Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 28 août 2017 - 19:23

Mba saika hanao vacances kely any Dago ry zareo,eo ampitadiavana VOL aho:
- misy agence miproposer Vol Air Turquie hoe be mpandeha izy io fa misy escale,ka io no ilako toorohevitra aminareo izay efa nandeha tamin'io:
- escale ao ankara sy Maurice,azo iainana ihany ve ilay miandry elabe?
- ny mety mahafinaritra aminazy manko dia miditra atoandro ao Ivato sy France.
Misaotra be.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: boobi
Date: 29 août 2017 - 21:11

Miarahaba enao, tena milay ny vol ary confortable fa ny indro kely ilay escale ao Turquie no mampanahirana kely satria izahay moa tsy mahay miteny anglais fa français fotsiny nefa ry zareo ao @ aéroport tenaa tsy mahay miteny français fa anglais na langue nationale. Fa raha mahay kely anglais ianao tsy misy olana. Tena mafana be ao @ aéroport aminizao ka ataovy ankaiky ny une bouteille d'eau par personne fa 30 degré ny tao 2 semaines lasa izay ary 2 heures no escale nay tao. Ankoatran izay dia tena milamina, ny kaly ao anaty avion tena sakafo vazaha. Bon vol e!

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 29 août 2017 - 21:42

boobi<<<misaotra anao ry se a,io 2h miandry io no mampiasa saina aho,angamba rehefa midina ny mari-pana vao tena handeha.Ny teny anglisy moa efa adino,mot à mot sisa dia atongilana ny sofina e,iza no nanapo fa hisy tany tsy miteny frantsay,ny comptoir renseignement angah tsy misy mitenyfrantsay?
Ary ny escale Maurice toa mijanona anaty avion a?dia adin'ny firy ndray io?
Merci be e!

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Adinoy
Date: 30 août 2017 - 08:25

Vitsy zany tany francophone zany ry vitsika a. Vo miala eto fr enao ka mivezivezy eto europe fotsiny dia anglais daolo miasa, ra tsy oe sendra employé d origine française nga.
Raha resaka afanana hijanona 2h ao airport ve no tsy hi voyager-na, en plus tsy oe hande hanao promenade any turquie, Raha azoko tsara zany aty france enao, ka nga mo zao tsy mafana ihany na aty aza, ô maly zao presque au dessus de 30 daolo ny dépt rehetra dans la jnée
Mba remarque ny ah iny

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandeha
Date: 30 août 2017 - 10:14

Efa nandeha fa une fois pas deux, zahay niala Belgique ka izao no fandehany

vol aller: Bruxelles/Istanbul, changement d'avion jusque Tana, escale à Maurice, bordel be

sakafo tsy dia tsara koa, miavona be ny hotesse satria tsy miteny frantsay

vol retour: même chose, escale Maurice/Istanbul, changement d'avion pour Bruxelles

Frais tsy lafo

voyage tamin'ny 2016 io ka mety efa nihatsara angamba izao

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 30 août 2017 - 13:35

Misotra e,lay agence koa moa mampiditra fotsiny,ka ny ahy raha vao manao izay dia efa mahamahana aho;mety handeha ihany aloha ,ilay côté pratique no hitako mahatsara azy,miditra atoandro Tanà ary miverina koa miditra atoandro.
Ny Air Fr moa tena tsy lasa fa lay horaires...ny Air Mad koa asa raha efa azo antoka,fa mandray ny infos rehetra e,mamerina ny fisaorana.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Odiaie
Date: 30 août 2017 - 17:11

Ny Air Seychelles angah tsy tianareo,miditra atoandro koa io

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: vakansiera
Date: 31 août 2017 - 13:46

resaka frais mora no tena antony handehanan'ny olona Turkish, rehefa mividy billet dia jereo tsara koa ny date ny séjour satria ny vol fotsiny dia efa +/-18h vao tonga Tana, ka raha mbola handeha province dia voatery mampividy billet taxibrousse ny havana any antoerana, dia frais amboniny ny séjour raha tsy lasa ny ampitso, na manao reservation air mad sur internet satria Turquish tsy manao vol intérieur

nisy namanay nandeha Turquish fa tena tsy pratique ho andry zareo fa very fotoana be dia be satria tsy nahita place taxibrousse raha tsy 3jours après pour Majunga, dia tsy afaka nandeha Diégo koa satria tsy nisy moyen na avion aza dia plein, raha handeha Turquish dia mila vacances 1mois minimum, fa raha 15jous eo ho eo dia tsy mahafapo fa perte de temps betsaka

raha mipetraka tana indray dia tena tsara Turkish

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efa hita avy
Date: 02 septembre 2017 - 16:38

efa nandehanako na air mad na air France na air Seychelles na corsair na turkish airlines

ny fanontanian' i vitsika moa dia resaka escale : azo hiainana, efa nandeha turkish indroa za ary tsy dia lava mankaiza ny escale-ny mihoatra ny sasany. Sady aéroport international dia afaka mitsotra matory mandritra ny escale. Ny avantage, tsara ny service sy sakafo, mahazo trousse daholo na éco aza fa tsy plastiquetoa ny air france , miditra atoandro sy miala atoandro ao Tana, frais mora indrindra rehefa mila mandeha tampoka iny.

Air Seychelles koa vao nandehanako vao haingana, miditra atoandro sy miala atoandro saingy tsy dia tena pro ny hôtesses sy stewards. Mora ny frais. Vitsy mpandeha dia afaka mivalapatra matory amin' ny seza telo anao irery. Misy escale saingy aéroport kely dia tsy misy hatoriana.

Tsy mandeha air France intsony aho raha tsy vol hafa ankoatra ny mankany madagasikara. Ny zavatra tsikariko dia tsara be ny service-ny rehefa vol international hafa. Ny mankany madagasikara tena hataony bas de gamme. Avy any usa aho io, vol éco nefa misy menu zarainy, mahazo champagne raha te hisotro en apéro, ny sakafo tsara ary tsy "certifié sans porc" toa ny mankany madagasikara

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: l
Date: 02 septembre 2017 - 23:58

Tena mampalahelo be izany air France tantarainao izany ry efa nahita avy tena raciste tsy tia gasy ny air France raha ny fahitako azy tena tsy vanona

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 03 septembre 2017 - 08:30

efa hita avy<<<<misaotra anao,na 50 euros aza dia kafiriana koa e,marina fa toa samy mora na Air Seychelles na Air Turkish,fa iza no mora kokoa?mitovy ihany ny durée fotoana lany aminizy roa ireo.Io dia olana be ao Dago,izay tsy manankarena ao aloha tsy manana intsony,raha mividy zavatra importés ianao dia tsy maintsy 3 à 4 fois plus chers qu'en Europe,ny FDC menuiserie alu dia mitovy vidy aty Europe na mihoatra aza pour une qualité bas de gamme;tena mampalahelo aloha ilay Dago e;dia hoy ny resaky ny mpiasa ao,zay hono no antonona antsika malagasy.
Efa midina ny hafanana ka mety hividy billet amizay fa mba alefaso ihany ny infos mba hifampizarana e,merci be.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: mimoune
Date: 04 septembre 2017 - 13:02

mora koa anie ilay Ethiopian Airlines sao tsy fantatrareo

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 04 septembre 2017 - 14:30

Efanandeha<<<<avy any Bruxelles ianareo?tsy mora kokoa ve ny mandeha Roissy maka Air Seychelles satria toa lavitra ihany ilay Istanbul?mba omeo infos amin'io hoe raha azo atao?

mimoune<<<mba alefaso koa ny infos momba ny Ethiopiana e,misaotra

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: mimoune
Date: 04 septembre 2017 - 14:50

miala aiza ianareo, eto Frantsa ve ? Jereo Ethiopian Airlines amin'ny site officiel dia fidio ny date handehanana , miovaova ny tarif mantsy fa ilay izy manao esale ao Addis-Abebba !
ilay mandalo Istanbul nandehananay indray mandeha fa niandry adin'ny 9 ; drodroka ihany vao tonga tany an-tanindrazana ; mazotoa daholo

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Mpisera
Date: 04 septembre 2017 - 15:13

Mimoune : Ono oa azafady, efa nijery an'io Ethiopian Arlines io mitsy za fa dia tsy maintsy dollars ve no andoavana azy satria toa Zay fona no proposé ny, € mantsy no mety @ko @le resaka frais bancaire.Merci

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: mimoune
Date: 04 septembre 2017 - 16:35

Ny anay naloa en Euros ka , site officiel ethipian Airlines .com ve no nejerenao ? Tsy azoko azafady, frais bancaire ahoana ?Angaha tsy carte visa ? Miala aiza ianao ?

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandeha
Date: 04 septembre 2017 - 18:04

Vitsika

oui, zahay aty Bruxelles fa tsy Paris ka tena pratique be ilay Turkish aminay, tsy mila mandeha CDG na Orly fa eto antoerana dia miainga, ho anareo any Paris dia tsy haiko ny fandehany

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 04 septembre 2017 - 18:06

mimoune<<<<tena mahavariana ahy izany niandry 9h izany tao Istanbul?,1jour mihitsy anie izany e!!!
Zah aloha miala France fa te hanandrana an'io aho fa kivy be amizany 9h de temps miandry zany an!!!
Lay Ethi Airlines aloha tsy mety amiko satria pas plus de 30j sady toa lafobe,asa?

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandeha
Date: 04 septembre 2017 - 18:28

ny anay ny escale tao Istanbul tsy niandry elabe izany fa le temps nidinana ny avion sy le temps nandehanana mandrapahatonga to amin'ny zone d'embarquement fotsiny dia efa antsasak'adiny no lany satria mifanao atsimo sy avaratra be ny debarquement sy ny embarquement, ary ny aéroport ao istambul ngezabe rahateo ka mila manaraka piste tsara mba tsy ho very sy lany fotoana, mal indiquée tamin'ny zahay nandeha fa asa na efa mba nihatsara izao

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 04 septembre 2017 - 19:08

efanandeha<<<misaotra betsaka amin'ny fampizarana fa tena mahavonjy;tsy Paris zah aloha fa pratique amiko ilay Istanbul satria akaiky aéroport koa aho mandeha any,tonga de taxi vers aéroport;raha mandeha Paris tsy maintsy mandeha TGV,frais TGV lafo noho frais taxi dia mety hanapakevitra andeha Istanbul sady mba expérience koa e!
Azo atao koa ny mandeha Air Fr fa niova be io tatoato ,taloha manao correspondance Paris dia tonga de CDG,fa zao tsy mety ntsony hoy ny agence.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Mpisera
Date: 05 septembre 2017 - 08:18

Mimoune : oui site officiel no nojereko ka,za aty Europe fa vol Tana-Malaisie-Tana no nojereko ,fa angamba arakaraka ilay ville de départ sy destination tokoa angamba e,Ka na izany aza ve dia Tonga de dollar fa tsy mba misy choix?,CB no moyen de paiement ako dia ilay commission Alain'n'y banque no Tiko lazaina si on paie en dollar

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: mimoune
Date: 05 septembre 2017 - 12:00

tokony adin'ny telo tao Istanbul fa nisy simba ny avion dia nijanona adin'ny sivy ! io aza maba adin'ny sivy fa izaho efa bloqué adin'ny 17 tany Saint-Denis , tombony fotsiny namerina 600 euros ry zareo !
Mpisera: ny ahy en Euros no nandoavako ny billets-nay telo mianaka;tsy azoko ilay resaka Dollar hihihi bon vol daholo e

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 05 septembre 2017 - 16:00

mimoune<<<<lay avion hiala Istanbul ve no en panne?ny ahy alou dia vol Seychelles tsy nety niodina ny roue dia niandry tracteur 2h teo Ivato,zay vao lasa,loza mihitsy ity panne ity;ny iraika koa retard plus de 2h tao Seychelles na sandwich iray aza tsy nahazo,ny andro efa 24h ,décalage horaire mamely.Tany Kenya nisy blem ny réacteur nidiran'ny voromanidina dia netohina sakafo zay tianao+boisson,na naka lafo be aza dia comptabilisen'ilay restau tao.
Ka io retard io misy milaza fa afaka manao réclamation dia mety ahazo indemnités hatramin'ny 600 euros.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandeha
Date: 05 septembre 2017 - 17:07

hadinoko fa ny anay ilay escale tao Maurice no tsy nitiavako Turkish intsony,ny vol aller io

tena nandreraka be satria bordelika be ny zavatra nitranga, tsy en panne ny avion akory fa nanao ménage ny mpiasan'ny aéroport tao Maurice, nanadio ny cabine sy ny toilette rehetra tao anaty avion, nefa ny passagers ho any Tana tsy nidina ny avion akory, tsy nisy fanazavana fa dia nijery fotsiny, ohatran'ny hoe avion vide dia diovina alohan'ny embarquement, tena voahelingelina be mihitsy, nanao vava fa tsy handeha Turkish intsony

Mba hafatra ho antsika koa eh, aza mandeha Turkish na mora aza ny billet sao teren'i Erdogan hivavaka silamo isika, isika aty ampita mahafantatra tsara ny zavatra mitranga any Turquie, ka aleo misoroka toy izay mitsabo fa trop tard avy eo

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 06 septembre 2017 - 16:33

efanandeha<<<tereny ahona moa?noho ny frais mora ve?ny Air SEychelles koa anie mora e fa tsy dia pratique amiko,ny Turkish airlines toa mitana ny laharana voalohany aty Europe raha tsy diso aho?

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandehat
Date: 06 septembre 2017 - 19:13

Vitsika

ilay hoe tereny tsy midika hoe anio na rahapitso na hoe rehefa mandeha Turkish dia voatery mivavaka silamo, ny ho avy no jerena, aucune comparaison ny système aty andafy sy ny any Mada, ka eo no olana, 1ère compagnie hozy enao ny Turkish aty andafy, normal satria Turquie pays ngezabe rahateo ary manaraka norme UE tsara, saingy tsy midika hoe afaka manao izay tiany atao izy aty fa manaraka ny système sy ny lois misy aty
ny UE aza tsy manaiky ny hidirany ao anaty europe, dia mitady lalana any ankafa izy, hitany fa Mada misy musulmnas sy mahantra, izy manambola rahateo, ny mpitondra gasy voavidiny, hevitro io fa izay handraisan'ny gasy azy, za tsy misy olana aty andafy fa ny famille no mampalahelo raha tratran'ny tery vay manta ataon'i Erdogan

ny mahasamihafa ny snou sy ny karana sy ny vaza sy vahiny isankarazany manjakazaka any mada dia io resaka religion io, ny musulman ihany no manao forcer ny olona hivavaka mitovy aminy, izay tsy manaraka dia lazainy fa mécréants, tsy hatoro antsika aty andafy izany fa samy mahalala daholo

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 06 septembre 2017 - 21:41

efanandeha<<<kay ve,tena avo lenta,tena tsy noeritreretiko fa ny agence aza no niproposer anah anio.Ho hita eo zany.Merci e!

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: IRIS IRIS
Date: 07 septembre 2017 - 08:41

izaho indray tsy miraharaha izay resaka politika , resaka voyage, tourisme mbola handalina politikan'itsy sy iroa! izay zakan'ny fahefa-mividy sy izay mahafapo ahy no handehanako ! izay tsy tia an'i lafrantsa tsy mandeha air France, izay tsy tia ny politiciens any an-toerana tsy mandeha Air malade, izay tsy tia kringa tsy mandeha air austral, tsy tia maizina tsy mandeha ethipian Airlines...pff handeha tongotra izany hitety tany !

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandeha
Date: 07 septembre 2017 - 14:29

IRIS IRIS
aza generaliser-na ny hevitra, tsy misy miteny hoe tsy tia an'izao sy izao dia aleo mandeha antongotra, fa kosa raha mbola afaka mifidy izay mahasoa ny firenena dia efa fandraisna anjara goavana izany

aza adino fa samy manankavana any madagasikara daholo isika mipetraka aty andafy, ka raha misy korontana sy tranga any dia ry zareo no premières victimes fa tsy isika mipetraka aty amin'ny firenena mandroso sy milamina akory
aty andafy isika afaka miteny izay tiantsika tenenina,afaka manao rébéllion, afaka mitaky ny droit rehetra tiana angtahana, afaka manao manifestation snsns..., ry zareo any Madagsikara dia tsy manana choix fa voatery, ka isika manana an'izany liberté izany no tokony hifidy izay mahasoa mba hanampy ny gasy any Mada izay voagejan'ny fitondrana lava

Tsy Turkish ihany akory no mora billet

Vitsika
ny anay koa dia ny agence no ni-proposer fa tsy fantatray akory izany Turkish airlines izany taloha, vao nahita ny tarif dia tsy nisalasala fa tonga dia nividy satria na poids bagages aza dia ambony be par rapport amin'ny compagnie hafa, taty aoriana vao nahita tsikelikely ny fandehanjavatra rehetra, izay no nilazako hoe isika mipetraka aty andafy dia au courant tsara mikasika ny fitondran'i Erdogan, mandainga izay milaza fa tsy mahafantatra ny momba azy

za izao dia gaga sy talanjona naheno hoe entreprise Turque ilay nipoaka teny Ambohimanmabola, nareo ve au courant? homamiadana i Erdogan ary ny mpitondra gasy manafina ny marina rahateo

tsy misy manakana fa raha azo atao dia aleo mandeha compagnie hafa fa au plus maro isika no mandeha Turkish, plus ho feno silamo madagasikara

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandeha
Date: 07 septembre 2017 - 14:37

suite et fin

ny hevitra sy ny vola samy aùmin'ny azy, tsy misy mifangataka akory, indrindra moa isika gasy aty andafy miseho mahavita tena sy manambola daholo, tsy mila hevitry ny hafa, nefa tsy ho aiza fa ho any Madagasikara daholo ny tanjona, ka tsy aleo ve mba manampy ireo mpiray tanindrazana hialana amin'ny zioga toy izay hanampy trotraka ny efa tsy zaka lava izao?
samia maka ny tandrifiny azy avy fa tsy misy fanerena akory eto, ny ahy ny marina no lazaiko, za tsy hiaraka amin'ny Turkish intsony raha mbola misy compagnie azo hisafidianana ihany, za tsy mpanao politika fa olontsotra misaina fotsiny

bon voyage izay handeha dia bienvenue izay efa any antoerana

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandeha
Date: 07 septembre 2017 - 14:37

suite et fin

ny hevitra sy ny vola samy amin'ny azy, tsy misy mifangataka akory, indrindra moa isika gasy aty andafy miseho mahavita tena sy manambola daholo, tsy mila hevitry ny hafa, nefa tsy ho aiza fa ho any Madagasikara daholo ny tanjona, ka tsy aleo ve mba manampy ireo mpiray tanindrazana hialana amin'ny zioga toy izay hanampy trotraka ny efa tsy zaka lava izao?
samia maka ny tandrifiny azy avy fa tsy misy fanerena akory eto, ny ahy ny marina no lazaiko, za tsy hiaraka amin'ny Turkish intsony raha mbola misy compagnie azo hisafidianana ihany, za tsy mpanao politika fa olontsotra misaina fotsiny

bon voyage izay handeha dia bienvenue izay efa any antoerana

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: soso
Date: 07 septembre 2017 - 15:22

Za vao avy nandeha turkish Airlines, tena pratique raha mipetraka any amin'ny province (tsy nila mandeha Paris sy manofa hotely) miainga atoandro dia tonga Tana atoandro, sady mora rahateo, ny avion koa tsara.
Nisy escale 8h izahay tao Istanboul fa io arakaraky ny toerana iangaina sy ny vol, izahay moa efa zatra tamin'i corsair dia tsy nampaninona anay.

Tena gaga fa sady lehibe no betsaka boutiques, retso, sns... ilay aéroport, tsy nampoiziko ho efa lasa lavitrabe io firenena io , tsy mitsahatra ny avion tonga sy miainga mandraparainan'ny andro.
Tsy hitako izay hoe manelingelina ilay mpanadio avion ao Maurice, sady vetivety ihany.

Io arakaraky ny tsirairay ihany fa izahay aloha faly mba nahita zava-baovao e!

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: gasy gidamaimbo
Date: 07 septembre 2017 - 15:49

za koa aloha tsy miraharaha an'zany politika sns zany fa izay mora amin'ny fotoana andehanako ihany no fidiako

mahagaga fa le gasy miseho ohatran'ireny mba inona reny ery nefa gidamaimbo mitovy amin'ny fireneny ihany, ataon'ny etat islamika inona koa izay fatina madagasikara any pffffffff ohatran'ireny mba firenena matanjaka reny ery ity filaza azy
le mponina avy ao koa moa, indrindra ireto le aty andafy, miseho be hevitra sy intelligent be nefa tsy hita zay apoaka, balarora sy zesta teknika no betsaka

zahay 5 mianaka, indraindray misy différence any amin'ny 315 eur par personne any mihitsy ny tarif entre turkish airlines sy ny compagnies hafa, zahay nisasatra vao nahazo vola ka tsy ho lanilaniana fahatany amin'izay resaka politika etsetsa etsetra zany, zahay rahateo sahirana fa de bonne chance nareo tsy handeha turkish airlines e

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Tiako ny taniko
Date: 07 septembre 2017 - 16:58

Izaho aloha dia tsy handeha @ io Turkish airlines io na io ary no mora indrindra.

Anisan´ny manda ny fahatongavan´ny mpifindra monina aty Mada ny tenako ary tsy misy resaka politika mihintsy fa fitiavako ny tanindrazako tsotra izao fotsiny.

Hoatry ny mpitari-bato vilam-bava aho raha mitsipaka ny fahatongavan´ny Réfugiés eto Mada nefa avy eo manome vahana ny turkish airlines. Ny fisian´io vol io mihintsy no anisan´ny mahamora ny fahatongavan-dry zareo any.

Raha izay resaka 100€ na 200€ dia foiko,mba tsy hanomezana vahana io compagnie io ho any Mada raha izay no mba anjara biriky kely ho an´ny taniko.

@ izay indray tena mampatahotra ny manao escale ao Istanbul, misy olona tonga dia alaina tsotra izao nefa tsy fantatra akory hoe inona ny antony hitazonany azy.

Misy rahavavin´ny namako manan-janaka kely 4 mois fa nentin- dry zareo nogadraina, nampalahelo ilay zazakely tsy nahita ny mamany, ny fianakaviana mitaintaina. nefa ilay olona dia tsy nanao na inona na inona akory. Afaka une semaine dia navotsiny ilay olona.

Tiako ny taniko ary mamy ny aiko!!!!!!!

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: gasy gidamaimbo
Date: 07 septembre 2017 - 17:27

Tiako ny taniko >> resaka be ka ho tantaraina izany, hitabe ianao hoe mbola tsy nahita an'izany aéroport an'i Istanbul zany akory, sao de heverinao fa mararikibokely ohatran'i an'i Maroantsetra ary izy ty

vola tsy nisasarana ny anao ka ahafoy 100 sy 200 eur zany, tony le olona iantohana rehefa mi-voyages

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Tiako ny taniko
Date: 07 septembre 2017 - 19:03

Tena marina ny voalazano fa tsy mbola nahita ny aéroport n´ny Istanbul mihintsy aho, ary tsy maniry ny hahita an´izany akory. Betsaka ny tany azo tsidihana. Tsy ny olona ao aminy no tsy tiako fa ny fomban´ny mpitondra ao.

Ho an´izay te handeha any dia tena mihena be izao ny frais d´hôtel any sy ny sakafo satria tena vitsy kely sisa ny touristes mandeha any. Betsaka ireo hotels mikatona , fa ireo mbola misokatra kosa dia mampidina be ny tarif-ny. Inona ny anton´izany???? Tsy anjarako ny mamaly azy fa dia izay ny zava-misy.

Tena olona miasa tena aho ary vola nisasarako ny ahy fa tiako ny tanindrazako.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: gasy gidamaimbo
Date: 07 septembre 2017 - 19:21

Tiako ny taniko >> raha izao fanoratrao izao de olona be lazao fotsiny ianao, fa na avion aza mbola notaingenanao

miasa mafy de mba mivoaka an'i gasikara e, aza io tvm sy tvs afrique io foana no jerena

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Tiako ny taniko
Date: 07 septembre 2017 - 20:12

Tsy maninona raha izay ny fahitanao azy e! Tsy manana zavatra tokony ho hamarinina aminao aho.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 08 septembre 2017 - 10:06

Vacances no atao ka misaotra ny rehetra amin'ny fandraisana anjara,samy manana ny safidiny tokoa ary aza asiana fifanenjehina fa izany no mahavoa io firenentsika io.
Ny ahy zao dia efa nanapakevitra aho fa tsy handeha Air Corsair intsony,na dia mora aza ny frais satria taloha raha tonga aloha ianao eo @ enregistrement ,tamizany mbola afaka misafidy siège,ka mangataka ianao tsy atao eo ambonin'ny elatra dia vao maika ataony,leo aho;nisy koa reclamation nataoko,dia nomeny avoir 50 euros aho,imbécile no fiheverany aho,zany hoe raha mbola mandeha aminy dia ahena 50 euros ny frais,sady tsy afaka mihoatra ny 30j,asa amizao.Tsy mandeha Corsair intsony ny aty.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: beIapin
Date: 08 septembre 2017 - 10:27

zao no aza adino rlé nandrasaonina reto :
- ny turkish airlines ihany no m(h)ahavita vols low cost moins de 500€ (France- Mada-France) !!!
>> ka raha tsy mahasoa antsika gasy izany dia inn indray no filazan'lé donto reto ???

PS : vonona ny handray ny vols rht eto dago ny turksh airline raha sitrakisika, tompoko ô !!!

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Vitsika
Date: 08 septembre 2017 - 11:43

belapin<<<midelire ve ianao e?tsy eto angambany izany

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: iris iris
Date: 08 septembre 2017 - 12:57

vITSIKA:ny sasany miseho mahay politika, miseho ho tia tanindrazana ,tia fianakaviana ... vavav fotsiny , raha marina ireo tsy mikorosy toy izao Madagascar ! resaka loisirs sy voyages no eto fa tsy resaka politika ! vacances Dago miaraka amin'ny Turkish Airlines no sujet !

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Zaho manokana
Date: 08 septembre 2017 - 17:28

Zaho manokana aloha ry tompona sujet dia tsy mila @air france ah. Io iany no hitako milamina, sans escale, tsy misy retard, tsy misy surprise mihantona any an tanana 24h nefa ny tena efa tokony hody hiasa pfff..ny tsininy kely tsy tiko dia ny repas, efa nande vol nakany NY ah mantsy fa tena tsy comparable ny arosony makany dago sy autres destinations, mampalaelo fa zany oe so iany fa 1repas fotsiny. Sinon rien à dire

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: efanandeha
Date: 10 septembre 2017 - 08:31

gasy tsy handroso mandrakizay, miseho ho tsy manao politika sy tsy miraharaha an'izany nefa mandray anjara ao amin'ny rubrique actualités daholo, mpihatsaravelatsihy sy ratsy saina ny gasy, tsy mahagaga raha tsy tafita i Madagasikara

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Pierre
Date: 10 septembre 2017 - 13:12

efanandeha<<<< zah koa mandray anjara kely tsindraindray ao @ forum actualités fa zah kosa aloha tsy hiditra politika eto @ vacances e,raha hoatra ampidirina politika ny tourisme dia afindra any amin'ny ACTUALITES angamba ny sujet eto.

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: Pierrette
Date: 10 septembre 2017 - 13:50

Marina ny voalazanao ry efa teo za ndray tsy au courant ilay niseho tao ambohoimanambola societe inona ilay izy dia nisy victimes ve?

ny fantatro fotsiny dia efa be lava robe tafiditra ao Madagascar ary misy an izy ireny mitety ambanivohitra dia mividy baiboly d omeny euro ilay tambanivohitra d avy eo dorany ny baiboly

Options: Répondre
Re: Vacances Dago,air turquie
Par: gasy gidamaimbo
Date: 10 septembre 2017 - 16:56

efanandeha >>>> fa confirmeko ny filazana eo ambony fa vavany fotsiny ny an'ny gasy, bla bla bla be, balarora, geste technique no betsaka, fandraisana andraikitra ho an'ny firenena = ZERO MANATODY !!!!!!!!!!!!!!!!!!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg