Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Travail et étude
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Bourse hianarana any ivelany
Par: Lalaina
Date: 26 août 2017 - 18:14

Miarahaba, afaka bac serie C avec mention bien dia te hianatra any ivelang, aiza kay no ahitana bourse na ahona ny fomba fitadiavana ahazoana azy? Misaotra mialoha zay afaka mamaly

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 28 août 2017 - 10:20

Vitsy ny bourse ho an'ny ankizy vao mahazo bac. Misy ihany fa tena vitsy noho ny bourse ho an'ny ankizy hanao master na doctorat. Jereo ihany ny site n'ireo ambassade fa misy indraindray (Japon na chine ohatra, ny frantsay tena presque bourse de rechercher no omeny, izany hoe master na doctorat). Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Lalaina
Date: 30 août 2017 - 23:08

WinTV<< misaotra namaly fa raha misy moa mahalala dia raisina antanandroa.
Ny American ireny koa ve manome bourse?

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 31 août 2017 - 08:05

jereo koa CONABEX fa toa any no tena ahitana ireo bourse omen'ny firenena hafa. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 31 août 2017 - 10:18

Lalaina: arabaina aloha @ bac C mention bien !!! Maintenant toutes les portes te sont ouvertes, kendreo tsara ny filière ho atao fa mety hiankina @ izay ilay bourse. mitadiava bourse ihany aloha sao mi-sourir ny chance fa raha ny tokony ho izy dia any @ doctorat no hahitanao, tsy doctorat rehetra koa aloha ka izay no ilazako hie kendreo tsara ilay filière.
Raha izao no eo amin ny toeranao dia ny filière mora hahitana asa no ataoko , informatique na santé ( médecine, ....) sady indrindra indrindra tonga dia miomana hianto- tena, mahazo bourse tant mieux , tsy mahazo bourse dia efa miomana nampirim- bola dia lasa ihany. Betsaka ny ankizy mahavita M1 teto Dago no tonga aty frantsa ka mianto-tena ary mandeha tsara ny fianarana sy ny fiainana avy eo,
Raha aty frantsa dia ecole prepa + grandes écoles, na institut fa tsy fac

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 31 août 2017 - 10:27

Mianatra>>>> misy fac tsara ihany. Ohatra ao Le Havre misy hoe Faculté des affaires internationales. Ny langue d'enseignement ankoatran'ny français dia anglais ihany koa. Ny mahatsara azy dia ho an'ireo manao droit surtout droit international (y compris droit maritime izay ilaina be @ zao indrindra aty Dago tena vitsy kely no manao an'izany nefa ilaina be aty). Fa d'accord aminao aho @ filière ahitana débouché tsara kokoa any ivelany (informatique sns...). Vao nisy havana kely zay tena lasa niasa any Frantsa, informatique no nataony.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 31 août 2017 - 18:38

tsara daholo aloha rehefa études supérieures, saingy rehefa tonga ny fotoana hitadiavana asa dia tsy mahavanana ny DRH ny mijery ny candidatures des sortants des facultées fa lasa systématique na références izao ny Ecole na Institut, tsy ambany na ratsy ny fianarana ao @ fac saingy ny système de valeur des réseaux no en défaveur des facultées, ny fac ao le havre mety ho exception satria manana spécifité @ ilay droit maritime @ maha ville portuaire an ´i le havre, eo dia tena marina ny tenin'îWin tv , ohatra koa ny faculté d'oenologie de bordeaux @ vin, raha hanao divay ianao, ireo sinoa mpamokatra divay any fianarantsoa ireo dia nandaho kely tany bordeaux daholo.
Eto @ ville misy ahy izao ao @ université de droit, dia misy ny faculté de droit ho an ´ ny sarambabé, cour ao@ amphi etc ... et à côté misy ny collège de droit , samy L1 no atao fa ity collège ity mandoa vola 4000€ ny année scolaire, vitsy kely ny mpianatra ao saingy suivis tsara dia ireo en majorité no lasa notaire na tafiditra @ école de magistrature rehefa mandalo sivana.
Tsy misy justicatif objectif loatra fa système de valeur, ( misy président izay rehefa mitantara ny parcours scolaire-ny izy dia lazainy tsara hoe : nianatra tao @ St Michel " jesuite" , avy eo tao @ Henri IV paris, ..., système de valeur daholo ireo
Eto Dago izao tena misy lazany tsara daholo ireo ao @ informatique, ny inscae @ resaka banque , comptabilité, izay mpianatra avy @ ireo tonga aty frantsa tafavoaka daholo , mamerina kely ilay M1 avy eo misosa tsara hatramin ny asa

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 01 septembre 2017 - 05:00

Tena tsara sy malaza eran- tany ny faculté de sorbonne sy paris dauphine fa ao anatiny ao ve misy nuance ohatr'io eo collège sy faculté io, sa ve ny médecine no tena tsara ao sorbonne?

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 01 septembre 2017 - 07:57

Ny grandes écoles aloha dia mazava fa malaza sy manana bonne réputation @ ankapobeny.

Nisy article zay hitako t@ Le Figaro raha tsy diso aho nanao comparaison grandes écoles sy universités (facultés) fa intéressant ny zvt resahany ao an (avantages et incovénients). Misy zvt tsy ampoizina fa lavabe raha resahana eto. Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 01 septembre 2017 - 08:03

Ny eto Dago (satria moe ny tena eto ihany) dia malaza tokoa ireo instituts privés haintsika ireo. Ary mahay ny ankizy avy ao. Saingy ny ankizy avy eny Ankatso koa tena misy ao tsara: mety hoe + ou - mitovy fahazaina, fa ny ankizy teny Ankatso tena débrouillard be, hany ka mora mi-s'intègre @ milieu professionnel izay misy défi be. Mazava angamba fa tsy zany ny any andafy fa resaka eto Dago ihany zany. Ato aminay aloha dia mifaninana tsara ireo sortants privés sy publics ireo e.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 01 septembre 2017 - 10:18

Miala tsiny @ i Lalaina aloha fa somary hs kely saingy misy tsara hôfantatra ihany raha hanao étude sup eto dago na frantsa,
Tsara mihitsy ilay concurrence eo @ privés sy ny eny Ankatso, mba mi- relativiser izay mety hô abus, ohatra eny Ankatso dia nisy mihitsy ny fotoana nampalaza ny risoriso sy diplôme canapé fa mba tonitony rehefa nisy ny concurrence, tsy ny prof rehetra no resahiko fa kosa tena misy prof tsy misy ethique fa manimba ny mpianatra, ( diso angamba ilay hoe diplôme canapé satria raha mahay aza ny ankizy vavy dia maka tambiny foana i ramose prof vao mi-valider ny thèse na ny resultat des examens, indrisy..., aty frantsa indray dia tena enseignements de classe mihitsy ( classe sociale ) ny gdes écoles ho an ny mpanambola 4000 à 12000€ ny année scolaire fa ny fac ho an ny sarambabé,
Ohatra ny medecine: satria fac dia tout bachelier peut s'inscrire en premiére année fa concours ny hidirana 2ème année ka izay tsy manao école prépa en parallèle dia réduit ny chance, betsaka isika gasy ho tratra eo fa tsy mahafoy ilay 6000€/an @ école prépa, et en plus, 73% des admis dia redoublants donc il faut prevoir 6000€x2= 12000€ pour esperer de reussir,
Bref @ ilay selection : il faut être bon intellectuellement et avoir bcq d'argent.
Ireo fac any faritra eto dago koa mahatsara zavatra, ohatra ny informatique à fianarantsoa, asa raha misy spécifité par province ? Mba tiako ho fantatra!!!

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: pepper
Date: 01 septembre 2017 - 13:24

Faly miarahaba ny rehetra,félicitation koa @ Bacc avec mention izany. Ny bourse d'études aloha mety misy fa tena sasatra raha niveau L1. Ny fanaony ankizy mandeha aty dia mianto_tena na mitady famille d'accueil na parain @ études. Io izao ny système fanaony ankizy avy brésil na Amérique latine réo. Betsaka ireo raimandreny efa nahazohazo taona tena seul ka afaka mampiatrano sy manome sakafo fa ny contre partir ianaao ny mpanao cours mahandro sy mba namany eo an trano. Tsy misy karama izany ilay izy.
Betsaka ny association na start up manampy mpianatra mitady famille d'accueil toa izany.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Lalaina
Date: 07 septembre 2017 - 17:56

Miarahaba atsika rehetra<<< azafady raha izao vao afaka namaly fa nandeha nanao vacances kely. dia misaotra ny rehetra nanome hevitra sy nizara ny expérience fa ny tena moa mbola zazabodo ka tsy mahafantatra ny atsimo sy avaratra.

Araka ny teninanareo izany dia aleo mianatra eto Mada aloha avy ao vao makany ivelany, fa ny tiko ho fantatra eo tokony hoatrinona ny vola lany aminy école fotsiny fa ny trano moa mety hahita aminy net mitady famille d'accueil raha hiato-tena mba hi-calculer azy ny vola lany isan-taona, dia lay filière mora hahitana asa koa zao no tsy hita hoe inona, tena vaky loha satria miakina aminio daholo ny ho avy sao diso safidy. Raha misy mananana hevitra dia mba soraty ihany mba hisy hisainana.

Mamerina ny fisaorana anareo rehetra mandray anjara.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: José
Date: 08 septembre 2017 - 17:26

Salama daolo nareo! resaka marina zao no tena tadiaviko zany oe navigateur mihitsy d mety misy an'izay v? d aona no atao?..misaotra an-tsika rehetra

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: José
Date: 08 septembre 2017 - 17:29

MARINE no tiako lazaina

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 10 septembre 2017 - 09:10

Lalaina:
Filière: ny coup sûr aloha raha tsy misy fiovana dia ny informatique, izay mpianatra gasy avy any fianarantsoa na tana na diego nanao informatique ka tonga aty frantsa toa tafavoaka daholo, mahavita M1 Dago dia mamerina M1 kely aty dia misosa tsara sady mora mahita asa, misy koa nahavita L3 Dago dia mamerina L3, very 1 année @ ilay mamerina fa à l'aise tsara hono ao an- dakilasy sady mba misondadina
Misy nanao génétique,ny micro electronique koa tadiavin ny marché du travail aty frantsa izao, eny @ polytech'eny nôsahaza anao ary satiria serie C avec mention ianao dia zakanao tsara ireo, ny medicine koa misy asa aty saingy tena efa dokotera aty dago ianao vao hanao spécialisation aty izany hoe après 8 na 9 ans, , toa ela loatra.
hoatr'inona ny vola ilaina. Raha hiditra école d'ingénieur ( privée ) ianao dia any @ 6000 à 12000€/an, io tsara indrindra fa enjana loatra angamba , fa aleo moditra polytech na université public manao master ( M1) dia mba 256€ fotsiny ny inscription , mba zaka tsara angamba io + frais avion tana- france eo autor de 1000€ eo , dia ity ny ho laninao isam- bolana : raha manana havana hipetrahana ianao dia au tour de 300 ã 350€ no exiger- ny consulat campus, raha hanofa trano ianaôdia 600 à 659€ izy izay fa dans la réalité ity ny expérience de ma nièce: M1 no nataony, na nièce-ko aza izy dia nanapa- kevitra izahay rad fa hipetraka irery izy pour mieux se concentrer à ses études dia nanao demande chambre @ cité universitaire, cité mitovy @ ireny @ chambre campus eny Ankatso ireny, madio bé satria misy mpanadio trano isan'andro, une chambre par étudiant fa tsy mikorotana bé ohatrin ny eny Ankatso @ izao fotoana izao io ( personnellent j'étais à Ankatso , de notre temps c'était impéccableble exactement comme en France, mais avec les exigences et les abus des médiocres dia lasa io ... sisa). Eo @ 300. € eo ny hofa trano fa manaôdemande CAF ( caisséd'allocation familiale) dia mahazo aide de 1'ordre de 150€, izany mi- revenir +ou- 150€ ny hofatra, ny sakafonao indray eo @ 180 à 250€ eo ho eo, bref ny dépense mensuel dia : 150+ 180=330 à 150 + 250= 400€,

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 10 septembre 2017 - 09:19

Pour ta première année en France aloha dia aza mieritreritra loatra ny hoe hiasa petit boulot izany , concentre - toi d'abord à tes études et à ton intégration à la mode de vie içi il y a bcq à apprendre, rehefa vita ny axamen @ mois de mai vao miasa ary eo dia tsy maintsy miasa kely hi - préparer na ny année scolaire manaraka, c'est comme ça qu ´ à fait ma nièce et elle est sortie d' affaire efa M2 izy izao tsy andefasan ny rad vola intsony , lasa izy indray no mandefa ny argent de poche pour la petite soeur à Dago
Anotanio raha misy précision tianao ho fantatra bebe kokoa

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 10 septembre 2017 - 09:46

Ankoatra ny inscription 256€ + billet d'avion 1000€ + 400€/ mois pour les 9 premiers mois de sept à mai dia manomana 600€ pour frais 1ère installation comme achat d'ordinateur et tablette et 400€ reserve pour les impévus,( ny ordinateur dia portable 13" no ideal', io no kelikely omby sacoche d'étudiant satrai matetika handeha bibliothèque ianao aty

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Lalaina
Date: 10 septembre 2017 - 13:14

Mianatra <<<<< Misaotra aminy torohevitra. Ny fanotaniako dia mahazo anio allocation familiale io daholo ve ny étudiant amin'ny Uni na dia tsy nationalité Européenne aza? Aiza ao France lay nièce nao no mianatra ary filière inona ny azy no nataony raha tsy mahadiso? Tena faly aho mamaky ny soratrao fa mba misy fanantenana kely fa ny vola lany ao amin'ny 1ère année aloha no tena henjana. Ny chambre ny université ve mora azo sa misy liste d'attente? Mety mihitsy ny ataon'ilay nièce nao mitoka-trano ary modèle tsara.

Ny eritreritro dia hanao filière économie fa tsy fantatro na mba tsara io na tsia na misy azo hanohizana fianarana any ivelany na tsia ary mora hahitana asa any aoriana ve? Izany no ilaina hevitra eto fa inareo no mba manana traikefa.

Mamerina fiasorana e!

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 10 septembre 2017 - 14:28

Mahazo io aide au logement de la caisse d'allocation familiale io daholo rehefa hoe manofa trano ( raha log&#279; dans une famille d'accueil ianao dia tsy mahazo satria tsy locataire) eo @ 150& eo ho eo izy io, raha vao mazo ilay chambre universitaire dia mangataka an'io dia izay, raha manofa studio en ville dia lafolafo 400 à 450€ fa mitovy ihany ilay aide azonao tjrs 150€
Désolé fa tena zéro débouché ny économie aty France, de même ny AES, ( Administration, économie et sociale), ny sociologie) raha carrière entreprise no tianao atao dia aleo manao inscae tana jusqu' au M1, option banque et risque bancaire na compta na audit) rehefa azo ny M1 dia mamerina M1 aty France io no nataon ilay nièce-ko fa mety ny azy hatramin'izao,

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 10 septembre 2017 - 14:47

Raha tena economie no ho ataonao dia mety ihany raha mieritreritra ny hody hiverina aty Dagô, mamita M1 M2 eny Ankatso dia avy eo,mandeha aty France manandalo, @ gdes écoles na HEC , mi- couronner ilay diplôme comme ça ianao ministrable na Directeur de la banque centrale, autour de 10000 à 12000€/ an anefa ireny HEC ireny

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: tiagasy
Date: 12 septembre 2017 - 09:32

Bonj.Ny zanako koa nahazo mention bien, Bac c, fa nisafidy ny hijanona taty Dago ihany izy, rehefa niara nidinika taminay RAD. Ny antony dia tsotra ihany, Madagasiara dia mila olona mahay hanarina azy, fa leran'izy mandeha any am-pita hianatra any iny dia efa kely ny chance hiverenany aty an-tanindrazana, fa lasan'ny vazaha ambongadiny eo ny zanako, dia very ny fananana kely mba noharianay RAD hatrizay sady ahoana ny vazaha foana no hahazo ny tsara. Fa rehefa miasa indray izy dia sur aho fa tsy maintsy hivezivezy any andafy

Manaova concours INSCAE raha tianao ihany ny hijanona

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: parfait
Date: 13 septembre 2017 - 12:46

Bonjour,

mianatra < mahafinaritra ahy ny toetsainao amin'ny torolalana omenao ny ankizy, raha misy vitsivitsy monja toa anao dia lasa lavitra ity Mcar ity,mankasitraka tompoko,

za oa mananjanaka manana licence gestion en informatique, te hanohy izy hanao 4é année, dia ahoana no mba fahitanao azy, be loatra ny université privé dia tsy hita izay marina, inscae no tiany nefa ny dossier ilaina sarotsrotra, ohatra mila manan DELF, mention...(selection dossier mantsy)le izy nefa tsy manana mention fa ao tsara raha ny note-ny
aiza no hitanao fa mety
raha o any ivelany indray ahoana ny famille d'accueil ve mbola misy
te hianatra ny ankizy nefa ny tena sahirana
azafady fa manararaotra manontany za.Misaotra mialoha sahady

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 13 septembre 2017 - 20:26

Tiagasy: félicitation ho an ilay zaza, bac c avec mention bien , toutes les portes sont ouvertes, sady tsara ilay choix inscae,
Tsy hoe tiako fa ahy constat fotsiny ihany " ny ankizy nahavita L3 na M1 taty Dago ka manohy aty frantsa dia misy réussite kokoa noho ireô vao afaka bac ka tonga dia manohy aty", antony mafy ny sivana directe na biaisé pour le passage de L1 en L2, ka ho an'ilay zaza, ataovy aloha ilay inscae hatramin ´ny M1, ny 4 taona anomanana an'io misy hieritretana tsara, fa raha misy ny chance na ny occassion handehanana any ivelany ka tany mandroso noho ity M/ car ity dia mandehana, ho hitany any ny nataon ny hafa hapandroso ny fireneny, "le voyage forme la jeunesse, "ce n'est pas avec le bac , même avec un mention bien soit- il que notre enfant va sortir le pays de son marasme, à son niveau , il a encore à acquérir des connaissances, et ces connaissances sont partout et de partout, dans le monde, évidement à M/car et aussi ailleurs, des fois il faut aller les chercher afin de mieux servir le pays par la suite,
ary momba ilay harena efa noharinareo RAD, raha tsara fifidy filière izy ka mahavita fianarana aty ivelany , ny noharinareo folo taona ho azony ao anatin ny telo taona, raha hody izy tonga dia ministrable, et ministre pour sa connaissance et non pas pour d'autre critère ( il'y a ministre et ministre an!!!)
Sans blague : izany enseignement supérieur izany efa tsy misy frontière intsony na nationalisme mal placé, nous devons être dans l'international

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 14 septembre 2017 - 08:34

Parfait: famille d'accueil, eto frantsa tsy dia mahita famille d'accueil loatra izah fa ny fanaon ny olona dia mitady havana na namana akaiky angatahana certificat d'herbergement, ry zareo natif de fianar teo aloha teo no nanana association genre natif de fianar na natif du betsileo fa asa raha mbola mandeha ? Misy engagement ho an ´ilay olona mpanome io ka lasa réticent ny aty izao satria nisy ireo zaza nigafigafy ka olona tena akaiky anareo jerena, dans ce sens dia zavatra roa no ilaina :certificat d'hebergement , où la personne s'engage à héberger votre enfant pendant ses séjours en France, faharoa raha tsy ampy ilay ressource aty Dago dia lettre de prise en charge pour les dépenses de l'enfant en France, olona manana bulletin de paie , na revenu tsaratsara no ilaina @ io
Hitako hoe tsara izany " gestion en informatique " izany , izay nanao informatique aloha dia tafita daholo aty, ilay nièce moa ny azy banque et risque bancaire dia mety koa , fantatro fa tafita koa ireo nanao audit sy comptabilié ( manomana expert comptable) . Ny hitako mety indrindra rehefa mahavita M1 ao @ inscae dia mandeha aty " un pas en arrière pour mieux sauter" mamerina manao M1, avy eo misosa tsara ny fianarana

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 14 septembre 2017 - 08:45

Parfait: ilay hoe : gestion en informatique ve plutôt gestion sa plutôt informatique, tiako ho alalinina bebe kokoa auprès des informatciens et des financiers eto akaikiko miasa na mianatra aty io filière io pour mieux vous aider
Vao haingana ny zanako no niditra université taty et à sa demande nirahina matetik'izah haka renseignement à gauche et à droite, hamonjy portes ouvertes, koa dia mba zaraiko sao misy varavarana mahasoa ny hafa , ny zaza iarahamanana

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: parfait
Date: 14 septembre 2017 - 12:48

Bonjour,

mianatra<<<< misaotra anao aloha namaly,ary dia mbola mamerina ny fankasitrahana anao foana.
Rehefa nifampiresaka izahay mianaka dia Licence en Gestion no diplôme azony tam fin dec teo fa ny parcours kay comptabilité financière, miala tsiny fa tsy dia haiko dia stage comptabilité aloha izao no ataony mnandrapahita izay azony hidirana 4ème année hakana Master.

Ny choix voalohany tiany nalehanay dia INSCAE nefa efa nolazaiko tery ambony le problème DELF,mention , selection dossier..,Ny écolage ndray mantsy ifanampianay sy ireo zokiny efa mba miasa

Ny 2ème choix dia IST, nefa nanontaninanay dia ohatry ny commercial sy génie ary approvisionnement angamba izy izay no misy, zakoa tsy dia mahay tsara le fianarany dia mbola tsy haiko na hanao ahoana na hana ahoana, fa tena mampiasa saina, ny fotoana mande haingana be
Ny fanirinay fahatelo nefa dia ny mba handehanany any ivelany rehefa mahazo ilay M1 satria hitako mbola mazoto be le zanako fa ny ... no mbola lavitry ny afo

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 14 septembre 2017 - 13:46

Parfait: ilay hoe : gestion en informatique ve plutôt gestion sa plutôt informatique, tiako ho alalinina bebe kokoa auprès des informatciens et des financiers eto akaikiko miasa na mianatra aty io filière io pour mieux vous aider
Vao haingana ny zanako no niditra université taty et à sa demande nirahina matetik'izah haka renseignement à gauche et à droite, hamonjy portes ouvertes, koa dia mba zaraiko sao misy varavarana mahasoa ny hafa , ny zaza iarahamanana

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 14 septembre 2017 - 14:06

Andramo ihany ilay demande hiditra 4 eme année inscae,,matetika mantsy ny bac misy mention bien na très bien no crotère handraisana hi L1 fa raha 4 ème année mety tsy dia ho critère intsony iny fa ny notes- ny tamin ny licence no alefaso miaraka @ dossier
Tsara sady maharaka aty Frantsa ny avy ao @ inscae , sady mety izany comptabilité financière izany, afaka manohy comptabilité tsara izany na audit na banque. Ho anotaniakô ilay niece-ko dia ho lazaikô eto ny choix misy @ ilay université ianarany aty.
Ateveno koa ny anglais fa manampy sady ilaina iny aty
( io ni&#275;ce io koa aloha après M1 inscae dia niasa kely. 6 mois na 1 année nanangona vola izay vao lasa, novembre na décembre b
Dia mila manao campus raha ho tonga aty @ herin taona)

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Lalaina
Date: 16 septembre 2017 - 23:31

Mianatra<<<<< Misaotra fa azafady fa tsy voavalinao ny fanotaniako etsy ambony raha tsy mahadiso hoe: aiza ao Frantsa ny nièce nao no mianatra? Tsy izany manko fa mba tiko ho fantatra hoe mora idirana daholo ve ny université any Frantsa? Misy liste d'attente ve?Misy mora ny frais, vola aloa noho ny hafa ny uni? Dia raha marary dia ahona ny frais médical lafo be sa inona no ataon'ilay mpianatra raha sanatria ka marary?
Azafady fa be question fa ianao moa mba efa pro amin'ity resaka ity ka dia mamerina ny fisaorana mialoha

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Lalaina
Date: 16 septembre 2017 - 23:34

Mianatra<<<<< Misaotra fa azafady fa tsy voavalinao ny fanotaniako etsy ambony raha tsy mahadiso hoe: aiza ao Frantsa ny nièce nao no mianatra? Tsy izany manko fa mba tiko ho fantatra hoe mora idirana daholo ve ny université any Frantsa? Misy liste d'attente ve ny chambre eny ?Misy mora ny vola aloa noho ny hafa ny uni? Dia raha marary dia ahona ny frais médical lafo be sa inona no ataon'ilay mpianatra raha sanatria ka marary?
Azafady fa be question fa ianao moa mba efa pro amin'ity resaka ity ka dia mamerina ny fisaorana mialoha

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 17 septembre 2017 - 17:25

Lalaina
Aiza izy no mianatra: faculté sce eco montpellier, Master option finance ,banque/ analyse modira ao @ site io fa misy choix betsaka ao, avatage montpellier : tsara fona ny andro, 300 jours de soleil/ 365j, inconvénient: tourisme no tena activité eto dia services (hôpital ohatra, fa tsy misy usines dia tsy misy asa afatsin ny services , ilay nièce izao nadeha paris vao nahita stage, villes paris na lyon ireny no be asa sy stages.
Azo idirana daholo ve ny fac : oui , ao @ campus mifidy 3 na 6 angaha izy izay ´ dia ny campus no manome iray selon le jugement ou la disponibilté hoy ny campus
Chambre universitair na hie chambre crous, jereo ao amin ny dite tarif chambre crous de la ville choix nao , montpellier ça va de 154 à 480€, prioritaire ny boursier fa de pratique mahazo daholo izay mangataka, mitovy amin ny eny Akatso fa madio bé sy misy discipline fa tsy b... Ohatrin ny antsika, " un étudiant/chambre" fa tsy famille/ chambre.
Frais d'incription master 256€
Raha marary : tsy maintsy manana securité sociale ianao rehefa étudiant aty, 215€/an angaha izy izay + mutuelle et après tsy mandoa na inona na inona raha marary ka manao consultation, na mividy fanafody na miditra hôpital, tsy haiko loatra fa d'içi peu omeko anao en détail, fantatro fotsiny hoe tsy dia lafo fa hararaotina solona ny solomaso ( satria tsy mandoha amboniny raha hanao solomaso) de même ny analyse rehetra
( raha te haka précaution ianao sao matahotra ny honfaty aty , sanatria dia sanatria anie, dia manao assurance rapatriement de corps : 18€/ an, ka raha sanatria maty dia alefany aty dago ny corps)
Tsy pro zany fa manan-janaka mianatra toa anao izah dia mba mizara sao mahasoa, hiverenako d' ici qques jours ny vola aloha pour la sécurité sociale et mutuelle fa mbola ho anotaniako ilay nièce, ( ny ato an- trano ilay zanako affilié amiko dia tarif hafa)
Izay aloha , anotanio ihany raha mila precision

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: intéresséé
Date: 18 septembre 2017 - 08:00

le oe accepté am unviersité anie ka miankina am le commission ny campus france e! le olana ao am campus france fa tsy de am univerité loatra... raha mahazo avis favorable am CF de accepté am universitésatria mi tenir compte an'iny zareo.... ka ao zany no tena manitikitika ahy oe ahoana ny fomba hi évaluer anao anomezany avis ho an candidat ray... ary io avis n zareo io an ts mis mahita fa zareo iany... donc le problème est là... ankotranio, ao am consulat mbola tantara hafa koa ny visa...

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 18 septembre 2017 - 08:18

Mianatra>>>> vao avy nanatitra ankizy hianatra any aho (tsy Montpellier fa toerana hafa), ireto no azoko omena:
- 217 euros/an ny sécurité sociale, gratuite raha mineure moins de 17 ans
- aleo manampy mutuelle 15 euros/mois fa zao hono tsy voatery remboursé 100% indrindra ny resaka solomaso.

Marina tokoa fa Paris be stage sy asa: havana 2 nianatra tany @ province, ny iray efa miasa ao Paris, ny faharoa manao stage.

intéressée>>>> resaka campus: mety marina ny anao hoe campus mety manana ny fomba fijeriny, resaka vérification no tena ataony hoy zareo satria mandalo entretien ao tokoa ny ankizy. Resaka cursus kosa no tena jeren'ny université saingy marina ny anao hoe manome avis ny campus. Ilay ankizy nateriko zay zao nanao entretien sy nanatitra dossier tao @ campus dia resaka français no tonga dia noteneniny hoe tena mahay. Ilay ankizy moa avy tena nanao examen DELF B2 foana (alliance française), tonga dia afaka tsy nanaraka cours. Tsy nisy olana zany ny campus. D'ailleurs ilay premier choix t@ université tonga dia ni-accepter.

Resaka visa dia tantara hafa indray ary mampitaitaina tokoa. Tsy hainao mihitsy hoe inona no atao hoe dossier crédible sy mi-passe. Misy question piège @ formulaire satria misy formulaire complémentaire zay raha mangataka visa long séjour pour études.

Tsy hoe complet ny dossier dia ahazo visa an. Mila cohérent tsara daholo.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 18 septembre 2017 - 08:21

Lalaina>>>> afaka mijery site internet koa ianao na Campus na hafa, ataovy recherche hoe études en Frances dia mahita infos betsaka ianao na resaka droit na budget ilaina @ fiainana any. Mazotoa

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: parfait
Date: 18 septembre 2017 - 11:31

Bonjour,

mianatra<<<< misaotra fa mazava tsara, le resaka anglais, raha eto mada dia aiza no hitanao mba tena tsara ankoatry ny Centre américain?

cnela, sy ny spoken english ve tsara sa misy hafa

Win tv<<< le oe diplome DELF ve tena fianarana teny frantsay sa fianarana le plan parisien, azafady indrindra raha manontany fa manana zanaka hafa vao nanomboka nanao le DELF B1 mantsy za
misaotra mialoha daholo

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 18 septembre 2017 - 11:58

parfait>>>> diplôme en langue française io ka. @ zao mantsy ny université any Frantsa (presque izy rehetra) mi-exiger niveau de français minimal dia io DELF B2 io diplôme tsy maintsy ananana farafaharatsiny. Ny fananana an'io zany dia midika hoe mahay teny frantsay ilay mpianatra (mpianatra vahiny zany) ary aharaka ny cours rehetra any.

Afaka tonga dia maka diplome DELF B1 sy B2 atao ndray miaraka ny ankizy (même période fa daty samy hafa kosa aloha ilay examen e). Ny anay zao nanao an'izany. Raha maka diplôme ambony kokoa izy dia mety koa, tsy votery manana B1 vao afaka manao B2 sns fa afaka tonga dia izay diploma farany ambony no ataonay raha hita fa tena mahay français ilay zaza.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: parfait
Date: 19 septembre 2017 - 12:56

Bonjour,

Win Tv<<merci fa azoko tsara,mahafinaritra ery mantsy le mijery ankizy mahay français be ireny

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 19 septembre 2017 - 20:37

Win tv: merci, merci.ilay hoe mandoa sécurité sociale 217€ hitako ihany fa ilay hoe gratuite raha moins de 17 ans tena marina ary ianao no nialaza io détail important io,
Lalaina : voavaly izany ilay fanotanianao raha hanao 1 ère inscription en master:
Inscription 257€ + 217€ sécurité sociale ( na hoe carte verte na hoe carte vitale)+ 5,2€ médecine préventive +15€/ mois mutuelle étudiant, aleo manadoha io mutuelle 15€/ mois io , dia tena sans souci raha marary . Couvert dohoho ny consultation , pharmacie, dentiste , solomaso, frais d'hôpital , kiné.
Parfait : tena tsy arako ilay anglais eto Dago fa aleo ny hafa no hamaly azy, fa io dia hitako fa tokony ho atao.
. Ny aty frantsa CP ( 5 à 6 ans ny ankizy dia manao anglais any an-tsekoly,
Betsaka ny famille gasy aty au niveau 6 eme ny zanany dia cours particuler d' anglais 1h/ semaine , et entre la 3 ème et terminal manao " bain de langue en angleterre na USA pour 1 mois, tena mi- investir be @ anglais ny malagasy frantsa, satria izay rehetra manao étude supérieure digne de ce nom mampiasa bé teny anglisy, asa hoe combien ny manao bain de langue teny anglisy ao Maurice na afrique du sud ? ( bain de langue teny anglisy = immerger-na amin'na famille qui parle exclusiment l'anglais)

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 19 septembre 2017 - 20:53

Lalaina: nychambre uninversitaire , midira mihitsy ianao ao amin ny site n ny crous, hitanao ao daholo ny tarif , en de hors ny crous any amin ny particulier eo @ 400€ eo ho eo ny hofan ny studio, na crous 150 € na particulier 400€ dia manana droit hangataka aide au logement @ caf ianao dia mahazo eo @ 150€ eo ho eo.
Ankoatra izay raha tsy miangitraingitra ianao dia fakàmandalo 1 fois / semaine any @ secours catholique dia omeny gratuitement ronono, vary', pâtes, sucre , etc na anyn@ Coluche dia mahazo toa ireo koa misy hena , sardine ,etc .
Ny ville rehetra aty misy gasy fona , ao ny communauté prtestante FPMA, ny loteriana , ny catolika, efa betsaka ny malagasy mainty molaly @ ireny efa nanangana entreprise de livraison na nettoyage afaka manome asa kely , fa conseil - ko 9 premiers mois aza miasa aloha fa mianatra fotsiny, rehefa 10 eme mois , mois du juin après examen final de mai vao miasa

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Lalaina
Date: 19 septembre 2017 - 22:33

Mianatra, Wintv sy ireo zay nandray anjara dia misaotra ny rehetra fa misy ho raisina ireo. Fa ilay campus ve aloha eto Tanà any aminy ambassade de France no manao insription sa amin'ny net no anaovana ny inscription ho any France? dia aiza no manao ny entretien ny campus? misy test ato ve sa entretien orale ihany? Izany hoe ny diplôme DALF io zany tsy maintsy ananana sy entina raha hanao entretien?

Azafady fa be fanotaniana e, mbola tsy mahalala ny démarche rehetra ny tokony arahina, hoe aiza no manomboka sy mifarana.

Misaotra.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: bijou
Date: 20 septembre 2017 - 05:21

Raha ny fahafantarako, raha mikasa hiditra L1, ohatra ho an'ny taona manaraka 2018-2019, dia:

-Mila manao "admission post-bac" aloha an! Ary manomboka fin Décembre any mijery an'io, jereo amin'ny net.Ao no manao choix filières, villes, écoles...

-Campus-France rehefa mivaly ny "admission post-bac" vers début Juin.

-Consulat na TLS rehefa haka Visa.

Entretemps, efa manaova 1 année eto manakaiky ny zavatra tianao atao any mba tsy ho very taona loatra na dia mba "mise en jambe" fotsiny aza, ary indrindra mianatra mi-se débrouiller irery, mianatra asa madinika mety ahafahana manao argent de poche any: maka permis izay possible rehetra, manao cours de cuisine kely, coiffure ou esthétique..., anglais sy informatique ilaina foana...

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 20 septembre 2017 - 08:58

Mianatra>>>> carte vitale no azo @ ilay sécurité sociale (SMENO) = carte verte ihany koa ny anarany? Tena info tsara io secours catholique io fa merci. Asaiko jeren'ilay ankizy zay. Aide au logement mety mahazo hatr@ 50% loyer eo. Tena efa lafo ny logement zao an: ilay misy ny anay tena tsy misy latsaky ny 208 euros ny logement CROUS nefa province mora fiainana an. Efa niakatra be daholo satria koa nanao rénovation zareo t@ 2016-2017.

Izaho koa mitovy hevitra aminao hoe raha tsy boursier dia aleo aloha tsy miasa raha tsy vita ny année 1.

Lalaina>>>> ny Campus France Madagascar dia service ao @ IFM rattaché à l'ambassade de France. Tsy maintsy mandalo ao ny procédures rehetra momba ny fianarana any Frantsa. Jereo ny site web ndry zareo fa ao ny infos rehetra momba ny démarche tokony hatao. Manana birao koa izy azo andehanana, ery @ arcade Analakely (misy ao @ IFM - documentation, fa ny tena birao en face - arcade ihany, izany hoe de l'autre côté).

Fa herintaona mialoha dia manomboka ny procédure: raha hiditra année 2018-2019 dia @ novembre 2017 no manomboka. Ao @ site internet daholo ny infos e, dia mazotoa.

bijou>>> @ ankapobeny raha hanala bac frantsay ny ankizy dia admission post bac tokoa no atao. Dia araka ny lazainao hoe tsy maintsy mandalo Campus ihany avy eo mamita ny procédures rehetra avant départ rehefa afaka bac.

Raha bac gasy kosa dia afaka manao admission postbac fa mety tsara koa tonga dia campus dès le départ (novembre eo no manomboka raha t@ taona lasa). Ny zanako bac gasy dia tonga dia campus ranoray fa tsy nanao admission postbac. Inscription en ligne ao @ campus puis choix filière sy université etc..... dia nandoa vola sy nametraka dossier sy entretien, tonga dia accepté ny premier choix-ny, etc.... Efa nanao 1ère année teto izy en parallèle n'io procédure be campus io.

Mazotoa.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 20 septembre 2017 - 09:04

Lalaina>>>> fanampiny: exiger-n'ny université frantsay zao ny niveau de français. Dia matetika mila manana diplôme d'étude en langue française (DELF). Minimum DELF B2 zao no angatahiny. Ny alliance française no toerana anaovana examen azahoana io diplôme io. Toa in-2 isantaona eo ny examen. Jereo eny @ alliance française Andavamamba na jereo ny site internet ndry zareo. Tsy voatery manao cours de français ao vao afaka manao examen fa afaka tonga dia manana insciption @ examen ianao raha ohatra ka efa mahay. Misy exemples sujets @ internet azo alaina.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 21 septembre 2017 - 08:40

Lalaina: rehefa manao ilay dossier campus no manao ilay demande de chambre @ crous, jereo ao @ site crous ny procédure sy ny choix nao, marina ny tenin i Wintv hoe mety nisondrontra ilay hofan ny chambre satria misy renovation sy mise au norme fona ireny chambre ireny aty mba hadio sy ho tsara fa izy aloa dia viable tsara ( misy chauffage , connexion internet,etc...)

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: SERIE C
Date: 21 septembre 2017 - 10:20

Lalaina >>>>

misy mahalala tsara ny démarche @ fianarana aty ivelany ireo ambony ireo koa tsy ampiko intsony , fa mba misy tsy aritra kely mba tiko lazaina, na ho lasa any ivelany ianao , na tsia , dia aza adino fa tsy maintsy tafavoaka ianao, fa mahaiza mifidy tsara ny fianarana hatao fotsiny, ireny tena ilàna ny série C ireny atao, informatique , polytechnique sns , metimety ihany koa ny médecine raha manao spécialisation aty ivelany, fa zany économie izany, na ny droit sns dia vitan ny maro an isa ihany, be fifaninanana @ resaka asa, fa mba ho fankaherezana dia lazaiko anao fa za dia série C toa anao , nahazo mention AB za t@ izany , tsy nianatra tany ivelany satria sahirana ny RAD, nanao polytech tao mada, fa dia miasa aty ivelany soa amantsara @ izao, tsy nila nanampyfianarana akory, za ndray tsy dia mitovy hevitra @ tia gasy hoe eto ihany, efa niasa teto Mada mihitsy aho, fa ny niasako taty ivelany no nahavitako asa betsaka ho an i Madagasikara araka izay mba tandrify ahy.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: parfait
Date: 21 septembre 2017 - 13:03

Bjr,
zao indray vao niverina eto

mianatra<< raha azoko tsara izany dia raha tapa-kevitra ary ohatra fa tonga dia andeha any ivelany no hanao le M1 satria tsara ihany ny note-ny dia inona no tokony hataony voalohany indrindra
( ) alo, te hangataka bourse izy sady te hitokana irery
manana havana any mantsy izahay fa ohatry ny tsisy manoro an'izany lazainao izany mihitsy fa dia rehefa manontany ianao dia lazain zareo foana oe mafy ny ady fa tsy mora fa aza maika ny ho aty, mba misy connexion iany ozy zahay ato an-trano fa mba atoroy dia tsy miteny zareo, nefa anie na dia ny certificat d'hebergement aza lazain'zareo fa pasteur gasy ireny no ni heberger azy tam voalohany dia izao izy efa mitokana sady miasa.izay no mahatonga ahy miteny hoe isaorana ianao fa malalatsaina, ilay démarche hatramin'ny voalohany mihitsy no tiko anotaniana anao

wIN Tv<<< azo miitsy zany io DELF io vao afaka mande ?? Zany oe misy recul eritaona raha tara inscription any ivelany ? misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 21 septembre 2017 - 13:24

Wintv : azafady fa ny aty am-potony indray no manotany: @ ilay sécurité sociale dia ahoana ilay carte verte( na carte vitale) , nahazo izany ve ilay zaza - de 17 ans ?
il y a 5 ans nisy ankiry 15 ans izay nataoko par affiliation dia nety fa omaly nisy ankizy - de 17 ans saika ho affiliée-n' ny nenitoan ny taminy dia hoy hono ny sécu hoe ny mutuelle MEP dia ampy?

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: WinTV
Date: 21 septembre 2017 - 15:34

parfait>>>>> tsy hoe misalovana an'i Mianatra aho fa raha ny hevitro dia mitady izay université na fianarana tiany hatao aloha no étape voalohany indrindra. Dia mazava koa fa mijery raha sendra misy bourses disponible.

Zany resaka hébergement zany mbola tantara aty aoriana be fa ny resaka fianarana sy bourse aloha no jerena (mbola lavitra ny dia mantsy). Ny havana resaka hafa koa mantsy ary misy solution foana (tsy dia ho tantarako eto daholo ny anay smiling smiley) Raha manao recherche @ internet dia ahita valiny tsara mihitsy ianao.

Ny zanako aloha sady nanala examen DELF no nanao procédures en même temps, fa volana maromaro talohan'ny nandehanany no efa azo ilay DELF. Asa tokoa hoe inona no hiseho raha sanatria tsy manana DELF ny mpianatra nefa exiger-n'ny université io (Campus France Madagascar no atahorako hi-bloquer ilay ankiizy). Tsy possible araka ny lazaiko ilay hoe @ ity taona ity no handeha dia @ ity taona ity vao manao procédures, tsy maintsy herintaona mialoha foana. Donc very taona 1 foana, io ilay lazain'i Mianatra hoe maka réc-ul foana. Raha efa M1 eto dia aleo miverina miditra M1 any.

Mianatra>>>> Oui nahazo carte vitale ka. Ny coût fotsiny anie no zéro (gratuit) satria -17 ans fa ny sécurité sociale obligatoire foana e. Asa na azonao?

Ny anay tsy misy affiliation t@ olona any ka. Misy tableau kely zay ahitana azy sy ijerena ny cas-n'ny étudiant tsirairay. Nalefany taty aminay io niaraka t@ dossier d'incription.

Options: Répondre
Re: Bourse hianarana any ivelany
Par: Mianatra
Date: 22 septembre 2017 - 04:11

Wintv : merci é, misy formulaire fenona ve azoana ilay carte verte sa automatique alefany ny carte verte ?
,atao eny @ fac lors de l'inscription,sa misy démarche supplémentaire atao any @ biraon ´ny sécu ?,( azafady fa tsy eto @ ville misy anay zah io fa lasa aty ambanivohitra bé miasa pour qqes jours dia tsy afaka mamonjy ny birao sécu, ny week end anefa mihidy ny birao)

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg