Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Travail et étude
Filiere inona???
Par: Te hianatra mafy
Date: 12 février 2018 - 16:53

Bnjr. 22ans za zao, vo afaka bacc t@ 2017. Ny olako d izao, nanao concours maromaro za fa ts afaka, nandefa dossier ko t@ selection d mbola ts tafa ihany. Te hianatra mafy za aminzao, ny universite prive nefa betsaka no niditra t@ volana novembre ary vitsy d vitsy sisa no mbola ts niditra. Te hianatra za, tsy hitako anefa izay mba filiere tsara sy mety. Marihiko fa serie D za ary 10.00 no moyenne ko tamin bacc. Ka mba mangataka hevitra avy aminareo re, izay mba afaka manampy anA. D misaotra mialoha.

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: fanontaniana
Date: 13 février 2018 - 02:08

fa inona no tianao atao? inona no eritreritrao amin'ny hoavinao? ny problema voalohan'ny mpianatra dia tsy mahalala ny tokony alehany satria tsy mamaritra ny tiany ahatongavana. ny hoavinao iray manontolo no resaka ka diniho tsara fa sao sady lany rondoha no lany andro no lany vola vao manenina.
fantaro ny tianao atao, sy izay azonao atao.
raha efa tara fidirana amty taona ity dia manomana concours amin'ny heritaona indray zany, mandehana manao renforcement informatique, langue, matiere de base amin'izay hanaovana concours, mikarokaroka amin'ny internet, sns

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: Te hianatra mafy
Date: 13 février 2018 - 07:44

Misaotra bdb an i fanontaniana, tiko ny filiere paramed f saingy indrisy efa niditra avokoa ry zareo, fa vao omaly za no nanontany tao @ clinique des soeur ao ankadifotsy d @ septembre rzareo vao misy concours, avant anio nefa manao prepa concours ihany ry zareo d 60000ar/matiere n frais de cours (matiere 4) . Lafo d lafo fa manombollka @ avril io prepa io. Te hanao za nefa mataotra sao ts ho afaka akory d lany vola fotsiny, ny zokiko vavy nefa tena maporisika b anaa anao anio fa kosa ny dadako tsy mety fa oe mbola wela b ono zani d sody arafesenina eo ny saina. Tsy hitako izay watao, samy tiako araaina avoko ny teninzareo. D tsy aiko we aona no atao?
Etsy andaninizay, reefa mieeitreritra ny tenini dada za d te hiova filiere zany, hanao informatique, ny olana amnio tsy mbola haiko tsara we inona avy no asa mety atao refa vita ny master? Mba mora ahitana asa ihany ve ny informatique de gestion??
Mba ampio rreto a! Merci

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: côcô
Date: 13 février 2018 - 08:12

trandremo ny taitaitra ny namana fa mbola ho lavitra ny lalana

raha fintiniko dia série D enao, 10 de moyenne, meety aminao manao paramed na dia mbola mila recyclage kely fa somary amabany ny note.

tandremo ny informatique, surtout tsisy zavatra fantatrao ao @ zao, fa dia ho lany fotoana ao ianao. Tsy resahako ny université informatique mameno ny tanàna izahay ...

aza adino mbola tsy tara ny cntemad, afaka manao gestion, economie, communication, droit enao...

fa amiko dia manaova prépa tsara fa io paramed io mety aminao

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: Te hianatra mafy
Date: 13 février 2018 - 15:58

Misaotra ani coco. Za ko tena mazoto b anao anle paramed fa mbola anontani ihany za we ts tara lotra amle taonako v iandry anzani septembre zan??
B fanontanina b za fa mba valio azafady.
Ilay cntemad ndray tsy risika anzani mits ny ato aminay, makamo anzareo le we ts mianatra ani ampianarana fa mianatra boky. Sa tsy zani mo ny ao??

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: côcô
Date: 14 février 2018 - 08:37

zao ho hanazavako azy anao,

tombony @ paramed, surtout io fianarana clinique ankadifotsy io, afaka miasa tena no afaka mitady asa, tsara ny ao.

cntemad, maozatra surtout manala ny L1 sy L2 fa diplôme d'etat, misy regroupement ihany fa mandos sôsy.

afaka manao M1 eny ankatso eao avy eo, ity site-ny: http://www.cntemad.mg/

courage enao fa ny avenir tsara tsy mora azo zany

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: Te hianatra mafy
Date: 15 février 2018 - 11:25

Ok ok. Merci coco a!! Fa mbola mitady fanazavana iany za we ra anao gestion, economi d miasa inona avy eo???
Merci

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: côcô
Date: 15 février 2018 - 14:57

taitaitra be enao zany,

mianara aloha raha mbola afaka na malaina aza, asa izany mandeha anjara sy vintana, iza no hanampo mety ho lasa pasitera enao,

mitady asa amin'izao tsy mora, mila manao plan B foana hoe hiasa tena, izay mahatsara io paramed nao io,

raha hiasa birao mila polyvalent, gestion no tsara place indrindra raha manana spécialité hafa.

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: fanontaniana
Date: 16 février 2018 - 00:46

ohatran misy fanotnaniana mbola tsy voavalinao an: inona no tianao hatao? inona no mba vision nao mikasika ny carriere anao afaka 10taona any? ho lasa directeur d'entreprise ve, ho lasa tompona clinique ve, ho lasa avocat ve, sa architecte? sns
aza mande fa hoany fa hoany zany fa refa tsy manana passion ianao manao zavatra dia zara fa vita ny atao dia tsy mba mahita succes sy satisfaction personnelle. manjary mianatra mba ahazo diploma fa tsy mianatra mba hahay, miasa mba ahazo karama fa tsy miasa mba hamokatra.
tadiavo aloha hoe inona zany paramed dia inona no iafarany: mianatra mikasika ny inona mandritra ny firy taona, mahazo qualification inona dia miasa amin'ny inona, raha mbola manohy mianatra any aorian'izay dia ahoana ny perspective?
toy izany koa ny gestion sy economie. za manokana aloha raha filiere tertiaire no ataonao dia aleo iscam, ist, inscae, ucm.

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: côcô
Date: 16 février 2018 - 09:37

fanontaniana> pramed hono no tiany e, série D izy sady efa noheritreretiny ilay izy dia hitako mety aminy.

efa tara inscription izy, dia manontany hoe inona no tokony ho ataony, hiandry @ septembre indray ve, ary raha tsy afaka ...

farany, tsy manana vola handoavana écolage @ sekoly tsy miankina izy, dikany tsy poins zany inscae sns ... izany

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: hafa kel
Date: 19 février 2018 - 19:35

te hianatra mafy < tsy haiko raha mety ahavaly ny olana anao fa nitovy2 anao io taloha, te hianatra , hianatra, hianatra. Nanao concours tsy afaka dia nanao filière hafa, ni-double in 1, nahazo licence, nisy namako niteny hoe misy orinasa mitady asa fa manao formation ivelan'ny mada 1 an, non te hianatra tsy noraisiko ilay proposition, nahavita DEA, tsy nahita asa, nanao asa tsy nifanaraka ny diploma fa nandray karama be satria ong.
Avy eo nanambady tsy tera-tany malagasy, nifindra monina ,ts reconnu ny diploma no mipetraka lavitra ville, ny asa ataoko asa tsy mila diploma.
Ny tiako ahatongavana dia te hianatra fontsiny ve sa manana but, io no hitako olako tamin'izany,afaka tonga dia niasa vao afaka bac fa nazoto dia notohizana foana fa tsy fantatro akory hoe inona no but tamin'izany.
Diniho tsara io tenin'ny fanontaniana io, fa za tsy hoe maneninaa za nianatra fa tena marary ny foko refa nieritreritra ny fotoana lany nefa ny asa ataoko amin'izao sans diplome !!!

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: Mpanakihana
Date: 21 février 2018 - 07:18

Manolotra ny arahaba!

Amin'ny fomba malagasy moa izay tsy hita ny maharatsy azy dia tsy maintsy asiako fiatsarambelatsihy kely dia hoe "Tsy hoe manakihana anao fa kihaniko ihany anefa", ka miala tsiny miala fondro.

Ny tena marina aza tsy enao irery no kihaniko fa ireo tanora maro izay efa afaka bac vao miheritreritra ny zavatra tokony atao. Tena hitako diso be mihintsy izany satria taloha vao classe de 3ème na farafahatarany enao classe de 2nd dia efa tokony mahalala tsara hoe inona no tanjonao dia miankina amin'izay ny tohin'ny fianarana rehetra ataonao. Fa raha toa ka efa afaka bac izany dia efa tara loatra amiko sy mety hanary fotoana fotsiny avy eo.

Antony 3ème dia efa tokony halala hoe hanao technique dia technique inona sa hanoy général. Raha nanoy général seconde mifidy hoe 1er L sa 1er S arakarak'ilay tanjona. Fa ny olana amin'izao ny an'ny tanora dia hoe atao fotsiny izay afahana bac na série inona na inona dia avy eo indray miheritreritra amiko tena tsy mety.

Ny filière dia miankina amininao irery fa tsy miankina amin'ny olon-kafa.

Inona no zavatra tianao? resadresaka manodidina inona? ary inona no hitiavanao an'izay?

Inona no matière maha à l'aise sy tena nankafizinao collège sy lycée?

Te ho eo akaikin'ny vady amanjanakao foana ve enao isan'andro sa tsy mampaninona anao asa mandendeha? ohatra tsinona hoe mpitsabo na mpitsabo mpanampy, misy fotoana enao garde tsy mahita ny zanakao mety aminao ve izany?

sns sns

Tsy mitovy daholo ny olona rehetra fa tena fomba fijery anao irery ireo.

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: Te hianatra mafy
Date: 08 mars 2018 - 05:47

Haf kely>> oui. Ekeko ny teninao oe misy ny asa tsy mila diplome kanefa mino za oe ts betsak zani fa tena vitsy d vitsy. Raha ts oe hiasa tena angah.Tsiaiko fa eeitreritro io. D le oe hiasa fa manana bacc, ts hitako izay asa ba sahaza anzany.
Tsara vitana enao manana anzani asanao zani

Mpanakiana>>misaotra @ fanakianana. Tena marina ny teninao. Fa zao ngamba no tena itako mahatonga anzany, le communication teo @ RAD ts d nisy, zany oe, ny anzareo izay aafahanao bacc no tao antsainy, ts mba nanorotoro , ts ba niresaka. Hany ka na ny sainao ko aza teeitery, ts ba mahafantatra ninona2 kory d ts misaina ny hoavy rahatrizay.
Ts voatery n RAD ko nefa fa avy @nay mpianatra mitsy oe atao fotsiny alo ze aafahana bacc d av eo hota eo jai ny tohiny...
Maroma lotra

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: hHevitro
Date: 08 mars 2018 - 10:56

Tsy azoko ireto olona miteny hoe fantaro aloha ny tinao hatao eh, olanareo afaka baka @ zao eh, patati , patata, very hevitra izy matoa manontany sy miditra eto, ary nolazainy mazava ny momba azy, fa na ianao mahita hevitra omena, na ianao tsy mahita, dia izay.... fa maro ny ankizy toa anao, ary FANTATRO TSARA FA be dia be ny antony mampisalasala anareo, ny hasarotan ny fiainana no fototra, dia miditra ny vola ho lany, ny calcul ny risque, ny fotoana ho very sns, ny hevitro dia tsotra, ankizy moyen ianao, ny informatique tsara ,fa raha te ho lasa alavitra dia tokony ho fort @ math, aleo miala nenina @ ilay paramed , omanina ny tsara, tsy maninona na tara taona iray , na roa, be dia be ny antitra mbola te hianatra, aza mora kivy @ izay fotoana, raha tsy mahomby @ io dia mitady formation professionnelle tsy maharitra lotra, dia miasa, dia miverina mianatra tsikelikely , na par corresspondance aza, fa misy foana ny fianarana azo atao, na gstion io , na hafa .

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: fanontaniana
Date: 08 mars 2018 - 16:29

hHevitro: mahita hevitra omena azy mitsy ary aho amin'ny fanakianana ataoko aminy ko. manontany filiere hatao izy dia tsotra ny hevitro: izay tianao hatao no ataovy. inona moa no antony maha zavadehibe ilay hoe fantaro izay tianao? satria mila motivation sy conviction manao zavatra, mila manana perspective fa tsy mandray décision satria io no lazain'ny teto amin'ny forum hoe tsara "hono". fomba fandraisana decision no atoro azy fa aroso sur un plateau d'argent ny solution. tsy ianao no hanao anle izy fa izy, tsy ny volanao hiala, tsy ny andohanao no hiketrika, tsy ny andronao no ho lany noho izany Tsy izay mety aminao no hety aminy.
Te hianatra mafy: tsy dia ny ray amandreny loatra na ianao fa ilay fampianarana misy eto amitsika mihitsy no tsy mi orienter akizy dieny ety amboalohany. mianara dieny afaka mianatra fa samihafa ny nianatra sy ny tsy nianatra. finalement paramed ihany ve ilay nofinofinao sa gestion?

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: ekany tko
Date: 08 mars 2018 - 18:35

Misy tsy mety marina kosa ny resaka eh, raha efa fantany mazava fa hanao dokotera ve ohatra izy dia hanontany hevitra eto, za ndray dia mamporisika ny tanora hijery tsara fotsiny ny tena capacité, ampifandraiso tsara @ capacité anao ny zavatra atao, havanana @ langue, sa siansa , sa inona, fa ny asa mampidibola dia tsy ampoizina akory, za zao série C , anisan ny tena havanana mihitsy @ kajy, fa misy zandriko nanao momba ny tourisme,nanao restauration , mahay langue, fa izy nahavita lodge tsotsotra, za na trano iray aza mbola tsy misy.

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: Te hianatra mafy
Date: 09 mars 2018 - 06:18

Hhevitro>> misaotra. Tena fantatrao tsara misy n soucie ato amiko, d le oe informatique? Ts mbola aiko mazava tsara oe ra vita io fianarana io d inona no asa sahaza atao aoriana?? Zay no tsy maharisika ahy hanao azy io.

Fanontaniana>> oui, nofy2 ilay paramed fa asa? Mbola manana volana vitsy2 za anomanako azy

Fa mba hazavao tsara we le gestion. Otriny milaza anzany daholo manko nareo.
Merci

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: côcô
Date: 09 mars 2018 - 11:04

ô ry Te hianatra mafy a!

ataovy ilay paramed fa hitako misy désir an'io ao anatinao ao,

manaraka, ny gestion dia diplôme basique surtout mahita opportunité, tena hilaina io dia mbola misy fotoana sy vola kely dia ataovy, sarotra aminao no hahazo izany fa izahay efa miasa efa manana expérience,

farany, esory ao an-tsaina izany hoe iry be vola de ho hatao, fanomanana no ataonao aloha, vola izany mbola resaka MISITERY

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: Te hianatra mafy
Date: 12 mars 2018 - 08:31

Ok ok. Merci ranga côcô a!
Fazao . Sode2 mba mahafantatra enao oe inona avy no mety test psycho any. Azafady re

Options: Répondre
Re: Filiere inona???
Par: côcô
Date: 13 mars 2018 - 10:02

Momba ny concours paramed tsisy fantatro,

ny zavatra henoko dia tsy mora miditra mianatra paramed ao @ io clinique ankadifotsy io satria tsara ilay sekoly ao

mandehana any maka info dia ny izao,

ny tiako resahana aminao fotsiny, mila polyvalent @ zao fiainana izao, aza adino mianatra gestion fa indray andro andro mahita opportunité tampoka, tsy ampy io bôritra paramed io

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg