Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
procédure divorce
Par: Minokely
Date: 22 juin 2017 - 09:58

Miarahaba anareo,

Ahoana kay rizareo ny procédure ana divorce?
Any amin'ny fitsarana no mandeha sa any amin'ny police sa avocat sa ahoana? Marihina fa zara mitovy no natao tamin'ny contrat de mariage fa za vonona ny hanome azy ny fananany rehetra! Tsy te hiady ela be za fa ny hisaraka aminy haingana dia hainga mihintsy no tadiaviko!

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: mitady faute
Date: 22 juin 2017 - 13:18

voalohany indrindra aloha dia manangona preuve enao hoe en faute ny vadinao raha ianao no mampiditra divorce satria divorce pour faute ihany no misy eto amitsika aloha hatreto. Karazana fautes acceptées en divorce:
- adultère
- abandon de foyer
- maltraitance et violence conjugale
- non remplissement du devoir conjugal: participation aux dépenses du foyer, à l'éducation de l'enfant, etc.

Rehefa mahita preuve ny iray na maromaro an'ireo ianao dia ny mora indrindra dia ny manantona avocat spécialisé en divorce. Ampidirina ny demande de divorce eny anivon'ny fitsarana, atao audition ianareo dia miezaka manao reconciliation ny fitsarana aloha, didina ianareo avy eo tsy hiaraka hipetraka intsony mandra-pivoaka ny didim-pitsarana.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: gggggay
Date: 22 juin 2017 - 13:50

tsy aleo v aloha odiana fanina na farafaratsiny demande de contribution de charge ftsn aloha no atao raha io ny procedure, mapalaelo b rah misy zaza maro an

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: Bekakana
Date: 22 juin 2017 - 14:02

Sarotsarotra ihany ny procedure divorce eto amitsika. Ankoatry ny voalazan i' 'mitady faute' eo ambony ireo dia misy fampihavanana in-telo vao tena voafafa ny soratra. Ary io in-3 io ary mbola milanelana aman-taonany. Ny tena kendren'ny fitsarana dia ny tsy hisarahan'ny mpivady mihintsy fa ny hieritreretany tsara satria betsaka ny entin-kafanam-po fotsiny hanao divorce. Etsy andaniny koa ny fitsinjovana ny hoavin'ny ankizy...

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: avokaty pour le peuple
Date: 22 juin 2017 - 20:26

izao atao

aza tonga dia mivatravatra hoe hangataka divorce fa mody hiareto ao aloha dia angony izay preuve azonao hangonina anatin'ny fotoana elaela, dia rehefa hitanao fa tokony ampy hampidirana demande de divorce, dia amin'izay vao miditra tribunal, fa raha entimpo enao no mangataka divorce, dia tsy ahazo na hiteny aza enao hoe tsy mila ny fananany sao dia izay no tsy hisarahany aminao, misy mantsy lehilahy te hanao sabotage fotsiny dia tsy ekeny tsotra izao ilay divorce raha tsy misy fahadisoana nataony, dia sady lany andro enao no tsy ahazo ny rariny ka aleo matotra tsara ny preuves vao mangataka divorce

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: afera
Date: 23 juin 2017 - 14:22

f amzao anie ono ref manambola d vita fona divorce sans consentement ny akilany e
marina v zany?

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: fusa
Date: 23 juin 2017 - 14:43

afera >> marina izany, efa nahita aho, tsy niandry 1 taona dia tafasaraka ilay mpivady. Avocat efa malaza be eto Tana no nanao azy.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: LOVE
Date: 23 juin 2017 - 15:52

fusa>Izaho re mba tena mitady avocat mahay koa @ ilay divorceko a,sao d mba afaka omenao izany avocat malaza izany?

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: zakonko
Date: 24 juin 2017 - 21:53

Za ko mba mitady avocat spesialista ana divorce raha mba misy afaka manoro

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: olona efa matotra
Date: 24 juin 2017 - 22:27

Minokely sy ny rehetra ,
Raha vao resaka divorce ,dia mila maka avocat na manana ny preuves rehetra aza raha tiana ho vita .Mila mandoa vola izany ,....Misy ny resaka convocation devant le juge pour la réconciliation hatrehan'ny roa tonta dia tsara koa izany raha miaraka @ avocat .Formalité tsy maintsy andalovana iny ,fa mazava ho azy fa ny olona vonona ny hisaraka raha mi accepté ny andanininy sy ny ankilany ,resaka non reconciliation izany ny procès verbal hisarahana devant le juge .Rapide ny fahazoana ny notification de divorce avy eo ...

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: aona
Date: 27 juin 2017 - 13:22

Zany oe tsy afaka mampiditra divorce zany fa satria leo?
Tsy manana preuve fa te hisaraka satria tsy hiara honina intsony? satria tsy tia intsony? lalina koa izany.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: LOVE
Date: 27 juin 2017 - 13:36

Ka izany mihintsy anie ry aona no hitadiavana avocat mahay eto fa tsy misy mety manome ilay akama isany ato e!

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: aona
Date: 28 juin 2017 - 13:45

Iny aho zany, tsy tiako intsony ny vadiko ( vhv aho).
Io vadiko io nefa dia tsy nanao an reto:

- adultère
- abandon de foyer
- maltraitance et violence conjugale
- non remplissement du devoir conjugal: participation aux dépenses du foyer, à l'éducation de l'enfant, etc.

Inona zany fa dia voatery aho hiara hiaina amn oul tsy tiako?
Za koa tsy te handainga sy hitady irika hampinana an ilay vadiko.

Miscene koa zany.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: recopiez le code
Date: 28 juin 2017 - 14:57

azonao alaina sary ny balitany dia aseho ny fitsarana ka teneninao hoe :

matériel incompatible avec WINDOWS 95
affichage : erreur, erreur , erreur , erreur
please eject immediately

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: aona
Date: 29 juin 2017 - 14:19

hahahaha...raha vhv ilay juge mahita an le sary, mety tonga de prononcer - ny ny divorce, de alainy ilay vadiko an.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: danzbe ko zany a
Date: 29 juin 2017 - 21:31

mi scene be nareo amle we leo anle vady e!!
fanga de tena diso fjery sa ni forcena le nanambady azy sa aona le???
otrany mampanontany tena kah,
hevitra taingina ny ahy fa mety mahomby:
manaova sipa de compareo avy eo fa lasa tinw be ndray iny vadinw iny any aorina any hihihihhi

zah ef nahita fa nisy nanenina tongotra amantanana mintsy ar saika hamono tena hihihi

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: kofy
Date: 06 juillet 2017 - 18:58

Ni sy cousin-nay nahavita nisaraka nefa tsy nisy nanao ireo voasoratra ireo izy mivady! Mila voaporofo fotisny hoe tsy possible intsony fiarahana mihaina dia vita! Asehoy mazava tsara amin'ny rehetra fa na inona atao, na inona hitranga dia miady foana ianareo ... Na koa rh ohatra ka hoe tena madio be, tsy mihodina, mahavita adidy tsara ny vadinao dia aleo indray ma ianao zany no miodina dia izay no atao motif ...

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: LO
Date: 09 juillet 2017 - 17:22

eFA nandalo teo aho ka nahazo lesona fa izao no conseil ko omeko anao

tandremo ny misaraka fa tena mafy dia mafy ny consequence avy eo ho an ny zaza tena nanenina tongotra aman tanana aho nanao io na dia teo aza ny probleme aleokoo izaho no mihafy noho ny zaza, @ zao fotoana aho manao izay azoko atao rehetra pour sauver mon foyer noho ny zaza satria tena perturbé ilay izy

tadiavo daholo ny solution rehetra : mijery psy, mijery pastera mijery ray amandreny afaka mananatra sy ny sisa

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: tssss
Date: 10 juillet 2017 - 09:26

aona>>>
Rehefa tsy tinao tsony ny vadinao dia mbola didina foana enao hoe "tiavo ny vadinao", dikan'izay dia azo terena ny fitiavana fa ny ambom-ponao tsy mety andefitra sy hitia zany no olana dia voatery mandefitra aminao zany hanome lettre divorce aminao. Fa izy io tsy ianao irery akory no angatahana hanao an'zay mitia zay fa nareo 2.

So de mihevitra enao fa enao no tompon'zany atao hoe fitiavana zany an.

Tsy raison valable hisarahana ny hoe leo fotsiny dia samy afaka miala, raha izany dia tsisy lanjany ny atao hoe mariazy sy ny fisoratambanambadiana, mijanona mpisipa fa aza miditra vady izany raha vao zay no tinao atao @ fiainanao.

Fanambadiana zany misy fandraisana fanapahakevitra manao eny fa hoe hitia ao fa tsy fitiavana nentin'ny rivotra.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: tsigane
Date: 10 juillet 2017 - 15:20

LO< marina izany

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: tsaraChance
Date: 10 juillet 2017 - 16:53

salama !

lehilahy ny tena

Tsy fantako na za no tsara chance aloha na aona fa ny ahy 6 mois dia nivaly d 6 mois azoko ny didy (ilay grosse io ) !!!

Nampirafy niaraka tam bandy kely ilay vadiko !! d niteny tamiko hoe ndao anao divorce ! fa za tsy nety mits !!

d ny efarany izy no nampiditra !! lazainy fa namono azy sns ouno za !! nefa dia lainga !! hihihi

d 3 semaines apres an zay , nakany am juge d nanao "conciliation" !! nony tonga teo d tonga d nasehoko an ilay juge daholo ny porofo taty amiko !!!

d 1 mois plus tard nandefa conclusion za niaraka tam porofo

d 1 mois plus tard apres nisy audience d nilaza ilay vehivavy fa tsy amaly dia niteny ny mpitsara hoe amin 1 mois plus tard mivoka ny didy !

1 mois plus tard ; nivoka ny didy !!

d 6 mois plus tard ; azoko ilay didy ! dia vita !!!

fa io zan revô misy anakiray migaffy hoe ts manaiky d na 4 taona aza eo foana !!!

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: aona
Date: 12 juillet 2017 - 16:11

Tsss> efa vita le mariazy e.

Satria manko nareo dé tena tsy mety leo an ilay vadinareo ao antrano ao mintsy.
Satria manko nareo dé tsy nahita oul tena mety amnareo nefa tsy lasanareo mintsy.
Satria manko nareo oul hendry be daholo.

Tena ts tompon ny fitiavana aho, ary noràràna mintsy aza tsy hanambady fa vao maika ni - insiste.
Zao aho manontany tena hoe maninona mou raha misaraka?

tsotra.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: Njoun
Date: 17 juillet 2017 - 10:01

gratte Fa saika hanontany an'ilay tomponà sujet aho???, fa firy taona kay ianao t@natao soratra????, angaha moa izy io tsy hoe lamban'akoho no fetra indray ka aina no fetra????, sa poulet de chair no notenenin'ny tao @firaisana tao???

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: tssss
Date: 17 juillet 2017 - 10:30

aona>>
Fa iza @nao no tsy nandalo anzany leo zany mihitsy, iza no lazainao fa tsy mba naditra, iza no lazainao fa tsy nandalo tofoka tanteraka, fa saingy katsahina foana ilay fitiavana hatr@ tena hoe tsisy azo atao intsony, alanenina farany zay vao misaraka.
Misy ange zany hoe mifamela heloka e, io no fitiavana ambony indrindra io, izay tonga @ io no tena manam-pitiavana, fa tsy ilay hoe enao nanao ny tsara taminy foana akory fa ianao ilay mamela ny heloka vitany.

Fa nareo zany mihevitra fa rehefa olona hafa dia tena hafa tanteraka ve. tssss, nanaiky hamela ilay vaovao manaraka fotsiny ianao de ohtrany hoe hafa fa raha namela ilay mahatofoka anao ianao dia hotsapanao fa iray ihany zany fitiavana zany.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: mandalondalo
Date: 26 juillet 2017 - 13:26

Dia misy hors sujet mihitsy anie isika izany e!
Resaka procédure de divorce no anontaniana dia resaka morales no havaly! Efa fanapahan-kevitra ny azy ny hoe hisaraka fa tsy nanontany izy hoe tokony hisaraka amin ny vadiko ve aho?
Minokely> rehefa vonona ny hamoy ny fanana rehetra ho azy ihany ianao sady maika dia manantona avocat mahay (misy spécialiste am zany divorce zany mihitsy) miaraka amin ny vola misimisy fa vita io! Ianao rahateo tsy hanisy olana amin'ny resaka zavatra hafa raha ny fahazoako azy! Bon courage!

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: zankonikoa
Date: 26 juillet 2017 - 15:29

fa tena tsy misy mahazo ve ilay sujet sa mody fanina daholo e!
procédure divorce no fanotaniana napetrany, za tsy mahay lalàna fa mbo te hitondra fanampiana fotsiny:

Miarahaba anareo,

Ahoana kay rizareo ny procédure ana divorce?
Any amin'ny fitsarana no mandeha sa any amin'ny police sa avocat sa ahoana? Marihina fa zara mitovy no natao tamin'ny contrat de mariage fa za vonona ny hanome azy ny fananany rehetra! Tsy te hiady ela be za fa ny hisaraka aminy haingana dia hainga mihintsy no tadiaviko!<

resaka civike io, tsy mandeha police raha tsy hoe misy vono natony anakiray dia manao plainte sy maka certificat medical atoa preuve motif de divorce!


fa tonga dia manantona fitsarana manao requête, soratana ao ny motif, zany hoe misy modèle ao @ fitsarana ao, dia atao jointe ireo pièce hanaporofoana, ohatra hoe adultère ve (mila sary, sms, copie zanaka @ sisiny, tsy fodiana antrano, ...) raha abandon de foyer dia mandeha fokontany manamarina hoe efa plus de sis mois ity daviko ity no tsy nody!

bref, mila preuve écrite daolo ireo motif hangatahaanao ilay deivorce fa tsy soratana fahatany, dia visé-chef fokontany na huissier, na olonkafa manana fahefana!

ampidirina aloha ilay demande, dia ampanantsoina, hiezhana hampiahvinana (conciliation io), mety imbetsaka ,avy eo, mamoaka didy ny fitsarana hoe tsy mety mihavana nareo fa aleo sarahina toerana aloha, séparaiton de corps zay!

avy eo, alefany fitsarana aminizay ny divorce, io ilay didy fisarahana! raha niteraka dia lazaina hoe garde ny zaza, sinon, misy pension alimentaire aloa iahny koa!

tsy mety ilay hoe vonona hanome anazy ny fananana rehetra ianao, fa rehefa zara mitovy, dia zara mitovy, raiso ny anjaranao na tsy tianao tsony aza, omeo an'i père pedro!

vita ny fitsarana rehefa tsy nisy nanao fitsarana ambony!moramora kokoa izy io raha mifanaiky dieny mialoha ny pivady fa hisraka ara-taratsy hoe tsy possible tsony ny vie commune!

farany: raha mitady avocat dia misy liste ao @ fitsarana ao, hoe avocat membre barreau de madagascar, dia ataovy tsatopiso izay hitanao fa mety hahavita anazy! ts dia mila spécialist ny divorce eto amitiska satria samy miresaka sy mahay daolo avocat, misy aza no tsy maka an'ireny fa mandany vola fotsiny!

ny tena antony tsy maitsy hakany anireny dia ilay hanaraka dossier any @ tribunal satria mandany fotona no mapivezivezy ny piasan'ny fitsarana!

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: ikotorandria
Date: 15 août 2017 - 21:46

Miarahaba
Rehefa inona kay no mahazo garde ny Ray raha ohatra zaza 2 taona latsaka?
Misaotra mialoha izay mamaly.

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: botity
Date: 21 août 2017 - 20:00

misy afaka manome anarana avocat na cabinet spécialiste am divorce ve azafady?

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: Zahvokà
Date: 21 août 2017 - 21:18

Botity avocate aho, afaka mandray anao

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: botity
Date: 23 août 2017 - 11:33

Zavoka> mametraha mail

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: LT
Date: 28 août 2017 - 01:55

Raha misy ny vola de mitadiava avocat tonga d mavita azy
Fa lay vadinao ko v te idivorce sa tsia ? Ra te iala ko manko izy d vo maika manampy le procedure ho rapida koko

Ary anontanio any avocat ihn Ra tena lay divorce ny mahamaika anao Manin ra manao faute mintsy enao e De mitono tena ? :D sa diso lalana b zany ? Oh oe za efa manana olontina miaraka amiko efa miara mipetraka zahay sns

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: NOUFY
Date: 28 août 2017 - 10:53

ikotorandria < ref lasa adala ny reniy vao mahazo garde ny rainy.....

rah za manokana aloha il faudrait me tuer pour avoir la garde de mes enfants a

Options: Répondre
Re: procédure divorce
Par: Rajemkely
Date: 11 septembre 2017 - 14:42

Misy avocat nanao n'y divorce-ko 3 mois d vitany.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg