Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: lehilahgasy
Date: 26 juillet 2017 - 15:00

Ho antsika te hahafantatra fa mapirafy ny vaditsika, lahy na vavy:
-lasa kizintina ao antrano refa resahina, mamorona fotoana sy asa ankoatrany mahazatra,
-mihomehy sy faly miresaka @ olonkafa téléphone tsy eo imasonao fa anaty fiara na miafina, ela firesaka @ ilay olona no sady manana phone maromaro tsy hainao ny numero;
-tsy tia kiainina no sady miova jejojejo ao antrano, mazoto manao fb sy milalao phone à l'insu nao; tsy tia miaraka @ eny andalana tsony fa mitady hevitra fona ho seul;
- tsy tia manao rapport firy ao antrano fa milaza reradava ny asa, be kizitina refa manao rapport no sady mandrevirevy eo ampandriana;tsy mahakarakara vatana eo imasonao fa refa hivoaka irery vo manao metimety;


dia reo no mba hitako ry zareo fa afaka manapy izay mahalala, maztoa mitsikilo dahol

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: Njoun
Date: 26 juillet 2017 - 15:30

gratte toetra mbola tsy nanan'ny vadiko ireo fa betsaka efa nataoko gratte

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: zendanabe
Date: 26 juillet 2017 - 17:09

lehilahigasy > Tsy ny mifanohitra @ ireo ve no izy mba tsy hahamailomailo ny ankilany ?

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: fidele
Date: 30 juillet 2017 - 00:54

Raha ny fahitako azy indray rehefa mampirafy ny vadinao dia :
- Manome independant anao ohatra hoe rehefa week end ny andro dia indraindray izy mi insiste ny hivoaka hiaraka @ny namany. Raha ohatra ka natetika niaraka manao week end nareo nefa tampoka teo nisy fiovana izay fa avelany irery ianao fa lasa foana izy miaraka @ny namany dia efa mahamahiana izay.
- Tsy manana patience : raha manontany azy ianao hoe iza no niaraka taminao omaly alina na iza no nantsoinao teo ka mampiseho fihetsika ratsy anao izy dia efa signe koa izay. Satria ianao juste manontany tsotra fontsiny dia efa mahana izy ka lasa mitroatroatra be @tsy ahoana.
- Manafina telephone : na antso na na message,... de mitsoriaka aingana izy mamaly mialoha anao. Indraindray mety normal ihany le izy saingy rehefa manomboka manisy password ao anaty phoneny izy izay dia mailo2 ihany satria mety misy olona hafa miresaka aminy ao ankoatra anao.
- Manao douche rehefa alina : normal ho antsika ny mandro avy miasa saingy rehefa tena tara izy miditra ny trano tsy misy resaka ataony akory fa tonga dia any @ny douche mandro dia efa tokony mailo ihany koa isika.
- Manao programme miaraka @ny namany : misy zavatra ataony foana na fivoriana ao am-piasana, anniversaire ny namana,...dia ny probleme @ilay izy dia lazainy hoe tsy afaka mandeha ianao satria natao ho any lela ihany ny fihaonana ohatra.
- Reraka @ny intimite anareo : Tsy mahazatra ny mahita lela manda sex izany , mety normal raha mitranga in-2 na in-3 fa rehefa manomboka fahazarana ny miala bala aminao tsy manao sex dia efa mailo. Rehefa miteny matetika izy hoe reraka, na occupe, ...dia efa mailo
- Fiovana tampoka ny fomba fitafy : rehefa hitanao fa manomboka mi inquieter foana ny resaka physique izy lasa manisy ranomanitra, lasa mihetsiketsika,...na manomboka manao regime mba ho mety2 ny vatana dia efa ao raha.

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: fetsiratsy
Date: 31 juillet 2017 - 11:57

Raha tena mpiady ny olona fa tsy amateur dia contraire n'ireo no ataony. Tsy manova fihetsika mihintsy. ny sasany ary vao maila lasa attentionne be. satria mora rakatra raha manova fihetsika
Ny telephonne accessible foana fa manana puce hafa na asiana anarana normal tsara ilay olona tiany fa ovainy ny anarana.Mifanarka tsara rizareo tsy mifampiantso @ ora tsy mety na week end

Ny ahafantarana azy dia rehefa manao ratsy hita foana.Anjarananao fotsiny hoe mety aminao ve ny mahafantatra dia mikorontana sa aleo milamina tsy maka lagy

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: domabe
Date: 02 septembre 2017 - 12:33

Ny ahy alo de tena ts arako .asa na tena domabe za na izy no henjana fa tena mahatambitamby ahy izy. Tsis fiovana n'a am lera fodiana aza. Ndraindray izy no milaza f mba hivoaka kely hiaraka am namany , de ts miola za kay in y adiny ray kely iny ahavitany mission b .Ny namako efa mba manao resaka hafahafa mba ahalalako f le fihetsiny ao antrano n'a ao ampandriana tsy miova de milamina za. Efa 10mois na 9mois après za vao maharaka. Halako mintsy n'y tenako ndraindray. Efa maharaka daholo ny ol vao kopy za.

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: Dondrona
Date: 02 septembre 2017 - 13:28

Ny an'i Fetsiratsy sy Domabe no afangaro dia tena marina ireo ,zavtra efa niainako mantsy .

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: goouzzz
Date: 04 septembre 2017 - 14:04

ho anay bandy (valable @ sipa koa) efa nampirafy efa hatramin'ny mpisipa ireny tsy tratra izany satria efa pro @ io taranja io

le donenitra be mianatra mampirafy ireny ihany no tratra satria manova fihetsika

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: Eedrey
Date: 06 septembre 2017 - 09:18

Tsy misy marina tsy hipoitra izany fa ny mpandainga dia Mbola ho afatotry NY laingany ihany.
Signes kely tsy ampoizina dia ampivoaka ny marina rehetra fa aza miasa saina mitsikilo akory,Atra ao ambony ao no hamaly ny atao rehetra

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: maharary saina
Date: 06 septembre 2017 - 14:11

Raha izany no eritreretina dia toa mitombona daholo fa alao tsy iasana saina fa mamparary ny lohe. 5 mn monja nge re olona def ampy ammitahan'ny vadinao anao e. Any amin'ny birao izy de ny Directeur sy ny sefo no mihinana azy. Na mafy otran'ny inona zay dia MIJOBOKA ihany tambazany vola, ampitahoriny horoahana sns ka tsy hay izy ity fa dia ny maso no POTSIRINA rehefa mahatratre. Io koa nge tonga amin'ny le fiteny oe kapaitsihitafery re olona ô. Ra atao nefa ny Probabilité de mety ny sipa no tena mpamitake

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: KIVYB
Date: 12 septembre 2017 - 11:20

Vehivavy no manoratra, Ny vadiko dia mampirafy ary tena gaigilahy tokoa,mora fantatra, ireto ary santionany sao mahavoa ny hafa any ho any ka mba misy hahaizana azy:

- manana téléphone miafina any anaty fiara, mody tsy taitra izy ao antrano fa mipetrapetraka ny phone ary refa maneno dia mody ny ankizy no irahana,

- manana compte fb miafina, ary amnio no itadiavany sipa, contacter ny tsi11 am le phone miafina amzay de ao samy mandefa sms sy appel ao ; mahagaga fa tsy anaty repertoire daoly ny nom fa tadidiny tsirairay satria izy dia hainy ny mampirafy vehivavy fito samihafa be izao (en province ny sasany, ny hafa ao tanà refa izy manao mission, ny tena kilalaony dia eto am province ipetrahany)

- be geste be ary mampiady loko akanjo sy kiraro, manitra be fona mivoka,

- rehefa mba anontaniana dia mody mitrerona, mody sorena

- madio fona lalandava ny volo ambany, rehefa anontaniana dia oe mafana ny andro dia masiso ka tsy maintsy esorina

- karakaraina sakafo maraina, eo ny thé sy mofo, tsy rarahiny fa mangatsika ho azy, nefa vers 10h izy mifanao ftona any ho any manao gouté, rehefa ts anaovana sakafo maraina amzay de le vady no omena tsiny fa tsy mahakarakara !

- mande mission tanà de mody oe ts te hivantana aminkavana fa be course sady manahiran'oul, hay izy ty accompagné somantsara de rehefa miantso azy de lasa miova ny fomba firesany ts otran miresaka amiko isanandro avy de fantatra be oe misy oul miaraka aminy ary dia mandany vola amina hotel restau mihitsy !

- ovaina ny anaram-bady rehefa miaraka am sipa, amzay rah miantso de tsy kôpy ny sipany, adino ny manova ilay anarana rehefa mody de anontanina de mody izy ndray manao vava be oe olona ato antrano ihany nanao io

- na tsy ovainy ny nom fa ataony liste noire, messagerie fona enao miantso azy, de mody izy ndray no be vava be oe tsy mirarà azy fa misy mahavariana angaha !

- rain'ny LAINGA , sady mpanaratsy vady, hita ao anaty sms daholo izany

Options: Répondre
Re: liste hitarafana fa mapirafy anao ny vadinao
Par: KIVYB
Date: 12 septembre 2017 - 11:25

- rehefa manao RS dia tena zara rah misy prélim, , hita mihitsy oe tsy mazoto fa mody manovokovoka ery ! rehefa jerena ny quantité mivoka eo zara rah misy satria efa lany tany ivelany !

- mifanoroka tsy misy intsony, nefa refa ao am douche tsokiloviko dia jerijerena am fitaratra atram nify oe madio ve , manao fihetsika miteny irery mitsy !

- miova hatramin'ny fiteny ao antrano, lasa manaraka ny fomba fanaon rakala ivelany

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg