Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 10 novembre 2017 - 08:03

NATIONALITE!E!>>>>> tsy haintsika zany, isika anie voyageur tsotra e. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Teddy soldat
Date: 13 novembre 2017 - 15:31

Zah otran mahita hevitra hanaraka artiste hanao concert any France, mba misy afaka manoro hevitra ana v d iza no efa nanao an'izany tato. Misaotra indrindra @famaliana ny antso

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 13 novembre 2017 - 16:16

Teddy soldat>>> izaho aloha tsy artiste fa raha ny dossier ilaina raha artiste ka hanao spectacle any andafy dia comliqué noho ny visite familiale na privée. Mila contrat sns... tena aleoko ihany zao raha izaho no eo @ toeranao. Mba vakio ihany ny dossier ilaina ao @ TLS ahitanao azy.

Options: Répondre
Iza no efa nanao demande visa hanaraka artiste hanao concert any France ?
Par: Teddy soldat
Date: 13 novembre 2017 - 16:47

Mba mila toro-hevitra ho an'izay efa nanao otran'io ato zah. Misaotra indrindra tompoko !!!

Options: Répondre
Ny zanaky ny namako 10 taona tiany hanao vacances aty ka ny tonton sy tantine ny no hanafatra azy .Mety ahazo visa ve
Par: Ampiore
Date: 02 décembre 2017 - 10:53

Manahoana nareo.

Izao ilay cas.
Zaza 10 taona hafarana hanao vacances aty Frantsa .Tsy ilay bandy akamako (ny dadany)anefa no hanafatra azy fa ny rahalahin'i lery sy ny vadin io rangaha io.Ny dadany manko nandeha dia tsy nody tsony satria ny maman io zaza io nanambady nandritra ny lery nitsakaraka taty,izany hoe nisaraka reo na tsy mbola vita divirsa aza .

Marihina fa mitovy anarana ilay bandy akamako sy ilay tonton hanafatra.

Inona no hevitra mba azahoan io zaza io visa na dia 1 volana monja aza fa malahelo lery.

Misaotra zay hamaly

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: gararaka
Date: 02 décembre 2017 - 16:37

Ampiore > ka @ kopian'le ankizy izao misy ny anaran'ny rainy, tsy maintsy mandeha ny recherche dia hitan'ny ao @ ambasady hoe any france ny rainy : possible ho réfusé avy hatrany le demande satria gaga ny ao hoe fa maninona no tsy ny dadany no manafatra ?

raha tany mada ny RAD an'le ankizy tonga de mety

ny sosokevitro dia izao raha en situation regulière le dadany, dia aleo atao ny divorce any mada

rehefa feno 1 an et demi ny nipetrahan'ny dadany any ka stable tsara izy dia ampidirina @ izay ny regroupement familiale, ary ny zanany ihany no ao anaty dossier amin'izay satria izy efa divorcé

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: pepere
Date: 07 décembre 2017 - 14:03

Salama daholo,
izaho koa dia anisan'ny nahazo an'io réfus n°9 votre volonté de quitter le territoire ....n'est pas établie io.
Tokony tamin'ny 4 décembre teo za no nandeha kinanjo refusé.
Za dia miasa ary ny ny dossier ko rehetra complet daholo, certificat de travail, attestation de travail ny compte en banque sns. 3 mois ny séjours nangatahiko ary ny cousine-ko no andray ahy, Voaloha za no mba hivoaka la Frantsa.
Marihiko fa ny anay espéce fa ts virement d za ihany no manao virement, dia cousine ko no nandefa vola frais aller-retour ko zany hoe nisy sommes be tao, zany hoe complet ny herbergement rehetra.
Te hamerina aho nefa matahotra ihany koa ny mbola ho réfusé dia very vola @ ilay droit fotsiny.
Torohy hevitra
Mankasitraka eh

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 08 décembre 2017 - 07:16

pepere>>>> ny fahitako azy ity resaka séjour de 3 mois ity no pb, mahazo congé 3 mois ve ianao? Sa inona no motif nataonao. Io no hitako mahatonga ilay motif de refus, tsy dia logique, asa anefa.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: pepere
Date: 08 décembre 2017 - 09:50

WinTV>>>> Misaotra namaly, ny motif ko visite familial, ie nahazo io congé 3 mois io za satria efa ela niasa dia tsy dia naka congé koa.
Dia raha hamerina ve za dia ahena ny séjour dia mbola mety? satria ny attestation d'hebergement ko @ fin février vao tapitra. Nazavain zareo tao fa photocopie no ampiasaina fa tsy afaka mamerina maka attestation ny any France raha tsy lany daty ny teo aloha.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: rantou
Date: 12 décembre 2017 - 14:47

pepere >>mety ny vola amin compte nao no tsy tena mandresy lahatra ny consulat, mety mihoatra ny angatahany fa mety somary limites ihany ny montant ao anatiny

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: rantou
Date: 12 décembre 2017 - 14:54

pepere>> ny situation de famille anao koa tena jereny, raha manambady ianao nefa ijanona 3 mois any dia hafahafa be, satria dia ela lotra ny fotoana handaozanao ny vady aman janakao;

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: WinTV
Date: 12 décembre 2017 - 15:26

rantou>>>> +1

Misy paramètres maromaro e. Tena sarotra aloha no maminany e.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: 2017
Date: 12 décembre 2017 - 18:05

Par: Teddy soldat
Date: 05 novembre 2017 - 15:34

Otran maliana ana le any Canada, afaka mba mahazo andinindiny ve azafady d misaotra mialoha sahady, zah alo bachélier atreto d manana permis B. Misaotra mialoha.


-------------------------------------------------------------------



Mila fikirizana be ny mandeha Canada. Marina ny voalazan"i WinTV ; Sady mila B vola. Raha tsy hoe ho an'ny boursiers angaha !

fa ny mahagaga ahy kosa ohatran'ny mora ny firesaky ny sasany ao @ ""Immigration Canada"" atsy ambadika !!!...... mora resahina.

Options: Répondre
Re: resaka visa
Par: Tafita
Date: 14 février 2018 - 17:11

Saika mba anotany wé aona wé mora veh de mahazo VISA allemange na dé tsy mahay langue allemand aza, satri mis famille afaka anome hébérgement mants..
merci de votre comprehension

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: amen be
Date: 15 février 2018 - 07:55

Tafita > fa hanao inona any aloha ? visa inona le angatahana ? raha visa touristique mantsy na visite famille dia tsy takiana ny fahaizana teny allemand

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Maholy
Date: 21 février 2018 - 13:24

Ny Recours Tompoko afaka atao tsara,fa mila matanjaka le olona nanome hebergement anao e:sady tena mi garantir mafy ny hiverernanao aty Dago;ny zanako manko defa nanao dia nahazo,fa vao refusé de nanao recours aigana ny apitso!Nadefa tany Nantes le hebergeant,dia izy taty nadefa tao am ambassade iany koa!Io koa anie na hi cland any aza ianao,tsisy zavatra afaka ataony e!fa ianao fotsiny no sahirana iasa en noir fona madrapa e!Betsaka ny olona hitako,fa nahazo paps iany izy taty aoriana ka!Mazotoa e!

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: Teratera
Date: 25 février 2018 - 19:30

Ampiore. Ovay mintsy ny anaranle zaza. Esory tao aloha ny anarany dadany le itovizandreo (nom de famille). Manao vacance no mety de aza atao ela le séjour. De ny tohiny efa iaraha mahalala. Afaka maka ny anarany iany izy mitondra ny anarany dadany refa hanamboatra ny fijanonany any.
Vita zany any dago. Mandana any ambanivohitra. Ovay ny copie ny passeport sns... ovay ny momba azy e. De manamboara copie amin iny. Fa mila manome autorisation parental amy le anarany vaovao kou le reniny satria mbola tsy ampy taona le zaza.

Options: Répondre
Re: Iza no efa nahazo visa refusé? Dia ahoana no nataonareo?
Par: sash
Date: 25 février 2018 - 21:32

Teratera > Na hiova anarana aza io ankizy io, ka mbola ny reniny ihany no declarena ho reniny dia tsy maintsy hita ao amin'ny ambasady ihany hoe ny vadin'ito ramatoa ito (ilay reniny io) nandeha any france ary mbola any amin'izao fotoana izao

Aza tsinontsiniavina mihitsy ny base de donnéesn'ny union européenne. Vao une fois ianao mametraka demande de visa, ka manana famille, dia efa any daholo izay ny anaran'ny vady amanjanakao.


Ny hany chance raha hangalatra ihany, dia ovaina koa ny anaran'ny reniny, atao mère celibataire miova anarana izany. Tsy maintsy asiana lien de parenté amin'ilay rahalahany any france hanafatra anefa ilay reniny, mety atao hoe, zanaky ny rahavavin'ilay vadin'ny rahalahany any france izany io ankizy io (raha vao ankizy hanao vacances ka tsisy lien de parenté @ olondehibe handray azy any france, dia kely ny chance ahazahoany visa). Rehefa hi-regulariser an'ilay ankizy io ny rainy rehefa majeur io dia reconnaissence hoe zanany io no ataony, zanany t@ mère celibataire izany. Eo imason'ny frantsay izany dia 2 ny zanany, ny zanany t@ vadiny taloha divorcé, dia ny zanany natsangany t@ io mère celibataire io, nefa en réalité zaza iray, sy vady iray smiling smiley somary compliqué fa théoriquement possible

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg