Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Auto-moto et Mécanique
Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: haja27
Date: 07 juillet 2017 - 11:30

Araka io sujet io dia tena tsy afampiakarana mihints ilay fiara, mba omeo torohevitra!!!

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: $ongomby
Date: 07 juillet 2017 - 14:29

Enao ve efa nahita an'le clip gangstabab: ampio tosika

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: haja27
Date: 08 juillet 2017 - 09:43

>$ongomby> Mba sérieux anie ilay olona mila hevitra sy manontany e!!!!!

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Mily
Date: 10 juillet 2017 - 17:23

Antony maro be no mety mahatonga izany, ahoana ny embrayage?

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: haja27
Date: 11 juillet 2017 - 08:49

Mily> merci! ny embrayage normal tsara ka! tsy mi-patinne mihintsy!

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Bekakana
Date: 11 juillet 2017 - 09:26

haja27// Jereo sy verifieo tsara ny bobine d'allumage ilay ohatry ny nonon'omby iny fa iny no matetika no manondrana. Mety hi-raty foana aa ny fiaranao. Raha izay no mitranga dia jereo fa lasa maintsy be feno molaly ny vavan'ny echapement-nao...

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: haja27
Date: 13 juillet 2017 - 10:29

Bekakana> misaotra betsaka e! ilay izy tsy misy setroka mihintsy no tsy mihinana essence koa fa dia kely aina fotsiny! Sady tsy mi-raty koa! andraso fa ho jereko indray ilay bobine, fa tsy haiko hoe ahoana no fomba hi-teste-na azy hoe simba?

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Racra
Date: 20 août 2017 - 00:03

Raha ny fijeriko izany dia blèm-na catalyseur d'échappement ann

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: PP
Date: 22 août 2017 - 14:34

marina ny an'i Racra, jereo ny catalyseur échappement.

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: rabrigador
Date: 23 août 2017 - 09:13

Mividiana hoa ELM 327 dia manao autodiagnostic ianao.
ELM 327 izany vidiana @ aliexpress dia 5USD ny 1 -
Mahavita izay vitany io (raha resaka capteur mahazo/tsy mahazo, na simba dia hitany)

Fa raha araka ny filazanao hoe :norm ny embrayage
Normal ny motera (tsy misy setroka, tsy mi-rate ...) dia mety resaka problème d'admission/echappement fotsiny izany-

1) soloy ny filtres rehetra
2) verifier-o tsara sao misy mampiditra rivotra @ circuit d'admission
3) verifier-o tsara sao mihisatra ny papillon (io moa raha misy tsy mety dia hita @ ELM 327)
4) diovy ny pot catalytique
5) mampiasà additif fanadiovana ny circuit carburant ireny : eny @ station dia manao 1/2 plein dia entina mandeha lavitra be
....

Rehefa tsy mahavaha ny olana ireo voalazako ireo dia na ao anaty maotera no voa, na ny sainao no voadonan'ny sasany ka mieritreritra fa tokony handeha mafy noho izao ny fiaranao, kanefa efa normal tsara ilay izy. Sao manko nifaninana nanenjika CAMARO tery @ Antanimora ianao dia resiny dia marary andoha hoe lasa kely aina ny fiaranao ???

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Dizina
Date: 24 août 2017 - 15:17

ny anah ndray 2.0 hdi efa nosolona hatrany am turbo fa dokotra be foana refa fiakarana.nandalo diag fa tsy mety afaka mitsy le jirojiro kely reny.sao dia mba mety misy manana torohevitra

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: gasikely1
Date: 24 août 2017 - 17:15

Miarahaba antsika rehetra.

Expérience hitako notantaraiko, C4 essence 1.4i manao ohatran'io, matetika mitovy moteur Peugeot sy Citroen.
Solution ankoatran'ireo voalaza eo ambony ireo
-diovy ny capteurs iray @ volant moteur, ny iray @ arbre à cames, matetika misy loto jereo @ google fa misy sary mazava tsara ao
-manaova diag fa indraindray feno erreur ny calculateur, fafao daholo
-vérifieo sao misy tapaka ny fil @ sonde lambda (mety mila diag)

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Racra
Date: 24 août 2017 - 23:51

Dizina>> Manaova diag! Raha ny FAP aloha no voa dia soratany eo @ tableau mihintsy.Fa na dia izany aza dia mba teritereo nz tarito à 120km/h ny 4éme mandritra ny 20 minutes!!!! nefa aiza no làlana anaovanao izany???? na tsoahy mihintsy d diovy.

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Racra
Date: 24 août 2017 - 23:59

Dizina>> Raha FAP d tsy tafahetsika ny vam fa mety resaka capteurs fotsn zany...!Mahagaga nefa efa nanao diag!!!

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Dizina
Date: 25 août 2017 - 07:43

>>>Racra:efa natao diag oa fa afaka kely le izy de niverina nirehatra ndray.Le check engine iny mihitsy no tena manelingelina ny saiko.Mety ho ataoko diag any am hafa ndray angamba zay no eritreretiko.Izy anie rehefa mabnde plat de misosa tsara iany fa vao mitraka ny lohany no tena olana.
tena dorako foana matetika lery satria zah somary miasa ivelan'ny renivohitra fa ny eo iany no eo

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Racra
Date: 25 août 2017 - 11:33

Dizina>>Ny moteur PSA(citröen-peugeot) dia problèmes tsy lavitra foana, na izy éléctrovanne,na injecteurs izay mila manolo ireo joints efatra isakin'ny injecteurs,na débimètre,na vanne EGR maloto.Fa ny tokony atao koa d ny manolo filtre à air matetika @ ireny moteur ireny d ny vidange tsy atao taraiky.D saika adinoko le fameux FAP.

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Racra
Date: 25 août 2017 - 11:41

Dizina>> Misy resaka ELM 327 atsy ambadika atsy izay ahafahanao manao diag ny auto-nao samirery.Ny ahy OBDclick no nalaiko ary tena efficace tsara,mijery défaut sy mamafa
Fa io zay tinao ihany na ho entinao any @ garage(50€ aty ivelany) na mindrana @ kôfy.

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: haja27
Date: 28 août 2017 - 10:40

Bonjour!

Misaotra antsika rehetra namaly e! efa natao ny rehetra fa tsy miova mihintsy ny ain'ilay fiara e!!!
Nefa ilay moteur ôtran'ny norme be izany, na ny feony na ny consommation, asa inona no tena aretiny?

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: ZFX
Date: 28 août 2017 - 16:05

Bjr,
rah moteur 1.4 kous izy de tsy manana aina e. indrindra vo misy oul mismis defa hitany miintsy.

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: Racra
Date: 07 septembre 2017 - 21:31

Haja27>>Nosoloinao zany ny catalyseur? D soloy koa ny bougies sy ny bobine, fa tokony tsy haninona intsony izy avy eo.Ny moteur essence zvt mora kitihina kely.Ankoatr'ireo voalazako ireo d tsy hitako hoe inona no tokony ahakely aina azy ann, ....tsy haiko aloha an

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: rabrigadangitra puissance 1000 VRAI
Date: 08 septembre 2017 - 13:28

lisany koa efa tenenina fa polo ihany no tsara mbola milingilingy mividy 307 ihany ...
Amidio varoboba dia mividiana polo hoa

Options: Répondre
Re: Manana P307 essence za fa tena tsy misy aina mihintsy @ fiakarana, inona no mety antony ? mba mila torohevitra!!!!
Par: haja27
Date: 11 septembre 2017 - 14:32

Racra> ny catalyseur ihany no tsy nosoloina, fa ny bougies, bobines efa nosoloina fa tsy mety e!!!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg