Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Auto-moto et Mécanique
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
4X4 hampiadina
Par: Egal
Date: 20 octobre 2015 - 10:31

Mikasa mba hividy 4X4 (tena 4x4 an: misy blocage differentiel sy reducteur) mba toroy hevitra hampiasaina amin'ny lalana Andramasina iny rehefa fahavaratra. Budget eo amin'ny 15.000.000 Ar

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 20 octobre 2015 - 11:24

nissan Y60

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Egal
Date: 20 octobre 2015 - 12:05

nahita Y60 court zay za, 6Cylindres turbo 12M Ar fa ny blem, tsmande tson ny blocage sy ny tableau km. D saika halaik ian, kay efa lafo ndray.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: polo
Date: 21 octobre 2015 - 23:41

so d mba tia anireny fiara rainiboto taloha ireny? VW transporteur double pont. tena mafy b

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: williams
Date: 25 octobre 2015 - 10:13

Aza miala @ land Rover n'a range Rover 1 et model 1990 reny fa sady confort no mazaka zay anaovana azy.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Japs
Date: 26 octobre 2015 - 17:07

toyota ian rah ten hoe sad hampiady no hitaiza e! HDj80 no ten tsara

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 26 octobre 2015 - 17:46

raha toyota dia série 7 ka (heavy duty : gr j76 ohatra na VDJ78), ny série 8 zany efa antitra be

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: tsy kopy
Date: 26 octobre 2015 - 19:31

hrz > tsy mahalana toyota marina ity k'ty, série 8 izany legende vivante @ landcruiser, best of the best

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 27 octobre 2015 - 08:41

tsy kopy> raha tsy maharaka ianao dia jereo ao amin'ny google, jereo ao ny land cruiser série 7 ary jereo ao ny land cruiser série

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: tsy kopy
Date: 27 octobre 2015 - 09:58

hrz > fantatro tsara ny toyota leitsy e! Fantatro ny série 7. Fa raha mbola land cruiser mbola tsy misy mahasolo ny HDJ 80 e! Légende io.

Ny série 7 manana franchissement fa tsy matanjaka ny motera (131cv atmo) no tsy misy confort.

Ny Série 80 sady manana franchissement, no puissant ny motera (170cv turbo diesel), no misy confort.

Ny série 100 sy série 200 efa tsy pond rigide intsony ny avant, donc efa tsy kotiana intsony

Ny 105 no pond rigide saingy tsy matanjaka ny motera fa 6L atmo 131cv (HZ) mitovy @ série 7 ihany.

Aza mba aty no mitonantonana raha resaka toyota landcruiser fa fantatro hatramin'ny tsinaimaintiny io e! io hamelomana vady amanjanaka hatramin'izay ka hatramin'izao

Matoa olona miteny hoe série 80 ratsy izany dia olona miteniteny foana izany, tsy connaisseur akory fa faly hampiresaka fotsiny, rehefa tsy tokotany ny landcruiser dia aza resahina e, hyundai terracan tantaraina ha ha ha ha ha ha ha

N'iza n'iza eto ambonin'ny tany ka fanatika toyota landcruiser tsy misy tsy mihaiky na iray aza fa HDJ 80 no tsara indrindra, manaraka HZJ 105, avy eo HZJ 7* (na 71 na 74 na 76 na 78 na 79 arak'izay carrosserie tadiavinao)

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 27 octobre 2015 - 10:16

OK, saingy za tsy niteny hoe ratsy ny série 8 fa efa antitra hoy aho : 1990 - 1996

raha resaka tanjaka indray dia raha ireo lazaiko ireo :
- grj76 izay nivoaka ny taona 2010 : dia manana moteur 275CH (v8 essence)
- vdj78 izay nivoaka 2007 dia manana moteur 205ch (V8 turbo diesel)



raha resaka confort aloha dia tsy hitako hoe inona no ratsy aminy (expérience hitako amina Organisme International hiasako, izay mampiasa an'ireo karazana fiara ireo, satria aho tsy mahatakatra ny vidin'ireo karazana fiara ireo) satria:
- tsy bruyant
- tsy mitontontontona be
- misy clim
- tsara feo ny sono
- malalaka



ary indrindra afaka lalan-dratsy (hitako henjana tokoa amin'ny franchissement, RN12 Farafangana - Tolagnaro no efa nandehanako in-4)


Saingy izao ry namana, tsy hiady hevitra be aho fa inoako fa ianao manana expérience be lavitra noho izaho amina resaka toyota

ary inoako koa ngamba fa mba hitovy hevitra amiko ianao hoe ny série 20 (vdj200 ohatra, V8 turbo diesel) toy ny ampiasain'ndry zareo mpitondra ambony ireo no mety ho anisan'ny tena tsara raha resaka toyota no jerena, sa ve?

mankasitraka namana a smiling smiley

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: tsy kopy
Date: 27 octobre 2015 - 10:30

hrz > ny sujet eto mantsy hoe "4x4 hampiadiana"

Fantatro tsara ny série 7 VX fa motera V8 D4D mitovy @ V8 série 200 ihany saingy simple turbo 204cv au lieu de bi-turbo

amiko aloha raha fiara "hampiadiana"zany, zany hoe ampiasaina any @ dezaka izany, tsy mety raha vao D4D satria eritrereto hoe any amboasary atsimo ianao no maty pompe de gavage na injecteurs dia hanao ahoana ? Essence izany koa tsy mety satria kely ny autonomie an'iznay no any @ dezaka koa aty amintsika vitsy ny station ahitana essence fa gasoil foana no ahitana betsaka

izay no tsy nanononako an'ireo motorisation roa ireo satria tsy mety hampiadiana ireo, izay koa no tsy nanononako ny série 200 V8 satria tsy tafa any @ dezaka na dia tsara aza, ny franchissement manana izy, izay no maha landcruiser azy, fa mety vetivety dia vizana ny train avant raha gidraina lava satria tsy pont rigide

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 27 octobre 2015 - 10:51

ok ok

ps : merci amin'ilay hoe :

" olona miteniteny foana izany, tsy connaisseur akory fa faly hampiresaka fotsiny, rehefa tsy tokotany ny landcruiser dia aza resahina e, hyundai terracan tantaraina ha ha ha ha ha ha ha "

tronctronctronc

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: tsy kopy
Date: 27 octobre 2015 - 11:03

sao de tokony resahina @ zay le hyundai ha ha

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 27 octobre 2015 - 11:05

hihihi, tsy misy haiko iny a, sady lasa hors sujet eo ko

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Gidra²
Date: 27 octobre 2015 - 11:34

Mafinaritra fa mahay be daholo ialahy isany!
Aza adino koa fa ny vola eto dia 15 Million d'Ariary. tena za koa miteny oe aleo mitady Nissan Y60 fa io zao no mafy sady azo ampiadiana no mety azon'io vola io.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 27 octobre 2015 - 11:35

izay indrindra no nahatonga ahy niteny an'io Y60 io vao teny amboalohany

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: patrol safari
Date: 27 octobre 2015 - 16:29

Misy any sady le motera matanjaka ho an ireny lalana ratsy ireny afaka mifaninana am HDJ80 , Y60 atmo, TD42, masaka be, miakatra kosa io 15Mo io, raha io Farafanga Fort Dauphin io mbola maivana.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Egal
Date: 29 octobre 2015 - 09:35

Ny tena nofinofy aloha dia HDJ80 VX 24 Valves ireny e! fa mbola tsy takatra aloha hatreto, Y60 court chassis reny eo amin'ny 12 Ariary ny tena mbola tsara, ka tsy afaka miakatra mihintsy aloha e!

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 29 octobre 2015 - 10:35

ity koa misy iray hafa : JEEP cherokee 2

sady tsy dia hoe gisa maintsy be ny pièces-n'izy ireny kay satria ny moteur ao anatiny aza dia moteur Renault (d'origine fa tsy swap)

ary ny vidiny dia mora ihany : ~8 à 12 M ar raha lé année 90 - 95 ireny

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: vetaveta
Date: 09 novembre 2015 - 12:30

Egal>>>>>> Tsisy otrany Toy 80, Land TDI 110 sy Range1, troll Y61 TD42 na Jeep Wrangler ra hampiady ben a! Reo no mafy indrindra sy tsara indrindra raha ny vam disponible eto amintsika. Raha tsy hoe hividy Hummer 1 nga ohatra....

Aza manaiky hampidirin'ny olona rampe commune zany mintsy ra handeha dezaka fa tsy adala ny vazà tsy mivarotra ireny amin'ny pays tropicaux.

Raha io budget anty io de aleo NIVA no vidiana fa tsy potika mandrakizay ko reny... Na raha sendra mahita anle Nissan Y60 RD28 na TD42 na koa pathfinder Phase 1 TD27 tsara be ko reny de vidio amin'izay fa sao lasan'ny olona indray.

Nisy nandefa annonce NIVA teto tamin'ny herinandro 3 millions ariary ny nivarotany azy fa tsy aiko ra efa lasa na tsia fa averina vaovao izy de basy e! Tena tsara be an! somary teritery noho ny hafa de zay no limite'ny.

Zay?

De bôns fôna e!
Hi hi hi!

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Egal
Date: 02 février 2016 - 13:48

Isaorana manokana izay nanome toro-hevitra fa dia Pajero V24 aloha no nidirana. Rehefa manana S misimisy manantanteraka ny nofinofy

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hrz
Date: 02 février 2016 - 15:09

mahafinaritra r'ise a, arabaina izany, dia zarazarao eto ihany ny expériences é!!!

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Daraina
Date: 02 février 2016 - 15:40

Ary ny Galloper ve tsy mba afaka miady fa toa Pajero ihany hono izy ireny?
io Toy 80 io efa saika azoko fa tara kely,manenina ihany fa tsy anjara no azo lazaina

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: mitady 4x4
Date: 18 décembre 2016 - 17:44

Toa misy mitady ity sujet ity sady mbola azo tohizana ny resaka e

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: fanazavana
Date: 20 décembre 2016 - 09:53

Tohizo ty resaka ty fa milay e, zahay koa liana satria mbola tsy connaisseur nefa mikasa hiditra eo @ ilay sehatra.

Inona no tena olanareo @ terracan na starex mitobakabe eto @ tanàna ireo?
Point fort sy faible, iarahana mahalala aloha fa hafa ihany ny 4x4 efa manana prestige hatramin'izay Toyota, Nissan, etc fa tena lafo koa ny vidiny raha mihoatra amin'ireto récent ny taona nefa 20M - 30M Ar dia efa mahazo.

Misaotra mialoha sahady anareo efa mpahalala.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: fanazavana
Date: 20 décembre 2016 - 15:33

up kely

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Jeep
Date: 20 décembre 2016 - 16:54

Zah koa mba liana fa manana projet hividy 4x4 fa tsy mahafantatra,ny Coréenne tsy hay na mafy na tsara,mameno ny arabe ny 4x4 manetroka;inn ny critères tsara jerena raha hividy?

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: swapi
Date: 21 décembre 2016 - 12:03

4x4 en ville ireny terracan ireny fa tsy mety ampedina e! vo miady lavalava ireny def manao train vo mverina av any

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: fanazavana
Date: 22 décembre 2016 - 13:56

Ary ny starex 4x4 manahoana?

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: bilakely
Date: 23 décembre 2016 - 14:23

Izahay mpampiasa terracan crdi sy starex 4x4 fa mahavita ireo raha ampiasaina e,betsaka ny kojakoja ary mora, ahazoana tombony raha manao location satria vetivety dia miverina ny vidiny noho izy mora. Ny fitandremana sy ny entretien no mila atao tsara fa matoa io marque io mivoatra be toa io dia efa hisongona ny marque fanta-daza izy zay atsy amin'ny lafiny rapport qualité-prix.

Izay hotely be mpihinana ihany zao no tsara sakafo indrindra raha mbola ambanimbany ny vola miasa.

Aza sodokan'ny toyota 80 fa sao lany vola be atolotra mécanicien sy mpivarotra pièce ary fotoana hanamboarana azy noho ny fahanterany, satria mademoiselle taloha ihany no anarany rehefa fotsy ny volony.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: RA Y60
Date: 25 décembre 2016 - 08:43

zaho rangaha mba maola aminireny Y60 ireny fa mba lazao zay mahita aloha handinihana azy a,ny ahy zany mila le tsy dia misy kitihina ireny intsony ny mecanique no ilaiko e indrindra fa ny TRAIN AV na AR,dia mety eo amin ny ohatrinona eo

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: stuttgart
Date: 25 décembre 2016 - 15:20

polo: raha rainiboto aloha raha tena hoe tout terrain de ny mercedes classe G ihany no tena mbola henjana,saingy tsy laitra ny vidiny,na ny taloha na ny ankehitriny.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: fanazavana
Date: 26 décembre 2016 - 13:45

up

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Jeep
Date: 28 décembre 2016 - 10:40

Galloper ve milamina 250000km e?

Vitara vitesse automatique koa manao ahoana,misy crabotage aloha?

Ireo no safidianako ka mba mangataka conseils.

Misaotra.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: G class
Date: 05 janvier 2017 - 10:32

Tena ohatran'ny sarotra ihany aloha ilay hampiady Class G izany (na ny taloha na ny taty aoriana) satria eo @ coût entretien sy réparation angamba no tena henjana an,

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: pont rigide
Date: 05 janvier 2017 - 16:39

mba fanontaniana hoe : fa maninona tokoa no vao hoe tsy pont rigide ny eo aloha @ 4x4 dia ohatran'ny hoe tsy 4x4 izany ilay fiara araka ny filazanareo ao ambony ao...
tena misy différence b ve...
hoe misy lalana tena tsy vitan'ny 4x4 tsotra mihitsy ve nefa afaky ny pont rigide mora foana ?

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: swapi
Date: 06 janvier 2017 - 08:44

tsy mitovy io e!

terracan anie tsy oe tsy azo ampesaina e!

fa raha tena oe oampiadina ireny tsy afaka e! fa raha oe andeha province sy piste tsosotra fotsiny ve moa tsy aleo mampiasa az

arakarak ilay ampesainao az izany io e!

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Toiota
Date: 06 janvier 2017 - 11:00

tandremo fa ny bikan'ny fiara sasany 4x4 fa tsy afaka miady amin'ny tena 4x4,ataon'ny olona hoe 4x4 de ville,vao fotaka fotsiny dia miraikitra.
Zah zao nikasa koa hividy RAV4 fa kivy be aho satria misy milaza fa tsy mamely,misy namako any afrika milaza fa mahavoa lalandratsy tsara ny RAV4,mahakivy!!!!

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: pont rigide
Date: 06 janvier 2017 - 12:35

Zah aloha tsy expert @resaka 4x4 fa araka ny resaka eto izany dia ny pont aloha sy aoriana rigides daholo vao ambara fa tena 4x4 ny fiara iray,
Ny mahagaga anefa, efa tena mihavitsy ny fiara vaovao no atao pont rigide.

Ka inona ary ny antony mahatonga ny constructeurs tsy mi-développer anazy mba ho mora amboarina raha tena efficace, inona no inconvénient an'ny pont rigide raha izany ?

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Jomaka
Date: 13 janvier 2017 - 11:47

Ra ny fahitako azy alou d ny valala misy fa ny mpilaza kou mahay e, marina fa tsara ny essieu rigide alou sy arina any anaty akata fa betsaka iany kou anefa ny afaka tsara na suspendu aza ny pont alou, sady ity farany azahoana confort kokoa eny andalana...

...ra za manokana alou, ra manana 50 000 000Ar a, aleoko mividy nissan patrol y60 1 ataoko fanalana azy any anaty akata + terracan 1 atao fitondra @ville sy vacances e, toy izay patrol y61 iray d lany ny vola!!!

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: bararata
Date: 16 janvier 2017 - 16:46

pont rigide >>> samy afaka lalandratsy daholo aloha na pont rigide na pont suspendu

Ny différence dia ny pont suspendu mora simba raha hoentina @ lalandratsy foana, izany hoe, raha samy mandeha lalandratsy ny pont rigide sy pond suspendu dia simba vetivety ilay fiara pont suspendu

ny antony dia misy rotule (atahorana hitsoaka raha gidraina), feno silent block ihany koa izay vetivety dia maty rehefa mandeha lalandratsy matetika; tsy ahitana an'ireo elements ny pont rigide, zany hoe efa conçu handeha lalandratsy.

Ny avantage pont suspendu dia ny ténue de route sy confort rehefa @ lalana tsara

Zany hoe raha tsy handeha lalandratsy matetika izany dia pont suspendu de efa mety, fa raha handeha lalandratsy matetika aleo tonga dia mi-investir @ pont rigide

Tsy marina ilay hoe miha-vitsy ny fiara vaovao pont rigide avant, fa efa hatramin'izay mihitsy no vitsy ny constructeurs no manmboatra fiara pont rigide avant, satria vitsy ny demande

Ireto no fiara mbola en production, pont rigide avant : toyota série 7, suziki jimny, lada niva, jeep wrangler

Za perso aloha aleoko pont rigide avant ihany raha vao 4x4, sinon aleoko fiarakely na SUV.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: bararata
Date: 16 janvier 2017 - 17:06

adino : Merco classe G

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: pont rigide
Date: 17 janvier 2017 - 10:09

merci Bararata, mazava dia mazava ny valinteninao.
Zah aloha dia tena mankafy ny Class G hatreto... saingy mba manonofy fotsiny ihany.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: Toiota
Date: 23 janvier 2017 - 13:58

Za tsy miala Galloper exceed

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: pont rigide
Date: 26 janvier 2017 - 15:44

tena ohatran'ny mijery an'ilay Suzuki Jimny kely fa ohatran'ny kely mahavita be izany ny fijery azy an!
Sady izy poids plume, no tsy dia tena ratsy jerena ny bikany ... nefa pont rigide .

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: eddy
Date: 06 février 2017 - 15:48

Aleo manangona kely raha ampiady dia LAND ROVER 110 ;ireny no tena mpiady,sady mafy nefa tsy dia lafo piesy.somary lafolafo kely aloa raha ampitahana @ nissan sy toyota é.

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: TSY MAHAY
Date: 16 avril 2017 - 18:58

Inona no tsara, moteur atmo ve sa turbo raha resaka 4x4, izany hoe andeha piste sy lalandratsy no tena ilana azy

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: mpiserana
Date: 22 avril 2017 - 20:30

mitady Y60 mamely tsara aho izay manana ,tompony no tena tiako raha misy azafady ,mbola ao daholo ny tsinainy rehetra fa tsy misy efa nanlana an,mifanome numero sy mail raha tena matotra ny sera an
miandrandra feno toky Tompoko

Options: Répondre
Re: 4X4 hampiadina
Par: hahahahhaha
Date: 11 septembre 2017 - 10:56

Tsy kopy@
hahahahhahahahahah efa sampy izany hahahahhahahahahahahhahahah je sors

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg