Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Ile maurce
Par: Tex
Date: 02 mars 2017 - 10:00

Bonjour,

azafady,raha ho any Maurice kay, in no zavatra tsara jerena? tokony hatao ary aiz ny hotely mora nefa mba tsara satria misy zazakely 2 taona miaraka @nay.

Mba izarao azfady zay efa tany.


Ankoatra'izay, iza no efa nanao voayage niarak@ lay association trèfle azafady? tsara ihany ve?

mamerina ny fisaorana @ zay rehetra mamaly e.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: WinTV
Date: 02 mars 2017 - 14:45

Iza io association trèfle io?

Ny any aloha dia feno trano azo ipetrahana, misy ratsy be, antonony ary tsara. Dia mazava be koa fa misy ny prix samy hafa, mora, antonony, lafo ary lafobe. Ny anay zao appartement no nipetrahana tany vacances 2016 io, ça va ihany.

Nitety satria kely i Maurice fa izahay tsy nisy fiara dia nt tapany avaratra no tena hita. Mandeha bus fa mandany fotoana aloha e na manofa minibus. Feno ny minibus misambotra anao eny andalana fa aleo mandalo agence atokisana na mahafantatra olona.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: Tex
Date: 02 mars 2017 - 16:30

Misaotra an'i Win TV

d raha manantona agence dia aiz azafady? dia otrinon eo ny prix?
Raha mbola tsy mahafantatra nin nin any dia aiz no tsara aleha azafady?
Merci.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: WinTV
Date: 03 mars 2017 - 10:14

Ny tena marina dia tsy nandalo agence izahay. Nanontany agence maro teto Tanà izahay t@ préparation 'io vacances io fa lafobe daholo, satria tonga dia pack ilay izy: vol + hotel + transfert (+ excusion en option).

Dia ny nanaovako azy tonga dia nijery t@ internet:
- be dia be ny site azo ijerena fa ny anay Booking.com no nanaovako réservation. Izaho tsy mbola nanao vacances tany fa efa tany kosa momba ny asa (misy différence be satria raha resaka asa dia ny ato ampiasana no nikarakara azy rehetra, tonga dia mandeha fotsiny ianao, fa raha vacances dia ianao tenany no mikarakara azy)
- ny tena critères nanaovanay base n'ny choix n'ilay appartement dia ny prix mazava ho azy fa eo koa ny commentaires sy notations nataon'ny olona mpanjifa efa nipetraka tao. Appartement 2 chambres + salon + cuisine équipée + lave linge aza (afaka nanasa) lamba + piscine.
- réservation en ligne zany no nataonay (sécurisée par une carte de crédit). Fa tany vao nanao paiement. Tadidio fa samy hafa daholo ny conditions isaky ny hotely na appartement na dia hoe booking.com ihany aza no anaovanao azy.
- transfert: nanao réservation taxi en ligne koa (tsy nisy fangatahana carte de crédit fa confirmatio par mail fotsiny), minibus no nalefany, izahay 4, ça va tsara. Tsy lafo noho ny taxu tsotra.

Aiza no aleha?

Ny partie Nord na Nord Ouest (Grand Baie) no tena zone touristique. Izahay tany @ ilay hoe Pointes aux Canoniers no nipetraka, tsy lavitra Grand Baie fa lavitra Port Louis. Akaiky plage.

Aleo maka toerana amoron'ny plage publique (na connue). Mijereva internet fa be dia be ny infos azo jerena. Fa raha ho tantaraina eto tena boky iray lol. Fa ny anay dia nitety plages sy nanao activités aquatiques, nijery toerana zay azo jerena, centres commerciaux tsy adino (gasy manao vacs io lol), etc... Ny volanao no limite.

Izahay koa tsy hoe nanana bugdet be fa izay teo no naampisaina. Fa mois de sept izahay no nandeha, taty @ mois de juin dia efa OK daholo ny billet d'avion réservation appartement sns. Raha vao tara mantsy dia miakatra foana ny prix ary be conditions be, sy mety misy risque tsy misy dispo intsony.

Tsy dia afaka manonona anarana société aho na hotely fa fafan'ny moov.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: mba ho any
Date: 21 mars 2017 - 23:19

Inona ny mora any, na resaka electronique na zavatra hafa? raha hoarina amin'ny eto?

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: Efa_tany
Date: 22 mars 2017 - 15:01

Tsisy zavatra oe mora any, surtout ny électronique izany. Nosy ohatrantsika ihany ry zareo e. Mety hoe misy somary milatsaka kely ny prix raha miohatra @ aty fa tsy ohatr'reny hoe mankany Chine na Thaïlande ireny akory.

Izahay ndray tany @ sud no nipetraka (près aéroport), fa nandalo fotsiny no tany @ nord (Grand-Baie), 3 jours.

Betsaka toerana mahafinaritra any ka. Ny Casella zao no tiako indrindra (parc feno an'izao karazam-biby sy vorona tsy fahita rehetra izao).

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: Efa_tany
Date: 22 mars 2017 - 15:04

Tex > fa tsy olana mitsy na tsy manao "voyage organisé" aza. Le mandeha @zao aza no hitako avantageux kokoa, satria enao ihany no manamboatra ny emploi du temps-nao. "Any mahita izy!" ozy tsika gasy zay.
Fa tsara any, surtout raha oe tsy mbola nivoaka an'i Mada dia eo no hitako oe tena intermédiaire, mampivelatra saina, ahitana idée mba oentina mody mampandroso an'ity madagasikara(be)antsika ity.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: WinTV
Date: 23 mars 2017 - 08:54

Efa_tany>>> affirmatif, tsy dia hoe misy zvt mora noho ny aty any. Par contre, nisy solde ihany tany t@ zahay tany (sept). Fa feno entana sinoa koa ohatry ny aty.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: JFK2
Date: 25 mars 2017 - 19:25

Solution nataoko momban'ny transport(@ izay mahatety izay tiana jerena rehetra araky ny rythme izay hitiavana azy),nanofa fiara avec chauffeur fa tsy mandalo agence(plus frais d lafo).Taxi mijanojanona eny na olona tsotra hanontaniana @ manodidina no alaina.Afaka miady varotra tsara @ izay.Atao mazava tsara fotsiny ny pro,ny ora hialana sy ora hiverenana.Avy eo iny foana no alaina rehefa hikisaka:miha mora koa ny prix @zay

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: Efa_tany
Date: 27 mars 2017 - 13:49

JFK2 > marina mitsy zany. Izahay sendra taxi BMW 325i zay, fa sady tsarabe ny fiara no nahafinaritra le mpamily. Dia iny no nalaina matetika isaky ny misy trajet tiana hatao tsy tongan'ny bus (na tsy te-hiova bus imbetsaka @zay tsy lany andro).
Location journée izany no natao.
Misy contact n'izay taxi izay aty raha mila ny tompon'ny sujet.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: VI
Date: 28 mars 2017 - 11:16

eo am ohatrinona eo ny location une journée azafady ?,

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: WinTV
Date: 28 mars 2017 - 14:36

ireo manao location zany misy formelle na avy @ agence fa misy koa pirate hoatry ny aty ihany e

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: mba ho any
Date: 29 mars 2017 - 06:06

Efa tany<< afaka apetrakao ihany ve ilay téléphone n'ilay taxi? ary afaka omenao koa ve ny location pour une journée?

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: tsy ilaina
Date: 29 mars 2017 - 08:10

mba ho any >>>> amiko aloha tsy de ilaina izany maka numéro taxi dien'ny aty izany satria vao eo @ aéroport anie ianao de mahita fiara azo ofaina bedabe e, de rehefa sur place @ ilay mandehandeha iny koa, feno any ...
sao de hoe reservenao dien'ny aty io taxi io nefa rehefa tonga any ianao déçu satria lafobe par rapport @ le any

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: lemarefo
Date: 29 mars 2017 - 17:42

Any Maurice aloa mahafinaritra ra mbola samy toerana. Anisany toeran mba nankafizoko izy io akotran Japon moa izan smiling smiley

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: mangataka
Date: 28 mai 2017 - 14:57

efa-tany<<<<<mba omeo contact le chauffeur taxi bmw azafad merci

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: WinTV
Date: 29 mai 2017 - 09:30

Misy taxi azo atao réservation en ligne alohan'ny andehanana. Tsy misy paiement en avance fa omena azy fotsiny ny RDV (ora ahatongavana) dia maiandry eo ry zareo. Tsy dia lafo noho ny taxi tonga dia raisina satria mitovitivy ihany. Ny avantage @taxi tonga dia miandry eo: afaka miady varotra ianao, fa en général tsy dia midina be zany ry zareo an.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: meva
Date: 29 mai 2017 - 11:11

WinTV: aleo izany tonga dia eny am aeroport vo manantona taxi sy mifampiresaka zany e?
Dia saika hanontaniako anao koa, taiza ho aiza ny nipetrahanareo azafady?
Inona no mety kokoa, mamonjy centre sa eny am sud teny akaikin'ny aeroport iany?
Dia sao mba afaka apetrakao ety ilay site nireservenao an lay appartement? (tsy aiko raha efa niresaka an'izay ianao tery ambony tery fa azafady raha toa ka mapamerimberina smiling smiley )
Merci d'avance

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: WinTV
Date: 29 mai 2017 - 14:09

meva>>>> mety daholo ny ataonao momba ny taxi. Ny anay aloha dia réservation en ligne, dia tonga teo tokoa izy dia ça va. Fa tsy afaka niady varotra intsony. Izay no avantage @ ilay hoe tonga any vao mijery satria afaka miady kely.

Pointe aux canonniers no anaran'ny tanàna nipetrahanay, tsy lavitra Grand Bay. Misy plage connue mantsy eo akaikiny: Mont Choisy (juste 10 min à pieds raha be indrindra t@ trano nipetrahanay).

Tsy dia tsara ny tanàna akaikin'ny aéroport. Mahebourg zao no eo tanàna eo akaiky eo, fa izaho aloha efa nipetraka tany (sendra nanao escale 1 alina fotsiny tao Maurice) fa tsy lasa ka.

Aleo mandeha Nord-ouest, na Ouest na Sud-ouest. Sady raha any akaikin'ny aéroport zany no miptraka tena lavitra centre ville sy ny attractions rehetra ka.

Site nanaovako réservation: booking point com

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: meva
Date: 29 mai 2017 - 15:54

WinTV: Okie, merci beaucoup amin'ny infos fa tena manampy.

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: fanjatina
Date: 31 août 2017 - 23:54

izaho efa in2 tany Maurice niainga avy aty France
1er séjour 1 semaine en club dans le sud. Luxe be, all inclusive fa manorana foana
2é séjours 3 semaines, nanofa villa dans le sud. Nandeha bus, nanofa voiture fa tena afa-po. Plage, visite, shopping (quatre bornes) tena vita ny garde robes
Mbola te hiverina fa mora iainana be. Eny @ gargotte misakafo sady madio, tsy lafo no betsaka fa mila tia biryani aloha e
Ny mauriciens tena mahafinaritra

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: WinTV
Date: 01 septembre 2017 - 08:15

fanjatiana>>> ary dal puri? efa nanandrana (lazain'i ankizy nay hoe dalle pourrie lol)


(misy manoratra hoe "dholl puri", misy manao hoe "dhal puri" na "dhall puri", tsy haiko intsony inona no tena izy)

Options: Répondre
Re: Ile maurce
Par: fanjatina
Date: 01 septembre 2017 - 20:45

WinTv : oui dal puri sy bonbon piment koa. Izahay gâtés fa manana voisins mauriciens, rehefa manasa ry zareo tena à la carte mihitsy. Ianao indray no menatra

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg