Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: question
Date: 05 février 2018 - 09:38

dia ry Odiaina ve izany ilay namany lazainy fa hanataka sy hiandry azy fotsiny rehefa tonga any madagasikara io ? tsy nampoiziko kosa a

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: ravonjison
Date: 05 février 2018 - 09:42

Voalazan´Osa ny malagasy teo:"....Angaha tsy fantar' ravonjison fa i FAMEUX tena tnr anie io osa ny Malagasy io e ! niova ho Bonus izy dia izao Osa ny Malagasy izao indray..."

Hay ve ianareo ihany io, fa nandalo metamorphose : atody-----olitra-----lolo. Izao izany vao tena tonga lafatra hihi.

Alefao any ary ny mailaka fa mila liana amin´ny zavamisy aho.

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 05 février 2018 - 11:36

question > Aza mandray antendrony !!!

F'angah' hadisoan'i Odiaina raha toa ka feno tain-dalitra ny tamakoa (ampoules)-n'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato? (Vakio ny post nataoko).

F'angah' hadisoan'ny mpandray anjara amin'ny fitsangatsanganana fitsidiham'paritra, izay naroso teto amin'ny serasera ny fikarakarana raha toa ka ny vidin'entana dia arakaraky ny akanjo anaovanao (Vakio ny post ko nalefako ery ambony).

Ary ampahafantarako anao fa ireo rehetra mpandray anjara @ fitsangatsanganana fitsidiham-paritra dia manan-kaja sy manana ny maha-izy azy avokoa an !!! Ka 'ty vava re !!! Mba moramora ihany !!!

Ny resaka eto dia ny fahasimban'ny toe-tsaina maha-malagasy, ny fisolokiana, ny halatra bevava, sns ... sns ...

Tena marina io halatra bevava io, raisiko ohatra, 40.000.000 FMG ny faktiorana jiro sy rano notakian'ny JIRAMA (consommation 2 volana) kanefa eo @ 350.000 FMG eo ho eo raha be indrindra no tokony ho izy. Natao expertise ny compteurs, dia nilaza ny JIRAMA fa tsy simba ny compteurs fa tena consommation nivoaka tao amin'ny compteurs io vola be io.

Tsy possible hoy ny olona satria na hatatatata mandritran'ny 2 volana ny rano, na koa hameno dobo filomanosana ôlimpika mirefy 50m anakiroa, tsy hahatratra an'izany ny consommations.

Avy eo, nisy nibitsika izahay, sao dia misy manorina trano eo amin'ny manodidina anareo? Rehefa nojerena dia trano be mijoalajoala miisa 7 no eo ampanamboarana manodidina anay, satria tsy tratran'ny rano ilay toerana, mila matsaka efa ho 250 mètatra vao mahita fatsakana.

Natao haingana tany amin'ny zandary ny fitoriana an'i X, dia miandry ny valiny amin'izao fotoana izao.

Ny tany sy ny tranonay izay nipetrahanay efa ho 40 taona dia nisy nilaza fa an'olon-kafa hono ilay tany 40 taona taty aoriana, ka mila miala ao ny fianakaviana, voatery nihazakazaka erak'Antananarivo haingana, nanao tongotra ankatoka, nakany @ domaine, nisava sy nampiseho, nanamarina ny taratasin-tany rehetra, ...

Ny fialan-tsasatra natao tany dia tsy nisy vanona fa ady, fifamaliana, fitoriana, fangalana mpahay lalàna tatsy sy taroa, ...

Ny any antanindrazana etsy andaniny, satria ianao tsy eo dia hararaotin'ny olona, olona tsy mpandova no mikirakira ny tany sy ny tranon-drazana, sns ... sns ...

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 05 février 2018 - 12:10

ravonjison > Nandefasako mailaika i Ravonjison, notazoniko ireo fifanakalozana mailaka nataoko sy ireo mpangalatra taova sao hisy ny famotorana any aoriana any, hataoko porofo fa nifanakalo mailaka tokoa ary tsy mahafantatra hôpitaly mitady taova aho.

Mety hilaza i Ravonjison fa paranoïaque aho, aleoko aloha lazain'ny olona fa paranoïaque toy izay ho voaendrikendrika sy ho voaroiroy ho anisan'ny mpaka taova (mpaka fo, mpak'aty, mpaka rà, ...).

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 05 février 2018 - 14:03

ravonjison > Fanahy iniako naverina eto io post farany io eo ambony io fa sao misy milaza indray any ambadika any fa mpiray tsikombakomba ratsy amin'ny mpangalatra taova (mpaka fo, mpak'aty, mpaka rà, ...) ilay hoe TTNR na Bonus ao amin'ny serasera Moov.

Be mantsy ireo mpamadi-dresaka !!!

Mazotoa !!!

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 05 février 2018 - 14:08

ravonjison > Be hoy aho ny mpamadi-dresaka, toy ry question io ambony io, zavatra hafa no resahina sy loha-hevitra, dia ireo mpitsangatsangana indray no noendrikenkendrehina hanataka sy hiandry, navadika zavatra hafa indray ilay resaka !!!

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: oops
Date: 05 février 2018 - 16:38

simba tanteraka ny sujet-n'olona rehefa tafiditry ny GMIF : Groupement des malgaches intelligents de France

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: flo
Date: 05 février 2018 - 20:44

Fanamarihana: ny fanontaniana napetraky ny mpanokatra sujet dia ity : ohatrinona ny budget raha te-handeha hanao vacances Mada?
Nisy tokoa ireo niezaka namaly ary nanome tarehi-marika, ary niditra an-tsipirihiny mihitsy. Fa vetivety koa anefa dia nisy nampiditra resaka hafa :
1-Tena ratsy dia ratsy ny toe-tsain'ny malagasy mipetraka an-tanindrazana raha ny fahitan'ireo gasy avy any ivelany
2- Misy mpivarotra taova avy any Madagascar .

Samy resaka mivoana daholo izany!! Saingy azo hidirana raha ilaina, satria misy tena Manindritsindry mihitsy.

................
Momba ilay resaka faha-2 aloha, fanontaniana iray fotsiny no manitikitika ny saiko : fa naninona loatra no nahazo io tolotra (proposition) io ny mpanoratra? Inona loatra ny profil nomeny momba ny tenany no nahasahian'ny "mpanao ratsy" nanantona azy? Mampiheritreritra!!!

................
Momba ilay resaka voalohany indray , variana mihitsy aho mamaky ny voasoratra . Manao vacances matetika izahay 4 mianaka. Efa ho isan-taona mihitsy; fa tsy dia mahatsapa ireo voalaza ireo:
- any Ivato? efa vizana tokoa rehefa tonga iny alina be iny ka mora sorisorena! ela ela ilay milahatra ao @ contrôle police, fa rehefa tonga any Paris CDG rehefa miverina , toy izany ihany (indray andro aho tsy nahatratra correspondance pour province satria nilona ela be tao!). Ao @ douanes indray , marina fa misy ihany ny mangataka "voan-dalana" indraindray fa rehefa avaly izy hoe: tena tsy nitondra n'inon'inona , tsy misy resaka mihitsy, na ny valises aza tsy sokafany; izahay koa tsy mitondra zavatra manokana satria vacances no aleha fa tsy afera!
- ny tena moa tsy mizahozaho rehefa tonga any (na dia hita @ passeport ary fa olona mivezivezy)
- izahay aloha tsy miseho mihitsy hoe : gasy avy any ivelany. Raha mandeha any an' arabe izahay miteny malagasy, ary faly ery ny zanako manao "bain de langue". Tsy hitako izay fitafy manokana miavaka @ hafa; any Mada anie betsaka ny olona manao fitafiana, kiraro... mitovy @ aty Europe na Amérique; tsy miavaka ny olona mipetraka an-dafy (hafa ny t@ années 80-90!)
-izahay koa tsy mampiseho ho olon-kafa rehefa mifanerasera @ hafa. Nisy indray andro vhv nitabataba be tao @ caisse grande surface stria tsy arany ny famerim-bola (en ariary), lazainy fa mangalatra ilay caissière "Izay ihany ny tsy maha-tafavoaka ny gasy; fa pourris daholo!". Tao @ fanaovana passeport indray , nisy vhv 1 nanao renouvellement, tena nampiseho avy an-dafy (akanjo "hafa kely", miteny "vazaha" hafa kely @ ilay tovovavy niaraka t@ izay hita fa tena tsotsotra); nisy tsy nety ny dossier-ny dia tonga dia notabatabainy ilay olona tao @ guichet:" vous voulez de l'argent? c'est çà?". Toran'ny hehy ny eran'ny trano :"Zany indray r'izareo miseho ho...!"

Izahay 4 mianaka tsy manava-tena mihitsy rehefa any Mada. Mampiomehy ihany raha hiteny hoe :"Ny malagasy tena pourris...ets"; ka izahay anie mba malagasy koa ê!

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: RIVOU75
Date: 06 février 2018 - 08:16

Hitan' ny lisany izany fa kobo i OSa ny Malagasy hoe i Bonus amin'ny fanambonian-tena sy fomba fisainany sy fomba fanoratany !izay manodidina azy ratsy aholo fa izy sady milay no deba no beau gosse !égocentrique tsss...
na mahantra sy maloto aza letsy any tany foana ialahy no niboaka a!momba ny halatra taova tsy any ihany no misy fa mikisaha kely mandeha ao Inde ialahy dia hahita .....mola tsy nahita aho hoe lehilahy mahay vava pire noho i Bonus ka ! amin'izay tsy mba misy zavatra positifs mivoaka ny vavany , raha tsy fanambaniana dia fanaratsiana!na fiokafan-tena !

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: nelly Namur
Date: 06 février 2018 - 09:46

Izaho vao avy nanao vacanaces tany ,tonga tamin'ny herinandro lasa teo , nijanona 5semaines; nampirevy kely ny tao an-trano dia nandeha niraka tamin'ny fianakaviana tany Mahajanga sy Mahambo ; nitondra voan-dalana kely ho an'ny namana vazaha aty!1600€ no nentiko dia 40€ sisa aaaaaaaaaaaaaa!

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 06 février 2018 - 12:28

flo > Tena misy ny ifandraisan'ny lohahevitra sy ireo izay rehetra nosoratako hatramin'ny voalohany.

Ny budget-n'ny fialan-tsasatrao any Madagasikara dia miankina amin'ny zavatra manjo anao any, raha toa ianao ka angatahan'ny olona tsolotra, dia efa ao anatin'ny budget izany, raha toa ianao ka handoa tampoka JIRAMA 40.000.000 FMG (si si si si) dia efa ao anatin'ny budget-nao izany, raha toa ka haka mpahay lalàna tampoka hiady sy hitory ny manodidina dia efa ao anatin'ny budget-nao izany, etsy andaniny raha misy marary tampoka hamangy fianakaviana efa andrasana.

Tsy fo vato ny fonao dia tsy maintsy nanome vola handidiana ny sofin'ny zanaky ny cousine vao 3 taona monja satria tonga vao maraina be tao antrano nampiseho ilay sofina nivonto be ary tsy maintsy hodidiana kanefa tsy ampy ny vola, dia efa alaina ao anatin'ny budget-nao daholo izany.

Maro ireo pitsopitsony, tsy mahalehilahy ny sampona, dia tsy maintsy atao anaty budget daholo, marihina fa vokatry ny fisolokiana izay voatantara eny ambony eny daholo ireo sampona ary tsy maintsy nangalàna mpahay lalàna daholo, ary ireo mpahay lalàna (huissiers, avocats) dia toy ny dokotera (izay voatantara ery ambony daholo), raha vao fantany fa mipetraka aty andafy dia efa miomana fa hataony tiroir fangalàna érô.

Hamaranako azy, zava-nisy daholo ireo rehetra voatanisa ireo, tsy nisy noforonina na dia iray aza ary mifanaraka amin'ny loha-hevitra daholo, budget-n'ny fialan-tsasatra any Maagasikara. Vao eo Ivato, vao tonga, miaraka amin'ireo gradés fa tsy vata-t_ay, amin'iray ora maraina dia efa voatataka.

PS : Izaho koa aza mba gaga sy koditra ry flo, nangatsiaka be ny lamosina naharay ilay mailaka nitady hôpitaly fanondranana taova.

Farany, tena hainao ilay zavatra, fitafy zandina sy fripy tsotsotra ihany no anaovana (vakio ny post-ko eny ambony) rehefa miala sasatra any Madagasikara ary fadiana ny miteniteny frantsay eo imasom-bahoaka. Au contraire, manetry tena, manao tompoko tompoko, fa tsy miakatra eny ambony soavaly. Atao toy ny fasam-bao, tsy andalondalovana ny restaurants feno vahiny sy ireo toerana rehetra ataon'ny zatovo fialam-boly sy fanalàna azy.

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 06 février 2018 - 13:06

flo sy nelly Namur > Ity vao tsy mifanaraka amin'ny loha-hevitra fa mivaona.

Mitandrema fa be dia be ny ory hava-manana sy be fialonana.

Raha vao fantany fa miaina ao anatin'ny fahamamiana noho izy, tsy vitany ny zavatra vitanao dia atao daholo izao tsikera sy fandotoana rehetra izao.

Ny anao izao ry flo, 4 mianaka ianareo, fantatro fa 1400 euros raha kely indrindra ny saran-dàlan'ny sidina Air France, Izany hoe 1400 x 4 = 5600 euros.

Miampy ny vola ho laninareo any, olona 4.

Sady ianareo mandeha in-1 isan-taona, ny ankamaroan'ny malagasy aty tsy mahavita an'izany mihitsy. Anisan'ny malagasy privilégiés be ianareo aty.

Toy izany koa ry nelly, 1600 euros hatao fialan-tsasatra ankoatran'ny saran-dalana 1400 euros, midika izany fa manana 3000 euros hatao fialan-tsasatra sy fialam-boly, hiainana ao anatin'ny mamy. Tsy ny malagasy rehetra aty no manana an'io an.

Mazotoa dia samia manao tsotsotra sy manetry tena rehefa miala sasatra any Madagasikara.

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: nelly Namur
Date: 06 février 2018 - 14:14

Misy namako iray tokoa manana trano any Tanjombato ,trano natsangan'izy mivad vao telo taona io fa ny tany no efa folo taona no nividianany azy ,izy aty Namur fa nisy olona mpitondra fanjakàna nisandoka hoe azy ny titre n'ny tany sy trano eo amboniny fa koropaka izy mivady naheno izany taty nandeha iray volana tany Dago !naka avocat mihitsy hono fa nisy fitoriana .... soa fa tonga dia nikoropaka niantso azy ny cousine-n'ilay ramatoa vao nisy olona nametraka olana !diso ianao fa 1600 € no nentiko tan fa ny vol morabe 399€(dernières minutes)

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: ravonjison
Date: 07 février 2018 - 14:22

Ity koa misy " imprevu" nalaiko tatsy ambadika tatsy :

"...Ny anay farany teo ohatra dia ny valizinay nipetraka teo amin’ny toeran’ny mpandeha no lazain’ilay ranamana fa tsy ara-dalàna hono, fa manao traffic-na bagagy…si si !...dia norahonana fourrières sns…dia nifampijery fotsiny izaho sy ny saofera…dia nisitaka kely izy mitsamy…dia natao sahala amin’ny “ mahazatra”…

Na dia nanana ny rariny aza ny tenako , kely ny fotoana hiarahana amin’ny fianakaviana, ka tsy te handany 2 na 3 andro amin’ny fiara mihitsoka izany satria simba daholo ny praogany efa nomanina…fantatry ny polisy sy ny zandary manakana anao izany….."

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: li
Date: 07 février 2018 - 19:33

Nelly,

ahoana no nahazoanareo ilay vol à 399€?

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 08 février 2018 - 14:10

Salama daholo indray,

Be dia be ny imprévus any Madagasikara ary ireo imprévus ireo dia fisolokiana daholo.

Mbola misy ireo minia mikipy maso, manao mody tsy mahita ny zava-misy ary tezitra mihitsy raha vao aseho eto, mino aho fa izy ireo no tena mpisoloky gaigylahy sy gaigyvavy, mpambotry firenena.

RIVOUU75 > Je te cite "... tany foana ialahy no niboaka ..."

Oui, je suis originaire de Madagasikara mais EN AUCUN CAS je ne cautionne la saleté de la capitale, élue l'une des villes les plus sales dans le monde, il n'est pour rien si les valan'aretina pesta existent et tuent toujours à Antananarivo.

Je réprime évidemment ces douaniers gradés corrompus, n'attendant qu'une chose à 1H du matin, des billets des passagers fatigués, marres et hâtes de sortir, ne voulant plus négocier et lacher 5, 10, 20 euros.

Si pour toi, tout çà c'est du "fanambonian-tena", le fait de dénoncer tous ces maux sévissant sur notre belle île, dieu seul sait leur nombre, et bien tant pis pour toi, c'était pour une prise de rec_ul et aussi une prise de conscience de ce qui s'y passe et vus d'ailleurs. ...

Pour finir, je te laisse méditer sur cette belle citation de Lao Tseu "Lorsque le sage montre la lune, l'imbécile regarde son doigt"

Bye et à bientôt sur mes posts !!!

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: gidro ny malagasy
Date: 08 février 2018 - 14:18

Osa ny malagasy >> ny fisolokiana aloha dia misy foana n'aiza n'aiza erantany, na eto France aza, eto aza misy mahatratra centaine de milliers d'euro, ohatra fotsiny ireny fisolokiana rehefa manamboatra trano ireny etsetsa etsetsa

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: ravonjison
Date: 08 février 2018 - 15:12

Voalazan´i Gidro ny malagasy teo : "....Osa ny malagasy >> ny fisolokiana aloha dia misy foana n'aiza n'aiza erantany, na eto France aza, eto aza misy mahatratra centaine de milliers d'euro, ohatra fotsiny ireny fisolokiana rehefa manamboatra trano ireny etsetsa etsetsa..."


Eny e, misy eren-tany anie ny fisolokina , fa ny lazaina eto dia ilay isan-jatony na ny tahany misy eo amin´ny fiarahamonina, dia avy eo ny fahatratrarana sy ny fanarenana izany.

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Kapoka1
Date: 13 février 2018 - 10:13

Ry osa ny malagasy=tenatnr=belaps
Sa aona ozy nareo, foto pisainana krkrkr

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: lavabo
Date: 13 février 2018 - 10:37

Kapoka1> gasy nasondrotry ny lavabs ireny

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: saodia..
Date: 13 février 2018 - 19:49

i Osa ny malagasy kosa ary sao dia mba gasy niclandy dia tsy afaka mody ary manatsatso an'i Gasikara eto? Sao dia gasy nanambady vazaha dia i vazaha be tsy mety makany Mada dia haratsiana mafy ny tanindrazana satria tsy afaka iverenana?

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 13 février 2018 - 23:08

saodia.. > Tu as tout faux, je ne suis pas un clandestin, je rentre à Madagasikara 3 fois par an pour régler ces problèmes propres à notre belle île !!!

Si je ne rentre pas, les problèmes s'accumulent, voire pire, il faut donc les surveiller de près, voire très très près !!!

Ceci écrit, bye et merci d'avoir posté ton message sur ce sujet !!!

Options: Répondre
Re: Vacances à Madagascar sy budget
Par: Osa ny malagasy
Date: 13 février 2018 - 23:15

C'est fou c'est que certains ne voient plus la réalité ou feignent de ne pas les voir !!!

Alors que les tain-dalitra sur les fils et ampoules de notre aéroport international ne sont pas une légende, c'est une réalité, il suffit de lever la tête et de bien regarder autour de soi pour en faire un constat !!!

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg