Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Auto-moto et Mécanique
Page: 17 sur 17
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 08 janvier 2018 - 12:20

Sendra mba itako tany ian

https://www.youtube.com/watch?v=VlootNR2qFA

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 08 janvier 2018 - 21:24

le canel's menabe iny na grena iny zany V6 ve?

de tena V12 bi turbo ve no tao???

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 09 janvier 2018 - 14:33

za ihany : 319 Mits iny d otran oe an Ledada, misy parachoque latéral iny

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 11 janvier 2018 - 21:13

Mba tiko ho fantatra ny hevitr'ireo mpamily henjana ao @ kofmad reto hoe ahoana ny fahitany ny sprinter

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Andria5
Date: 12 janvier 2018 - 08:57

ka ry zalah nge tsisy eto mitsy fa midina lundi/miakatra mardi; midina jeudi/miakatra zoma; midina sabotsy/miakatra alahady...
Tsy hahazo ny heviny eto izany enao. Tsisy fotoana hijerena moov sy hanaovana FB zany reo, ny fotoana hatoriany ary tsy ampy tongue

Grave nge zalah ny rythme-n'reo bandy reo manao 3 voyages/semaine e. Fa vitsy ihany aloha izy no mahavita an'izany, ny ankamaroany dia 2 voyages daholo. Rehefa miaraka aminao eny nefa ry zalah tsy hitanao ho ramax zany fa en forme be daholo.

za ihany > vao tsy ela ah no nanontany an'i Vonjy (t@ décembre iny) de zao no navaliny : "marina fa henjana le Toyota, fa le Mercedes tena mbola biby noho izy sady tian'ny olona. Mila manenjana kokoa izany @ le 1KZ vao mahazo ny vitesse n'ny 518. Fa izany hoe raha route Tana-Majunga dia miara-tonga mihitsy satria tsy hoe ohatran'i Tampoketsa daholo ny lalana, misy portion betsaka mahazo avantage ny 1KZ".

sprinter2 > marina ny voalazanao. Mahafinaritra ny mandeha @ le izy, vao t@ alahady teo aho no tafaraka taminy (majunga>tana). Tsy dia nisy action hotantaraina, ny zavona sy trace n'ny cyclone koa tena mbola betsaka. Na koa mety efa niova i Ledada (?)
Tsy afaka manome contact-n'i lery eto aho, fa omeo ny num-nao (na mail) d alefako any.
(Tsy v12 biturbo kosa no tao kah...)

Izao ny planning-ny efa hatr@zay : midina lundi/miakatra mardi; midina jeudi/miakatra zoma; midina sabotsy/miakatra alahady

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 12 janvier 2018 - 10:19

Mazava oazy nge fa ny toyota tsy ho tsara noho ny sprinter mits ra atao ny comparaison reetra e. Resaka espace fotsiny de efa catégorie sam hafa fa ajanoko eo iny resaka iny.

Andria5 : merci e, itako eo ian no atao anLedada ka. le lien nalefako io resahan'i "za ihany " V12 io. fa le 518 an'i VOnjy v tsy le komany b iny e. ra nanana 518 fohy zalah d mbl zavatrafa ndray ngamba. ra 519 ny an Ledada iny vomay cava

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 12 janvier 2018 - 19:55

Andria5: marina ny voalazanao fa tsy hoe eto ry zareo na ho any @ fb,fa ny tiko lazaina de ny hoe inona no heviny,de enao zao efa niresaka taminy de naka ny heviny,de izay ilay heviny tiko hahatongavana.Ka dia misaotra anao niteny an'zay.
Ilay izy mantsy arak'ireny efa adi-hevitra be taloha ireny hoe hiace vs sprinter 1KZ vs 319 sns sns,de ry zalahy zao no ataoko hoe mahita tsara ny fandehan-javatra satria ry zalahy no teo @ familiana.

Nisy resaka zay hitako t@ gp fb de hoe nandeha @ Ledada le olona de matahotra.Izy io koa anefa de mpamily.De hoy izy hoe nandeha nilamina Ledada:ha ha ha

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Andria5
Date: 15 janvier 2018 - 10:23

Za alou efa elaela zay no tsy dia nahita action tsony e. Manaikitra koa nge ny vidin'ny gasoil, pneu... @le mandeha mafy.
Na izany aza anefa dia mitazona allure tsara foana ry zalah, 10h foana ny anaovany an'io trajet io.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 15 janvier 2018 - 12:56

vo tam weekend za vo nvoka RN7 ndray en scooter. nandeh nitsabo tena tany atsimo tany. refa nverina a enforme tsara, de naita fomba fandeh vaovao tamiko ndray, zaraiko sod mety am sasany. resaka tsy te hotara lotra iany le izy nefa sady tsy te handeha mafy be koa.

limiténao ny allure oe 90 na 100 sur ligne droite max. de ra depart latsaky ny 40 enao de atao miainga milamina tsara tsara de à partir ny 40 amzay tonga de atao mafimafy ny acceleration mandrapahatratra anle vmax nofixénao ra mifanaraka amzay ny lalana andehanana eo. de refa misy virage tsy mapiasa frein fa frein moteur fona, zan oe mamotsotra accelerateur avy lavitra, enao ian mahay azy arakaraky ny vitesse en cours. fa tena possible oe sur 50 kms de route tsy manitsaka frein mitsy.

Ary tena tsis adrenaline na kely arany nefa enao maheno oe mande mafy b mitsy amzan. sady vitsy ny vam sahy misongona amzany ra mis reprise le anao. miandry b le vam ao aorina refa miditra virage enao, de izy efa vonona ny hisongona iny refa vita le virage no manitsaka tampona enao de lasa tsy sahy midepasse izy. de refa mahitsy be ny lalana, zan oe mande 90 na 100 enao sady nalaina tam acceleration rapide zay vmax zay, tena mbola misalasala le vam ao aorina hidepasse satry otran oe mifanenjana amnao izy ra misongona eo vu oe hitany ny fidiranao virage fa ts mitsoaka azy enao akory.

mety lu le izy ra ny fijeriko azy e, sady tena rapida be nefa tsy mandany plaquette. en plus confort be mitsy, le plaisir de voyager e!!! suurrr daoly!!!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 15 janvier 2018 - 19:27

Andria5: 10h miaraka @ sakafo sa 10H tsy tafiditra au ny pause??

spronter2: tsara io hevitrao io,za rehefa somary mba mi-rallye kely de manao an'io,zany hoe le miditra virage zany,tsy manitsaka frein,fa frein motera,fa kosa efa haiko hoe hatreto ny vitesse alohan'ny hiditra ilay virage fa raha vao mihoatra a'io vitesse io de tsy maintsy manitsaka frein.Le izy aloha efa lalana mahazatra de efa hay hoe zao km/H no hidirako an'le virage sy ny hoe zao rapport.Ny fakana very ligne moa tsy ferana rehefa malalaka ny lalana

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Andria5
Date: 16 janvier 2018 - 09:43

za ihany > @17H miala any dia @ 03h du matin tonga aty. Izay foana le rythme e. Misakafo 25mn, dia indraindray tsisy pause mitsy entre Ambondromamy>Tana.
Fa t@ cyclone teo fotsiny no tsy tratra izay noho ny lalana somary maromaro obstacle.

foutax > manahoana ny lalana any avaratra any izao ?

OK daholo zalah ah

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 16 janvier 2018 - 15:45

Andria5: tena mande be zany ,mihaiky aho

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 17 janvier 2018 - 17:01

za ihany : otran possible ian zan satri be mahitsihitsy ny RN4.

fa Antsirabe lu tena 3h fona ra za e, 2h40 refa te ande mafy. avy tany ndray a teo fa refa nanao essence tany ah de nanotany le pompiste nahita anle machine-ko oe "tsy 1h30 ve ny anaovan'ty bira-tanà?", d hoy aho hoe ko ra tsy mitapy ah ko hanao anzany. za ary efa mandeh be amzan 3h zan, hihihi. ary bedabe ny olona mifanditra amiko amzany, 2h hono. tsy manaiky anzan aho satri vitsy ny olona afaka mitana allure 120 140 fona.

fa tam nidina tany a tena nofaizin'zay 416 fohy zay. za manao double, tao antapotanànana Ambatolampy ah no nisy sprinter nanao appel de phare avy any sady nisosososo be nisongo ana anaty virage. alina koa moa ny andro ka nde harahako oa iny fa tsy nisy caravane za tamzay. mandrapivoaky ny tanàna tena efa lavitra izy, nanenjika ah fa eee, any bira izy naka olona vo tratrako. nefa izy tena mlanja be. mba niaiky ko ah zay.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 17 janvier 2018 - 18:31

sprinter2: za koa adin"3 foana @ Tana bira.
416;ny fiara mety mbola tsara,moa izy stable,mo ny pilo mety gaigy koa

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 18 janvier 2018 - 06:56

Andria5> za mo efa elaela tsy nande teo fa tena efa ratsy e. Tratran'l' orambe t@ cyclone teo vô mé tena ratsy.
Sprinter2> za ko efa tratran'io fa t@ fiara madinika ndray.
Fa tsy 416 ndray le izy t@ zany fa 508 lavabe ha3 izay mitovy destination aminay. Aloan'ny iditra ambatolampy no nosongonanay le izy, de juste nanatitra zavatra tao Antananan'Amabatolampy zay de lasa (20mn max). De nande de nande de nifampanontany zay oe fa lasa aiza le 508 teo fa tô tsy tratrantsika nefa tô tsita nijanona ko. @io nefa azo lazaina fa mande mafimafy kely iany zahay an. De gaga enao fa efa any @ barrière de pluie @ làlana secondaire miotra ny Ambohibary izy vô tratra. @io ôtran'ny efa ela ko aza izy no tonga teo. hi3

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 18 janvier 2018 - 07:04

Asa ra misy mitovy na tsia fa tà zà niakatra Tanà tà septembre iny nande Besady+ de nisy sprinter3 (51?) menamena (ôtran'ny an'ny Canel's) zay nandady be niakatra Manjakavaradrano iny, hany ka na Besady mpandeh milamina be iny aza nisongona anazy tsy taitra akory.
Fa remark oà fa asa nareo mpande nasionaly reo ra maita an'zany koa fa ôtran'ny vô maita sprinter3 na crafter eo aloany ny sprinter taloh reny de tonga manenjika fôna ary miezka ny tonga de misongona fôna

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 18 janvier 2018 - 09:54

ity resantsika ato ty moa de lasa nampifankahalala olona,zany hoe ny samy mpiresaka tato no lasa nifampiresaka sy lasa mpinamana.

Tsy tadidiko tsony moa ilay tantara fa nisy fotoana za nampiseho sarin'i 12 teto,mety teto angamba.T@zany fotoana zany mbola le pseudo anakiray iry no nampiasaiko.
De hitan'ilay namana le sary,de nojereny tsara,de ny fahitako azy an,hainy le teo @ fond an'le sary,zany hoe le toerana.

Asa na fotoana firy tao aorinan'ilay fivoahan'ilay sary,tsy tadidiko tsony,na 2mn na adin'1 na andro 1,fa nisy nandondona.
De hoy za t@ Raakoto hoe ndana zany jereo fa sao de olona manontany hoe amidy nga le 12.Mbola num vahiny mantsy izy t@zany de be mpanontany,de za kamo le hamaly an'le olona.

Rehefa nijery anle olona nandonona i Rakoto,de niverina fa hoe za no tadiaviny.De za ahoana oa?Le tompon'le fiara 12 io mihitsy no tadiaviny hoy i Rakoto.Fa tsy olona manontany hoe amidy ve le 12,hoy aho.De tsy izany mihitsy hoy Rakoto.
De hoy ihany Rakoto hoe:izany ......(le pseudo fahiny) no tadiaviny.

Teo za vao gaga no nanontany tena,no sady nivoaka nijery le olona.Hay izy ity voisin -anay.Teo vao samy gaga:ha ha ha ha.

Nanomboka teo de lasa mpiakama be,fanampin'izany samy mpankafy fiara.Izy aloha tsy de mpiresaka brouusy eh,fa fiara @ ankapobeny no tena resahinay.

De zay le resaka kely.Lany bala de somary nivoana kely le resaka e,mba mampiakatra fotsiny eh

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 18 janvier 2018 - 10:40

Raffan> ha3. Afa ndray iny

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 18 janvier 2018 - 11:15

foutax iany : maakamo mits le efa oe mandeh mafy nefa tsy mahazo an, hihihi. na mety entana mitafotafo nefa maivana toy ny kapa no nentiny ka. za lu tsy de miombokevitra amzay oe sprinter3 eo alohan'ny sprinter talou zay e, surtout ra crafter. ny zavatra hitako de le sprinter3 ratsy ra vo tsy 16cdi 18cdi 19cdi. ka matetika le tsy afaka no tafaraka am sprinter talou de aveo songonany, par contre ra vo crafter mena roa miakatra no tafaraka amzalah de tsy sahy izy ra 12 na 13 no entiny satri manitsaka fona ny sofera mitondra crafter matanjaka. fa ra 16cdi taloha no entiny zalah de ekeko le lazainao. misy crafter mena telo zay any lazain'ny le sofera 316 nanao accident fandeanako iny oe efa napinanin'ny 16cdi RN4 reo de tsy sahy tsony. nefa lou vitsy zan oe TDI mena telo sahin'ny zalah zan ka

za ihany : d iza ono le pseudo niona tamnao? hihi

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 18 janvier 2018 - 13:00

ny ahy aloha raha vao hoe sprinter cdi de manomboka @ 16cdi miakatra ihany no hinoako fa hahafa-po ana eh.Tsy mbola nandeha 16cdi na ny miakatra aho.
Ny 13cdi indray de tao @ le koperativa vao haingana iny,mbola vaovao moa no tsy misy entana de sahala @ hoe.....,fa na izany aza tsy ao eh.

Foutax ihany:tena nihomehy zahay hoe hay ve nareo le......,ao @ moov eh,za moa zany tonga de hainy,fa izy no niteny hoe za ......

Sprinter2:mbola tsy teto enao t@zany raha tsy diso aho

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 18 janvier 2018 - 13:04

ny safidiko t@zany de na 12D na 16 cdi.Mbola lafo moa ny 16cdi t@zany,de nidina 12D ny tena,nefa tsy nahafaty antoka na izany aza.Fa raha nahatakatra 13cdi koa aloha de sur za fa tsy nividy eh,na tsy mbola nitaingana mantsy za t@zany,asa na efa nisy koa t@zany na tsia,fa efa haiko hoe tsy ho tiko le izy

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 19 janvier 2018 - 09:09

za ihany : fa ny vidin'ny 412 sy 312 nga mifanalavitra be e, 416 s 316 ko ohatra. zay olo-patatro manana 312 sy 316 mants efa nanotaniko daol oe pourquoi pas les 400, de oe lafo b ono

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 19 janvier 2018 - 15:41

Sprinter2:naninona 312 fa tsy 412?

Valiny:satria tsy hatao brousse no tsy asiana porte bagage,noho izany tsy hilanja entana be.Na ny seza aza de 11 places fotsiny.

Raha ny vidiny aloha mety misy elanelany ihany eh,matoa tsy be ny 4XX raha oharina @ 3XX

Raha ny tena safidy aza de ireny vw minibus ireny,sahala @ hoe vw caravelle tonga de seza d'origine,tdi menamena daholo,ary 4 roues motrices,saingy ny saosy no tsy misy.

Zany hoe tsy tiko ho hita zany ilay izy somary sahala @ camion @ endriny avy ety ivelany,satria raha double pneu de sahala @ camion.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Dzamabe
Date: 20 janvier 2018 - 20:10

Aiza Ry akama a mba nande tam RN 1 fa asa ze mahazo reto sprintera fa 3 be zao maka sisiny Manainga capot ny kil miandry In ry zala no blem am reny ?

Za iany : enjana be le manafy le sprintera Ka efa matafavoka Vam Ray ao am port

Masaka e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 22 janvier 2018 - 12:35

za ihany : aa... d'accord.

Gaigy be le mande amzao orana zao fa malama be ny làlana. mbola mis fona nefa ny sofera mihinam-by, taxi brousse sisa no voasongonako fa andihizan'ny 4x4 sy ny plaisir aho eny an-dalana. atram matiz reny v letsy mihoatra ana daol, mdrrrrr...!

maagaga fa tsy tian'ny akamaroan'ny olona le songonana, tena mila mianatra sy mizatra songonana ian aho ohatra fa tena marary be ny foko (hihihi) refa tsy afa-manaraka andrzalah amzao arabe mando b zao.

Jerevo ko nge ao am fb an'i cotisse, fa nanao fisaorana ry zareo tamle accident RN4 iny, nefa kay vava zao nahazo azy zao!!! eo ian le tsy mijanona refa misy nrousse sasany accident fa le olona tsy mazaka songonan'ny cotisse no tena be mitaraina.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 23 janvier 2018 - 15:53

sprinter2; nijereko le page fb andrizareo fa de izay lazainao izay tokoa.Hay ve efa misy vip koa mankany Toamasina eh.
Inona no vava nahazo andrizareo fa tsy naharaka ny aty an


djamabe: mbola tsara ve ny lalan'ny rn1 ao e?he he he

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 23 janvier 2018 - 17:04

za ihany : le vava zan d ohatra oe : mba mijanona koa nareo refa mis vam sasany accident, le VIP anareo ts mjanona refa anaovana controle tam peste, soferanareo mande mafy lotra, refa misongona ny iray am caravane de mandeh daol ny ambiny na de tsy afaka arany; etc...

Nefa resaka fisaorana no niaingana. za lou pandeh cotisse fa hitako oe dediabe ny marina am volazan olona, saingy misy koa ny tsy fitiavana anzareo manokana (plutot fialona)

za ts panao RN4 lotra, aryze tany mis Cotisse de ts miala amzareo a, za tsy mbola nande Kofmad, saingy tsy maintsy handramako tsy hoela Ledada, mdrrr..!!!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 25 janvier 2018 - 15:21

Mba ahoana tokoa re ny ai anatin'ireny vip ireny eh

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 26 janvier 2018 - 18:15

za ihany ; ts matsiaro tena oanaty sprinter intsony e, zara fa mis seza, ts maniry az lu za, mdr


Misy mapme aloha e, avy nanao special tany bira ny vevavy namako teo. gaga aho fa 2h30 taorian'ny izy niteny oe niainga tany oaty tana iz no milaza fa oe efa miditra tana. nalaky oa zan.
refa notsenaina izy de tonga de niteny oe tena mande be kosa le minibus kely nandeananay teo zay (vam an'i ONN). fa aiza oa zan tobilnareo zan. minibus kely oziz, de natondrony oe itsy. starex no itako d mis minibus ray afa tao aorinany. itsy starex itsy ve oa zan? aaa oziz le ao aorina.

mdr, hiace d4d le ngeza le izy sady tsis porte bagage. ay v oa e, ireny oa ny sprinter an'ny Toyota. d nampiko amzay miaraka amle misikotra oe tsy mahavoa sprinter zan reny ra tena ifanao (tsis idirany le resaka teo mitsy), hahahaha!!!

tonga d oziz, ountsss, sprinter zan tsy mteny amin'io tobil io, refa tobil reetra teny andalana tsy nisy naharaka an'io. mdr..!!!

tsy niteny intsony a fa action vo niainany v d hodisoako tampoka teo, mdr!!!.

iz moa vevavy ka tsy nahay nitatara action, fa ny filazany azy de oe tena mande be mitsy le minibus kely zay!!!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 26 janvier 2018 - 20:55

Tena nande be kosa le izy e,mety mbola en bon etat,moa ny mpamily koa ara-dalàna

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 05 février 2018 - 10:30

za ihany : tena mandeh kosa ren k. sad manitona maso b.

lasa aiza daol ar ny pisera eto?

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 06 février 2018 - 08:59

sprinter2;varina mitady ny ho arapaka ny mpisera eh

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 06 février 2018 - 10:32

Nahatsiaro ny akama rehetra tato mihintsy aho tamin'ny alahady. Miala an i Ambataomirahavavy dia nisy brousse sprinter 3 nanaraka. Midina amin iny mpivarotra katsaka iny efa hitako manatomotra. Ho an izay mpandeha amin iny mahita ireo mpivarotra ireo. Avy eo misy à plat dia nositomiko kely iny leiry fa avy da nanaraka. ao arina an iny misy fiakarana amin izay. haiko hoe nanenjana main izay i leiry, inona tokoa ohatra tsy teo ny nivoahany notazamina fotsiny hahahah. misy tapaka le sorata fa ...5 CDI sisa nosorata. rehafa tadidina amin izay dia misy pont ao ambany ao d mahitsihitsyu le ahazo an i Berono iny dia notsapaiko nodepassé-na fa navelany i leiry nadeha za fa tsy te handeha mafy leiry sady nomeny clignotant havanana. Hendry leiry kah hahahah

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 06 février 2018 - 17:09

Norme : merci amle mzara action e

za zalah nande sprinter cdi zay, fa tena vofitaka a, na nareo ko arany mety tao daol ko. mande zay zan, feo na 4cyl mercedes mits no enoko, de neveriko fa 313, kay refa niakatra somary ts d manao tsara ra tsy mahazo elant, zan oe 311 oa ty. nis ftona zahay nanokatra capot, nanotaniko amzay le chauffeur d oziz oe 308cdi io. am plat tena tsis anavahana az am 313 mitsy, fa refa fatatro le izy de heno ian oe ts afaka mitarika firy atram 3em rapport

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 09 février 2018 - 15:16

misaotra @ ilay fahatsiarovana ny akama rehetra ato eh

io resaka soratsoratra @ fiara io aloha efa be no diso an,fiara kely no tiko resahina eto,fa @ fiara sprinter koa zany efa misy

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 10 février 2018 - 12:10

Norme : fantatro tsara io tranche RN1 lazainao io. nis ftona a nitondra anle scooterko tany, de avy taty amle mpivarotra katsaka lazainao za no nis scooter 2temps kel ireny sady manao double no efa micolle av ao aorinako, de otranzan nataonao zan oe nositomiko kely lery fa mbola sahy ihany, d aveo le mandray anle fekarana amzay, eo mantsy tena fapedivana mitsy, teo iz nataoko saiky tsy tazana tam retro mitsy. de ary amle mahitsihitsy be aorian'ny pont ndray za tratrany, nitazona 80 za fa nijanona tao aorinako tao ian nefa iz, le vevav entiny amzan efa ranga sofina teijery action be, hahahaha, jerevako am retro zareo io. fa tam voloan ngamba nataony oe zakany za ra nande nilamina.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: rambx
Date: 19 février 2018 - 12:11

miala tsiny fa mba mila vola de alefa eto le annonce : jante par 16 lavaka 5 mety am spriter anakiroa (2) d'origine tamina GD 300 amidy 1 750 000 fmg ny iray

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 19 février 2018 - 20:05

rambx:tsisy tsiny en.Jante tôle sa jante alu hono???Ary inona no tiana holazaina @ le le hoe mety @na sprinter anaki2

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: rambx
Date: 20 février 2018 - 07:42

za ihany > zante tôle / roa ny isany, efa misy pneu io /

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: zamba
Date: 20 février 2018 - 21:30

anovy telo am le zantes oooo

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: rambx
Date: 21 février 2018 - 09:40

zamba< roa iany no dispo : ato miresaka tsitouh at gmail point com

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 23 février 2018 - 20:23

rambx;ok

Options: Répondre
Page: 17 sur 17


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg