Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: kivy
Date: 26 novembre 2015 - 08:05

Miarahaba antsika rehetra eto.

Vhv manambady ara-dalana, niteraka, miasa ara-dalana izay mivady, tsis pbl firy mitsy eo @ fiainanay na ara-pitiavana na ara-bola.

fa saingy indrisy arako ihany ny farany. Cougar, izay ve ny azoko ilazana azy sa izaho no diso.

Miaraka amin'vavy antitra ny vadiko, ary izay ny signe voalohany fa manambola ary tena mahita vola ny vadiko na dia miasa ara-dalana aza!

Kivy tanteraka aho mieritreritra ilay izy ary tsy mbola itako izay androsoana ilay resaka.

Marihiko fa ny vadiko rehefa miasa dia misy mission ataony izay tsindraindray ary dia mandeha lavitra mihitsy.

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: daholokosae
Date: 26 novembre 2015 - 08:53

izany ve dia hahakivy e!

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: kivy
Date: 26 novembre 2015 - 11:49

Ny vola raisinay sy hohaninay anie zany volan'vavy antitra eh! de le vadinay ko sady ataony fanalan'mangidihidiny!! mba mitombona ve ny saina @ zany! marina fa mety tsis interet -ny betsaka tsony @ vadiko fa dia sady mitondra aretina aty amiko aty! dain! kivy aho!

F'angah refa ny lhl no miaraka @ anti-bavy dia tena no comment?

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: gigolo.
Date: 26 novembre 2015 - 12:36

Gigolo no fiteny fa tsy cougar
Ny cougar indray dia ireny vhv quarantaine dia mampifaly sy mampirevy lhl ireny ===

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: TenWords
Date: 26 novembre 2015 - 14:46

Kivy >>> sao kosa misy olana ara-bola eo aminareo ka izany no antony mahatonga azy "hivaro-tena"? raha toa ka tsy misy araka izay fahafantàranao azy dia adidinao ny manampy ny vadinao hiala amin'izany, ngamba mety hoe tiany ny vehivavy somary botabota (izay ny zokinjokiny matetika no manana izay vahana izay) kanefa ianao dia manao irony hataon'ny ankamaroan'ny vehivavy manena tena lava irony, dia mba manaova tahaka ilay ramatoa lehibe e! Mifampiresaha hatràny anefa fa izay no hahafantaranao ny antony rehetra.
Mirary soa ho anao sy ny tokantrano e!

Ce n'est pas la fin du monde car j’espère que Dieu a une idée bien précise la-dessus .

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: kivy
Date: 26 novembre 2015 - 16:45

gigolo< merci t@ fanitsiana ny diso! marina tokoa izany eh!

TenWords< marina tokoa ny voalazanao satria ra ny decalage ny taonanay de misy ihany ka ra ny eritreritrao ve izany dia andeha hanenjika otrany ilay ramatoa lehibe koa ny tenako ny toe-batako ra @ taonako, tsia kosa an! ny vhv @ zao aza manao izay ahatanora lalandava ve dia izaho andeha hanao raneny be!

Ary raha resaka sexe no eritreretiny tsy afaka hanenjika rythme vavy antitra kosa e! zavatra tsy itombina ary tsy hety na oviana2 mitsy izany! sady ilay vadiko tokoa alou dia tena diso matotra loatra eh! mety zay ngamba ny itiavany vavy antitra!

Raha misy ny olana ara-bola, tsy dia izay loatra, izy anie manana ny asany e! mandray karama ara-dalana, adalana kosa ny azy ra tsy mahay mandamina ny karamany!

Hoy ianao hoe adidinao manampy ny vadinao hiala @ zany, ka inona ary ilay ho ataoko?

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: sisoua
Date: 26 novembre 2015 - 23:03

Sao dia ianao ihany lay tsy mety afa -po @ vola entiny ka naniraka azy hivaro-tena ? Misy lhl manoratra mantsy ary @ sujet iray hoe nirahin'ny vadiny mivarotra @ vavy antitra ary tena vidin'Ilay vavy antitra lafo ny filahiny. Efa navita trano sy nahazo fiara mihitsy @ io vidim-pilahina io.

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: TenWords
Date: 27 novembre 2015 - 14:52

kivy >>> Mifampiresaha aloha e! anontanio izy sao oe monotone be ilay fifandraisanareo, ataovy misy harmonie na statisme arakaraka

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: zôzefa2015
Date: 27 novembre 2015 - 16:58

zah ndray mba mangataka @ vavy antitra hoe mba vidio re ny tenako fa amidy e !
sady ataoko mora sady latsaka kely @ ny lelahy rehetra ny vidiny !
azo aloha tsikelikely fa tsy atao chèque na virement an !
mandray devise koa afa tsy franc français ihany !
tsy mila antoka na tany na fiara na entana !
kely consommation zah en ville na sur route ary miantoka chambre!

mba vidio fa leo manjaitra tena e!

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: yas
Date: 28 novembre 2015 - 15:31

LESBI IZANY ILAY NANOKATRA SUJET ZANY RAHA AZOKO TSARA.

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: fanina
Date: 29 novembre 2015 - 22:48

za koa fanina, vehivavy manambady izy de cougar hono ny vadiny, lesbi marina zany izy

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: azavariana
Date: 03 décembre 2015 - 15:16

Farito tsara aloha hoe vavy antitra firy taona, raha ny filazanao azy manko dia hoatran'ny hoe efa 60ans any lé vhv. Fa tandremo fa noho ny tsy fitiavanao an'ilay vhv dia ho'zy enao hoe antitra, fa amin'azy mety tena ao tsara, na eny ampandriana, na ny any ampaosy...sns

Options: Répondre
Fiara alana traite.
Par: rick
Date: 23 janvier 2018 - 12:06

Salama daholo. Aiza kai no misy olona na orinasa afaka angalana fiara Sprinter na otran rzny ampiasaina dia alana traite. Misaotra betsaka.

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: Frange
Date: 23 janvier 2018 - 14:51

Ka mety ilay fahalebiazan'ilay rabôf mihintsy no tiany satria rabôf mitady fantasme , dia leiry koa manovoka tsisy bedy , moa ny tambitamby maha bôf azy etsy andaniny , mitaiza taiza e!!!! izay io e!! raha tonga any izy , mety avoakan-drebôfy daholo ny café, dité, jus , petit gâteau kely , na beignets , ny fandriana atoriana misy broderie sy dentelle ny draps sy ny fonon'ondana, hitanareo ve ireny trano -na bôf ireny esmackmortderire

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: vero22
Date: 11 février 2018 - 19:47

tsy voatery veivav efa lehibe ny voan reny gigolo ireny am zao, ndrindra moa fa ty facebook ity,veivav 30 ans aho, mananjanaka 1; tsy manambady, miasa tsara, niaraka tamina leilahy mitovitov taona tamiko, physiquement izy tsara, ny fitafiany ihany koa (izay novidian 'ny sipany talohako...),reseny lahatra amin'ny tenim-pitiavana tsy misy otran'izany, isaky ny mianso dia tsy maintsy miteny foana izy"ahoana cherie", ary faranaany amin'ny heo"jtm cherie",

niaraka kelikely izahay dia efa nanomboka fantany fa manambola aho,indraindray rehefa diso tia loatra isika vehivavy dia manadino fa tsy fanao ny manome vola lehilahy.

Niteny ana izy hoe tsy miasa fa eo ampitadiavana fa mba apindramo 4al ikarakarana le asa ba ho tafiditra.Taorinan'izay indray dia hoe tsy nety ilay asa f aleo hivarotra dia mba mila fond,ny tena moa te hanampy azy mba hatafita anazy amin'ny fiainana satria mieritreritra hoe rehefa mety tsara ny fidirambolany dia avy eo izahay hivady.

Vita iny dia hoe "cherie an, narary be mamanay, niditra hopitaly ka lany ilay vola fond, ka mba mila ndray iverenana ivarotana"....

Rehefa kelikeli indray dia hoe "cherie an, nanao accidenet tam moto a, dia voadona ilay olona , nanaiky tsy itory izy fa omena vola fotsiny itsaboany...

"Cherie an, anadao amin'izay hiseho any aminareo, maro2 izahay ny ho avy any, mila manofa tomobil , enao lo mba miantoka an 'izany...


Volana vitsvitsy taty aoriana dia fantatro fa manambady izy, ary izay no fivelomany: milalao fitiavan'ol", izay zavatra tsara taty amiko rehetra angatahany, telefon,montre,tablette,ny tena moa dia jamba tanteraka "cheria an, aiza enao? malahelo be te ahita anao a zany,...."

tambatambazany amin'ny teny mamy isakarazany sy firaisana aranofo daholo izay sipany, avy eo tatarainy any amin'ny namany fa sady maahazo vola izy no mahao sexe gratuit.


Ho antsika vehivavy , raha lehilahy no mangatabola, na motif inona na motif inona , tonga dia ialao aingana, entim-pitiavana isika sy miantra anazy hoe mba hanampy anazy amin"ny fiainana amin'izay ny tokatrano hilamina, inona anefa ze tokatrano eo, ny volanao no lany

Options: Répondre
Re: Cougar.tena tsy nampoiziko le vadiko....
Par: IRINA
Date: 12 février 2018 - 12:55

Nahoana moa no dia ilay vhv miarakaa aminy no haratsiana sy omena tsiny e???, ilay vhv any mety efa nampiresahan'ny vadinao, mety lazainy fa célibat izy, dia manararaotra ny fahatsoran'ilay vhv , dia manararaotra anao koa. Ilay lehilahy vadinao no diso, izy no tokony hifampiresahanao sy hanarinao fa tsy matotra. Tsy misy vahaolana afa tsy ny fanatratraranao azy ambody omby ihany hahafahanareo miresaka sy mandamina. Raharaha koa ity tsy faharetana ity fa teren'ilay te hanenjika ny fananan'ny hafa dia manaonao foana. Gigolo zany ny vadinao, fanatatrao izy zay ka dia anjaranao sisa no manapa kevitra.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg