Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Vos impôts et vous
Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: brexit
Date: 19 avril 2017 - 15:47

Salama daholo

za zany te andoha IRSA, tsy mampaninona ahy io, mba ampa déductible ny charges salariales ko

lay ostie koa tsy mampaninona ahy satria raha marary ny mpiasako na ny vady amam janany mba afaka mitsabe tena any

fa ty lay cnaps 13% tena mahakivy ahy e. tena hitako hoe alatra be vava. tena tsy hitako ny tombontsoan'ilay mpiasa @ lay izy, fa fitaka lava reny, nefa lay pourcentage tena trop be.

inona no hevitra mba tsy andoavana an'io nefa ho déductible lay charges?

misaotra

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: balou
Date: 20 avril 2017 - 10:09

Salama,

Marina fa enjana tokoa ny 13%. Fa raha tina ho fantatra hoe inona tokoa ny tombotsoan'ny mpiasa amin'io, izao no dikany mandoa vola ianao izao hanomezana ny pension-ny retraité dia rehefa tonga ny fisotrondronono dia mandray ny cotisation ny tanora indray ilay mpiasa. Ny dikan'ilay 13% dia nahavita be taminao io olona io dia rariny ianao raha manomana ny ho aviny amin'ny retraite-ny-Izay no zavatr nazavain'ny CNaPS

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: plafonné
Date: 20 avril 2017 - 15:22

marina tokoa ny an'i balou.

Izaho indray mahita fa le IRSA aza very anjavony ihany satria tsy hita mivaingana ny zava-bitan'ny fanjakana @ resaka fahasalamana, fampianarana na fotodrafirasa ohatra.

Henjana tokoa le 13% saingy ny CNAPS dia plafonné à 1 244 184 Ariary @ izao izany hoe 12 441 Ar farafabetsany hoan' ny mpiasa ary 161 744 Ar hoan'ny mpampiasa.

Aleo ihany misy kely hantenaina rahatr'izay toa izay tsy misy fa ny olana dia mampatahotra ihany koa ny fampiasam-bola ataon'ny mpitantana ankehitriny ao @ Cnaps toy ny fananganana ekipa mpanao baolina izay tsy hita mivaingana ny vola aterany, miampy ny fandanindaniam-poana @ complexe sportif tsy hoe ratsy akory fa kely loatra ny retour sur investissement.Manginy fotsiny ny fangalam-bolan'ny mpitondra fanjakana sy ny mpitantana ao.

Kanefa ny prestation atolotra dia tena mampahonena tanteraka, allocat° familiale 2 000 Ar, ny pension de retraite izay tena kely sy sarotra azo noho ny conditions apetraka tena henjana tokoa.

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: pretty girl
Date: 26 juillet 2017 - 13:28

plafonné : ka raha mpiasa 10 anie no andoavan'ny mpampiasa an"io fa 1 617 440 ar e, nefa misy orinasa firy eto mada, tsy efa 1.000.000ar de ampitomboy an'io, rariny ny dg cnaps raha manatrano bdb, le mpiasa marary kely

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: mahagaga_tokoa
Date: 26 juillet 2017 - 16:20

plafonné , pretty girl >>< mahagaga tokoa ny fampiasam-bolan'ny cnaps a, azo idiran'ny blanco sy lakôly moa ao

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: plafonné
Date: 28 juillet 2017 - 11:20

Mila tena fanovana ny fiantohana ara-tsosialy eto amintsika, ohatran'ny hoe miasa be le tale @ izao nefa vao maika te hitango hatrany @ mpamboly kely sy mpitondra fivavahana ary mpanampy an trano.

Tsara izany kanefa raha hilalaovana baolina sy hieboebona @ complexe sportif dia tsy rariny loatra.

Vahaolana ny ahy mba hanatsarana ny fiahiana sy tsy aha faty antoka ny orinasa dia hakarina kely ny plafond sy ny taux ohan'ny mpiasa atao 1.5% toy ny an'i ostie tsy dia marary kosa angambany io ary kosa ahena atao 8% na 6 % toy ny any @ tany vaventy ny cotisation patronale, amporisihina azy ireo hampiditra cnaps ny mpiasa.


Manaraka tokony ampiakarina ny maximum de pension izay tsy afaka mihoatra ny 40% monja ny tahan'ny karama nangalana cotisation.

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: bas-plafoné
Date: 31 août 2017 - 13:28

Mpampiasa no tompon'ny sujet ka tsy mahagaga raha miaro ny tombotosany izy.
Ny 1% alohan'ny mpiasa aza tompoko efa be dia be ka mbola asainao akarina 1.5% indray ? Matoa ny orinasa mandoha 13% dia mazava be fa mampiditra be dia be izy izay. Ary tena marina fa ny orinasa matoa maharitra amin'ny fijoroany dia tena mahazo benéfice be dia be isan-taona, ka tokony hojeren'ny fanjakàna ireny orinasa maharitra sy lehibe ireny (mampiasa capital misimisy) dia asondrotra arak'izany ny cnaps sy ny impot alohany satria tena be loatra ny tombony azon'izy ireny. Ny mpiasa dia tsisy vola miditra afa tsy karama isambolana kely dia kely ka tsy tokony ampitomboina intsony ny hetra aloha na inona io na inona fa mampijaly vahoaka izany. Ny analàna ny IRSA amin'ny mpiasa izao no tokony iadian'ny mpiasa miaraka amin'ny syndicatn'ny mpiasa amin'ny fanjakàna.

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: plafonné
Date: 01 septembre 2017 - 11:17

bas plafonné> Ny latsakemboky ny mpiasa anie tsy very mihitsy e! miverina foana hoan'ny mpiasa foana iny rahatr'izay eny fa na tsy ahafeno fepetra handraisana fisotroan dronono aza izy. Iazany 0.05% izany dia mampitombo 1 000 Ar monja raha mikarama 200 000 ar ohatra ny olona iray ary tadidio fa plafonné ny cotisation ka tsy mihoatra ny 20 000 Ar isam-bolana akory ny latsa kemboka hoan'ireo mikarama mihoatra ny 1 261 984 Ar raha ampitomboina 0.5% ny cotisation.

Fa ny latsakemboky ny mpampiasa dia tena matetika very anjavony satria betsaka no tsy mahafeno fepetra ahazoana pension ny mpiasa malagasy, maro ihany no maty alohan'ny fisotroan-dronono.

Tadidio koa anefa fa mavesatra izany 13% charges sociales izany hoan'ny mpampiasa na orinasa vaventy io na majinika.

Ianao izao ve de ahazaka handoa cnaps hoan'ny mpanampy antrano na mpamily raha atao hoe mikarama 150 000 Ar izy dia 150 000 * 13% = 19 500 Ar isam bolana ary 58 500 Ar isan telovolana.

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: droit
Date: 01 septembre 2017 - 12:32

Tsy ny retraite ihany no vola mety ho azon'ny mpiasa avy @ CNaPS, fa ny allocations familiales (volan-jaza), allocation prénatale, allocation de maternité, une partie des frais d'accouchement, une partie du salaire pendant congé de maternité, indemnité accident du travail... Condition: voaloa ara-dalana ny cotisation patronale sy ny cotisation travailleur.
Ny patrons tsy mandoa ny cotisation patronale dia MANARY ZO NY OLONA MIASA HO AZY. Mavesatra ny charge patronale, fa ireo mpiasa ireo no mampivelatra ny orin'asanao, na manamora ny fiainanao!

Options: Répondre
Re: Inona no hevitra tsy andoavana cnaps
Par: disohevitra
Date: 11 octobre 2017 - 15:31

tsy mety mihitsy raha tsy mandoa CNAPS ianao satria miaraka ny condition roa tsy maintsy tanteraka déclaré amin'ny CNAPS no tsy maintsy andoavana IRSA raha tsy izay de NON DEDUCTIBLE e arak'ity CGI ity (Article 01.01.10 alinéa 1)

Ne sont pas admis en déduction :
- les salaires ou parties de salaires qui n&#8223;ont pas été régulièrement déclarés à la CNaPS et/ou organisme assimilé, et n&#8223;ont pas donné lieu à versement de l&#8223;impôt sur les revenus des personnes physiques s&#8223;ils n&#8223;en sont pas exonérés

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg