Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Auto-moto et Mécanique
Page: 13 sur 14
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 08 août 2017 - 11:29

Norme : izahay tao apesàna nijanona teo atram 22h fa ra ny hevitro de tsy tokony boeing no manao accident eo fa ny 12D, ra hitanareo ny fiakatry zalahy eo!!!!!!, ary mbola verifié oe tsy afapiakarana ny 13cdi fa le 12D no tena adala be mande eo, ts tazandry zalahy atram le gendarme fa mila horaofiny daoly ny tobilnay ety am sisiny.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 09 août 2017 - 10:01

sprinter2:ha ha ha;izay le 12d zay e,indrindra fa ny 412d,sa tsy izany moa???ha ha ha

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: dzamabe
Date: 23 août 2017 - 14:46

aiza daholo ny akama e
zay vo ato ndray fa mba nandeha kely tany amin ny sisiny tany

za ihany : marina ny lazainao baina ; nisy bandy ao am kofmad ao niresaka taminay fa tsy matanty gidraina le 13 fa ra vo gidraina de tsy maharitra

ny anay mo de dzama ihany aloha hatreto e , nidina kely tany janga tany fa efa mba betsaka ny tary mande milamina mitondra sprinter hitako alo , fa betsaka ko ny sprinter taraiky a , asa oe inona ny blem ,



nampalaelo le boeing iny sady avy any antanana iny no saika ande janga

masaka e

masaka zany e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: rakotokeli
Date: 29 août 2017 - 15:30

salama daholo ry zalahy a!

efa mpanao taxibrousy ihany taloha fa nijanona taty aoriana fa mba saika hanontany zé manao Tanà-tuléar iny é, manahoana zao ny versement @ iny, saika hiverina ndray mantsy raha sitrapon'ny Tompo é,
na Tanà-Mahajanga na Tanà-Antsiranana na Tanà-Vaingandrano

Reo mantsy no henoko hoe misymisy hohanina

misaotra ry zalahy a!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: dzamabe
Date: 05 septembre 2017 - 20:59

rakotokeli : taiza rakoto no nanao brousse talo

mila mande kely de mijery fa samy manana ny filazanay zareo mpanao brousse reo

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 06 septembre 2017 - 21:49

RY MPAPIASA LALANA, MBA ANDRASO HISY VISIBILITE TSARA SY MALALAKA NY EO ALOHANAO ZAY VAO MISONGONA FA TSY MISONGONA FAHATANY ANATY VIRAGE!!!!

RN7 eo amin'io lala mahitsy afaka an'i ilepona ra hiakatra tanà, mis virage eny atenatenany, samy en vitesse avy any zahay no nisy 312 brouss maimay hisongona ny hiace sy mazda teo alohany ao anaty virage zay tsy mapifankahita ny avy aty sy avy any, eo ampisongonana izy no nahita ahy hifanena amzareo, ka impossible intsony ny hijanonany satria aho efa akaiky nefa izy 90kph minimum. moto no nentiko ka mora tamiko ny nivoaka ny arabe mba tsy hanaovako face à face taminy. ra fiara no nifanena taminy dia faty olona tsy vitavita teo sanatrian'izany. soa ihany fa vo nahita anle minibus tao anaty virage aho dia nanana hevitra ny hiretrograde sod mis misongana zareo. ra mpitondra moto taitaitra koa de efa zava-doza.

TANDREMO IHANY ZALAHY!!!!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: rakotokeli
Date: 07 septembre 2017 - 07:55

dzamabe: Tanà-Toliara / Tanà-Diego t@lé mbola lalana henja reny izay nisy nohanina tsara mihintsy indrindra rehefa fahavaratra, dzama t@ zany no nalaza t@ 2005 tany oany

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 07 septembre 2017 - 14:10

Sprinter2: efa be ny misongona sahala @zany eny e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: dzamabe
Date: 07 septembre 2017 - 17:06

rakotokeli : mety efa nifanena na niaraka nanala azy tam zany a , sud est sy fianar zay tam zany ko , lazain zala fa ra ampiasa am zao de le 3 panneaux reny no azahoana , misy akama manao ao am transwell ao , lazainy 2 m hono ny versen ny mpamily , aller retour toliary , ny entana hono an i mpamily , de refa misy fanamboarana de misasaka ,ny azy le 313 normal , ka asa alo ze famarinany , zay nijanona fa ny sofera navita trano daholo , ny vam simba lava

sprinter 2 : zany mintsy fomban zala sprintera reo , nande tany janga zay , ny vam mo mazda , fa mba nahazo reprise avy aty ambany niakatra somantsara iny fa sprinter avy any ambony a , nisy sarety teo aloany fa efa itany zay oe mba niakatra nilamina nahazo vitesse fa mbola nisongana le sarety iany lery fa de niala nandeha tary anaty bozaka mba tsy nisin ny joboka , avy eo le mpamily vo azafady azafdy tsy misy farany , fa zala reo sprintera reo tsy tafajanona ra vo urgence an

za ihany : zany no lazain le bandy akama ao am kofmad oe tonga de hita ny mpamily mpiasa sy mpamily tompony , ny tompona vm tena milamina fa le bandy mpiasa no mikobana , tsy mahay , no tsy misy fanajana anga

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 08 septembre 2017 - 13:52

Tsy teto amin ny tanana fa naka rivotra kely tany andrefana tany. Milamina be teny an-dalana tsy mihoatra ny 100 mihintsy. Sambany za vao mba nitondra Starex ni longue. Fiara nofaina.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 08 septembre 2017 - 15:51

dzamabe: izay le mpamily tsy mijery lavitra,efa hita fa misy fiara miakatra de mbola misongona ilay sarety ihany,tokony ni freine izy de lasa nareo vao nisongona an'ilay sarety izy.Tena tssss

Norme: ny starex ange tsara e,fa izy fotsiny tsy natao hododomina fotsiny

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: rakotokeli
Date: 08 septembre 2017 - 15:59

dzamabe: mety efa tafaraka teny miitsy zany a, nisy fotoana kely koa nanaovana fort-dauphin t@ zany. Tena marina mihintsy zany lé sofera mpamily sy sofera tompony eo @ fitaizana vam aloha d vakiana fotsiny é.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 10 septembre 2017 - 19:21

Tena enjana ry zalah le tsy professionnel ka! sady marina ny voalzan'i dzamabe fa tsy tafajanona ny sprinter refa urgent. hitako mitsy le 312 nanao zay afany mba hijanonana fa tena naleony izaho no nosacrifiéna e, sérieux nge zan e, saiky tsy hiala teny ambony arabe aho fa niala ian refa ita oe @#$%& ty le (hahaha), fa ra hantsana be no teo ankavanako de tsy haiko oe inona no nataoko, sady za ku efa miseho milay tsy taitaitra zay tatohoato, otrany calme be zany aho niala teny ambony lalana nefa ny olona tao anatin'ny le 312 efa oe maty zan.

Vo vetivety aho nandeha sonatra plus fianara, za tanaty 416 de le anakiray 316, samy le cdi volohany daoly, fa tena adala ian zalah reo, manao depassement forcé. de misy sprinter mitady tsy hanome lalana fa misisika loatra le cotisse.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 10 septembre 2017 - 19:24

Otrzany koa fa mba nandeha 514 premium Tamatave aho, ita oe mlay noho ny 513 le izy, fa le cotisse zan misy fotoana izy manaraka caravanne eo, tampotampoka eo tonga de tsofiny daoly vam 5 milahatra, sady le premium autorisé handeha 100kmph

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 11 septembre 2017 - 08:33

Fa na le Cotisse tsotra aza misy fotoana mandaka ihany ah. Mihoatra ny 90 km/h. Nandeha Toamasina aloha no hitako

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: dzamabe
Date: 11 septembre 2017 - 15:34

sprinter 2 : tena marina io sonatraplus lazainao reo fa tena tsy manaiky mintsy le sofera nefa efa hita fa lalana ratsy sady tery , amin zay fandehan ny zala tsy lasa mintsy , nolazaiko tamin ny guichetier tao fianar fa tena tsy mety , de hoy le sipa tao oe lazaiko le mpamily

mety ko ny an i baina le niala fa enao ve hiady amin ny vy eo , aleo miala e marina znay

za ihany ; so ihany baina fa mba nisy nialana a , niverina ko anie saika tratra e , antanana ndray io fa tena tsy menatra oa le sprinter midepasy nefa antanana a ; de mandefitra e

rakotokely : za alo baina tsy mba ampiditra vam anao brousse ra tsy otran ny cotisse reny ny systeme , fa aiza ve ko zala nepa sy prezida a be vola noho ny vam ande , nefa enao mbola hhiaritory ande lavitra , aleo manala azy ka

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 12 septembre 2017 - 15:07

nande 313 aho tam weekend teo sur RN. tafaraka tam hiace D4D teny an-dalana. fa zalah reo efa mifankafatatra de ty de mifapitady intsony fa mifanarakaraka teny. izahay no nitarika. tao alohaloha tao nisy cams sy fiara kely napiraikitra teny an-dalana, no iny ilay D4D nisongona ny retraretra sady tsy mahandry mitsy. de nivoaka amzay koa le 313 nanaraka azy satri mifankahalala zalah, nande mafy mitsy zahay nanenjika azy. ity lay nadrasako hoy aho

refa tratranay le D4D, tsy nosongonana fa notohizana le allure, sady tonga de fiakarana no nitsena. nanomboka tsy naharaka le 313 refa lavalava le fiakarana, fa tokony arany ihany fa tse te hiala 4e izy. fa le 4e nataony aloha tsy naharaka mitsy an. de refa vita le fiakarana de mande be lery manenjika. bon, tokony hiady tsara ian refa miakatra ra samy hifanao, saingy am plat loha tena hita hoe naprevy le 313 e, misy lancement be lery.

misy bandy akamako koa piresaka amiko momba ny 13 vs 12, za moa zan le mihizingizina amle 412 e, fa nande sonatraplus izy, 313 taloha reny. nitatara avy any fa napinanin'le 313 daoly teny an-dalana ny brousse reetra, de nisy 412 fohy nataony koa, fa nanaraka le 412 ary nandrasany hisy fiakarana tsara de nasiany ndray le 313 teo alohany, de nitoaka izy aveo. vaky vava le bandy akama fa manao le 412 ozizy.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 17 septembre 2017 - 10:21

313 zany oa aleo tsy hatao brousse mihitsy raha tsy hoe angaha tsy hitondrana entam-be eny ambony tafo.
Ny fiara zany an,matoa nataon'ny mpamorona azy misy puissance isankarazany,de tokony hifanandrify @zay koa ny hampiasana azy.

Fa zany 313 terena be zany,tsy haharitra ela de bye bye.Ny tsy hain'ny mpamily gasy sasantsasany mantsy de zao:aminy rehefa hoe sprinter de hoe dadany zay,ka hitsahako mafy foana ty na hita aza fa tsy afaka ilay fiara.

eo @ fiakarana ihany no tena ahitana azy e,mitondra fiara kely aloha rehefa milongue @ rn4,fa ireny mande be @ plat ireny vao tonga fiakarana de tratrako;ha ha ha,fa tsy songonanko kosa aloha izy e,fa tsinginiko kely fotsiny ny accelerateur de manala tongotra aho:ha ha ha.Aleo milamina

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: zany ihany
Date: 17 septembre 2017 - 10:24

puissance sy ny couple no tiko lazaina

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: dzamabe
Date: 17 septembre 2017 - 20:35

za ihany : le 313 teren zala de refa maty motera de asina rexton e

zay alo refa plat de tena manitsaka fa refa miakatra de mivoka mipipi sady mande hahahahah

masaka zany baina a , ze tonga no arabaina e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 19 septembre 2017 - 13:56

dzamabe: ze tonga tokoa no arabaina e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 28 septembre 2017 - 21:56

za ihany : inona koa io sujet mapme ao ambadika io e! resaka hiace 5L tsotra vs 12D. de tsy haiko ny iheveran'ny olona hoe tsy afaka ny 12. nefa zalah miaiky vario 12 ian nefany. ny sprinter nandehanako voalohany dia 310D boite sequentielle, sady ts mbola nalaza tam RN7 ny sprinter tamzay fa anisany sprinter voalohany tany zay 310 zay. mbola tsy hain'ny olona tsara ny momba ny sprinter tamreny ka na ny tompony mbola mitsapatsapa ary ny hiace 5L mbola sahy nifanandrina taminy, nefa nahay nifitsaka hian le 5L refa nataon'ny 310 naita kitana daoly. hiditra tampon'ny horombe iny zahay no nandalo nitsoka be le 5L nalaza tsy lanin'ny mazda ireny, nefa narahin'ny 310 moramora ary nomeny hafatra daoly. par contre tanaty 310 hafa ndray aho no nofaizin'ny 412 zahay.

samy niaina ny action hitany tany io oziz foutax zay.

bonne route daoly e!!!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 29 septembre 2017 - 20:23

sprinter2: mahatsikaiky enao,mba marina e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 02 octobre 2017 - 16:27

Salama daolo ny akama ato. Zay ndray ny tenanay vo afaka niditra.
Sprinter 2 sy ny hiace hiiihih. Sur câle leiry ao efa ho klk mois zay, misy piesy gisa mainty

Resaka 313: nande Morondava za t@ août teo de 313 no nandeaana (efa ....TAF ny num). Kivy b za vô naita le vam fa saingy nony teny an-dàlana tena afa mitsy refa fiakarana fa manao b kay leiry (resaka pont no faitako anazy satria fekarambe reny leiry fa tena mandray 4 tsy taitra akory. caravan b mo le nankany t@ zay fa refa fiakarana de toofanay na songonanay daolo ze eo aloanay.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: fan diesel
Date: 02 octobre 2017 - 17:03

zao koa vao mba mandalondalo ato fa leo resaka peste any ambadika any

foutax > inona izany pièces gisa mainty izany ? mahaliana mantsy izany

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 05 octobre 2017 - 09:34

foutax iany >> mampatsiahy ahay za nandeha Mahajanga indray mandeha izay. Ilay coopérative nandehanako tsy hay ny fiara raha tsy efa hiainga. Mazda ohatra nandranadra izay d efa kivy za. Fa vao nianakatra teo Ankadimainty ilay aloha an i Mahitsy iny fa tonga d bômba be kay leiry. Na izany aza nitandrina ilay soafera tamin izay.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: dzamabe
Date: 10 octobre 2017 - 17:49

zany retra zany ry zala no tsy anaovana tsinona ny daba eo alohanao fa tsy hay ze any ambany sy anaty motera any a

ny tsikaritro ko de tena betsaka ny sprintera vo maita mazda de otran ny saka maita volavo ,hihihiiihihi so iany fa betsaka ny fiaramonina eny andalana e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 12 octobre 2017 - 20:46

tazomina fotsiny ny allure-nao de izay misongona misongona moa izay voasongona ihany koa de voasongona e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 13 octobre 2017 - 17:39

Foutax iany : tonga soa e, le hiace-tsika ve zan sur cale zan? ts aleo manafatra refa tsisy!

za avy nanao majunga vo vetivety. nande 514 cotisse mazava oazy. mbola 50 000 kms le izy saingy misy blem, mis anzan liquide lany zan miclignote eo am tableau de lasa ts afa-piakarana le izy. efa bedebe ny brousse mande milamina. fa mande 110 kph ian le premium e.

napinana crafter zay leri tam fiakarana saingy novalian'ny le crafter aveo. le crafter koa sad tsisy entana no amle fohy. fa misy sprinter tsy manaiky hodinganin'zalah ian any an.

ra miakatra avy any janga zan, de refa akaiky hiditra Ankazobe aty misy toerana be casseur io atahoran zareo ny mandalo eo ka mifapiandry daoly. fa teo amle casseur zahay no saiky hisongona 312 le 514, afaka le casseur de nilahatra le vam, niara nitarika 1ere amzay sady sam te handeha voalohany, refa lany ny 1ere anle 514 dia efa teo am lohan'ny 514 sahady ny vodin'ny 312. niandry efa lancée zahay vo nisongona azy rehetra.

Mailo ian zalah amle mande alina RN4 fa zahay votoraka, niparitaka ny vitre arriere gauche anle premium!!!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax ihany
Date: 14 octobre 2017 - 10:50

SPRINTER2>Fa in mo zany no mahasamifafa an'le Cotisse premium sy le tsotra? Toerana taiza oaiza nareo zany vôtoraka zany?
Ra ilaatra samy première fotsin lo de resy le 514 satria izy 6vit de fohy koko le rapport. Fa ra notoizan kely zany de bye bye le 312

Za ndray teo niakatra Tanà nande Besady+ 313 3panô le fiara. Somary kely aina iany leiry fa saingy @ le izy 6 vit de mbô jejojejo @reprise.
Nanaraka 412 zay, somary mafimafy iany ny allure. Notohofanay fôna le 412 de nony naazo fiakarana somary mafimafy lavalava zay de nasianay le 412. Fa ny nony efa ho tapitra le fekarana de nasian'le 412 ndray zay. hihihi de nitsôk be leiry de zay tsy nanaraka tsony

Fa nony niverina nody de nande starex ndray. Ny làlna mo @ RN6 efa be lavadavaka b mitsy @ zao, ny andro alina sady avy orana de mbô nitady brousse itari-dàlana fa tsy nisy mitsy.
De aveo iny nisy 313 3panô NM mbola fourgon vide nisongona anay de iny no narahana fa saingy tsy mbo tia namana leiry fa nataony ze itsoahana any nefa fantany tsara mitsy fa mila namana zahay mato manaraka anazy. Refa mbo tsy de misy lavaka iny de arakay tsara izy na de mande mafy aza. Fa ra vô bebe lavaka de tavela zahay satri izy efa mahay le làlana (ra ny fahitanay azy). De tena nilaozany mitsy zahay e de vôtery nijaikojaiko hihihi

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 14 octobre 2017 - 15:53

foutax; ny tsotra de tena le tsotra sahala @ brousse rehetra,fa ny premium somary miakatra gamme kely de mba ôtran'ny hoe luxe kokoa raha oharina @ le tsotra;moa le V.I.P indray vao maika luxe kokoa raha oharina @ le premium/Ny saran-dalana ihany koa tsy mitovy.Aza manaitaitra an'i sprinter2 @ resaka 412 eo ry foutax a:hi,hi,hi

sprinter2:ny vam an'i cotisse vao tonga tokoa aloha de tena kely km daholo e.Efa nande mantsy za de le premium no vao nisy t@zay fotoana zay fa tena kely km an

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 14 octobre 2017 - 16:38

Foutax iany : za ku lu tena d'accord amti resaka rapport fohy 6vitesses ti e. reprise no avantage amle 6vit fa tsy depart arreté. za rangah tena tsy mahalany RN4 loatra de tsy haiko. tao anaty tanàna kely zay zahay no nisy nitoraka. entre Mahatsinjo-Ambondromamy. fa vatobe tsimivavaka zany an!

za ihany : le premium malalaka noho ny economique sady autorisé handeh mafy kokoa. fa tsy haiko nareo ra nisy nahita brousse naharesy ireo 313 VIP reo, fa sady zara fa misy etana izy ireny no hyperstable no afaka mande 130 kph. manao be ono reny miakatra.

fa en general oa tsy oe zay misongona no enjana fa zay manitsaka ian e, ra tsy oe sam manitsaka am fiakarana nga.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 14 octobre 2017 - 16:51

Fa une semaine alohan'ny hidina janga nge za de mbola nanao toliara lu e, de niaraka tamle 316 ndray andro le lazaiko oe nanala baraka 4x4 iry. nataonay special izy, de nisy nandeh koa le sportero anay tato. courage be ah fa ijery film ndray oa androany.

kay tsy niaraka taminay le chauffeur tamin'iny, fa rahalahiny le tsy de manitsaka no nandeh. otran afaafa tamiko be no nahita anle 316 nanao caravane tam brousse, sady misy entana koa zahay de vomay sahin'dry zalahy. sprinter iray lalaovina ela be vo songonana de ts de faly aho, mdr!!!

ary nahagaga fa tafaraka tam 316 sy 416 bedebe zahay teny an-dalana, nefa le chaffeur mitsingina refa midepa, de lasa efa milahatra 120 le daba eo ampisongonana ka lasa natahotra ny voyageur farany.

narary mitsy ny kiboko nahita anle sportero sy reo 4x4 isakarazany mitsoka avy tany aorina. de hoy aho tamzay hoe, reto olona anatin'ity 316 ity zao mihevitra hoe impossible am sprinter ny hanenjika ireny 4x4 ireny, nefa film efa nisy zan.

hiditra toliara zahay, iny avy nidina an-databo iny hoan'zay mahay azy, nisy 312 tsy nahalala fomba nitsoka be anay, ary saika nifapikasoka mitsy. zay vao taitra le chauffeur-nay, tonga de nanao hitsa-maina de notohofany ary nangatahany depassement impossible, fa nitabataba le voyageur de nilamina iany.

nefa oa tena mande zay 316 zay refa ny mahay mandaroka azy no mitondra azy. 316 manga manao Ambondromamy zay vam zay. ary iny 518 manao RN4 iny efa nifanandrina taminy am fiakarana fa tsy sahy nisongona hono le 518 tao aorina nahita ny fandehany teo aloha. fa refa plat oziz jere-potsiny le 518 refa manitsaka.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 15 octobre 2017 - 12:00

nisy tsy lasa kay ny zavatra nosoratako.

Foutax;aza miresandresaka 412 eto enao fa ho avy @ hazakazaka eto i sprinter2 a:ha ha ha
Sprinter2;mba gaga @zany nisy nitoraka zany koa ny tenako,otran'ny tsy de naheno an'zany mantsy za

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 16 octobre 2017 - 07:59

SPRINTER2>> andro alina ve ilay nisy nitoraka sa atoandro?

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 16 octobre 2017 - 07:59

za ihany>> hahaah efa nadrasako mitsy le comm @ 412 ko hihihi
Sprinter2> aôna ndray zany "tsy mahalala fomba" zany? hihiihi

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 16 octobre 2017 - 08:06

Fa t@ niverina le avy tany Morondava ndray de 311 (Nouveau modèle) 2panô no nandeanana fa tena napméh be. Maty commande turbine ono le izy de tsy niasa mitsy ny turbo de ôtran'reny atmo reny le fiara fa tena nandray 1ère matetika oà refa somary lavalava kely ny fiakarana hihihi Iomehezan'dzama nray hahahah. De @ fidinana sy làlana plane leiry no manezaka mafy mba tsy ho very @ caravan. Refa fekarana de tapitra nisongonana anay daolo reo fiara reetra nanao caravan fa refa plane sy fidinana de songonanay daolo ndray hahaaha. De otr'zay fôna

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 16 octobre 2017 - 08:14

Fa maafinaritra ry zalà le 6vit a! Tsy mila fiara matanjaka b d'efa manao tsara na fekarana na @ plane. Efa nande 311 313 crafter fa maafinaritra e. Fekarana b reny nefa tena misintona tsara mitsy ny 4é miinana anazy.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Andria5
Date: 16 octobre 2017 - 09:58

Salama daholo ry namana isany,

Le resaka hoe "voatoraka" no tiako anontaniana kely an'i SPRINTER2 : sao d vao avy nanao récréation nareo t@zay? D mety hoe toerana tsy tian'ny tompon-tanàna ijanonana.
Na koa nisy Cotisse hafa nahasosotra azy d nareo no nifatraran'ny rihatra.
(Hypothèse aloha iany)


Zah koa tratran'io nahazo an'i Foutax io vao avy any Morondava vao haingana. Taxi-brousse le mangamanga ireny (iniana tsy tononina ny anarany) : d izany maty commande turbine izany koa no aretin'le 313, izahay nefa nandeha atoandro, fa leo be mihitsy manala fiakarana lavalava, 2e matetika, mandray 1re tsindraindray mitsy!! ggrrrr


Betsaka ny isehoan'le "tsy mahalala fomba": mitohoka akaiky kely, jiro be, mangata-dalana anaty tournant, klaxon, etc. Mahasorena tokoa aloha ireny.
Fa calme iany zalah ah.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 17 octobre 2017 - 09:02

Foutax sy za ihany : bandy calme ny aty an, efa maro sprinter 12 dokotra hitako apinanin'ny mazda eny an-dalana eny fa tsy taitra amzan tsika an, hahaha.

Norme : tamin'ny alin'ny 3 octobre 2017 teo e, tana-janga entre Mahatsinjo-Maevatanana ngamba fatsy mbola tonga Ambondromamy. tsy mahay RN4 e, sady le vato no nanaitra fa za efa rendremana.Tao anaty tanana kely zay le izy. le caravane be efa any alohanay, mbola nisy maromaro tany aorinanay, nisy cotisse economique nitarika anay, de economique ray afa teo alohanay, de zahay tao amle premium. hivoaka io tanàna kely io no nipoaka ny vitre. ny fahitako azy de ilay sofera no nokendrena saingy vatobe le izy de ratée ialy toraka ka nifatratra tany aorina, nefa tena ireny 514 vaovao be reny le izy.

Foutax iany : le tsy mahalala fomba zan otran oe mihevitra izy fa izy no grand eny an-dalana, tsis claxon akory fa tonga de nitsoka ara-bakiteny, saiky nikasoka oa. nefa 312 milanja be. le endriky le 316 nandeanako koa otran ren 313 vendrana reny. de le resaka 6 vitesse sy fiakarana ndray, sofera premium mitsy no niconfirme fa manao be le 313 VIP miakatra, sady tsy eno mitsy oe mandeh mafy. le crafter nifanao tamle 514 nandeanako niverina tokony niady tsara tamle 514 ian ra tsy nisy blem le 514. le 514 nandeanako tany tamatave mantsy napiaiky ahy ian fandehany miakatra.

le 6vit zan milay fa tena mbola hafa ian le 5 cyl ou plus. itanareo io fiakarana lava be afaka Alakamisy n'ambohima (vers tanà) io, tena kanto ery nieno ny feon'ny 316 niakatra teo. sady refa miakatra 90 kph eo le 316 de otran terrifiant zan ny feony, ita oe biby e!!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 17 octobre 2017 - 12:56

sprinter2:le 313 vip,normal raha manao be satria ireny ange tsisy entana e,fa raha atao regime brousse ny 313 de eeeee.
izay le tsara fantarina ny hampiasaina azy,satria matoa misy karazany be da be ny fiara,de mifanandrify @ iny ny tokony hampiasaina azy

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 17 octobre 2017 - 15:08

Fa nisy fotona za nande rezionaly taty avaratra t@ sprinter le botrikely reny fa tena gravy an. Za tsy lava nefa tena nijaly mitsy nande taminy fa tery kely, midona @ eo aloha ny lohalika de tsy maintsy misopirana, nefa @io 5/5 ny seza. Savolaina tanterak nande adiny 2 taminy. Aleo ndray aza mande minibus

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 17 octobre 2017 - 16:34

miteny anzany Foutax iany,

fa za zalah ataon'i olona oe miaingitra manindrahindra cotisse, nefa tena tiko ny service ao. manandrama manao brousse tana-bira fa tena zavatra tsis dikany ifamalina ao anaty vam. ponctualité mu tsy lazaina intsony.

de ra vo miteny oe cotisse enao de oe tsy fianatra reny fa an'ny tompony daoly ny vam. nefa resaka gestion copérativa no ilaina mba hahatonga ponctualité. tsy hay intsony oe firy place no tena ao am carte grise amle tobill. sprinter 5/5 na mazda 4/4 tena gaigy ian. ra betax tsy olana fa ra brousse tsy lasa e.

Ary efa naheno aho fa reo cotisse economique reo hapanaovina bira daoly fa mbola nanafatra sprinter vaovao indray ny izy hanavao ireo economique reo. fa cotisse zany tena hitako oe mamaly ny besoin-nao; sprinter no vam satri io no brousse tian'ny vahoaka, vitesse tsy mortelle nefa tsy mihanahana, chargement, caravane, ponctualité, espace. ataoko fa rapport prix qualité tena ao tsara. surtout le ponctualité tena iderana azy.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 17 octobre 2017 - 16:59

Ary Cotisse ôtran mampiasa Toyota Coaster ko e?

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 17 octobre 2017 - 17:49

Nisy coaster nanao tamatave fa nanao accident iny e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 17 octobre 2017 - 18:27

ponctualité: ny vatsy no tena nanao an'io voalohany,satria izy no efa nisy talohan'ny cotisse.Io tena mandao mpandeha mitaraikiraiky.
De nisy moa ny cotisse taty aorina,de nanaja an'izay ihany koa

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 18 octobre 2017 - 07:22

Nisy fotoana aho nandeha cotisse Toamasina 2 taona angamba zay dia tamin ity taona ity. Hitako misy fiovana ihany ilay Service na hita aza fa mbola tsara noho ny an ny hafa. Ny Fiara misy tsy voakarakara, mihetsiketsika ny seza. Ny soafera ko lasa misy mandaka. Tysy le oe ty mihotra ny 90 km/h . Ilay amin ny alina io. Fa ny tena tombony hatramin'ny nisin'ny cotisse dia voatery nanatsara service ny coopérative sasany. Besady +, Anjara trans sns... Izay le vokatra ny fifaninana

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 18 octobre 2017 - 12:12

fa normal ve zalah le oe tsy de mety am vam ny manaraka moto eo alohany refa anaty caravane? ny zavatra hitako mantsy de refa manao RN am moto am alina aho zan, de tiko ny miaraka am caravane sprinter sady mjery film ian (hahaha) satri za no maprevy ra brousse ny miaraka amiko ka afaka manaraka izay mifananiany reny fona ah. de refa mandeh milamina zareo zan , de za maka 2e na 3e position fona. ka ra nisongona ana le vam tao aorinako de tsy maintsy bedabe ny vam hafa mangataka daoly avy any, nefa recupéréko ian le placeko refa miakatra ny làlana, hihihi. de zay mitsy ve le izy?

fa nisy notoana ah nitondra moto bira-tanà ndray am andro mazava. amle làlana mahitsy de aveo làlam-by de tanàna de miakatra am Advantista iny, nisy hiace tsotra (tsy haiko zay any anaty moteur-ny) efa nanaraka ana efa elaela, sofera sy olona iray tao anatiny. refa leo ny fandehako 80kph izy teo amle mahitsy de nodepassény mafy be a sady otran tsy de tiko le depassemant nataony, otran oe milaza izy oe tsy araka izy ra arahina. sady nasiny daoly zay teo alohany. tsy de taitra lo za fa hoy aho hoe everiny fa tsy afaka ngamba ah ra mitazona 80 am mahitsy.

Teo amle fiakarana amzay nde oa oanianiko kely ito. nisy vam nisakana kely teo alohany de aveo niaraka nireprendre za sy le hiace tao amle fiakarana. mandeh leri fa efa 100 kph za ao aorinany, nandrasako ian lu hojerena ze hataony. niakatra 110kph izy. mba olona tsy manaiky ko oa zao mitondra azy ao zao. efa tapitra kely le fiakarana teo am Advantista de iny maazo mahitsy kely iny, nanao 120kph izy sady teo ah vo nazoto hisongona azy 140kph ko. itako nanara-maso mitsy le bandy nentiny. gaga ian ngamba zalah oe mitapy ko iny scooter iny.

Talohan'ny hiditra Sambaina naveriko 80kph, de efa nisalasala izy nisongona ana sady zay vo nisongona milamina. tena important be io fisongonana olona io. misy zan le misongona oe omeo làlana e,de misy koa le oe za tsy laninao, nefa misy ko ny oe mbay tany fa ana ny làlana.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 18 octobre 2017 - 14:15

Ka ny tomobil mitsy @ ankapobeany no ^tran tsy tia moto zany ko hihihi

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 18 octobre 2017 - 15:54

norme:raha le cotisse tsotra aloha de efa misy valaka tokoa e

sprinter2:mahasahy mandeha scooter @ alina eny @ RN? tena tsy sahy za an

Options: Répondre
Page: 13 sur 14


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg