 28 janvier 2016 - 14:29

Zà efa tsy nahazo visa fa tena kivy tanteraka mihitsy, nefa efa mba falifaly ery hoe mba hahita an zany Champs Elysées sy Tour Eiffel izany, ny havana sy ny namana efa nampilazaina daholo, sady kivy ahy no menatra.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 28 janvier 2016 - 14:46

dia ahoana no natao: dia nijanona

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Fanoue
Date: 28 janvier 2016 - 16:48

Ny tiako fantarina hoe nanao recours ve, sa nangataka taty aoriana dia nahazo indray, sa nangataka tany amin ambassade hafa, sns'...

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 29 janvier 2016 - 11:01

Manao recours zany tsy msiy satria tsy misy moyen anaovana recours.

Fa ny mamerina mangataka no efa misy manao, fa kely ny chance hoe azahoana. Satria misy pb de fond tao matoa tsy nahazo.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: sacha
Date: 30 janvier 2016 - 10:46

Marina io lazainy wintv io. Raha tsy nahazo ianao voalohany de aleo hilamina fa izany fanaovana recours izany tsy solution, te hanao forcing nefa izy no manapaka sy mandidy. Président de la république anie manedry ireo e! Aleo miandry kely 3 ou 4 mois, de avy eo mangataka indray. Mbola misy chance anie anao hahazo e! Ary afaka mangataka any ambadika. Fahendrena izany rahavako,Izay maharitra vadin andrina.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: MOUMOUSA
Date: 02 février 2016 - 14:26

Miarahaba antsika rehetra,

Miala tsiny fa tsy misy idirany fa resaka visa moa ity dia mba manararaotra kely.

Sao dia efa nisy nitovy cas tamiko,,, hanambady vazaha aho nefa efa mananjanaka,,, mety ahazo visa ve ny zanako miaraka amiko mande any an-dafy rehefa vita ny mariage sa tsy maintsy miandry regroupement familiale après 2ans. Fa inona no tena dikan'ilay regroupement familiale fa tsy tonga dia miaraka amin'ny reniny ilay zaza?

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: brain
Date: 02 février 2016 - 15:45

Efa nitranga tamiko io fa izao :

-miankina amin'ny cas-ny tsirairay ihany ohatra hoe:

-miasa ve ianao ao Mcar: manana compte bancaire mazava tsara , nanome attestation de congé ve ny orinasa sy attestation de travail ho an'ny dossiers-nao nanaovanao fangatahana visa .Ireo pièces ireo dia indispensable hanamarinana fa olona tsy hijanona any France fa mandalo satria engagé ianao ao anaty orinasa ka mila miverina ,compte bancaire , mila nanome relevé bancaire de 2 derniers mois ianao même 3 mois , arak'izay takiany fa tsy hoe attestation avy amin'ny banque fotsiny : hanamarinana fa hananao ny vola eo amin'ny 30 € / jours ivelomanao any France mandritra ny séjour izay nangatahinao ao amin'ny compte-nao any Mcar: oh: 1 mois = 30€ x 30 jours

-raha manambady ianao dia mila autoriser-n'ny vadinao ny fandehananao


Tsy hoe akory ny olona izay manaiky ny hébergement -nao sy miantoka anao sur papier izay nagatahina dia ampy fa mbola misy zavatra maro jereny raha possible koa hoe manao ahoana ny karaman'ny olona mandray sy ny mombamomba azy ...............

Tsoriko fa mahakivy fa tsy misy zavatra azo foronina fa dia izay takiany dia atao vonona ary zavatra marina sy authentique daholo . Raha tsy mahadiso inona ny motif nagatahinao ??

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Fanoue
Date: 02 février 2016 - 18:32

Misaotra namaly, saika handeha 1 mois za hanao vacances, dia any amin tonton anay no hipetraka, za aloha mbola mpianatra, manao médecine, 24 ans, mbola tsy manambady,dia dadanay no miantoka anahy nefa, dia za tsy manambady ve no mety naha refusé azy? Ny motif hoe la volonté de quitter le territoire n'est pas établie

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: rota
Date: 03 février 2016 - 09:41

Fanoue > raha vehivavy ianao dia normal be raha réfusé vue le age sy le hoe mbola tsy manambady, aza mamerina manao demande intsony fa c pas la peine fa ho réfusé foana ianao raha mbola ireo paramètres ireo, sauf si hoe efa nanambady ianao na hoe efa miasa indray (ka entreprise ngezabe) dia hafa indray izay, amin'izay ianao afaka mamerina mangataka.

misy antony foana ao mahatonga an'ilay hoe réfusé, ny tsara atao voalohany dia maka ré@#$%& aloha dia mandinika tsara hoe inona no antony naha-réfusé azy

tsy misy dikany ny famerenana fangatahana, na dia hoe afaka 6 mois na afaka 1 an aza, ka hoe mitovy tanteraka @ le efa réfusé no alefanao... fa mbola ho réfusé ihany ianao

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: brain
Date: 03 février 2016 - 12:47

Tena tsoriko aminao ry Fanoue fa ireo notanisaiko anao ireo no nagatahina tamiko , ny ahy aza 3 mois, fa ny orinasa kosa aloha dia nanome ahy ny documents izay notakiana rehetra , ny vola indray dia nisy ihany fa tsy ampy kely dia ilay olona ni-héberger no nandefa iray manontolo ny vola pour séjour de 3 mois par western union , avy eo nampidirina tao amin'ny compte-ko , navoakan'ny gestionnaire amin'izay ny relevés 4 mois sy ny attestation bancaire , nampidiriko ny dossier rehetra afaka 2 jours dia nahazo message aho fa OK fa mila assurance sisa, tonga tao @ ammbassade aho dia nivoaka ny passeport +visa .Fa raha mahita hevitra ataovy izay azahoanao ny anton'ilay réfus, ny ahy mantsy dia izay mihintsy no nataoko . Nazavaina tamiko fa tsy ampy ny attestation bancaire fa mila relevés de 3 mois milaza ny fisian'io vola io .


Fa amin'izao aloha izy sarotiny be , dia mitaky motif convaincant ry zareo

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: martinez
Date: 03 février 2016 - 13:25

Ary ono ho ahy,tsy mety ve raha manandrana mangataka amin ny sasany reo toy suissa na allemana satria samy sengen dôly sa sarotiny be koa reo? Efa tsy hay intsony ny marina fa tena sahirana be ry gasy kely mba haka rivotra ivelany. Mahereza ry mpamorona sujet.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Fanoue
Date: 03 février 2016 - 15:44

Fa ny mahagaga ahy ange raha tena zay ny motif dia generalisè na daholo zany zay vehivavy tsy manambady, mbola mianatra, hoe tonga dia hitady vady iny fa aleo refusé na, ny motif hoe mampiahiahy an dry zareo hono ny hodiako arak ilay taratasy nomeny

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: mivezivezy
Date: 03 février 2016 - 16:31

Salama e! Miankina @ ttsy angatahiny tsy maintsy complet, ary tsy refus mihintsy ny tsy fanambadiana e! Imbetsaka aho no nanao vacance tany an-dafy, fa mbola tsy nisy refus na iray aza tonga tao @ ambasady frantsay foana no nakana visa. Ny nataoko, dia complet ny dossier angatahin'ndry zareo, hatrany @banky, ary vacance 1 mois foana hatrizay no nataoko efa ho 5 taona izay. Nisy tokoa ny fanontaniana hoe: inona ny anton-dia any? Vacance 1 mois hoy aho, fa raha latsak'izay, lafobe ny frais, dia mati-antoka aho, ka aleoko ihany eto an-toerana manao vacance. Manana havana any? Eny, manana havana tokoa, ary mana-namana ihany koa, saingy eto madagasikara ny fonenako sy ny asa aman-draharaha. Tsy misy ankoatr'izay isaky ny mandeha ny fanontaniana. Tsy nanambady aho nandeha vacance, saingy nijanona ny vacance rehefa nanambady satria lafo loatra ny frais ho an'ny efa manana tokantrano. Ka tsy mampino ahy ny hoe: tsy manambady, na ao anatin'ny taona tokony hanambadiana ny refus, fa mety misy zavatra hafa angamba? Ary ny tena nahazendana ahy, dia nisy mihintsy no niteny tamiko hoe: tsy mahazo visa ianao fa tsy manambady! Tsy nasiako resaka, satria tsy mpiasa ao tsinona no miteny, fa ola mpandeha kosa aloha e!

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 03 février 2016 - 16:57

Samy hafa ny hoe tsy manambady nefa efa miasa (ary manana asa be karama), sy ny hoe tsy manambady nefa mbola mianatra. Zvt 2 samy hafa zany ho andry zareo.

martinez>>>> oui, samy Schengen tokoa na Allemagne na Frantsa na Suisse na Suède, fa ny olana dia ny destination no jerendry zareo. Raha destination France dia ao @ consulat de France no mangataka visa, raha destination Suisse dia ao @ Ambassade de Suisse. Raha ny nahazo ahy dia sady handeha any Frantsa no Suisse dia nojereny ny isan'ny andro ijanonana isaky ny firenena, dia Frantsa no andro betsaka nijanonako dia any @ consultant de France zany maka visa (ohatra hoe 8 jours France + 7 jours Suisse). Ny zvt nandreraka sady nampihomehy aza dia efa tany @ ambassade suisse ny dossier no nantsoiny aho hoe kay ianao mihoatra ny séjour any Frantsa, donc any no maka visa. Nefa dia samy hafa ny dossier ilaina. Nanotanian'ilay tao @ France t@ zay hoe manahoana ny dossier ao @ Suisse dia novaliako hoe nareo ato mila dossier manahirana kokoa, nitsiky fotsiny ilay mme t@ zay.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: rota
Date: 03 février 2016 - 17:31

Suisse aloha tsy Schengen e

raha destination hafa ohatran'i Allemange, belgique, pays bas, italie etc etc... ka cours séjours dia ao France ihany no mangataka azy, donc tsisy dikany

raha visa long séjours ny anao vao any @ ireo ambasadin'ireo firenena ireo

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Kantou
Date: 03 février 2016 - 20:41

Suisse tompoko efa états schengen fa taraiky ianao izany

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: jaona
Date: 03 février 2016 - 21:20

Hoatrany mahalasa saina ahy ity resaka nareo ity. Maninona raha miandry kely sa efa maika be vé. Tsy manomboka @ volana ity vé ilay fandehanana any eropa Tsy mila io visa izany raha Tsy diso aho. Sa mahafinaritra be no mba misy visa zany nefa azonao atao ny5 mandeha tsotra izao. Tena Tsy azoko mihitsy ré olona nareo.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: rota
Date: 03 février 2016 - 21:20

Kantou > marina ny anao, tena taraiky tokoa aho izany

dia hay ny an'i pays bas, norvege, suede koa zany ao @ ambassade suisse no mikarakara azy raha court séjours

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: rota
Date: 03 février 2016 - 21:21

jaona > tsisy an'zany fandehanana any europe tsisy visa zany an

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: bijou
Date: 04 février 2016 - 07:16

rota>>>rehefa mahazo visa Shengen tao Frantsa ohatra dia afaka mankany Danemark sy Suède koa tsy olana.

Rehefa mpivezivezy ianao, nahazo visa foana, raha tao anatin'ny 3 dernières années dia matetika tsy olana intsony ahazoana visa avy eo (asa, heveriny angamba fa tsy te-hilentika any intsony)

Mahafantatra tovovavy cadre @orinasa lehibe izaho, fa tsy nahazo Visa Shengen kanefa dia 3 jours fotsiny no ataony ao Paris fa ny destination finale pour motif professionnel dia Londres!!!

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 04 février 2016 - 08:20

Suisse raha ny tena marina tsy état Schengen fa resaka visa fotsiny no nidiran'ny @ Schengen.

Afaka mandeha erak'i Europe zone SChengen tokoa rehefa manana visa Schengen, fa ilay angalana azy tsy maintsy izay pays de destination no base.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: aant26
Date: 05 février 2016 - 12:34

mety possible zan raha refus ny visa de afaka anotanina ao @consul de france.

zan oe raha manao vacance ka misy asa sy fianakaviana aty mada de mety ahazo visa nefa iasa no aleha any.

Options: Répondre
salama daoly ! zah 24 ans, nanao demande de visa court séjours t@ décembre 2015 dia refusé, ny statuako étudiant d ny Dadako no niantoka ana, 20 jours sejours touristique hanao vacancenangatahiko, nahazo anle motif n°9 le votre volonté de quitter le terri
Par: teddy Soldat
Date: 31 octobre 2017 - 15:56

salama daoly ! zah 24 ans, nanao demande de visa court séjours t@ décembre 2015 dia refusé, ny statuako étudiant d ny Dadako no niantoka ana, 20 jours sejours touristique hanao vacancenangatahiko, nahazo anle motif n°9 le votre volonté de quitter le territoire n'a pas pu être établie iny zah, mbola maniry ny hanao @decembre zao, efa miasa zah zao d mba tsara karama, dia ho ataoko 30 jours njey le izy, atreto alo mbola tss vola mivaingana b le ho entina any @compte bancaireko, mety ho @ty mois de novembre ty angambany, dia mba mangataka torohevitra avy aminareo ny tenako. Mankasitraka indrindra tompoko !!!

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: teddy soldat
Date: 01 novembre 2017 - 14:47

zah efa refusé t@décembre 2015, d le motif 9 no azoko, maniry ny hamerina hangataka zah @ty taony ity, zah hoe @décembre d 1 mois ny sejours ko, zah efa manambady fa mbl tsy vita soratra, manan-janaka ihany koa, 24 ans zah zao, marihina fa handeha hanao légionnaire no tena andehanako any d visa touristique no ilaiko, atreto alo mbl tsy misy vola mivaingana b ao @compte banquaireko fa ny salaire fona, @ty novembre ity vao asina 50 million, mety ambony v ny chance hahazoko visa @zay fotoana izay d inona no tena mety amiko ??? Mankasitraka indrindra tompoko ny @ famaliana ny antso

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: fetsyve?
Date: 01 novembre 2017 - 15:20

Tandremo fa ny relevé compte bancaire mila historique , izany hoe ny fivoaran'ny compte depuis 3 mois.Raha hitany hoe presque vide ny compte-nao hatramin'izay, ka tonga dia androtsahana vola be indray mandeha dia mety ho malina r'izareo ao @ consulat. Tsy maintsy décembre ve ianao no mandeha? Maninona raha miandry kely, dia arotsahana aloha izany vola be izany, dia avy eo ampiana tsikelikely sahala hoe misy fidiram-bola régulier).Raha tsy tena maika ianao, andraso aloha ny volana fmars.

Options: Répondre
resaka visa
Par: Teddy soldat
Date: 01 novembre 2017 - 15:30

io compteko io efa nisy vola fona hatramin'ny 2014 nanokafana azy d hatramizao ko mbl viré ao fona ny salaireko d mety mbl ho sarotra ihany v zan satria le vola b mivaingana mints no mbola ts ao ?

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: fetsyve?
Date: 01 novembre 2017 - 15:58

Ataovy ny kajy: 30€ X 30jours X 18 500 fmg . Io izany no minimum devises takiany entinao. Raha efa misy io vola io ao @ compte, (ka hita fa misy rentrées régulières), dia ambony apanga izany ilay 50 millions arotsakao. Tokony tsy ny vola banque izany no hametraka olana , fa jereo ny mety ho critères hafa. Aza adino fa ny motif de refus tany aloha dia hoe: tsy azony antoka fa manan-kevitra hody Mada ianao rehefa vita ny durée visa. Ka jereo hoe :
- manana asa stable ve ianao aty (certificat de travail)
- manana situation familiale stable ve? izay no antony angatahiny livret de famille
Tsy tokony ho eritreretiny mihitsy hoe hitady lalana ianao rehefa tonga any!
Tokony resi-lahatra izy hoe tsy "handositra" ianao, satria ny fiainanao mitana anao eto Mada!

Options: Répondre
Re: resaka visa
Par: Teddy soldat
Date: 01 novembre 2017 - 16:30

Misaotra betaska @toro-hevitra, tena aleo miandry mois de mars marina d mba tsy lany vola fotsn, d tokony hanao soratra v zany sa aleo àzao ihany d firy volana mialoha d tokony hisy anle vola ho entina makany @compte bancaireko ?

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: fetsyve?
Date: 01 novembre 2017 - 16:30

Jereo koa ny momba ny asa: matoa ianao mangataka visa 30j, dia nahazo congé 30j (satria salarié) . Tokony efa niasa au moins 1 taona izany ianao. Aza adino izany ny certificat de travail sy ny attestation de congé.

Options: Répondre
Re: resaka visa
Par: Teddy soldat
Date: 01 novembre 2017 - 16:43

zah manana sociétté atao titre efa niasako fa zah efa tsy miasa intsony d afaka hanovana ny retraretra io sady société matanjaka, d tokony hanao soratra ko zany zah ra @zao statu ako zao ?

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 02 novembre 2017 - 08:10

Tandremo ihany resaka ttsy alefa @ dossier sao misy vérification ka raha fosika dia vao maika grave be, banni tanteraka @ demande de visa.

Ilay resabola dia aleo aloha +3 mois alohan'ny andehanana no arotsaka. Misy olona tena mindrambola 3 mois mialoha mba hanamora ny raharaha. Ny lettre d'engagement de retour koa ataovy mipoapoaka fa aza atao simple kely toy ny fanaon'ny olona fa lasa routine fotsiny ireny sisa.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Teddy soldat
Date: 02 novembre 2017 - 15:30

Ary ny durées de sejours zan firy no mba metimety kokoa d mila manao soratra v @le efa manan-janaka sa aleo porofoina @bulletin de naissance fotsn, mankasitraka indrina namaman.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 02 novembre 2017 - 15:37

Teddy soldat>>>> efa mazava aloha ny tianao hatao any. Fa raha izaho dia tsy ataoko mihoatra ny 3 semaines mba ho crédible. Io lazain'i fetsyve? io no antony.

Ny hitako ao @ TLS dia zao:
- marié: livret de famille, nefa ianao tsy manambady ara-dalàna, tsy mbola nisoratra donc tsy misy io livret de famille io.
- célibataire (cas-nao officiel): acte de naissance nao + ceux des enfants s'il y a lieu. Izany hoe mila acte de naissance an'ilay zaza, surtout ka misoratra mazava ao fa ianao no rainy.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Teddy Soldat
Date: 02 novembre 2017 - 15:43

zah miheritreritra ny hanao soratra fa noho ny fisin'io no mbola tsy nanaovana azy, fa ho atoko ihany zany mba hanamorana anle dossiers.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: ex-mpianatra
Date: 02 novembre 2017 - 16:54

Mpianatra teny ankatso aho t@ zany. Nikasa hianatra tany France hanao 2nd cycle universitaire satria efa lasan'ny mpianatry lyfr sy ny ecole homologuée ny quota n'ny mpianatra manao 1er cycle.
Azo ny inscription, efa reservé ny cité U hipetrahako manao colloc @ olona anglophone izay. VIsa sisa no nandrasana. Refusé noho ny antony hoe études misy ao Madagasikara hono, kanefa misy namako hafa nitovy cursus tamiko lasa nanohy tany.

Nionona aho ary nanohy nianatra tao @ INSCAE ary nahavita fianarana tsara tao. Nahita asa taorianan'ny fianarana. NIkofoka tsara nanana poste mba tsara ihany na dia tsy ambony tsy ambany aza. Nahita fika hifindrana monina taty Canada dia izay indray vao namerina nanao visa france pour transit 3 semaines tao france. Tsy nisy olana intsony izay resaka visa sns fa nilamina. Izao rehefa hanao vacances any Europe dia "mibanaka" ara-bakiteny ny fidirana, tsy toy ny taloha.

Ny tiako hahatongavana dia izao : rehefa avy any @ firenena mahantra ianao dia omby mahia tsy lelafin'ny namany fa rehefa avy any @ firenena matanjaka ianao dia andrianina be. za aloha tofoka @ ilay principe saingy izay no zava-misy.

Courage isika fa raha miezaka mafy dia tongava aty Canada fa malalaka ny tany. Mbola manana projet hampiditra 330000 immigrants ny fanjakana kanadiana @ 2018 ary hiakatra hatrany io iza io raha mbola ity fanjakana ity no hitondra eo

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Teddy soldat
Date: 05 novembre 2017 - 15:34

Otran maliana ana le any Canada, afaka mba mahazo andinindiny ve azafady d misaotra mialoha sahady, zah alo bachélier atreto d manana permis B. Misaotra mialoha.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: hortensia
Date: 05 novembre 2017 - 17:25

Teddy soldat // jereo @ net fa matetika mandeha en France be ry zareo avy canada. @ salon ireny izy tonga ary homano sahady 2500 euros izay budget minimum exigé.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Teddy soldat
Date: 06 novembre 2017 - 15:22

Mankasitraka @famaliana ny antso, sod mba misy afaka manome lien àle demarche ho any canada any ho any na ko hoe soso-kevitra mety sady mahomby @demande visa France ?

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 07 novembre 2017 - 08:20

Teddy soldat>>>> jereo fa misy sujet io. Fa zany ange ka tsy zvt moramora fa compliqué sy mandany volabe raha mandeha canada, resahana ka mora. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: ssssss
Date: 07 novembre 2017 - 13:40

zany bacc sy permis fotsiny izany aloha tsy tafa canada e, mila manohy fianarana aloha de miasa kely

ireo olona nifindra monina any canada ireo anie presque efa niasa sy nanangombola 10 ans teto MAda daholo e ( raha tsy hoe zanaka mpanakarena be angaha)

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Teddy soldat
Date: 07 novembre 2017 - 14:18

Tena ho sarotra @conditionko le ho any Canada, fa mba mila toro-hevitra hahafahako mampiakatra ny chanceko hahazoako visa touristique France. Mankasitra mandrakariva antsika rehetra.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Raj28
Date: 07 novembre 2017 - 21:05

Misy efa refusé visa suisse ve reto.nareo mba valio re mieritreritra ny angataka visa suisse za fa mataoatra ny ho refusé za mère célibataire fa miasa am na PME somary tsara tsara karama ihan efa nangataka visa frantsa fa tsy nomeny zareo in droa dia fay mba mila toro hevitra reto ah mankasitraka

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Kantou
Date: 07 novembre 2017 - 23:39

Ka raha vao haingana ianao no refusé France dia tena mety sûr fa hahazo refus koa ao suisse satria efa misy ny atao hoe système d'information Schengen izay hahitan'ny états Schengen rehetra ny information momba ny olona màka visa ao aminy, suisse sy France samy états Schengen daholo. Raha efa ela ianao no nangataka visa tany France ka nisy fiovana taty aoriana ny fiananao ohatra hoe niova asa ka tsaratsara kokoa ny karama dia mety hahazo ihany ianao ka diniho tsara aloha vao mangataka

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 08 novembre 2017 - 08:45

Raj28>> Afaka mamerina manao demande foana fa diniho aloha ny antony naha-réfusé ilay demande taloha. Asa na efa nahazo ilay motif ireny ianao t@ nanao demande taloha dia analyser-o tsara. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: visare
Date: 08 novembre 2017 - 09:31

Dia tsy aiko na chance na aona fa t@ vadiko nanao visa voloany ho any france dé refusé naazo anlé motif oe tsy bien établi ny oe tena hiverina eto tanindrazana tkou izy refa tapitra ny séjour-ny. Vo refusé iny dé ny afakampitso in'iny iany izy d nverina nangataka rdv ndray d nametraka dossier d accepté soa-aman-tsara 2 jours après. Fa ny dossier tena niverenenana natao tsara, lé lettre d'engagement de retour nverenana ni-rédigéna mintsy. Ny relevé ny compte 3 dermiers mois natao nazava tsara dé naazo visa iany

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 08 novembre 2017 - 11:47

visare>>>> tena marina, efa noteneniko teto hoe aza atao routine ilay lettre d'engagement au retour fa ataovy bien rédigée mba hisy assurance ho an'ny consulat hoe tena hiverina ianao, eto daholo ny attache nao familiale sy professionnelle..... mila asiana wawawa crébible e. Dia ny vola koa satria io foana ange no pb ndry zareo e.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Rantou
Date: 08 novembre 2017 - 22:51

Wintv> fa inona anefa no tianao lazaina amin ilay hoe routine e, samy manana ny phrase ampiasainy ny olona fa rehefa mi s'engager fotsiny hoe hiverina eto an tanindrazana alohan ny fahataperan'ny visa dia efa zay no izy.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 09 novembre 2017 - 13:49

Rantou>>>> mety diso ilay mot ampiasaina fa ny tiako lazaina dia matetika ny olona manao demande de visa dia maka modely etsy sy eroa momba io lettre d'engagement au retour io. Na izaho aza naka teto @ internet taloha. Fa nisy niteny teto @ forum ary hitako nety hoe mba ovaina ny zvt lazaina ao anatiny fa tsy formule 1+1=2 foana.

Ohatra nataoko vao haingana: nasiana hoe ny attaches familiale et professionnelle ko dia eto Madagascar ary tsy maintsy mody aho rehefa lany ny visa-ko satria important be @ fiainako ireo. Zvt hotran'izany no tiako resahana. Mba demontrer-na zany hoe eto anie ny fiainako manontolo fa tsy mi-intéresser ahy zany mijanona any andafy zany e.

Matetika mantsy isika mijery ilay ttsy ho toy ny obligation de dossier fotsiny fa tsy miraharaha loatra zay ao anatiny. Nefa @ fijeriko mety ilay fomba fanoratra aza mety misy rmq ataondry zareo.

Ertreritra ny ahy iny aloha e.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Raj28
Date: 09 novembre 2017 - 15:42

Merci beaucoup ho anareo mamaly tena tsisy dikany mitsy ny refus nataony zareo oe tsy établi oun ny motif de retour nefa za tao anaty lettre d'engagement de retour nilaza oe membre fondateur amna ong iray international sady directeur adj ny entreprise izay any reniko ihany ny entreprise papier reglo complet vola tany am.banque ambony lavitra ny oe ilaina am sejour fa eeee refuser ihan nataoko atram marcher en cours ny entreprise tao anaty lettre d'engagement tena very hevitra ha

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: NATIONALITE!E!
Date: 09 novembre 2017 - 16:25

WinTV ,so de mba afaka manoro momba ny demande nationalité ianao azafady,olona avy nanao armée française te hangataka nationalité ,efa nandefa dossier complet fa niverina fa diso hono ilay adiresy ,doa tsy hita intsony izay adiresy handefasana azy.Mba mangataka fanazavana raha mba manana hevitra ianao.

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg