Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Mila vonjy
Par: Mahitsy Toraka
Date: 22 août 2017 - 10:21

Sao de mba misy mahalala olona mahay manala LAFIKA azafady indrindra fa tena sahirana @ ny fahazahoana zaza misaotra mialoha ho an'izay mamaly

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: inona
Date: 22 août 2017 - 10:29

Inona tsara aloha ilay lafika fa tena efa imbetsaka aho no maheno an'io fa tena mbola tsy fantatro foana ny tena dikany.

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 10:30

Lafika eh!, mitovitovy amin'ny salaka yeah

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Mahitsy Toraka
Date: 22 août 2017 - 11:12

ny LAFIKA dia zavatra ataon'ny olona mba tsy hapiteraka anao de rehefa misy an'io ny vehivavy iray de tsy mety mahazo zaza mihitsy ka izay no itadiavanay olona mba hanala azy io tompoko

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 11:15

Diso be zany an!

LAFIKA = SALAKA

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: inona
Date: 22 août 2017 - 11:44

Hay ve izany no tena dikan'ilay lafika e!maninona raha manantona ny fiangonana vahao ny oloko?sa tsy mety aminao ireny?Betsaka ihany ny vehivavy tratran'ny zavatra toy izany fa tena vao nakany dia toa mitaiza daholo amin'izao.


Njoun//aza dia mananiany olona hoa fa @#$%& anao ny zavatra mahazo azy.

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Vonjy.
Date: 22 août 2017 - 12:16

olona manala lafika ve no mahay noho Andriamnitra nanamboatra ny olona?

ny fofonain'i Adama dia avy @ Andriamanitra,
ny olona taranak'i Adama ny fahotana no nahafaty ny olona,
=>nalefan'Andriamanitra i Jesosy hamonjy ny zanak'olona

Vavaka ihany no famonjena tsara indrindra sy ahafahana manatona ny Mpamonjy

Kristy=Mpamonjy ,atsoy izy dia ho valiany ianao

Matoa nila an'i Jesosy hamonjy ny zanakolona tsisy na iray aza mahay mamonjy ny tenany,Mangataha famonjena @ Jesosy dia voavonjy ny olana ara-piterahana mahazo anareo

rehefa tratran'ny olana matetika dia mitady vaha olana avy etsy avy eroa,nefa tsisy zava-boahary na zanak'olom-belona mahay noho ny Mpahary

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 14:45

inona >> nga kosa mpanao fanafody gasy ny fiangonana vahao ny oloko aminao???, sao tsy mety kosa an!

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: inona
Date: 22 août 2017 - 14:52

Njoun//ts nilaza mihtsy aho fa mpanao fanafody gasy ny vahao ny oloko.mpanala ny ozona @alalan'ny vavaka izy raha tianao ho fantatra.mbola misy ampiana ve ilay valimpanontaniako?

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 15:40

Tena vao maika miha-maizina amiko, any amin'ny mpanao fanafody anie ireny vao afaka eh!, nefa ny vahao ny olona toa fiangonana raha tsy diso aho gratte

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: inona
Date: 22 août 2017 - 15:50

Mpanao fanafody ve mahery noho Andriamanitra aminao e?

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: ???
Date: 22 août 2017 - 15:59

Njoun<> Ny tiany ho lazaina izany dia ny hoe ny fiangonana no manala ny ozina,izany hoe zay mahavoanao dia mivavaka ny fiangonana dia afaka ilay izy,tokony tsy hisy tsy miteraka intsony izany eto Mkara raha izay dia ampy na tokony efa tsy firenena mahantra intsony isika,

Mahitsy torak<>mety olana ara-pahasalamana ny tsy mampiterka,raha ota,na ara-panahy indray dia Jesosy no manana anarana hoe Mpamonjy izy antsoina mivantana satria azo atao tsara izany ,na tsisy mpanelanelana aza,ny fanarahana ny voalazan'ny baiboly no fanafody tsara indrindra

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: inona
Date: 22 août 2017 - 16:13

???>ny akamaroan'ny vehivavy izay tsy miteraka sasany dia mbola mino ireny karazana olona milaza ho mahay manamboatra vintana,manala ny vorika sns ireny.Fa iza moa no nanamboatra ny olona?Betsaka mihitsy ny olona no tsy maharitra ilay mivavaka satria ny an'Andriamanitra mbola mandalo fitsapana sy sedra maro izay vao mivaly ny vavaka.Dia izay ny mahatonga ny olona sasany miala an-daharana dia lasa tsy mahatoky an'Andriamanitra.Lasa voasarika @resaka miracle sy zavatra eo no eo ka rariny raha sazian'Andriamanitra satria manao Azy ho tsy misy.

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 16:17

Vao maika tsy azoko ry ireto a yeah

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: inona
Date: 22 août 2017 - 16:18

Njoun>Adaboy any rehefa tsy azonao fa tsy natokana ho anao koa anie ilay conseil e!

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: ???
Date: 22 août 2017 - 16:19

inona>Andriamanitra tsy mitsapa olona fa ny ataon'ny olona no mahavoa azy!

ilaina ihany koa ny manantona gynécologue fa Andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: ???
Date: 22 août 2017 - 16:21

Njoun>hahaha manana sens de l'humour zay ka hahaha

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: inona
Date: 22 août 2017 - 16:24

???>ny fitsapana tiako tenenina dia hoe,mahatoky Azy ve ilay olona?manana faharetana ve sa mora adalain'i satana @resaka miracle?
Dia ilay resaka hoe gyneco:izaho tsy mandaha izany mihitsy fa matoa izy izany tonga h@ fitenenana hoe nisy nanalafika dia mety efa nadeha gygy izy fa tsy nahitana na inona na inona.

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 16:27

Aza hajanona rangaha fa mba té aheno ny fin ny bandy a

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: ???
Date: 22 août 2017 - 16:33

inona >ka io izany dia safidy, ka malalaka be izy eto izao dia mpanala lafika no anontaniany ,dia Andriamanitra no toro hevitra dia azy ny sisa...

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: ???
Date: 22 août 2017 - 16:37

Njoun >ka ilay olona ty tsy hita asa izy ty na angano ,
na iza? ihany no hitany fa mety taminy tany ko,fa raha izahay aloha tsy hanoro azy an'i Jessi K be izany mihintsy a

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Njoun.
Date: 23 août 2017 - 11:20

inona >>> sahiran-tsaina be hono ilay tomponà sujet anie eh!

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Mahitsy Toraka
Date: 05 septembre 2017 - 09:55

Tena itako daholo mihitsy ilay valiny nalefanareo voalohany alo de tsy mety amiko ilay mivavaka any @ VAHAO ny OLOKO hihih miala tsiny;

Marihako fa izaho dia tena olona mivavaka FJKM mihitsy.

ny tena olana dia ao anaty kibon ilay vadiko mihitsy de izay ilay LAFIKA tinay esorina tompoko.

Misaotra ho an'ireo izay mbola hamaly tompoko

Mankasitraka o!!!

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: iza
Date: 05 septembre 2017 - 11:16

fa iza no niteny taminareo hoe lafika ny mahazo azy? sa nareo ao an-trano fotsiny no maminany? mandehana aloha gyneco fa efa tendance be zao ny vhv tsy miteraka dia mandeha gyneco dia lasa miteraka avy eo!

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: d gaga elah
Date: 05 septembre 2017 - 16:42

Mahitsy toraka
zay le mahavoa anareo,mila vonjy nefa mbola miaingitraingitra ihany.inona no hidiran'ilay hoe zah olona mivavaka fjkm @le hoe vahao ny oloko,io anie tsy voatery hoe tsy maintsy mivavaka ao ianao vao afaka sitranina e.sa aleonareo miditra @tic tac dou sy iza irony mpamaha olana @alalan'ny famakiana fela-tanana irony toy izay vahao ny oloko?

ny olona anie no manaratsy ny vahao ny oloko nefa rehefa tsy mahita solution dia mandraingiraingy any daholo e.
zah zao protestant nefa tany no nahasitrana ahy dia maninona ah zao?nisy nanenjika ve zah tao ampiangonana hoe naninona no nandeha tany? rehefa tsy nahitako fanasitranana dia tsy maintsy mitady moyen ah.

ianao miteny hoe lafika ny mahazo azy,aiza no misy dokotera mitsabo izany? sa mieritreritra ody gasy?iza no ratsy sy manahirana @mpiaray fanantenana kokoa->ny mandeha any @vahao ny oloko sa manantona mpanao ody gasy?

mba hamboary ihany hoa ilay toe-tsaina fa zan foana no tsy mampandroso!

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Mivilana Toraka
Date: 07 septembre 2017 - 15:21

Mba manala baraka ny anaran'i Jesoa Kristy tompon'ny Fiangonana anie ianao izany ry Mahitsy Toraka e

Options: Répondre
Re: Mila vonjy
Par: Njoun.
Date: 07 septembre 2017 - 15:42

hihihi Mivilana toraka hihihi <MRD

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg