Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Travail et étude
fianarana maçon qualifié
Par: Raprezy
Date: 19 août 2017 - 13:30

Zahay dia fikambanana tsy miankina manampy tanora.
Saika hanontany aho hoe, misy institut ve eto Madagasika mampiofana ho maçon qualifié? Indrindra ireny plombier sy carreleur, electricien etc reny?

Tetik'asa eritreretinay hatomboka ny fanofanana tanora vitsivitsy amin'io sehatra io ka raisina an tanandroa zay afaka manome infos.
Misaotra tompoko

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: Dondrona
Date: 23 août 2017 - 19:06

Mandehana Raprezy any Ambatolampy a ,ireo specialité rehetra voalazanao ireo dia misy specialiste bestaka amin'ireo any ,sady mora ny azy ny fiofanana an .

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: NIRINA
Date: 24 août 2017 - 11:22

Eny Bevalala eny amindry mopera Jesuite.

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: Njoun.
Date: 24 août 2017 - 11:58

Ao amin'ny filatex yeah

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: nounous
Date: 26 août 2017 - 13:41

ie ny eny bevalala na ao Isotry ao @catholique

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: raprezy
Date: 04 septembre 2017 - 10:28

Misaotra mamaly,
toa efa mikatona ny etsy Bevalala,
misy afaka manome fanazavana momba ny an'i Filatex sy Catholika Isotry ve?

Mitady centre de formation tena sérieux manko zahay handefasana ireo tanora mirenireny,

Misaotra Tompoko.

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: tsyampy
Date: 04 septembre 2017 - 21:07

raprezy : tena sekoly ho an'ireny traikefa ireny no tena tsy ampy eto amintsika

Tsara be ny projet-nao fa mahavita soa

Tsy mety aminao angaha raha ianao mihintsy no mirotsaka manao centre de formation pour ouvriers qualifiés ohatra : maçon, soudeur, plombiers,peintre , sns

Zavatra tena tsy ampy eto amintsika izany nefa tena ilaina be dia be ary rehefa tena mahay ny mpiasa dia tena mahavelo tena tsara rehefa miasa tsara sy sérieux fa tsy mikilavaka

tena tsara izany eritreritrao izany fa trandraho tsara e!

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: Mianatra
Date: 05 septembre 2017 - 08:49

Manaona 100% ny hevitr' i tsyampy, ataovy raprezy fa tena mahasoa ny firenena io,
Expéience: nisy ankizy lahikely nitadianay centre de formation ohatr'io fa tena maromaro ny varavarana nolalovana vao vao nahita " mompera italiana " no nandray ilay zalahy dia lasa electricien batiment izy izao, fa ny mompera gasy misotro divay sy manera trano no tena ataony

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: tsyampy
Date: 05 septembre 2017 - 21:44

Ny asa tanana @ tao trano dia tena mahavelona tokoa

Misy plombier mpanao ny asa ao aminay dia tena nivoatra mihintsy ny fiainan'izy mianakavy

T@ valohany mandeha beka izy manenjika chantier dia niasa irery , miasa tsara sy mahatoky izy @ fividianana entana
taty aoriana rehefa lehibe ny chantier dia mampiasa manoeuvre lery , nandeha teny ny taona afaka taona vitsivitsy lery nandeha moto miasa
Lery koa nanao investissement be @ fitaovana dia mety tsara ny asany
@ izao fotoana lery tena hifampitadiavana mihintsy no maka azy , lery koa niasa teny @ mopera sy masera dia tena bobaka ny chantier, izao lery indray no mandà asa , raha vao kely ny chantier tsy manao lery
Ireo vazaha sy mpanana ireo ny client lery ny karama betsaka
Izao lery nahavita trano ary tsy trano kely an!

Izaho aloha dia tena miàla satroka @ lery e!

Misy mpandoko koa manao asa toa io koa ary tena lasa lavitra

Raha mahay mitrandraka an'io dia azo lazaina fa mety

Ny fanaovantrano eto betsaka fa ny mpiasa mananatraikefa no tsy ampy

Firy @ mpiasa tanana malagasy no nianatra ?





Fa izy aloha dia tena miasa tsara , tsy mikilavaka ary olona mahatoky

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: raprezy
Date: 08 septembre 2017 - 22:52

Nahaliana ny fifanakalozana teto ary hisaorana antsika rehetra
Rehefa natao ny fandinihana dia tsy ampy toerana mampiofana momban'ny artisans BTP tokoa eto amintsika, ary ny Filatex sy ireo vitsy hafa dia mampanofana fa avy eo ampiasaina ho azy ihany ireo olona hofaniny
Otrany tapakevitra hanangana io centre de formation io zahay ka eo am-pandrafetana ny dossier hitadiavana financement (bailleurs), koa dia mampanantena fa rehefa tanteraka izany dia ho avy hanome vaovao eto
Hatreto aloha dia ho fanampiana ny boay kely mirenireny sy sahirana ny tanjona, mba ho tonga dia opérationnels ry zareo
Mankasitraka antsika rehetra

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: tsyampy
Date: 09 septembre 2017 - 01:16

Ketreho sy ataovy matotra tsara ny projet-nareo fa tena ilain'ny malagasy izany,

Formation tsy lava loatra no omena ny olona

Normal ihany raha alainy miasa ho azy ihany ny mpianatra nampianariny satria izay nianarany tao no applique-ny any ampiasana dia mihena ny fanarahamaso akaiky be satria tena henjana ny manaramaso ny asa rehefa tsy dia mahavoa ny mpiasa e! ( ny fotoana lany ,ny vola lany ny materiaux simba , nyclients very sns)

Tsarovy fa ny client iray tsy faly dia hanely ny fanaratsiana anao @ olona rehetra manodidina azy izany hoe very client maromaro ianao
Raha faly aminao ny client dia mety ahazo kil 2 na 3 ianao dia mihitatra tsikelikely

Ireny nahavita formation dia mety hiasa tenany izy any aoriana ary izay no tena objectif satria raha miasa @ entreprise ianao dia hitanao ihany izany karaman'ny mpiasa fa tsy dia mankaiza loatra
Rehefa mahatafavoaka vitsivitsy ianao dia efa miady e!
Projet madinika hanombohana azy dia ampitomboina tsikelikely eo
Raha ho ahy manokana dia CF ho an'ny maçon, soudeur, peintre no priorite-ko

Ireny boay kely mirenireny ireny ange ka betsaka ny tia ahazo traikefa fa tsy manana moyen , jereo tsara ny motivation-ny

Mahereza e!

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: Raprezy
Date: 12 septembre 2017 - 15:02

Tsyampy< Misaotra rangahy fa tena mahafinaritra ny fankaherezana sy fampirisihana avy aminao a!

Zavatra kelikely sy opérationnel mihitsy no tanjona ka!

A suivre, miverina eto ihany aho manome vaovao

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: tsyampy
Date: 12 septembre 2017 - 23:22

Raprezy => mety izany fa dia mazotoa e! alefa ny hevitra e!

Mino aho fa ho betsaka ny mpandray anjara @ ity resaka ity

Options: Répondre
Re: fianarana maçon qualifié
Par: tsyampy
Date: 19 novembre 2017 - 21:55

Aiza ianao Raprezy an , toa tsy henoheno

Efa elaela ihnay ity sujet ity no tsy misy mpjery fa aleo ampakarina

Amiko manokana aloha dia ao @ BTP ao no tena misy formation courte azo ataon'ny mpiasa izay mikasa ny ahita asa any aoriana e!

Asa tenany no tena tiana ahatongavan'ny mpiasa fa tsy ho mikarama @ olona

Mila olona tena matotra sy tia mivoatra indrindra moa @ izao fandehan'ny teknolojia izao

Raha miasa tsara dia mandeha ho azy ny pub , ianao indray aza no mandà asa

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg