Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Travail et étude
Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: hody any ambanivohitra
Date: 13 décembre 2015 - 16:18

tsy manatalentan @ ty bizna2 sy varotra ty ny tenanay fa andeh hamokatra any ambanivohitra angamba. Sao mba misy mahalala, à peu près, ny mety vidin'ny m2 @ tany ambanivohitra? miala 10 km route nationale ohatra farafahalavitra, tongan'ny lalantany.
Toa aleo mamboly na miompy fa mafy ny fiainana

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: copain
Date: 14 décembre 2015 - 16:40

za manana tanimbary 1 lehibe eo @ 1000m² eo dia kely 300m² X3 eo izy rehetra ireo no ataoko 15 M° Fmg, 3 km miala @ RN 30 km alohan ahatpngavana an tsiroanomandidy; misy tanety ihan koa fa mbola tsy voadinika oe alefa ohatrinona fa ilay tanety eo @ 300 m miala @ RN eo

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: arakaraka
Date: 15 décembre 2015 - 18:25

arakaraky ny toerana fa nisy fotoana zao tany Fihaonana, RN4 à 56km de tana eo, nisy nivarotra 200ar ny m² tany amoron'ny route nationale iny mihintsy

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: Princy
Date: 16 décembre 2015 - 08:44

misy tany amidy any Ambohimandroso Ambatolampy. 50Ha 4 000Ar/m². Premier Plan @ RN7

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: nounous
Date: 16 décembre 2015 - 11:51

afaka mangataka maimam-poana @fanjakana ianao raha hamboly zany (donner de la valeur au terrain). tany ts misy tompony = tanim-panjakana no angatahana d zay. mahafantatra olona manao an'io za : manakarama lehilahy maro hanala bozaka sy hiasa ny tany d mamboly eo d mahavokatra tokoa d entre temps izy manao fangatahana (any @ faritra manodidina itasy fa lavitra izy no manao izany )

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: hody any ambanivohitra
Date: 16 décembre 2015 - 18:57

Misaotra @ valin-teninareo fa misy isaintsainana.
Hevitra mety io an'i Nounous io an, fa atao any @ somary dezaka dia tsy misy misoratena ho tompony.
Princy>> rah hatao hotel angamba mety ho tafa zany moron'arabe zany an, fa somary lafo2, fa information bien notée na zany aza.
Arakaraka> zany zao milay zany tany mora be zany satria tena mbola bdb ny investissement tokony hatao.
Copain> aleo fa dinihana e, misaotra!

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: te-hamboly
Date: 17 décembre 2015 - 22:42

Miala tsiny indrindra fa mba manararaotra kely
nounous >> Mety misy fomba ve ahalalana ny tanim-panjakana raha ohatra olona tsy mipetraka eo amin'ilay faritra (ilay Commune).

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: nounous
Date: 18 décembre 2015 - 10:25

rebjr dahl, vao nandeha vao2 omaly alina mihitsy io nolazaiko io.ialana tsiny fa ts tadidiko le famelabelarana momba ny fananantany na hoe iza no nikarakara azy : fa d zay, mias @tany enao d manantona ny commune d ny commune no manao reconnaissance d miakatra any @tompon'andraikitry ny fandraharana ny tany sy ny sisa (mety afaka tedavina angamba zay vao2 zay fa manazava misy2 kokoa izy ao )

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: caprice
Date: 03 janvier 2016 - 17:56

Ny afaka atao koa dia manofa tany. Arakaraky ny toerana fa 30000 ariary/an/are eo ny cours am zao

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: milla
Date: 03 janvier 2016 - 20:16

caprice : aiza no ahitana tany ampanofaina? sa amin'ireny agence immobilière ireny?

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: Insékurité
Date: 04 janvier 2016 - 19:06

Eritrereto tsara ihany koa ny lafiny sécurité kalongany vao mijabaka, tsy milam ny tany ankehitriny, ka sao hanenenana.

Nisy olona fantatra nanajary, nanao foto-drafitr'asa tsara toy ny panneaux solaires, ets nande tsara ny fiompiana fa fotsy tao anatin indray mipi-maso.

Ka eritrereto tasara io lafiny iray io.

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: AIZ KOS
Date: 05 janvier 2016 - 09:37

insékurité>>>

Marina izany, fadiana ny tena mitoka monina be lotra, tsy tokony hanalavitra toby ny gendarmerie lotra, tokony mba misy réseau tsara @ resaka telephone...
efa tsara raha mandray ireo fepetra ireo, raha afaka miaro tena , miompy alika tena masika na mahazo alalana mitana basy dia vao maika tena tsara, fa tsara be ary mahate hidera ny hevitra, satria ny tsy fahampian ny famokarana no tena mampidangana ny vidimpiainana eto amintsika , (misisika manao bizna eto à ville daholo ny maro, ny tenanay ao anatiny), ... fa raha resaka insécurité kosa no heritreretina be lotra, angamba mifindra monina any ivelany no mety, tsy tena fantatro intsony izay milamina eto na andrenivohitra , na ambanivohitra ... za mipetraka ety Mandrosoa ilafy , manakaiky an ' Ambatobe fa dia mivarahontsana @ insécurité ety...rehefa manao vacance any Ambanivohitra idray aza no ohatry ny mba milamina kely, raha nanana tany lehibe tany ambanivohitra koa aloha dia efa anisan ny niova asa mihitsy eh

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: hody any ambanivohitra
Date: 05 janvier 2016 - 15:08

tsy manana vola hanaovana infrastructures be kosa aloha a e. Ny eritreretiko dia tena oe fambolena, tsy atao dezaka tanteraka, de anaramana gardien angamba hialana @ halabotry. Tena oe hamokatra sakafo fotsiny mba manampy @ vidimpiainana.

mety ho tsara rah manana ferme be tokoa saingy tsy manana fonds hanaovana an'izay.

Ny insécurité de toa ny aty @ ville aza no tena loza an

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: gasytanavo
Date: 20 juin 2016 - 18:08

Za mitady tany 30km miala ny tana ,tonga ny fiara ,tsy lavitra ny renirano ,tsy lafo loatra 5ha eo eo hanaovana fiompiana ,vao projet io

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: hody any ambanivohitra
Date: 23 juin 2016 - 15:10

gasytanavo> mety mintsy zao io hevitrao io. Za sady te hiompy kisoa no te hiompy trondro ihany koa, ilay tany sisa no tsy mety mahita. Dia asiana fambolena kely sy arbres fruitiers koa

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: alanorofo
Date: 18 janvier 2018 - 13:28

Bonjour, caprice >> afaka mahazo numéro anao ve ? merci

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: Mpiseranaa
Date: 18 janvier 2018 - 16:30

Tena tsara ilay tetik'asa fa dia isaorana ianao mba manana tanjona hampivoatra ny fiarahamonina. Ny fiompiana dia tena asa azo ilofosana. Ary Mada tia manana tany midadasika sady mamokatra. Azo ompiana daholo ny karazam-biby rehetra fa dia mirary fahombiazana.

Izaho manokana dia fiompiana no tiako hilofosana rehefa tafaverina soamantsara any. Aty dia misy olona mivelona @ fiompiana akoho fa dia tena tafavoaka.

Options: Répondre
Re: Mety ohatrinona eo ny vidin'ny tany ambanivohitra amokarana?
Par: rv
Date: 24 janvier 2018 - 16:39

20 ar /m2 raha mbola tanim-panjakaana

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg