Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Vos impôts et vous
Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: SIPEM
Date: 16 août 2016 - 09:27

salama daholo, mba mangataka torohevitra fa very! na ra mba misy mitovy cas amiko de mba tatarao ny tokony atao!
Nindrana 100Million za hoe hividianana fiara anaovana taxi-brousse dia ok le izy!
dimy volana zay no lasa tsy de nisy probleme fa vita tsara, mariako fa eo am 6Million fmg eo no aloa isambolana mandritra ny 2ans! zao nefa efa isasaka ny volana mbola vo 4Million no voaloa nefa efa hoavy ndray ny volana manaraka! nefa le fiara ko amzao mila atao entretient ka maromaro ireo piece hovidiana ka mitentina eo aminy 2Million eo!,ny vola eo ampelatanana 1Million amzao nefa ry zareo ao aminy microfinace miantso foana oe atero le ambiny!
Ra ateroko le 1Million sady mbola tsy ampy nefa ny fiara koa tsy maintsy atao entretient, ny priorite amiko nefa dia ilay fiara satria tsy afaka mandoa le ambiny za ra tsy miasa le fiara, mbola afaka miasa le fiara fa mataotra za oe sao de itatra le degat de vao maika loza ny vola ivoka!
Inona ry zareo no tokony atao?
Mariako fa ny tany sy trano ipetrahanay mianakavy kely no natao antoka!(hypoteK),de mety inona no ataondry zareo microfinace ra misy retard be ny fandoavana azy? tena mila torohevitra avy aminareo e
misaotra

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: rakotoary
Date: 16 août 2016 - 15:17

Ny sosokevitro aminao dia mitadiava mihitsy aloha source de financement hafa hamenoinao ny volan'ny microfinance.Tsy misangy reo fa ny tanjona ny andreo dia ny tsy hahaloavanao ny volany mba hahafahany mi-pénaliser anao @ intérêt na mandray ny antoka .Aza adino fa famapanjanahambola légale no ihany no ataon'ireny microfinance reny.Mila manamboatra ny fiara koa nefa enao satria raha tsy afaka mikarama aradalana ny fiara dia hivrerina foana ny olana isambolana.Dia mirary soa hoa anao

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: SIPEM
Date: 16 août 2016 - 16:35

misaotra aminy torohevitra f eo andalana miketrika zavatra hafa mihintsy zay io zao

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: $ongomby
Date: 16 août 2016 - 16:56

De arabaina tonga soa ao anaty sobikan'ny micro-finances e. De manampoiza ny ihidi-trosa mandra-pahafaty. Le vam novidinao ko angamba efa drôka be ko

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: rakotoary
Date: 09 décembre 2016 - 12:01

ireny secte ireny manao pub hoe afaka manala ny fahasahirananao ka mba andramo ihany

Options: Répondre
N'importe quoi be
Par: valeriee
Date: 11 janvier 2017 - 16:20

Miala an'Ankatso zany dia ambohi dempona!

Nidi-doza am microfinance dia tadiavinao aroboka am secte indray le olona?

Amiko dia misy devoly be daholo na ny microfinance na ny secte, ny hidiranao amin'ireny no ela dia c'est la descente aux enfers!

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: Sweet
Date: 19 janvier 2017 - 09:31

Tena marina mihitsy zany anao zany ry Rakotoary, efa betsaka loatra zay fananana natao saisie teo amin'ny manodidina zay. Miandry kendry tohana fotsiny reo microfinance ahazona lay hypothèque zay marihina fa ahazony tombony kokoa. Aleo aza amin'ny banque principale reny ihany no manao prêt.

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: Bangakely
Date: 16 février 2017 - 20:24

Ny an'i Rakotoary io no tena tsara indrindra,ary aza ela fa tena ratsy toetra be ireny micro credit ireny an ,misy aza manome rendez vous dia izy tsy ao ,dia avy eo lazainy fa ianao no tsy hita ,dia lasany ny fananana (ireny no hatao hoe escroquerie en toute légalité ) .Ny amin'ny fitsarana dia efa ao ampaosiny daholo dia manao ny danin'ny kibony izy ireo .

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: rah za!!
Date: 18 février 2017 - 04:43

ry namana!!efa tafiditra ianao izao ka ny lalana tsara azo ivoahana no mila katsahina.D zao,rah za ianao dia makany @banque principale d hypothékena indray ilay fiara d aloha daholo ny volan'ny micro-finance,ny an'ny banque koa mantsy afaka atao échéance maromaro(ex:60mois),manana bahana tsara ianao@zay ahafahana mirembourser anle vola satria kely2 no alaina aminao isam-bolana.rehefa maka an@ bank pple kosa nefa d ataovy izay ahazoana maximum d manaova asa hafa vadin'io taxibrousse io(oh:varotra).mazotoa sy mahereza

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: JamesBond
Date: 22 février 2017 - 16:26

1. Ny SIPEM dia efa banque fa tsy micro-finance intsony. Fa noho izy mbola madinika dia mitovitovy fiasa amin'ireo microfinance ihany ny fandehany.

2. Maninona no natao fohy loatra ny délai de remboursement. Tamin'ny nanao kajikajy ve ianareo dia hita fa soutenable ve izany 6 millions de remboursement mensuel izany. Au moins mba natao 4 ans ny délai dia mba any ho any am'3 millions any ny vola averina isam-bolana. Izany ary hitako hoe mbola betsaka ihany raha taxi-brousse no resaka.

3. Ataovy ao an-tsaina fa tant que manana zavatra atao antoka ianao dia tsy mampaninona ny banque mihitsy ny mampindrana vola anao na dia hitany tsara izao aza fa tsy tafavoaka ianao am'lé kajikajy atao.

4. Fehiny: nijabaka enao ary complice tanteraka ny banque satria tsy azo ekena hoe 2 ans fotsiny ny délai de remboursement nomeny anao.

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: zero zero fito
Date: 24 avril 2017 - 11:32

Rah Za!! > Matoa le olona microfinance no nidirany dia mety tsy nahafeno fepetra teny @ banky primaire. (Mety ho mpiasa tena fa tsy mpiasam-panjakana na orinasa)
Ka ny banky ihany koa tsy adala fa efa misy outils ampiasain'ireo banques rehetra eto any @ banky foibe ka vao ampidirina ny anaranao sy ny kara-panondro de hitany ao ny totalin'ny trosanao n'aiza n'aiza nindramanao vola.

JamesBond> Ny microfinance tafiditra ao ny SIPEM na dia manana statut banky aza @ voalohany tsy manome mihoatra ny 2 taona izany mihitsy mba manandrama anie e!

Ary arakaraky ny maha lava ny fempotoana no mampitombo ny zana-bola (mathématique financière tsotsotra io) eny kely ny vola averina isam-bolana fa de midangana izay tsy izy ny zana-bola.

Fehiny aleo tsy miditra @ ireny raha tsy manana fidiram-bola efa masaka sy matotra fa raha tsy izany de ho ritra fananana @ ireny.

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: Jereo
Date: 24 avril 2017 - 13:58

Ny vaha olana omeko anao haingana indrindra dia amidio avy hatrany ny fiara. Na mindrana fanindroany indray ianao ao amin'ny micro finance dia iny no andoavanao le teo aloha dia mangataka indray ianao tsy atao fohy kely ny temps de remboursement. Dia toyizay harany hatrany. Toa toy izany ny an'ny banky raha tsy diso za.

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: enjanabe
Date: 15 mai 2017 - 15:47

SIPEM>>> fa quand même enjana ihany ny zanabola an! 100 Millions >> 24 mois >>> 144 Millions tena grave be zany
Franchement raha ny hevitro aloa raha mbola tsy nahita vahaolana h@ zao de aleo amidy le fiara de remboursena vola sipem! mitadiava zavatra atao fa ho faty haingana eo sady fananana lasan-dry zalà

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: hvmkinkina
Date: 06 juin 2017 - 14:30

Salama daholo,

Zah dia manohana ny tenin'i enjanabe io.
Amidio le fiara dia aloavy ny volan'i SIPEM. Reny microfinance reny mantsy tsy misangy mihitsy sao ho voa 2 @zany sady lasa ny fiara no lany ny ampelatanana ka tonga @ fiteninay any atsimo zahy hoe "Miala maina manahaky pamositry piso"

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: Sipem fahiny
Date: 06 juin 2017 - 16:12

2 ans maximum ny an'ny SIPEM, fa io de mijabaka marina no filaza azy Sa moa nijoboka, mivavaha @Tompo mba ho afaka, mahereza

Options: Répondre
Re: Nindrana vola taminy microfinace de vao 25% no vita dia misy olana!
Par: Education financiere
Date: 21 août 2017 - 17:08

Miarahaba

SIPEM > Manàna finoana ary etudieo tsara ny opportunite rehetra mety ho possible hitadiavana vahaolana.

Ny anton'ny olana eto amin-tsika dia tsy mba misy mampianatra ny fomba fitantanam-bola.

Torohevitro : tsy mindrana vola n'aiza n'aiza raha tsy matotra ny business plan ary aleo efa manana fidiram-bola hafa.

Na banque na microfinance dia mitovy daholo ihany.

Izao SIPEM

Maninona raha mitady transport personnel fa tsy taxi-brosy?
Maninona raha mamorona pejy fb dia lancena ao ny fiaranao pour location?

Mankasitraka fa afaka manome toro hevitra foana

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg