Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
divorce
Par: my
Date: 20 août 2015 - 14:59

Miarahaba, inona avy kay no atao raha anao divorce,dia iza no antonina,misaotra hoanzay mamaly

Options: Répondre
Re: divorce
Par: fa naninona e??
Date: 24 août 2015 - 10:56

lehilahy no manoratra ....Manina aloha ra manotany ny hevitry ny tompo e vo mandray fanapahakevitra? sarotra ny lalana fa mankahery anao sahady aho

Options: Répondre
Re: divorce
Par: mankahery
Date: 24 août 2015 - 12:15

Alefaso manko ref décidé fa mandan andro fotsiny
Manaova requête de manatona huissier de assigner-o le adva
efa fantatry ny huissier ny tokony atao
tsy maintsy misy faute fa tsis divorce par consentement mutuel an!
asio porofo
mbola mmandalo conciliation lou nareo miala nenina de avy eo miditra débat au fond ra tsis conciliation: misy ordonnance de non conciliation mivôka raha ts conicilié milaza momba ny fisaraha-toerana, ny garde d'enfant,...
refa mandeha fond de échange de conclusion de mifamaly an-taratasy ao nareo de ref leo mamaly ny iray de mangataka famoahana didy avy eo de hita eo raha mitombina oe: tsy afaka ny hiara iaina tsun sa mbola afaka

Options: Répondre
Re: divorce
Par: tsyhuissierka
Date: 24 août 2015 - 12:18

tsy huissier tompoko no atonina fa Avocat, ny huissier mampiantso fitsarana fotsiny. sarotra io fahazoana divorce io fa tena mila Avocat. efa maromaro no hitako nangataka tsy ,naka Avocat fa didian'ny fitsarana hoe miverina ny fiaraha-monin'ny mpivady. mampihomehy koa aloha le lalàana gasy e!

Options: Répondre
Re: divorce
Par: tsy hita e!
Date: 25 août 2015 - 15:33

mandany vola ny mariage de mandany toy izay koa ny divorce, fa ny zvt azo atao dia aloe misitaka fotsiny alo fa rhf elany ela dia mora ny ahazoana divorce,
ny vevav mht no tsy mahay mipetraka ange

Options: Répondre
Re: divorce
Par: edrey!
Date: 25 août 2015 - 15:48

ts hita e ! > ny vhv no ts mahay mipetraka (loool) sa ny lehilahy no lava maso ! mdrrr !

Options: Répondre
Re: divorce
Par: my
Date: 02 septembre 2015 - 10:29

misaotra anareo namaly,izany oe efa nanomboka tamin decembre izahay no tsy niaraka nipetraka intsoy de izy ko efa nanomboka tamin zay no tsy nanome vola hoan zanany,de efa azoko tany amin fkt oe tsy miaraka mipetraka intsony izahay,

Options: Répondre
Re: divorce
Par: idivorcekoa
Date: 23 septembre 2015 - 19:34

Ny nataoko zao manao légalisation ny photocopien'ny : bokim-pianakaviana na acte de mariage, dé ny acte de naissancen'ny zaza raha efa misy. Dia mirédiger lettre fangatahana divorce (en-tête : anaranao sy eo ampita lé président du tribunal), dé objet: divorce.
Dé atombokao @ mariage nareo sy ny date ary ny enfants, dé manaraka ny antony angatahanao divorce.0 Mijereva modèle @ internet raha sahirana. Dia ireo apetraka @ procureur... Miandry fiantsona nareo anaky 2 avy eo manao débat de conciliation. Fa raha tsy niara-nipetraka ela dé efa naman'ny tsy afaka ampihavanina intsony ...

Courage e ! Il n'est jamais trop tard pour devenir ce que l'on devait être hoy ny fitenenana.

Options: Répondre
Re: divorce
Par: gogo
Date: 24 septembre 2015 - 10:03

refa tsy miray trano 6 ans eny ne de mazava ny lalana oe tokony tsy mivady tsony, fa ny motif koa de araka ,ny lalana fa tsy oe ze tinao eh..eo no olana , ohatra oe mamono foana vdinao de mila certificat medical zany, tsy manome vola de mila tapahana karamany , manao sipa de mila porofo de eo olana mety higadra ny ray raha enjehiny lalana ka raha miray anaka ihany ve de hotonga amzay

Options: Répondre
Re: divorce
Par: kapiso
Date: 24 septembre 2015 - 10:27

dia tena mahalatsaka marina ny lalàna gasy amin'ilay tsy mahazo manao divorce par consentement mutuel ity. Avy eo lasa mila porofo daholo izao rehetra izao. dia rehefa mahita porofo dia mety higadra koa ilay diso, n'importe quoi! tsy any amin'ny mpanondrana bois de rose any ilay lalàna no miseho masiaka fa aty amin'ny adin'ny mpivady lol

Options: Répondre
Re: divorce
Par: mpiaro
Date: 24 septembre 2015 - 15:58

Aleo amin'izao mihitsy ka!Amin'izay tsy maika hisaraka ny malagasy dia tsy maika hanao tsitoatoa koa!!

Options: Répondre
Re: divorce
Par: Vavy manetry tena
Date: 15 janvier 2016 - 21:31

Fanontaniana: Marina ve fa na divorce aza dia azo vidina ny juge?
Misy namako mantsy par rapport io soratanareo io 15 jours dia nahazo date reconciliation??

Options: Répondre
Re: divorce
Par: olona efa matotra
Date: 16 janvier 2016 - 23:23

Vavy manetry tena,
Ny resaka risoriso iny efa tsy ferana intsony izay angamba no naha haingany ny convocation.
Ny juge izany tokony hi convoqué ny an-daniny sy ny ankilany avy momba ny réconciliation ,nefa tsy voatery ho réconcilié ny roa tonta .Raha manaiky hifandamina moa dia rava ny tsena.

My,
Ny divorce ,raha tiana ho tontosa ka tena naka fanapahan-kevitra,dia mila maka avocat manatrika sy mahalala ny dossier sy ny motifs rehetra rehefa convoqué ny juge manao ny processus de réconciliation (oui ou non ),ny valiny avy eO;

Ny maka avocat izany mandany vola,fa sûr hoe hi aboutir à 95%.
Bon courage

Options: Répondre
Re: divorce
Par: tenaleo
Date: 20 mars 2016 - 17:04

FA maninon no tsy maints réconciliation foana alou no tsy maints ataoe, matoa anie liditra amin divorce efa tena misy zavatra ts azo ekena intsony ao e,

Options: Répondre
Re: divorce
Par: zembla
Date: 20 mars 2016 - 17:38

rehefa vita le divorce tokony asiana fety koa e, hoe invitena daholo ny invités t@ mariage, mety milay an !!!

Options: Répondre
Re: divorce
Par: olona efa matotra
Date: 20 mars 2016 - 18:12

tenaleo,
Ny processus de réconciliation anie formalité e ! tsy maintsy mandalo eo anatrehan'ny ny roa tonta .Ohatran'ny karazana nenina mbola ato izany iny sady tsy midika koa fa mbola hifampody ny roa tonta .Ny processus de réconciliation ny filaza azy izany dia mba hahafantaran'ny juge sy ny tribonaly ny décision raisiny .Ny fakana avocat izany manmbara fa tena sérieux sy hi aboutir ny démarche divorce atao .Fantaro koa fa misy olona milaza fa hisaraka fa rehefa tena tonga devant ny juge ry zareo roa tonta dia nilaza fa nifampody tampoka ,na tsy tena mbola décidés .Azonao ny msg tiako ambara? Mazotoa !
Ny constitution ,ny loi gasy sns....mbolabetsaka no nalaina tahaka t@ an'ny frantsay .

Options: Répondre
Re: divorce
Par: eokoa
Date: 01 avril 2016 - 08:40

za koa zao eo an-dalana, efa herintaona izao dia mihenahena eo
fa dia samy manana avocat zahay
efa tsy miara mipetraka intsony nefa
fa dia ela tokoa an
Asa inona no azo atao hanafainganana azy? ny avocat ary ve tsy afaka mandondona an'izany?
ny sasany efa maika hanambady
ny zaza ary amin'ny ilany efa ho teraka dia lasa tsisy rainy zany
mandreraka ilay izy

Options: Répondre
Re: divorce
Par: amoroko
Date: 01 avril 2016 - 11:43

hay ve ka ny hampiditra vady vaovao no mahamaika ny fanaovana divorce e? hiiiiiiiiii hafahafa tokoa ny mpanambady e

Options: Répondre
Re: divorce
Par: kirikouu
Date: 04 avril 2016 - 15:22

Salama daholo,

Ny cas ko aloha dia ny vhv no nandeha e,
efa niteraka t@ ol mpiara-miasa ta@ ihany.

Nefa izahay mbola tsy divorcé fa kosa efa nahazo ordonnance de non conciliation.

Midika ve izany fa afaka manao izay tiany ny mpivady roa tonta?

Zaza 2 mbola à bas age.( 6ans et 4 ans).

Te hanafay an lay vhvavy aho anefa malahelo ireo zanakay fa raha migadra ry zareo dia manao aona ny zaza?
ny fomba fijeriny anao nampigadra ny reniny?

Tsy hita ihany mande ianao dia mety holazainy fa tsy mba afaka mandefitra v enao?
gravy io fanambadiana io e,io divorce io e,
Tsarovy anefa fa toro-hevitra fotsiny ny anay fa ianao ihany no tompo-kevitra farany.

Mirary soa fa izao no tsarovy n'inn inn ny decision raisinao tsy maintsy misy echo nefaste foana @ zanakao fa ny rendre moindre azy no tanjona.

bON courage e


gravy be io,efa ho 2 ans ny divorceko zao,dia mbola tsy nanaiky ah

ny ahy ny vehivavy no bevohoka dia lasa,
ary efa teraka t@ ol,efa 18 mois ny zanany ankehitriny.
Ny vavavy dia oe formalité io fa izay ataonao.

Ary fantany fa tsy maintsy

Options: Répondre
Re: divorce
Par: makaavocat
Date: 04 avril 2016 - 18:19

ny maka AVOCAT ihany no tena vahaolana, superficiel daholo ny torohevitra lazain'ny sasany eo, ny Huissier aloha dia marina ilay hoe mampiantso fitsarana fotsiny fa tsy natao hanao conclusions sy hitraiter ilay dosier any @ Fitsarana. ny mahatsara ilay maka Avocat koa dia mihena be mihitsy ny fahasahirananao mivezivezy, be dia be ny chances mety ahazoana ilay divorce satria izy ireny dia nianatra lalàna. koa mangalà re Avocat a, tandremo ny mpanera ao @ fitsarana ao fa feno ao

Options: Répondre
Re: divorce
Par: Mifampody hono!
Date: 27 décembre 2017 - 15:57

Naka avocat ary lany vola le namako zay fa conclusion :miverena amin ny vadinao no azony nefa le madama vadiny 6 taona tsy niara nipetrakq taminy tsony fa 15jrs/an no mody dia any amn hotel no muvantana miaraka lehilahy .Ny zanankandreo no aterina any rehefa tonga le sipa .
le zaza anefa .le bandy no nutaiza azy hatram io zaza io 4 taona an

Options: Répondre
Re: divorce
Par: rijah
Date: 29 janvier 2018 - 09:15

Miarahaba tompoko, azafady indrindra inona no hatao raha hanao fisaraham-panambadiana

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg