Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 28 juillet 2017 - 12:02

Vehivavy 30 taona no manoratra. Raha ny fihevitro ny tenako dia tsy misy tomika tokoa (endrika amam-bika, fahaizana sy fahalalana, toetra sy fanahy) ary dia maniry mafy tokoa ny hanambady lehilahy mifanentana amiko. Ny olana nefa dia tsy sahy mitia célibataire intsony ahako (déception, mijery ny mahazo ny vehivavy sasany sy ny toetran'ireo lehilahy tsy azo antenaina, sns) any ka lasa niova fanao amin'ny fitadiavana sy fisarihana lehilahy mba ho tojo olona azo antoka sy misy antenaina am ho avy. Aleoko ireo efa misy olon-tiana na manambady no sedraina dia dinihina tsara ny fihetsiny sy fanaony ary rehefa hita fa tsy mora roboka sy adalaina dia azo heverina fa lehilahy tia manaja vehivavy.

Tojo tovolahy toy izay ahako taona vitsivitsy zay. Tena lasa any aminy tokoany foko ary tsy olana na efa nivady tam lay olon-tiany aza izy. Vao maika mampiredareda ny faniriako ny mamisavisa fa ny tenako no anoloin'ny vadiny. Ataoko daholo izay fomba rehetra hamingananany tokantranony (fitsikilovana, fanasana ati-doha am réseaux sociaux, fampiadiana) ary dia tena lasa motivation-ko isan'andro ny handatran'ilay vehivavy, tsy ho leo ve izy ny farany ka ho lasako moramora ilay vadiny. Efa niteraka izy roa fa tsy mampihemotra ahako velively.

Ny fanontaniako dia hiandry foana io olona io ve satria efa very tao ny taona vitsivitsy sa mety ho sahirana avy eo raha sanatria antitra eo an-piandrasana azy eo, ny foko rahateo dia efa babony tanteraka, tsy mila olon-kafa mihintsy koa hatreto.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: andrekakyo
Date: 28 juillet 2017 - 16:17

O re olona e! variana dia variana ahako mamaky ny post-nao ry ADYANJARA, ianao milaza fa tena filamatra am rehetra, indrindra toetra sy fanahy, dia mamotika sy mangalatra ve no mba fomba hitanao hanatsarana ny fiainanao, fa naninona loatra. Efa tsy mahamenatra intsny zan zao ny mandrombaka ny antànan'olona ity?!!!!!! gratte.
ra hitanao fa mety tokoa zany dia mahandrasa e! nefa salam tô mahatsiravina be zany hoe miandry sisan'olona nefa ianao ty toa tsy misy tomika. Tandremo fotsiny sao miandry an'i Paoly eo ka lasa vieille demoiselle basin'arifito, tsy takatrin'ny tsy malahelo nefa tsy tian'ny mpanana. Anao no mamisavisa.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 28 juillet 2017 - 16:54

Tena misetrasetra sy tsy matahoatra ny hatahorana ianao ry adyanjara.
Mba meteza ianao ray minitra eo amin'ny toeran'io vhv io hoe raha ianao no misy manao toy izany ve dia tena zakanao. Raha ny fihevitro tsy ho tantinao. Nefa tadidio fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina, enga anie ianao tsy hoe sendra olona salam nao izao refa atsy aoriana kely atsy na lhl hafa aza no hiaranao. Ny ratsy atao amin'ny hafa mantsy raha tsy hiainana tsy tsapa ny ngidiny, bonne chance ary koa

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: tsyekena
Date: 28 juillet 2017 - 17:12

Din!!!!!! ahoana koa zan!
hotran'ny mangalatra rehetra ihany anie zany e, vao maika aza loza satria fiainan'olona no potehanao, ty tena be ianao sady tsy misy conscience fa to vo maika mampirehareha anao ny fanaondratsinao. Rha za no eo am toeran'io vvavy io dia ataoko maivoka ianao, c'est de bonne guerre, ny tokantranony ve potehanao nefa izy tsy naninotsinaninona anao akory fa dia hoe mety amiko io lelah io fa mety hanova ny fianako sy hanoreko ny hoaviko sy hoavinjanako dia anahako. Efa lasa lomorina tokoa ny toe-tsaina ankehitriny

Dia gaga tokoa ianao

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 28 juillet 2017 - 17:32

Lhl no mamaly, sady célibataire, raha ny fijeriko indray, raha nahita vady sahaza azy io vhv io sady celibataire no nalainy, inona kay no olana mety tsy hahitanao, tena sur ve ianao va top marina tokoa?? raha izany dia omeo num ahako fa za koa anie mba norma tsara salam nao ary mety ho za lé olona nofisinao hatrizay. Sady io bandy vadin'olona io anie mety tsy goutny akory ianao, ahoana raha miandry folo taona eo ianao nefa avy eo tsy ianao akory no ho alainy vady ho solon-dramatoa, tsy perte ve ianao niandry andrazaka tsy hivalana teo! eritreritra ihany ny ahako ka aza misalala manome num na mail dia asivo sary hoe jerena ny patiny, hihihi

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Dadatoa be
Date: 28 juillet 2017 - 19:46

Ry Ragaby izany koa toa miandry mahazo fotsiny ,efa mazava anie ry ise fa tsy mila celibat izy e ,hors jeu ianao e .
Izao retsy no izy ry Adyanjara a ,tsy nareo vhv ihany akory no miady an'izany fa na ny lhl koa ary ,izahako dia vonona hiara dia amin driko ,efa manano tena aho mantsy izao ,dimy taona lasa izay no nandaozan'ny vadiko ahy ,lasa nody any amnin'ny ray izy .
Ny ankizy efa lehibe ,dia izahako sy ny mpiambina sisa no ato an tanàna ,soa fa maro anaka le io ,dia ireo no mba namako ato ,ny tanàna dia lehibe indrndra moa ny trano ,ety Ambohibao no misy ahy koa diniho tsara ,dia mifandray eto foana isika hahalalàna ny tohiny .

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 29 juillet 2017 - 10:50

Zay ary koa, ry dadatoabe isankarazany sisa no hisafidiananao atsy ho atsy refa niandry an'i Paoly teo. Afaka folo taona ianao efa tsy lany match intsony ho an célibatair, ny tanora maintso volo koa vao maika miakatra. Mbola au top lavitra no ianao raha tena zay tokoa ianao.
Sa kosa ve ny hevitrao sao lasa dadatoabe manany tena ve lé bandy io atsy ho atsy dia raofina fotsiny. Sssssh, bandy nôfa ihany kay lery koun, sipa namotika ny tokantranoko ve dia mbola hasiko vidiny...
Aza adino ny manome contact refa saina tonga an! Anao ny safidy.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 29 juillet 2017 - 11:57

Misaotra anareo rehetra namaly na mety amiko ny valiny na tsia.
Tsy mora anie reto lé efa maty amin'olon-tiana ka hiemotra indray e! Efa betsaka ny ron-doha sy fotoana veriko taminy. Za dia tena mino fa io lehilahy io no ho aviko. Tsy mety tia olon-kafa intsony ahako. Manahirana be, mba koriko ihany koa ahako hoe miandry ny sisan'io kalamanga kely fa atao ahoana e!

Tena tsy nampoiziko koa hoe tonga dia sérieux ilay bandy io ka tonga dia hivady aminy raha tsy izay mba nantoniko matetika ihany izy tam reny fotoana ireny. Ny nenina tsy aloha fa aoriana handatsa. Henjana tokoa ny fandidiana suicide

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 29 juillet 2017 - 11:59

Aleo am fotoana manaraka fa tsy zakan'ny saiko zany hiafara am dadatoa be zany kacry

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 29 juillet 2017 - 12:02

Ragaby, ianao kosa dia manakivy be foana satria ny masaka ao an-dohanao efa hafa mintsy. Hita eo, aleo tohizana ny efa natomboka

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: andrekakyo
Date: 29 juillet 2017 - 14:09

Mila mandiny tena ianao ramatoakely fa misy tsy normale ny fombanao.
Lasa resaka ny casnao refa tafahoana tam reo namako manambady aho.
Dia hoy zareo hoe toetra tsy milamina ny an'ilay vvavy. Fa angaha moa dondrona daholo ny hafa ka tsy afaka nanao an'izany ka dia tokantrano potika sy rava be dia be mbola betsaka lavitra noho am zao raha hanao salamnao daholo ny rehetra. Ary na ianao koa aza ho victime rahefa atsy ho atsy raha izany tokoa

Farany moa hoz'ilay sipa iray zay hoe mila psychanalyserna kely zany fa tena tsynorma.
Asa tokoa hoe inona marina ny nahazo anao fahiny no dia lasa extrême be ianao am fitadiavam-bady. Ray niteraka naditra sy nampijaly reny ve ka lasa traumatisme...sa déceptions en série na déception iray henjana be, asa, ianao no mahavaly aza.

Nefa kosa tadidio fa tsy hoe nijaly ianao dia mampijaly olon-kafa no vahaolana satria tsy hiarina ny fiainanao raha izany, ho lena foana ianao ho ela na ho haingana.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: LOL BE
Date: 29 juillet 2017 - 14:13

Hahaha.... hay moa izay ilay izy!.... Tsy te hiafy sy hanorona fa tonga dia hitaingina ny vitan'ny hafa fotsiny????..... Tsy ianao no voalohany manana io heritrerita io. Ary tsy ianao koa no ho farany fa izao ihany atao an-tsaina: Raha tsy vonona ny hisaraka ny ao an-trano, dia miandry vasoka eo ianao. Dia izy manohy ny fiainany ihany. Mitombo ny ankizy, mitombo ny harena.... ianao any ivelany, miandry, mandeha koa ny taona, dia lasa vielle fille eo raha tsy mitandrina.... Sady ratsy reputation, tsisy haka vady intsony fa mpangala-badin'olona...
Raha toa ka tafasarakao ry zareo. Efa niteraka hoy ianao. Ho lasa eo @ placen'ilay vady ianao eto. Ka raha antsoin-'ny reni-janany izy fa marary ny zanany? ho tantinao? Ny fianakaviany hankasitraka anao mpangala-bady???? Io zanany io ho tia anao, indrindra rahefa hahafantatra ny tantaranao nanakotaba ny reniny???
Vao miditra ianao izany dia efa ho be fahavalo. Sao dia ho sahirana lahy e! ity fiainana ity anie ka lakalaka e. Tsy dia azo sangiana be loatra ka sao dia ho kaikerin'ny amboa kely tiana e.... Ny nenina tsy ho eo aloha hananatra, fa ao aoriana handatsa e!

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 29 juillet 2017 - 14:27

F'inona, efa mitsakotsako za ty fa tsy hita e!!!!!! Aiza intsony ny efforts be sy fotoana very tao. Ny "ego" moa manginy fotsiny fa na izany aza tsy mampihemotra zany ry lolbe an! Za ampy traikefa am resaka manipulations, manaiky ahako daholo reo ny farany. Efa mipetrapetraka daholo ny stratégie. Loso ty, tsa mipody koa.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: andrekakyo
Date: 29 juillet 2017 - 14:41

Kay ve e!!!!!! Dia inona fotsiny zany no hanadalana olona eto sa te hampiseho hoe za no tena henjana...Raha ny fijeriko ny profilnao dia MPN ianao. Eny am-boalohany ianao dia efa dedaka be hoe tsy misy toa anao, tsy misy ethique am fomba fiady ary tsy menamaso mi-manipuler ny manodidina ary tsy manana conscience akory ianao hoe zay satria lalim-paka be aminao lay izy.
Mahereza fa aretin-tsaina somary manahirana be io. Ho sahirana zay hiara-miaina aminao moi

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: LOL BE
Date: 29 juillet 2017 - 14:43

Ndao ary koh!.... Ianao ihany no hizaka ny taolam-be any. Ny ambiny mitazana fotsiny. Ny manpulation ok! fa ko raha tsy adala sy tsisy saina ny manodidina anao koh! ny olona mandalo no afaka azo amin'izany. Fa na ho ela na ho aongana, tsy maintsy mifakahafantatra toetra eny foana, ka asakasakao. Tantarao aminay eto ihany ny tohiny... Fa ny fiainana tsisy fitiavana tena marina, mivika ihany @ farany.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 29 juillet 2017 - 14:52

Inona lé MPN dia ahoana koa zany aretin-tsaina zany, za normale tsara fa aza mifanao an'izany kosa

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: andrekakyo
Date: 29 juillet 2017 - 15:00

Manipulateur pervers narcissique, jereo hatram farany ty vidéo ty dia mety hazava aminao. Raha mbola tsy mahatsiaro tena ihany rehefa vita zay dia tena efa tafalatsaja lalina be. Mahereza.

https://youtu.be/dfGJnQGrG5w

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Dadatoa be
Date: 29 juillet 2017 - 16:55

Adyanjara
Izao retsy no izy a ,tsara izany miady hatramin'ny farany izany,ary in driko moa milaza hoe ef misy tetika sy paik 'ady isan karazany .Raha misy izany ihany retsy ,tsy aleo ve hisantarana lalam baovao sy handraisan olom baovao ,toy izay hiadiavana amin'ny olona iray ,eritrereto ihany ,fa i Dadabe eto foana ,na tsy izy ary no mety hahavotra an driko ,dia mety hisy olon kafa ,ary mino aho fa tsy maintsy hisy ny ho tia an driko any ho any .

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: RANY
Date: 29 juillet 2017 - 17:04

Zà maka anao e!
Anao koa ny vatana ka hisy afaka haninona izany ireo miteny ireo.
Sao mba mahazo tour koa avy eo. Sady tsy ianao irery koa moa no mpanao an'io ka mba mampitombo isa azy ato.
Ny anay moa handoa vola aza atao, ka zà ve hiteny hoe efa manana 2 3 4eme bureau.adult

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: tohizonyady
Date: 30 juillet 2017 - 00:14

Tsy hitako izay probleme @izany rehefa tinao de tohizo ny fiarahana rehefa ilaozany omby mihahaka eo ve tsy hiala hitady vadin'olona hafa indray. Zavatra be dia be ny bandy efa manambady azo jonoina sa ahoana plenty fish in the sea hoy izy ny anglisy.

Ka tsy hitako izay manahiran'olona @izany samy manana ny tiany io tohizo foana ny ady adyanjara a tsy ho azonao eo foana ve rehefa mihanahana le sipa any tandremo indray ary sao ianao no votsotra eo ka miverina mitaraina eto @ny forum hoe inona no ataoko ry zareo. Samy mizaka ny jinjainy ny tsirairay de anao no safidy.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 30 juillet 2017 - 10:39

Mankasitraka anareo mpanohana e! Tsika milay ka mahatoky valera...na dia battue manambony moral aza matetika hozy ny mpivanivany zay. Atao ahoana fa efa tafiditra tsy afa miala intsony sady hoaine mbe raha vo milefitra satria efa nipoerapoera be hoe tsy maintsy azoko io, sarotra be ny hiverin-dàlana, lasa zao indray!!!!!up

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: tsyekena
Date: 30 juillet 2017 - 11:00

Sady tapa-tsinay ahako ato no variana manaraka ty sujet iray ty. Misy zany ny vvavy be valera fa kay specialiste fotsiny am ratsy, efa tsy misy conscience intsony hoa. Ry adyanjara, raha tena milay ianao, maninona moa no tsy misy llahy valable zakanao. Izay no fototry ny olana fa tsy ny ditran-dehilahy. Ary za dia mihevitra fa samy maditra ny lehilahy saingy ny ireo vitsy azo lazaina fa miezaka ny ho valable dia potehin'ireo vvavy tsy matao tody salamnao zao. Tohizo ny hadalàna fa mety aminao. Samy miloloha lanitra tsika dia aleo Ny Avo no handinika ny asan'ny tsirairay. Zay ny tsy hanaovan-dratsy eto an-tany mantsy. Raha tsy zay mba tsy nisy sahirana daholo ny amibny sisa. Tohizo ny dia...

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: misiasaina
Date: 30 juillet 2017 - 12:51

Mb misia saina ry ADYANJARA... matoa eneo mbol celiba a 30ans zan d mety vevav tS d mis ilanaz f mety hoe varina mjery fitaratra fotsiny d midoka tena ho tsara.... raha zao no mb toetsainao d minoa ahy marimarina enao f ts vevavy hotranao no hanarianle lelahy ny vady aman-janana!! Dia ts hitsaha-mitombo ny ftona laninanao hanakorotanana ny fianan'olona..Amzay ftona zay enao dia hamorona sujet vao2 hoe " VERY ANJARA" lol b marna tony vavy antitra tony

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 30 juillet 2017 - 14:03

Tena tsy milamina tokoa ty sipa ty. Raha mirehareha izy fa tena tsy misy tomika fa ireo manambady rehetra ieeo dia tsy milay sy tsisy fotony daholo, mba misariha hoe lehilahy celibataire dia vadio, eny fa na vadin'olona taloha aza, dia mbô jerena eto afaka fotoana vitsivitsy. Efa hitako sahady...

Io dia izao samy mirehareha daholo refa celibataire hoe tena raitra, saingy tadidio fa la roue tourne, refa tafiditra ao anaty tokantrano vo hita fa kay tsy dondrona ny vehivavy sasany fa kay misy zavatra tsy hay io raha tsy efa ao, na mahay theories be fahazato faharivo ianao, na narcisse be tsy roa aman-tany. Ny tours de manipulations mety ho solutions fa temporaires e!!!!

Asio pratique aza hoe jerena dia am zay hita eto fa tena hanaovanay antibavy sujet hoe lol fa zao sisa e! pire no ny hafanin

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 30 juillet 2017 - 14:17

Za hoa tsy hi-abandonne zany fa nareo koa, za zay mintsy, be saina be, sady favy be lavitra noho nareo rehetra, anjarako io bandy io dia tapitra, zay tsy faly mibontsina.
Sady za ngaha mety ho antitra zany, resaka zany vieille fille sy ilaozan'ny omby miahaka zany. Ils seront toujours à mes pieds ses hommes et surtout celui en question, un de ces quatre, j'espère...déterminée jusqu'au boutcombat

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: tsyekena
Date: 30 juillet 2017 - 15:17

Tenamarina ny anao ry Olyra, reto sipa tanora maintsovolo (raha mbola azo lazaina an'izay ry teloplo taona satria ny tanora lavitra tsy mitsaha-miakatra yees) tena mihevitena ho tena zavatra, indrindra fa ianao ry Adyanjara, mino ahako fa voajerinao ihany lay video fa dia tena tsy tonga saina ianao tokoa ianao satria raiky tapisaka aminao lay toetra, eny ary koa, tohizo ny ady dia ho hita eo.

Isika vvavy efa casées sady manantsaina indray kosa no hitodihako, aza mandany fotoana intsony am olona toy itony fa tena tsisy hazon-damosina intsony.

Il faut parfois etre selectif dans ses combats et eviter de oerdre du temps pour les cas perdus de ce genre.

Mila miaina fa lé fianana en theorie sur internet tsy mamolavola araka ny tokony ho izy.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 30 juillet 2017 - 15:30

Mampme tokoa nareo vehivavy reto, lery any zay tsy miasa saina akory na indray mipi-maso an ty sipa obsédée ty satria raha za bandy ty no salam zay ka tena hoe lafatra io tompna sujet io, efa nisariko zoro ihany angamba, ka na lery tsy taitra fa ianao no manao film dia miseho ho henjana noho ny tena izy na efa tafaraka nareo salam zay dia tsy misy ty sujet ty.

Tena salam mampitahotra ihany aloha lay profilnao fa gaigy be raha ny bandy no sendra sipa miketrika hafahahafa be salamnao zao. Tena mifezaka ihany za fa aoka ihany lay contact na tsy poinsa aza ny am lery. Aleo maka sipa tsotsotrement cool, milamina ny saina, dia ianao bon courazy

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Thérapie
Date: 30 juillet 2017 - 20:21

Miseho milay be ilay nanoratra. Normal raha 30 ans tsy misy maka vady, mirefarefa @ tany ilay toe-tsaina. Matoky valeur koa lehilahy manambady no hiarahana @izay koa manao hevitra rehetra hanimbana tokantranon'olona. Matahora an'Andriamanitra, zakanao ve raha indray andro any ravan'ny vehivavy tsotra izao koa ny tokantranonao. Tadidio fa tena misy todim-pitiavana io. Inona moa izany ny mbola hangatahinao hevitra eto @ forum nefa hainao ny ataonao sy miseho anao be loha? Manaova aloha thérapie kely, sady tratry complexe de supériorité. Aleo koa tsy miady hevitra @ olona ohatra anao fa manambany tena, mahalala menatra sy tongava saina.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: bekakana
Date: 31 juillet 2017 - 09:24

Mandiniha tsara ihany, fa zahay lhl anie ka vitsy izany mandao vady aman-janaka amina vhv hafa izany e. Resaka revy sy peka fotsiny tsy handaozanay ny tokatranonay zany...
Aza de mahery manao ariary zato am-pandriana loatra amizany vadin'olona izany. Sa fantasma ilay resahinao ry Adianjara?choc

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Psy
Date: 31 juillet 2017 - 13:33

!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
andrékakooooooo,
Avelao ny vadinola ry kala macourela ty a! mapalaelo ana lé tompobady any.
Sady na fomba fiteninao bordel b, vevavy tsy manaja tena.

Karazana vevavy otrnao zao mintsy no masa manao ody fitia, ka andrava tokatrano.

Salope va

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: B i o
Date: 31 juillet 2017 - 16:53

Manamafy ny tenin'ny psy aho ,may @ izay mahamay anao ianao ,ka ho vitanao raha mitohy izao ( Raha Tsy nefa manao ianao) ny milalao fanafody gasy ka ,mety hifofo ny hain'ilay tsy manantsiny ,tsarovy fa mananjanaka izy Ary Tsy naninona anao ,Tsy hiteny intsony aho fa ianao intelligente,(fahaizana,endrika aman bika ,toetra sy fanahy...)Ka mba asio limite-ny ihany.
Hivavaka ho an'ilay tompom-bady aho.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: rangotra
Date: 31 juillet 2017 - 17:50

Otran mapte ino be zan ty tantara ty ...rakalakely milaza fa enjana be sad any amny dol ny atout retr retr,,, ka zay ef taona vitsivitsy neraana zay ve de mbol ts azo iany ??

aza de mijery serie be lotr fa mapivika reny

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 31 juillet 2017 - 18:30

Zay hoa ny mahagaga, sipa salam zany tokony ny bandy no mihazakakaza manambitamby azy, hiadivana mintsy aza.

Aiza ny marina?

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 31 juillet 2017 - 18:47

Juste pour rire fa lasa sérieux be ty nefa lé tompona sujet to salam mananihany fotsiny eto. Misy miteny etsy ambony hoe makourela. Za indray miteny hoe y a trois types de @#$%& dans ce monde
1- La langue de @#$%&: celle qui débite des méchancetés à longueur de journée, elle est pénible mais pas gênante.

2- La @#$%& trottoir: celle qui tapine à sec dans la rue toute la nuit, une femme de petite vertu mais qui a peut-être un rôle social à tenir en fin de compte.

3- La @#$%& dans toute sa mentalité: bien déguisée mais qui n'a pas froid aux yeux pour briser des familles tout au long de sa vie...la pire de toutes, vu les dégâts qu'elle cherche à occasionner.

Alors y a @#$%& et @#$%&, certaines cumulent parfois, d'autres font les deux et la moins pire, elle pourrait l'être parfois dans son langage, quand elle est en mode PNLninnin

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: tsyekena
Date: 31 juillet 2017 - 19:04

Aok'izay re reto fa misy dia olona tsy hiova zany intsony na ahoana na ahoana anatra atao eto am tony forum tony. Mitovy am lehilahy sy ny adalàny ihany io, efa natiorany dia raiso am zay rehefa mahay manaja sy mikarakara anao sy ny ankohonanao izy, ny any ivelany indray, avelao ny hanao ny ataony ny vvavy maivan-doha fa tsy manova inona ireny, ny fianana no hananatra azy aoriana kely ao. Zay foana no fiteny ny nenitoako, izy mivady nifanaraka tsara hatram farany, lamban'akoho, na marobe reo vvavy nanadala sy nanakorontana, tsy nampihotsona ny tokontran'izy mivady satria tsara fototra. Ny filan-dehilahy isan-karazany tsy ho tapitra, efa zay foana hatram taloha ary mbola ho izay foana. Mananatra anay làlan-dava izy ary dia lasa modely.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: anjaranao za
Date: 31 juillet 2017 - 19:32

Adyanjara>>>>
aza miady intsony ndry fa za no anjarandry, novakiko daholo ireo message ireo fa tena mety raha tsika sy ndry no manohy ny tantara, marina eh, tsy hiresaka betsaka aho sao misy mandika vilana fa tsy maintsy ataoko izay ahitana andry, mimamina ndry raha tafarka isika, tsy maintsy hiaona isika ,

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 31 juillet 2017 - 20:33

Siora mintsy!!!!!!!
Ny olako kely fotsiny dia mbola any aminy foana ny saiko fa na ianao io aza mbola manonofy ahako hoe izy no manao proposition. Gaiby be oeuf.
Misaotra ihany na izany aza.

Ary tena mety hiroso am lé odifitia ihany ngamba za io, zay sisa no hitako mety. Nefa handaitra ve?!


Nareo mpanakiana indray kosa, tena serieux ty sujet ty ary tsy mora lay izy.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 31 juillet 2017 - 21:51

Gaiby be marina lé obsessionao zany.
Tandremo sao lasa mivoak'alina ny farany.

Jereo zay tena anjaranao ry neny fa sao ho simbasimba fatany am tsisy dikany.
Bandy za no milaza anao an'izanyrock

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: TORIKO
Date: 02 août 2017 - 10:03

Aza tratrako enao na ananako preuve kely fotsiny, ka ny oe ny vadiko no ianarana ilingilingina fa tonga toriko d aleo itsko mangahazo any enao mandinika tsara

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: psy
Date: 02 août 2017 - 12:05

* TORIKO

Zan mintsy no sahaza an ireny vevavy tsy manan tsaina, tsy matao tody ireny. Manana toe tsaina mirefarefa antany.

Tsy mahagaga io tompon sujet io ra tsy nisy naka vady, vehivavy tsy faka vady mihintsy.
Mapomé lé toe tsaina sady pathétique,

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 03 août 2017 - 10:08

Manakiana, manatsafa, manakivy, mampitahoatra, mandrahoana mihintsy dia inona koa...
Tsy misy mampihemotra ahako izany. Ny hevitro efa tapaka.
Mba te hiresaka sy hamboraka ny tsy tantiko no handehanako eto.

Mpivady zany mety hisaraka ihany koa tsy aleo vitaiko dieny izao mba hanaovako ny fiainako toy izay ho lasan'olon-kafa atsy ho atsy, zay no tena tiako ambara.

Ka inona no tsy mety am zany hozy nareo? Za ve no marary saina sa tsy izay ny zava-misy am zao fotoana zao?

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Njoun
Date: 03 août 2017 - 10:19

Aza maka ny anjaran'olo nama a, tena marina fa tsy maintsy manody foana anie io na ho ela na ho aingana.

gratte Sa nareo tsy hiteraka???? gratte

Tsy aleonao mitsimpona eny @sisin-databatra ihany aloha ve???

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 03 août 2017 - 10:25

Efa niandrasako tsara ny valin-teninao na efa manakaleo be aza ny mifanditra amin'olona be loha tsy azo akisoka salamnao.

Tsy maintsy hisaraka ve satria nahoana? Fanambadiana zany "des hauts et des bas" tsy anjaranao no milaza na mety na tsy mety ny fiainany. Sa ny mpanao sikidinao mo manome toky fa tsy maintsy ho rava io?

Matoa ianao adala be amin'io bandy io dia satria olona azo hitokisana sy milamina io lhl io, ary matoa izy tsy mihevitra ny hisolo vady, fantany ny valeurm-badiny.

Ny fahitako ny hevitrao dia izao " tsy ho faty ihany ve re olona rahatrizay, ka tsy aleo ve dieny izao dia mamono tena" dia atomboy aminao hoe....ahoana????gagabe

Za tsy psy fa nisy cas toa anao indray andro tamina emission télé dia hoe "érotomanie" no filaza an'ilay obssession.Fa ianao zao tena miaiky fa mbola tsy ianao koa io.

Tsy laitran'ny balan'ny fananarana ianao fa aok'izay.
Ataovy zay tianao dia eo mahita izyconfus

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 03 août 2017 - 10:31

Za koa aza sady sondriana no liktika am resak'ity sipa ty.
Efa tena lasa lavitra lay delirany, tena tafalatsaka lalina tokoa izy ary tena convaincue be hoe ho tia azy lay bandy.

Ny fihevitro am mahabandy ahako: tsindry sy rediredy ny azy no betsaka.

Aza mba sendra sipa salam zao fa tena giravy beeeee.
Tsy hay na aretin-tsaina na mody adala.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: psy
Date: 03 août 2017 - 11:39

Ajanony oa io môly io, hahaha mechant

... Dé aona izy ao ry kala *Adyanjara
Efa azonao ian ve lé bandy, efa ela izy zan an. HAHAHA! Mba invitéo @arôzagenao zay forumiste eto e, hahaha
langue

Aiza atao afak firy polo taona a! na oe tena tsy ho azonao mihintsy...
LOL

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Thérapie
Date: 03 août 2017 - 12:23

Isika eto koa no tena adala mamaly olona marary saina, aleoko manaja tena fa fisainana mirefarefa @ tany tsy matahotra an'Andriamanitra, dia ny tena no menatra

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ramah
Date: 03 août 2017 - 15:58

amin'ny fiainana izay nafafinao ihany no tsy maintsy jinjainao, tsy misy magie zany eo fa rivotra nafafinao dia tadio no vokatra ,fitiavandratsy nambolenao dia fitiavandratsy no mivoaka eo ary ny tody tsy misy fa ny atao ihany no miverina ,raha tsy hivaly any aminao io dia hivaly any taranakao

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: petasssi
Date: 03 août 2017 - 16:31

Adyanjara
Ianao ve mba mandinika sy mietritreritra tsara ny zavatra lazainao e?ianao milaza hoe matahotra ny hotratran'ny deception,lehilahy tsy azo antenaina sns..fa ianao ve mieritreritra fa raha tanteraka tokoa ny anao sy io vadin'olona io dia tsy ho tratran'io enao?enao nga tsy mahalala izany atao hoe todim-behivavy izany?en plus le lehilahy efa manan-janaka.tsy manozona ah fa m'garantie hoe mbola pire lavitra noho ny mahazo ny vehivavy sasany ny ahazo anao.satria naka ny an'ny olona dia tsy maintsy alain'ny olona koa ny anao.

Inona moa no tsy asahianao maka celibataire e?matahotra ireo critere ireo ambony ireo ve?inona moa ny antony tokony hanitsakitsahana sy hampijaliana anao raha toa ka olona tsy misy tomika tokoa ianao?toa izay tediavin'ny lehilahy any an-kafa toa hanananao daholo(bika.endrika,toetra,fahaizana)..sa efa toetranao mihitsy ilay manakorontana dia izay no ahatahoranao hoe sao hijaly?tadidio anefa fa afaka ary zo an'io vehivavy io ny mitory anao,ary tsarovy fa ny mpanao ratsy tsy maintsy mahazo ny anjarany foana.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 03 août 2017 - 21:21

Za bandy,haiko ny fisainana bandy, raha sipa tena henjana zany tsy mila mitady fa tadiavana. Eo tsy maha-norma ty sujet fantasme ty.

Aok'izay fa mandany andro na inona na inona mbola hanampiana azy.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: tsyekena
Date: 03 août 2017 - 22:38

Vehivavy izy, vehivavy ianao, mifanaja fa ny mahazo azy anio hanody anao rampitso. Aza mirehareha akory na iray minitra monja aza hoe mahery lavitra noho izy satria tsy hainao ny fiainana, tsy mbola niaina ianao satria ny theories tsy sedra velively. Tsy hainao izay mbola handalovanao na mafy lavitra noho ny hiainany. Tsy misy afaka miteny fa mendrika noho io vadiny io ianao satria internet no kirakirainao hatreto.

Ny fehiny dia: Hajao ny hafa hanajanao ny ho avy hatrehanao anao.
Raha mbola tsy renao sy tsy azonao izany dia efa tena tsy avotra intsony ianao fa ny nofinao sy revirevinao no mitondra ny lohanao. Zay ny maharatsy ny fitsiriritanana ny an-tànan'olona.

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg