Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Auto-moto et Mécanique
Sprinter 313cdi
Par: benangy
Date: 01 avril 2017 - 12:54

Ho anareo mpitaiza sprinter, inona no tena olana amle 313cdi fa to manova rexton daolo, inona no tena ratsy aminy d inona zany modely azo efiana @ reo cdi reo

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 07 avril 2017 - 08:30

Kely aina kely io ry zandry a

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: Te hahafantatra
Date: 07 avril 2017 - 11:24

Saika mba hanontany azafady hoe raha hampiasa Sprinter manao lavalava de inona amin'iro karazany ireo no tsara? misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: sprintaka
Date: 07 avril 2017 - 16:24

Misy kosa alo le sasany mamaly eto manao be lazao be fotsiny, mba te hiteny nefa sady tsy mahay no mapme, lasa ambany be niveau discussion eto. Ny oe kely aina kely ny 313 cdi dia diso sady tsy mitombina mints na ara teknika na fara faharatsiny ara lozika fotsiny. Io zany dia miankina am entretien fotsiny iany, na cdi io na tsia, refa kahihitra am entretien dia na fiara mande am rano aza no omena anao dia mora simba foana.

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 11 avril 2017 - 09:57

sprintaka>> Nanana mitsy aho fa tsisy mpahay fa kely aina dia mandany gas oil: naleha daolo alpa , eo 67ha cenam , itaosy , sns fa ny 250.000 fmg isaky ny diag fotsiny no lany fa ny bleme tsy hitandry zalahy donc tsy voavaha ny olana , tsita oe in fa tsapatsapa oe capteur de pression e, regulateur de pression na rail e, turbo e
Efa ho lany otrin nefa tsita zay vokatra
Eto @ tanana zany mbola tsisy favori @ resaka sprinter cdi e

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: 313cdi
Date: 12 avril 2017 - 12:38

UP

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: dondrona be
Date: 13 avril 2017 - 10:07

efa teo>mampalahelo ny mahazo anareo izany fa aza omena tsiny aingana loatra ry zalah ny menaky ny chien ah! tsy oe akory tsy mahavoa daholo fa io dia resaka raisonnement sy logique daholo fa ny fitsapatsapana dia ao anatiny fijerena ny tsy mety non!!! be loatra tompoko ny paramètres mila jerena ka tsy maintsy mijery par étape ilay diagnostic fa dès fois mora hita ilay panne dès fois sarotra be raha izaho izao no mijery ny panne-nao io oe kely aina sy mandany GO dia mila jerena aloa inona avy no mi-lié aminy izany blem izany possible filtre GO ,raha ok ny côté izany dia mifidra côté turbo indray aho , misy wast gate ve ilay turbo mandeha tsara ve ilay tige iny rehefa accélérena raha TGV indray ilay systéme dia mihetsika tsara ve ireo aillettes kely rehetra izany rehetra izany tsy mbola misy resaka vola fa naha ianao aza dia afaka mijery fontsiny aloa raha fonctionne daholo ireo dia izay le cas dia raha tsy mbola tafa dia mandroso aminy durite indray saho misy fissure any ho any raha tsara daholo indray ny durite dia mila jerena ny farany ny échangeur air-air (intercooler hoy ny mpahay azy ) tamdremo fa rehefa mi-testé io pièce io dia tsy hita maso akory oe bonne naha tsy bonne fa tsy maintsy demonté-na dia ampadalovana rivotra au environ 2 bars eo ho eo dia jerevo eo raha misy fuite satria rehefa azony vibration elaela io pièce io dia fort possible mety fissuré ny but dia tsy tokony misy fuite mihitsiny ilay rivotra produisé-vany ilay turbo dia ho hitanao eo ny valiny ê! ka aveko eto indray resaka logique io ê!

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 13 avril 2017 - 15:58

dondrona be>>Tsisy zay tsy natao reo etape resahanao ireo fa eeee : ny durite ok, nosoloina ny intercooler, ny turbo mi-rappel tsara lay tige westgate moa iny :refa accelere-na de mibotsina be ny durite
Farany nampiakarina ny heriny t@ alalan'ny calculateur + nosoloina koa ny capteur sy regulateur de pression rail (occasion ireo fa lafobe ny vaovao )dia mba naazo aina tsara fa apres 2 mois niverina ndray ny aretiny
Tsita oa zay tsy meca nojerena dia nankany @ materauto dia natsipiny tany @ pdt 192 eny ilafy eny fa tsy manao sprintaka cdi ny materauto
Fa tsy mbola teny zay fa kivy fa asa ra mba efa nisy teny dia nanao aona
Merci daolo

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 13 avril 2017 - 16:08

dondrona be>> saika adino : ny filtre (gaz oil na huile) izany ngamba solina isaky ny mihetsika

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: dondrona be
Date: 14 avril 2017 - 14:14

efa eto>aza mora kivy izany rakoky tsy maintsy misy solution foana ny blem izao indray aza mba atao tsy mila mandany vola hoy aho fa ianao ihany dia mety mahavita ilay izy ilay côté turbo aloa mila vérifié-na tsara izany oe afaka manao manip ohatr'izao ve ianao esory ilay durite avy aminy filtre à air iny dia esory koa ilay durite miditra eo aminy collecteur admission iny dia manaova piéce kely même diamètre ilay durite dia asivo prise azo anatsofohana rivotra ny iray par contre ilay durite vers collecteur admission ataovy izay maha étanche azy izany oe asina bouchon izany ê! dia andefaso rivotra eo aminy 1.5 à 2 bars maxi ilay circuit dia henoy eo raha misy fuite ilay circuit d'air satria tsy oe akory nosolinao ilay intercooler dia sur fa tonga de milay fa io manip io no hafantarana raha misy fuite ilay circuit d'air ka raha tsy izay le cas dia ny côté systéme injection no misy blem ka tsy oe akory asaina manolo ireo injecteur ianao sy ny systéme injection rehetra fa amiko ce coup-ci mila mba mahay mampiasa matos kely razoky test daholo ko io fa tsy andoavam-bola hoy aho dia izao ny manip manaraka indray :
1°_Esory ireo fils mipetra eo aminy injecteur dia mila jerena aloa par intermédaire ampérimètre hoy isika gasy fa ny anarany afa METRIX dia ataovy position Ohmètre dia vérifi-o oe firy mA avy ny valeur izy efatra tokony mitovy daholo raha misy latsaka moa dia misy blem iny injecteur iny
2°- mila jerena indray ny côté faisceau commande injecteur ireo esory ilay faisceau ilay any aminy calculateur dia jerevo ny schéma électrique pilotage ireo injecteur normalement tsy maintsy mandalo ao aminy calculateur dia jerevo tsara ilay chéma fa misy indication hoe M,Naha S , etc.... dia jereo ireo PIN mitsatoka eo calculateur fa misy Numéro aminy fond ireo PIN somary maizina ilay izy fa ny broche mitsaoka calculo misy chiffre daholo dia satria ianao efa manana ilay METRIX iny ihany dia but ilay manip dia mijery continuité alimentation ilay injecteur sy ny calculateur ny position METRIX toujours en OHMS foana dia jerevo eo raha mitovy daholo koa ny valeur izy ireo
3°- ity farany indray dia mila matos atao hoe "pince Ampérimètrique" ny fanpiasa io indray dia mila jerena ny debit du courant mi_passe isakiny injecteur mila passé-na io aminy fils aliementation injecteur io matos io ary mila velona ny motera dia jereo eo fa mitovy ve ny courant mi_passe à travers ireo fils 4 injeteurs ka raha tsy mitovy dia misy blem ilay injecteur ambany ny valeur-ny
dia atovy aloa izay dia ho hita eo ny manaraka

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 14 avril 2017 - 15:01

dondrona be>> Sao de hifanao fotoana ary sika de jerenao ny daba le, sa aona oziz enao le?
ohatra oe vita paques ?

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 14 avril 2017 - 15:07

dondrona be>> Fa merci na de zany aza e

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: dondrona be
Date: 18 avril 2017 - 19:50

efa teo> miala tsiny fa tsy mipetraka any ny tary ê! juste anie mba manipy resaka eto ny tenako saody mba misy azo hanampiananao ,misy rectification kely ilay voalazako etsy ambony aminy resaka metrix raha mijery valeur bobine de position en ohms ary valeur koa en ohms ihany koa fa tsy mA volazako akory. raha ohatra ka matahotra ianao dia mitadiava mbandy electronique no asaivo manao test ê!

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 19 avril 2017 - 13:19

dondrona be>> Merci na de zany aza e,efa tany ilafy fa tsisy fiovana fa mety ho soloiko ny pont na disk embrayage
Aiza koa mihinana 15litre/100 ve lery le,tss tsy mamely

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: dondrona be
Date: 19 avril 2017 - 19:08

efa teo > fa inona ny idirany pont sy ambrayage aminy ilay blem razoky izany efa mi_patine angaha ilay embrayage ??? ity misy solution aingana atolotro ho anao raha ohatra ianao tsy te anao ireo manip nolazaiko etsy ambony ireo ,ny but mantsiny dia mitady oe aiza marina no tena blem, zavatra roa ihany no zavatra jerena rehefa tsy ampy puissance ilay motera naha misy fuite ny circuit d'air ilay motera tsy vitany oe mibotsina tsara ny durite dia feno rivotra tsara izany ny any anatiny motera misy dosage daholo ny lalany iny rivotra iny ka raha vao misy fuite hoy aho dia tsy manao ny rôle tsara ilay turbo.
Faharoa raha afaka midrana naha misy akamany razoky manana faisceau complet moteur dia justement io mihintsiny no mila testé-na satria misy blem amiko io côté io ny anao raha araka ilay lazainao raha tsy misy fuite côté turbo mety manontany ianao oe inona indray izany faisceau moteur ,ny maha trotra azy dia hitanao ilay broche mitsatoka aminy calculateur iny dia jereo tsara ny iray mandeha côté motera ary ny faharoa mandeha côté carrosserie dia iny mandeha côté motera iny no mila soloina ,normal mila demontena daholo ireo fils ipetrahany dia remonté-o ilay faisceau vaovao dia testé-o amin'izay ilay vam dia ho hitanao eo ny valiny ê!mila hazavaiko anao kely eto angambany ny rôle ilay calculateur raha saina ara-bakiteny dia mi-calcul ny debit injecté en GO izy ary en fonction régime tianao azo ka rehefa mi-calcul ohatra izy dia ireo injecteur dimy naha efatra ho any motera sasany no calculé-ny ,ka imaginé-o oe misy blem ny injecteur iray naha roa izany oe ohatra manitsaka ianao hiakatra regime eo aminy 2500tr/mn nefa ny GO tadiavina ho any izany regime izany ataontsika ohatra oe 100mg/s par injecteur dia raha dimy ny isany injecteurizany tokony 500mg/s ny quantité injecté nefany ataontsika hoy aho simba ny injecteur iray tsy manome afatsy 50mg/s ilay injecteur dia inona no mitranga essayé-ny ilay calculateur redressé-na ihany ilay quantité injecté partagé-ny aminy ireo injecteur tsy misy blem fa rehefa a un certain régime izy tsy harany intsony ny quantité GO alefany dia izay no mahatonga mandany GO satria dereglé daholo ny quantité injecté dia normal mandany GO nefa ilay puissance tsy au rendez-vous. la plupart ny olona rehefa tsy tonga ilay puissance ilaina dia miteny foana izy oe injecteur io , turbo io nefa possible ireo fils mipetraka eo any ireo injecteur misy blem. aza adino fa ny ouverture ny bec injecteur dia en fonction ireo bobine ka raha mal alimenté ireo bobine dia tsy introduit ny gasoil tokony iditra ao aminy chambre. ka mila miady mafy izay vao mety mahita ny blem fa ny fiara anie mitovy ihany fa dès fois misy milamina tsara ny vam-ny fa ny sasany mi-galère ê!hoy isika gasy oe misy ratsy vitana .

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 20 avril 2017 - 09:11

dondrona be>> Merci@ conseil fa hividy anio faisceau @ moteur io dia andramana ndray

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: Rah-lay
Date: 12 juillet 2017 - 11:42

afaka mifandray @"dondrona be"manana olana demarrage sprinter 313 cdi 03 tonga soa amatsara eo parking dia tsy mety velona intsony toy misy anti demarrage ny 4 injecteur vao solona vaovao 1 an misaotra (coté lyon)

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: UC
Date: 13 juillet 2017 - 14:42

Efa teo > rehefa manao diagnostic ianao dia asaivo jerevandry zalahy ny valeur condig le vam fa tsy mifanaraka aminy zany tiako tenenina limite parametreny io dia miainga tsara io fiaranao io avy eo tsy blem mecanique io raha fahitako ny resakanao reo fa resaka codage valeur conding ao anaty diag zay fotsiny fa matetika reo tsy mijery zany fa faute fotsiny no jereny dia raha tsy misy faute dia avelany eo fa asaivo hidirany ny valeur coding misy karazany maro ao anaty das dia le puissance atao dia ataovy essai fa ianao dray no mataotra avy eo blem codage variante cdi io ramose mazotoa

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: Rah-lay
Date: 01 août 2017 - 10:48

efa velona ve ny vam "efa teo " nyahy dia coquena velona dia tsy misy intsony :solona filtre gaz oil controlena ny retour gaz oil ny eo ihany tsy mety velona

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 01 août 2017 - 14:12

UC>> tsy haiko lay valeur condig fa ni reprogramme-na dia nampiakarina ny puissance donc natanjaka be fa saingy namoaka setroka mainty refa maazo reprise tsara iny : de leo be aho fa naveloka @ zao
lay setroka tsy permanent fa misy mainty be otrin'ny menaka ny echappement refa safoina @ tanana

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 04 août 2017 - 09:20

aiza uc e

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: UC
Date: 08 septembre 2017 - 08:43

efa teo> somary tsy teo kely eh rehefa nireprogrammenao le vam inona tsony blem nefa raha io vam nao io dia tsy tsara loatra le programmena le cartographieny lasa misy effet be dia be any am moteur io satria lasa miova daholo ny regime ka raha tsy voa calcule tsara ny valeur tour moteur sns dia misy fiatraikany any moteur mihitsy fa raha mety dia aleo mapiasa nitro data io zavatra apetaka no tsy dia lafo no tsy misy fiatraikany am moteur azonao asorina rehefa tsy tianao azonao averina rehefa ialainao

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: koz
Date: 08 septembre 2017 - 09:12

ale STAREX !!!

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 08 septembre 2017 - 10:58

UC>> Aiza no mety ahitana io nitro data io eto mada ? fa izaho anefa anie manana calculateur iray mipetraka fotsiny ao ra sanatria alerte e, nefa kay moa ny moteur mihitsy no mety voa hoy enao
Fa enao ve eto sa any ivelany e, manana garage sns mba omeo contact raha ohatra ka e

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: olon-tsotra
Date: 09 septembre 2017 - 10:39

Fehiny: abandonne na no mety @ sprinter fa tsy mbola misy mahafehy ny technologie eto amintsika ny mécanicien na de efa FOZA ary izy @zao satria manana azy daholo babay sy lohovohatra. Manabe masonkarena. Ilana discipline sy fahamatorana be koa ny mitondra azy satria puissant loatra le iz. Tsy sahaza ny transport en commun eto amintsika ihany koa satria tsy de ilaina loatra ny fandehanana mafy any @ option transport.

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: UC
Date: 11 septembre 2017 - 09:02

EFA TEO > tsy ny mampiasa nitro data no maniba moteur fa le mampiakatra puissance amin alalany programation zany hoe le cartographie iny no programendry lerony ny blem dia zao raha ny filazanao lasa midonaka le vam rehefa terenao mafy dikany lasa tsy manaraka tour moteur le valeur nampiakarina ao anaty carto zany fa raha mapiasa nitro kosa ianao dia zavatra efa vita calcule io toy hoe mametaka 2em turbo amin fiara fa le izy fotsiny brachena am calc tsy misy risque am moteur mijereva amin net fa feno reny raha manafatra atsy chine sady tsy dia lafo koa vidiny ataovy precis rechernao vao manafatra an hoe nitro data for sprinter dia mazotoa fa raha ananao le fichier naboarindry zalahy na dia azonao alefa aty amiko dia jereko dia averiko any aminao par mail io na fichier dorigine koa azonao alefa dia averiko any aminao avy eo

Options: Répondre
Re: Sprinter 313cdi
Par: efa teo
Date: 19 septembre 2017 - 13:30

UC>> Fa enao ngah aty madà sa any ivelany e: raha aty mada enao dia mba omeo contact MERCI

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg