Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: koto201
Date: 07 octobre 2016 - 15:49

Rehefa mba miantso ny vadiko aho rehefa sendra mirava taraiky izy !

Za : allo, coucou za ihany mbola ho ela angaha ianao ?
vadiko : efa ety ambony bus aho f'aona ?

za lhl a !


tonga de sonné be aho !!

Nefa ny vadiko rehefa misy miantso am phone ka namany no ao de zao no teneniny voalohany : allo bonjour aoana aky ?

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: oui
Date: 07 octobre 2016 - 17:50

Tonga dia izy misefosefo be no tokony henonao raha tsy mety aminao lay hoe efa anaty bus

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: jlambut...
Date: 09 octobre 2016 - 14:57

fa inona no tokony ho teneniny volou ?gratte

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: nenyllm
Date: 10 octobre 2016 - 08:20

"oui chérie"

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: kiki1
Date: 10 octobre 2016 - 08:55

tena misy mapme miitsy nareo lhl reto ka. Zany ve de ivakiana loha oe inona no teneny voalohany raha miantso enao.

Ka ra bandy moa no mandray an'le phone de aona e !!! pufff

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: koto201
Date: 11 octobre 2016 - 10:16

ary tsy gaga aho izany raha mahita mpivady mifampiantso phone dia miketoketoka be na ilay ramatoa na ilay rangahy satria efa normale kay

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: jiji
Date: 11 octobre 2016 - 10:25

Nenah dray!
ZA: Allo, aiz dry zan?
IZY: Allo, aty paesana fa aon?

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: ZA ZANY
Date: 11 octobre 2016 - 10:31

Za vehivavy
Za: allo
Izy: Aona ?
Za:tonga de le resaka de tapitra ,ohatry ny tsy mpivady, na samy eo antoerana io na lavitra ny iray , tsy miova mihitsy,

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: wes
Date: 11 octobre 2016 - 11:24

Misy koa olona d likiliky @ tsisy dikany!!! Inona zao no mahalagy @ zany???

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: koto201
Date: 12 octobre 2016 - 08:55

Tsy oe likiliky fa mba mpivady ihany mba antsoina hoe mpifankatia ihany ve dia izany no fomba firesaka ? indrindra raha mbola lazaina hoe olon-tiana ???? tena tsy mahagaga izany raha betsaka ny mampîrafy sy manitsakitsabady satria efa tsy misy fiainam-pitiavana intsony fa sahala ny mpiaramonina sisa !!!!!

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: gorille
Date: 12 octobre 2016 - 10:04

izy : alloooo !
za : le §./?§?§/?§/?/§?§?? a !

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: marina io
Date: 12 octobre 2016 - 14:21

tena marina zany ry zareo
ay fona oe iza le miantso vady sa namana na sipa
za zao mahatsikarittra mints namana ato ampiasana an manana sipa iz miangotingoty miresaka maka fotoana eri mireska am phone,
fa ref le vady tsis oe oui kory ary fa ummm ka ataoko aona aza fza mbl sairana lalalalala miketoketoka be!

misy koa aza am sipa reetra piara miasa ato ndri ndri zay no firesany aminay,anefa ref miresaka am phone izy mivady de enao ,mahagaga an!!

zay le routine e!sady mety efa mifankaleo ngamb
miafara am fampirafesana satri tsisy tambitamby tsony

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: kiki1
Date: 12 octobre 2016 - 14:47

amiko louny a! tsy de tena sujet ity resaka ity satria ny fomba firesaka à tel de miseo @ lafiny reetra.

ex1: efa bedy le sipa tany ampesana de mbola le vady koa manampitrotraka hoe " aiz enao avec feo suspicieux !!!". Na za tsy eo am toerany ary mety mba miakatra ihany ny ton.

Ex2: tsy ampy ny S ao atrano de mba nindrana tany @ RAD i sipa (tsy ray tanana an) de taraiky tany. De iny ramose mbola miantso antso be any ... Mety miakatra koa ny ton

Ex3: mety be embouteillage ny lalana fa nisy mpanao route précidentielle. De ramose mbola appel manqué bedebe ... Mety miakatra koa ny ton an

Fehiny, ny mpivady tsy mifampatoky amiko no miantso antso lava ny partenaire @ tel sans raison claire fa de hoe : am'firy enao no mody ? aiza ho aiza enao ? Fa fivoriana inona no atao no tsy raisina ny tel ko? blablabla

merci e

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: Mazava tsara
Date: 12 octobre 2016 - 16:34

izay ilay hoe variana @ ny lavitra sy ny any ivelany ka manitsaka ny ambany maso e!

Tsy ny ao an-tokantrano ntsony no mahazo tambitamby sy fitiavana fa ny any ivelany!efa lany any ivelany daholo ny tokony ho an'ny vady aman_janaka!!

Betsaka tokoa ny lehilahy tonga dia araka fona oe iza le miantso vady sa namana na sipa

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: vazahakely
Date: 12 octobre 2016 - 22:19

Ka ny couple gasy tsy mahay manisy sentiments zay ilaina mandrakariva mba hampateza ny fanambadiana, hianaro zao fanaonay mivady izao.
Vadiko vazaha : allo mon coeur ?
Za :: oui mon amour tout va bien ?
Vadiko : t'es ou là, tu me manques déjà
Za :: t'inquiétés pas chéri, j'arrive dans 5 mn
Vadiko : bisous ma chérie, je t'aime
Za :::: moi aussi mon trésor, bisous, à tout de suite.
Dia rehefa tonga any an-trano dia raisina @ tsikitsiky sy oroka mamy ilay vady.
Fadio ny mifampiketoketoka sy mifanao valy boraingina fa tue l'amour ireny.

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: ramily
Date: 13 octobre 2016 - 09:29

Tena efa simba kay ny tokatranon'ny gasy ! tsy mahagaga raha toy izao ny fiainan'i Madagasikara satria ilay malagasy aza efa tsy mahay mifanaja intsony !!!!

vazahakely a io anao io no tena modely amin'ny fomba fifandraisan'ny mpivady !! de mankasitraka !!! aleo ny gasy hifotetaka hinan taiiny eoo !!

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: Mazava tsara
Date: 13 octobre 2016 - 12:23

Ramily>< tena efa simba mihitsy ramily ny tokantranon'ny gasy a! na maneho fitiavana aza toa mahamenatra izany indrindra hoan'ny lehilahy gasy!! dia mahagaga tokoa! miresaka @ phone dia mikitakita vady sy froid be!

toa mahamenatra angamba izany mampiseho hoe tia vady!!fa ny manao sipa no voninahitra sy maha tena lehilahy!

Efa variana @ revy toaka sy zoma mahfinaritra miaraka @ namana sy ny sipa eny @ sisiny!dia gaga avy eo rehefa lasa koa ny vadiny fa misy mahay manome tambitamby any!

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: ramily
Date: 13 octobre 2016 - 12:59

Mazava tsara >> fa i koto201 ve lehilah ysa vehivavy ? raha ilay pseudo no jerena dia lehilahy zao a ! dia raha raisina am zay ilay izy dia ilay vadiny vehivavy indray zany no saro-tiavina !!!!

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: ramily
Date: 13 octobre 2016 - 16:38

ay lehilahy ny tompon sujet ! efa voalazany ao

Dia gaga aminareo vehivavy mamaly eo ambony eo ireo aho raha izany hoe mapmé izahay lehilahy a !!! i ozao misy lehilahy tia tambitamby ny vadiny rehefa miantso azy am phone fa ilay vehivavy vadiny indray no manao valiboraingina !!! aiza ihany izy ty eee ry vehivavy isany aaa ??

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: gorille
Date: 14 octobre 2016 - 10:20

mandany crédit fotsiny koa ange ilay mifampiantsoantso tsy misy fotony e ! aiza ve de je t'aime je t'aime cheri cheri no andaniam-bola fa tsy izay lazaina no tenenina dia tapahana !

hafa mihitsy ny sipa sy ny vady :
raha sipa no miantso dia pro zay
raha vady no miantso dia pro zay
raha sipa no miantso dia programme zay
raha vady no miantso dia problème zay

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: resaka phone
Date: 14 octobre 2016 - 10:38

Izy; Allo!

Za:Aon?

Izy:maheno?

Za: F'aon e?

Izy: maheno ve e?

za: alefaso sms ka! elabe!!!

Izy: In a?

za: ndao oa tsika hanao rs elabe!!!!!

.........

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: john rambo
Date: 14 octobre 2016 - 11:52

fa misy vehivavy kentrina mihitsy koa aloha miandry tambitamby amin'ny télépnone e!
fitaovam-pifandraisana ange iny fa tsy vibro-masseur e!

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: ramily
Date: 14 octobre 2016 - 13:34

Tsy vehivavy anie fa lehilahy ny tompon sujet ry rambo a

ary fandriana fitaovan'inona ry se ? ny chambre de passe ? ny inona koa ??

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: loooza
Date: 14 octobre 2016 - 15:50

John rambo < hay ve mitovy ny vibromasseur sy ny tambitamby e? hafa ndray izany marina moa

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: mpandalondalo
Date: 15 octobre 2016 - 04:40

salut daholo,izao no maha tsy lasa antsika mianakavy,amiko zany fitiavana (vady io na sipa) mitovy satria mpisipa vao mpivady,ka maninona t@ mbola mpisipa nahavita cheri Cherie ka rehefa lasa vady manjary manao valy boraingona .
Io ry akama isany dia toy ny voninkazo mila tondrahana foana mba tsy halazo ,fa raha ohatra ka le fantsona fanondrahana no asianao lavaka kely bdb(FB,Valy anavona,kitakita,fampirafesana...) dia tsy ampy ny rano tonga any amin ilay vonikazo dia malazo ho azy izy tsis hoe ahonaa fa ianao ihany no erany ka ambava homana am-po ...
Ny ahy nanao izany ny vadiko taloha dia averiko aminy le fomba famaly dia sorena izy dia teneniko hoe ianao no mpanao izany fa niova tsikelikely teny izy dia sava

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: Jacquot
Date: 17 octobre 2016 - 14:16

Tena izaho lehilahy a ! fa za nahita oe ay efa lasa routine ny fifandraisanay mivady dia niezaka niala tamin'ilay routine aho nanomboka namerina an'ireo teny mamy sy teny tambitamby tamin'ny vadiko nandritra ny volana maromaro fa tena kivy ihany aho fa tsy niova tmain'ny fomba fifandraisany sy fiteiny tamiko mihitsy ny vadiko hany ka tonga de noteneniko mivantana azy mihitsy dia vao maika aho kivy satria valinteny hafa no nandrasako taminy genre hoe ao ary fa hiezaka hamerina ireny fomba fananontsika taloha ireny aho ! fa de zao fotsiny oe efa zatra za tsy mety intsony !!! tena efa lefy ilay fitiavana ve sa tena saron'ny routine sy ny fiainana sy ny olana isakanrazany ? matetika anefa ny vehivavy no tena mitaraina hoe tsy ampy tambitamby tsy ampy calin sns sns !!! dia ny gaga ny tena !!!

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: rabain
Date: 17 octobre 2016 - 15:13

za: allo
izy: cherie, aona?
mitohy ny resakay....
za: izay
izy: izay, à ce soir hein

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: tptb
Date: 01 septembre 2017 - 13:14

Za: Allo, aiza ndry?
lhl: aty an-trano a fa ho aiza indray
Za: za aza efa ato fa aza mandainga eo
lhl: odry, aty an-trano amin'i Neny re izany e
Za: .....

Hao moa ny tranonay tsy tranony, hitako izy tsy manamboatra fa ny an'ny mamany foana no amboariny questionhumnin

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: Njoun.
Date: 01 septembre 2017 - 13:45

Tsika ton'D tsy mandray phone zany yeah

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: Nandra-son
Date: 01 septembre 2017 - 16:10

Za: Salut Cherie
Madamako: Alefaso amizay!...
Za: Ouadray in no alefa!...
Madamako: Alefaso amizay oa!...
Za: Fa in zao alefaso alefaso zao e?
Madamako:Salut cheri! an an radio zan ka!.
Za: F'angah enao tsy any ampesana no alefa ny radio?
Madamako: Za anie dokotera de radio notarafan'ny olona marary zany e!
Za: Hay! efa saika narary be ny foko!....

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: kalapiso27
Date: 18 septembre 2017 - 17:48

ny vadiko: allô !! maheno !!
makaleo b fa ts mba misy hoe chérie et tout, ndrindra refa misy mpiaramiasa, tena gravy le lhl fa hefina. za nefa any ampiasana maazo mot manaja tsara, itanao hoe humain et humain no mresaka.
ny patron: oui, mme... vous pouvez .... svp !!! manaja tsara, ny vady otran'ny hoe tsis dikany zany enao

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: Ravaka***
Date: 20 septembre 2017 - 08:17

za vehivavy no miantso.

Izy: oui chérie...

Fa raha izy no miantso d izao fôna no mahazatra ana:

Allo! Aôna akia?

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: ravie
Date: 20 septembre 2017 - 10:21

ny anay

zah vehivavy: allô
izy: allo, aona?
zah: oaoaooaa
izy: ny anao koa zany ve dia iantsoana

nefa refa izy no miantso
izy: allô
zah: aona?
izy: de aona zany ny volako?
zah: fa aona ndray é??

fa de efa mahazatra re izy io é

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: ravie
Date: 20 septembre 2017 - 10:22

ITAKO NO TSY MIFAMPIANTSO TSONY NAREO KOA.......

Options: Répondre
Re: rehefa antsoina amin'ny phone ny vadinareo dia inona no teny voalohany henonareo ao ?
Par: allo
Date: 22 septembre 2017 - 06:27

ny bandy mts no tena tsy tia an'ilay antsoina fa aza mody fanina eo e,sady raha hanao valiboraingina tena mahavoto fo mts.

vhv:allo?efa aiza enw zao?efa @9 alina anie zao e.
lhl:ka mbola misy zavatra ataoko matoa zah mbola tsy tonga e.fa aona?(sady mivatravatra be nef vao 1er appel)
vhv:fa zavatra inona anefa zan e?
lhl:zay aloha e...
vhv:fa zavatra inona wa zan?dia aiza ianao zao fa manjary zah lasa mitaintaina ato an-trano
lhl:letie,efa we mbola manao zvt ah fa aveo antsoiko
vhv:ka @firy ary ianao no mody fa hanidy trano zah sao misy miditra eo.
lhl:...
lhl:...


tena novonoiny h@ phone mts aveo fa manelingelina hono.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg