Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tourisme et Voyages
ho any andafy
Par: namantsoa
Date: 14 février 2018 - 08:37

Manahoana daholo,
Manana namana mpivady miara miasa zay zahay, tafa be am fiainana zareo, tena oe natosiky ny vintana dia lasa. Tsy tody tam fianarana loatra zareo ka zao manambola zao dia mikasa ny handefa ny zanany any ampita hianatra, ny zanany aloha efa manana bacc daholo, dia zay ny faniarian'izy mianakavy kely oe mba ho lasa lavitra. Nankinin'izy mivady aminay ny momba izany, oe mba ampio zahay hozizy fa tsisy hainay zany, tsy sahy niteny ny tena oe mba tsy mahay koa fa nanaiky oe hanontany, dia tonga eto mba hanontany oe aiza ny aleha voalohany rehefa oe andeha ho any ampita, France lay toerana, ankizy 1 sy ilay mamany no handeha, inona ny dossier ilaina voalohany, aiza ny toerana antonina voalohany?
Misaotra betsaka am fanampiana hoa n'izay afaka mamaly.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: Univ
Date: 14 février 2018 - 09:18

Faly miarahaba enao, ny tena mora indrindra dia manatona salon d'études ireny satria ampy tsara ny info amin ireny. Na dia izany aza ny voalohany aloha tokony jerenareo inona ny fianarana atao ?
- aiza @ région aty France no misy ilay fianarana atao ?
Univ publique sa privée ? Satria ny privé tena lafo be, ary toy izany koa ny classe préparatoire @ école d'ingénieur nefa mbola concours avy eo miandry ilay mpianatra.
Rehefa voavalinareo ireo fanontaniana ireo zaay vao manatona site campus France madagascar fa @ site ao ny fanaovana demande ary bien indiqué ny zavatra ao.
Remarque: mba aza antsoina ankizy intsony ny mpianatra efa afaka baka fa lasa mi infantile ilay zanaka. Indépendant tanteraka ny universitaire toa azy aty en France. Ny tiako resahina zany ilay mamany hanaraka azy izany, tena compliqué be ny visa ilay mamany satria afa mi se débrouiller tout seul ny universitaire aty. Ny tiako resahina zany resaka motif mamany hanaraka ilay zanany @ fakana visa.
Zay fa courage. Jereo n'y site campus France madagascar fa ao ny info rehetra.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: namantsoa
Date: 14 février 2018 - 09:45

Misaotra an'i Univ mamaly, dia aiza lay site campus france azafady? ankizy foana ny zanaka eo imason'ny RAD nge e, zay aloha ny fomba fiteny refa samy RAD no miresaka, samy mbola tsisy nivoaka teto zareo , tsy hitanao normale be ve lay souci n'lay RAD oe hanatitra ny zanany? fa refa tsy afaka moa kou, atao akory, fa miala nenina am info rehetra hanampiana anzareo za, misaotra ndrindra e

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: raklats
Date: 14 février 2018 - 10:09

afaka bacc oviana ? firy taona ? série inona ? inona no ataony amin'izao ? fianarana mikasika inona no tiany ataony ?


Ny momba an'ilay mamany andeha hanaraka azy aloha dia adinoy raha France no tiana aleha.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: WinTV
Date: 14 février 2018 - 10:26

namantsoa>>> io efa nolazain'i Univ io ny démarche @ ankapobeny. Raha Frantsa no andehanana dia tsy maintsy manaraka io procédure Campus France io (service ao @ ambassade de france io momba ny fianarana any Frantsa ihany). Misy site internet izy io, ataovy recherche hoe campus france madagascar fa raha omena eto mantsy ilay lien internet dia fafan'ny moov.

Ny ankizy te hianatra any Frantsa zany dia tsy afaka tonga dia mi-contacter université sy manao pré na inscription any fa renvoyer-ny ao @ Campus France sauf cas très rare (université privée ohatra). Dia ao no manao choix filière sy université ilay ankizy. Fa mazava ho azy fa afaka manao recherche aloha hoe inona n filière tiany, aiza no metimety ny université na ville sns....

Ny biraony raha eto Tanà dia ao @ Ambassade de France eo Ambatomena (ao @ consulat taloha, ao @ ilay fangalana visa taloha zany). Afaka mandalo ao manontany, manana compte FB koa ry zareo dia azo andefasana MP fa mamaly tsara izy.

Tandremo: raha hiditra première année ilay ankizy dia efa tapitra t@ 17 janvier 218 teo ny inscription pour l'année 2018-2019. Par contre raha L2 na ambony dia @ 14 mars no farany. Efa t@ 15 novembre mantsy no nanomboka ny procédures raha hiditra année 2018-2019 any Frantsa.

Anontanio tsara ilay ankizy hoe inona ny filière sy niveau. Ianareo any ampita mety afaka manampy mijery izay université mety.

Mazotoa fa tsy moramora io, mandany fotoana (un an mialoha ny procédure no manomboka), misy vola aloha ao @ Campus, ary ny tena henjana tsy atao ambaninjavatra dia ny fahazoana visa raha ohatra ka accepté @ université any ivelany ilay ankizy.

Raha firenena hafa dia tsy ananako traikefa.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: WinTV
Date: 14 février 2018 - 10:29

Ilay mamany ve handeha hipetraka any sa hanatiatra fotsiny? Raha hanatitra fotsiny dia normal be. Raha hipetraka any dia tantara hafa manaraka ny arabe ndray zany. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: namantsoa
Date: 14 février 2018 - 14:50

WinTV, misaotra betsaka fa tena mazava tsara,misy entinay miainga, mba détaillé kokoa, merci merci, lay mamany saika hanatitra azy fotsiny kah, le temps oe mba mi s'habituer irery any ilay ankizy. evidemment, am taona ho avy lay projet fa zay mintsy no hiomanana dieny zao, na ny compte bancaire sns aza vao avy nosokafana daholo. Merci winTV a

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: tsy afaka
Date: 16 février 2018 - 13:10

raha samy vao hitady ihany, maninona raha mitady hafa ankoatran'i France. manambola ihany izy dia aleo mba mijery ihany koa suisse, canada, belgique, luxembourg, monaco samy francophone. ilay france mantsy toa ohatran gravy be ilay maka visa sy manao taratasy.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: pffffff
Date: 16 février 2018 - 13:27

tsy afaka > ko raha tsy hoe mora ny mahazo visa amin'ireo ko

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: firatay
Date: 16 février 2018 - 15:02

pfffffff> anga koa mora ny mahazo visa sy fianana france? tsy aleoko ary reo?

raha tena ianatra mitadiava lalana ankoatran'ny france, be loatra ny fankam-panahy

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: tsy afaka
Date: 16 février 2018 - 15:11

pffff: tsy misy visa mora azo fa samy miaro ny sisitaniny daholo ny olona, fa ny tiako holazaina hoe mba mijery fianarana any ankafa ankoatran'ny any France dia satria ny an'ny frantsay sady efa sarotra ny bureaucratie mikasika ny fianarana sy mikasika ny visa no mbola tsy mifampiankina ireo. tsy hoe milamina ny hianarana dia hanaraka hoazy ny visa fa mbola misy ny cas hoe tsy mahazo visa hianatra.
raha samy vao hitady hoy aho etsy ambony, aleo mba mijery any akafa ihany koa. tena pffff marina

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: pffffff
Date: 16 février 2018 - 15:18

Ka ny sujet eto anie mazava be fa FRANCE no tiany aleha e.

Mahaiza mamaky tsara fa tsssss

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: S o a
Date: 17 février 2018 - 09:22

namantsoa<<< mba jereo koa ilay sujets hoe » Études en france « é.na dia lava aza ,bé
renseignements ao na visas ,na études...

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: Fianarana aty
Date: 17 février 2018 - 13:26

Tsy atao tokana ny lalana ivoahana, atao daholo izay hahazoana inscriptions dia izay tafa visa tafa.

Tamin'izahay nanao demandes d'inscriptions, dia natao, France, Suisse, Belgique, samy tafa daholo, nangataka visa avy eo dia eto France amin'izao.

Fa tamin'izany,mbola mora ny fakana visa tao amin'ny ambassade.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: sash
Date: 17 février 2018 - 15:30

amiko aloha tsy nihamora na nihasarotra izany ny fakana visa fa mitovy ihany, amin'izao aza mora kokoa satria tsisy an'ilay entretien amin'ny mpiasan'ny ambasady iny intsony fa manatitra dossier dia basta

Fa ilay logiquen'ny frantsay mihitsy no betsaka tsy azon'ny malagasy mpangataka visa, dia lasa "refus" no betsaka, satria ilay demande mihitsy no tsisy logique, ohatra hoe mpianatra mangataka hanao vacances ao anatin'ny periode fianarana, mpiasa mangataka hanao vacances 3 mois be izao, hianatra any france any @ université marne la vallée nefa any provins ny trano hipetrahana : tsy logique izany mpianatra hanao 2 h de trains par jours izany normal be raha refusé etc etc ....

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: gassips
Date: 17 février 2018 - 19:31

Jereo fa manomboka hivoana indray le sujet. Hita mihitsy hoe malagasy miresaka

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: tsy afaka
Date: 18 février 2018 - 04:47

fianarana aty: io mihitsy no tiako ahatongavana satria izy milaza etsy ambony fa vao hitady tena hatramin'ny lalana aleha voalohany mihitsy.
sash: misy fahamarinany ny teninao. fa misy ankizy fantatro nilamina ny fianarana fa tsy azo visa akizy hanao troisieme cycle.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: Esider
Date: 20 février 2018 - 13:10

Mazava fa tsy maintsy accepté @ fianarana vao afaka mangataka visa, critère azahoana visa io acception io fa tsy io irery fa resaka vola (ressources iainana any) sy logement no hitako tena mitondra azy koa raha ny hevitro. Fomba fijeriko io. Dia marina ilay hoe misy zvt tsy logique ataontsika any anaty demande de visa, dia normal raha tsy mahazo.

Ilay olona nanokatra ilay sujet efa nahazo valinteny raha ny fijeriko azy, dia anjarany sisa. Raha ny tena marina efa sujet clos ty sujet ty fa afaka mbola miwawawa isika hahaha

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: pixie
Date: 20 février 2018 - 14:09

tsy afaka> anga tsy visa pour france ihany ny visa suisse, belgique, allemagne? Tsy mitovy ihany koa ve ny procedure @ ilay izy? Hoy ianao oe ilay France gravd be ny maka visa

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: WinTV
Date: 20 février 2018 - 14:40

pixie>>> Raha court séjour Schengen dia consulat de France no mandray ny demande France, Allemagne sy Belgique. Raha long séjour dia tsy maintsy mandeha any @ ambassade n'ireo pays ireo ianao. Allemagne etsy Ambodiroatra, Belgique tsy haiko (toa Tanzanie hono).

Raha court séjour Suisse dia ao @ Ambassade suisse eo Antsahavola.

Misy dossier tsy mitovy na dia visa schengen aza raha France sy Suisse (ireo aloha no efa hitako).

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: tsy afaka
Date: 20 février 2018 - 15:04

pixie: iray ihany ireo ka! samy visa schengen fa raha ny experience niainako sy tamin'ireo namako dia ohatrany rehefa feno ny fepetra takiany dia omeny tsisy reserve ilay visa hoan'ny suisse, allemagne, monaco, ny ankoatra izay tsy fantatro. fa France na manatitra izay dossier rehetra takiany aza mbola mamaly izy hoe "votre volonté de quitter le territoire n'a pu etre etablie" moa ilay filazany azy. tsy haiko mety samy manana ny anjarany fa ny ahy tsy tany france no anjarako ka mahatonga ahy hilaza hoe mba jereo koa any ankafa sao dia mba misy ny mety.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: sash
Date: 20 février 2018 - 15:27

tsy afaka >>> tsy mitovy ireo ka, diso izany teninao izany.

Resaka fianarana ny sujet eto, izany hoe "long séjours" izany. Tsy visa Schengen intsony izany.

Options: Répondre
Re: ho any andafy
Par: WinTV
Date: 21 février 2018 - 07:27

Manamafy ny lazain'i sash aho: raha long séjour dia "visa national" no filazany azy dia na ny dossier na ny toerana alefa dia samy hafa isaky ny pays. Araka ny lazaiko ery ambony. Ohatra: France dia consulat de France (TLS ny prestataire de service), raha Allemagne dia tsy maintsy ery Ambodiroatra, raha Belgique toa ambassade any Tanzanie (hono) etc.... Long séjour no resaka eto (+90 jours).

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg