Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: discret_bandy
Date: 21 août 2017 - 17:28

Salama daholo ianareo, 2 taona teo ny nivadianay ary mananjanaka kely. Azo lazaina fa fanambadiana force ihany ny anay satria dia solafaka 1 volana niarahana dia nitoejaza ilay vadiko. Voatery izahay tsy maintsy nivady satria tsy tiako ho tonga @fanalana zaza izy satria araka ny fitatarany dia efa avy nanala izy t@sipany taloha. Izaho koa moa manana fironana hafa2 izay satria misy fotoana aho miaraka @na bandy mitovy amiko. Indray andro dia nisavasava ny conversation skype sns izy ary tratrany tao daholo ny zavatra nataoko. Tsy hitako intsony moa zay lazaina fa dia notsoriko ny marina hoe izaho homo. Efa nomeko safidy ihany izy hoe raha tsy zakanao ilay izy dia afaka misaraka dia mifanaraka tsara fotsiny @lay zaza. Tsy niala nefa izy fa mbola eo foana, ny olana dia lasa anaovany chantage amiko foana lay hoe alaiko baraka, sale pede sns isaky ny misy ady ao atrano. Ketraka tanteraka aho tsy haiko intsony zay ataoko satria leo voatabataba sy ampihorohoroina ao atrano zaho. Izaho nefa tsy afaka ny hananatra azy intsony na hiteny azy satria ny ataoko aza moa zany efa tsy mety. Nangataka divorce a l amiable zaho fa tsy mety mihitsy izy. Inona re no azoko atao satria izy sady tsy te hiala nefa miharceler sy manao abus verbal foana. Tsy sanatria mitady latsa fa mba torohevitra. Vizana tenteraka ny saiko. Lasa hazo fijaliana ilay tokatrano, moa ilay zaza koa miaina ao anaty environnement an ady.

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: ôztazni
Date: 21 août 2017 - 18:25

miala aloha ianao @ maha homo fa firenena iray aza naringana noho io asan-devoly io.

Raha mahasahy manao bras fer @ Avo indrindra enao dia tohizo ihany ny fiarahana @ lahy samy lahy,sy ny vavy sy ny vavy

matoa ianao mbola homeny fotoana ,ahafahana miverina aminy dia tiany sy maharitra ny Avo indrindra ary ela @ famaliana @ ratsy

rehefa tsy nety nanarin'ny RAD nao @ io fomba io enao, dia aza miandry hanarin'Andriamanitra ....

Tianao ve ny RAD nao? raha eny ny valiny fantatrao ve fa malahelo foana ny RAD ,na ny faran'ireny ireny manampy maso ireny aza,NY OLONA TIA ANAO TSY AMPAHORIANA tompoko(ao anitin'izany ny nahitana mahasoandro sy ny vady amanjanaka)raha olom-belona ihany

Alohan'ny hanambady no tokony hieritreritra fa tsy efa ao anatiny vao hoe hiala fa homo...
Betsaka ny anagano mandalo eto,fa ny fanaovana sujet hoatr'izao raha hiala voly dia
hoatra ny pub hoan'ny homo...

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: Manohisue
Date: 22 août 2017 - 07:03

fa ianao zany tsy te hi assumer ny maha homo anao? tokony mahazo divorce mantsy ianao na tsy d'accord aza ny vadinao raha ataonao motif eny amin'ny tribonaly io ary ampianao hoe anaovan'ny vadinao chantage ianao. ny lalàna eto amitsika tsinona toa tsy mandrara ny maha homo raha tsy diso aho donc tsy misy risque hoe higadra. mais évidemment, mila assumer-na ilay izy. sinon dia miafy ao. ataovy fotsiny izay ampilamina raha tsy afa miala

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: $ongomby
Date: 22 août 2017 - 07:18

Very aho ry fireneko fa toa mitobo isa isan'andro ny pelaka. Mampahonena mihitsy fa tena tsy maintsy irosoana ny fitsaram-bahoaka sy ny homophobie généralisée fa miha-gravy izy zany.

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 08:03

Efa miha-mivadika vôtrisy daholo ny olon-tety yeah

Na tsy izaho tsy ilay sipa aza aloha yeah

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: Tsyhomo
Date: 22 août 2017 - 08:34

discret-bandy<<<<Araky ny resaka eo ambony dia tokony assumer-nao ilay izy ,fa lasa mamitak'olona no manpijaly anao .
Faharoa mangala avocat hanome conseil anao ( preuve harcèlement,divorce...)Raha Tena Tsy mety aminao intsony ny fiarahana.

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: namanafotsn
Date: 22 août 2017 - 09:23

discret-bady>>>Mba azonao antsaina moa ny ratrampon'io vadinao io nahalala ny momba anao?dia mora aminao ery ny miteny fa afaka misaraka rehefa tsy mahazaka,afaka atao a l'amiable ny divorce sns,tia tena lotra enao,maninona ianao no mbola niaraka tamina vevavy ihany nefa enao efa homo,tsy nosaininao nga ny zvtra natao oe mahabevoka no mbola mahita excuse koa enao oe fanambadiana force,dia manamaritena eto enao mitady vahaolana nefa enao mihitsy no olana,mba mandiniha tena ihany aloha vao miantso vonjy e,ny vy tsy mikitrana irery fa vahao aloh ny olanao makasika ny tenanao vao manery ny hafa enao.
Ary tadidio fa enao no ni-harceler azy voalohany @reo choix nomenao azy reo,ary lay zaza tsy manantsiny no milanja tsy fidiny ny vokatry ny nataonao,fa zao ataon'ny vadinao aminao zao dia vokatry ny nataonao ihany ka aza maika ny hanilika na te ho victime @resaka harcelement.
Hafatra farany ho anao,Lev 20:13 "Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy;dia efa nanao fahavetavetana izy roa lahy;hatao maty tokoa izy,ny ràny dia ho aminy ihany"

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: tsy ampy izany
Date: 23 août 2017 - 12:53

discret_bandy >>> Mila mba maka ny toerana misy ny vadinao ianao. Izay no zavatra tsy vitan'ny olona pe.la.ka amin'ny ankapobeny fa dia manao victime an'ny situation foana fotsiny.

Ny fotoana rehetra nahalalany anao dia olona tia azy ianao ary vadiny. Izany hoe olona tia sy manaja azy.

Nivadika tampoka nefa izany rehetra izay. Tsy hoe nofitahinao tamin'ny fampirafesana fotsiny izy fa nataonao FITAOVANA hanafenana ny hadalanao.

Ny hoe misaraka raha tsy mahazaka izy. Efa mba nosaininao ve ny fiatraikan'izany fisarahana izany eo amin'izy mianaka ? Eritrereto hoe iny ianareo misaraka dia avy eo hain'ny olona maro hoe kay ianao pe.la.ka ? Tsy ny fiatraikany AMINAO no resahiko fa AMIN'IZY MIANAKA. Ny aminao mantsy, efa izany foana noresaka amin'izao vaninandro izao, lasa mankaleo indray hoe izahay anie mijaly e, tsy safidy e bla bla bla. Fa ny fijaliany ve nosainina koa ? Safidiny ve ny nanambady pe.la.ka ? Raha fantany ve izany heverinao fa niaraka taminao akory izy ? Ny hoe "assumer"-o, tsy ampy izany. Fitiavan-tena izany.

Ianao ve efa nifona taminy tamin'ireo rehetra ireo, sa dia natao fotsiny hoe raha tsy mahazaka dia miala ?

Raha efa nifona taminy ianao dia izay ianareo vao afaka miverina miresaka hoe ... nanao ny tsy mety be mihitsy ianao dia tonga teo ianareo ka inona no atao fa samy mijaly ianareo telo mianaka. Raha tsy nifona ianao fa mi-jouer victime fotsiny dia mendrika anao ilay victime eo foana smiling smiley

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: trouple
Date: 23 août 2017 - 16:37

misy tsy azoko kely, ianao ve zany nampirafy ny vadinao sa fiainanao taloha io tratrany io. raha ohatra ka efa fiainanao taloha tany izany dia tokony miresaka tsotra amin vadinao ianao hoe efa talohan nanambadiana zany ary samy efa nanana ny fiainany nareo roa vao nivady. tsy misy afatsin fifampiresahana io handaminana azy.
raha ohatra kosa tao anatin fanambadiana ianao no nampirafy ny vadinao dia tahaka ny olona nanitsaka tokatrano rehetra diso ianao dia marary sy voadona izy dia manao chantage, raha tsy afaka io alahelony sy hatezerany io tsy hilamina izy.
misy fanontaniako kely ity: ianao ve mahatsapa aminzao anefa miezaka manana vie de couple epanouie ihany amin'ilay vadinao. sao dia tsy afapo amin'ny fiainampitiavany izy no mahatonga azy mila ady lava io.
raha ohatra ianao ka tena homo fa tsy bi, dia aza mampijaly tena sy mampijaly azy fa aleo mifampitsodrano ahita ny mety kokoa dia assumena araka ny resakin'ny namana etsy ambony.

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: discret_bandy
Date: 23 août 2017 - 21:49

Tsy sanatria miseho victime, miala tsiny aminareo kristianina koa, tsy sanatria manimbazimba ny finoanareo, fa ny mahazo ahy tompoko dia tsy safidiko velively, be dia be loatra ny zavatra niainako h@fahazazako ka mety ho antony nahatonga izany. Efa niezaka nanao izay azoko natao rehatra aho hialana fa tsy tafavoaka (vavaka, fady hanina, nanao sipa vehivavy bdb), tsy mety mihitsy ny saina sy ny vatana. Efa nitsotra ny marina rehatra izaho ary nifona t@namitahako azy. Noresahako izy hoe afaka taizako lay zaza raha mba te hanao ny fiainany izy, entohako ny fianarany raha mbola te hianatra hanohy izy. Izaho zany mba efa miezaka mampirona azy @hoe aleo mijanona ho mpinamana tsy asiana raorao satria tsapako fa hijaly izy satria ny vehivavy mila tambitamby lava sy fahafahampo @resaka filana aranofo nefa izaho fantatro fa tsy hahavita izany aradalana.
Dia misaotra betsaka @torohevitra. Isaorana ihany koa ianareo homophobe satria normal n reaction. Tsy ifanomezantsiny fa fiainana daholo izany.

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: kilisybilaonina
Date: 24 août 2017 - 11:26

mapatsiahy tatara anah sipa akamako ty !! ny vadiny hono refa manao ry zareo de tianlery mitsy le sokirina aminy ratsatanana any aminy fitombenanlery !! kay taty aorina pelaka ranamana dia nisarahany le sipa akama !!efa niteraka ry zareo!

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: kilisybilaonina
Date: 24 août 2017 - 11:27

coseil eh : pelaka elah ! assuméo andana mialà ao atrano raha tsmdivorce ary de miala ftsny elah nanimba ntokatranonlah de elah nmialafa lé miala ko ngeh tsmila autorisation fa tonga de mandeha eh !!zany ve de olana aleo madamanlah hitady bandy hafa faza mijanona ao elah fa manimba nfiainany

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: rax
Date: 04 septembre 2017 - 16:30

Za ndray manoro anao hoe:
- Aza misaraka fa efa nanao voady teo anatrehin'Andriamanitra = asio vidiny io voady io nohon'ny desir sexuel anatinao, efa nisafidy ianao teo anatrehin'Andriamanitra hiaraka amin io vehivavy io na ho mora.... ra iala enao ( otran olona misaraka rehtra) dia miala am voady nataonao teo anaterhin'Tompo, moa va mahafaly ny Tompo zany fialana amin'ny voady nifanaovana teo anatrehin'izany, marina tokoa fa ela famaly ndray2 Izy fa tsonjovy ny avenir sy zanakareo no iaritra ny decisionao amzao fa mandinihy ihany aloa tena, dia jereo ra mbola zaka

- matoa tateraka soa matsara ny fanambadinareo dia ao ny sitrakin'ny Tompo, tsy ho takatrin sainao mitsy ny program'Andriamanitra ( fihevitro hoy Izy tsy mba fihevitrareo)dinio anie latsan reo olona reo oe: efa fantatrao enao fa pelaka ka manina mbola nitetateta ihany niaraka tam vehivavy= falalako anao zany dia bi ( satria enao niray tam io vehivavy io nef enao miaraka am lehilahy koa).
mety ao anatin izao tokatrano zao no anefen'ny Tompo anao hiala na ho vety2 na tsy kely2 amin io fomba ratsy io, ka azo fijaliana tokoa satria tsy manaiky mora an zay programa zay ny devoly dia miala nenina farany izy ka ny vadinao nonatony naita lay fiainanao sy mombanao, enao koa aminio tsy mba efa oe hendry ka tsy nanao tamin lehilahy tsony fa mbola napirafy azy, am maha olona dia normal lay reactiony oe tezitra ra nahalala oe pelaka lay vadiny sady mbola manitsakitsaka tokatrano, falalako an lay resakao koa tsy dia tinao mitsy io fa noho izy bevoka dia nana pitie v enao, d nanaiky nefa sady couverture sociale ho anao lay fiarahana taminy?

- Ra bi hono dia afaka mavita manao RS am vavy na lahy, ra za enao ajanony lay miaraka am lehilahy fa rasty dia ratsy ny fiafarana am io na dia itanao sy tsapanao fa maitsiro aminao aza ny fiahrana am bandy ( ra zay no everanao azy), manina no am homo no be no voan sida sy heptaite b c sns, satria endriky ny fahatezeran Andriamanitra zany, akoatra lay efa nanafoany ny tanana sodoma sy gomora, tsy mbola nisy teo am fiain zao totolo izao zany fanafoanan'Andriamanitra ny tanana na ville zany raha tsy tamin izy tezitra noho io antony io,
Ka mety fitaovan'Andriamanitra anao anasazina anao lay vadinao ohatra mba hialany nenina aminao fa maro nge oa ny bandy homo maty noho ny aretina na tsy fantapatatra oazy eny,

Za miteny anao dia bi taloa fa zao za nanapakevitra ny hiala am zany fitiavana bandy zany ary anao zay azoko atao mba asambatra ny olo tiko ary tsy iverina am lasa tsony na ho sarotra aza ny miala am fakam panany, ataovy bdb ny fataoranao an'Andriamanitra, fa aza atao oe tsy mis comprendre enao, fantatr'Andriamanitra io manjo anao io, ary tiny enao am zao situationao zao fa tsy sitrany io fampirafesana ataonao io ary indrindra ny fahavetavatana am sodomita fa fahadalana eo anatrehin'Tompo zany, maro ny bandy gay eniko maty isan taona tsy ampozina,... mirary soa dia ra mila accompagnement dia afaka miresaka amiko mitokana ianao, fa vonona za ifanoana fa ny olona tsy maintsy anaratsy ny pelaka fa azo ialana tsara io

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: Mtandrema ,
Date: 04 septembre 2017 - 19:36

la chair nous conduit! Dia izay ny vokany! Mbola mba tsapanao Ihany aza hoe mijaly ilay zanakareo
chacun est piégé par sa propre convoitise et il ne reçoit finalement que ce qu'il mérite

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: TSSS
Date: 07 septembre 2017 - 12:16

sale pédé!!!

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: ???
Date: 09 septembre 2017 - 12:49

discret_bandy> Tsy homophobe izahay akory fa milaza ny réalité

ny olona tsy mino dia efa nino aloha mahafantatra ny zavatra 1 vao milaza fa tsy hinoany iny satria manakana azy tsy hanao izay tiany.

Dieny mbola afaka miverina amin'ny lalana mahitsy dia miverena

Fa tsy adalan'ny scientifique maro be mino an'Andriamanitra ireny no miteny fa misy Andriamanitra

MISY ANDRIAMANITRA AZO HOMENA POROFO BE DIA BE IANAO RAHA MILA HATR@ RESAKA SCIENTIFIQUE IO sns....

FAHOTANA NY FIARAHANA @ OLONA TSY MITOVY SEX AMINAO,tsy fanao

VOAHOZONA NY OLONA TSY MANARAKA NY TENIN'ANDRIAMANITRA,dia mbola homeny fotoana ahafahana mifona Aminy sy miverina @ lalana mahitsy di miverena ,sao sanatria azon-doza rehefa tsy manaiky hanarin'ny Ray amandreny dia anarin'ny fiainana KA dieny mbola tsy voan'ny atao dia mahaiza miaina dia mipetraha tsara!

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: Plofplaf
Date: 09 septembre 2017 - 14:47

1/ l’homosexualité est une déviance aux règles sociales. Il s’agit d’un comportement sexuel,


2/ une pratique considérer par la majorité comme contre nature.

3/l’homosexualité est un choix de société hasardeux. Il est hasardeux parce qu’il est immoral

4/’ils peuvent entraîner l’augmentation exponentielle du cancer du colon, par exemple.

5/ Quant on aime quelqu'un on ne peut parler qu'il s'agit de faire bien l'amour seulement, mais parce qu’il me respect et m’aime dans son âme et son esprit . Alors l’amour dépasse le sexe. Le corps n’est juste là que pour sentir l’amour de l’autre pour soit. Mais ce corps est un temple il ne faut pas l’oublié, on doit le respecté.

6/si tout le monde était homo, ce serait la fin du genre humain étant donné que plus personne ne ferait d’enfant…,on peut aimer les personnes qui sont dans l’erreur mais pas leur erreur

7/L’homme ne se définit pas exclusivement par son orientation sexuelle. Avant d’être homosexuelles, les créatures sont des personnes humaines, c’est-à-dire des créatures faites à l’image de Dieu


8/Tu ne dois pas coucher avec un mâle comme on couche avec une femme. C’est une chose détestable » (Lévitique 18:22).

9/ C’est pourquoi Dieu les a livrés, selon les désirs de leur cœur, [...] à des désirs sexuels honteux, car leurs femelles ont changé l’usage naturel de leur corps en celui contre nature » (Romains 1:24, 26)

10/ le pervers révolté contre l’ordre naturel présidant à la Création. Il n’a nul conscience de son péché et est fier de sa honte. C’est aussi par ce genre d’individu que Satan se déguise en ange de lumière (2 Co 11, 14). La soi-disant culture « gay », faisant prendre vessies pour lanternes (Rm 1, 25), est manifestement luciférienne. C’est ainsi que l’Écriture et la Tradition condamne les unions homosexuelles comme « déparavation grave »

11/Nous somme libre de notre destin.La meilleure chose est la tolérance dans la vie privée – mais quand ils essaient de changer une société, les lois, les institutions, de lessiver le cerveau des enfants dans les écoles, de faire de la propagande médiatique…

ET CA DÉPASSE LES BORNES DE L'ACCEPTABLE


FAITE VOTRE CHOIX!MAIS SACHEZ QUE" LA LIBERTÉ DES UNS S’ARRÊTE LA OU COMMENCE CELLE DES AUTRES"

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: L
Date: 09 septembre 2017 - 18:19

Za koa anao hoe aza mi divorce fa ataovy izay ampilamina azy, anjaranao ny manao izay mampilamina ny tokantranonareo, mandefera amin ny rehetra mifona aminy mijere psy raha azo atao manoro anao hevitra handaminana azy

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: nareo kus
Date: 11 septembre 2017 - 11:25

rsy fitsaranareo no tadiaviny ato fa fanampiana, zah ts homo, rehf manao chantage iz d ataovy koa e, sam diso nareo bevohok fotsin tsmcalcul, nanala zaza iz elohan lalana eto mada sad maafabarak azy tsar ;enao az nanambady azy, ts mety zan chantage lava zan, jereo oe inon le antony tsy isaraan aminao.?tena fitiavan ve? sa image? sa enao b sos b, diso enao fa izy koa tsy olomarina, harcelement morale simba ny fiainanao, ndan tong d ilaozy ref mbol manao vava anao

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: Ady
Date: 20 septembre 2017 - 00:26

Tsara n maka torohevitra @ olona homo manambady sy miteraka raha mahafantatra olona ianao mitovy aminao. Betsaka izy reo any Mada fa dia miafina daholo .
Io zan dia miankina aminareo roa ihany. Fa n tena tsapako dia matahotra discret_bandy satria mety hivoaka n tsiambaratelo. Zao ataovy ao antsaina. Mbola kely ianao dia efa fantatry ny fiarahamonina hoe vavivavy ka tsy mila miteny ianao fa vakiana fotsiny hoy ny tanora zay.
Aza manahy ny @ ho avy fa izay hipoitra dia tsy maintsy hipoitra. Le anton'ilay divorce manko no tsy mitombina satria ianao no tratra nampirafy ka mety ianao no ifoteran'izay.
Raha tena tia anao izy tsy tokony manao chantage na manao menace. Indrindra raha ianao mahavita mamelona ny tokantrano. Raha ny mifanohitra @ zay dia mbola defi hafa koa ny miandry anao.

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: Paola
Date: 11 octobre 2017 - 16:37

Reseho lahatra ny vadinao fa manimba azy sy ny fiainany ny fijanonany aminao:


1/ lany andro hiaritra aminao ao fotsiny nefa fotoana tokony ahitany ny tena anjarany

2/ Ianao mazava be fa tsy tia azy akory fa bandy tianao, inona ary hiaretana @ zany?


.

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: bandimanambady
Date: 12 octobre 2017 - 14:55

Misy dia tsy mahazo resaka mitsy ato!
conseil no angatahinailay olona fa tsy olona hihainon ny tatarany!

raha za enao rangah ty ilaozako any refa tsy mahazaka hoe homo enao, samy tsisy manana ny marina nareo, ary ny réalité dia nareo condamné hivady noho ny zaza fa tsisy fitiavana tsony, donc, tokony samy libre aminy lafinjavatra hafa!

avelao hanao sipa any ivelany izy, dia enao efa homo zany, tsy ho leo ve izy dia hanaiky divorce farany

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: ginagina
Date: 13 octobre 2017 - 13:35

marina zany ry bandimanambady â fiainana ho entina amin'menace zany indrindra ao anaty tokantrano tsy milay ny lehilahy koa ilaina mafy loha izay filazany aman'olona any azony atao izy ihany no manalabaraka ny tenany izay ilay antony itenenan hoe ny tokatrano tsy ahahaka satria imehzan hafa fotsiny ianao aza lazaina fa homo nefa niteraka azonao mba hanalana menatra amin'ny mpitsireka koa anie izany ^^e aza mivaki loha ry akama

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: tsy rariny
Date: 13 octobre 2017 - 14:21

Ataon ity vhv ity sahirana ianao satria tena tsy hay faritana mihitsy ny zavatra ataonao, homo ianao , sady hétéro, dia miteraka , za aloha tsy homophobe fa ilay resaka hygiène no tsy mety amiko, fa ny solution omeko anao, tokony mba handinitena kely aloha ianao, pelaka marina ve ianao ? raha izay dia aza manadala vhv intsony fotsiny fa paetrao izy, na vita, na tsia ny divorce

Options: Répondre
Re: Mba ampio fa very hevitra tanteraka
Par: marina!!
Date: 13 octobre 2017 - 15:57

Mazava tsara izany fa homo ianao, mazava tsara fa io no tendance sexuelle-nao . Mazava koa fa tsy misy fifankatiavana ao aminareo mivady fa "solafaka" fotsiny, dia forcés hivady. Ianao moa izany efa mazava hoe aiza ny safidinao; ary matoa manao izany fihetsika izany ny vadinao, dia mazava koa fa tsy misy fitiavana izy fa mandà ny fisarahana no ho ny zaza, satria izy tsy miasa...
Ny hevitro? Aleo misaraka! Reseo lahatra izy hanao divorce à l'amiable . Ireto ny arguments afaka entinao:
- Tsy misy tombon-tsoa ho azy mihitsy io chantage io. Raha mahafantatra ve ny mpiara-monina hoe homo ianao, tsy samy ho afa-baraka eo ianareo? Izany hoe IZY KOA SY NY ZAZA! Maninona raha mifandamina dia raison hafa no omena?
- Marina mihitsy hoe mahazo divorce ianao raha assumer-nao (socialement) ny homosexualité-nao (izany hoe entina eo anatrehan'ny fitsarana); saingy tombon-tsoan'ny vadinao sy ny zaza ve izany (=publicité!)
- Alamino kosa ny fiainany ara-bola sy ny an' ny zaza (pension)

Tena tsy mahasoa na iza na iza izao situation izao satria gidragidra lava. Ho fankahalana ny iainana ao an-tokantrano. Ary na ela na haingana tsy maintsy hivoaka ny resaka!

Mahereza!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg