Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: nanenina
Date: 17 juin 2017 - 16:25

vhv no manortra, 6 taona novadiana ary efa manan-janaka. T@ zahay mbola nifampisipa d vadinolona io vadiko io. Nilaza tamiko izy fa efa mikorontana b ny tokantranony ary efa ts misy mahampivady azy ireo intsony fa trano sisa no iraisana. Izaho koa moa te hanambady azy d ninoako b fahatany zy noteneniny na d misalasala iany ary za ndraindray mandainga izy mba ahazoana ahy. T@ zany fotoana zany d nanao zay nifampiresahana tamiko ny vadiny ka nanao tamiko oe ekena fa mikorontana zareo fa izy mbola tia b io vadiny io ary ts ho zakany mihitsy ny hieritreritra fa holaozan'ny vadiny izy. Ts norarahiko nef zany fa ozy za anakampo oe refa ts tian'ny vadiny tsony izy d hoadisoako v ra za ndray no iantefan'ny fony. Vao nivady 2 taona fotsiny nefa zaay d tsapako fa tsy misy fihany ny tokantranonay. Tsapako fa lasa malahelo io vadiny taloha sady renin-janany io izy. Ohatra ny ts tia ahy intsony izy ary mety ts tena nitia ahy mihits t@ fony fa nataony fitaovana fotsiny aho. Ny olona akaiky ahy d mandatsa ny ankamaroany oe misy alahelon'ilay tompom-bady taloha ono ny fiarahanay d ts ho vanona mandrakzay ny tokantranonay. Manenina tanteraka aho ary ts haiko intsony zay tokony ataoko. Hotoizako v ny firahana aminy sa hoadaboka na d efa azo lazaina ts fiarahana tsony az nenay?

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: hanitra
Date: 17 juin 2017 - 18:43

Manahona tsara raha mahatriaro manenina.ny mangalatra vadin-olona tsy ho sambatra manjakizay satria tonkantran-olona no simbanao,tadidio fa ny nenina tsy aloaha fa afara.ny ataonao na anao misaraka,na anao mijanona manamboatra ny tonkan-tranonao satria efa nifam-piteraka anareo roa.maritra izay atahony aho satria izay no fanirinao nanimba sy nangalatra vadinolona.anatsy ny sisa aza mangalatra vadin-olona satria vehivahy toa anao koa ny vadiny,lny lehilahy tompoko rehefa tea ahazo @#$%& dia mandainga ka anao sisa mieritreritra.fa anao tsy atakalony ny olona tena tiany .mahereza Amin-ny sisa aza mangalam-badinolona fa mamenetra sady ma be eritseritra sady mahasambatra.

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Tsy mahagaga
Date: 17 juin 2017 - 20:29

Ny atao marina no miverina, sahy nanary ny vadiny izany vadinao izany no novadianao dia inona moa no antenainao fa efa zatra manao izany izy!
Ny ankizy eritreretina aloha fa araky ny teninao hoe fitiavana teo ambony alahelon'olona.
Anontanio tsotra ny vadinao hoe iza marina no tena tiany

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: réalisateur
Date: 17 juin 2017 - 23:13

Ka rehefa azonao ilay vadin'olona dia ataovy izay mahamety ny fiarahanareo, ataovy izay tsara mihoatra lavitra noho ilay taloha , satria ny zaza efa misy , anao ny sisa na anadaboka na hanohy . Amboary ny saina ary mibebaha amin'Andriamanitra !

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: nanenina
Date: 18 juin 2017 - 07:18

ef manao zay azoko atao za fa eee. Hitako nisy sarin'ilay vadiny taloha tao @ porte-feuille-any d ref nanontaniko iz d in ono probleme-ko @ zany fa renin-janany iny.

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Tsy mahagaga
Date: 18 juin 2017 - 09:03

Nanenina nanary ny vady aman-janany anie izy izany e.Aloka eo @ fiainanareo foana izany ka raha efa malazo ny Ravina nihinana dia misaraha dieny tsisy maratra fa avelao izy miverina @ vadiny.
Soa lavo ianao ahay hamindra,dia fadio ny mamerina ny ratsy vita

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: (°_°)
Date: 18 juin 2017 - 12:32

Izay izany ilay voalaza hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ihany !

Taloha ny niarahana t@ ilay lhl no tokony nieritreritra tsara,nefa moa ny "erreur est humaine"

Ny tokony ataonao dia zay hitanao fa mety aminao,
aza manao zavatra hanenenana intsony @ manaraka fa NY CONSÉQUENCE ny atao fantarina mialoha mba tsy voa intsony

-Voa in1 dia erreur mpahazo ny rehetra

-fa raha voa in2 dia efa hadala

Mailo @ manaraka ataovy lesona iny

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Botity
Date: 19 juin 2017 - 14:04

nanenina > nisy toetra tsy zakany mety hitany t@ ilay vadiny voalohany ka nahatonga azy hotofoka.

Rehefa nampitaha anareo roa izy , samy ao anaty tokatrano dia sur aho fa mbola pire lavitra noho ilay voalohany ny toetranao, ka mety izay no nampanenina azy ka te hiverina @ ilay voalohany.

Jereo tsara aloha ny toetranao da amboary izay tsy mety na tonga dia anontanio mivantana izy ny @ izay mety tsy tiany aminao.

io toetra io foana no tena important @ nay lhl raha resaka vady izany.

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: anatra
Date: 19 juin 2017 - 15:03

la vie continue ki ry >>nenina a!ny tena mahatonga ny lehilahy itady vehivavy hafa matetika,isika vehivavy rehefa tafiditra ao anaty tokatrano ka une fois vô misy zanaka dia tsy d maneho fitiavana amin'ny vaditsika itsony ka dia aoka isika i-reconnaitre kosa fa hain'ny vehivavy any ivelany any tsara mitsy ny manome fitiavana azy sy izay tediaviny nefa tsy omenao azy.marina fa heloka be ny fangalaram-bady fa aza mitsara kosa mba tsy ho tsaraina satria ianao mitsara olona io koa mety mba nisy zavatra nataonao efa nanenenanao fa tsy misy anjely eto an-tany.Araky ny teny ao amin'nyblink soratra masina io hoe"izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany"

>>>Nenina ny zava-dehibe dia miaky ny fahotanao ianao, ze vavan'ny olona aza henoina fa ny fiainana mitohy dia ataovy zay itanao fa mety ary mifonà mafy amin'Andriamanitra.blink

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: nanenina
Date: 19 juin 2017 - 16:47

Misaotra anareo fa misy hotakotsakoina avokoa.
Botity< nanontaniako mihitsy izy oe misy toetrako tsy tianao v, lazao ahy fa vonona aho no hiova. Raha misy tsy zakako v ts holazaiko anao ozizy. Dia nolazaiko ndray izy oe raha nanenenanao ny niaraka tamiko ka te hiverina @ vadinao taloha ianao dia tsofiko rano raha izay no hahasambatra anao. Dia ozy ndray oe tsy za ono no tokony hanoro azy izay tokony hataony

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: valizemena
Date: 19 juin 2017 - 17:27

Tsy misy alahelon'olona izany fa io lehilahy io no tsy mahatazona vady, nanambady izy dia nisaraka, nivady nareo dia tsy mandeha ilay tonkantrano, fanafodiny di aleo misaraka fa misy problème io lehilahy io matoa tsy mahatazona vady, ary tsy zaza mineur koa izy ka hoe noho enao no nampisaraka azy roa, efa nampirafy ny vadiny taminao izy talohan'ny nisarahany taminy, dia possible mety efa mampirafy koa izy izao fa tsy hainao

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Nextine
Date: 19 juin 2017 - 23:36

Par: nanenina
Date: 17 juin 2017 - 16:25



1°) ts ho zakany mihitsy ny hieritreritra fa holaozan'ny vadiny izy. Ts norarahiko nef zany



2°) Ohatra ny ts tia ahy intsony izy ary mety ts tena nitia ahy mihits t@ fony fa nataony fitaovana fotsiny aho

°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°


Vitanao ny nanao io 1° ambony io, ka ekeo ny 2°------>>> ianao ihany no nanoratra an'ireo an !

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Halo
Date: 20 juin 2017 - 06:43

maninona: aza manorina tokatrano misy alahelonolona izany tsarovy fa tena ory io vehivavy io nilaozany vadiny tôt ou tard tsy maintsy tonga ilay hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina dia eo vao tsapanao fa mafy kay ny zavatra nozakain'ilay tompobady .

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: rasobakobako
Date: 20 juin 2017 - 11:08

nanenina

rehefa olana dia aleo misaraka fa mbola tsy anjara izany, izy aza nisaraka tamin'ny vadiny talohanao ka azonao atao ny misaraka aminy koa, tsy misy nenina ny fiainana fa anatra daholo,experiences de la vie izany ka mahaiza mamindra amin'ny manaraka

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: lozakouzany
Date: 20 juin 2017 - 12:58

nanenina>ka olona mbola tsy équilibré tsara no novadianao.olona mikorotana tokantrano zany na ny bon sens-ny aza tsy ao tsara, na ny décision-ny misavorovoro.
otr bouée de sauvetage enao tamin zany; zao mbola pire, tsy hainy oe inn na inn fa dia miaina fotsiny lou izy dia ho hitany eo.
courage enao. ny afaka atao dia karakarao tsara ny tokantrano sy ny vady arak zay azo atao dia ho hitanao eo

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: fanontanina kel
Date: 20 juin 2017 - 16:22

mifona @ tompona sujet fa mijapy kel, ary ra ohatra ka mpisipa indray no otran'ito situation ito de lazaina ve fa manorina tokatrano ambony alahelon'olona kou, oe mpisipa niaraka, de nahita hafa le lhl de lasa de eo le ray, de iza ndray zany no diso ????

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: sipasipakou
Date: 20 juin 2017 - 17:10

fanontanina kel

mpisipa mbola tsy mpivady officiel ka mahazo miovaova sipa na isak'erin'andro aza, tsy misy hoe fahadisoan'iza na iza, tsy misy hoe alahelon'izan'iza koa

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Eeedrey
Date: 21 juin 2017 - 07:44

MBA asio lanjany ihany ny vatana na resaka sipasipa aza fa aza dia variana miovaova lhl eo.
Raha vao olona efa engagé (civilement ou religieusement)zany no idirana dia miala any ny olana be iray sobika.

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: na izany aza
Date: 21 juin 2017 - 10:17

nanenina> io moa dia tsy handatsa anao intsony aho fa na ianao aza efa mba tonga saina ko...
na izany aza ny vadinao mihitsy koa no tsy misy hazondamosina e, raha mbola tsy niteraka izy sy ny vadiny voalohany mbola leferiko ihany ilay nandao fa nahita akanga tsara soratra, fa izy anie efa nanajanaka koa e, tokony nisaina koa izy vao nisaraka sy naka vady anao fa dia baikoin'ny filahiana hany ka manaonao fona...
raha izaho ianao dia aleoko mandry saina, mampalaelo ny ankizy fa ny miara miaina amin'olona depressif manenina ny fiainanay taloha dia invivable, asa aloha mety mora koa angamba ny miteny, fa raha izaho ianao dia mitady fiainana vaovao aho dia alamino fotsiny hoe tsy maintsy mba mijery sy mitsinjo ny zanakareo koa izy na dia tsofina rano aza... ianao diso fa ny fahadisoana ngeza indrindra dia avy any aminy am maha tsy misy hazondamosina azy ...

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: za koa saika tratra
Date: 21 juin 2017 - 12:15

Za koa aki saika tratra to andry io raha tsy tonga saina tampoka, dia tonga dia nanambady aveo. Ilay lehilahy dia mitantara amiko ny olana rehetra ao antranony, ny haratsian'ny vadiny. Dia nihevitra tokoa fa tena ratsy, devoly be ary jiolambavy io vadiny io ary tsy mendrika azy. Projets re izao, hatramin'ny daty hanaovana ny mariazy efa saika notapahina, fa hoe hikarakara divorce hono ry zareo.
Indray andro nefa nifankahita izahay sy ny vadiny, fa hay tout à fait le contraire. Sarika, mahakarakara tsara azy, tsara toetra, mivavaka. On dirait qu'elle n'avait aucun défaut, c'était un ange, dans tous les aspects!
Fa ny alin'iny aho tsy natory hoe inona no hataoko? Nivavaka aho, ary dia nivaly ny vavako : nisy lehilahy izay nilaza ny haka vady ahy. Avy dia nekeko, ary efa ho 10 ans izao ny fanambadianay tsy nahitana olana goavana firy. Hendry sy mpivavaka io vadiko io, ary isaorako Andriamanitra fa tsy nanody ahy ny fahotako satria dia nifona mafy tamin'Andriamanitra aho.

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: nanenina
Date: 21 juin 2017 - 12:28

Nangataka fihaonana t@ ilay vadiny taloha aho. Mafy tamiko ny nanao izay anefa tena te hifona taminy mafy aho. Noraisiko ho ahy manontolo ny fahadisoana. Nontantaraiko azy ny zavatra iainako ary nolazaiko azy fa mbola tsy afaka am-pon'ny vadiny izy. Nilaza kosa izy fa efa sitrana tanteraka ny feriny ary efa nahita olona mahasambatra azy izy.Henoko soulagée b za avy niresaka taminy.

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: tompom-bady
Date: 21 juin 2017 - 14:38

Mafy raha mafy izany mizaka ny ranomasom-behivavy izany, ary tsy hahita mangirana intsony ianao @ fiainanao.
Koa tsarovy ramatoa f mafy lavitra noho izany iainanao izany no nahazo ny tompom-bady a!
koa mahazaka e! mbol ho avy koa ny mpandimby anao f aza malaelo

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: tantarako
Date: 21 juin 2017 - 15:00

Tantarako mints io anao io. Ny vadiko dia nanitsakitsaka ahy taminvhv hafa itanmasoko. Malaelo be aho zao kanefa za mino f ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ka nitovy tamintoerako zao ny toeranle tompombady taminzany.Vadiko vita soratra ary io an! fa ilai izy sy vhv niditra ny tokantranoko dia ao amizao...

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Halo
Date: 22 juin 2017 - 10:24

hummaninona tsy midika inona ny firesahanao taminy vadiny tsy any ny olana fa ianao nanome ratrapo mafy ho azy eny efa sitrana tokoa ny feriny fa tsarovy fa tsy misy maharary ohatrany voadonampitia cana. Anapiko azy dia sady nangalatra ianao no nandrava satria mbola Téo ampelatanany no nalainy zakao ary ny vokany Samy vehivavy . mialatsiny fa somary masika satria tsy mety ilay mangalatra efurieux

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Halo
Date: 22 juin 2017 - 10:33

manenina azafady fa lasa maninona foana .anapiko kely azy hoe ianao ary efa mahatsapa fa nataony fitaovana malahelo ilay vadiny foana izy koa tapaho ny hevitra raha mbola tanora mitadiava fiainambaovao tsy misy alahelonolona tsarovy fa mandalo isika no eto ka mandrapahovina no hieritreretanao izany

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: na izany aza
Date: 22 juin 2017 - 15:29

ka izy 2 vavy kosa aza efa niresaka tsara koa, efa namela azy anie izany ilay vehivavy e, amiko nety ny nataonao ka, anjaranao amzay ny manarina ny tokantranonao sy mitady izay aha tsara azy arakzay azo atao. efa nahalala olona toa anao mihitsy aho, vadin'olona no nalaina dia niterahana (zareo moa tsy natao ninoninona fa dia niteraka) nahita ny akanga tsara soratra indray ralehilahy ka dia lasa indray, dia iny ilay 2e fa nandeha nifona tany am ilay 1ere, nifamela moa zareo ka dia nilamina tsara, ny ankizy nifandray tsara, rangah mampidera la ta ka eraky ny vevavy mandalo, asa volamena koa angamba iny ka dia misy mitia fona.
fa amiko efa dingana lehibe ahafahanao manambotra ny simba ny nataonao, ary mino aho fa na dia haka fotoana aza dia mety hilamina tsara ny tokantranonao..
mahereza ee

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Halo
Date: 22 juin 2017 - 16:47

Izany mangalatra izany vé hampilamina e sady misy alahelonolona

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: ito anefa
Date: 23 juin 2017 - 11:31

ito anefa:

Fa moa misy zava-mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va?


iza no hiankohofanao sy hitalahoanao rehefa tojo zava-tsarotra enao, na inona na inona fahadisoanao sy fahasarotana, tokony hoaiza ianao????

Miandry Izy zao hoe ho aty amiko ve ianao sa hoaiza ry Nanenina.


Tsarovy mandrakariva ary tena mifalia fa tsy mitady olona marina ilay mpanavotra antsika fa tena olona diso no tadiaviny hovonjena hoany aminy. Iza io? Iza io? .....

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: masoso..
Date: 23 juin 2017 - 11:44

mahasoso.... koa reto mamaly be dia be hoe tapaho, misaraha, alahelon'hafa wawawa

Ohatrany hoe tsisy vahaolana afatsy ny fisarahana sy fandringanana sy fanimbana.

Misy ry zareo ny atao hoe fifamelan-keloka. Aleo averina ilay tatara kely zay:

Nisy mpampindrambola mibizn dia volabe no ananany trosa t@ilay client 1 fa vola kely kosa no ananany trosa t@ilay client 2, samy nitalaho teo ny client kivy hoe ts mahaloa trosa fa inona re no hatao, taty aorina kely hoy ilay mpampindrambola hoe avotsitro ny trosanareo maimaimpoana: iza @ireo client anak2 ireo no nomeny fitiavana be kokoa ilay ananatrosa kely sa ilay ananatrosa be???

Dia tahak'izany, tsy izay nifampiezaka t@ fifanaovantsoa akory no tena mpifankatia be noho izay nifamela heloka marina t@ fahadisoana tena mankarary.

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Fa_iza
Date: 27 juin 2017 - 10:46

TSy azoko koa ireo miantso tody amin'ny tompon a sujet, izy roa ary efa miresaka, efa soulagé izy dia tokon y torohevitra no omena fa tsy mbola hoe han datsa sy hamendrofendro.

Efa tsapany ny nataony, efa nifona tamin 'ilay vady taloha izy dia iza ianareo no mbola manameloka izy? sa ambony lavitra n oho ilay Mpamela heloka ianareo?

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Fôpla
Date: 27 juin 2017 - 14:27

ka le film ato @forum zany de io e!ra misy olona manana pb de latsa sy torabato no atao fa ny solution zara raha misy manome!tsy azony de samy manana fahotany ny olona tsirairay!izay tsy nanota marina noa aoka itorabato azy!
za lou tsy pour na koa oe contre ilay mpanoratra fa tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny!

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: areno
Date: 27 juin 2017 - 16:27

nanenina: raha tena nanenina marina ianao ka nibebaka (miaiky fa diso dia mifona ary tsy hamerina izany intsony) dia minoa fa voavela ny helokao izany hoe voafafa ny nataonao taloha ka manana chance hamerenana hatramin voalohany indray ianao.
amzao sisa izao ataovy izay hampilamina ny tokatranonao, ary raha sanatria ka mampirafy anao ny vadinao aoriana dia mhaiza mamela ny helok'izy roa tahaka ny namelana anao koa saingy aza avela ho tonga amzany ny toedraharaha.
mirary soa

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Afa iany ny vady voalohany
Date: 31 juillet 2017 - 16:25

Avereno an'ny vadiny talo io nangalairinao io, eritrereto né ny alaelo sy fijaliana niainan io vadiny io nandritra zay fotoana iarahanareo izany.

Za mamaky lé forum dé malaelo sy T itomany za ho an ilay vadiny voalohany, ndriii. Iz efa niteny oe tsy ho zakany izany.

Zao ny conseil ako :

-Misara ianareo
-Dé ataovy mifamerina io lehilahy io sy ny vadiny t@voalohany

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: Halo
Date: 31 juillet 2017 - 18:09

Tena zany mihintsy no Marina avereno ny azy aza mangalabadinolona mafy ny mahazo ny tompobady Mampalahelo Ilay toetsaina

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: tompombady
Date: 01 août 2017 - 14:14

Nareo kosa e! f'angaha izy ity zavatra ka moramora ny milaza hoe avereno???? olona samy manana ny toetsainy sy ny toepony na ny tompombady, na ny vady. Ka tsy afaka olona hafa mihitsy no hamaritra ny fiainany. Raha mbola tia koa izy, mbola hafa koa ny fandehan'ny tantara.
Izaho efa teo @ teoran'ny tompombady. Nanao ny alanenina rehetra ho an'ny tokantranoko sy ny zanako. Nahatsiaro nandraingiraingy mihintsy satria mbola tia. Fa rehefa nihoatran'ny tantin'ny loha kosa ny lalao dia navotsotro, dia napetrako ny divorce. Nomeko tso-drano ny mpisolo toerana hoe aloe ho anao indray ny toerana fa izaho efa leo. Dia midira aloha jerena raha mahatanty fa samy ho tsaran'ny fiainana eny ihany isika.
Valiny avy @ vadiko taloha: niheritreritra tsara ve hono ianao io? sao dia entim-po fotsiny.... lol.
Ny nahagaga, rehefa mifanena dia mikoropaka mapiditra solomaso maintsy ikalakely, dia mamonjy mampidina ny secret n'ny auto....
Ka ilay mifanena tsy maintsy satria nmifandringotra fiainana noho ny zaza iarahana.
8 taona lasa izay. Ny fiainako nihatsara, satria nisy epanouissement kokoa, mety noho ny ankizy efa nihalehibe koa angamba. Ry zareo, nisaraka efa ho 2 taona lasa izay... De hoe havereno ve?

Options: Répondre
Ratram-pon'ny zanaka divorces
Par: Nirvana
Date: 01 août 2017 - 21:23

Vehivavy ny tenako, manan-janaka 9 taona ary tapa-kevitra fa hampiditra divorce fa tsy zaka intsony ny hitsakitsaka sy ny setrasetra ataon'ilay vady efa 6 taona izao. Araka io sujet io dia mba mba te ahafantatra ny mety ao am-pon-janako aho ao anatin'izao korontana be @ fiainanay izao ary ny mety ho fiantraikany ao aoriana. Raha misy nandalo izany dia hisaorana mialoha ny fizarana ny experience

Options: Répondre
Re: Ratram-pon'ny zanaka divorces
Par: mandre
Date: 03 août 2017 - 12:55

raha nanao mathematique isika, mahay ny hoe infini. Dia tena "infini" ny ratram-po an'ny zanaky ny divorcés, na inona antony na inona.
Ny tena loza, tafiditra @ subconscience-ny ilay ratra ka manimba ny tokatranony any aoriana: matetika tsy mahavanona tokan-trano ny zanaka divorcés malgré eux, ary toa manana "vengeance" amin'ny fiainana sy ny manodidina izany foana

Options: Répondre
Re: Ratram-pon'ny zanaka divorces
Par: jolie coeur
Date: 05 août 2017 - 12:21

mandre<ny vadiko zanak'olona divorcé. Tena tsy mba ampy fitiavan-dray satria tsy noraharahin'ny dadany t@ izany fotoana izany. Amin'izao fotoana izao izy tena père idéal no azo ilazana azy na @ fikarakarana ny ankizy na @ fanehoam-pitiavana azy ireo. Efa tsapany ny zavatra tsy nety teo @ fiainany fahiny ka dia miezaka fatratra izy tsy hampitondra ratram-po ho anay.

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: rah za
Date: 11 septembre 2017 - 12:46

rah za enao d msaraka, aleo miaina rer ainao foana io zanakao io, bdb naman mitaiza irer fa sambatr iz, amzay otran vaovao indray fiainanao, zanakao tiavo tsara fotsiny d zay aleo zanakolona misarabady toy izay ady lava isanandro ao antrano tsisy fifaliana, enao ian iu fa efa tsy clé tsun zan bandy zan amik,

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: nanenina
Date: 11 septembre 2017 - 13:50

Angano angano ,arira arira za mpitantara ianareo mpiheno

Tsy miasa aho ry ireto a!mivelona @ RSA aty andafy aty mitaiza ny zanako ,za ko tsy dia nahita fianarana nefa tsy te hanao menage dia aleoko koa mitaiza ny zanako misy sembana sembana raha teo

dia mba manoratroratra eto ka misaotra anareo nandray anjara daholo ,za tsy manambady fa efa maty ny vadiko ,ny sipa sisa dia maniditsidina be ilay saina dia mba mamorom-pora eto e!

merci daholo nandray anjara ô!

Options: Répondre
Re: nanorona tokantrano teo ambony alahelon'olona
Par: mpanoro
Date: 18 septembre 2017 - 15:14

Tsara rehefa nahatsapa ianao fa tsy tsara ny nandrava tokantranon'olona. Fahotana mahafaty izany. Avelao izy hiverina amin'ny tena vadiny ary atomboy pejy vaovao indray ny fiainanao

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg