Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: mba gaga ian
Date: 11 août 2017 - 15:16

Misy miseho milay be mits hoa ato @forum ato e!Lazainy fa vehivavy tsy madio daholo hono isika niditra ny tokatrano matoa mitaraina ato @problemes conjugaux ato.Vehivavy tsy virijiny hono ka aiza no tsy hoapijalian'ny vady.Zareo irery ihany hono no sambatra fa ny akoatr'izay mijaly hatrany antapin-doha hatrany ampaladia.
Nareo ve misy daccord @izany?

Zah aloha tsy daccord e!
Ny mahagaga ahy dia maninona no tsy masahy m'poster an'izany sujet izany ato ilay sipa?
Kopy ianareo rehefa misy be doika eo mamaly eo fa izy izay!

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: lovelifa
Date: 11 août 2017 - 15:30

Tonga fantatro mihitsy ilay olona tianao hambara.

Tena mila tsy ho zakan'ny saiko mihitsy ny valin-teniny fa fantsy lalina daholo izay alefany eo.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: tsss
Date: 11 août 2017 - 15:46

Misy mampihomehy mits koa.
Aleo tsy rarahina fotsiny le zavatra teneniny eh, zany ve no hatao ankarary saina,, mitovy daholo ihany ny hiafaran'io

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: mba gaga ian
Date: 11 août 2017 - 16:19

Tena sahiny mits ny miteny fa izy irery ihany no hahita ny lanitra sy ny paradisa.Mampalahelo izany ireo olona mamono tena manenjika mivavaka ireny kanefa tsy ho tafiditra ny lanitra.Tsy mba mandinika mts vao miteny fa mapme tsss.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: eh ben
Date: 12 août 2017 - 11:01

mba gaga ian<<>>enao koa aza ty no tena mapiome be ko,milaza ny tsy anontaniana akory

Kay ve enao nampijaliam-bady satria tsy virijiny!!!

Dia mbola mapmé be ihany enao raha tsy mahafantatra hoe ny OLOMBELONA REHETRA tsy mitovy
tsy niseho milay izay lhl niteny tato izany,fa izay izany ny fomba fijeriny ,

fa enao mihintsy no mapme raha tsy mahafantatra fa misy lhl hafa tsy izay ny fomba fijeriny

Dia anjaranao no mahay misafidy tsara alohan'ny hanambady raha tsy virijiny intsony enao ,dia izay lhl tsy mivaky loha @ izay tadiavinao,ny hafa avelao halalaka @ heviny fa zo ny koa izany

DIA NY FAHAFANTARANAO IREO KARAZAN'OLONA SAMY MANANA NY SAFIDINY IREO NO ANTSOINA HOE INTELLIGENCE FA TSY HOE IZAY TSY MITOVY @ AO ANATY LOHANAO DIA TSY METY!

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: mba gaga ian
Date: 14 août 2017 - 15:54

eh ben>zah aloha mbola madio tsara eh! ary ny fahenoko io sujet io tato no nahagaga ahy hoe fa dia vhv toa inona loatra re izany vhv masahy mitsara olona fahatany izany e!? fa tsy hoe zaho no maninona fa juste remarque mba tiko ho porofoana ftsn io.C tou!

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: Vrai
Date: 16 août 2017 - 00:53

mba gaga ian> Tsy hoe miaro izay olona nilaza an'izay teny voalazanao izay izao saingy tena marina ny voalazany raha jerena resaka spirituel ilay izy saingy tsy ampy raha virijiny tsotra fontsiny fa mila fitondrantena sy toetra mendrika ny manampy azy dia ho hitanao fa hahazo vady izay tsy ampoizinao ianao.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: lol be
Date: 17 août 2017 - 17:07

lol be mts.mba mitsidia kely nareo ary @FITIAVANA ary dia zay vao mitsara hoe le vhv maloto ve no mapme sa nareo manohana le sipa virja be mokony? L O L
Manmeza aloh profo vo mlaz we mapme zay dabany.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: tsilol
Date: 17 août 2017 - 18:01

Tsy hitako aloha hoe iza no mpampihomehy, ny resaka dia hoe misy sipa virja t@ vadiny , somary manambany na manakiana ny tsy virja t@ vadiny, ny fiheverako azy dia miankina @ tsirairay io, za mbola célibat ,fa fantatro ny safidiko fa tsy misy antony hilazako azy eto, misy tokoa ny akama manambady efa daba no ohatry ny tsy milamina izany, tsy fantatro na frustré na saropiaro fa misy mandatsa ilay vhv nefa vadiana ihany

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: kopy
Date: 18 août 2017 - 12:27

ts le sipa b mokony b ary njay v ti mampiasa an'ity mots frustrE ty le.kopy ah zay.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: sambatra
Date: 22 août 2017 - 08:42

Kopy///zay za vao nditra teto raha izaho no tadiavianao.
Ny teny izay nolaizaiko dia tsy fitsarana fa fanazavana momba ny virginité sy ny fanambadiana izay mifandray. Raha krisitianina ianao dia mamaky baiboly ary manaiky fa marina izay voalaza ao. Vaolaza tsara ao anefa ireo. Rehefa any an-trano ianao dia vakio tsara ireto : Deotronomia : 22/25, I Korotianina : 7/28, marka : 10/10. Raha tsy azonao dia anontanio izay mpitondra fivavahana ao fiangonanao dia lazao ahy eto ny valiny dia miady hevitra eto isika.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: tsy kopy
Date: 22 août 2017 - 08:51

sambatra >> applause nahazo tsara i kopy izay yees

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: kopy
Date: 22 août 2017 - 09:13

sambatra//ary nitranga zan nafenina fa i Rose ian le sambatra fa mody novaina kely ftsn le pseudo?huhuhu
tratrako njay enw t@ in an! smiling bouncing smiley lol

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: sambatra
Date: 22 août 2017 - 09:36

samy hafa izahay roa fa ataovy fotisny io nasiako ataonao io raha misy manikitika anao sy tsy mahafa-po anao e.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: kopy
Date: 22 août 2017 - 10:32

aleo njy manokatra sujet wanjy mts d any tsk mresk e!
ra ten manapanah njy d mamorona sujet anjy manokan d ataov ampahendrena s fanajana fa az manohana ol adala otran Rose fa maty pasipaoro ftsn nareo virja.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: Rose
Date: 22 août 2017 - 10:44

Bonjour,

Tsy misy hifandraisana izaho sy i sambatra fa kosa mitovy hevitra ary olon-kendry nanaja vatana.

Dia rariny raha tantaraina ny tsara fa ny ratsy foana no homena vahana eto.

C'est toujours la vérité qui blesse anie eh!

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: kopy
Date: 22 août 2017 - 10:48

ts mis olkendry hanopa ol tompoko oh!

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: ZINGA
Date: 24 août 2017 - 08:04

Bien dit kopy!!clap
olona manam-pahendrena ve enao sady manaja ny tenanao d mampihinana maloto olona.mba anjely otran'inona loatra re enao ty ry Rose e?
ra i sambatra aloha d manaiky za oe mananatra ampahendrena sady olona manana fahendrena satria teny ao @ soratra masina no nampitany ny heviny fa enao ry Rose? opa sy fanambanin'olona no ataonao?ka aiza @ zany ra fahendrena zay izestiavanao fatratra eto?gratte
gratte

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: za aloha
Date: 25 août 2017 - 09:11

za manokana aloa d zao vao niditra eto e! fa ra ny hevitro d na iza na iza tsy
manana zo hitsara ny hafa; na virja enao na tsy virja! tsy mba samy naniry hanana fiainana milay b daholo ve? fa io aloa no misy d samy miezaka manao izay maha tsara ny azy!

Ny Tompo mamela heloka isan'andro fa tsy oe ra tsy virja enao nanambady d any amin'ny afo be zany! tsy ny maha virja anao akory no idirana any @ fanjakan'i lanitra!

Ary ny tenin'ATra nalefan'i Sambatra eo ambony ireo; betsaka koa ny afaka amaliana azy ao anaty baiboly ihany; ohatra ilay vehivavy janga, Jesoa aza niteny oe "voavela ny helokao, ary izao sisa izao aza manota intsony" (Jaona 8 : 1-11)

Ny tiko tenenina dia oe rehefa mahatsiaro ny fahadisoanao enao ka mifona d mamela heloka ny Tompo; ary na virja enao na tsy virja niditra ny tokantrano rehefa ho ratsy vava ny lehilahy d ratsy foana; lozan'izay mikafara @resaka virja, izy aza manao eran'ny tanàna! ra nampoizin'ny vehivavy ve oe tsy ho lasa vadiny ny nanao tamin'ny voaloha mety nitandrin-tena izy! fa io samy manana ny fisainany - samy manana ny fiainana nandalovany : " esory aloha ny andry eny @masonao ary amin'izay vao ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombi-kazo eo amin'ny mason'ny namanao" Matio 7:5

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: ewaa
Date: 26 août 2017 - 15:05

za aloha/ tena marina ny anao.

raha toa ka haratsian-toetra no betsaka sy hiainana toa tsy mendrika ny ho antsoina virjiny ny olona anakiray.ny olona rehefa madio dia madio daholo na fiteny na fisainana fa tsy hoe rehefa virjiny dia ampy,vita hatreo,tsy maninona na hiteny ratsy variraraka sy hanopa olona isan'andro aza!virjiny adala raha izay no miseho.

ka mandiniha tena aloha ireo milaza azy ho tonga lafatra fa sao hamitaka an'Andriamanitra!!!

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: rakoto25-1
Date: 01 septembre 2017 - 14:41

lehilahy za no manoratra

miobokevitra amin sambatra taterka aho amin ireo tenin Andriamanitra nozarainy.

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: Intsss
Date: 01 septembre 2017 - 21:53

Raha za kosa aloha aleoko lavitramanambady tsy virj fa mihaja sy manampahendrena toy izay virj nefa degany be miteny ratsy na mifoka sigara na mpiady antsena

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: nga
Date: 11 septembre 2017 - 11:07

ny lhlh rehef o rats ku d tena loza, vhvv zah manoratra zah miadan ampanambadian fa maro ny naman sy mpiaramias, ten endry sy virj nidtr antokantrano nef d ataon lhlh tsinontsinon sy ampijalian , ilaozan nad efa mis zaz sy vita soratra az e, aleo fotsin manao tsar ian am fiainana

Options: Répondre
Re: misy miseho milay be ato @forum ato.
Par: ZAH 'MLAY
Date: 17 septembre 2017 - 13:03

zah ku zany mits kah!!

matoa aloha mbola voatazona ny maha virja. hatramzao, dia tsy virijiny adala mihits aloha raha amzao vanim potoana hiroboroboan ny fakam panahy etsy sy eroa mirongatra be izao no mbola tena virja e, rah taloha mbola tsy nisian ny fakam panahy marob no azo lazaina fa mitombona ny filazana hoe virijiny adala ka lasa manaonao ny tsy tokony natao amin ny tsy antony akor.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg