Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Auto-moto et Mécanique
Page: 15 sur 18
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 21 novembre 2017 - 10:23

Sprinter 2> bogosy kosa le H silverwing an

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 21 novembre 2017 - 13:35

foutax iany : otran tompony :-p

Otran efa ratsiratsy tokoa ny hakamaroan'ny cotisse economique an, sa ve politika hilancéna premium, fa le premium lu tena tsara tokoa e

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 21 novembre 2017 - 20:26

DUC: 246mil tany ho any izy no tonga teto(nov 2011),de zao izy 255300.Tsy de mande loatra.

SPRINTER2;mande ihany enao mahavita 20mil km/an @ le scooter an,soa ihany fa scooter tsara marika

Norme:nitifitifitra zany afaka an'i Ilakaka?Norme tsara le niakatra raha ny fijeriko azy

Foutax,sprinter2:mahay piesy ranga nareo,za zao tsy mahay an'izany coussinet zany akory.

Mazda eclipse:tsika tsy miala @ djama eh,miaraka @ parfum vanille,hay zava-pisotro indray no tao antsaiko;hay moa fiara no resaka eto(ha ha ha)

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 22 novembre 2017 - 12:40

za ihany : za lu tsy mahay piece fa ny scooter talohan ty farany ty de gilera runner vxr 180cc zay, misy coussinet izy fa tsy toy ny scooter kely sasany. ary gisa mainty io refa tedavina.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 22 novembre 2017 - 12:43

za ihany : scooter-ko tiko tenenina teo. le resaka 20mil kms, za ku mba gaga satri isaky 3mil za manao vidange, nefa otran matetika ian le vidange ataoko refa dinihana. za ku misy fotoana manao allé-retour tana-ambositra anaty weekend iray. normal ian. zalah mapiasa io scooter honda io any france misy mahatratra 300mil kms mandeh tsara, mahita 180 km/h fona.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: mazda eclipse
Date: 22 novembre 2017 - 18:59

za ihany ; inona ndray ty vanille ty baina a , lafo be zany fa le parfum nijna letsy a , mbola ho enjehiko iny 312 iny ra itako any aminay any aaa hihihihihihihi

masaka ry zala a

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 22 novembre 2017 - 20:33

Sprinter2:haiko tsara ny lazan'ny moto honda fahiny,le moto misy vitesse @ tongotra ireny,izy aloha de mafy e,fa raha feo indray de ny an'ny yamaha no tiko.Ny tao @ tanana nanana suzuki 80 zay,fa tena mafy koa zany a:30 taona mahery tsy nihontsina

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 22 novembre 2017 - 20:36

mazda eclipse:eny Arivonimamo zany no fotoana eh:ha ha ha

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Andria5
Date: 23 novembre 2017 - 07:04

Norme > Ledada kah. Fa i Lova koa aloha manao e. En fait, manao daholo reo fa ny miaraka @ Ledada no misy action matetika. Sady efa miasa any le vam, biby be...

Mazda eclipse > ary ahoana moa no ataon'ingahy "zandrikely" i ZA IHANY ? io nge no zokibe toa ray, sanga ningain'ny volo, tendrombohitra nasondrotry ny havoana... eto e ! clap


Za ihany > tsy nitazona ela an'ilay 208 zahay ka

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Duc
Date: 23 novembre 2017 - 07:53

Andria5 : +1, sady manana ny maha-izy azy mihitsy izany "Za ihany" izany fa sady Prezida ihany koa an

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 23 novembre 2017 - 08:06

Andria5 >> Inona le Vam anni Ledada ?

Raha mitady sensation forte dia amin i Ledada sy Lova Be. Raha mitady régularité nefa tonga haingana dia amin i Vonjy

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 23 novembre 2017 - 08:49

Efa ela tsika zany no teto an. Kay efa t@ 2011 mo le 312n'i prézida iny. Mande ny fotoana zala an
Ary tô misy 319 be mitsy ao @ Kofmad Majunga ao?

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Andria5
Date: 23 novembre 2017 - 15:21

Voavalin'i Foutax io le fanontanian'i Norme.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 23 novembre 2017 - 18:05

io 319 lazainareo io efa tafaraka tamle 316 fandehanako. zan oe io le izy fa tsy le 518 eritreretiko satri le chauffeur 316 milaza mitsy fa 319 le iz. lazainy fa tsy sahy nisongona azy tam fiakarana io 319 io. nefa ataoko fa normal ra tsy misongona izy satri ra vam efa mandeh mafy be miakatra zan tokony tsy hosongonana intsony raha chauffeur brouss tonga saina iz fa tsy votery oe refa bomba de tsy maintsy misongona fona qlq soi ny situation.

Andoavako volabe zalah ny mba handeha amzan 319 zan, mdr

za maita zalah oe sod tsy tsara le hiace d4d matoa tsy mety lancée tsara eto. na mety matin'ny tsenan'ny starex ku izy.

za ihany : efa voafidy ny president-tsika zan, mety hiakatra sehatra avoavo ihany ity sujet ao aorina kely ao, mety hanana statut, hihihihi. efa azoko antsaina ny staff

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: mazda eclipse
Date: 24 novembre 2017 - 15:26

za ihany ; tsy mandeha arivomamo baina fa amin iny RN 1 iny efa mety a

andria 5 : zandrikely za ihany satri za ilaozan lery fona refa miaraka zay hahahahahah

o ry zala a manao aona le 518 reny , efa misy miady ve eto , de mba aona ny fahitanareo azy

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 26 novembre 2017 - 10:07

zao aloha e,t@ tetezamita ihany i zandry kely no president ,de @ zao tsy president tsony eh:ha ha ha.Omena anareo ny toerana

mazda eclipse:vazivazy le Arivonimamo

sprinter2:ny staff:ha ha ha

Andria5:de nisy solony ve le 208?tsy voatery ho lazainao akory ilay solony raha nisy


Tena tsy mbola nandeha ny fiara nentin"izy 3 lahy ireo za:Ledada,Vonjy,Lova

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: dzamabe
Date: 26 novembre 2017 - 11:53

za ihany ; de aona ry zandry kely a

manao aona toko ry zala le 518 reny manao ihany ve sa aona amin ty V6 ty

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: NORY
Date: 26 novembre 2017 - 18:25

MBA MANAO AHOANA NY MOTEUR REXTON RAHA ATSOFOKA AMIN NY 3 PANNEAUX ? NY VITESSE? MAHAZAKA ENTANA TSARA VE? MATEZA VE? MISY EFA NAMPIASA VE ETO? MBA ILAZAO VAOVAO FA HANAPAKEVITRA E?

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 27 novembre 2017 - 08:37

SPRINTER2 >> ny fahitako azy ny tsy nety naha lancé an i ireny Hiace D4D ireny ilay resaka place. Lafo ilay izy kanefa vitsy place no sady tery. Tsy rentable izany. Fa tato am-piasananay nisy an ireny fa fiable tsara.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 27 novembre 2017 - 16:06

Norme : ato amnay ko misy, efa nentiko nanalazy, saingy efa valaka leri. fa tam iz vaovao tena biby rakàka be. possible amle 3.0 d4d ngamba satri ny japonais no nanome azy niaraka tamle sportero ato amnay. ary manapitra tableau daoly le sportero ato tam voloany.

dzamabe : mazava oazy fa manao be ny 518 ra par rapport am vam eto amtsika. ireny v no ataon'ny 316 de ertrereto amzan ny atao 18.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 27 novembre 2017 - 17:16

Nisy nanao Tana-Janga tokoa ireny hiace D4D ireny,ary tena tia azy ireny aho,fa rehefa sendra samy nijanona teo Ambondromamyzahay,de mba nojereko ny tao anatiny miaraka @ mpandeha,fa tena tery e,tena tery.Na tiko aza le fiara de teo ihany za de nanapa-kevitra hoe tsy mba handeha @ io kosa za,nefa ny sprinter malalaka,nefa za mba te hahita anl'le sensation ao anatiny ihany @ io an.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 27 novembre 2017 - 17:17

NORY: tsy manana traikefa mikasika ny motera rexton eh

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER69_D4D
Date: 27 novembre 2017 - 18:02

SPRINTER2 > Tsisy 3.0 D4D izany ny Hiace fa 2.5 D4D ihany na 3L atmo

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER69_D4D
Date: 27 novembre 2017 - 18:03

SPRINTER2 > 2.4 D4D fa tsy 2.5

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 28 novembre 2017 - 09:14

SPRINTER69_D4D : jerevo am net e. ao amRN4 ao nge misy manao mahajanga e, ary zay efa nitaingina azy miaiky daoly. zan oe 5L-d4d

fa ireny 2L-d4d ts impressionnant lotra, mitovitovy am 5L ian. manomboka 3L-d4d vo gaigy.

https://www.italianspeed.eu/en/chiptuning-toyota-hiace/chiptuning-toyota-hiace-30-d4d-163-hp-1492.html

io 163ch be zao, mbola azo apekarina 219ch le izy

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 28 novembre 2017 - 09:22

https://toyota-dealer.org/1-kd-diesel-d-4d-3000-cc-engine-toyota-hilux-toyota-fortuner-toyota-prado.html

Loza nge fa mitovy moteur amle Fortuner mitsy le izy e! 1KD-FTV le Réf moteur.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 28 novembre 2017 - 09:24

" Most models use a four-cylinder DOHC engine, in a variety of forms, a 1TR-FE 2,000 cc or 2TR-FE 2,700 cc petrol engine, or a 2KD-FTV 2,500 cc or 1KD-FTV 3,000 cc D-4D turbo diesel engine. Two of these engines are available in Malaysia, the 2.5 L turbo diesel, offered in a choice of panel van or window van; and the 2.7 L petrol, that comes only in the window van option. At least some general export market HiAces are powered by the 5L-E 3,000 cc diesel engine."

io ndray ny lazain'ny Wikipedia, misy essence 2.7 litres, d voalaza ao atram 5L-E (mdr, Foutax iany)

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 28 novembre 2017 - 09:51

trna henjana be izany ah. 163 ch aza efa tena henjana ko vao maika 219 aie aie aie

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER69_D4D
Date: 28 novembre 2017 - 09:52

SPRINTER2 >>> Ny amidin'i Rasseta sy autodiffusion 2.5 D4D ihany

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 28 novembre 2017 - 10:05

Sprinter2> merci matsiaro e hihihi
Hilux 3.0 D4D lo no efa hitako fa enjana b ny fandeany e. Fa hiace 3.0D4D zany ôtran mbola tsy nahita za.
Fa nisy fotoana za t@ mbola betsaka toyota reny nanaraka hiace D4D kofmad t@ le 5L-E kely fa lastika be le D4D @ fékarana de nojerena fotsin hihihi.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: mamihaja
Date: 28 novembre 2017 - 13:39

salama daholo é,

hono oa ry zalahy rehetra izay efa manana traikefa, mora ihany v ny mitaiza anlé "CDI"
sa sarotra d inona ny conseil mba omenareo raha vao mikasa hanao taxibrousse sprinter io, d licence makaiza no rentable kokoa

d mankasitraka é

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 28 novembre 2017 - 16:15

Tena misy oa ao am RN4 ao e, hiace 3.0 D4D, le chauffeur mahay mandaroka 316 6vit lazaiko iny efa nitondra azy, fa boite sequetielle ku zay hiace zay oziz sad amle jere-potsiny. fa zalah mbola miconfirme oe ra 316 ts lanin'le hiace 3.0 oziz, fa ra 12 sy 13 tena tsy haharaka azy miakatra. Saingy ny 12 sy 13 tsy misangy am plat an!

le 3.0 d4d zan mitovy tokoa ny moteur amle 4x4 reny, fa n transmission sy boite sy pont mety samy hafa.

Foutax iany : fa io zan le eny an-dalana sarotra iany no miteny oe iza no grand ra miaraka eny. fa tena hapilahatra de toy ny nataoko tam BT50 zay no ataoko oe maplahatra. vo manitsaka de 140 tampoka teo. tam mbola nafana ity sujet ty de bandy nitondra 212 panao bus nanao special no niaraka tam brousse hiace D4D sur RN4, de napirevy tsara mitsy le 212 oziz namiakatra na plat. fa zay le lazaiko oe tena combat v no atao sa sam mba mandende mafy eny fotsiny. i pseudo sprinter ko efa temoin 212 vs hiace d4d tam izy nanana 212.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 28 novembre 2017 - 16:17

mamihaja : 416 atao ra mety ny budget fa toa afa-po am lafiny retraretra ny olona manana ireny. Ary hafa ian le 5 cyl p/r amle 16cdi sprinter 3

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: duc
Date: 28 novembre 2017 - 17:02

Zah aloha efa nahita Hiace fa tena 3.0 D4D no soratra taminy an, asa na mba te hisehoseho ny tompony fa io no soratra aloha dia ekena fa misy ilay izy,
minibus Tsiroanomandidy izay ilay hitako, ary raha ny tokony ho izy dia azo atao tsara ny mandrotsaka motera 1KD-FTV ao anaty Hiace.

Efa tsy hitako intsony ilay Hiace 5L-E nanao 119 iny, sa mbola any ?
iny ihany no référence-ko @ hoe mahatanty gidraka ve itony Hiace itony, fa ela ihany iny nanao va et vient 67ha-Ankatso teo fa na dia simba vatana aza izy toa mbola mandeha be ihany.

Hatreto aloha dia mbola tsy nahita ilay Hyundai H350 isika.

Ny problème an'ny Hiace D4D dia lasan'ny Srinter ny fanaovana Taxi-Brousse, nefa lasan'ny Starex ny fanaovana location, hany ka rava maina ny fampiasana ny Hiace, tsy nitovy t@ ilay génération talohany ny lazany, tsy lasa Legend ohatran'i 4388

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 28 novembre 2017 - 20:13

duc: raha misy mpanambola eto ka mahatakatra sprinter ka mahasahy koa ny mpanofa azy,de mety ho lasan'ny sprinter hatr@ location an,saingy vao ilay V.I.P fotsiny aza d'efa tsy zakan'ny maro ny saran-dalana aminy

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: sorena
Date: 29 novembre 2017 - 04:28

tena sorena b za mieritreritra anareo mifaninana be eny @ route nationale eny. Tsy mba eritreretinareo ny fahoriana entin'ny vady aman-janakareo raha sanatria misy mahazo anareo. Ankoatr'izay ny ain'ireo olona marobe hoentinareo. Aza dia dedaka loatra ry zareo fa lahitokana ny aina a

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 29 novembre 2017 - 07:45

De tena rombahan'ny starex ambongadiny kosa lo ny resaka location satria ra @ vidiny tsisy maharesy azy @ ankapobeany ny fiara hafa tonga eto amintsika @ resaka confort , mety tsara @ resaka tourisme.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 29 novembre 2017 - 10:35

refa nijery specs za vo manaiky ny saiko tam fandehan'ny le BT50 3.2, kay 200ch le izy. normal ian.

sorena : atao aona mu e, na enao zao ve tsy ho serena refa miaraka am brousse tsy manitsaka, na mitondra vam sur RN efa mande mafy tsara nefa misy misongona fona, hahaha!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 29 novembre 2017 - 10:36

sorena : nefa sod le sujet-anay no mahasorena anao, tsy hisy haharesy ty zoky a! :p

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 29 novembre 2017 - 13:26

Hitako tokoa i 4388 tapa-bola angamba izay. Vita retapage milay be. Mankasitra ny tompony mahakarakara eh

Ny resaka BT50 3,2. CRDI 197 Ch no nifampitsapanay tam FORD 3.2. RN4. Tena nifampitsapa mintsy ary niady ny combat saingy ampy fahasaina kokoa ilay ford no tsy miraharaha casseur dia tsy azonay intsony.

BT50 ilay taloha ihany ko no efa nampirevy anay RN7 entre Ambohimasoa - Ambositra. Fiara essence 2,3L misy lancé fa tsy misy reprise. Dia tena nampireven ilay BT50 mintsy . Laozany dia andrasany tsy misy farany fa teo Camp Robin vao voahenjana. Fa efa tafakatra 170 vao voadeba

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 29 novembre 2017 - 13:44

Fa ny BT 50 sy ny Ranger ve tsy lasitra ray iany e?

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: Norme
Date: 29 novembre 2017 - 14:45

foutax iany >>> iray lasitra ihany ireo zay no antony nitantarako ilay FORD io

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 29 novembre 2017 - 17:38

https://www.youtube.com/watch?v=R-ytp6rLW-U

https://www.youtube.com/watch?v=NcogeQ9BUpQ

Le mazda no matanjaka noho ny ford an, le anle mazda no tratra aloha ny 200ch (3000 trs/min contre 3700 trs/min)

fa moteur samy hafa saingy mitovitovy ny specs

Refa manao combat mantsy de misy ny atao oe mokon-doha fotsiny, (otran pitondra ford refa vs bt50, oe mazda ve haharesy ford), nefa diso izy.

Ary ny sportero 3.2 DI-D tsy miteny amin'io BT50 io, itanareo fa afaka oanin'ny 316 tsara le sportero avec ses 165ch!!

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: mamihaja
Date: 30 novembre 2017 - 08:21

SPRINTER2> misaotra @lé sosokevitra an! nisy meca nilaza tamiko zay oé lé mitaiza 12 ono no tena tsara fa tsy common rail reny d marina v zany fa niteny tamiko ihany koa izy oé lé 16 cdi raha samy hiditra cdi, donc mitovy @lé teneniny ihany lé sosokevitra,
ary inona ny différence entre 308cdi sy 316cdi kay ry namana?

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 30 novembre 2017 - 08:57

mamihaja : 308 cdi sy 316 v? hahaha, 08cdi lu mande noho ny 08D, 16cdi le taloha ranga no sprinter tsara indrindra a!

Ny zavatra ni-decevoir ana tam 12d fotsiny de hitako tany oany oe 2 valves par cyl izy, zan oe 10v fotsiny fa tsy 20v otran 16cdi.nefa le 12D ono 2.9litres be zao

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: mamihaja
Date: 30 novembre 2017 - 09:24

SPRINTER2> hay i, ok merci é! fa lé injecteur cdi koa ozy leiry saropady ihany rehefa maty zay fa tsy haiko hoe ahoana d misy milaza hoe zany bandy any @ digue zany mahavoa tsara specialiste an'io miintsy

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: SPRINTER2
Date: 04 décembre 2017 - 17:38

Misy bandy fanatika action brousse zay niresaka tamiko tam laady teo. de izy mahay an'i Tinabe 43. nisy fotoana ono i Tinabe nitondra 212D fa tena tsisy cdi milahatra aminy mitsy, ary niaky le bandy oe mande be le 212. zan oe le Tinabe mitsy no mahay mandaroka zan. de le Canel's mu sa inona? lasa nanao sprinter ko ono amzao.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: foutax iany
Date: 05 décembre 2017 - 07:07

Sprinter2> Ka and-ry Canel's né 319 sy 518 vôresaka ao ambony ao e
Marina lo fa misy mahay mande mafy toko ny sôfera fa saingy mora reraka ko ny vam ra isan'andro de riatana fôna.
Tdidiko t@ zay mbola nianatra, mbola fotoanan'ny bus t@zany, tsy de nisy embouteillage t@ zany, de nisy 508 zay fa tena enjana ny fandean'zany t@ zany fotoana, nefa fenobe misy mikiraviravy ) varavarana mitsy aza, fa saingy vetivety de valaka.

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: za ihany
Date: 06 décembre 2017 - 16:08

Mamihaja:

raha mbola eto @tsika tsy misy ankoatran'ny mitaiza D ihany raha mbola sprinter an,ary an'isan'izany ny 12D.Saingy ny vazaha moa mamorona foana de tsy maintsy miditra @ cdi ihany isika,izay fiara tsy nataony ho antsika loatra,izay tany mahantra

Options: Répondre
Re: nankaiza le sprinter sy toyota sy dzama
Par: mamihaja
Date: 07 décembre 2017 - 11:19

za ihany> ok merci an, fa lé 12D zany no tena idéal raha hitaiza ela raha azoko tsara, ary 5 cylindre misy turbo v reny sa tsotra

Options: Répondre
Page: 15 sur 18


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg