Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
divorce à l'amiable
Par: ramaman
Date: 18 août 2016 - 19:23

Salama ô

Vehivavy aho no manoratra ary vao tera-bao

Araka ny sujet dia azo atao ve ny manao divorce à l'amiable any @ tribonaly raha mifanaraka zahay mivady mba tsy handaniana fotoana.

Ny motif ho exploitena sy zava-misy dia abandon de foyer (+6 mois) + refus de devoir (tsy namelona anay nandritra ny 1 an hatraminizao)

Te ananana droit exclusif ny zanako fotsiny aho - tsy mila pension alimentaire avy @ saingy manome droit de visite tsy matetika.

Mba omeo sopapa anafaiganana azafady

Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: Ezaka
Date: 19 août 2016 - 03:35

Misy tsy azoko kely ilay olanao, inona moa zany ny zavatra en plus ho entin'ilay divorce??
Ny vadinao efa nanao abandon de foyer, tsy manao devoir amin'ny maha ray azy.
Atao inona intsony ilay hoe droit exclusif amin'ny zanakareo? Tsy efa ianao no mitaiza tanteraka an'ilay zaza sy miantoka azy?
Dia hoe hanome droit de visite koa ianao? Inona ny mahasamihafa an'izany amin'ny hoe rehefa te ho tonga hijery ilay zaza ihany ilay rainy vao mody?
Sa efa nahita olona vaovao koa ianao dia te ho libre? Raha izay no niseho dia tsy manome tsiny ny vadinao nanano abandon de foyer aho satria ianao mitsy no vhv tsy milamina.ny zaza aloha atao priorite madama ah

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: KOKO161
Date: 19 août 2016 - 12:23

Tsy a l'amiable ny fiteny azy fa par consentement, mbola tsy misy eto amintsika io.

Ny tokony hataonao raha hana divorce de procedure normale izay ny motif moa ireo efa nolazainao ireo.

tsy maintsy mahazo ilay fampisainana 6 mois alou de ilay reconciliation any amin'ny mpitsara.

Raha samy manaiky hatram farany ny roa tonta de azonareo soa amantsara ny divorce sy ny rehetra mifanaraka amizay.

Raha mbola azo ihafiana aloha de aza misaraka fa mijaly ange ilay zaza tsy manandray e

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: Amiable
Date: 19 août 2016 - 17:18

Tsy mbola misy eto @tsika ny divorce à l'amiable fa tsy maints diso ny 1.
Raha enao no hampiditra demande de mila manana dossier an-tanana ndrindra raha te hahazo garde exclusive zany :
- constat d'adultère
- constat d'abandon de foyer (io tsy valable raha vô mody ao antrano ny vadinao na dia in-1 mandeha fotsiny aza aorian'ny fazahoanao an'io constat io)
- porofo isankarazany
reo constat reo alaina @ huissier
Tsy maints mampihavana aloha ny tribunal (in-3 ngamba zay) d refa tena tapakevitra nareo mivady d mamôka didy ny fitsarana.
Mila manana fidirambola stable tsara sy azo porofoina enao raha te hahazo garde io.

Mirary soa e !

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: Tsiky23
Date: 19 août 2016 - 21:33

Salama o, raha ohatra ka manao divorce nefa misy prêt bancaire mbola averina, nataon'ilay lehilahy taloha kelin'ny mariage d miara-mamerina an'ilay izy v? Zara-mira ny contrat de mariage

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: ramaman
Date: 22 août 2016 - 17:48

#Ezaka --- valim-panontaniana no ilaiko fa tsy kiana fa tsy mahalala ny iainako ianao dia aza mitsara


#koko161 --- inona ary moa no tokony ianteherako @ olona tsy amelona anay fa ny hany ba ataony dia mijery zaza isa-kerinandro
Tsy abandon ihany ve zany satria ny zanany no jereny 1h par smn
Afaka manome ray ny zanako a fa aleoko tsy misy tiy izay olona modely ratsy


#Amiable --- vavolombelona ve mety atao porofo ? tsitako oe aona ny fomba anaganana porofo oe tsy mamelona izy satria olona miasa tena fa ny ray aman-dreniko mahita ny fiainanay satria ato @zareo a no mipetraka
Azo atao oe manana fidiram-bola a anatrehany fa izy sady tsy te iasa no tsy mamelona no manao zay tiany fotsiny

Misaotra anareo

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: Amiable
Date: 25 août 2016 - 16:35

zah lou ts mpahay lalàna fa manao fizaràna fotsiny.
rehefa mamaky io resakao farany io aho dia ôtran mety hisy zvtr sarotra ihany @ dossier-nareo. Ny soso-kevitro dia aleo mijereve avocat dieny izao, d reo constats reo ezaho izay hananana azy antanana.

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: ezaka
Date: 25 août 2016 - 17:52

Ramaman>>> hay tena nanao abandon anao mihitsy izy kay ny vadinao kou fa tsy nanao abandon ny zanany tanteraka. Samihafa aloha izany amiko hoe ianao no tsy asiany sira fa mbola interesser amin'ilay zaza ihany izy.

"Afaka manome ray ny zanako a fa aleoko tsy misy tiy izay olona modely ratsy", mampiomehy be ianao. Efa mazava be ny tian'io fehezan-teny io lazaina. Dia efa vonona izany ilay Ray hafa omena an'ilay zaza? Koa raha tsy entam-barotra vidiana eny an-tsena ny Ray koa. Fitiavan-tena ny anao ary tadidio fa mbola ho adinin'ny zanakao amin'io koa ianao any aoriana any. Fa ianao no iza no afaka mitsara fa tsy ilain'ny zanakao ny rainy?

Ary aza marary fo amin'izay teneniko izany fa izay ny maha forum ny forum anie e. Samy miteny izay tiany tenenina ka mahatantensa raha vao mametraka sujet amin'itony. Izaho nihevitra hoe hahasoa anao ny teniko fa tsy misy tombontsoa azoko na ho faly ianao na ho tezitra.

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: olona efa matotra
Date: 25 août 2016 - 22:32

ramaman,
Betsaka ny torohevitra efa nasehon'ny hafa ,fa raha resaka divorce ka tianao ho tontosa dia mila maka avocat ,mandoa vola kely a !
Pareil ,raha mividy tany na trano tokony mandeha notaire .

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: celinia
Date: 25 août 2016 - 22:51

Dommage ho an'ilay zaza vao teraka sendra parents irresponsable.

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: Paola
Date: 02 septembre 2016 - 17:04

Eto amintsika tsy mbola misy ny atao hoe "divorce à l'amiable", divorce pour faute ihany no eken'ny Tribonaly.

Raha manana porofo ianao ary par voie d'huissier vao valable ny porofonao hoe nanao abandon de foyer na adultère na etc.... tokoa ny vadinao.

Tsy misy manana droit exclusif @ zanaka izany!!!!! zaza misoratra ara-dalana @ rainy ve ho exclusif sauf hoe tsy nosoratanao angaha ny zanakao (je doute fort!!!. Hatr@ 7ans ihany ary ny zanakao no intouchable eo aminao fa raha manao appel izy na te hanana garde ny zanany ihany koa dia à 7ans efa afaka misafidy ny zaza hoe aiza no hipetraka any @ dada sa any @ neny!!!!!

Alohan'ny hakana décision jereo tsara aloha hoe aiza ny interêt zanakao. Fa tsy hoe aiza ny interêt anao!!!

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: ramaman
Date: 05 septembre 2016 - 17:59

izy tsy niantoka ny vola niterahako - tsy mamelona na ny ariary azy
ny vatabeany fotsiny no eo 1h mjerijery ny zaza dia avy eo lasa

inona no tokony iatsona anizany?

efa nieritreritra tsara aho tompoko - mitovy @ tsy misy ihany izy

tsy intérêt ako velively izany fa ho anay iovanay fiainana

misaotra ireo mamaly

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: drį
Date: 09 septembre 2016 - 18:17

Tena misy olona tena manambadimbady fahatany mihitsy, olona efa tsy tokony fatao vady zany raha zaza vao teraka avy tsy rarahiana, tsy hoe rehefa manambady ny olona dia mba milingilingy koa , j'espère hoe tsy nandaniana vola be lay mariazy fa tena vola jeter par la fenêtre

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: TenWords
Date: 15 septembre 2016 - 14:43

Endriky ny Fiangonana misy ao Dago io, koa satria ray nandositra adidy ilay ray dia tsy azo hianteherana ny mikasika ilay zanaka, nefa ny voasoratra dia hoe: "...Raha ny zanaka no manafaka anareo dia ho afaka tokoa hianareo".

Raha toa ka ray tahaka izany ary no "niraisan'ilay fiangonana" dia aleo manao divorce fa eto, tsy hanaiky mora foana izany ilay angataham-pisarahana, fa ilay tena Ray tsy mba mahafoy fa miahy ny ankohonany.

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: sangoko
Date: 23 janvier 2018 - 14:30

salama zao te isarak amvadiko fararn ze aingan da in ntko atao?mifanaik amlafin reetra zay na zaza n adidy de in tkn atao?divorce ts be filiriny be n tanjok amzayde aon?b valio azfd

Options: Répondre
Re: divorce à l'amiable
Par: mety_ve
Date: 26 janvier 2018 - 10:10

lehilahy no manoratra

mety_ve raha maka huissier hihaino ny fandroahana ataon'ny vady
sa fokontany miampy vavolombelona vao mety

sa taratasy iray eny amin'ny fokontany fotsiny

Paola >>> misaotra amin'ny fanazavana,

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg