Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: gasy ao Londres
Par: Mary
Date: 11 février 2017 - 06:00

Namaky hatrany amboalohany aho.

Tena "POUR" tanteraka amin'ny resak'i 123 rehetra rah izaho manokana !!!!!!


Manampy, mihaona ora iray, mety ho vita, azo atao..... Fa aiza no hisy fotoana amin'ity resaka eto ity, hoe hitondra olona hitsangantsangana ?

Raha mbola mipetraka Madagascar angah hoe ! Et encore !


Manomètre rariny tanteraka ny voalazan'i 123 raha izaho manokana.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Farandole
Date: 22 février 2017 - 19:42

Ahoana indray zany gasy mitady hotantanina izany ?

Néfa têto hatrizay nanalika ny gasin'andafy ?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 25 février 2017 - 20:13

Mary> Sendra nanokatra an'ity sujet ity indray izao de nahita fa mbola nitohy ilay sujet dia misaotra Mary ny comprendre ny zavatra nolazaiko a. Enga anie mba hi comprendre toy izany daolo koa ireo rehetra eo ambony eo ireo.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Mary
Date: 27 février 2017 - 16:34

Ny gasy zatra mitakosona.

Sady mitakosona tsy vonona hiezaka hiavo-tena matetika, (matetika hoe aho an) fa


Mitakosona HO PROFITEURS.

Samy mahatsikaritra an io ny olona dia tsy tai-hanakaiky, dia izay no mitarika hoe "tsy mba mifanavotra ny gasy".

Ka mandreraka be io toetra io.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: ZA ZANY
Date: 01 mars 2017 - 09:08

Mampiomehy ahy ianareo malagasy any ivela'ny madagasikara,
Zatra tantanana ahoana ny malagasy e! Ny mahamalagasy anao ao foana fa tsy ho vazaha na oviana akory , ny mahamalagasy dia fihavanana no zavadehibe , indrindra izany hoe any an-tany lavitra,tsy nisy nitondra havana any fa ny olona any no lasa havana sy namana rehefa mandeha lavitra na mila ravinahatra , ka ity olona ity mitady malagasy namana hanoro azy ny ao amin'ny fotoana hivahinianany ao, dia diso ve izy amin'izany ? Mety aminao ny fiangaviany manampy ianao , tsy mety , tsy mamaly ianao dia izay ,
Matoa ny olon iray mitsara hoe profiteur ny gasy dia io toetrany io "profiteur "io no heveriny fa toetran'ny hafa ,
Izy no tena mampalahelo fa tsy ny hafa
Raha izaho izao no profitena dia ny zavtra tsapako dia manana aho izany matoa izy miprofite ahy , tsy olana izany , izaho aza tsy taitra afaka manome azy izay ilainy na heveriko aza hoe voambaka aho,

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Gasy ivelanyy
Date: 02 mars 2017 - 23:22

ZA ZANY,

Marina loatra ny lazain'i Marie io.

ieh, manana ny toetra mahagasy azy ny gasy. Fa ajanony any toetra gasy ohatran'izany fa tsy mandeha ivelany. Ny vatana gasy entina, na ny akanjo angaha....

ianao io indrindra no tena ho voalohany tsy hanaiky io resakao io raha mivoaka. Tongava haingana ahitanay azy.

Tongava eh , tongavasoa, fa miandry anao re zahay eh....banane Hiraniza moa izay hita zay ???

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Gasy ivelanyy
Date: 02 mars 2017 - 23:31

ZA ZANY,

ho anao zao, ilay Marie aza mbola manaiky ora iray hono hanoro !!! Tsara fanahy B izy.

Izaho manaiky 5mn kosa e, raha lalako miasa. Fa ny week-end indray kosa aho tsy eo matetika ka tsy afaka mampanantena.

Bye bye ary aloha e.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Mitondra any daholo
Date: 04 mars 2017 - 07:11

Efa henoko ihany ilay hoe "Samy mandeha samy mitady" fa izao mahita santionany ny tenanay.
Ary nefa mirohotra mankany daholo ny olona any Afrika.
Ny eto Madà koa ve mba be mandeha mankany amin'izao fotoana izao ry reto ?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: A a a a a !
Date: 04 mars 2017 - 15:08

Ka ilaozana ho aiza ity fiadanana be amin'izao trano main' ny adala izao ?

Ny gasy tsy mila andafy fa eto ihany. Tsy afaka koa no marina e. Izay mahay mikarataka mba misy lasa ihany hono.
Dia ialonana na indray rehefa avy eo.

Hihi hihi !

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Myri
Date: 09 mars 2017 - 18:20

Par: arakaraka
Date: 08 juin 2016 - 08:47

123: hay ve nisy an'izay info mahasoa ny hafa zany tany aminao hatrizay e? dia lazainao fa ny "gasy ao Londre" tsy manampy maimaimpoana nefa hitabe zao fa ianao no manana info nefa tsy te hanampy maimaimpoana fa manatsatso, manaratsy sy manenjika fotsiny aloha. rehefa voafelaka vao sady manampotsaka info no manamaritena. dia miandry ohatrinona indray.............
mirary bon voyage dylan a, miala tsiny aminao ny amin'ny fandehan'ny sujet fa na izany aza ohatran'ny nahazo info tsara kosa ianao nohon'ilay fifamaliana an!
dia mba zarao eto ny vécue hampanofinofy sy hanampy ny hafa e.

----------------------------------------------------------------------------------


Zaaaaaannnnyyyyyyyy ! Tsy nipongatra akory ze Dylan, azony tsara tsara izay niala iny, dia iny izy no tsita !
Izay ilay gasy ! Tsy mendrika ny ho ampiana izany ouà ny gasy fa Sady egoïstes no impolis no betsaka !

Nilaza fa debut juillet 2016 no tokony nandeha tany, HAHAHA TSY NIVERINA TETO ! Nefa be ery nareo nitsetra, nanampy, nisolelaka aza......

Mbà gasy tsss ! Sa rah tsy izany tsy gasy ?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Myri
Date: 09 mars 2017 - 18:27

Marina loatra eto, Sady tena voaporofo : FA AZONY TETO IZAY NILAINY DIA TSY HITA INTSONY IZY.....

Marina loatra eto ilay lazain'i "Mary" etsy ambony hoe Mpitakosona sy PROFITEURS fotsiny ny gasy !!!!!!!!!!!!!!

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: bodo nirri
Date: 12 mars 2017 - 20:10

izao kosa ve no hiandry azy hampazoto azy hamaly intsony! mahay vava ny gasy ka!raha io no nampandroso tany efa voalohany Mada !
resaka London indray dia izao raha te handeha manodidina dia mandray ilay bus rouge be iny, feno be dia be ny compagnie de transport erak'i London , midna dia miakatra mandritran'ny 24 na 48 heures ;na mandeha La city ohatra dia tsy lavitra Westminster ,mandeha kely Big Ben , London eye ,tsy dia mifanalavitra anie ireo e; avy eo miakatra tohatra avy eo amin'ny parc Saint-James dia tonga direct quartier Picadilly .... Rehefa tsy mahita lalana dia manontany

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Faly2
Date: 14 mars 2017 - 17:26

Za zao ry bodo nirri efa nahita lalana na tsisy nanoro aza, efa aty birmingham ndray dia miverina kely London dia mody !

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: mikarokaroka
Date: 14 mars 2017 - 17:33

Afaka mba mikarokaroka amin'ny herin'ny tena koa anie. Io hitako tsy dia ampy loatra amintsika malagasy. Andeha ho atsy aho, misy olona afaka anao guide ho ahy ve? Fa maninona raha astuces kely fotsiny oe, inona kay ny itinéraire milay drindra? Aiza ny kaly mba moramora nefa tsara? Inona no "immanquable" tokony mba tena hitako? Sns ohatran'ny olona rehetra mivoyage. Aza dia miandry toloram-potsiny re isika e. Fantatro fa misy ho tezitra amiko fa tsy maninona. Hevitra iny ny ahy!

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: MARVEL
Date: 25 avril 2017 - 08:14

Eny ary e! avelao any ny resabe fa raha mbola misy afaka manome torohevitra dia isaorana.
Aiza no toerana hividianana ankanjo na kiraro tsy dia lafo loatra manodidina an'i Southwark? na mety oe mandray bus kely aza tsy maninona dia bus firy? Ary inona no anaran'ny supermarché lehibe ireny any, genre Carrefour ireny ohatra, mba handalo kely vetivety any mantsy nefa dia tsy mahalala,.
Dia misaotra sahady izay tsara sitrapo mamaly o
Farany ilay Oyster Card izany ve sady afaka handehanana métro no bus koa? Misaotra.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 28 avril 2017 - 20:15

MARVEL> Raha ny fijeriko manokana angamba surrey quays shopping center na elephant and castle no manakaiky io lazainao io samy mora2 avokoa ireo shopping center ireo na koa lewisham shopping center no tena mora be noho ireo raha mahavita mandeha lavidavitra ianao.. Raha ohatra ka manana internet ianao de afaka miditra google de tapeo ny addresse misy anao de avy eo miditra map de misy hoe directions de tapeo ny direction de eo no ijerevanao hoe inona no bus na train ahatongavanao @ireo toerana ireo.
Oui, afaka handehanana rehetra ny oyster card 5pounds ny vidiny eo @ny station.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: ravonjison
Date: 29 avril 2017 - 10:12

Manahoana a,

mba nanaraka ady hevitra ihany koa izahay na dia tsy nandray anjara aza satria tsy any Londres, fa aty amin´ny firenenea Eoropeana hafa : donc mahafantatra tsara ny toetrin´ny gasy sasany ( tsindriako tsara : sasany ).
Miombok´hevitra amin´ny 123 ny tenanay mikasika ny voalazany teo ...tsy misy ampiana , tsy misy anesorana.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: fetsyve?
Date: 29 avril 2017 - 14:35

Soa ihany aho izany fa tsy mba niditra teto nanontany! Nandeha tany États-Unis mantsy izahay mivady , dia saika hanontany hoe: "Misy Gasy ve any New York sy Washington?...."Saika nahazo vava be kay!! Namana Amerikana tany no nanontaniana, dia nanoro soa aman-tsara sans commentaires; nandefa documentation, ary nanome suggestion amina circuit mivoaka nijery tanana hafa.
Misy olona tsy mahatsiaro maty antoka raha mizara aminao ny zavatra fantany!
Hafa ihany hoy aho ny Gasy an-dafy ê!!!

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: fijeryHafa
Date: 29 avril 2017 - 16:27

Marvel>>>> firy andro ianareo no mijanona? satria raha 1 semaine dia aleo maka ilay carte 1 semaine, mora kokoa. Dia aza adino ny mamerina azy rehefa vita ny séjour fa misy partie kely averiny.

fetsyve? Andeha NY sy toerana hafa koa izahay amin ny été 2017 ary mikasa hijery ny manodidina. Mba nainka hanontany anao raha mety : nanofa fiara ve ianareo sa nandeha avion sa greyhound nanao ireo circuit. Aiza ny toerana tena hitanao incontournable satria 12j fotsiny izahay no ao NY.

Misaotra dieny mialoha

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: shhhhhh !
Date: 30 avril 2017 - 19:26

.






RESAKA BE FOTSINY ZANY ! OLONA IRAY IHANY IZAO NO MANORATRA AN'IREO !

na ao Comores aza be ny fahasahiranana, sarobidy ny fotoana fa tsy misy hitaingenan-tamboho sahala amin'izany !




.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: MARVEL
Date: 02 mai 2017 - 14:01

Misoatra an'ireo rehetra namaly,5 jours eo ihany zahay no any ka! fa ireny auberge de jeunesse ireny ve tsy misy atahorana, ireny manko zao no moramora fa dia dortoir aloha izany e!sady misy oe mixte,asa raha mba efa nisy nadeha t@ ireny?

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: 123
Date: 03 mai 2017 - 20:57

Marvel> raha ny fijeriko manokana ohatra tsy de tsara loatra aloha ilay auberge de jeunesse raha ny fijeriko azy manokana fa indrindra fa famille nareo, satria ankizy tanora daolo ny ankabiazany ao . Fa maninona raha miditra airbnb fa be dia be trano hahofa short term ao sady mba azo lazaina fa mora ihany sady tsara.

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: Anselme
Date: 22 août 2017 - 12:57

Salama daholo,
Handeha any Londres ny 9 au 22 Sept 2017 izao, malalaka rehefa week end ka sao mba misy afaka mihaona na mitsidika tanana na zavatra hafa e, na inona zay proposenareo mety daholo

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: LeMax
Date: 13 janvier 2018 - 21:51

Mitady contactes gasy eto londres, mbola tsy nahita na dia efa 10 taona aza no nipetraka teto

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: koloiina
Date: 14 janvier 2018 - 12:28

contacts fa tsy contactes ry Londoner a, adinonao angaha ny teny Frantsay ? misy gasy ao amin'ny quartieer Picadilly ao , tsara fanahy be, izy no niondra anay nitsangatsangana tany, merci Pierre raha mandalo eto izy !

Options: Répondre
Re: gasy ao Londres
Par: LeMax
Date: 18 janvier 2018 - 21:22

Miala tsiny @ ilay faute d'ortographe, na izany na tsy izany mbola mitady contact @ gasy mipetraka eto londres. Tena tsara raha aty @ tapany atsinanana

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg