Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Hanao soratra
Par: Massi
Date: 28 août 2017 - 10:12

Miarahaba antsika reetra!
Mba mila ny hevitrareo fa sahirantsaina.
Toy zao ny tantarako, vehivahy no manoratra.

8 taona izahay roa no niaraka, vao afk bac, samy nanohy ny fianarany, izy mo tsy avy eto fa mpiavy, sahirana ny RAD-ny de tsy nahavita namatsy azy intsony no sady tsy nahomby izy tam fianarany de nohon'ny hasarotry ny fiainana de tsy maintsy nitady asa, izaho kosa na de kamboty RAD aza de voatoatoana teny Ka vita soamantsara ny fianarako, izy moa niezaka ny namerina iany teny antsefatsefany teny f tsy nahavita iany, ny asa hita nefa de tena oe pour survivre fa tsy pour vivre, vita fianarany aho de niasa ar de torakzay iany ny asa hita, niala tao am zoky koa fa havatiana hono tsy hiaraha monina, no sady nisy olana amle zay miaraka, samy nanofatrano zay 2,ar Zara fa ampy n karama. Tam'izy nopresenteko tam havako no efa hitako oe tsy mety amdry zareo fa tsy norarahinay satria mifankatia zahay, nande teny ny esoeso madinidinika, ny fankahalana, sns. Nande ny ftona efa niertrertra ny anao raharahana zahay fa nisy projet tomber à l'eau de tss ninin tanteraka, tsy niteny tamin'iza tamin'iza an'io fikasana io zahay. Nigadona ty taona ty de noteneni'ny havako aho fa oe tkn manao zvt nareo fa rehefa tsy niertrertra ny anao izy atramzay de tsy vonona mitsy, miaraka amin'ny latsalatsa isankarazany. Noresahako izy de nanaiky ampahatsorana ary niteny oe samy miezaka kely de atao soratra ftsn d ol vitsy no asaina,noresaana ny fianakavina 2 tonta, ary tsy nanaiky ndray ny tany aminy amle oe vitsy no asaina fa ts mety amdry zareo bono zany, nijanona ndray aloha le soratra de nifandinika teo ary tapaka ny hevtra fa aemotra ndray. Vao naeno an'izany ndray ny taty amnay de nanaratsy oe olona ts vonona ny manao anzan sns sns. Marihiko fa izahay dia efa nanao ny fomba malagasy hatreo am fiancaille, ary tamin'io andro io de betsaka ny fanaratsina azy. Amzao fotoana zao zany de miandry ny fianakavina hoe hisy raharaha, izahay nefa nahangona kely dia misy projet anay zay hitanay fa mety ahasoa anay amin'ny ho avy ary niertrertr izahay 2 hoe anao anle soratra fotsiny ary tsy hampilaza na amin'iza na amin'iza raha tsy efa vita satri fantatray fa vao tenenina ny fianakavina de ho avy ndray ny sakana, nisy olona noresaana moa nieritreretina hoe mba micomprendre nefa vo naheno an'izany tonga de fanaratindraindray olona forcena fotsiny izy (le ho vadiko zany) fa tsy te anao de refa tsy amin'ny ertreretiny de tsy anao izy. Izahay nefa milaza anao mariage ihany fa miandry kely aloha, satria mahasoa anay le projet o atao. Marihiko fa tena matoky azy aho nefa refa maheno le vavan'olona lasa miroro saina ihany indraindray so dia marina ny lazain'olona.
Ny tiko anontanina ny hevitrareo momba anle oe anao anle soratra tsy lazaina an'iza n'iza, misy efa nanao anzany ve?
Misaotra mialoha.

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: Njoun.
Date: 28 août 2017 - 10:14

gratte

Kamo be za hamaky an'ilay izy nefa ohatran'ny intéressent ihany gratte

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: Massi
Date: 28 août 2017 - 10:19

Azafady fa téléphone no ampesana de miova bo azy fa eo amle hoe misy olona noresaana Noeritreretina hicomprendre de tonga de fanaratsina azy indray no azo, de eo amle resaka mariage, mikasa hanao mariage ihany izahay refa ao ariana kely ao

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: alefaso
Date: 28 août 2017 - 10:32

Mila fantarina ny antony tena handavan'ny havanao azy. Io no important. Resaka fiaviana ve ? Resaka fari-pananana ve ? Resaka toetra ve ? etc.

Ny soratra sy ny mariage dia anjaranareo. Mety marina ilay hoe tsy vonona ianareo raha toa ka izay sakatsakana amin'ny resaka hoe iza no asaina sy tsy asaina dia hi-annuler-nareo ny raharahanareo. Raha olana lehibe kokoa toy ny tetsy ambony (Ohatra hoe fiaviana) dia hafa, fa resaka hoe asaina sy tsy asaina ve ?

Raha efa tapa-kevitra ny hivady ianareo dia atao miaraka ny soratra sy ny mariazy. Mofomamy zaraina eny am-piangonana dia izay. Sady tsy voalohany ianareo no tsy farany no hanao izany, ary tsy ny espace sy ny fety no mamaritra ny tokatranonareo fa ianareo ihany. Aza miandriandry amin'izany hoe misy projet hahasoa izany. Avy eo misy olana ny projet (tsy hoe mirary ratsy fa fiainana izany, misy ambony sy ambany foana ny ankamaroan'ny projets) dia iny ianareo fa hihemotra indray. Raha izaho no zokinao dia tena mety mandatsa anao ihany koa amin'ilay toetra mandroso mihemotra ohatra ny zazakely.

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: Massi
Date: 28 août 2017 - 11:42

Misaotra anao.

Resaka fiavina mitsy ny olana satria efa exposé zay resaka zay tam zahay vo niaraka fa nony taty aorina tsy norarahinay le izy de lasa zavatra hafa, isaky ny misy zavatra tsy mety ataony kely de misy mitsikera fona.
Ilay resaka tsotsotra mitsy no tsy mety amle RAD-niny de zay no matonga anay hanapakevitra le oe hanao soratra tsy milaza an'iza n'iza lo, fa refa anao anle mariage vo milaza andry zareo

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: rasobakobako
Date: 28 août 2017 - 17:55

Ataovy izany soratra izany satria ny fomba gasy efa vita rahateo anatrehan'ny RAD-nao hozy enao, fianakaviana ihinana sakafo sy gateau fotsiny no mahamaika ka tanteraho izay tinareo atao fa nareo roa ihany no iray trano sy hiaraka hipetraka mandrakizay fa tsy ny havana akory, aza mihaino vavan'olona na vavan'ny havana fa ny havana indrindra no tena loza raha hanenjika sy hanaratsy, nefa ry zareo tsy hanampy anao raha tsy tanteraka ny projet-nareo roa any aoriana

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: Manampy.
Date: 29 août 2017 - 09:41

Izaho manana namana couple ohatranareo roa mihitsy fa lazaiko aminao fa n'inon'inona ataonareo roa dia tsy maintsy hahazoanareo tsiny foana na avy amin'ny andaniny, na avy amin'ny ankilany ! Ny fisoratana ara-panambadiana ange azonareo atao foana é, miaraka amin'ny vavolombelona fotsiny. Izany hoe tsy voatery hanao fety sy handany vola akory. Fa ilay izy, izay eranareo roa ihany ! Raha tapa-kevitra ianareo roa dia ataovy ! Dia aza adinoina fa ny fanamasinana any am-piangonana eo anatrehan'Andriamanitra no tena zava-dehibe fa ny soratra ara-panjakana fotsiny ihany, io farany io no tena fototry ny mariazy ! Tsy voatery ho izao akory fa tsara kosa raha tsy miandry ela aorian'ny fisoratana.

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: ylangylangmûr
Date: 29 août 2017 - 13:12

soratra azo atao na tsy misy havana manatrika azy, ny mariage no hilan'ny havana vaniny rehefa tsy invités izay ry zareo

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: Massi
Date: 29 août 2017 - 13:45

Misaotra indrindra anareo fa soulagé be za mahita anle valinteninareo satria noheveriko fa tsy azo atao zany

Options: Répondre
Re: Hanao soratra
Par: Mandalo Fotsiny Aho
Date: 31 août 2017 - 12:44

Mahagaga fa ny olona mpitazana fotsiny ihany no be commande, Manana ohatrinona hanaovana faty be hono ny havan'ilay namanao? raha manana atoraka izy de alefaso ny fety be. Raha tsy manana atoraka izy dia asao hanakombona ny vavany ary hijery sy hanotrona izay vitanareo. Tsy dia tiako loatra ilay hoe "hisoratra mangingina", "Fisoratana anay manokana araka izay tianay", Nanao izany izahay mivady izahay roa niaraka t@ vavolombelona roa ihany no tao @ firaisana fa sady fierté no aventure be izany. 4mois taorinan'ny soratra dia nety ny natao ka nahavitana mariage manara-penitra, Nampangina ny vavan'ny mpitsikera, Tonga saina ny mpandatsa "Choix" io ry se a, Rehefa mifankatia sy manankina fiainana amin'Atra tsy manary izany izy. Fa mila fitandremana be koa an

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg