Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Vos impôts et vous
Za tsy handoa hetra
Par: zamanakarenabe
Date: 21 février 2017 - 11:23

za manana fitotoam-bary lehibe roa sy fiompiana omby vavy be ronono. Manana cyber koa aho ety 67 ha fa tsy declareko, rehefa tratra aho dia lazaiko fotsiny hoe vao manomboka aho, dia izay hatrany hatrany fa izaho tsy hanao fanambaran-ketra izany. Nahoana hoy ianao? Vao tamin'ny tapa-bolana izao no voaroban'ny dahalo ny variko telo taonina, soa ihany fa tsy tao izahay mianakavy kely fa asa angamba. Ny antony andoavana hetra nefa dia hiantohana ny fiainan'ny mpoinina amin'ny ankapobeny, aiza nefa izany? Mbola miomna koa aho io hanao transit fa tsy mideclare izany koa aho. Anjaranareo ao amin'ny hetra ao, be fahaizana ireo ny mijoko ahy raha mahay nareo fa raha izaho tsy ho any aminareo!!

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: balou
Date: 21 février 2017 - 14:08

Salama,

Ny anton'ny handoavana hetra ange eto amintsika tsy hoan'ny sécurité publique na sevice voirie toy ny any ampita e, fa hatao handehanan-dry zalahy ho any ampita, hatao ho prime isaky 6mois ny piasan'ny finance, hividianana 4x4 hoan ny députés sns zany hoe raha misy ambiny izay vao ho an'ny vahoaka. Jereo ange ny 10% ny vidina carburant makany andrafanja hanaovana fonds d'entretient routière FER, aiza ny lalana vita, jereo ny aloan'olona amin'ny ermis biometrie aiza daholo ireny taxe ireny impôts ireny sns aokizay sao toran'eto aho

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: Mbity
Date: 24 février 2017 - 14:28

Raha ny isan i vam mi circule mividy essences eto aloa, tokony tsisy lalana goaka izany intsony eh! Raha mandeha @tokony ho izy ny sosin i fer

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: john30
Date: 22 mars 2017 - 21:20

Tohanako mihitsy ity hevitra ity.

Zaho koa manao activité idirambola fa ny antony tsy anaovako declaration any amin'ny fisc dia satria tsy hitako loatra ny tombotsoako @zany. Ianao handoa hetra nefa tsy misy zavatra manjary ny eto. Makeny @ tobimpitsaboana ianao ampifilafilain'ny mpitsabo, ny mpitandro filamianana ts manao ny asany @ara-dalàna kanefa hoe volambahoaka no anakaramàna azy ireo. Ny mpiasam-panjakana @ ankapobeny indray toa "migeste" fotsiny, te hiasa miasa ts te hiasa ts miasa, nefa ianao maty mifofotra ery vao mba mahazo ny ho hanina. Etsy andaniny, ny vola hetranao entin'ny mpitondra anaovana plaisir fotsiny... Izany no fiainana eto @ firenena Babakoto. Aleo ts mifanadala intsony fa samy miaina @ fianainy. Samy manao izay hahavelona azy.

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: balou
Date: 23 mars 2017 - 08:35

Salama,

Ny antony tsy andoavako hetra koa dia vao ao amin'ny fisc dia efa masay ny mpiasa nefa ny tena handoa vola

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: aona
Date: 19 avril 2017 - 15:37

Za koa mba tsy te handoha fa ahoana zany no anananareo carte fiscale?
za manao exportation otrany tena tsy maintsy mi déclarer ihany
nefa c'est vrai, kivy be ianao, satria ianao mi déclarer indray no mbola itsongoloany avy eo.

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: $ongomby
Date: 20 avril 2017 - 11:07

Fanontaniana kely: Nareo ve tsy @ ty mandoa hetra nefa lanilanin'ny mpitondra @ revy fotsiny? Izay tsy lany dia entin'i clôdine sy ry Pierre ranjeva mitsoaka any ivelany?

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: fanetriben'ny firenena
Date: 20 avril 2017 - 15:38

Mety ho misy fahamarinany ny anao ry zamanakarenabe kanefa kosa adidy ary fitianva-tanindrazana voalohany ny fandoavan-ketra.

Eny fa na dia tsy mandeha @ laoniny aza ny fitantanana ny firenena. Ka raha tsy handoa hetra avokoa ny olona dia ho aiza no lalankalehan'ity firenena ity.

Izaho manokana izao mandoa hetra ary retenue à la source ny hetrako, maharary ahy kanefa adidy io.Izaho ihany koa manana activités hafa ary andoavako hetra ihany koa tsy mampaninona.

Fa ny zavatra hitako dia mavesatra loatra ny formalités ary hasarotina mihitsy mba hanjakan'ny kolikoly. KA eto no mila fanavaozana tanteraka sy fanamorana ary mba tokony azo eritreretina ny fahafahana mandoa tsikelikely fa tsy akambana tamba-be isan-taona ohatra.

Options: Répondre
Re: mangataka sosokevitra
Par: edmina
Date: 03 mai 2017 - 16:36

bonjour antsika jiaby

za indray mbola mpianatra ,manao fanadihadiana mikasika hetra eto madagascar.

hanao soutenance master II , nytenako. namaky ireo antony ireo olana eto ambony ny tenako.

mangataka sosokevitra avy aminareo aho momba fametrahana politique fiscal incitative to amintsika aho.ino no tokony atao mba handoa hetra anareo.Misaotra

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: citoyen
Date: 04 mai 2017 - 18:29

Ka rehefa tsy handoa hetra dia aza mimenomeno rehefa simba ny..., Tsy misy ny..., tsy mandeha ny..., misondrotra ny...! Izay mandoa hetra ihany no olom-pirenena! Tsy manan-jo ihanao rehefa tsy manefa adidy.!!

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: fanetriben'ny firenena
Date: 31 mai 2017 - 13:54

Edmina> efa natsipiko io ny iray

1. azo aloa tsikelikely genre acomptes provisionnelles kanefa tsy ferana ny fotoana sy ny vola azon'ny contribuables aloa, tsy misy sazy na date limite hoe bimestriel na semestriel fa arakaraky ny fahafahan'ny contribuables natokana manokana hoan'ny mpandoa impôt synthétique, na hetran tany sy hetran trano ihany koa, na IRNSA (profession libérale sy gérant majoritaire SARL).

2. Foanana na ampidinina ho 20 000 Ar ny fahatarana @ déclaration fa mavesatra loatra ilay 100 000 Ar.

3.Hoan'ny mpitatitra guichet unique dia tokony ahavitana ny taratasy rehetra patente sy ny etsetra ary atao publication mazava ny barème sy ny vola aloa.

4. Ity koa no tena zava-dehibe : Tsy maintsy tazonin'ny experts comptables na centre de gestion agréé ny comptabilitén'ireo orinasa madinika. Noho izany tokony sokafana malalaka ny fianarana sy ny fifaninana hidirana ho expert comptable.
Ary atsangana farafahakeliny isaky ny district ny CGA (mety ho nofinofy hoy ianareo kanefa azo tanterahana tsara.

5. rehefa vita ireo dia atao régime iray daholo ny contribuables tokony mibaby ny TVA daholo (assujeties daholo) fa ny taha no atao samihafa toy ny any @ firenena mandroso rehetra. Foana daholo izany le régime hoe réel simplifié, IS.
Ny taux izany ohatra hamaivanina ny fitateram-bahoaka sy entana PPN 5% h@ 10% ohatra, ohan'ny restauration sy hotellerie 5%, ny fampianarana sy fanondranana entana, fitsaboana fanafody 0%, ny ambiny 20%. NY TVA @ solika ampiasain'ny mpitatitra rehetra na antanety na andranomasina tokony ho déductibles ihany koa.

Ny tombotsoa @ assujetissement au TVA hoan'ny rehetra mantsy dia manamora ny recoupement ka raha vao hita collectée any @ orinasa A tsy maintsy hita @ déductible orinasa B.

Santionany ihany ireo fa raha ireo no tanteraka efa zava-dehibe.

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: balou
Date: 31 mai 2017 - 14:49

fanetriben'ny firenena>pointe 4 mbola ho nofy izany dia iza no handoa ny karaman'ny expert compta, ohatra en moyenne 100 000 ar/h ny karaman'ny expert ary mbola azo isaina amin'ny ratsatanana eny fa na any ampita aza.
point 2 efa mihantra ve sa mbola vinavina
Avy aiza daholo ny source ndreo information ireo

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: $ongomby
Date: 03 juillet 2017 - 07:36

Mbola manentana hatrany ny tsy tokony andoavana hetra raha hatao fafy katrana @ députés, douanes, Claudine sns......izay kely efa any aminao. Toa ny vahoaka efa mijaly ihany no mamoky an'ireo voalazako ireo. Efa tsy lazaina intsony ny prezidà, ministra, senatera, ny jeneraly marobe.

Options: Répondre
Re: Za tsy handoa hetra
Par: mpandoa
Date: 22 juillet 2017 - 09:37

Salama daholo,

aleo nareo izay tsy andoa hetra ny miaritra sy mijery fotsiny ny tsy fandriampalemana, tsy ny filavorarina ny fanjakana, ny lalana simba...

Adidy ny mandoa hetra ary zo ny mitaky fanjakana tsara tantana. Rehefa mifidy hoatra fidio izay hitanao fa mendrika. Rehefa miditra birao zo ny mampafantatra ny mpiasa fa tsy @ tokono izy ny hatao ny sasany : tara, tsy mahay mandray olona, tsy Malala fomba, manaiky mandray tsolotra,..

Manaiky kosa ahy nefa fa tokony ny fanjakana ny mampiseho fietsika mendrika voalohany. Dia tokony manaraka ny vahoaka. Fa na izany mitenenana foana rehefa mahita tsy mety. Fitiavantanindrazana zany. Isika ihany ange no mizaka ny ratsy eto...

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg