Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
visa long séjour conjoint de français
Par: mieldetana
Date: 17 avril 2017 - 08:02

Miarahaba tompoko,

za nametraka dossier demande de visa hipetraka any @ vadiko efa t@ 21 Mars anefa hatramzao mbola tsy nahazo valiny foana, nisy namako anefa 1 semaine dia nahazo. Mety hafiriana kay ny ela ndrindra no mivaly ny visa? nisy niteny aho hoe mety tonga hatramin'ny 4 mois hono?

Misaotra ho an'izay mamaly

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: bodega
Date: 17 avril 2017 - 19:04

raha long séjours aloha elalela e, sady ny anao hipetraka définitif, mbola manao enquête be ry zareo any ambadika (enga anie ka tsisy fôsika ny dossier nalefanao)

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Tsy azoko
Date: 26 avril 2017 - 18:42

Fa taiza no natao mariage?

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Poussinette00
Date: 01 mai 2017 - 13:24

Bonjour.
Nenle namako zay telo andro dia efa azo,natao mariage teto.
Dia nisy namako hafa nataomariage tany France une semaine diq efa nivaly.

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Tezitra be
Date: 18 mai 2017 - 14:33

Bonjour
Izaho ko mba mitovy amin'i mieldetana, efa tamin'ny 21 mars nefa hatramin'izao tsy misy valiny, fa maheno oe misy mivaly alou be de misy na herintaona aza tsy mivaly, de enao tsy afaka mivoka ny territoire malagasy satria tsy manana passeport na ho etsy île mauritius fotsiny aza. Dossier tsy misy fosika fa ara-dalana, mariage teto mada, fa dia miandry , miandry, ny ahy long séjour fa zahay tsy hipetraka any définitif,

Mampalahelo, maninona ny an'y sasany de maninona ny an'ny tena ela be

Soa fa misy itony site itony iresahana ny zava-misy

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Normbe
Date: 18 mai 2017 - 18:29

Ra nivady nareo ka tsy nanao lay démarches mariage d un français à l étranger dia tsy reconnu aty france ny mariage nareo, dia zay no tsy mahamora ahazonareo visa. Raha nanaraka io nareo dia 3j dia mivoka ny visa pour conjoint français fa raha tsy zay dia tsy mahatoky ny état oe tena izy ve io sa tsia sa mariage blanc...

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Tezitra be
Date: 19 mai 2017 - 12:41

tSy azoko ny tianao tenenina, transcription mariage ve? de refa maka acte de mariage de le any Nantes ? raha zay no tinao tenenina de ara-dalana tsara sa oe inona lay démarches, voasoratra tsara any anaty acte de naissance le vadiko français tsara fa nanambady malagasy izy. sa tsy izay le izy?

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Normbe
Date: 19 mai 2017 - 14:23

Oui raha nanao mariage civil tany dago nareo ka nandalo consulat, zany oe nangataka lay ccam ka refa vita ny mariage dia nanao lay transcription koa ka nahazo livret de famille vazaha nomeny consulat ary lay vadinao dia nody aty fr en attendant ny dossier-nao satria normalement enao no mangataka io transcription io, dia tokony tsy hi traine zany ny dossier nao, otrany nataony maro fa mahagaga zany
Jereo site gouv.fr dia ao manazava ay tsara

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Normeb
Date: 19 mai 2017 - 14:28

Tokony tsy visa long sėjour koa no nagatahina raha ny logique-ny zareo fa visa pour conjoint fotsiny, 1mois ihany io fa refa tonga aty enao no mi régulariser ny situation-nao en tant qu épouse. Rehefa avy eo nareo ze ipetrahanreo na aty na any tsisy pb @ fanjakana fa kosa tsy maintsy vie commune au moins 3ans raha te ahazo titre de séjour afahanao mivezivezy, miasa ....tsy maintsy manana justificatif domicile nareo oe io fa miara mipetraka, tsy maintsy manana compte joint...

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Tezitra be
Date: 19 mai 2017 - 16:33

Misaotra indrindra amin'ny fanoroankevitra, niaraka nipetraka tsy mbola nisara-toerana izahay hatramin'izao, 6 ans de mariage, nivezivezy mamangy havana sy namana any ivelany, fa tamin'ity de nangataka long séjour dossier pour conjoint français no napetraka, de io tsy mivoka io. tena tsy azoko tsony oe aiza ho aiza ny fipetraky ny olona manambady ressortissant français, mitovy amin'ny olona tsotra rehetra ihany raha izao no fahitako azy. misy tsy mety koa ange izany le formulaire zareo raha izany e,,
nous on a tout, justification domicile en france, compte au nom de nous deux en france, mais je comprend plus,

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Normeb
Date: 20 mai 2017 - 11:30

tsy azoko, lazainao fa manana justifiactif domicile aty fr nareo nefa sady lazainao fa mivezivezy mamangy havana aty ihany ko nareo. Aiza zany nareo io miara mipetraka io?

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Tsy azoko
Date: 20 mai 2017 - 16:07

Tezitra be< enao ihany lay tezitra be mi posté oe tsy mahazo visa @ sujet hafa iny. Otrany tsy mazava tokoa aloha lay situation nareo an. Efa 6ans ve vita mariage dia mbola visa mivezivezy eo fona no ataonao, dia araka nynteninao oe inona fotsiny maha vadina ressortissant ka enao aza tsy manaraka ny logique tokony nataonao, mi se présenter any @ pr&#279;fécture misy 'anareo' na misy lay 'vadinao' ny marimarina kokoa raha izy no efa nipetraka tany talohanao
Aiza zany nareo no mipetraka raha ohatra ka manana justificatif nareo oe monina andafy fa otrany misy contradictoire ny zavatra lazainao. Tsy monina any enao matoa maka visa lava ao@ consulat, donc misy fôsika ny dossier-nao. Tsy ny fijanonanao 3mois maxi any no hilazany fanjakana any fa miara monina nareo. Mailo be ny any fa lazainy fa mariage blanc ny anareo, enga anie ka tsy ho zay

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: goaika misy goatra
Date: 20 mai 2017 - 18:56

ry zareo anie izany raha ny fahazahoako azy dia miaramipetraka aty mada e, de mivezivezy eo foana, zany hoe aty mada no résidence principale an'le vadiny fa tsy any france

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Tsy azoko
Date: 20 mai 2017 - 21:52

ka ra aty dago mipetraka inona no idirany justificatif domicile any fr, mila tokony hazava tsara ny dossier-ny raha izany

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Tezitra be
Date: 21 mai 2017 - 08:53

olona iray ihany no mahazo resaka eto,
fa zao ny fisainaba malagasy efa zatra manao ny tsy mety dia mibaribary eny ihany. raha miaraka monina amin'ny olona tsy mitovy firenena aminao ianao de tsy ho izany ny fisainanareo fa madio sy mahitsy.
kanefa ny malagasy efa zatra manao ratsy de refa tandrify amin'ny fisainana toy izao dia manenjika olona hoe dossier faux e! tsy mazava e!
tazomy ho anareo any ny fisainana ratsi-nareo fa amiko de ara-dalana sy marina ary mahitsy ny déclaration nataoko. mahagaga fotsiny hoe maninona no ela be

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: goaika misy goatra
Date: 21 mai 2017 - 11:19

Tezitra be > ny fanehoanao hevitra eto mihitsy no tsy mazava amin'ny olona, satria incomplet sy tsy ampy précision

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Tsy azoko
Date: 21 mai 2017 - 16:59

Ka ndana ary makany @consulat manala vokona refa tezitra be e,lazao zareo oe ratsy fisainana nareo fa tsisy faux ny dossier-ko fa avohay aingana ny visa-ko.
Ny fisainanao mitsy no tsy mahitsy ka maninona tsy valiana aza no fanontaniana oe aiza nareo no mipetraka raha lazainao fa manana justificatif domicile any fr nareo nefa sady oe mamangy namana sy havana fotsiny koa no aleha any
Tsy voatery hamaly koa fa ndana manazava zany @ nga consul nihahaha

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Top50
Date: 23 mai 2017 - 18:31

Ny tena marina dia tsy fantatry ny tompn'ny sujet akory ny tiany atao .

Mivezivezy ianao France -Mada , court séjour io , koa tampoka teo long séjour ,de lazaina fa manambady .

Raha ireo lazaina ireo dia na hiova im-polo aza ny président frantsay tsy hahazo visa long séjour mihintsy satria tsy mazava , nahoana no tsy demande de regroupement farafaharatsiny no natao fa visa long séjour ??? Raha résidence principale -nareo any Dago dia tsy mi-passe mihintsy izany fangatahana izany , De aza ny eto amin'ny forum no manambany malagasy fa ianao aza tsy mahahalala ny tokony atao !!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Pascaline
Date: 30 mai 2017 - 14:18

Salama daolo tsika ato @ity sujet ity.

Ny ahy indray fanontaniana hafa mikasika CCAM no tiako anontaniana so dia misy mba hafaka mamaly azfdy. Manana projet de mariage ary efa nalefan'lay fiancé-ko daolo par voie diplomatique ny dossier-nay satria izy tsy afaka nohon'ny asany. Efa 1 mois zay no niverina ny accusée de réception nandefasana dossier-nay fa bola tsisy valiny hatramin'zao ra mila auditionner-na na tsia. Efa mba nisy même cas hotrana ve nareo tato azafady zé ba afaka mamaly, ary misy kou ve cas oe tsy nanovana audition? Misaotra zé afaka mamaly azfdy indrindra!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Lila 91
Date: 01 juin 2017 - 16:23

Tezitra b< normalement 2 semaines no mivaoka ny visa long sejour conjoint de francais, ary raha efa 6 ans de mariage zany tokony efa naazo nationalite ianao raha nanao demande fa maninona no mitapifipify @ demande de visa lava eo raha tena mpivady aradalana nanaraka procedure marina

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: mimosa
Date: 01 juin 2017 - 17:28

salama daholo,

ny ahy ndray tsy mbola visa fa mba saika hanontany anareo izay efa nanao hoe hafiriana ny anareo ny transcription de l'acte de mariage sur les registres français no vita?

2 semaines lasa zay no nametraka dossier, Merci o

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Bouboune
Date: 12 juin 2017 - 14:06

Raha resaka visa de conjoint français zany tokony ho tsotra raha toa ka nanaraka procedure tsara ianareo roa. Izany hoe ny procédure dia:
- ny tsy maintsy atao sy anana aloha dia ny certificat de capacité (CCAM) raha tsy zany dia tsy ho-reconiavanj'ny frantsay mihitsy io mariagenareo io raha teto dago no natao.
- Rehefa vita io CCAM io dia mandeha milamina dhl ny zvt rehetra. Ny visa de conjoint (ni an'i Normeb no marina)
Ny demande rehetra ao am consul dia tsy tokony hioatra ny 4mois MAXI. (ny vas et vient an'ny valise diplomatique ihany no mitondra an'io).

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Bouboune
Date: 12 juin 2017 - 14:10

pascaline> tsy azoko ny tinao holazaina; ny fiancé anao ve no nandefa ny dossier fa tsy ny ambassade?

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Pascaline
Date: 12 juin 2017 - 15:17

Bouboune a! ny tiako lazaina dia satria tsy afaka niara nametraka dossier taty @ consulat Tana izahay 2, dia tsy naintsy nalefany par voie diplo niarka ny dossier-nay 2 satria izay no procédure vaovao. Efa t@ fin avril nefa no voarain'ny consulat lay dossier ra @ daten'ny accusé de réception voarainy nefa bola tsisy valina hatr@zao oe hisy audition sa ahona fandehany. Izay no tiako anontaniana ra ba efa nisy nitovy cas amiko azfdy, dia misaotra izay afaka mamaly fa dia stresser @lay izy oe anao ahona izy ity!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Faratina 15
Date: 13 juin 2017 - 09:08

Pascaline/// ny efa hitako aloha nisy différence d'âge be tamin'ilay cas hitako ka tsy nahazo valiny favorable. Fa raha tsy olana ny dossier mila mahandry kely fotsiny, izay maharitra hono anie vadim- bazaha e! Courage

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Pascaline
Date: 13 juin 2017 - 10:37

Faratina 15 : Différence d'âge tsy atahorana fa mitovitovy taona ihany ka. Fa ilay oe efa presque 2 mois nefa bola tsisy vaovao avy @ consulat fona ra hisy audition na tsia satria ilay fiancé-ko no niara nandefa ny dossier anay 2. Misaotra betsaka @fanomezana courage sy ny valin-teny!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: ralava
Date: 13 juin 2017 - 15:54

tokony ho 3 à 4 mois eo ka , ra miotran izay vao tokony hitaitaina

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Pascaline
Date: 13 juin 2017 - 16:23

ralava misaotra anao namaly!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Twist
Date: 13 juin 2017 - 18:30

Pascaline// ilay audition tsy obligatoire. Raha hitanjareo fa milamina ny dossier sady tsy misy ahiahy, dia tsy manao audition akory ry zareo. Anatiny la loi io zavatra lazaiko anao io fa tsy honohono. Mila mahandry kely.

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Pascaline
Date: 14 juin 2017 - 08:36

Twist// ra fijeriko manokana aloha dia tokony tsisy olana satria efa samy nanao aller retour France/Mada izahay 2 fa eo @lay anendrena date no lasa miady saina fa dia aleo manana faharetana zany e! misaotra namaly!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Loulab
Date: 27 août 2017 - 21:28

Salama diabolo
Pascaline >> mitovy cas isika, nenay début juillet nahazo accusé, prévu décembre ny mariage. Miandry audition kou fa kay hono ts obligatoire raha mazava tsara ny dossier. Courage tsika

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: babeth
Date: 29 août 2017 - 12:13

Salama daolo,
Loulab>>>>>Misaotra retsy aaa! Hay tsy obligatoire ndray ny audition raha mazava tsara ny dossier?miova isan'andro zany procedure zany

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Pascaline
Date: 10 octobre 2017 - 13:35

Loulab: Vita soa aman tsara daolo hatr@ mariage, misaotra an'Andriamanitra, procédure transcription mariage dray zay no atao, asa firy mois vo vita minimum!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: ericka1984
Date: 10 octobre 2017 - 15:09

Pascaline> Arahabaina de mahareta atramin'ny farany e!!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Pascaline
Date: 11 octobre 2017 - 10:30

ericka1984/ Misaotra betsaka !

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Myah
Date: 25 octobre 2017 - 14:56

Manahoana daholo.
Azafady mba saika anontany hoe nifindra hono ny toerana ametrahana dossier ny visa conjoint français amizao ? De hoe mandoa vola fa tsy gratuit otran'ny taloha intsony?
Misaotra mialoha.

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Loulab
Date: 28 octobre 2017 - 05:56

Pascaline >>>> félicitations retsy ann!! Ny anay t@ début octobre nivaly ny CCAM sad tong d nomenzareo anlay demande fenoina @transcription. Déc mariage &#128521;&#128521;

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Pascaline
Date: 31 octobre 2017 - 15:58

Loulab/ Merci, sendra agent tsara nareo zany tonga dia Nomeny formulaire @lé transcription!

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: Loulab
Date: 02 novembre 2017 - 07:09

Pascaline // bonjour,ieny aky... Miandry mariage d mi'attaquer ny manaraka e. Mirary soa

Options: Répondre
Re: visa long séjour conjoint de français
Par: sambatra
Date: 07 novembre 2017 - 14:39

Voavakiko doly fa mba tena izy ve ireo resaka ireo

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg