Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
vacance foulpointe 2017
Par: olona sahirana
Date: 19 juin 2017 - 11:05

Miarahaba tompoko,
Saika mba hanontany antsika efa mpandeha vacance foulpoint,
1-Manao ahoana ny toetr'andro any rehefa entre 1 au 15 aout eo?
Tsy izany mantsy fa mba sambany izahay no andeha any, dia manahy mafy sao sanatria avy fona ny orana mandritra ireo fotona ireo na ihany koa sao dia mamirifiry ka tsy ho afaka ny hilalao ranomasina ny ankizy.
2- Raha misy amitsika afaka manoro trano mora ihany koa, afaka andrahoana sakafo .

Olona lehibe 3 dia zaza 3 izahay
Misaotra mialoha antsika rehetra, efa aman-bolana maro matsy no nanangonana vola ho entina amin'ity vacance ity, nefa ilay budget tena bola azo lazaina oe kely iany.

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: radanzatoa
Date: 19 juin 2017 - 13:11

ny tena tsara dia jereo ny météo herinandro avant départ, fa matetika aloha orambe foana any foulponte rehefa mois d'aout e, raha mbola tsy mianatra ny ankizy mois de séptembre de aleo aza miandry septembre vao mandeha, fa ny tena tsara novembre( toussaint) na décembre fin d'année

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: colas
Date: 29 juin 2017 - 11:06

Ratsy andro amin'izany, manerika an. Fa lasa ratsy lalana be indray hono izao any ry zareo? Iva kely ny fiaranay anefa mikasa ny ho any koa amin'ny septambra ka sao hiverin-dalàna hitodidoha tamatave fotsiny fa tsy tonga foulpointe.

Iza no mba mahalala ny état lalana foulpointe?

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: rii
Date: 29 juin 2017 - 11:16

A fuir fa tsy mety tsony ni sécurité hono,

,ndana makany majunga, mbola afaka mamoka portable photo

so za fa efa tany foulpointe 12ans zay mbola tsara si nety
fa manunga aloha itako fa sady tsara

no tsara no tsara ai sainte Marie ko tsara fa
sarotra n fandehanana ani

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: Chr08
Date: 01 juillet 2017 - 10:25

Ny lalana aloha ratsiratsy fa tsy maninona. Ny anay iva ny fiara fa tsy olana. Ny toetrandro dia efa miomana foana fa hisy orana. Misy karazany maro ny hôtel sy sakafo ary azo ampifnarahana@ budget. Fa izao fotsiny, raha ririnina be otrizao, aleo mandeha Mahajanga. Bonnes vacances e

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: gg
Date: 02 août 2017 - 17:29

Fa rhf mois de inona moa zan ny any no tsy d be mpanao vacance e?
Dia mety miheny ve ny prix hotel raha le ts d be mpanao vacance iny no makany sa hoe mitovy ihany?

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: efafetsydaholo
Date: 02 août 2017 - 17:41

expériences vécues, ny mois d'août aloha dia tena tsy fandehanana any raha hoe ny toetr'andro no jerena
saingy efa fetsy daholo koa ny olona tena avant ny rentrée scolaire mintsy vao mankany amni'izay efa maimaina ny andro, anefa efa vahoaka be indray amin'izay
fa ny torohevitr'ilay namana eo ambony no mety hoe miandry ny vacances de toussaint.

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: efafetsydaholo
Date: 02 août 2017 - 17:42

za aloha lay hafanan'i Mahajanga tena tsy zakako, sady raha vao tsy manana fiara enao tsy mahazo fahafampo satria lavitry ny ville ny petite plage

fa raha hoe kelikely ny entimanana aleo foulpointe ihany

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: saison foulpointe
Date: 03 août 2017 - 08:54

Raha te ahita andro tsara tamatave foulpointe na cote est engénéral de manomboka any @ 15 na faramparan'ny septembre jusqu'à fin avril hors période de cyclone.

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: fehiny
Date: 03 août 2017 - 14:31

efafetsydaholo > bedabe trano ampanofaina @ mpanao vacances anie eny @ petite plage e

zany no fanaon'ny olona, de mandeha tongotra fotsiny rehefa hilalao ranomasina

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: route
Date: 25 août 2017 - 10:53

Izany hono dia tapakandro no anaovana an'i tamatave makany foulpointe? voiture légère io

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: vao tany
Date: 04 septembre 2017 - 07:20

Vao tany t@ herinandro : maina ny andro ary hita daolo ny lavaka sy ny lalana ratsy. 01h40 na aller na retour, possible vita 01h30 ! voiture légère no nentina

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: sécurité
Date: 06 septembre 2017 - 15:04

Marina ve izany hoe efa tsy en sécuruté izany any foulpointe?? misy manendaka sa any @ bungalow ry zareo no mangalatra??
D eo @ manodidina ny ohatrinona eo ny hofany hôtel any @ zao Septembre zao, mety mbola ho vahoaka be ko ve?? merci

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: euh
Date: 06 septembre 2017 - 16:31

Insécurité=mety tsy marina aloha
Hofana hotel= de 30000A à 120000A

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: vao tany
Date: 07 septembre 2017 - 07:39

Insécurité = tsy naheno zahay nandritra ny tany. Ny ankamaroan'ny villas privées zay ampanofaina @ vacanciers tsy mifefy, na zara raha mifefy fa tsy mbola naheno za hoe misy manafika na mangalatra. Tsy mbola naheno mpanendaka ihany koa za.

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: sécurité
Date: 07 septembre 2017 - 14:38

misaotra @ valinteny,
vao tany=afaka mba manome anarana hôtel miaraka @ sandany ve enao mba ahafahana miomana dieny aty ny @ budget.

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: vao tany
Date: 07 septembre 2017 - 15:35

Miankina @ isanareo sy ny tadiavinareo io ka ! betsaka any @ zao satria efa betsaka ny mpianatra miditra de tsy de be olona intsony. Raha maro ianareo, dia intéressant ny manofa villa. Raha vitsy² de aleo hotel : Tolongoina no mety amiko satria misy piscine raha tsy te ho any @ plage, na te hilomano vao maraina na @ alina. Plage côté Tolongoina koa madio kokoa sy tsy be olona otran'ny eny @ Manda beach. Bungalow 7 personnes toa 92.000 Ar par nuit izy zay (misy ambony sy ambany). Raha tsy mila piscine de misy villa ampanofaina betsaka any fa ny fantatro de ny an'i Auximad (misy tokotany malalaka ary amorondranomasina : 2 chambres + 1 pièce à vivre + cuisine équipée, mahazaka h@ 12 personnes)

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: soso
Date: 07 septembre 2017 - 15:49

Ny sécurité tsy ohatran'ny taloha intsony, vao maizimaizina dia aleo tsy mandeha an-tongotra amin'ireo lalan-kely fa tena manginginabe.
Izahay saika handeha an-tongotra tany amin'ny resto indray andro fa tena nanginginabe dia niverina naka auto, tsy haiko ny any amin'ny route principale fa ny lalakely mangina!

Izahay tany tamin'ny Juillet fa nisy bungalow nisy nanafika tsy dia lavitry ny plage (tsy tadidiko ilay anarany) ny ampitso teny amin'ny plage no nahenoanay izany.

Tsy izany akory no tsy andehanana vacances fa mila mitandrina tsara.

Izahay tao amin'ny "Le lagon" eo amin'ny 50000ar à 120000ar eo

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: sécurité
Date: 07 septembre 2017 - 16:21

soso: henjana zany fanafihana izany an, en sécutité tsara ve ao @ le Lagon?? misy fefy sy vavahady??
Vao tany: raha mba manana liste hôtel ianao, lehibe 02 + zaza 1.
Merci

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: efatany
Date: 08 septembre 2017 - 10:11

Mpanao tourisme ny tenako,nanao antso avo tamin'ingahy ministra RR tamizany hoe mba amboary ny lalana fa e,e,ny autoroute Tanà-Tamatave zao no dradraina tao amin'ny Télé kanefa tsy réalisable d'ici 30 ans ny fijeriko azy.Isika anie tsy mitady autoroute mandeha Foulpointe e,fa réalisable kosa io.
Milalao vahoaka aloha dia spécialitén'ny mpanao politika gasy,tsy misy fitiava-tanindrazana.

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: beIapin
Date: 08 septembre 2017 - 10:20

matoa rlé nandrasaonina reto tsy natao ny lalana Tamatave- Foulpoint dia :
- nohon'ny fisian'ilay hotel BEu AZURA izay blanchissement d'argent !!!!
>> dia hanome tsiny ny fanjakana v nareo ?????

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: ranontsira
Date: 08 septembre 2017 - 11:15

efatany >>> za indray mankasitraka an'ilay autoroute fa efa betsaka loatra izay faty olona t@ RN2 izay
tsy adapté @ izao intsony le RN2 satria be miolakolana be sady be camions be, tsy mitovy t@ 1980 nanamboarana azy intsony

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: efatany
Date: 08 septembre 2017 - 11:45

zah koa anie mankasitraka autoroute fa zavatra tsy réalisable no resahin'ingahy ministra e,faharoa,ny permis malagasy dia tsy mahazaka autoroute fa faty olona angamba,By-Pass kely etsy aza,...samy nahita an!

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: soso
Date: 08 septembre 2017 - 12:04

Sécurité >>> mifefy ao amin'i "Lagon" fa tsy misy vavahady, misy plage eo aloha fa tsy dia madio, ny plage publique dia 5mn à pied eo ho eo fa rehefa marée haute dia misy partie miroboka rano.

Ny Antony nifidiananay io hotel io dia mangina tsara, mankaleo ilay tabataba amoron'ny plage, karaoké sns...
fa Tolongoina angamba no mety aminareo raha mbola kely ilay zaza, io no safidinay faharoa raha toa ka feno i Lagon. tsy mbola tany izahay fa ny avis ohatran'ny tsara ihany.

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: soso
Date: 08 septembre 2017 - 17:31

Sécurité >>> mifefy ao amin'i "Lagon" fa tsy misy vavahady, misy plage eo aloha fa ohatran'ny tsy dia madio, ny plage publique dia 5mn à pied eo ho eo fa rehefa marée haute dia misy partie miroboka rano.

Ny Antony nifidiananay io hotel io dia mangina tsara, mankaleo ilay tabataba amoron'ny plage, karaoké sns...
fa Tolongoina angamba no mety aminareo raha mbola kely ilay zaza, io no safidinay faharoa raha toa ka feno i Lagon. tsy mbola tany izahay fa ny avis ohatran'ny tsara ihany.

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: peste
Date: 14 septembre 2017 - 16:05

misy peste sa tsisy o lol

Options: Répondre
Re: vacance foulpointe 2017
Par: faliarisoa
Date: 04 octobre 2017 - 17:32

ianao izao no atahoranay hitondra peste hankaty ry peste a

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg