Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Travail et étude
Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: paka
Date: 20 avril 2016 - 12:16

mba liana mantsy ny tena ka sao dia misy mba afaka mampahafantatra bebe kokoa

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: jehan
Date: 20 avril 2016 - 16:41

Intéressant be zan fa nefa tsy maintsy mihanto-tena aloha ny makany , ny visa sns d aveo miverina aty zay vo mivaly. tsy azo antoka akory hoe voaray na tsia

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: fikitra
Date: 20 avril 2016 - 16:42

Mila en bonne condition physique koa surtout raha te ho lany fa raha tfa aminazy kosa aloha tonga dia vola be avy hatrany

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: WinTV
Date: 20 avril 2016 - 16:44

any ampita no manao azy araka ny lazain'i jehan fa tsy eto Dago.

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: jehan
Date: 20 avril 2016 - 17:03

Dès votre arrivée, les tests commencent :

- Tests physiques : luc léger, cooper, montée de corde 5m, pompes, abdominaux, tractions

Une excellente condition physique est indispensable.

- Tests psychotechniques
- Entretien de motivation
- Visite médicale

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: papsi
Date: 20 avril 2016 - 17:35

D ahoana n fandehan'io? ahoana ny fakàna visa amzany satria mety ho tantara b ndray io visa io mantsy surtout iz externalisé zao
Mba toroy hevitra zalah fa tena intéressé a

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: dinasoa
Date: 20 avril 2016 - 17:48

mamaky eto dia hitako fa be zany intéressé zany

papsi< Tsy maintsy entre 17 à 40 ans aloha ianao, raha mineur moa dia efa tsy maintsy mandeha ny autorisation parentale

Na manambady ianao na sélibatera dia "sélibatera" hatrany ny statut ho entinao any

Any France no atao ny sélection fa nefa ianao tsy voatery ho voaray an

raha voaray ianao dia 5 ans aloha ny premier contrat

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: manakaiky smig
Date: 21 avril 2016 - 23:46

Tsy be karama izany fa mba hoe logé nourri ftsn
Rehefa mandeha mission vao misimisy saosy
Dia mahazo nationalité moa rehefa vita ilay 5ans

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: gaga ah
Date: 22 avril 2016 - 04:58

zah mba gaga hoe be karama am aona ary, efa nahita ny reportage ny erny tam tele a fa ts mandray volabe zany reny, otrany karamana miaramila zazavao any amdr'zalah iany, eny e! fa raha oharina am miaramila gasy izy aloha to tena volabe tokoa...

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: papsi
Date: 23 avril 2016 - 08:14

Merci dinasoa namaly a! Mankasitraka rangah a

fa tena mbola mis fanontaniana iany rangah oanzay afaka mamaly a, ilay visa zany maka shenghen ian sa mi--se présenter ao am ambafrance oe hanao lézoka d misy facilitation de visa?

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: rabokona
Date: 23 avril 2016 - 09:45

Raha ny légionnaire no resahina; betsaka ny gasy ao ary raha test de sélection io, ataoko fa tena zakany gasy satria matanjaka be raha hoarina @ firenena mandroso ireo zatra mandeha fiara lava,raha mibata zavatra kely dia efa ilaina voiture na engin ireny. ..
Fa na dia izany aza mila mikoutrana tsara alohany handeha hanao test fa tafa io. Raha resaka visa andeha hanao lezoka, ataoko fa tsy sarotiny ry zareo raha efa mahazo taratasy fanamarinana fa hanao test.

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: JFK2
Date: 23 avril 2016 - 20:48

TANDREMO,tonga d tsy tafa raha haka visa ka hoe légionnaire no atao antony.Tsotra ny valiny;satria araka ny voalaza etsy ambony tsy sur enao hoe voaray.Tsy vitan'ny physique fotsiny ny any fa ny moral koa,motivation miasa be.Miankina @ olona sy ny tarikefa hananan'ilay olona koa indraindray.Ohatra hoe tsy ampy mécanicien ny lezoka,enao mahay mécanique,d mety enao no lany na dia tsy tena rezatra be fa motivé fotsiny par rapport @ hafa.
Faharoa,tourisme ihany na visite familiale no visa fakan'ny olona d any tonga d direction any @ camp manao recrutement.Misy région parisienne.Manao test ao ka rehefa lany fa midina any @ tena camp fanaovana formation

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: JFK2
Date: 23 avril 2016 - 20:50

conseils:amboary tsara daholo ny nify vao mandeha,raha misy blèm tonga d tsy lany

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: jlambut...
Date: 24 avril 2016 - 17:18

sur ve lisany we misy ts lany zany, raha mba norma physique ihany? efa maromaro no doc. nojereko tam ty net ty fa mbola tsisy nilaza we ts lany i nedala. de nody. fa de leo noho eo de mameno taratasy de avy de any am camp.
ilain drizalaha anie le legionnaire e, reny no alefany any afghanistan e, irak e sns... ts blem aminy ny mandoa ny karaman la, fa ny important aminy de we miady hoan la frantsa elah, ary de elah tokoa no maty volou rehefa raikitra ny raikitra.

alohan le 5 ans io de tsisy tombotsoa azon la, zany we raha hiala ao anatin io de mody maina. na ny karaman la aza de tsisy azon la atao nininn. nisy doc iray hitako zay, fa de saika haka ny volany tany ambanky ranamana, hay ny olana de zao , solon anarana no entin ingahy am le legionnaire io, ka nila teny an tenantenay le bandy de nieritreritra ny haka ny volany tany am banky, de ts poainsa mihits satria vo miala ela d efa miala miaraka am la kou ny anarana sy ny mombamoba an la rehetra, nefa io no anarana entina any am le banky. taraiky eo.

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: illi annah Stras
Date: 04 mai 2016 - 14:50

Cousins-ko telo niala tany Dago visa tourisme dia vao tonga,ny ampitson'io dia nandeha test Légion Etrangère ;izahay tena ampitan'ny Légion no mipetraka aty strasbourg ! alatsinainy nandeha tany, nasainy niverina ny ampitso talata ,tonga dia nitondra ny entakeliny! tany izy hatramin'ny zoma ,nasaindry zareo nijery film momba ny fiainan'ny Legonnaire, nanasa trano, namafa tokotany ...tandremo fa manomboke eo dia efa manomboka ny séléction , dia iny no lasa nandeha tany Castelnaudery ,tonga dia en tenue ,nandeha train ;tonga tany nisy test psycho-technique, marihina fa misy boky azo hanomanana tests toy itony;nasainy nihazakazaka ... tapabolana taorian'io iray tamin'izy telolahy tsy voaray no nitantara satria vao tsy lany dia namerina ny tenue Nomeny !noentohiny ny billet niverina taty tamin'izany! ny karama dia toy ny miaramila fa ny tombony dia tsy mandoa hofantrano, tsy miantoka sakafo ary afaka 5taona mahazo taratasy vazaha ; ny anaran'izy roalahy lavabe , tonga dia novainy vao tafiditra tany izy ary ireo no anarana ananty cNI izao; tsy azoko le resaka olana amin'ny banky, mahazo carte visa toy ny rehetra ry zareo, manana chéquiers toy ny rehetra, ny coordonnées any amin'ny camp,non ? Ny iray tamin'izy roalahy nandeha enimbolana tany Afghanistan, izy mahay mécanique dia manamboatra camions hono no tena nataony tany , afaka nifandray taminay tamin'ny Skype isaky ny tapabolana ary tsy hitako frustré akory izy! ni geste be avy any ; tsy azo tao n'inon'inona ahoana ny karama ry jiolambut ? tena tsy aty marina ianao ka tsy mahalala fa nohon'ny volany ,mahazaka sipa milay ny lezoka aty fa izay soirée misy azy aloha dia 3 B no fiantson'ny malagasy azy aty! tsy lazaiko eto no dikany ... nanao infirmiers izy roalahy avy eo, miampy ny retraite azo tany amin'ny Lezoka, miadana tsara!

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: WinTV
Date: 06 mai 2016 - 11:33

nisy bandy fahtatray nanao lezoka fa rehefa vita ny obligation (5 ans teo) + qlq années dia nijanona lery sady efa nahazo papier moa no mbola mahazo pension. Izy indray nilamina satria presque tany Mayotte sy Djibouti no nandehanany fa tsy nandeha t@ tany misy ady be reny.

Nody izy taty aoriana dia eto @ tanàna zao miodikodina fotsiny nefa ny vola en euro milatsaka avy any foana isambolana. Nangataka virement permanent izy @ compte tany finda mandeha aty @ compte Dago. Vola kely fa avadika ariary lasa betsaka. Mirevy fotsiny no antaony eto zao.

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: Najaina
Date: 11 février 2017 - 14:23

Azfd saik antani oe ra mangatak anle visa tourist f anao legionnaire v ts bol mis justificatif financiere angatahan v amle akanesan an frantsa? Ts tsartsar kokoa v n mteni amn ambassade oe anao legionnaire d amzai ts angatahan justif tsoun ivainian an!

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: sambatra
Date: 30 avril 2017 - 16:12

zah kou sady efa vonona no liana no te hanao fa mba omeo torohevitra ry zalahy

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: sambatra
Date: 30 avril 2017 - 16:15

Raha hanao an io zavatra io zany de inona ny motif atao ao anaty visa????
Ny miantoka ny tenako matsy tsy mapaninona an ahy satria efa nivononona ny amzay zah

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: JFK2
Date: 04 mai 2017 - 18:40

Najaina:tonga d tsy tafa raha vao hoe légion no atao motif visa satria tsy sur znao fa ho voaray

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: Anziz
Date: 07 mai 2017 - 17:41

ino2 ny dossier ilaina sy izay no andifasana anazy?

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: IRRINA
Date: 07 mai 2017 - 21:17

Tongava aloha aty dia mandeha direct any amin'ny Légion étrangère, raha lany dia mijnona, tsy lany dia na miklandy na mody any Dago

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: irrina
Date: 07 mai 2017 - 21:18

PASSEPORT ihany no ilain'ny ao amin'ny Légion vao tonga aty France ise;

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: BEL
Date: 10 mai 2017 - 15:25

KAIZ DOLY ZALAH A!!! TENA ILAY VISA NO @#$%& B FA REHEFA TONGA ANY VITA FOANA EEE!!!MISY SOLUTION VE IO VISA IO

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: lezoka
Date: 29 mai 2017 - 13:41

kaiza zalahy a,

tena marary nerf sciatique ah, nefa hiditra any amin'ny mois de juillet zao, mety poinsa ve? merci an
Efa manao traitement be ah io

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: mankaher
Date: 07 juin 2017 - 17:29

Za ry zalah tsy maharaka lotra ny fandehany fa mahalala olona izay aho, ny zandriny manao an io @ izao, dia niteny tamiko izy hoe mikarakara raha misy te hanao, za aloha tsy ho lany match , fa mba hoteneniko izy hiditra eto , mankahery anareo vonona aho, tiko be ilay toe tsaina , mitady lalana mba hovotra, aza mba mihaino ny vavan ny mpanatsatso mihitsy , ratsy saina ireny.

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: Max257
Date: 28 juin 2017 - 22:31

Slt d karakaraina ahoana mw l izy azafady

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: garant
Date: 29 juin 2017 - 15:25

jereo ao @ internet : légion étrangère recrutement. Vakio an-tsipirihiny
Ho hitanao ao ny conditions:
-administrative: tsy miantoka ny visa-nao izy, fa efa tonga any ianao vao afaka miresaka aminy. Visa tourisme na visite familiale angatahina; fa tsy misy visa légion izany.
- physiques: misy tests henjan-kenjana. Andramo aloha raha vitanao.
-médicales : entre autres, mila tsara nify; ankoatry ny fo...

Rehefa heverinao fa ao daholo ireo conditions voalaza ao dia mahereza et bonne chance

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: lezoka
Date: 12 juillet 2017 - 09:37

salut,

Tena aiza any europe ary no mora idirana fa le maka visa france, danger be

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: Hajatina ANDRIAMANAMPY
Date: 12 juillet 2017 - 11:54

Mba mangataka type na lettre atao aminy resaka rapport d'activités na rapport financier mensuelles

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: doly
Date: 13 juillet 2017 - 11:27

tena tsy poins vo marary zan, enjana be ny test medical an

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: dôly
Date: 13 juillet 2017 - 11:32

La Légion étrangère poursuit jusqu'en 2018 sa manœuvre de recrutement dans le cadre de la remontée en puissance de la Force Opérationnelle Terrestre. Elle recrutera 1300 volontaires en 2017 ! io no ao anaty site legion etrangere

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: dôly
Date: 13 juillet 2017 - 11:34

La Légion étrangère recrute sans justificatif d’identité. Cependant, de manière à faciliter les démarches administratives liées à l’engagement, et celles à l’issue de votre engagement, vous pouvez utilement vous munir des documents suivants :


&#10625; Carte nationale d’identité ou d’un passeport en cours de validité.
&#10625; Permis de conduire
&#10625; Extrait d’acte de naissance (version intégrale avec filiation de moins de six mois)
&#10625; Justificatifs de situation familiale (photocopie du livret de famille)
&#10625; Certificat de mariage / divorce
&#10625; Extrait de casier judiciaire (Criminal record extract)
&#10625; Titre de séjour (resident card)

&#10625; Justificatifs de scolarités ou diplômes
&#10625; Justificatifs de contrats de travail
&#10625; Justificatifs de service militaire (autorisation de servir dans une armée étrangère en fonction des pays)
&#10625; ESS (état signalétique et des services) pour les candidats ayant servi dans les armées françaises
&#10625; Attestation JAPD (journée d’appel de préparation à la Défense) ou JDC (Journée Défense et citoyenneté)
&#10625; pour les candidats âgés de moins de 18 ans, fournir une « autorisation parentale » manuscrite et signée par les deux parents, ou le(s) tuteur(s) légal(aux).

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: Amirkhan Nasmy
Date: 13 décembre 2017 - 20:47

Kaiz dahol a,
Hono oa? Mety oviana ndray ny recrutemnt leg manaraka ny 2018?

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: ralezoka
Date: 18 décembre 2017 - 14:58

isan'andro ny recrutement any France, misy toerana maromaro azonao antonina. Ataovy izay atongavana any, dia manaova salama tsara sy matanjaka tsara, nify jereo tsara. Ny endurance surtour. Dia ny saina indrindra indrindra.

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: rakot
Date: 11 février 2018 - 22:47

Salut daholo, saika mba angataka torohevitra aho. Misy namako zay te iditra legion, fa refusé ny visa-any t@ heritaona, dia te averina anao demande ndray izy, so dia mba misy afaka manome conseils mba hanana chance kokoa azaony visa amty ?

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: tsyhoela
Date: 16 février 2018 - 08:34

rakot> nisy antony tao matoa tsy nahazo visa ilay namanao fa tokony ho fantany ihany hoe inona ilay iz, mety tsy nahafeno fepetra izy amlay izy satria maro no te handeha hivoaka nefa ilay zavtra takian ambassade tsy feno dia mamerina lava nef tsy mi s'améliore akory dia refusé fona

za manokana ry zalahy tena tsy maintsy lasa amty taona ity fa somary tara ary a satria misy namana zay tany no niifnormé hoe tena nitady mitsy ny Legion Et. tam iny Janvier iny nef za mbola tsy vonona fa mba hoe any am atsasataona any
faniriako ef ela io fa nefa ko izaho handeha irery ho any kanefa raha mba misy mazoto ny hiaraka tokoa handeha ho any mba mety mahafinaritra koa fa ny hakama tsy misy sahy mo ko le moyen c'est pas donner à tout le monde fa na za handeha ary efa tena sahirana tokoa fa ambition sy faniriana ilay izy ka na handehanana irery ary dia tsy maintsy tratra io
courage ho anizay mitovy amiko

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: dezy bota
Date: 17 février 2018 - 11:22

Mitandrema fa tsy ny gasy ihany no te ho legionnaire, firenena rehetra dia te ho legionnaire daholo, ny maizim-be, ny migrants, ny syriens, ny tavaratra, amerika atsimo, ... ka sarotra be fa tsy mora izany.
Conditions physiques henjana be, manao marches 80 km, milomano anaty rano mikoriana kanefa 2° ny maripana, entina antendrombohitra kanefa négatif ny température, anaty ala amin'ny andro alina, ny tests psycho techniques, ny mental, ...
Tsy misy manfidy tsy andramana fa ny ankamaroany dia tsy lany, raha manana spécialité mécanique, formateur sns ... sns ... manana tombony fa tsy voatery ho lany.

Options: Répondre
Re: Kaiza ry zalah, toe hoe manao recrutement Légion étrangère foana hono ny Ambassade France eto dago? iza no efa nanao, na mbola te hiditra. Mba mila torohevitra eeh
Par: dezy bota
Date: 17 février 2018 - 11:25

Aleo andro mafana (avril ka hatramin'ny octobre) no anaovana ny tests conditions physiques fa tsy andro mangatsiaka (novembre à mars), misy ny maty fa tsy mahatanty hatsiaka, entina antendrombohitra kanefa négatif ny température

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg