Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Auto-moto et Mécanique
intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: la roun
Date: 03 avril 2016 - 13:03

Sa lany frais fotsiny nefa sady tsy mahita lavaka?
Ny antony dia satria tsy dia afa-po @etat an'ny vam avy any finda amidin-dry zala eto ny tena

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: borikilahy 
Date: 03 avril 2016 - 15:11

raha fiara vidiana 1000€ any Frantsa dia 3000€ ny ivarotan'ny réunionais azy.
Ny fret fotsiny no mba ahazoana kely satria 1140€ ny fret avy any frantsa dia 600€ izy avy etsy La réunion.

Sady ny fiaran'ny réunionais voagidragidra sy feno arafesina be.

Dia anao ny misafidy.

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: la roun
Date: 04 avril 2016 - 12:56

Misaotra @fifampizarana e

Marihiko aloha fa ilay avy any finda resahiko eto dia izay fiara rehetra tonga eto mada amidin'ry zala na la roun io na Belgique na autres. Tsy mahaafa-po ny etat- ny fa na fiara efa nigebona be na fiara efa valaka be
Dia nieritreritra aho hoe mahaleo ny sarany ve raha ny tenako mihitsy no miondrana etsy la réunion na Belgique sa aleo manafatra @ry zala mpibizina ihany dia tena mi-exiger etat fa tsy izay hoentiny eo?

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: europe
Date: 04 avril 2016 - 14:48

raha hitady fiara raitra dia aleo tonga dia any europe mihitsy mandeha eh! allemangne sy italie izao no feno fiara tsara nefa tsy dia lafo

fa confirmeko aloha fa raha vao fiara hoentin'ny mpanodina izany dia efa tsy poince e! ny 90% efa namboarina ny kilométrage, ny sasany indray efa spécial export (tena efa tsy avotra), ny sasany efa nigebona ...

lafo kokoa noho ny hoentin'ny mpanodina ny fiaranao, sady lafo kokoa noho ny amidy eto @ tanana, saingy ho afapo ianao sady raha fiara hotazonina ela dia rattrapé ihany iny difference @ prix d'achat iny afaka taona vitsivitsy

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: TVA
Date: 04 avril 2016 - 17:30

Raha mitady fiara maha-po ianao dia @ http:/ /www.beforward.jp/fr/ manafatra, efa nividy fiara tao za, virement bancaire no nataoko t@ nividy fiara. Bon risque ilay izy fa nahatoky ny professionalisme fotsiny ny tena. Nalefany poste ny papier, ny fiara tonga t@ sambo. Tena fiara vaovao no tonga satria na ny roue de secours ary tsy mbola niasa, ny kilometrage tena kely (60.000 km), madio be, fa saingy somary betsaka @ teny japonais na voiture allemande aza ilay izy.

Tsy aiko fotsiny zao fa somary mila vaniny ny douane rehefa voiture tsy avy Europe no tonga eto.

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: TVA
Date: 04 avril 2016 - 17:47

Ny fiara avy any Japon kely ny risque hoe trafiquen'ny olona ny kilometrage satria ny olona any mihitsy no tsy mampiasa fiara nohon'ny transport en commun efa tena avo lenta be ary tena mahavariana. Raha mijery ny statistique dia mitombona tsara fa kely kilometrage ny voiture avy any Japon, ny moyenne hita ao @ google dia 10.000 km/an eo isaky ny fiara.

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: japs
Date: 04 avril 2016 - 17:50

fa volant à droite anie ny japon e

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: TVA
Date: 04 avril 2016 - 17:54

Ny fiara novidiako avy any fiara volant gauche. Somary lafo kokoa ny volant gauche mihotran'ny volant droite fa zany hoe mbola mora lavitra (qualité/prix) raha hoarina @ fiara La Réunion na @ ireo mpibizina vam, tena atsimo sy avaratra.

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: Aloka
Date: 05 avril 2016 - 10:17

Ary mada infinity manaôna ny atsaran'ny fiara ao?

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: livaB
Date: 05 avril 2016 - 15:14

TVA -> manao virement bancaire ve rizareo sa aona ny fomba andefasana ny vidiny sy ny fret makany ?
Tena mbola faible daholo marina ilay km sady tsara ny etat-ny vam

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: livaB
Date: 05 avril 2016 - 15:41

Volant droit dôly no betsaka ao ry TVA fa ny gauche dia tena ry santa fe sy ry tucson no betsaka ao. ny marque européene mo de essence doly ko izy rehetra fa tsy misy gazoil.
Merci iany nanoro anle site e

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: TVA
Date: 05 avril 2016 - 15:55

livaB> mila mijery matetika ao ianao fa rehefa tsara ny vam de vao mipoitra dia tsy accessible. Ny ahy aloha dia tonga dia filtre par volant gauche no ataoko t@ nijery vam tao. Tena vitsy ny voiture gazoil ao raha zay no tadiavinao, na moteur v8 aza dia essence. Virement bancaire no nataoko t@ nividy fiara, manome fe-potoana devis ry zareo ary afaka négociena io devis io, omenao ny port de destination, ny mombanao. Acceptenao ilay devis de misy fe-potoana hanaovanao ny virement sinon averiny hamidy indray ilay vam avy eo.

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: risque
Date: 05 avril 2016 - 16:10

Tena risqué ihany zany hanao virement nefa ny daba mbola tsy azo izany k'le, amin'izay ny vidiny millions de millions fa tsy mba vola kely, tena tsy sahy aho aloha k'le

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: TVA
Date: 05 avril 2016 - 16:21

risque> tena risque ilay izy fa efa 3 ans passé zay ilay izy ary tsy aiko zao ny service raha niova. Ilay envoi papier par poste no tena hitako nankarary loha. Ilay vam mba azo arahina @ site ny sambo andehanany.

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: livaB
Date: 06 avril 2016 - 12:41

Merci ra TVA fa mampatahotra iany tkoa alo le mandefa vola tsy misy garant ty. mety itsofohan'ny mpanao arnaque io ny farany.
Aleo iany le manafatra eny europe

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: razoum
Date: 17 février 2017 - 10:36

firy andro eo la reunion mada am sambo raha hanafatra fiara?

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: Evasion
Date: 21 février 2017 - 14:32

Salama e! mba saika hanontany za eo, ohatrinona eo no m dedouaner Citroen évasion année 2000, 7 places n dia misaotra mialoha e

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: Efahainao
Date: 29 janvier 2018 - 05:16

TVA, azafady, fomba ahoana no nanaovanao virement bancaire tany Japon ? Bank malagasy nefa mbola tsy maiky ny transaction makany ivelany mintsy.

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: rivo17
Date: 29 janvier 2018 - 14:33

Efa nanoratra aho fa tsy nety hitako ilay sujet nasiako azy ity, saika hanotany hoe manao ahoan ailay ao @EUROAMADA AUTOMIBILE ampahibe io , efa nisy naheno, na nividy toa ve araka ny vidina tokoa v ilay fiara sa ?

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: WinTV
Date: 29 janvier 2018 - 14:42

Efahainao>>> efa mety ny viremeny bancaire avy eto Mada mandeha any ivelany. Efa ela no mety. Mila justificatif an'ilay virement: ohatra facture proforma ividianan ilay entana... misy ttsy fenoina au moins karazany 2.

Options: Répondre
Re: intéressant ve raha ny tena mihitsy no mandeha mividy fiara ao la réunion. Ho an'ny tena manokana fa tsy bizniavana
Par: Efahainao
Date: 30 janvier 2018 - 10:54

Win TV, merci beaucoup

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg