Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Travail et étude
Inscae sy UCM
Par: Rayamandrenytia
Date: 17 août 2016 - 14:12

Salama daholo tompoko,
Mianadahy ny zanako hanala baccalauréat afaka fotoana vitsy, te hanohy fianarana any ivelany hono nefa aiza moa ny hoetimanana amin'izany. Mitady fianarana ambaratonga ambony matotra tsara izahay hianaran'ny zanakay, ka mba manontany anareo izay manana traikefa hoe manao ahoana ireo toeram-pianarana ireo? Izahay mivady samy nandalo teny Ankatso fa kivikivy ankehitriny amin'ny resaka grève sns. Ny anakiray série scientifique, te hanao commerce international, ny anakiray série littéraire mbola misalasala fa na izany aza tia manoratra, arts, dessin ary environnement. Misaotra mialoha @ valinteny sy sosokevitra hafa.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: mikofoka
Date: 17 août 2016 - 16:16

Atrehan'ny ray aman-reny rehetra re izany fahasahiranan-tsaina @ fianaran-janaka izany fa courage foana e!

Miala tsiny fa mety hoe tsy mamaly mivantana ny fanontanianao aho fa juste mba manome conseil kely mba takatry ny saina keliko fotsiny! tsy maninona a?

Ny hoe fianarana tsara aloha sarotra ny famaritana azy e! indraindray anie ireo fianarana everina fa lehibe sy matanjaka ary malaza ireo tsy arakarak'izay ny qualité omeny e!

Misy anefa ireo fianarana tsy dia fantatra akory satria tsy dia manao pub, tena manana qualité avo lenta sy manara-penitra (oziz ry zalà izay).

Ary maro @ireo prof eny Ankatso sy Poly ireo no manao mercenaire na izy mihitsy no fondateur @ireo sekoly sasany ireo.

Fa ny tena tsara dia rehefa misy ireny porte ouverte na karazana hetsika mahakasika ny ankizy vao hanala na efa afaka bac dia vonjeo foana.

Ary ny tena important dia ny fananan'ireo sekoly tsy miankina ireo habilitation, izany hoe manana equivalence any @ FOP ve ilay Diplôme avoakany(important be izay) satria mety mba hahana concours hiditra fonctionnaire any aoriana any ka raha sendra ny diplôme fôsika dia ho sahirana eo!

Momba ny fianarana any ivelany indray, aza manary toky izany fa maro ihany ny ankizy mahazo bourse avy @ fanjakana any ivelany izany hoe raha fanjakana Sinoa ohatra no manome bourse dia iantohany presque à 100% mihitsy ilay ankizy (misy ankizy fantatro) tsy manana olana mitovy @ilay boursier avy @ fanjakana malagasy!

Mila mikarokaroka fotsiny dieny izao, rehefa mba mahazo connexion internet dia zavatra important no tadiavina fa tsy variana @ FB fotsiny, fa na dia izany aza nisy ankizy fantatro nahazo bourse any Chine il y a 2 ans izay fa nanana ami FB nianatra tany chine dia io no nahitany lalana any, bourse fanjakana sino ihany koa no azony mbola any izy izao. Ary betsaka ny Bourse Amerikana, Indiana, Japonais, canada fa aza variana makany France foana!

Mazotoa rangah nareo a! Ny vavaka no ataovy ambony indrindra fa io no tena manova zavatra! Izahay aza tsy mahay n'ini n'in kely ity mba nahita an'izany an-dafy noho ny fitahian'Andriamanitra sy ny fahasoavany!

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: Rayamandrenytia
Date: 17 août 2016 - 23:23

mikofoka >>> misaotra betsaka indrindra fa dia manampy tokoa ny valinteny. Hatreto aloha dia tena miezaka mafy mianatra mihitsy ny zanakay ka izay no tena mahatonga anay mitady fatratra izay lalana hahatafita azy ireo.
Marina ny anao momba ny bourse d'études fa dia mba hikaroka ny momba an'io. Efa mazoto foana mijery sy manaraka ireny portes ouvertes sy salons isan-karazany ireny ka.
Ny faniriana dia mba ho afaka hanovo izay fianarana sy taranja tiany sy mifanaraka @izay manavanana azy ny ankizy. Etsy andaniny koa anefa ny hoe hahazoany asa sy karama mahavelona ve io fianarana arahiny io.
Tsy mora ny fanabeazana e, fa dia ankinina amin'ny Tompo ny ho avy manontolo!

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: robera
Date: 18 août 2016 - 10:24

Miarahaba

Ny tena zava-dehibe dia hoe mazoto mianatra ve ny zanakao satria rehefa izay dia tafavoaka foana izy na avy aiza na avy aiza no mianatra. Na izany aza dia hafa ihany ilay diplôme be "prestige" raha olona 2 mitovy compétences. Anisan'ny mahatsara ireny "Grandes Ecoles" ireny koa dia ny fahafahana miditra "réseau professionnel"

Somary lafolafo aloha ny INSCAE sy UCM (indrindra rehefa miditra 2nd cycle) ka eo no mila manadihady tsara

Ilay zanakao faha2 moa izany tsy dia hitako loatra hoe inona no tsara aminy raha ireo no zavatra mahaliana azy satria any @ resaka "design" sy "graphisme" no tena mety aminy nefa mbola tsy dia misy an'ireo loatra ny fianarana eto an-toerana

Raha maniry hianatra any an-dafy dia tena aleo aza mamita 1er cycle eto Mada dia izay vao manohy/manampy. Tsy haiko ny amin'izao hoe manao ahoana fa ny INSCAE dia manana universités partenaires momba an'izany rehefa hiditra Master ny mpianatra

Ho an'ilay zanakao série S hevero ihany ny resaka "informatique" fa io koa anisan'ny ahitàna lalana mankany andafy rehefa avy eo ary mora ahitàna asa amin'izao sady tsara karama amin'ny ankapobeny

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: Fianarana ambony
Date: 18 août 2016 - 18:33

Bonsoir!
Raha ny eto amintsika amin ny maha tompon'andraikitra orinasa ny tenako sy ny traik efa kely itako dia sekoly 2 ihany aloha no manana antoka tsara amin ny fitadiavana asa: iscae sy iscam. Mety amin ny zanakao 2 ireo sekoly ireo!

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: ezaka
Date: 18 août 2016 - 18:45

Rayamandrenytia>>> Raha te hianatra aty ivelany izy mianadahy dia mijereva ihany possibilite mety ho zakan'ny volanareo mivady. Izaho aloha tsy tany France fa betsaka ny firenena manome bourse (Japon, Inde, Indonesie, Coree, Turquie, Russie, Afrique du Sud, Maroc, Egypte....). Anisan'ny manana universite tsara eran-tany daholo ireo. Ary na tsy tena amin'ilay raitra be aza dia toa mba metimety kely noho ny ao Madagasikara ihany. Tsy voatery ho bourse 100% fa mety hoe mba ilay tsy mandoa ecolage na ampahany amin'ny ecolage.
Raha hanala Bac izany koa dia mino aho fa mbola kely taona izany ka miomana hianatra langue erintaona, sady mampivelatra saina be koa io.
Amporisio hianatra mafy mba hahazo naoty tsara fa manatsara dossier amin'ny universite aty ivelany daholo izany.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: ezaka
Date: 18 août 2016 - 18:45

Rayamandrenytia>>> Raha te hianatra aty ivelany izy mianadahy dia mijereva ihany possibilite mety ho zakan'ny volanareo mivady. Izaho aloha tsy tany France fa betsaka ny firenena manome bourse (Japon, Inde, Indonesie, Coree, Turquie, Russie, Afrique du Sud, Maroc, Egypte....). Anisan'ny manana universite tsara eran-tany daholo ireo. Ary na tsy tena amin'ilay raitra be aza dia toa mba metimety kely noho ny ao Madagasikara ihany. Tsy voatery ho bourse 100% fa mety hoe mba ilay tsy mandoa ecolage na ampahany amin'ny ecolage.
Raha hanala Bac izany koa dia mino aho fa mbola kely taona izany ka miomana hianatra langue erintaona, sady mampivelatra saina be koa io.
Amporisio hianatra mafy mba hahazo naoty tsara fa manatsara dossier amin'ny universite aty ivelany daholo izany.
Mirary soa

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: Rayamandrenytia
Date: 18 août 2016 - 21:18

Robera, fianarana ambony, ezaka >>> misaotra betsaka anareo! Tena manampy sy misy eritreretina daholo ireo voalaza rehetra ireo. Efa nandalo tao an-tsainay mivady tokoa io hoe manohy eto ihany aloha dia ao aoriana mijery izay bourse hianarana any ivelany. Sady mba efa mitombo fahamatorana kokoa ry zareo amin'izay. Ilay mianatra teni-mpirenena hafa koa dia efa ezahina tsy maintsy atao, teny anglisy moa izany no tena ilaina fehezina ary misy teny hafa manampy koa ve tsara hianarana? Izy mianadahy izany aloha hatreto dia mba tsara fikasana sady milofo. Indray andro any te hanangana ny orinasany eto ihany mba sady hanana asa hono no hanome asa ny hafa.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: torohevitra
Date: 19 août 2016 - 14:24

Ny INSCAE, formation continue dia tsy maintsy mandalo concours, fa tsy mora ny fidirana eny. Ny frais de scolarité manaraka fotsiny rehefa afaka, fa izay aloha no tena zava-dehibe.

Ny mety hahazo bourse any Russie indray dia ireo zay nahazo mention bien no miakatra, fa mila mankany @ ambasady, miresaka manokana @ ambasadera, mety ho tsara raha mahay miteny sov ny RAD

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: torohevitra
Date: 19 août 2016 - 14:25

azafady formation initiale mantsy e

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: Rayamandrenytia
Date: 19 août 2016 - 22:50

Torohevitra>>> misaotra anao. Tsy mahay miteny Russe izao izahay mivady koa. Raha mitohy aloha dia tokony hanana naoty tsara izy dahy e, tena tia fianarana.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: kalie
Date: 20 août 2016 - 06:13

zaho aloha de mananjanaka toa anao koa e,ary mitovy ihany ny rad retra ny momba ny ho avin'ny zanany ,fa ny ahy no MBA tiako'de ny ahasambatra ny zanako aloha ny'voaloahny ,avy eo manaraka ny sisa ,za ty manery azy hianatra be zany mihitsy fa mahita ahy mianatra izy am taonako de mandeha ho azy lasa tia mianatra sy mikezaka be
ny ahy tsy ny lazan'ny oniversite iray no mahamaika ahy fa ny fahavononan'ny olona iray hiezaka sy hitady ny tsara hatrany no andrasako am zanako ,mitozo sy maharitra,fa izay no hitako tena fahombiazana ,zaho zao am ny taonako mbola mitady hanohy fianarana ihany ary hitanjanako zany de mapirisika izy ,de mifanohana eo zahay .

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: Toro
Date: 22 août 2016 - 10:52

Salama,

Raha hanao commerce International izany dia ISCAM no tsara.
Raha droit dia UCM na Univ Ankatso (fa saingy mila autodiscipline tsara)
Aza maika handefa zanaka any am-pita fa efa misy kalitao tsara eo an-tanàna !

Mirary soa !

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: efa teo
Date: 22 août 2016 - 11:35

Salama,
Ireto aloha no itako sy fantatro hoe tsara kalitao @ fianarana : INSCAE, UCM, ISCAM.
Ny INSCAE somary orienté @ administration entreprise,management kokoa, ny ISCAM commerce, marketing à l'international, ny UCM indray dia droit, ie raha te hanao juriste ny zanakao.

Raha scientifique dia aleo miditra @lafiny informatique fa iny koa mbola betsaka ny débouché fa somary mafimafy ny fianarana (mila rondoha matanjaka kokoa) : ENI, MISA, ISPM, ITUniverity ohatra (aza miala @ ireo raha possible)

Lafolafo daholo ireo fa ireo azolazaina hoe azo antoka rehefa mianatra tsara ny zanakao no sady matanjaka be ny réseaux professionnels ao ambadika-ny.

Ny hoe hianatra any an-dafy dia aleo rehefa tonga @ stade hoe hanao master pro na recherche, MBA, PHD, fa ny tsara indrindra dia manana base matanjaka eto (niveau Licence, Maitrise/M1) izay vao mandeha any ivelany. TSy maninona raha nmiverina kely taona iray aza (ohatra hoe nahazo maitrise teto, dia mverina manao M1 mitsy any)

Bonne chance é! (raha hoany Fransa) smiling smiley

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: efa teo
Date: 22 août 2016 - 11:49

za mamporisika hoe aleo izy aloha hanao cycle 1 na 2 eto, mahazo licence farafahakeliny vao mianatra any ivelany, ny idéal manana Master1.betsaka ny tombotsoa azo raha efa mba manana diplome second cycle izy vao miala eto. araka ny voalazanao, mba efa mihamatotra kokoa, mora kokoa ny mitady bourse niveau master 2 noho miakatrz. manampotoana hanomanana ny fianarana any ivelany: na ny informatique io, na ny langue. raha sanatria aza ka tsy lasa any ivelany mba efa misy diplome ahafahana miasa eto dia mitady eny andalana eny.
tandremo tsara fotsiny fa mba sekoly agréée sy homologuée no hianarana.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: Rayamandrenytia
Date: 27 août 2016 - 20:28

Toro, efa teo >>> misaotra anareo amin'ny valin-teny. Mazoto mianatra sady tsara résultats aloha izy ireo hatreto. Manomboka mihamazava aminay mivady izao ny sori-dalana noeritreretina. Marina mihitsy ilay hoe aleo manana diplômes second cycle vao miala eto, mba matanjaka tsara amin'izay. Sady misy hiomanana kokoa!

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: Hay
Date: 31 août 2017 - 07:05

Fa mba otrinona am zao ny ecolage ao am Inscae sy UCM ao am Iscam mantsy tena lafo 3.025.000Ariary par an de 4tranches.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: WinTV
Date: 31 août 2017 - 08:03

Hay>>> UCM zao to 1.500.000 ar eo ny première année (tia mihoatra kely raha tsy diso aho). INSCAE koa toa mitovitovy @ io.

ISCAM no record raha écolage e.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: JEREO
Date: 31 août 2017 - 10:21

Jereo koa, fa ny université ACEEM koa tsara 1 400 000ar ny 1 ere année.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: WinTV
Date: 31 août 2017 - 10:22

JEREO>>>> tsara ahoana kay ny ACEEM? Mba omeo sopapa azafady. Merci.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: WinTV
Date: 31 août 2017 - 15:39

up

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: JEREO
Date: 31 août 2017 - 16:02

Raha ny fahalalako azy dia efa homologue izy ary ny mpampianatra ao aminy an, dia ireo mpampianatra mpikaroka avokoa, 1er doctorat no ngah izy zay no recteur zareo ao, ny orin asa koa efa maro no mandray ny mpianatra avy ao, zany hoe efa afaka mifaninana tsara @ ireo Univ ambony izy zany, izay ny fijeriko azy fa ny hafa no tsy haiko.
Departement gestion io aloha an.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: WinTV
Date: 01 septembre 2017 - 08:10

JEREO>>>> Merci. Raha ny fahalalako kely azy koa dia recteur taloha teny @ Université Ankatso no nalaindry zareo ao. Ny mpampianatra dia ireo mpampianatra rehetra any @ universités sy privés hafa ireo daholo no miodina @ izy ireny.

Tandremo fa msy ny atao hoe homologation ary misy ny habilitation, tokony manana an'ireo daholo zay vao tena norme.

Ny henoko mauvaise réputation kely ho an'io université io dia ny fomba fidirana ao, toa hoe facile loatra. Mety diso aho.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: JEREO
Date: 01 septembre 2017 - 15:22

WinTV < sady manana homologation izy no manana habilitation raha ho any Gestion aloha an, fa ny droit atramin' ny L3 ihany.

Marina tokoa fa recteur 1er doctorat mada izy io, ary ny mpampianatra dia mpampianatra eny ankatso avokoa ( mpikaroka ),

ilay fidirana ao ndray toa misy concours kan, ny zanako manko mianatra ao M1 izy zao, ka izay no nahatonga ahy nanadihady tsara, tara inscritpion tao inscaesy ICM de tao no nalefa fa tena gaigy be ilay iscam, de rhf tena narahina sy nojerena dia ireo voalazako ireo.Nasaiko nanao concours inscae izy zao m1 fa tsy nazoto fa hoe aleo hn ao ihany mamita atramin' ny M2.

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: tiagasy
Date: 12 septembre 2017 - 12:03

Bonj.Ny zanako koa nahazo mention bien, Bac c, fa nisafidy ny hijanona taty Dago ihany izy, rehefa niara nidinika taminay RAD. Ny antony dia tsotra ihany, Madagasiara dia mila olona mahay hanarina azy, fa leran'izy mandeha any am-pita hianatra any iny dia efa kely ny chance hiverenany aty an-tanindrazana, fa lasan'ny vazaha ambongadiny eo ny zanako, dia very ny fananana kely mba noharianay RAD hatrizay sady ahoana ny vazaha foana no hahazo ny tsara. Fa rehefa miasa indray izy dia sur aho fa tsy maintsy hivezivezy any andafy

Manaova concours INSCAE raha tianao ihany ny hijanona

Options: Répondre
Re: Inscae sy UCM
Par: accrédité
Date: 12 septembre 2017 - 15:48

Misy ny homologation an, de habilitation ary accréditation: ireo izao no mamaritra ny kalitao misy ao @ ivotoeranm-pianarana iray ka mba anontanio any ihany. amin'ny ankapobeny dia ny mpiasa @ sekolim-panjakana ihany no mitselika etsy sy eroa

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg