Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Vehivavy mamono vady
Par: lehilahy
Date: 01 mai 2017 - 16:29

Hono oa ry zareo, raha ny vehivavy indray no mikasi tànana lehilahy ao an-tokatrano dia mba aona. ny ah mantsy ny vadiko dia midaroka, mamelaka, mandaka, mamono rehefa miady izahay ka tezitra izy, ar tonga atramin'ny fanambanana atsy hoe hikapakapany ahy hono, soa fa azoko teny aminy ilay izy, mananjanaka 1 izahay. za nefa ra hiala sao mivadika ka ho laza za ndrai no voalaza fa nanao abandon de foyer. sa inona no lalàna mifehy izany sa inona no procédure tokony arahiko fa aleoko miala velona toy izay hisokatra ny fasana, ny rainjaza maty, ny reniny higadra...

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: hanitra
Date: 01 mai 2017 - 17:40

ny mamony na lahy na vavy dia mitovy.teneno ny reny hananatra ny vadinao rehefa tsy mety dia torio satsia tsy azo ny midaroka na lahy ,vavy mitovy lalana.rehefa tsy mazoto itory dia mifampitson-drano fa tsy mety aminy ilay zaza no miaritra any zany.

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: Bangakely
Date: 01 mai 2017 - 19:57

Izahako efa nanana concubine nanao an'izany ,raha vao misy zavtra hifandirana kely fotsiny dia tonga dia mikapoka amin'ny sotro be ,kifafa ,kiraro ary ny tena loza rehefa tsy misy zavtra eny an tanany dia izay sendra azy eo ,indray maka ny vazy porcelaine tsara be lovany tamin'ny reniny (+) ,fa potika tsy misy azo noraisina ,fa nahay niala aho fa ra tsy izany vita teo aho .Nitory aho dia nasiana camera tao an trano,ny huissier no nivalidé, ny avocat nisolo vava ahy ,niakatra ny fitsarana ,fa tena mahitahita ry zareo ,izahako indray no voalaza fa manao maltraitance dia izany hono no mahatonga azy hidaroka ,satria hoe effet psychologique .
Tonga dia nataoko raok'alika ,fa mpamono olona ,manao kolikoly sns...

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: hahaaha
Date: 02 mai 2017 - 12:35

hihihi, mampiomehy mampalahelo koa ty sujet ty sy lay nahazo an'i Bangakely, hay ve nareo lhl ko mba mila mitaraina toy izao rehefa sendra ny mahay azy e!!

Ary ra mba toerina hoe ho fay y, vhv ah miteny io an

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: Bangakely
Date: 02 mai 2017 - 20:22

Hahaaaa
Izahako indray raondrina ,tena fadin drazanay izany manohitra na mikasi tanana vhv izany .Rehefa alohalika ny ranom bary dia aleo misaraka .Hatreto aloha dia betsaka no niaraka tamiko fa le iray io tena gravy be .

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: lehilahy
Date: 03 mai 2017 - 09:21

Hahaaaa

Fanajana anareo vhv matoa tsy mamaly zahay lhl. ny mahagaga nareo vhv ref sendra bandy mlam de manondrana nefa refa sendra n bandy jiolamboto mamitsaka.

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: hahaaha
Date: 03 mai 2017 - 12:29

lay toerina tiako ahatongavana anie tsy mamely totohondry izy dia omena koa e, fa atao mahafantatra hoe izany ny lhl rah manao toa ny ataony, mety oe trerona na blockage am daka na felaka ataony ohatr dia tazomina mafimafy eo ahitana hoe mbola hitady fika hamelezana hafa ve sa hipetraka e,,

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: gaga aho
Date: 03 mai 2017 - 17:08

Ay ve mba misy koa lehilahy hiaran'ny violence conjugale! Toa tsy dia misy resaka rehefa vehivavy no voa!
Io izay mahatsiaro matanjaka no mietraketraka. Vazivazy ny ahy! Fa tsy ekena ny mikasi-tanana na lehilahy na vehivavy. Heloka izany ka afaka toriana!

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: Looza
Date: 03 mai 2017 - 20:57

Misy lhl tena via vhv ohatr'izany mihitsy, dia hoe misy caractère sy personnalité hono vhv ohatr'izany aminy, fa tena mifampitana mihitsy rehefa miady. Tena samy manana ny tiany marina.

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: lehilahy
Date: 06 mai 2017 - 17:45

hahaaha>> rehefa mamelaka na mdarok iz de samboriko ny tanany, fa hoy ianao, aty amin'ny ankasarotana indray no enjehany dakana,

gaga aho>> arakaraky ny fandeferanao no vomai hanaovany hetraketraka, taimbava ftsn lou taloha, fa taty aorinaa tsy afaka ny fony rats mamono, rf vita zay de lasa iz maka 19 am zanakay vao 3 taona oe "vonon'i dàdà i neni"

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: lehilahyy
Date: 09 mai 2017 - 11:14

Ny vehivavy mety iharan'ny agression physique avy @ vadiny indraindray.
Ny lehilahy iharan'ny agression verbale ataon-dravvhv satria io no fitaovam-piadiana nomen'Andriamanitra azy.
Tsarovy anefa ry VHV fa raha voadaroka ianao dia satria mety ho mahay vava sy manao teny mankarary fo.
Ny vy tsy mikotrana irery. Ilay midaroka koa aloha tsy voatery hoe adaladala fa mety ho efa leo izy, mety ho efa tratra ny faran'ilay fandeferana.

omena tsiny foana mantsy izahay lhl dia aleo mba ampifantarina ny vhv hoe tsy anjely ange ny vhv e

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: tsy akitaraina
Date: 09 mai 2017 - 11:26

slt,
refa eny ampandrina lesy mamaly faty a:
- ataovy triple ny capôty am zay elah vô tonga de vanditra mhts ny foufoune any
- asio ko ny derika am zay mipotsaka ny coupela
- de osori sakay ny tanana de safosafoy ny foufounany
bola misy maro fa reo loa efa mamahendry an'azy, ra bola mikasitanana de teneno za fa ampiakaritsika niveau 2 ndray

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: hommeparfait
Date: 09 mai 2017 - 14:23

Ny vehivavy izao efa betsaka ny manao karaté, taekwondo... Ary fiarovan-tena @ hetraketraky ny lehilahy no hianarany izany! Ny taho-kifafa sy ny lapoaly koa afaka miasa! Ny tanana asiana sakay moa samy manana! Ny violences sexuelles mbola afaka atao koa (tena fragile iny bi...nareo iny rehefa mi... Betsaka ny azo atao rehefa mifanoro @ mety atao!!! Ny mahagaga ahy mantsy dia tsy misy vehivavy eto mamporisika hoe: ataovy toy izao na toy izao , @#$%& foana!!! Fa ny lehilahy no tena tsy mahazaka rehefa misy lehilahy voa!!!

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: PDtenarytsyakitaraina
Date: 10 mai 2017 - 00:26

Fikana pd ko nenity, na fikana pams, en tout cas tsy fikana lelah misy voniny anakiroa mintsy aloa e !!! mbola misy niveau miakatra noho zao sady fière ery ve tena amizany ???? Mba asivo fisainana ry anina fa tsy miteniteny foana ato sa tsy nanala voniny ndray ty io sa natao fangarondoaka ko ny ravimaina ?

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: Loza
Date: 10 mai 2017 - 08:35

Miarahaba,
Vehivavy aho. Fa tsy azo ekena daholo na lehilahy na vehivavy no mikasi-tanana. Fady izany. Mianadahy ny zanako, samy nafarako mafy tsy hanao an'izany. Saingy kosa, raha sanatria ireo no voakasika dia mahay miaro tena tsara mihitsy na violence physique na verbale.
Aza avela hitohy re e. Vao misy voalohany izany dia entitra mihitsy ianao hoe tandremo mamerina toy izao. Makà fepetra, fa aza manaiky an'izany.

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: Novaliako
Date: 10 mai 2017 - 11:54

Nofelahany teo imason'olona ah tam voaloany, tsy namaly ah fa tezitra ary nilaza fa tsy tiako izany,

Mbola nisy toy izay indray koa teo imason'ny zandriko sy rabofy... fa tsy mbola namaly ahako

Namelaka ahy fanintelony indray izy fa taraiky ah vao tafatsena anazy nohon'ny fitohanan'ny fifamoivoizana, tena tezitra mafy ah tam zay fa tonga dia noborkeko tamin'ny tanany ny sigara nofohako, namela olatra mandrak'androany.... tsy namerina nikasi-tanana ahy intsony izy..... 15 taona nivady izahay izao

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: gaga aho
Date: 10 mai 2017 - 13:37

Loza/ Novaliakotapetapetapetape

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: gaga aho
Date: 10 mai 2017 - 13:40

Na lehilahy na vehivavy no mamely tokony sakanana. Lasa za-dratsy!

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: efa voa fa mahay miarotena
Date: 19 mai 2017 - 11:50

ny vadiko koa efa nisy dfotoana nano izany izy moa mpiangaly haiady fa tsy fantany fa izaho koa nanao aikido ary tena nahy niaro tena nikasa ny hamely ahy ary tena mafy ilay coup raha voa teo izaho mety tena KO fa tonga dia tena contre attaque faran'izay henjana hatram zao tsy mahasahy intsony ary noteneniko hoe andao atao ady ambony tatami sy atrehan'ny RR fianakams ny mpiray tampo raha hifanao fa tsy tiako ilay hoe novonoindranona ny zanakay hatramin'izao tsy sahy intsony ny zanako koa aloha telo manao aikido fa dia hafarako fa ho fiarovantena fa na ny olonaeritreretina tia sy tiana aza mety hamono anao fa mila mailo foana

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: ZaZay
Date: 30 mai 2017 - 08:04

Nena rohahiko hody any @ RAD raha vao mamono zany a

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: zakonko
Date: 30 juin 2017 - 17:38

Misy lhl voisin nay fa dia zany foana koa ny an'ny zareo, rtoa sady mivazavaza,miteny ratsy, midaroka, mamaky entana. Rangahy tsy mamaly na teny na daroka. Nefa dia mpivavaka be ry zareo, asabotsy sy alahady tontolo dia any ampiangonana foana.
Mahagaga mihitsy.

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: manotany tena
Date: 06 juillet 2017 - 10:07

Mba mila vhvy mahasahy koa ndray2

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: $ongomby
Date: 06 juillet 2017 - 10:41

Tena kôzy kosa fa aleoko le vhv midaroka toy izay ilay manampozina kle. Le daroka mantsy raisina ohatra ny tsongotson'olon-tiana zany hoe mangididy kely fotsiny.

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: droit
Date: 06 juillet 2017 - 16:55

Lhl mamono vady; vhv mamono vady. samy tsy azo ekena izany!
Lhl mandroaka vady (="ateriko any @ RAD-ny"); vhv mandroaka vady; Samy tsy azo ekena izany! Fa ny iray ihany angaha no tompon' ny trano no hisy iray afaka handroaka? Ny mpampiasa no mandroaka mpiasa, izany ary mbola misy procédures!
Tokony tsy hisy manjakazaka ao an-tokan-trano.
Aoka hifanaja. Ary aza adino fa misy lalana mifehy ny tokan-trano!

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: zakoa namaly
Date: 17 juillet 2017 - 16:48

zay tam mbola nisipa dia efa nanao toetra izy, tsy namaly mihintsy a fa niteny fona oe tsy tiko atao anzao sy zao, miatomboka amle manambany sns, mahay vava, za koa rehefa atao dia vo may rangitiko nena, d nanongo, d farany taty aorina nidaroka, sady imason olona, tsy namaly mintsy aho, fa niteny foana, fa farany efa nivady mbola nanao iany, fa noraisiko tanany dia nkapoako mafy be, saika tapaka, nivonto sy mangana, fa tsy nanao intsony, ary izao tena milamina. tena tsy naita solution ankotran io satria a efa aman taona niteny fa tsy noraraina mihintsy

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: Rondro!
Date: 17 juillet 2017 - 18:00

Izaho vhv. Nanisy totohondry ahy ny vadiko indray andro. Mangana ny masoko, nivonto ny molotro sy ny takolako. Iny aho dia nandeha urgences naka certificat médical sy naka sary. Dia nandeha gendarmerie nanao plainte. Nampiantsoin'ny gendarmes moa izy avy eo. Ny rafozako moa tezitra be hoe: entin' ny vhv rehetra izany; tokan-trano tsy ahahaka.Izaho kosa tsy hanaiky ho vonoina eo! Fa fay ilay vadiko! efa 8 taona izao tsy nikasi-tanana intsony!
Hafatra ho an' ny vhv (na ny lhl koa raha misy voavono): aza manaiky ho vonoina na dia in-dray mandeha fotsiny aza. Raha milefitra ianao, ataony fanao. Raha vao manaiky ho victime ianao, tsy sarotra ho azy mihitsy ny ho bourreau!

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: tonga de mitifitra
Date: 02 janvier 2018 - 11:10

Raha vadiko ndray no mikasitanana ahy zany ,indrindra eo imason' olona ,ngamba dia tsy haiko tsony ny ahazo azy ,Za tsy nikasitanana izany nefa za koa tsy manaiky kasian- tanana

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: li
Date: 10 janvier 2018 - 22:43

Ny sure dia izao : raha vao ny olona no mikasi tanana lava na vavy na lahy dia marary saina ka mila mitsabo tena, tena olona tsy normal ka mila mijery psy

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: lasa
Date: 11 janvier 2018 - 16:28

Salama daholo!!

lehilahy no manoratra; Ny vadiko koa dia mikasi-tanana ahy rehefa tezitra, ary indraindray tsy mahafehy tena fa izay sendra ny tanany dia atorany daholo na simbainy.
Misy fotoana koa za rehefa tara fodiana dia tsy miraharaha mihitsy izy fa na eo imason'olona aza dia mikasi-tanana ahy.

Efa maro ny zavatra natao: ny dadany mihitsy no nahita azy nikasi-tanana ahy satria mba niaraka nivoaka nirevy izahay dia tara fodiana dia nateriny: vao teny am-baravarana dia lasa ny felaka sy daka isan-karazany. efa nanarin'ny rainy izy @ io fa adino 6 mois, 1 an dia mamerina indray.

Efa nisy fotoana koa mba nitaraina t@ akama dia hozy ny olona hoe rehefa mikasi-tanana anao dia mba valio koa, ary ataovy fantany fa raha mamely mafy azy ianao dia ho voa mafy tokoa izy. Natao koa izany fa après 3 mois dia miverina indray ny action.... Ny vava @ izany rara-kopana, miaraka @ ompa sy taim-bava....

Efa lany haiky za satria tambitamby sy fitiavana no hivadiana fa tsy gidragidra lava na koa hoe ifampitory any @ fitsarana....

Ny nataoko farany rehefa tena leo za dia nijery tany an-kafa....Nitady fitiavana sy tambitamby tany ivelany...

mety tsy mety ny nataoko fa any aho mba mahatsiaro filaminana sy mahatsiaro miaina fa tsy itaintaina lava ny ho voavony vao misy zavatra mitranga...

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: $ongomby
Date: 11 janvier 2018 - 16:43

Fanday rzalà no tena ody gidraka a. Tena tsy sahy reo vao mahita an'iny.

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: Radama III
Date: 20 janvier 2018 - 14:09

Ny ahy nanandrana indray mandeha fa nokendaiko ary tsy navelako raha tsy nitranga ny lelany. Sempitra nifamonjena aveo.

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: gaga kle
Date: 20 janvier 2018 - 19:07

Ny vhv aloha misy miaritra noho ny antony maro eh, fa ireto bandy miaritra daroka ireto no mahagaga ahy, olona tsy ampy atidoha izany midaroka izany , ambany saina, mirefarefa, aza za no atao an izany, la porte , sans aucune discussion

Options: Répondre
Re: Vehivavy mamono vady
Par: droit
Date: 20 janvier 2018 - 19:47

Tena la porte tokoa sansKKP7P aucune discussion. Certificat médical, intervention fokontany,plainte pour coups et blessure, indemnités!..ets
Betsaka ny zavatra azo atao, fa aza miaritra fotsiny eo na lhl ianao na vhv!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg