Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Vos impôts et vous
Enregistrement tany
Par: ravo
Date: 23 janvier 2015 - 11:26

Salama daholo, hono oà, ahoana kay no fandehan'ny kajy raha nividy tany ka hi-enregistrer an'ilay izy avy eo. Misy taux fixe ve sa aôna no fanaon-dry zareo azy?Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: %
Date: 29 janvier 2015 - 10:53

toa pourcentage ny vidiny ao @ acte de vente no fahafantaranay azy, fa makà renseignement ihany aloha.

Na ilay pourcentage aza angamba samihafa arakaraky ny région, ville sa rural...

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: Mpiasan'ny enregistrement
Date: 29 janvier 2015 - 16:21

Afaka manao simulation koa ianao fa efa afaka jerena online ny manao azy (impots.mg)
dia mahavita soa e

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: gasymbatehananana
Date: 02 février 2015 - 08:50

tena tsy hananany gasy mintsy raha ny fahitako ny zavatra ataony impot, raha misy olona manana tany ka mba hamidiny @ zay hifanarahanareo 2 dia gaga enao fa ny any@ impot ndray no lafo noho lay tany, mba hazavao hoe azafady lay hoe pourcentage ndray ny fikajiny azy fa toa manokatra zahay fa tsy mety, lay lien taloha aloha tena maty mintsy ny tena, misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: zita
Date: 18 février 2015 - 11:04

Jereo ity rohy ity ahalalana ny fikajiana ny hetra mba hisian'ny mangarahara. MArihina fa Doirt d'enregistrement ihany no vita kajy eto, ambonin'izany misy koa ny IPVI.

http://immo.impots.mg/

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: baoo
Date: 20 mars 2015 - 16:30

miarahaba antsika,

Nijery tao amin'io siten impots io aho ary niévaluer ny droit d'enregistrement ny taniko novodiako tao mialoha ny nitondrana azy tany am fisc, ny montant nivoaka tao dia 500milles ar latsaka teo. Ketraka nefa izahay nony nitondra le acte tao am impôt Moramanga fa dia 3 millions d'ariary hono ozy le receveur tao. efa malaza be tokoa io razoky io fa mpanao afera gaigy be fa tsy mety misy manafay, tsitako ze atao, tsita hoe aiza no afaka itarainana, mba mangataka toro hvt avy aminareo.

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: borita
Date: 29 janvier 2016 - 09:45

Inona moa ilay IPVI io azafady?

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: bricol
Date: 31 janvier 2016 - 16:33

borita> IPVI = impôt sur les plus valus immobilières, io sa vola tokony alohan'ilay mpividy @ impôt raha ohatra hitan'ny état fa nivaotra lafo par rapport ny valeur ilay tany na trano ilay olona.
matetika ny mpivarotra tsy mety mandoa an'io ah, nefa ny lalana ry zareo ny mandoa

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: rabezafy
Date: 31 janvier 2016 - 17:48

Salama daholo,

Tsy miaro an'ilay olona malaza fa mpanao kolikoly aho fa milaza tantara kely fotsiny:
-misy karazana taratasy maro2 tokony hataon'ny tompon'ny tany taloha nefa tsy nataony
noho ny tsy fahalalana sy ny fiheverana azy ireny hoe tsy ilaina sy tsy maika.
ireo taratasy ireo dia misy vola tokony naloa amin'izy rehetra ireny.
Raha ny fahalalako azy koa dia ny arriere rehetra dia manaraka ny tany
fa tsy manaraka ny tompony.(mety ho diso aho fa mba mifanitsy isika izay mahalala )
Izay no mahatonga ny olana satria izay tratra farany ka manao regularisation ny
fifampivarotana tany novidiany no lasa ianjadian'ny rihitra rehetra.
- Ny anay izao ohatra, tany novidian'ny mamany tamin'ny 1963 fa tsy vita mutation
hatramin'ny farany, tamin'ny 2009 novidiako taminy indray fa tena henjana vao vita
fa voatery nandalo TTA (tribunal Terrestre Ambulant), 3 taona vao vita ny titre.

Manampy trotraka moa ny fanararaotan'ny olona mba mahafanta-patatra lalana kely dia miezaka ny hanambaka anao sns..mody lazainy chiffre avo be ianao dia avy eo lazainy fa mety amboarina io, dia ny difference zaraina 2 dia mahazo vola bojy izy nefa ianao mandoa ny vola aradalana (amin'ny taux tokony ho izy)tsy misy nihena akory fa izy fotsiny no nahazo amboniny amin'ny tsy marina..
Tsy atao mahakivy izany fa rehefa te hanana ianao dia mifofotra ary mifanoro hevitra
hialana amin'ny mpanambaka rehetra.
mirary soa e.

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: bricol
Date: 02 février 2016 - 19:31

mahita atao mihintsy ilay olona e,
ny cas zao ah, efa tany in_3 angamba zay mandeha notaire ny vola tokony aloha izany hoe za mpividy no mandoa ny frais, mutation rehetra zany afa'tsy ilay plus valus tokony ny mpivarotra dia ry zareo tsy mety fa tsy iny prix iny hono no- déclarer. izany hoe mahazo vola bôjy zany izy fa maninoa raha ahena ilay prix. Tsy te hanao riso2 za d miandry foana fa tsy kivy.

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: borita
Date: 09 février 2016 - 12:57

Manahirana mihintsy ity resaka tany ty, dia raha ohatra zany ka tsy voalohan le tompony izay mivarotra ny tany ny hetran tany dia izay olona mividy no mandoa an'iny rehefa avy eo?

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: mute
Date: 22 février 2016 - 11:10

Ary hono wa ry reto:
Aiza ho aiza ny fipetrak'ilay fanamorana fakana "titre gratuit" hatramin'ny volana jona izao.
Voakasik'io ve ny tany novidiana sa tany lova ihany?
Ao @ enregistrement ve no gratuit sa atrany @ domaine sy topo koa?

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: radoudou
Date: 26 février 2016 - 10:59

Salama daolo

Asiana précision kely momba ilay mutation (tany no resahina eto)gratuite hatr@ juin. Izy io dia fananan'olona efa maty ho an'ny taranaka.Ankoatra izay dia mandoa vola

Ny mahalafo ny mutation mbola velona indray dia arakaraky ny taona nipetrahanao tamin'ilay tany izany hoe nohajarianao sy nahitanao soa betsaka dia lafo kokoa.

Raha acte de vente indray dia mora fa raha hitan'ny fanjakana misy ifandraisany ny anarana dia fantany hoe tokony ho mutation no atao

Source info avy t@ centre fiscal izany

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: lily
Date: 16 mai 2016 - 18:58

Bjr,

Raha mba misy afaka amintsika mba manome fanazavana momban'ny impot sur la plus value immobilière. Izy io mantsy toa ohatrany niova ny rafiny. Raha mba misy mahafantatra ny farany momba azy io arakan'ny vote ny loi de finance farany.
Misaotra dia eny mialoha ho antsika rehetra.

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: Alain
Date: 22 mai 2016 - 14:13

Raha ny momban'io tany io dia marina ny tenenin'i Baoo fa misy tsy mazava ny fomba fi-calculer-n'ny Enresgistrement ny vola aloa @ tany ho -enregistrer-na;raha ny fahitako an'izy io tao @ site impôt dia arakaraky ny toerana misy ilay tany;firy ny velaran'ny tany ?ny jiro ve? misy rano ve? hanaovana inona ?handalovana arabe RN sa lalana inona ?dia ireo efa misy valeur dia cocher-na fotsiny dia tonga dia manome valiny ery ambany; efa nandramako manko izy io.Ny vidiny taniko eo @ 8 million d'Ariary ary velarany dia 800 m²ary ny totaliny vola tokony aloako araka ny valiny avy @ilay formulaire ao site impôt dia 1million d'Ariay;gaga anefa izaho raha nankao @ enresgistrement fa mandoa 3200000 Ariary hono, dia najanoko aloha fa tsy manana an'izany indray mandoa izao.

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: radoudou
Date: 23 mai 2016 - 12:14

Salama,

Alain, fa taiza ilay centre fiscal nanaovana azy, fa izy ireny tokoa ve dia tsy misy azo hi-contrôler-na azy fa dia izay tenenin'ilay receveur dia marina foana?

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: Mpirakiteny
Date: 17 août 2016 - 08:59

raha arakny lalan de mitovy amn NY procureur ny enregistreur ka mitaky ny maximum amboloany. Fa ny akamaron'ny acte ko ange ka fausse déclaration daolo e. Fomb fiteny fotsin le oe tsisy vola: fa ahafantatra mivid tant de hanorina trano nef NY devis construction iaraha-mahalala

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: rakoto154
Date: 26 août 2016 - 14:04

Miarahaba antsika rehetra, izaho dia tratran'io @ izao fotoana izao satria rehefa nanao simulation tao @ siten'ny ministère n'ny finance aho dia eo eo @ 650 000 Ar eo eo no tokony alohako miampy ny IPVI zay 21% raha ny document hitako farany, zay 21% n'ny 100 000Ar zany, satria io ny différence n'ny vidin'ilay tany niviadianan'ilay nivarotra t@ vidiny namarotany taminay.
Rehefa tonga tao @ enregistrement nefa dia lazainy faha 2 000 000Ar no alohako.
Tsy hanaiky aho satria voalohany tsy manana an'izay moyen zay aho, faharoa arak'ilay simulation nataoko dia manodidina ny 650 000Ar no tokony alohako ary ny droit d'enregistrement teo @ acte de vente nividianan'ilay nivarotra taminay azy t@ 2014, satria hitanay le acte de vente enregistré dia latsaka'io 650 000Ar io no nalohany tamin'izany. Rehefa nanao fanamarihana momba an'io tao @ le receveur aho dia hoy izy oe ny fanjakana mintsy no nanao an'io fa tsy izahay hoy izy. Amiko tsy mitombina oe hisondrotra 300% ny hetra tao anatin'ny roa taona latsaka.

Rehefa nanokatra an'ity forum ity aho dia nahita oe moderé par La direction générale des impôts, noho izany angatahako mba hisy tena mpiasan'ny impôts mba hanazava tsara momba an'io resaka enregistrement na tany io sy ny tsara ho fantatra rehetra fa mampalaelo ny gasy madinika efa manao prêt etsy sy eroa nefa mbola ambakaina iany rehefa mba manara-dalàna.

Misaotra indrindra tompoko

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: pretty girl
Date: 06 septembre 2016 - 15:24

maninona raha tenenina ny fisc nandehananao, fa mahagaga manko samy manana ny fomba fanaovan calcul le fisc tsirairay de mandehana anie am fisc afa fa afa ndray ny montant omeny anao e

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: tanigasy
Date: 14 septembre 2016 - 14:46

io simulation en ligne io no tena izy , fa ny mpiasan fisc ts maintsy mitady evitra hahazoana vola aminao e. vao avy nanao za, simulation en ligne 8 M fmg, tonga tany amzareo lazainy fa 15 M fa misy pitsopitsony ataony zay tsy fantatrao hoe avy aiza, enao moa tsy te hila vaniny ka de latsaka ankaterena de nanaiky 10M iany izy, nvoaka anefa ny reçu 6M no nodeclarer tao @ volampanjakana. mbola ho ela e.

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: radoudou
Date: 16 septembre 2016 - 08:40

Salama,

Ny hevitra tsara dia manaova par silence, mila makany amin'ny centre fisc maromaro manao comparaison amin'izay manana appui ianao amin'ny fidangany ataon'ny sasany
merci daholo

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: Hetra
Date: 16 septembre 2016 - 16:29

Miarahaba daholo,

Mahita ireo fanontaniana sy zavatra nianana'ireo mpisera dia tsy aritra ny tsy handray anjara.

Mikasika ny famindrana tany tompoko dia ilay simulateur en ligne io no ampiasaina na any am biraon hetra rehetra.raha mitovy ireo paramètres ampidirina dia tokony hitovy ny valeur azo fa tsy tokony hiova.Azonao atao ny miimprimer dia atoro azy ny nataonao dia ataony koa ny azy dia ho hita eo.

Zonao ny manda raha tsy maharesy lahatra ny voalazany.Manatona avy hatrany ny lehibeny mangataka fanazavana fanampiny.

Mariha ny sanda na valeur m2 ilay tany no omen'ilay simulateur dia io no ampiharana taux ny droit d'eregistreement 5%.

Ny IPVI kosa dia nisy fiovana tanteraka ny fikajy azy.hetra alaina amin'ny tombony azon'ny mpivarotany io.

Toy izao ny kajy: izay ambony amin'ny vidiny ao anaty acte na ny vidiny hita ao am simulateur no raisina ka 25% n'izay valeur izany no ampiharana 20% dia izay no IPvI aloa. izany hoe eritreretina ho 75% no vidiny.

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: bricol
Date: 19 septembre 2016 - 17:00

hetra < ka io IPVI io anie okon'ilay tompon'ny tany (mpivarotra )no mandoa anie e , nefa refa manao enregistrement ianao ny mpivarotra angaha miaraka aminao any, dia ianao mpividy foana no tratra eo.
Na @ notaire ary hoa, dia ianao mpividy no mbola asainy mandoa fa ny mpivarotra dia hoe vola feno noraisiny
Ny mpivaotra tokony mandoa hetra amin'ny volan'ny raisiny
Fa dia tantara be ilay mividy tany

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: bricol
Date: 19 septembre 2016 - 17:01

hetra < ka io IPVI io anie okon'ilay tompon'ny tany (mpivarotra )no mandoa anie e , nefa refa manao enregistrement ianao ny mpivarotra angaha miaraka aminao any, dia ianao mpividy foana no tratra eo.
Na @ notaire ary hoa, dia ianao mpividy no mbola asainy mandoa fa ny mpivarotra dia hoe vola feno noraisiny
Ny mpivaotra tokony mandoa hetra amin'ny volan'ny raisiny
Fa dia tantara be ilay mividy tany

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: rakoto154
Date: 23 septembre 2016 - 20:02

Ireto avy le karazana zavatra aloha rehefa résumena :

- Droit d'enregistrement: 5% ny vidin'ilay tany ao @ acte de vente na le ao @ similateur (valeur administrative). Izay ambony amin'ireo no raisina.

- IPVI : io eo ambony io ny calcul

- Amende d'insuffisance na AI, raha kely ny vidin'ilay tany ao @ acte vente raha oharina @ valeur similateur na antsoina ko oe valeuradministrative.Dia mandoha anio ko. Fa ty tena tsy haiko ny fomba ficalculendry zareo azy. Efa ni se docummenter tao @ site n'i DGI za fa otran'ny ts à jour ko le donnés ao.

- Droit : 2000 Ar

Ny lesona nalaiko fotsiny dia izao, alohan'ny ametrahana ny vidin'ny tany eo @ acte de vente, dia tsara raha atao alou io simulateurio dia en fonction an'izay montant eo no atao vidiny ao @ acte de vente.
Dia tsara raha mijery ny pitsopitsony rehetra tokony aloha ao @ siten ny DGI foana ko amzay mba au moins mafantampatantra ny valeur normale tokony aloha dia afaka miady varotra tsara smiling smiley

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: le
Date: 28 septembre 2016 - 11:45

ny ahy indray an manana olana tahaka izao aho, koa raha mba misy mahaval dia mba valio e. Nividy tan tamin'olona mpandova lahitokana aho. Misoratra amin'ny anaran'ny rainy efa maty io tany io. (Efa fantatra tao amin'ilay saritany fa tsy misy lalana io tany io) Natao ny acte de vente , efa vita hatramin'ny enregistrement ilay acte de vente tao amin'ny centre fiscal.
1- io enregistrement ilay acte de vente io ve izay ambaranareo fa droit d'enregistrement izay ?
2 - Te hamindra ilay tany amin'ny anaranay izahay, mila mikarakara dossier , tao anatin'izany ny acte juridique izay mbola amin'ny anaran'ilay mpivarotra. Saritany dimy misy N° laborde , sns, fa ny tao amin'ny transaction no nitranga ny olana, tany ngazangeza 1 ha no nangalanay 500 m2 dia tsy maintsy zarazaraina hono, tsy azo atao nefa zany raha tsy hita ilay tompontany miaraka aminay angatahana lalana. Araka ny fantatra nefa dia maro be ireo tompontany ka tsy maintsy maka procuration any amindry zareo, ny sasany nefa any andafy. Tsy hitanay zay h atao. Lay tompontany efa manomboka mialangalana fa efa tapitra ny volany. Mba toroy hevitra izay tokony hatao é; SVP misaotra mialoha e

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: vehivavygasy
Date: 28 octobre 2016 - 15:59

afaka mikarakara ny enregistrement ny taninao za, mandray vita. Raha mahalina mandefasa mail, haja_malala arobase hotmail point com fa vonona hanampy anao

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: ranona
Date: 10 novembre 2016 - 08:44

Salama daholo,

Fa hono hoy aho, rehefa avy mividy tany ve dia tsy maintsy enregistrer-na any amin'ny fisc e. Ary tsy enregistrer-na dia inona no setriny. Merci

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: fisc
Date: 11 novembre 2016 - 15:28

ranona> tsy maintsy enregistréna fa manjary tsy afaka ovaina @ anaranao ny tany, ary raha manana mauvaise foi aza ilay mpivarotra ka fantany fa tsy nanao izany ianao dia mety halainy indray ny Certificat de situation juridique izay mbola @ anarany dia mety hamidiny antsokosoko indray ny taninao ka mety ho lasan'olona...

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: ravakarina1
Date: 12 janvier 2017 - 20:00

Fa le enregistrement ve mety fona n'aiza n'aiza fisc andehanana fa tsy votery any amle fisc anle toeranle tany? D ono oa, ra oatra ka mividy tany morecelé D mbola le plan anle tany ngezab fona ve no oentina manao ny demarche reetr sa plan hafa?merci

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: tanivao
Date: 23 février 2017 - 14:40

ranona >>
Fa hono hoy aho, rehefa avy mividy tany ve dia tsy maintsy enregistrer-na any amin'ny fisc e.>>> Tsy maintsy enregistrer-na any @ fisc ny acte de vente-plan-transaction ary handoavana hetra na impôts (droit d'enregistrement), rehefa voalohanao ireo hetra ireo dia mahazo recepissé na certificat de paiement ka ireo dossier ambony ireo ndray miaraka @ le recepissé no entina mankany @ domaine hanoratana ny tany @ anaranao,

Ary tsy enregistrer-na dia inona no setriny >>>>

Raha tsy ni-enregistrer ireo dossier ireo ianao dia mazava ho azy fa tsy misy sonia sy tampon ny admnistration fiscale aloa ny dossier-nao rehetra, ny dikan'izay de tsy nandoa ilay hetra tokony aloa enao , dia tsy mahazo certificat de paiement , de refa hamadika ny tany @ anaranao any @ domaine dia irrecevable ny dossier-nao satria tsy ao ilay certificat de paiement porofo nandoavana ilay droit d'enregistrement

ravakarina1 >> %ety foana refa fisc raha ny fahalalako azy koa fa manantona eny @ reny centre ireny dia ento ny dossier hanaovan-dry zareo etude , dia mandehana ndray any fisc hafa avy eo dia ampitovio ny vola mety ho aloha.

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: Taniimbary
Date: 28 février 2017 - 10:05

Tena makaleo lay madama lazaina fa sefo ao @ domaine, mahita lazaina fona isanandro , olona tsy competent mitsy nga re olona tsy mba afaka angatahana on 1 mande ny ttsy ilainy a!zany no matonga n kolikoly, tany kely 300 m2 no vidinao efa ho 2 ans n ttsy tsy vita,

Options: Répondre
Re: Enregistrement tany
Par: sahirana
Date: 21 juin 2017 - 13:28

Le inspecteur des impots mits no tena mangalatra e,za nanao enregistrement tao amin'ny fisc Ambohitrarahaba fa tena tisa vola mits le madama ao, izahay efa nameno an'ilay zavatra fenoina ao amin'ny site impot momban'ilay droit d'enregistrement dia efa hita zao ny valeur ny dia nande tany izahay dia naontanianay oe otrin ny valeur enrengistrment anty tany ity, satri moa tsy mbola nasehonay azy le nataonay tao anay site impot dia tonga dia nanome montant izy double amle montant nicalculeny site impot le iz dia nanontaniany iz oe fa manina no lafa be otrzan dia oziz oe ka zay mitsy ka dia nanao tao anaty site koa iz d nitovy tsara amle montant anay dia avy eoo nasiany soratra tamin'ny stylo izao karazana montant tsy fantatra oe avy aiza dia nanmpiany an'ilay montant valeur d'enregistrement dia tena doulé le montant.
Niady varotra iany lo zay stria tsy tianay hitarozaka le iz de nandatsahany kely.ande handoa vola ary izahay dia oe aleo tonga dia alohanay any amn caisse ty dia oziz oe aty amiko nareo no manda an'iny dia za no manome azy any am caisse de nomenay azy ny volabe, refa nanome recu amzay iz ty, karazana reçu re zao e, avy eo refa tena nojerena ny reçu dia ny valeur droit d'enregistrement dia 100000Ar, tena ketraka be mits a fa tsitako ze natao, tsy haiko oe ny olona zany dia tsy misy mba afaka mitory an'io madama io mihitsy any amin'ny BIANCO v sa aona.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg