Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
gasy ao Londres
Par: dylan2303
Date: 02 mars 2016 - 08:04

Bjr
Misy gasy ve ato mipetraka ao Londres ?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 12 mars 2016 - 23:01

Iee fa ahoana ?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: GASIVAO
Date: 14 mars 2016 - 13:19

mba manao ahoana kay izany mipetraka any londre izany,mahafinaritra ve?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: INTERESSE
Date: 14 mars 2016 - 15:28

Dia misy miteny Frantsay ve any sa Anglais daholo?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 16 mars 2016 - 22:28

misy miteny gasy koa aty ka!izaho eto porofo !be Frantsay eto London

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: dylan2303
Date: 22 avril 2016 - 22:20

Londoner> Mitady gasy mba afaka mitondra mpivahiny mijery tanana fa fotoana fohy kely ny andalovana

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 24 avril 2016 - 17:57

Rahoviana ?izaho telo herinandro amin'ny volana aogositra iny no afaka manampy

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: dylan2303
Date: 26 avril 2016 - 22:36

Debut juillet soa re de mba mahita ankizy mety afaka ??

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 27 avril 2016 - 09:05

ny ankizy miparitaka rehefa été , tsy maintsy gasy ve ? Fa hanampy hanao guide ve ? jereo ny site routard .com ohatra , forum dia hanampy betsaka anao! sa hoe tena hitaritarika etsy sy eroa ? sarotra be izany fa ny congé aty kafiry be , asa nefa mety hahita ihany ianao ! aiza ianao no hivantana, tena eto London mihitsy ve ?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: dylan2303
Date: 27 avril 2016 - 09:57

ie, arrivée st pancras. fa zay tsy mahay tsara teny anglisy, tsy mahita lalana. Fa afaka misedebrouiller fona e, mety oe hanaraka lay bus touriste reny ohatra sns ... fa ra sendra oe mba nahita gasy afaka nitondratondra de mba afaka mba miprofite tsara.na vaza miteny frantsay. fantako oe sarotra fa mba nanandrana teto soa de mba nahita : mpianatra na olondehibe efa rentraité na ianao hihihi smiling smiley misaotra foana namaly é

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 02 mai 2016 - 00:24

dylan2303> Tsy misy gasy hanampy anao izany eo raha tsy hoe angaha ka hanome vola ianao izay vao mety hisy hanampy. Asa aloha e andramo ihany raha mba efa niova ny gasy ao Londres fa raha ny fahitako azy ho sarotra ihany izany fiangavianao izany.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: ssssshhh
Date: 02 mai 2016 - 12:11

dylan2303 >>> tsy azoko anie hoe inona moa no ilana gasy amin'izany e

mi-réserver activité @ internent fotsiny ianao fa bedabe ao, ohatra hoe get your guide, misy guide francophone @ reny, de vita ko

hitondra anao hitsangatsangana ao londres ve no hanelingelenanao olona, ko raha tsy olona tsisy atao izy ko handany andro amin'izany

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 02 mai 2016 - 15:19

zA afaka nanampy fa saingy ny fotoana hahafahako manampy azy tsy mifanindry amin'ny fotoana handehanany aty! tsy voatery resaka vola izany fa mba mahafinaritra anie ilay mifanampy e , raha tena tsy mahita ianao dia afaka manome tuyaux aho amin'ny toerana afaka aleha andro vitsivitsy fa goavana London ry Dylan a!

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 02 mai 2016 - 15:22

mahalala gasy eto Londres angaha i 123 no dia tena mahay vava be ? ary ny gasy any amin'ny faritra misya anao tena milay be ve ? mba lazao eto ilay ville misay anao fa hamangy any izahay tonguetongue

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 02 mai 2016 - 19:15

Londoner> Tsy mahazaka ny fahamarinana angaha i Londoner sa mody fanina??? Mba ilazao ary hoe efa nisy gasy ve tany Londres nanampy gasy hitsangatsangana izany hoe gasy tsy mbola fantatra nefa ho ampiana mba ilazao hoe iza no nanao an'izany tany Londres @ireo gasy ao Londres ao ireo. Ny valiny NON avy hatrany.Tsy mbola naheno aloha izao h@izay an.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 02 mai 2016 - 21:02

Za manokana aloha izay aho vao nahita sujet olona nangataka fanampiana avy aminay Malagasy aty London Izay aho vao naheno malagasy nangataka fanampiana !valiny positif avy amiko, dommage tsy nifanindry ny fotoana fa izay andro iray na roa ve tsy ho foy, mmy ery anie izany mifankahita aty lavitra amiko! aza mitsaratsra olona fahatany!izany ihany no mahavoa antsika gasy! samy manana ny asany sy ny handaniany ny fotoanany ny tsirairay fa tsy hoe gasy iray avy eto no nifanena taminao dia fantatrao daholo ny toetran'ny gasy eto! mba lazao eto ny faritra misy anao aloha e!toa manao taiimbava gratos fotsiny!mendrika aminao sy ny toetranao raha tsy hisy hanampy anao! inona no tokony hivakiako loha amin'izay olona manao hors sujet et d'un , ary tsy faka namana !pff faatingasy ianao io

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 3days
Date: 02 mai 2016 - 22:19

Weekend lavalava reny zao zahay mivady mikasa mba ho any. Mba lazalazao inona no tena tsara tsidihina mandritry ny 3andro eo. Mbola tsy haiko na handray vol lowcost avy aty fr na hande eurotunnel

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 03 mai 2016 - 14:53

afaka manao programme-nareo amin'izay tsy very fotoana ary mahita jerena kokoa aty satria goavana London , ohatra ny andro voalohany mandeha National Galery na métro (Charing Cross) dia mijery colonne Nelson
avy eo afaka mijery musée iray na roa tsy lavitra eo sady gratos ;
manarak'izany madha mijery Buckingham Palace (metro Gree Park) dia eo amin'ny face 'n'ny palais ankavanana eo ny Saint James Park (aza adino ny nitondra cacahuettes ho an'ny écureuils )
tsy lavitra eo koa ny Westminster Abbey ,vita iray andro ireo
ny andro faharoa ohatra miserana magazay Harrods indrindra raha périodes soldes ...
tsy adino ny mandeha Pub dia misotro amin'ny santé an'i Londoner vazivazy izany!
Tour de Londres , Tower Bridge , dia avy eo Tate modern ..
TSARA NY London bridge amin'ilay glace de verre ,
-ny mpiray tampo amiko rehefa mandalo aty tia mandeha ilay bus mena iny, afaka midina sy miakatra tontolo andro sady tsy lafo! mandeha Soho,Picadilly circus!
Picadilly tsara aleha surtout hariva mirehitra jiro amin'ny ambiance ... aza adino ny mijery météo .... welcome in London! smiling smiley
smiling smiley

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 3days
Date: 04 mai 2016 - 15:27

Misoatra ry londoner, raisiko note reo au moins tsy mila miketrika tsony, sa aona?
ra azoko tsara dia tsy évident mitondra fiara pour 3j ra eurotunnel no atao. Ra magazay ve tsy hitovy aty fr iany ny prix na soldes na tsia, sa hitanao oe mora kokoa any ra efa nanao soldes taty fr enao, na izany aza mafinaritra fona mitsidika gde galerie reny

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Doda,
Date: 04 mai 2016 - 16:36

3days

Aza mandeha fiara izany :
-lafo be ny parking raha sendra mahita toerana
- ilay mitondra fiara priorité à gauche raha izay vao manandrana sarotsarotra ihany
- ireo toerana voalazan’i londonner rehetra ireo tongan’ny metro sy ny bus menamena daholo
.
.ny musée de londres koa tena tsara , sady gratos satria public, raha tia kolotsaina taloha.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 04 mai 2016 - 23:16

Londoner> Mahafinaritra ny mahita ny gasy ao Londres mba efa niova fa tsy tahaka ny taloha intsony sure i am happy guys to see your change Continue it!!!Don't worry i know lots of people in London not only One Gasy as you said above. Mitohy foana ny fiainana dia mahafinaritra ny mahita ny fiovana goavana avy @ny tsirairay.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 05 mai 2016 - 12:32

raha tia baolina dia azonareo koa ny mijery stade de Wembley ohatra!
eto ihany raha misy fanontaniana aoko hanampiana

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Dylan2303
Date: 06 mai 2016 - 12:26

Misaotra Londoner amireo plan reo fa reo no ande ho arahiko.. Lay bus mena koa bonne idée.. Afaka miresaka mp ve mba afaka anontaniako precisions kely fotsiny ?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 06 mai 2016 - 13:56

apetraho eto fa inona no olana e?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 3days
Date: 06 mai 2016 - 14:22

Match rugby tournoi desVnations reny no tiny lé vadiko hojerena any ko, rsy mety mijery eto fr mitsy izy nefa fan rugby. Refa mitontona date misy rugby milay reny ngamba vo makany ra izany.
doda, merci fa mba hevitra fotsiny ny ah iny

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 06 mai 2016 - 20:59

mitovy amin'ny dadanay izany hihihi asiany amin'ilay hoe "na hitrosàko aza io match io tsy maintsy hitako "! hors sujet be aho fa tongava fa be zavatra azo jerena aty !

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Regarega
Date: 16 mai 2016 - 22:49

Tsy dia mahasosotra ny mihaino ny taimbavanao ry 123 fa ataovy any @ toerankafa dia azo tsara a.

Londoner> Tsara ny firasankinan'ny Malagasy eto London.Hamarino amin'izay mpianatra tonga teto izany ry 123 a.

Mifanampy amin'izay azo ifanampiana rehetra satria vitsy ny Malagasy eto.

Volana Jolay sy Aogositra vacance ny mpianatra koa ho lasa ny ankamaroan'ny olona.
Afaka manoro hevitra anao eto raha tianao ry
Dylan2303 a.coucou

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 18 mai 2016 - 23:36

Regarega> Tsy nisy nanao taimbava kosa aloha teo e fa zavanisy no resahina ary tsy nanana eritreritra ny hanaratsy an'iza2 akory izao fa ny fahitako ny fihetsiky ny gasy ao Londres no ilazako an'ireo comment eo ambony ireo.
Mety mivantambatana no filazako azy no tsy ahazakany sasany azy saingy tsy nisy lainga akory ireo voalazako ireo fa zavanisy angamba kosa mety efa mba nisy fiovana ny communaute Malagasy ao Londres ary irariako mba ho toy izany ny zavamisy @izao.

Matetika koa ange ka : la verite qui blesse pour tout le monde.
Verite tsy natao handratra an'iza2 akory fa mba filazana sy fanitsiana fontsiny iny.
Misaotra an'i Londoner nampiseho izay fiovana izay izay inoako fa ho toy izay koa ny rehetra.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: arakaraka
Date: 19 mai 2016 - 10:25

123: aza atao ao anaty sobika iray ny olona rehetra fa matoa ianao niavonavonan'ny gasy "rehetra" araka ny voalazanao tany londre dia mieritrereta fa ianao izany no mampitsoaka fa tsy ny gasy no miavonavona!

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 19 mai 2016 - 22:25

arakaraka> Fa ianao ve aloha any Londres sa mba manao speculation fontsiny eto. Nefa tsy mahalala na inona2 akory.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 19 mai 2016 - 23:19

ilay dokaafanaa aloha dia tsy dia ilaiko loatra e! ilay esaka hoe miavona ny gasy eto dia toy ny any amin'ny tany misy ny tsirairay io na any Dago na aizan'aiza eto an-tany,misy ny miavona, misy ny tsy te hifandray, zo-ny koa izany, tsy voatery hifampiarahaba daholo na hifnome service ny rehetra, samy manaan ny toe-tsainy sy ny expétiences niainany io ,misy ny nanampy , nanampy ohatra dia leo ny farany satria rehfa mila vonjy izy na anatra dia tsy misy manampy azy!olombelona ihany koa ny tena! ary tsy hoe nahita olon niavona iray teto ianao dia hoe tsy alehany ny eto, izaho tsoriko nipetraka ela tao Frantsa taloha , nipetraka tamina appartement nisy chambres efatra aho, izaho irery tamin'izany, nandray ankizy tsy fantatro isa intsony , ankizy vao toga dia mbola tsy nahazo chambre U ohatra,na ankizy tonga nanao cueillettes rehefa été dia mbola tsy nahazo toerana amin'ny camping, tsy naka vola aho na 1FF aza tamin'izany, nila nanao formation tsy lavitra tao Paris aho pour 2 mois dia nanao annonce nitady hébèrgement tsy gratuit fa vava izany azoko izany, tsy niteny aho hoe ratsy ny gsin'i Paris satria aman'arivony izy ao !sarotra ilay mitsaratsara ! toy izany koa ny heo miavona eto Londres e , gasy firy no nifandrao taminao ohatra ; ny congé aty fohy, rare ianao hahita olona hitaritarika elabe ohatra na hoe hampiantrano fa samy gasy isika e, io koa misy olona asainao ohatra dia mijery ny fiainanao no ataony dia avy eo mifosa etsy sy eroa! na isika any an-tanindrazana koa aza ve aloa tonga dia hoe avia ampiako, avia miantrano aty aminay,izay ilay izy! mampalhelo aloha isika Malagasy amin'ny toetsaina e, tsy dia tia mifanampy, betsaka no tia mitsikera, rehefa tsy tiana ilay sujet dia ovaina ny pejy fa tsy aseho ilay fahaizana manintsana! hampandroso inona izany ? Samia mieritreritra fa tsy izao sujet rehetra izao mifara amin'ny taiimbva sy fifanambaniana foana , indrisy !

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 20 mai 2016 - 23:53

Londoner > Vakio tsara ny zavatra soratako hoe misaotra an'i Londoner mampiseho an'izay fiovana izay. Satria ianao irery @ireo gasy ao Londres no mba tena namaly tsara an'ilay tompony sujet tsy misy resaka fandokafana eo akory fa fanehoan-kevitra fontsiny.

Faharoa, averiko foana fa tsy nanana eritreritra ny hifamaly vely2 @iza na @iza eto izao akory fa kosa manana raison izao nilaza an'io resaka eo ambony io. Mety mbola gasy vao tonga ao Londres i Londoner ka tsy mahalala tsara ny ankamaroany gasy ao. Za akory tsy miteny hoe miavona avokoa ny gasy ao fa en general no ilazako an'izany. Misy mahafinaritra ao saingy tsy dia mpanao moov loatra.

Raha nanokatra ny sujet ny tompony sujet t@ 2mars efa 2mois aty aoriana tsy misy afatsy ianao irery izao no namaly tsara azy teto nefa firy ny gasy ao Uk raha tsy diso eo @ny 200 et quelques eo nareo ny ao ny ao Londres eo ho eo @ny 70 eo ho eo efa betsaka koa no lasa fa en general io betsaka ny fantatro manao moov eto ary malaza be eto aza ny sasany @ireo nefa nahoana no tsy namaly.

Ny tiako ambara tsy sanatria manaratsy olona izao fa raha nisy izay dia ialako tsiny fa ny zavamisy efa hitako no lazaiko. Mbola vao vaovao ao Londres ianao fa hahita ianao rehefa ela ny ela dia ho tsaroanao izao hoe marina tokoa ny voalazany ilay ramatoa tao @ny moov. Mankahery indrindra.
Mbola mamerina ny fialatsiny be dia be raha nisy solafaka @ny zavatra noresahiko teto saingy za mino fa misy hotsakotsakohiny sasany ireo voalaza rehetra ireo.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 21 mai 2016 - 00:56

Fa angaha raha mamaky eto ny malagasy eto London izy dia voatery hamaly anao ? voasoratra aiza izany ? taiza no nahitanao fa 200 izahay eto ?hihihi !iza no nilaza taminao fa vaovao eto Londres aloha aho e, sao ary ianao ity voyante ni- raté ny vocation-nao! ohatry ny adala mirediredy! ianao izany efa tena manana expériences be dia be dia manambany ireo gasy vao tonga ? efa ela aho no teto ka , ela tao Frantsa, ela tany amin'ny be kintana ... tsy izay ilay lohahevitra fa fifanmpiana ho an'izay te handalo eto!manjary mivoana be ilay izy ! amiko rehefa mangataka service dia manao tsara fanahy fa tsy sady mangataka no manome tehamaina moa ny filaza azy ? izay fa tongava soa izay te ho avy e

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Héline chalezeule
Date: 21 mai 2016 - 20:59

lafo ve ny bus sy métro ao ry Londoner ? Misaotra!handeha train mantsy izahay efa mianaka dia any mitsikaraka amin'ny resaka fitanterana sa aleo manofa fiara ? MISAOTRA

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: arakaraka
Date: 23 mai 2016 - 11:32

123: tsy azoko ange ianao, milaza ianao fa mahalala tsara ny toetran'ny gasy ao Londres. fa efa tany Londres ve ianao? raha eny, ka maninona no manakivy olona fotsiny ohatran'izao atoanao izao fa tsy mizara informations mba hanampy ny hafa na ny kely aza? jereo daholo ny poste nalefanao fa tsy mba misy mamaly ny fanontanian'ny tompona sujet akory fa manao ny gasy rehetra ao londres ao anaty sobika iray. sao dia mba ianao no mpanao an'izany hoe tsy manampy gratuitement na iza na iza. ny poste anao rehetra dia: c'est pas pour répondre mais juste pour poster quelque chose de pas très gentille!
raha mbola tsy tany Londres akory (ohatranà) ianao, maninona no manao affirmation gratuite fotsiny amin'ny olona tsy mbola hitanao sy tany tsy mbola nodiavinao? c'est juste méchante!
c'est la verité qui blesse hoy ianao: quelle verité? raha efa tany ianao, ianao aloha zao no hita fa MBA tany nefa mamihina ny info tokony ahasoa ny gasy hoanao samirery fa sady tsy mizara no mbola manatsatso sy manakivy ny hafa. mila mieritreritra!

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 26 mai 2016 - 00:43

arakaraka> Tsy noeritreretiko hihitatra lavitra be iny commentaire nataoko iny fa juste nilaza ny zavamisy hitako fontsiny izao. Tsy ny olona rehetra anefa no ratsy fa en general no noresahiko kinanjo lasa nitatra ilay resaka. Ny fahafantarako ny gasy ao Londres no nilazako an'ilay commentaire misy mahafinaritra betsaka ao an saingy kosa hitako hoe raha vao resaka fifanampiana dia mihisatra be. Izao koa anefa firy volana aza ity commentaire ity de iza fa tsy olona iray ihany no mba tena nanampy teto. Ka tsy marina ary ve izany no nolazaiko. Nefa mahalala gasy maro2 any izao manao moov eto foana ary malaza eto h@ny pseudo ny aza nefa nahoana no tsy mamaly. izay ny antony nilazako an'ilay commentaire.

Afaka mety mizara infos ihany izao nefa mety tsy uptodate intsony anefa na izany aza raha misy kely2 azo anampiana izao tsy manda.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 26 mai 2016 - 01:02

Héline chalezeule > Efa nahazo commentaire ihany izao de aleo ampiako izay azoko hanampiana anao na de tsy londoner aza izao.

1.50 pounds ny Bus ho an'ny zone rehetra ary 4.50pounds ny one journey (afaka mandeha bus n'aiza n'aiza ianao mandritra ny iray andro), 21.20pounds kosa ny ticket bus par semaine,
Nefa raha mandeha train ianao dia araka2 ny zone alehanao ny frais ny train misy zone 9 any Londres sy arakaraka ny fotoana handehananao ihany koa. Matetika eo @ny train station misy liste ny frais araka2 ny zone sinon afaka manontany ny staff eo train station koa satria efa electronique daolo no ampiasaina izao fa tsy misy mpiasa miasa ividianana ticket intsony.

Ny manofa voiture hevitra tsara koa saingy lafo2 noho ny mividy ticket satria na train aza misy prix pour une journey raha tsy diso 11.50pounds ny une journee train ny zone 1,2 et 3 nefa raha hanofa voiture ianao tsy latsaky ny 50pounds ny iray andro ny prix mora indrindra. Nefa moa raha olona maro2 nareo de aleo manofa voiture. Afaka mijery google hoe car hire in London.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: arakaraka
Date: 27 mai 2016 - 14:06

123: misaotra anao nizara.
am manaraka eritrereto tsara vao mandefa post manjary vakian'ny olona fotsiny ilay toetsaina. manakiana ny hafa ho miavonavona sy tsy manampy raha tsy omena vola nefa miandry itambaran'ny olona aty amin'ny forum vao mba mahalala mizara mba ahasoa ny namana.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 28 mai 2016 - 01:31

arakaraka> Fa angaha rehefa hoe itambaran'ny olona dia midika fa manana ny marina ianareo??? faharoa, inona no mahadiso ahy raha milaza ny marina eto @ny forum ??? fa ianareo no tsy mahazaka ny marina ka manadio tena sy manenjika ahy eto nefa averiko foana raha tsy miavonavona ianareo tsy tokony olona iray ihany no hamaly eto @ny forum hanome information nefa efa oviana no nisokatra ity sujet ity.
Ianareo izao no vakiana fontsiny satria dia olona iray ihany no mba namaly h@izay efa ho 3mois nisiany ity sujet ity. Ary za angaha mimpetraka ao Londres ka enjehinao hanome information vakio tsara ny sujet fa ny olona ao londres no angatahiny tompony sujet information fa tsy gasy ivelany UK akory.
Mba mimpetraka ao Londres ihany nareo nefa ny fisainana mbola gasy foana jereo ny vazaha rehefa lazainy ny marina dia mba mi reconnaitre nefa tsy misy ady na hampombo fa rehefa tsy mety dia ovaina ilay toetra avonavona fa tsy vao maika miziriziry hoe izahay tsy miavona nefa efa hita izao fa olona iray ihany no mba namaly eto dia mbola forcer foana hoe tsy miavona izahay.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: kiii
Date: 28 mai 2016 - 14:01

Afdio amin'izay ny vava ry mpiady an-tsena a, raha manana avaly momban'ny sujet dia mamalia raha tsy izay ferme -là

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Dylan2303
Date: 05 juin 2016 - 12:39

Bjr daolo ndray, o rey olona fanampianana tsotsotra no antonile sujet fa toa lasa reglement de compte oupss...
mba anontany kely oe otrinona moa ny sakafo en moyenne ??
Efa tapaka ny hevitra fa haka bus touristique fa iny toa solution mety ndrindra. Misaotra zay afaka mamaly dia aleo tsy asina polemique re fa samy manana ny fiainany sy ny toetrany e

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: PASCAL LI
Date: 06 juin 2016 - 11:21

Inona koa ary ity touriste mahihitra ity ?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 07 juin 2016 - 00:39

Miala tsiny amin'ny tompony sujet satria za manokana tsy nanana eritreritra anao polemique ilay resaka mihitsy saingy misy tsy mahazaka ny fahamarinana moa dia lasa nitatra le resaka. Miala tsiny indrindra aminao.

Afaka hazavainao ve le hoe sakafo en moyenne mahandro ve ianareo rehefa tonga any sa hiditra hotel sa hividy2 eny @ny supermarche fontsiny?
Satria any Londres dia tanana cosmopolite hitanao any avokoa ny foko rehetra erantany ary dia hitanao any avokoa ny karazana sakafo erantany na sinoa, indianina, grika, portugal, vietnam, brazilianina, europeanina,... samy manana ny vidiny ireo restaurant ireo saingy ny any sinoa izao misy an'ilay hoe eat as much as you like izany hoe afaka mihinana izany laninao ianao ao eo ho eo @ny 11.50pounds par personne, misy koa anefa restaurant ahitanana specialite ny pays rehetra ao anatiny de mitovy2 an'izay daolo ny vidiny, misy koa ny sakafo takeway iny angamba no hitako antonony ny vidiny saingy matetika fish and ship na pizza na chicken izay no delivrer ny zareo ary samy manana ny vidiny koa saingy ny portion manomboka eo @ny 2.50pounds eo . Raha hividy2 eny @ny supermarche indray de raha handeha atao hoe sandwich misy ao anatiny ny tsotra indrindra 1.60pounds ka h@ny 2.60pounds eo.
Dia io koa araka2 ny toerana ivantananareo fa raha himpetraka centre ville nareo dia lafo2 izay ny sakafo @ny restaurant noho ny sakafo somary lavidavitra ny centre ville. Na izany aza misy karazana restaurant be dia be any afaka misafidy izay zakany volanareo ianareo.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Blockbuster
Date: 07 juin 2016 - 11:08

Tsy manao safo be mantsina fa mampalahelo ilay malagasy eto amin'ny serasera, na aiza na aiza alehanao eto dia fifamaliana foana, hita mihitsy fa ilay toe-tsaina ory hava-manana no manjaka, miseho ho mahay sy mahita daholo ka tsy mahatanty fifandirana, ...

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Regarega
Date: 07 juin 2016 - 19:11

123>Ny mampalahelo ry 123 dia efa hita fa mivoana sy diso tanteraka ianao mitsara ny olona miresaka sy mamaly eto.90% mandiso anao nefa mbola mitsara tena ho manana ny marina ianao.MAMPALAHELO IANAO ary ny ttoa anao izao indrindra no fositra tsy mampandroso antsika Malagasy

Londoner> Mahafinaritra ny fiaraha miasa ry Londoner a,tsara fa tohizo fa endrika iray azo hiderana ny malagasy ny fifanampiana

Dylan>Marina fa ngeza be i London fa kosa raha efa nandehandeha ianao dia info ihany no jerena dia afaka mandeha ianao.
OYSTER CARD vidina dia atao DAY TRAVELCARD na WEEK TRAVELCARD.Afaka handehananao eran'i London io(underground,train,bus,tram...)
betsaka ny azo jerena ary vetivety ary dia lany ny fotoana...BIG BEN..LONDON EYE..TOWER BRIDGE..WILSON TOWER..TRAFALGAR SQUARE..CHINA TOWN..MADAME TUSSAUDS..KENSINGTON fontainen Diana BUCKINGHAM PALACE..OXFORD STREET..PORTOBELLO MARKET..CAMNDEN MARKET....Be dia be tsy ho voatanisa eto.
Ireo toerana tsirairay ireo samy mandany fotoana ary mety tsy ho arakareo daholo aza.

Misy MAP eran'ny arret bus na train na underground manamarika ireo toerana ireo ka tsy ho sarotra aminareo no mitady an'ireo.

Ny sakafo misy daholo amin'ireo toerana rehetra ireo.na karazan'ny vary mitsangana (Camden town..china town...na restau kely Kensingtown..Oxford St..na restau lafo be dia be fa dia anao ny safidy)

MAHAZAHOA FAHAFINARETANA E.clapbravo

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Londoner
Date: 07 juin 2016 - 21:32

blink

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 07 juin 2016 - 22:36

Regarega> Firy taona ianao no tany Londres??? ary firy ny gasy fantatrao ao??? ary mahafantatra tsara ny zava nitranga h@izay tao Londres tao @ny communaute gasy tao ve ianao sa manadio tena fontsiny??? Ny logique fontsiny eto dia ampy hanomezana porofo mazava ny zavatra lazaiko tsy misy idirany faharantsiantsaina izany fa ny realite de realite foana.

Efa niezaka nangina ao mba ho fanajako ny tompony sujet sy tsy anaovana polemique toy izao intsony nefa ianareo ihany no mandrehitra afo eto satria tsy mahazaka ny fahamarinana dia manamarintena eto foana dia eto indray de lazaina fa izao no ratsy saina izao izay miezaka milaza ny marina indray no ratsy saina asa aloha fa Andriamanitra mahita sy mahalala ny any ampo ny tsirairay. Normale koa anie izany NO ONE DOESN'T WANT TO BE TOLD izay no mahatonga ny fanadiovantena eto.

Rehefa manampy dia manampy fontsiny fa tsy manao resaka aller retour na be vava efa nazava ny donne hoe manampy ny tompony sujet @izay nefa mbola mamerina resaka tahaka ny antitra ihany ianao.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Dylan2303
Date: 07 juin 2016 - 23:02

na dia somary nivoana aza lay resantsika sasany teto dia azoko doly ihany zay torohevitra sy infos tena mba notadiaviko.
Taperiko eto ty sujet ty fa dia mamerina fisaorana zay nanome conseil rehetra.
Mazotoa daolo!

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: arakaraka
Date: 08 juin 2016 - 08:47

123: hay ve nisy an'izay info mahasoa ny hafa zany tany aminao hatrizay e? dia lazainao fa ny "gasy ao Londre" tsy manampy maimaimpoana nefa hitabe zao fa ianao no manana info nefa tsy te hanampy maimaimpoana fa manatsatso, manaratsy sy manenjika fotsiny aloha. rehefa voafelaka vao sady manampotsaka info no manamaritena. dia miandry ohatrinona indray izao ianao vao hanome info amboniny satria sur a fa mbola misy expérience hafa any aminao mahasoa ny hafa fa tsy zaraina maimaimpoana koa fa somary mampifila kely aloha? sao mba misy expérience négative any azo zarainao amin'ny hafa sa miandry koa hoe aleo aloha mba ho voa any koa vao izestiavako hoe za koa efa teo? tssssss lamentable mitsy le toetsaina!
mirary bon voyage dylan a, miala tsiny aminao ny amin'ny fandehan'ny sujet fa na izany aza ohatran'ny nahazo info tsara kosa ianao nohon'ilay fifamaliana an!
dia mba zarao eto ny vécue hampanofinofy sy hanampy ny hafa e.

Options: Répondre
Handalo Londre, Birmingham
Par: Faly2
Date: 10 février 2017 - 17:47

Salama daholo, handalo kely Londre 2 andro dia Birmingham 2 vola sao mba misy malagasy afaka hifandraisana. Azafady indrindra oh!
Misaotra
Faly

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg