Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: 123Suivante
Page: 1 sur 3
Etudes en France
Par: Izaho ihany
Date: 27 octobre 2017 - 10:04

Bonjour,

Mba mangataka fanampiana.Nangataka visa long séjour hianatra any France dia efa feno daholo ny dossier. @ 6 nov no tokony hiainga nefa réfusé vo eo le izy d ity no antony "vous n'avez pas présenté d'éléments suffisants permettant à l'autorité consulaire de s'assurer que votre séjour en France à des fins d'études ne présenterait pas un caractère abusif". Efa tao daholo anefa ny attestation d'admission. Inona azo atao ary inona no tena tiany ho lazaina @ io ? Mba mangataka fanampiana fa tena very hevitra tanteraka. Misaotra indrindra.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: strarex
Date: 27 octobre 2017 - 10:32

strarex

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 27 octobre 2017 - 10:44

Izaho ihany>>>> inona no procédures narahanao momba ilay fianarana, Campus ve? Any aloha amiko no tokony jerena mialoha. Rehefa voavalinao io dia miditra @ zvt hafa ndray isika @ izay mety ho antony. Mazotoa.

Ny fahitako io motif de refus io dia mety teo @ procédures narahanao nahitanao ilay fianarana. Mba azavao eto raha mety.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Izaho ihany
Date: 27 octobre 2017 - 11:08

Nandalo campus France dia manana identifiant fa avy eo ilay universités listées tanatin'ilay procédures Campus tsy nisy namaly fa demande directe t@na université hafa no nandray. Rehefa azo ny attestation d'admission dia nentina nvisen campus indray ilay attestation d'admission dia nasiny tampon, feno daholo ny dossier rehetra. Marihana fa entohan'ny ray aman-dreny aho. Efa niala t@ asako mihintsy mba anohy fianarana sy hikarakara dossier dia avy eo efa o 4 mois izao dia réfusé izao ilay izy. Tena very hevitra tanteraka. Mbola afaka mandefa demande ve ? Sao d tokn asina lettre explicative ny projet-ko sa aon no tokn ataoko ?

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: strarex
Date: 27 octobre 2017 - 11:29

starex

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 27 octobre 2017 - 11:29

Tsy haiko fa fomba fijeriko no lazaiko eto an: somaty atypique ilay procédure nataonao. satria tsy nisy namaly ireo univesités nataonao choix tao @ campus dia nandeha tany @ université hafa ianao ary io no nandray. Io zany no mety anton'ilay motif de refus hoe "que votre séjour en France à des fins d'études ne présenterait pas un caractère abusif".

Otran'ny hoe mi-insiste be zany ianao ahita fianarana atao any satria tsy namaly ireo universités tao @ Campus. Dia eritreretindry zareo hoe tsy hianatra no tena hataonao any fa mitady fika handehanana any fotsiny.

Otran'ny kely finoana aho hoe ahazo visa ianao raha hamerina demande.

Ny tsy azoko loatra koa dia ireo universités tao @ Campus: tsy namaly mihitsy ve (ary inona no antony sa dia tsy nisy info tsotra zao nomendry zareo) sa namaly ry zareo fa négatif? Zvt samy hafa mantsy zany raha ny fijeriko.

Ny resaka hoe dossier complet aloa important be fa tsy midika inona zany ho an'ireo mpanome visa. Tsy afaka miteny isika hoe complet ny dossier dia mahazo visa, tsy zany ny logique ndry zareo.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Reeze
Date: 27 octobre 2017 - 11:45

Raha adika tsotra @ teny gasy io voalaza io: ny zareo ao @ masohivohy frantsay zany, tsy dia sûre loatra fa andeha hianatra ianao fa juste karazany système hivoahana dago no no nanaovanao inscription @ université.
Ny fahitako azy aloha ranamana, possible efa somary bebe taona ianao nefa niverina nanao ohatra L1 na L2. Sûr zaho fa Raha formation doctoral na minimum M2 nataonao tafa io.
Izy anie ranamana rehefa be taona zany ianao( + de 28ans ) manao formation professionnelle( mianatra asa ) na formation doctorale. Satria ny logique en France, Raha 28 ans matetika efa formation doctorale ny ataony ankizy aty. Ny mpianatra univ zany indépendant tanteraka @ raimandreny aty fa tsy toa Madagascar efa ho 40ans mbola velominy RAD.
Raha mitombona ny lazaiko io fa efa be taona ianao +de 28ans io, aleo rectifier na kely ilay ilay projet, manaova formation pro fa tafa io. Ary ao ny olona mitovy taona aminao daholo.
Vonona hanome conseil ihany i zokibe Reeze raha misy ny ilanao azy.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Izaho ihany
Date: 27 octobre 2017 - 11:54

Ny fahitako azy aloha ranamana, possible efa somary bebe taona ianao nefa niverina nanao ohatra L1 na L2. Sûr zaho fa Raha formation doctoral na minimum M2 nataonao tafa io.
Izy anie ranamana rehefa be taona zany ianao( + de 28ans ) manao formation professionnelle( mianatra asa ) na formation doctorale. Satria ny logique en France, Raha 28 ans matetika efa formation doctorale ny ataony ankizy aty. Ny mpianatra univ zany indépendant tanteraka @ raimandreny aty fa tsy toa Madagascar efa ho 40ans mbola velominy RAD.
Raha mitombona ny lazaiko io fa efa be taona ianao +de 28ans io, aleo rectifier na kely ilay ilay projet, manaova formation pro fa tafa io. Ary ao ny olona mitovy taona aminao daholo.
Vonona hanome conseil ihany i zokibe Reeze raha misy ny ilanao azy.

Nandalo campus France dia manana identifiant fa avy eo ilay universités listées tanatin'ilay procédures Campus tsy nisy namaly fa demande directe t@na université hafa no nandray. Rehefa azo ny attestation d'admission dia nentina nvisen campus indray ilay attestation d'admission dia nasiny tampon, feno daholo ny dossier rehetra. Marihana fa entohan'ny ray aman-dreny aho. Efa niala t@ asako mihintsy mba anohy fianarana sy hikarakara dossier dia avy eo efa o 4 mois izao dia réfusé izao ilay izy. Tena very hevitra tanteraka. Mbola afaka mandefa demande ve ? Sao d tokn asina lettre explicative ny projet-ko sa aon no tokn ataoko ?

Tsy haiko fa fomba fijeriko no lazaiko eto an: somaty atypique ilay procédure nataonao. satria tsy nisy namaly ireo univesités nataonao choix tao @ campus dia nandeha tany @ université hafa ianao ary io no nandray. Io zany no mety anton'ilay motif de refus hoe "que votre séjour en France à des fins d'études ne présenterait pas un caractère abusif".

Otran'ny hoe mi-insiste be zany ianao ahita fianarana atao any satria tsy namaly ireo universités tao @ Campus. Dia eritreretindry zareo hoe tsy hianatra no tena hataonao any fa mitady fika handehanana any fotsiny.

Otran'ny kely finoana aho hoe ahazo visa ianao raha hamerina demande.

Ny tsy azoko loatra koa dia ireo universités tao @ Campus: tsy namaly mihitsy ve (ary inona no antony sa dia tsy nisy info tsotra zao nomendry zareo) sa namaly ry zareo fa négatif? Zvt samy hafa mantsy zany raha ny fijeriko.

Ny resaka hoe dossier complet aloa important be fa tsy midika inona zany ho an'ireo mpanome visa. Tsy afaka miteny isika hoe complet ny dossier dia mahazo visa, tsy zany ny logique ndry zareo.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: izao ny hevitro
Date: 01 novembre 2017 - 19:40

tsy possible ahazo visa enao satria ny campus anaty liste-ndry zareo tsy namaly, izay anaty liste ihany no officiel amindry zareo ka raha any ankafa enao no mangataka après, dia refusé d'office

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Ndimbybe
Date: 01 novembre 2017 - 21:15

Milaza ianao fa efa niasa, dia niala t@ ny asa mba hikarakarana dossiers, mety ho io no nipénaliser ny dossier-nao satria tsy maintsy manana projet éducatif matotra vao maty.

Firy taona ianao no niala t@ fianarana? sady izay Université efa tsy proposée par Campus no namaly anao.

Hita ihany hoe misy lesoka ilay projet-nao.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 02 novembre 2017 - 08:08

Izaho mahita hoe misy zvt tsy logique ty sujet ty, na izy aza ts y niverina intsony.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Hasina.rakoto
Date: 06 novembre 2017 - 00:47

Nitovy exactement amin’ny cas anao mihintsy ny cas ako tokony nande tamin’ity taona ity .
Raha hiditra L1 dia aza manantena loatra ny hahazo visa raha bacc gasy raha complet aza ny dossier . Aleo mi postuler rehefa haka licence na otrzay

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 06 novembre 2017 - 09:14

Hasina.rakoto>>> tsy dia tena marina, ny zanako zao niditra L1 tany dia voaray soamatsara na resaka université na visa azo tsara. Bac gasy, efa nanao L1 teto izy. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 15 novembre 2017 - 10:01

WinTV > tena cas rare be izany, tena 1% bacc gasy hiditra hanao L1 no mahazo visa sy nisy université ni-accepté izany

Raha manodidina ny 2000 eo ho eo ny gasy mangataka hianatra any france isantaona (source campus france), zara raha misy 600 amin'ireo maximum no voaray sy mahazo visa isantaona

NY 500 amin'ireo nouveau bachelier bacc frantsay (année en cours) daholo
Ny 90 amin'ireo dia hiditra M1 na M2 (bacc gasy)
Zara raha misy 10 amin'ireo no bacc gasy hiditra L1 (année efa lasa)

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: flo
Date: 15 novembre 2017 - 12:51

Vao tonga aty Frantsa izao ny nièce-ko. Bac C gasy, mention Bien, hanao L1. Tamin'ny 2016 izy no afaka bac , fa mazava ho azy fa tsy maintsy misy décalage ny fidirana aty no ho ny date-n'ny Valin' ny bac

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 15 novembre 2017 - 13:50

flo > ilay izy anie misy fa rare be e, arak'ilay lazaiko io hoe zara raha misy 1%, zany hoe raha misy bachelier gasy 800 manao demande L1 de 8 amin'ireo ihany no lasa

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 15 novembre 2017 - 22:06

Mety ho arakaraky ny fianara ho atao angamba, misy nièce-ko izao saika hanohy M2 pschyco dia réfusée, anefa misy ankizy fantatro hanao L1 électroniqur , accordé dia tonga soa aman-tsara ary efa tena mianatra.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 16 novembre 2017 - 15:56

Samy hafa ny hoe accepté @ université sy ny hoe nahazo visa. Toa betsaka ny accepté any @ université fa be dia be koa anefa no tsy mahazo visa noho ny antony samy hafa. Misy stat ao @ campus momba an'io raha tsy diso aho.

Raha 2000 no nanao demande, firy no accepté? firy no mahazo visa? (supposons hoe 600 ny chiffre eo ambony nahazo visa, tsy mino aho hoe ireo koa no accepté, fa besaka noho ireo).

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 16 novembre 2017 - 16:39

WinTV >>> haiko tsara fa hoe misy étape 2 : accepté @ université sy visa

Raha bacc frantsay aloha dia formalité daholo izy roa (oui, izy roa, satria na ny visa aza formalité na hoan'ny hiditra M1 aza) satria ny logiquen'ny frantsay dia hoe une fois ianao mianatra @ établissement homologué (EGD na AEFE) dia efa maneho fahavononana sahady ny hanaraka, hankato sy handalina ny rafimpanabeazana frantsay, donc logique be raha tohizanao any france ilay izy rehefa azonao ny bacc ary hamorain'ny frantsay ny fanatanterahanao an'izany.

Raha bacc gasy ianao dia ilay étape voalohany sarotra ny ahazahoana filière "tsara" raha L1 (satria priorité foana ny bacc frantsay sy européenne manerantany vao bacc @ firenena hafa). Tadidio fa na ny frantsay any france aza bedabe no tsisy accepté ny vœux-ny ao @ APB na iray aza (satria ny frantsay, indrindra ireo tsara naoty mifidy université tsara, sy filière tsara); ka inona moa no andeha hisafidianan'ireo université tsara ireo an'izay bacc tsy frantsay ?

Mazava hoazy aloha fa raha ilay filière tsisy mpifidy (sady non sélective), indrindra any @ région ireny dia accepté foana izay mangataka satria vitsy ny candidats. Ireny filière ireny na bacc comorien na bacc haïtien aza accepté foana.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 17 novembre 2017 - 08:02

Ny ahy zany tsy io fanazavana be io no tiako iaviana fa hoe betsaka ihany ny bacc gasy accepté @ université fa be dia be koa no tsy mahazo visa, izay statistique zany no tiako avoaka raha misy manana (campus manana fa tsy nety niteny izy rehefa nanontaniako).

Ohatra hitako zao nisy RAD zay niresaka tamiko hoe in-2 nanao campus ny zanany (2 taona nisesy zany) dia accepté foana (bac gasy io an), fa in-2 nisesy koa tsy nahazo visa foana.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 17 novembre 2017 - 10:25

WinTV >> ka le étape faharoa (Visa) mbola étape iray goavana ho an'ny bacc gasy, tsy voalazako tamin'le fanazavana "lavabe" eo ambony smiling smiley

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 20 novembre 2017 - 15:14

sash>>>> OK sefo

Options: Répondre
Visa étudiant
Par: Sabiie
Date: 01 décembre 2017 - 21:06

Dossier ilaina

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: dinausorus
Date: 02 décembre 2017 - 20:40

Par: WinTV
Date: 17 novembre 2017 - 08:02

Ny ahy zany tsy io fanazavana be io no tiako iaviana fa hoe betsaka ihany ny bacc gasy accepté @ université fa be dia be koa no tsy mahazo visa, izay statistique zany no tiako avoaka raha misy manana (campus manana fa tsy nety niteny izy rehefa nanontaniako).


Fa le winTV anga tsy manakatao, tsy mananjanaka halefa any andafy akory dia mandeha misehoseho hanontany stat any @ campus hihihi mapme be

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: ssssss
Date: 03 décembre 2017 - 11:11

dinausorus > manana zanaka mianatra any hono izy fa vakio tsara le commentaires rehetra ireo e

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 04 décembre 2017 - 11:22

tsy manana isika fa te hiresadresaka fotsiny. Merci e.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 07 décembre 2017 - 10:08

WinTV >>> Mme Véronique VOULAND-ANEINI a également salué les excellents résultats de l’Espace Campus France Madagascar :

« C’est également, à l’occasion de cette dixième année que nous avons eu le plaisir d’enregistrer le record du nombre de départ : en 2017, sur 1800 dossiers déposés, près de 1000 candidats ont reçu une acceptation d’un établissement français et ont obtenu le visa d’études. Il s’agit d’une augmentation de 28% par rapport à l’an passé. Ces 1000 nouveaux partants ont ainsi pu rejoindre les 4500 étudiants malgaches actuellement en cours de cursus sur le territoire français, parfois dans le cadre d’un accord de coopération et certains grâce à une bourse d’études de l’Ambassade. »

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 11 décembre 2017 - 19:42

Rehefa misy manao polémique dia aza valiana fa manimba sujet fotsiny.
Bonne question ilay statistique momban ny "résultat demande de poursuire les études en France," porofo manomboka mamaly ny responsable campus, isaorana izay sahy nangataka, isaorana koa ny mpamaly, isaorana koa ny mpandray satria mitombo ny voaray hanohy fianarana,
l'interrogation réside sur la non concordance entre le nombre des dossiers acceptés au niveau des universités françaises et le nombre des dossiers acceptés pour le visa, cette différence ne pouvant plus venir du niveau des postulants, peut toujours être justifiée pour d' autres critères, critères que nous ne voulons pas discuter, la souveraineté de la politique française pour la francophonie oblige, nous voulons juste en savoir la teneur afin de ne pas perdre du temps et de l'argent et aider certains candidats à chercher ailleurs, aujourd'hui le monde est ouvert.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 12 décembre 2017 - 10:22

Merci Mianatra.

sash>>>> Bac gasy daholo zany ilay 1000 acceptés sy nahazo visa? Betsaka raha zany an. Tsy voasoratra ao @ ilay article mantsy io.

Par contre, ny henoko t@ Campus dia hoe 700 eo ho eo @ ankizy afaka bacc frantsay t@ 2017 mbola mangataka visa satria tsy manana nationalité.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 12 décembre 2017 - 10:44

WinTV > ireo ny total nahazo rehetra (tafiditra ao ny bacc gasy, bacc frantsay, miditra M1, miditra M2 etc etc...)

Ny visa anie angatahana na manana bacc frantsay aza e, tsy hoe rehefa manana bacc frantsy dia tsy mangataka visa.

fa ny traitement dossier no tsy mitovy, 99.99 % no mahazo visa raha bacc frantsay.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 12 décembre 2017 - 10:46

ka raha ataoko hoe 1000 izany no lasa teo, ka 700 ny nouveau bachelier frantsay

dia 300 izany no bacc gasy hiditra L1, miditra M1 miditra M2

ny miditra M1 sy M2 somary mora kokoa sy betsaka, tsy hay izany hoe, firy @ le 300 ireo no bacc gasy niditra L1 (ny 1 aloha izany de le zanakao smiling smiley )

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 12 décembre 2017 - 14:30

sash>>>> OK OK

Rmq fotsiny: raha nahazo bacc frantsay nefa gasy fa manana nationalité dia tsy mangataka visa intsony smiling smiley logique, misy vitsivitsy hitako fa tonga dia lasa zao.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 12 décembre 2017 - 16:40

WinTV >>>> ka zany aza izy efa manana nationalité ko inona indray, ataony inona intsony visa

na ny procédures ao @ campus france aza tsy ataony intsony, fa juste APB no ataony dia izay (fa procédures hafa fa tsy mitovy @ ireo "tsy frantsay" hanomana bacc frantsay)

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: 2017
Date: 12 décembre 2017 - 17:34

Mba te-ahafantatra ny tenanay,

inona no atao hoe L1... L2
sy ny hoe M1, M2 azafady ?

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 13 décembre 2017 - 15:34

Dia ity ary ho an' ny tenanareo: L1: Licence 1ère année, L2:Licence 2ème année, L3: licence 3ème annèe ( 3 ans après bac izany ny tenanareo eo raha tsy ni- double,) avy eo M1: Master 1= Équivalent Maîtrise taloha , 4 ans après bac) , M2 : Master 2 : bac+5, toa misy option 2 eo, na ny tenanareo anao M2 pro . Tonga dia hiasa équivalent DESS, na ny tenanareo manao M2 recherche, manomana thèse de doctorat.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: 2017
Date: 13 décembre 2017 - 15:47

Misaotra an'i Mianatra. T@ andronay mantsy mbola tsy ireny no dénomination nampiasaina. Ary izao indray dia aty amin'ny tany tsy nampoizina mihitsy, ary dia na ny an'ny frantsay aza mety arako akory koa. Na ny zanaka rehetra aza efa tsy ao intsony koa eh ! Fa tsara foana no mahafantra ny zava-misy !

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 13 décembre 2017 - 16:01

Dia maneho ny fisaorana ho an' i Sash sy Wintv fa tena mazavazava ny làlana, ny hisavasavana ny ravina tokoa no hahitana ny fotony.
Mazavazava : raha te hanohy fianarana any France izany dia "bac français" no coup sûr indrindra, avy eo ny hanao M1 na M2, dia ampiko hoe secteur scientifique.
NY hita aloha dia tena mamiratra ny mpianatra manana bac français tana, misy mpirahavavy fantatro tena afakà paces médecine sy pharmacie france daholo,
Ny bourse frantsay indray , ankizy double nationalité "gasy / frantsay", bac gasy , zafikelina colons very fananàna t@ tabataba 1947 dia tena mahazo bourse tokoa, ireo aloha no fantatro fa enga anie ka mba hisy cas hafa et surtout au " mérite"

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 13 décembre 2017 - 19:52

2017 : mitovy ihany isika , izah koa ancien régime teny Ankatso annéé 1978, nisy fotoana tena very mihitsy, rehefa haka bac ny zanako vao nanaraka indray ,nihomezan' ilay zanako fona izah " tsy maharaka hono". Entre les sigles, les abréviations et les sms, il y a de quoi se perde! En plus ils deviennent tous des acronymes. Il'faut s'adapter sinon mahazo AVC ( en voilà encore un!!!) aleo hihomezana
Veloma é

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 13 décembre 2017 - 20:34

Raha akana lesona dia ilay visa no,olana fa tsy ny acceptation au niveau des universités,
Ity misy démarcge efa nisy nanao, mety fa nandany fotoana sy mila finoana ary fikirizana: afaka bac gasy ilay zalahy gasy taratasy, nanao médecine 1 année teny Ankatso , teo ilay zokiny aty frantsa , dokotera gasy tonga tany frantsa , tsy maintsy namerina paces fa nataon ny vazaha infirmier aloha vao tena ho dokotera dans l'ordre des médecins français, no tonga saina ka nanoro hevitra ity zandriny, nafarany io zandrina io dia nampidiriny lycée terminal s france, afaka bac s avec mention, nanao L1 ( paces ) médecine fa nety, very 2 ans izy fa tena nety , ( ny taux de réussite @ io paces médecine io de l'ordre de 9,30% fa afak'ilay zalahy)
Raha diplôme gasy aloha dia hitako mety ilay manao un pas en arrière pour mieux sauter, tsy hoe ny diplôme gasy no ambany fa " tsy formaté " + eo koa ny adaptation rehetra ho hatrehina , mba hazoana ny renouvelement de la carte de sèjour anefa tsy mila résultat positif " afaka examen" dans les premières années
Raha ho L1 no atao dia aleo miditra école prépa na institut, régime école ireo , enjana fa suivi tsara ny fianarana
Fanotaniana: ao @ offre campus ve misy ireny école prépa ireny ?

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 13 décembre 2017 - 22:19

Azafady:" anefa tsy mila résultat positif"=" anefa tsy maintsy mila résultat positif"

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 14 décembre 2017 - 08:24

Mianatra>>>> mandalo campus na prépa aza (raha vao hoe grandes écoles - écoles d'ingénieur ohatra).

Resaka renouvelement carte de séjour: ► les élèves qui sont souvent absents des cours ou qui ne progressent pas dans leurs résultats scolaires, pourront se voir refuser le renouvellement du titre de séjour.

Mila mahazo réussite zany.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 14 décembre 2017 - 20:49

Wintv---> merci pour l'info sur campus école prépa!
Ilay miasa matetika no tsy havitana fianarana, enjana ny tsiron ny vola ka tokony hitandrina raha vao tonga, aleo aloha tsy miasa iny taona voalohany hatongavana iny raha tsy efa vita ny examen final vers le mois de mai!
Matetika ratsy fona ny examen 1 ère trimestre fa eo tsy maintsy mihoatra satria hita eo izay ny système, quitte à voir directement les prof avec lesquels les notes sont mauvaises, ils sont là pour cela, ny L1 no tena enjana fa misy fona ny sivana satria limitée ny place miditra L2! Ny institut misy resultat kokoa satria ny nidirana L1 dia efa nisy pré-selection sur dossier na examen

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 15 décembre 2017 - 08:03

Hevitro manokana aloha tsy hitako izay hidirana L1 any, fa manome pression ho an'ny ankizy fotsiny, indrindra moa hoe ankizy tsy nanaraka ny système éducation frantsay hatramin'ny fahakeliny

sady manome pression ho an'ny ankizy, no andoavana volabe koa, tsy ny frais de scolarité akory fa ny sakafo sy ny hébergements, etc etc...

ilay ankizy tsinona tsy maintsy mianatra 3 taona farafahakeliny, 5 ans no tena idéal, izay vao ahazo situation acceptable any, raha ohatra ka te hijanona any mazava hoazy.

vola any hampianarana ankizy any 5 taona izany henjakenjana ihany, ny pression hiainan'ilay ankizy koa etsy andaniny

Ny hitako mety dia M1 na M2 vao mandeha any. M2 no tena idéal, satria juste mianatra 3 à 5 mois eo fotsiny ny ankizy amn'iny, dia efa manao stages rehefa avy eo. Ny stages matetika rémunéré, zany hoe le 3 à 5 mois ihany ilay ankizy no tena miady mafy, fa avy eo efa mandray vola amin'izay.

Rehefa vita ny M2, manangataka APS 1 an raha te hijanona any, efa afaka miasa amin'izay

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: tsimitovy
Date: 15 décembre 2017 - 09:40

Tsy mitovy velively ny chance ahitana asa aoriany fianarana ny mpianatra niditra L1 ka nahavita hatraminy M2 en France sy izay efa diplômé avy Madagascar ka nanao M2 fotsiny en France.
Ilay nanao L1 hatra M2 en France no hifandrombahana ary à l'aise tsara izy rehefa miasa. Fa ianao niditra M2 direct mbola tantara be satria na ny programme foana anie Tsy mitovy e! Ohatra fotsiny ny compta sy RH, tena tsy à la page enao raha formé avy Madagascar, ny droit de travail tsy mitovy, resaka urssaf zao tsy misy any, sns...
Marina fa manana M2 ianao fa tena mila formatage be.
Ary tadidio fa tsy automatique anie fipetrahana en France aoriany fianarana fa mila manana diplôme raha tsy diso aho minimum M2 io sy karama mifanaraka tsara amin io diplôme io zany( 2,5 fois smic raha tsy diso aho).
Raha avy amiko aleo miditra L1 toy ny mpianatra rehetra, ny universitaire anie efa tsy andraikitry raimandreny intsony @ financement fa efa mahavelontena ry zareo satria efa miasa fa à mi temps ry zareo. Presque manana vam aza ny mpianatra @ province fa à paris moa tsy ilaina Ilay vam satria betsaka ny moyen de transport toy rer, transilien, métro, tram , bus, velib. ......

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 15 décembre 2017 - 11:51

Izaho nitovy hevitra t@ sash t@ voalohany fa rehefa tena nandinika aho dia ny an'i tsimitovy no mety. Surtout ka hoe te hijanona hiaina any ilay ankizy rehefa nahavita fianarana fa tsy hody.

Ny resaka hoe charge (vola) aloha dia marina e. Fa misy mba rirany kely ihany raha mineur ny zanakao (miditra L1 no resahana).

Na izany na tsy izany, betsaka ihany ankizy hitako mandeha any miditra M1 na M2 fa tafa. Misy koa aza nandeha miasa any après fianarana teto (domaine informatique izy).

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: sash
Date: 15 décembre 2017 - 13:35

WinTV >> ahoana le hoe mineur miditra L1 dia misy rirany ? misy aide arabolan'ny fanjakana frantsay ve sa ? tsy azoko tsara mantsy

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: WinTV
Date: 18 décembre 2017 - 08:02

sash>>> expérience-ko no resahako satria mineur ny zanako lasa any. Ireto no avantage hitako tany (sy azony), mety hoe kely fa sitrany ahay vaza-mihetsika hoy isika:
- sécurité sociale: 0 euro
- frais bancaire: 0 euro
- visa mineur scolarisé: rehefa majeur zay vao mangataka carte de séjour (tsy mila manao démarche zany vao tonga any). Mety hoe avantage et inconvénient à la fois.

Ireto indray azo atao koa fa misy ankizy tsy dia mahafantatra azy (tsy voatery hoe mineur), mpianatra tsy boursier no resaka eto:
- demande d'éxonération du frais de scolaité (184 euros no remboursé raha ny anay)
- aide au logement, mahazo mangataka daholo rehefa mpianatra manofa trano.

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: manaraka
Date: 18 décembre 2017 - 20:31

Mianatra>>"...aleo aloha tsy miasa iny taona voalohany hatongavana iny raha tsy efa vita ny examen final vers le mois de mai"

Ahona izany ny vola hirenouveler-ny ny titre de séjour-ny?conditions obligatoires afahany mijanona??mifampiakina anie ireo e!!

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 18 décembre 2017 - 21:40

Manaraka: "aleo tsy miasa...mois de mai" : aleo andefasana vola avy any dago izy iny 9 premiers mois iny, eo @ 600 à 700€ / mois no ni- exiger-ny consulat lors du montage des dossiers fa raha tsy miavona ka mandalo any @ restaurant du coeur, secours catholique et aide au logement CAF dia tafavoaka avec 330€ à 400€, 400€x 9 mois= 3600€ izany no tadiavin ny rad. Raha tsara relation @ ireo olona efa installés any frantsa dia mora mahita asa ihany, raha manomboka miasa mois de juin tratra tsara io vola io , izay nôarotsaka ao,@ compte, dia ny relevé no ilaina rehefa manao ilay renouvellement, ( tamin ny andronay année 1984 tany ho any , vola be 12000ff ( 3 fois du smig de l'époque no exiger-ny prefecture ao @ relevé de compte dia izao no natao, afindrafindra entre étudiants ny vola)
Bref ny rélevé de compte avant dépôt dossier de renouvellement no atao tsara

Options: Répondre
Re: Etudes en France
Par: Mianatra
Date: 18 décembre 2017 - 21:50

Manahirana ahy ny intervention de"tsimitovy", , tiako ho laviny anefa tena marina

Options: Répondre
Aller à la page: 123Suivante
Page: 1 sur 3


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg