Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 03 août 2017 - 22:48

O Ragaby a! Tena diso kosa ngamba lay intitulén'ny sujet fa tokony hoe " mifantasma am vadin'olona efa taona maromaro, mety ho rava ihany ve ny tsena sa mila manoman-tsaina hanaiky dadatoabe na ho lasa mamasôsy rehefa atsy ho atsy ny tenako" smileys with beer

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: tompony
Date: 04 août 2017 - 12:08

Adyanjara!!!!!
mijery film laotra enao,ar mis olana psychique! mety hoe non le deception ve, possible !!! mety ko e, le fitezaina antrizay, na ko manque d'affection parental , ki sais!!!! n sure lo de ts norme enao!!!
nijery le film ( VENGEGANCE TOTALE enao sy le OBSESSION beyonce ko) nef rah hitanao ren film ren ! de alaivo le lesona hoe maty daolo zareo n farany....
n bandy manambady ar bola mipetraka ao @ vadin s n zanany ka maka sipa mis antony, eo n routine ka manala zan an @nao iz, fanarin maloto oz bebenay zay, n fiarahany @nao vaomaika mahamatsiro n fiarahan zareo, av makan iz d mitaingina n vadin n alina r vao maka az maka fafin satria ela vao ho tonga lol!!!! directe io a!!!
n vadiko mis sipa zay dray andro ar nanao film kely mihits masahy miatso @ alina manopa ahy, fa natao fay , hoe mizara andro zay ts maninona fa lahona ko iz raha mahatafavoka n vadiko @ trano amin ora tiany, n voyageko s n zanako vitan tsar ar manary maloto iz an zarako az ts rerak mba migarder forme fa rah za dray no mila d manao devoir Monsieur ar tena saiko manao ze tiako mihits....RS no resak eto, lazaiko az fotsin hoe n Kapoty aaz adino, n vadiko dray no sahirana ar nilaza fa ts tiako ect nanao cinema kely fa naveroko Zero n sainy hoe , n sexany ts vitako no mitazona az iz no matsapa tena...n tena mampome d ity : ef aiko tsar hoe dimanche le vadiko mahita ze mila miaraka n namany zavatr ts mapaninoa ahy , fa nis foton iz kai manararotr mitondra n sipany miaraka le bandy akama... io dimanche io Monsieur bien reparer. ect... pret a sortir oz aho hoe, ok bisous vadiko rahariva zan , za anasa lamba d ijery serie ef ts entinao ihany...ti n kapoty a!!! latsaka be iz nivoka fa gamba tao anty fiara ts aiko, niverina sady niteny hoe cherie jtm, inon n tianao zao atao tsika , sady mody nanao triste za no niteny hoe calin fotsin de zay... tonga d ten ampadriana no tapitr n resaka ar d tena naneno n telephone fa eeeee!!!!nanova puce Monsieur fa ts navelako. leo ihany le sipa n farany...Monsieru mody en l heure s manome code n rehetr zao nahita ze hoe mampiasa fon 1 hon zay n ref mis miantso za de afaka mamaly iz d za ko torak izan...
donc adyanjara ahhhh consigner reny, mahalala tompony. manarats iz an tsis koi, tonga ato antrano iz manao calin s matory tsara.
ze tompom bady az marary fo @ ze mpadalo ref tnga antrano iz s karama s manome rehetr , kestion fitiavna za ef lehibe az mitady zan tson n zaza jerena az manome anjara ho an ze miady an zan... sady anary fotona fotsin ve, non pas moi a!!! faizo fotson @ fomba tsotra, manaova le anjely faona ao antrano... miverina faona n sain ren, sady ze 5mn d existantion ve aninon e!!!! omeo ko iz tonga antrano ts leo eo ihany ve ... n zaza karakarao tsara fotsin az surtout ampianaro tsara eo imason Monsieur, de reh tonga Monsieur ataovy madio n zaza manao calin az avec sdes bijoux ampianaro manao je t aime papa faona e!!! tsika dray ve ampianarina!!!
le diable lui meme demande conseil aux femmes ...

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: rivale
Date: 04 août 2017 - 12:39

Mapalaelo , mahasosotra ti sipa ti,
raha rahavavy ten ef nidiko tan anjaramasina,
za ato ef manao calcule hoe:
1 : mitombo dray zan n PM bientot ko, na io manao ody fitia,
2 : Misy asa dray zan n service d Urgence ko, hamono tena io sipa io rehefa enon fa BEvoka dray le tompo bady
3 : anakatao dray zan n police ko, amono olon io sipa io bientot,
4 : hahalafo dray zan n mpivarotr lamba fotsy ko ,
5 : n fleur ts hilazaina sady is anao commande mihits n courone hoe , ho an le rivale ko
ze maty vohalohanareo s n tompony e!!!
6 : mihena dray n population malagasy
7 : atao funéraille simple ve sa asiana dikan fa maty marture ? propsitionareo o!!!
8 : n eglise zan Mahazo rakotra dray e!!!
9 :n essence ,
10 : fiara , rano, n café ect... la liste est longue

.... ar tena manohany n developpement be io sipa io na hoe 24h fotsin az!!!

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Adyanjara
Date: 04 août 2017 - 14:30

Mandreraka be ny soratrin'ny sasany zany sady manao resak'alika ka aleo ny tetika no atao maty paika fa tsy mila mihaino ny mpanakivy intsony.

Za ato efa micalcule be ny tokony ho azoko raha raikitra ny anay sy io bandy io, mamay be ny lohako reto a!

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tsisysira
Date: 04 août 2017 - 14:55

Refa tsy tiana ry anona dia mipetraha fa ny vvavy obsédée salam anona iodia tena miviaka ny farany. Na aninona na aninona efa tsy tiana ianao, tsy fantatr'ilay lhl vadiny akoriny ny fisianao ary raha fantany aza ny tantara raha za ty ka ny vadiko no misy manao toy izany, mifampinana ny tsy finana eto tsika. Ny hanariana maloto be dia be ve dia adala ve no mbola ho kitihana.

Mitsaboa saina na mamono tena fa rehefa tsy tiana dia mipetraka, ny ankoatran'izay rediredin'ny tsy misy sirathumbs down

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 04 août 2017 - 22:47

Olyra: tena io no mahalaza azy fa ny ambiny tsindry sy rediredy ary mokon-doha.
Tsy mila manamoly vao maharaka an'izany.

Tsisysira: Io lesy bandy dia lé sipa salam reny foana no tena miseho azy ho zavatra. Ty raika ty raha tsy misy voa ny sainy dia cas hafa kely, Izy miseho azy ho milay noho ny besinimaro nefa tsy mahasaha mitsoraka fa manao revingadra fotsiny eto am forum eto.
Sipa tsy ampy ressources dia mampiasa coco hangalarana ny an'ny hafa fa kamo hisahirana nefa be tenda be. Resaka sy fisehoana milay ny ankoatran'izay. Sa ahoana letsy bandy?!

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: besaina
Date: 08 août 2017 - 08:36

fndriako angaha tsy mivavaka e !
Aza manasaraka izay nakamban'Andriamanitra

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: titosy
Date: 08 août 2017 - 13:24

adyanjara>andray ki; zao no atao hoe mandrava tokantranon olona; ny tody hono tsy misy fa ny atao no miverina.
tsapako oe be loha be ndry sady fav be fa zao; refa ny fiainana no manananatra dia heno marary an
tsy fanao zany mandrava tokantranon olona zany ra te ho sambatra ny tena
na taona firy na taona firy; avelao ho any; zao sahady ve dia mamay be ny loha; mbola aiza re zany ee!!!!!!
atao oe azon ndry izy nefa tsy tiany kory ndry; bevoka be efa ho teraka ndry dia avelany eo hoe tsy hody izy ra alina, ndry mitsakotsako rery eo dia ho tsapan dry oe hatraizan ny hamafisna ny lohan-ndry
tant qu'il n'est pas trop tard, adaboy any zany lehilahy zany; tena marina e

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: eeehhh
Date: 09 août 2017 - 14:12

Ary ny olan'ilay sipa ny tena marina raha jerena ami'nny fomba famaliny dia tsy azony ilay bandy fa obsession ny azy, ary ilay bandy karazan'ilay tsy hisaraka dia te hampita hafatra eto ilay vadin'ilay bandy izy handrangitra.
Ndroooo safidy ny anao ravehivavy ny hampijaly tena dia taraiky eo. rehefa tsy azo ohatra izay sy tsy azo terena dia tsy ho azonao miintsy eh, afaka ataonao azon'ody fa tsisy tsirony retsy izany olona fandrihana sy terena izany a. Jereo koa ity indry ihany no manakana zavatsoa tsy hiditra amin-dry.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: degeu
Date: 09 août 2017 - 15:09

Inona moa akia ny titre an'ilay film iny?Tena hanin-dry par coeur mitsy akia ny mitantara ilay izy.

Nareo v tsy mahita hoe entina hisarihana olona hamaly fotsiny ity sujet ity?
Aza variana an!!!

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: noums
Date: 10 août 2017 - 07:42

Lhl manambady zany inona no antenaina amzany? fa dé fiandrasana lavareny ny anao ra zany. Aza manantena ny hahazo rariny na mandaitra stratégie anao na tsia, fa heloka bevava ny anao. Lambolamboin'ny lhl ftsn de taraiky, tsy réaliste, tsy mitsinjo lavitra.

Za efa sendra lhl marié, fa za ndray tsy obsédée zan, soa iany za fa tonga saina. za alou tsy naniry na nieritreritra ijann am lhl marié zan satria fantatro tsara oe ratsy be zan. Ary efa te hiala mitsy za, ary afaka iany ny farany. nisy fotoana za efa niteny mitsy oe za tsy hanambady fa hanao sipa ftsn, satria mbola tsy nety tng lay anjara. Kinanjo, vao tapitra ny teniko dia tonga tokoa lay anjarako.

Ny zavamisy d ity, mahay mampiresaka doly reo lhl marié manao sipa reo, lazainy fa manana olana am vadiny izy eee, misy toetra eee, haratsina ery lay vady nefa tsy foiny akory. Efa nahita mitsy za e, ary nentiko ambavaka ny fiainako.

Ny avantageko dia izaho tsy nety nanao firaisana taminy mitsy, satria ny saiko tena tsapako mitsy oe tsy manaiky.

Ka ianao moa ry Adyanjara efa tena décidée, ka asakasakao, fa ra za alou tsy hiditra lalina amzany e.

Za koa mahatsapa fa mialona ireo vhv mariée enao dé zay matonga anao manao an'io. Mety marina oe tsara tokoa ianao, fa malahelo sy tezitra anaty ianao satria misy vhv heverinao ho tsy d tsara hono ianao nefa manana lhl dé misy haine latente ao aminao ao

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Zaratandrify
Date: 10 août 2017 - 12:05

Loza koa ty miady ny anjara masoandron'ny hafa ty,mampananao foana,mampiteniteny foana ary mampisekoseko fahatany. Mihevitra be ty sipa fa raha izy no eo am lé toerana dia tsy hisy hambara azy ny hafa. Celibataire ray aza tsy zakany,na antitra na tanora. Zay ny fond any ty sujet. Sipa tsisy mirevy ve dia ho milay noho ny manantandrify. Tena rediredy marina ny azy.

Mampatsiaro tantara iray fony mpianatra teny Ankatso. Misy sipa sekoseko be zay, mihevitra azy ho tena ambonin'ny ambiny, dia rehefa manao pro ny ankizy hilomano dia izy mahita fika foana lazaina fa mitazana eny am terasse no fanaony. Eo dia mitsikera ny mpilomano no fanaony. Tsy mety ny mouvementnao e! Tsy milay ianao anaty rano e! Mandena ny hafa fotsiny ianao...voatanisa daholo ny bienseance en piscine. Ny akama aminio efa litika be hoe ty aza tsy sahy mifono maillot sy mandena tongotra akory. Lay bandy zay moa dia nilaza hoe, tsindrin'ny an'io fa tsy mahay milomano zany akory io, mijery compét no mba ataony dia miseho pro

Tonga tokoa aza ny voyage d'etudes tany am sisiny. Nandeha ranomasina, tsy maintsy nanao maillot ihany ny farany, eo dia efa hita fa tsy pro akory ny anaovavy. Nilomano ny kila, lasa ihany koa fa vo lasa lavidavitra dia saika loza, koropaka be dia niletika. Panique totale, kay tsy mpilomano akory fa henjana be fotsiny am fitsikerana.
Tapatsinay ny besinimaro, tonga dia nody taty Tana teo no eo fa tsy nahajery olona intsony.

Ka zay lé izy,aza mifezaka am sipa salam reny nareo ry tomponajara fa ny fiainana tsy misy lafatra zany fa mbola tsy mahasikotra ny tsy mety am reny mpiadyanjara reny nareo dia salam nôfa fa raha reny no arahana sy tsikilovina ny fiainany, asa fotsiny.

Zay,tano ny azo fa sarotra ny mila.
Hano hanina fa ny anjara mila vintana.
Aleo ny tsisy apoaka hirediredy maraina atoandro hariva eo fa tsy misy andaniana fotoana reny fa monotone ny fiainany

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Teononiala
Date: 10 août 2017 - 21:21

Mamaky anty resaka ity ahako efa andro maromaro dia lasa ny fisianako hoe tena mitovy ny cas nandalovako fotoana vitsivitsy. Tena salam zay mintsy ny toetran'ilay vehivavy nisary adala tam vadiko. Mbola pisipa izahay no efa nitilitily izy, asa zay tena tao an-tsainy marina. Rehefa zohiko lalina dia salam fikan'ty sipa ty. Tsy manaitra loatra an reo celibataire mahatara azy dia ny sipako no nezahany nahodina. Ny tena mahagaga dia tena obsedee salamn io le sipa nefa ny vadiko dia milaza fa tsy tafaresaka ela taminy akory. Nasehony ahako mihintsy ny resaka nifanaovana teny am reseaux sociaux ary dia tena mazava fa izy no mitady hanodina ny saimbadiko hatrany amboalohany. Ary nandritry ny dimy taona dia pompier pyromane ny anao, manao infiltration partout maka info dia iny no entina hanapepona sy ampiadina dia avy te hiseho fa izy dia tsara lavitra no izay defaut kely hitarina lavitra be. Ny mampme anefa dia rehefa sendra olona mahalala azy na mahita azy ianao dia te hiteny be hoe mba lucide ve ty sipa ty. Dia hitako lay resak'ilay madama etsy ambony hoe narcissique be dia mihevitena ho tena zavatra. Izy koa mihevitra ngamba fa tsy mbola nahita vehivavy modely tsara lavitra tokoa ianao hatrizay. Dia ngaha kivy mintsy miezaka ny hampifandrafy fa tsy asiko sira, ny vadiko rahateo moa tsy mbola nanisy sira ary tsy mihevitra ray segondra ny hanisy sira indray andro any, fa ny azy dia mazava hoe psycho io ve ajanony any. Kay psycho am lafy ratsiny lay izy...

Dia tsy rarahiko intsony fa ny hamintinako azy ho an'izay sendra tranga salam tony dia ataovy mafy ny saina fa tsy misy mitsiriritra zava-dratsy zany, hataovy mafy orina ny fiarahana,fa tsy misy lehilahy mitana zava-dratsy zany.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Hum hum
Date: 15 août 2017 - 15:22

Aza omena tsiny izy rey olona a. Olona mijaly ange io e. Tsy tonga saina mihintsy hoe ny tenany ihany no ampijaliany.
Ndroooo. Hamaly eto izao izy hoe tsisy ilako izay pitié anao, fa tahaka azy ihany io , nany teny izy dia valiana araka izay koa. Mandray tsara tsy mandray zony tanteraka izany.
Izao koa rehefa feno fialonana dia tsy manana saina afatsy handrava, nefa izay mandrava ihany no ravararava, indrisy mantsy ho azy, mazava be ny teniny io...

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Conclusion
Date: 15 août 2017 - 16:22

Fehiny ho anareo manan-tsaina raha sendra an'itony olona itony:

1- Ca sert strictement à rien d'argumenter avec un cerveau maladenon
2- C'est d'autant plus inutile de parlementer avec quelqu'un qui n'a rien à perdre à part son hystérie
3-Quand on a rien à se reprocher dans la vie, on vit sa vie et elle suit son cours normal, les prophéties de mauvaise augure ne pourraient rien y faire.
4-Il faut pas empêcher un malade mental de délirer sur ce forum, ca lui fait grand bien de se soulager en crachant sur les autres à longueur de journée. Si ca pouvait améliorer leur psychique, ca se saurait...
5- Il faut laisser le temps au temps, la psy de la vidéo disait par expérience qu'elle finira par se casser la gueule un jour, patiencebien.
Et puis patience, karma est en cours de chargement coucou

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 15 août 2017 - 16:40

Ary tsy hita intsony tsisy tomika fa pezin'ihany ngamba lay bandy

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 15 août 2017 - 16:45

Ataovy sérieux Ragaby a! nofy anie zany fa samy manana ny nofiny tokoa io ka tohizo fa aza reraka e!

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Docteur XXX
Date: 16 août 2017 - 12:46

Misaotra aky fa nahita tantara vaovao hosoratana indray aho aaaa

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 16 août 2017 - 20:29

Olyra, ianao kosa fa sérieux be anie lé nofiny e!

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 16 août 2017 - 20:51

Hahaha, misy olona tena investie tanteraka tokoa am ny agegeny!!!! langue
Ty sipa ty moa zany adyanjara fa tsy vadyanjara.
Rehefa mbola tsy nanambady dia henjana be ny mamantatra ny dikan'io "v" manelanelana io.
Na hijery series isankarazany, na hamaky forum eto am internet, na hanaraka fianan'olona ao am facebook na hitsikilo am fomba rehetra, mystery io "v" io ka par experience no hilazako hoe serieux be izy am lé nofiny.

Lay tantara etsy ambony anaty piscine io mahalaza azy tsara.
Ary ny tena marina, zay no mahatonga an ty sipa ty tsy saha mitsoraka, hainy tsara ny miandry azy, matoa tsisy celibataire manontany moa dia efa misy raha donko ao zay oops

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 16 août 2017 - 21:01

Reveko be lé commentairen-dry ry neny a! Aza raisina ho fisariana zoro lay izy, mba hanihany ny antsika eto. Misy mantsy sipa tsy mahay manavaka an'io fa vao hivanivaniana dia efa mihevitra fa roboka aminy ianao dia ho alaina vady izynin.
Bon, soa ihany ndry fa efa manambady raha azoko tsara.

Fa raha ty tantara ty indray, sipa matahoatra ny masony nefa mitady ny lohany.
Mitady lehilahy milay nefa matahoatra ny mitia salam ny couple normal.
Raha azoko tsara ny fikany dia hoe raha lehilahy efa manambady no alaina dia tsy misy olana intsony ny mitana azy.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 16 août 2017 - 21:06

Odoie!!!!!

Eny ary koa, inona no hitanana azy : mokon-doha ampiana kosokosoka sa manipulation miaraka am narcissisme ve. Aleo ahako tsy hiomehy fa dia tena fitiavana be tokoa ny miandry.

Sérieux be marina Ragaby

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: ragaby
Date: 16 août 2017 - 21:11

Ndry koa!
Misy olona mitady hivarotra saka be loha sao matory mitsangana indraindray, hihihi dodobe

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: olyra
Date: 16 août 2017 - 21:26

Za ndray tsy hamidiny am zany e!
Za mantsy dia tsy tia ady sakoroka salam ny faikambavy fa tsy midika akory zany hoe tsy ho harako ny tetikao. Tsy mahita filaminana any an-kafa any ianao dia te hamantam-bonona ny tokantranoko dia hampiasa ny fomba rehetra hidegoutena anahako eto. Lany fotoana eto ianao. Indrindra moa ny vadiko raha tsy taitra ray segondra taminao na nisary zoro taminao aza izy tanaty fotoana depressif. Sipa firy moa no efa nataony an'izany. Na za koa aza fahiny mbo nanao izany koa ahoana izy no ho-condanneko am zany.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Vadyanjara
Date: 16 août 2017 - 21:48

Ny tenako dia anisan'ilay vadyanjara sendra mpiady lela salam tony sipa tony.
Ny azoko hamehezana ny fihetsika mety aminy dia izao :

Izy miseho ho favy moa za mody vendrana. Fa atao tsy misy very fotsiny ny tetikadiny rehetra.
1- Hitetika ny hanadalam-badiko izy, lazaiko azy ny tetiny rehetra
2- Hampiasa sipa mercenaire izy hampiadiana anay, ampilazaiko mialoha ny vadiko fa izy dia hamingana
3- Hampiady anay mivady am fomba hafa, efa haim-badiko hatry ny ela ny trouble de la personnalité-ny. Donc efa discreditée hatry ny ela.

Asa na mbola sahy hiroso ihany na tsia fa ny daomy dia efa tapina hatry ny elatorana

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Pareil
Date: 28 août 2017 - 10:56

Za koa efa sendra zistoire salam ty. Fa za indray dia mitovy be am adyanjara. Tena convaincue be salamnao ahako fa tsy maintsy ho zakako ihany lery, eny fa na tena midouter be aza ahako matetika dia manamboatra saina foana hoe postif attitude, tsy maintsy ho tafita ihany io hatram farany.

Mitovy aminao mihintsy ahako e! Tena hoe zay mintsy lé, manipulena hatrany: devalorisena, ampiadiana dia tarihina ny hisaraka satria za efa vonona ny hanantona.

Ny loza anefa dia henoko tafaresaka izy roa dia kepoka be za fa dimy taona aty aoriana, lay bandy na ny anarako aza tsy fantany akory. Nijery ny fbko dia mbola bedohika be hoe tsy izy io, avy eo indray vao mijery ny sariko izy dia hoe tonga hita fa desequilibrée lé olona, ary tsy taitra tamiko akory lery na kely aza.

Tsy hitako intsony ty zay atao fa kay tsy nihevitra ahy akory ranamana nefa za matimaty be aminy, ny foko efa lassny iray manontolo, izy dia hitako fa idealiko, za efa manao kaonty boritra ny interets miandry ahako raha za no mitantana ny fananana. Atao akory ty????

Sady motivée ahako no kivy ka aleo mandany fotoana eto am forum sisa ka raha mahita hevitra ianao ry adyanjara dia aleo miara-miketrika copain

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Logique
Date: 28 août 2017 - 11:10

En gros, vous êtes super intéressantes les filles mais bizarrement, vous n'intéressez personne, du moins, les mecs qui vous intéressent...elle est où la logique alors?

Vous voulez faire croire que vous êtes désintéressées dans vos démarches mais toutes vos motivations reposent sur des intérêts personnels, si ca c'est de l'amour, alors cherchez également l'erreur.

Bref, vous n'êtes qu'une bande de meufs en plein trouble de la personnalité comme l'autre l'a si bien dit avant moi.

Si ca vous parle toujours pas, visionnez ceci https://youtu.be/9kqz4JiHJMA

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Anjarako
Date: 28 août 2017 - 11:16

Na hiodina avia, na hiodina havanana,
Zao no ataovy an-doha, ny anjara tsy mba miolaka.

Raha tompom-bady ianao, aza taitra akory fa efa tojo ny anjaranao ianao.
Raha mpiady ianao, na handany fotoana maraina atoandro hariva ianao, rehefa tsy natao ho anao lay olona, dia ho lany zara eo ianao rehefa tsy mahay mijery ny sahaza anao any an-kafa.

Aza kivy fa zay lay zara, vintana sy anjara.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tang
Date: 30 août 2017 - 14:57

Adyanjara> Aiza ho aiza amin’izay ilay hoe tsy misy tomika hatramin’ny toetra ? Méty ny définition an’ilay hoe tsy misy tomika aloha no jerenao.
Amiko manokana dia adalana ny anao… Miheritreritra ve ianao fa tiany ? Raha tiany ianao dia nanafenany ny situation-ny ary nandaingany fa tsy manambady izy.
Manarak’izay, ny fotoana dia mandeha ary raha hiandry eo ianao ka hiandry vasoka dia ahoana ? Mihevitra ve ianao fa ho atakalony ny vadiny ary ihany koa manantena inona ianao miaraka aminy ? Tadidio fa ny fotoana tokony ahitanao vady olona hafa dia laninao eo ampiandrasana azy.
Na tsy tiany intsony azan y vadiny dia fantaro ihany koa fa tsy ho atakalony ny zanany ianao ary tsy tiany akory fa handaniany andro fotsiny.
Tadidio fa ny bandy rehefa manambady dia mora aminy kokoa ny mandangolango sy manambitamby anao satria tsy ao intsony ilay sentiment koa mandeha ho azy ny fikotiana…
Mino koa aho fa tsy tena fitiavana no iarahanao aminy fa passion ohatra ny fahiny. Ilay mangalatra no mampatsiro ilay firaisana no tena marina.
Ohatra ny taloha ihany io, miafina rehefa te hiray ka matsiro ery….
Lehilahy aho no nanoratra…

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: tsy menatra
Date: 01 septembre 2017 - 15:33

O ry <Adyanjara> izaho llhy ary toa hoatra tiako ny adinao. Ny vadiko mantsy tsy mba mety ho saro-piaro izany izy. Izy indray aza no toa mamporisika raha misy ireny sipa mikarikary maso amiko ireny. Ka raha miaraka isika sy ise, raha vitan'ise ny mampisaraka anay dia isika indray no hiaraka. Aza hadino anefa rehefa miaraka isika dia tsy maintsy saro-piaro amiko ise. Ny fahasarotam-piaro mantsy amiko, raha tsy dia lasa lavitra loatra dia midika ho fitianana ihany, satria ny tiana no arovana. Toy ny zanakao izao raha misy manadala azy dia tsy maintsy arovanao. Ka raha tsy misy fahasarotam-piaro mihintsy nt vadinao dia midika ho tsy dia fitiavana loatra. Manan-janaka 3 aho zakanao ve ?

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Anakendry
Date: 11 septembre 2017 - 11:41

Raha izaho indray dia tsotra ihany ny fanao ny mpiady lehilahy salaminao zao:
1- Mazava aloha fa rediredy lay hoe tapitrohatra, marina ny an'ny tetsy aloha fa raha tena tsara ianao efa nifandrotehana hatrizay ary raha raha ratsy noho ianao ny vadiny, mandiniha tena fa efa tsy misy raisina ianao zany, matoa tsy fantany akory ny fisianao donc tsy nanaitra azy akory ianao, marina ilay misy tsy ampy ary hiomehezako fotsiny ianao raha izaho no haratsinao nefa ianao tsisy apoaka. tongue

2- Raha mbola manizingizina fa lafatra ianao, iza no milaza an'izany, asaivo maka vady anao izy dia jerena ny tena mahalafatra anao, izay lay salam lé hoe miteraha mba hahita fa za kosa dia miteny hoe manambadia mba hahita.Sanatria ve hiaina ny nahazo fahiny?! Hahita ny tsy fahita tokoa izay hanandrana, lafiratsin'io sao mbola manandratena indraythumbs down

3- Ny lehilahy tsy azo fehezina am tiany, avelao ary izy hiaina milamina ny tokantranony fa ianao no miezaka ny mamotika ny tokantranony hatrany am-boalohany dia manangana ady avy eo hoe izy no tsy mahay miaina. Izy tsy nizaha anao, ny fisianao tsy fantany, ianao tsy safidiny, ianao mahadikidiky azy am fanankorotananao ny fiainany, izy tsy hierika aminao na iray minitra aza, mba mahatsiaro tena ve ianao indraindrayclap

4- Inona moa no handanianao fotoana hitiliana maraintsihariva ny fiainany, satria ianao tsy tiana fa mitady hirika hisisihana satria vao nahita ny situation-drangahy ianao dia may salam tsoloin'ny afo, tsy fitiavana akory fa avenir sy filaminana no manintona anao, ary raha ny fijery ny profilnao dia masaha mitsipadoha lakanitana ianao rehefa atsy ho atsy rehefa vita ny filànao.oops

5- Fa inona moa ny manakana anao tsy hitady lehilahy libre, tsy mahatoky tena ny hahazo tsara noho izy ve ianao sa efa miomana fa lany zara. Raha mihevitra ianao fa ny vadin'olona no tena tianao, dia tena ketrina tanteraka ianao, kay ianao donto be fa be fikafika. Miresaha am lehilahy fa peka fotsiny araka ny filazany ny teo aloha reny fa tsy ianao akory no tena mahery. Mbola ho tsapanao ny antony aoriana.confused smiley

6- Dia hoe satria ve nadalain'ny vadin'olona ve fahiny dia hamaly faty ianao. Tohizo ary dia ho hitanay eto ny miandry anao atsy ho atsy. Ny tsinim-behivavy dia ny atao no miverina fa raha madio saina kisa ianao tsy misy hatahoranana kely aza. Raha tsy izany kosa dia mandrora mitsilany tanteraka.oeuf

7- Raha ianao zao ve no teo am toeran'io vadin'io dia azo adalaina ray minitra ny vadinao, tsia hoy ianao, ka maninona atao amin'olona ny tsy tianao atao aminao, ao ve lé conscience...tsia koa ny valinymarteau

8- Ianao ve mihevi-tena fa mandamina daholo ny tokantrano rehetra. Rehefa mijery ny hafa ahako dia mbola mahita fa mety lavitra ny ahako ary mifanaja lavitra izay ary mahatoky tena fa raha vehivavy salamnao izay tsy hahefa ny vitako. Ny antony, ny tiana atao sy mety ho atao dia mifanelalena be, ary ny forum sy ny fiainana mbola mifanelanelaba lavitra be. Tsy izay mahay mampiasa internet akory dia mahery noho ny hafa.moi

9- Tsy fantatrao na kely akory aza ny sedra mbola hiandry anao ka mahaiza miaina. Anatra ihany ny ahako anefa ka tohizo hatram farany raha hitanao fa marina sy mety.pas_sur

10- Raha mahavaky hatram farany ianao ka mbola mihevitena ho hendry am fanaonao ka hanohy ny rediredinao eto am forum, dia miala tsiny ahako fa kay za no diso. Nandany fotoana niresaka taminao fa kay ianao hatrany am-boalohany dia tsy salama saina tokoa fa teny tsy valiana ny adalanao rehetrabien

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: moraledelhistoire
Date: 11 septembre 2017 - 16:49

Ry mpananatra, ry manan-tsaina, ry mahatsiaro tena, ry nahita traikefa teo am fiainana, raha jerena ny momban ny vehivavy ohatr'itony, dia tsotra.
Nisy fotoana ahako nifamaly niezaka nandresy lahatra tanora saina (fa mety efa betaona kosa) nilaza taminy fa tsy fanao ny mandrava tokantranon'olona, eny may te hitsoaka ny ngidin'ny fiainana célibataire, ny esoeso tenin'ny manodidina sy tany tsy milamina koa aza, fa izy rahateo moa efa te hiala mafy ny tanànana misy azy; sady mba te hanao salam hafa hoe handeha any ampita, dia tsy te hiaino anao mihintsy lay zavavy, mahita lazaina foana, tsy misy lohany sy vodiny amin'io zay lazainy fa dia mila miteny sy mampiseho fa rombotra am zava misy izy. Lazaina daholo ty antsanga tsy aman'orana, tsy bonne foi, tsisy conscience, tsisy honneteté intellectuelle, fa attention, izy amin'io tsara toetra sy mendtika ;.
Zay hevitra koa ka mandalo ny sainy ka maneho haratsiampanahy dia tsy misy frein, tsy misy filtre. Dia tsy afaka ny fony fa izao hampisaraka azy mivady zao foana no asesiny.Ndriiiii

Efa ela taty aoriana tokoa vao nahatsapa fa tena marary saina ty izy, ary tsy resaka vazivazy fa nivika tam lay ho alaim-bazaha vady. Attention fa izy tsy te hiala eto dago ary tsy mbola nihevitra an'izany. Ny calcul ao an-trano amin'io efa bedebe fa ny karama eto dago koa tsy makaiza na inona titre na inona.

Donc, mifamaofao tao ny lucidité sy ny hadalana ka ny hafatra dia aza dia mihaino ty rediredin'adala rehetra ity fa rehefa efa tsikaritrao hoe voan'ny saina am lé projet be anaty lohany, voatanisa eo daholo zay mankarary ny fony.

Fehiny, aza miady amin'adala!!!!!!
Misy ny mbola avotra fa misy tsisy conscience intsony, na selective be aza lay izy, zany mintsy reny PN renynin

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: levaly
Date: 11 septembre 2017 - 16:53

koa raha mpangala-badin'olona koa moa ilay lazaina fa tompom-bady? Iza no tena vadiny? Inona no atao hoe vady?

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 10:20

Misy tsy diso mihintsy na efa tratra ambodiomby zao aza.
Efa hita fa tsy mety lay fanao fa mbola mahita lazaina foana.

Raha za manokana indray tsy mahatsiaro voarangotra am zany, misy ny vadin'olona mpanarararoatra dia misy ny mpanarararoatra vadin'olona salam zao mpiady anjaran'olona zao. Misy ny solafaka tsy fidiny ary misy ny mitady ny hahasolafaka hinina tsotra izao.

Inona no atao hoe vady,zay fanariana maloto rehetra eraky ny sisiny ve????no

Sa misy dikany hafa. Raha adala ve no hiresahana dia hahazo zay valinyhum
Aleo tsy mandany fotoana fa tsy ho azony mandrakizay.
La théorie est loin de la pratique.La raison est à des années lumières d'un cerveau malade. En tout état de cause, t'as beau déballer tes tours de manip mentale, avec certaines personnes ca ne marchera jamais combat

Va te soigner, ca te sera plus bénéfique que de détruire la famille des autresmalaelo

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tsisy atao
Date: 12 septembre 2017 - 10:34

Kamo be za ry reto ny hamaky hatramin'ny farany fa ny remarque hitako de ny mpamorona sujet ihany no mamorona pseudo hafa mamaly eo ambany ny ankamaroany. Tsy fantatro na fomba fiteny avy aiza le "ahako" fa miverina fôna io any anaty commentaire any hahahahaha, tena misy tsisy atao tokoa le olona

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: levaly
Date: 12 septembre 2017 - 10:40

Tour2manip ///tsy afa-po za @ilay hoa inona no atao hoe vady. Sa tsy azonao ny fanontaniko? Rehefa inona ary no atao hoe mpivady ny couple?

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 11:08

Mitadiava vady ry ty dia hain-tena a! Sa tsy mahazaka&#128521;Basin'arifito???? taiza no nisy levaly vvavy, hahahaha

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 11:10

Tsisyatao, tototry ny asa fa amototrin'ny ecran no maraina antoandro hariva alina. direkteram-@#$%& ve??? Iza no nampianatranin

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 11:13

Raha asiana sivana ty forum ty dia betsaka no manjavona fa kay olona marary saina no tena mamorona ny sujets isankarazany ato, mba hereo ange ny IP miverimberina ry moderateur....vehivavy mitady hanodina no ambidikireo, bref, déversoire de haine no betsaka

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 11:13

Resaka tsy misy dikany itony dia sintonina lava be gratte

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 11:16

Tohizo dia zay hita eto zay tena specialiste am fake en tout genre??????

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 11:20

Zany an! Lay mpanangana ady no tena tsy misy dikany amiko.
Ny fiainana, ny tokantrano, ny fianakaviana tsy kilalao.
Raha tsy misy dikany ndana manorina ny anao dia avy ro omeo potehan'ity adala rehetra ty!!!!

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 11:22

Aza mba hahitana porofo ihany ty fanankorontanana sy fitsikilovana ity...

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: levaly
Date: 12 septembre 2017 - 11:57

oandray inona koa no mampiakatra be anao eo zao? fanontaniana no napetrako dia ianao no mamaly izay famaritana fantatrao. Afaka tsy mamaly ianao.
Izay tiako hanaonavako ny pseudo-ko koa io na rakoto na rasoa.
Tsy misy fananganana ady eto fa fanazavana fa ianao zao no maikatra be sy manompanompa eo

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 12:19

Jereo reo sujets be dia be foronina reo dia hita eto hoe iza no tena miakatra.

Viens pas me donner une lecon ou une quelconque definition de ce que t'as pas vécu conasse!!!!!Et puis, j'ai pas l'obligation de répondre à ta question.Mais si tu insistes tant, ppelles moi au numero que tu traques sans arrêt et on en discutera de vive voix. Nous discuterons car mon mari aussi sera là. C'est son phone en plus. Après cinq ans de harcèlenent, ce sera pas mal. Alors, tu oses????

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 12:19

gratte

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 12:21

Ou plus de credit comme il y a cinq ans de dela. Mince alors, foutu crédit, hahahahaha

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: levaly
Date: 12 septembre 2017 - 15:29

Mitonia ianao sao tapaka lala-dra eto @ forum. Rehefa tsy zaka ny eto aza mamaky.
Tsy voatery hamaly ny fanontaniko koa ianao. Ary tsy nanery aho hoe tsy maintsy. Sa tsy tianao hisy hamaly dia ny anao no ataonao tonga aloha dia mamaly foana ianao.
Inona avy no sujet noforoniko fantatrao ?
Any @ rafinao angamba ianao no tokony hanala ny fonao fa tsy aty @ko mihitsy sao dia diso adiresy ianao ramatoa.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Tour2manip
Date: 12 septembre 2017 - 21:59

Krkrkrkr, ianao no matahoatra ny ho tapaka lalandra dia mamoaka ny tsy tanty foana eto am forum eto sy ny reseaux sociaux isankarazany, efa nivika tokoa ianao raha tsy nisy ireny.

Raha salam ty fanaovana sujet sy fandrangintana ty aloha ny fanjonoana bandy dia efa ela ianao no casée madimozely levaly a!

Raha ny sujet indray dia maro dia maro tokoa salam ny pseudo anao izy ao fa aleo ny moderateur no hitanisa azy, ny adresse IP mantsy ray na roa raha be indrindra.

Raha ny fanontanianao indray, antsoy zahay hoa fa homenay valiny mahafapo tsara tokoa.

Ny rafinao????? Lol be araky ny fiteninao, tsy rafy akory, na hy anaranao aza tsy hainy xfa manorisory ny fitsirihana fanaonao ka ny aza tratranay ihany.

Options: Répondre
Re: Tsy tia lehilahy célibataire fa miandry vadin'olona
Par: Razaiadala
Date: 12 septembre 2017 - 22:26

Nisy sipa salamin'io koa taty aminay, nivika tokoa ny farany ka mitanisa hy redirediny erakin'ny làlana sisa (ty moa zany eto am forum fa jitovy ihany) mitanisa ny adalan-dela, ny fikan'ny vvavy faikany, ny fisarahana zao foana ny an-dohany, kay ty izy voa tam tsy nahazaka lay vadin'olona.

Nihevitena ho mihoatra ny hafa mantsy izy io ka nanantena fa zay rehetra hirina dia ho azony aby, ny loza anefa ty llahy niriny tsy niodina taminy akory.

Tena nivika tanteraka, tsy avotra intsony. Very saina tam llahy nefa hatrizay nirehareha ho tena vvavy misaina noho ny ambiny.

Ka aza miady amin'adala tokoa fa ny azy ny lalandra mankany am atidoha efa ela no tsy mikoriana araka hy tokony ho izy intsony.

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg