Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 30 août 2017 - 07:40

vao jereko fotsiny d'ef fantatro hoe tara @ vadiko tena ry sipa, ny azy mantsy ny vadiny nôfa be tsy dia misy raisina na endrika na bika ka tonga dia hijapy ny bôgôsy-ko aty, mbay tany! je t'aime, je t'aime, ny anao karakaraina tsara, ereto aho rehefa ratsy safidy!hum

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Njoun.
Date: 30 août 2017 - 08:42

mechant

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: tssss
Date: 30 août 2017 - 11:35

hahhahaha tena marina mitsy ny anao! fa za manokana d gaga @ny vevavy sasany; marikoriko aza ny mijery anazy! efa manambady mananjanaka vavy zao d tsy tahotra tsy henatra ny vadin'olona no enjehina! fa dia inona loatra re ny ao antsain'ireny e! d lazaina fa mampijaly sy tsy mampidi-bola le bandy d mahita ny anao mba miasa d nenao no enjehana! mampalaelo ny toetsain'ny vevavy sasany! izy indray no miseho tompony mialoha anao na d eo imason'ny vadiny aza! tssss

manina tsy ny anao no atao zay mahatsara azy araka ny itiavanao azy! koratsy andramana ny nanambadina an'iny ko

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: karinn
Date: 30 août 2017 - 14:05

* vehivavy

izay mintsy no atao anireny vevavy mpangala badin olona reny

reny lo dé vevavy tsy manan tsaina, tsy mataoatra tody e

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: TSMATOKVALERA
Date: 30 août 2017 - 15:21

Sô de ny vadinareo no mapme ,ts mahatombin tsiraka fa mipelipelika eran tanana ny maso fa ts mionona aminareo ,sady mora tairina fa ts mipetraka manaja anareo ,raha tena tinareo ts hitany intsony ny HAFA mieritrereta ihanyhumhum

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 30 août 2017 - 16:19

Ny vadinay tompoko dia @ le oui, ao tsara daholo na bika na tarehy, mampidim-bola norme tsara, afa-po tsara any ampandriana, papa des enfants, tsy pelipelika zany fa raim-pianakaviana ao @ ilàn'azy, ka rehefa mahita an'zay le sipa fa ny azy tsy mamokatra fa olona mamo an-tatatra mpifoka, mpigoka, be tsy miteny mohaka be dia tsy menatra tsony na eo aza ny tompom-bady fa izy ndray no miseho te hikarakara mafy an'ilay vady malalako, sao dia everinao fa norme be otran'io io vadiko io raha tsy plus plus nohon'ny fikarakarana eritreretinao ny ikarakarako azy ao an-trano ao! mipetraha tsara dia sasao tsara daholo ny akanjony!blibla

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: selibateraza
Date: 30 août 2017 - 18:57

vehivavy

hevitrao izany, vadinao tenenina fa izy no tompon'ny lakilen'ny braguette-ny, rehefa tiany sokafana iny dia sokafany na eo enao na tsia, ahahahahahahahahah

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: ramah
Date: 31 août 2017 - 07:39

raha araky ny resakao dia hoatry tsy mahatoky valeur zany ianao an !, efa ireo no ataonao azy koa inona no atahorana avelao fotsiny ry zareo any fa vizana eo reo farany

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Njoun.
Date: 31 août 2017 - 09:55

Rehefa tsy misy nounou, ravim-divou be sy foufoune be tsuny ny vehivavy hitanay eny an-dalana dia tsy mijery hafa intsony izahay yeah

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 31 août 2017 - 10:01

Aleo angalariny any fa mpangalatra pseudo tsss.
Ary @sujet-ko ary indray izy no mizesta be hoe zah hono mpangalatra pseudo.

Rehefa zatra mangalatra anie dia mba halain'ny olona koa ny anao e(vady)
Tsy adala mihitsy ny vehivavy sasany miteny hoe tsy tiako hisy halain'ny olona ny vadiko dia tsy maka ny an'olona aho.Ka mety hoe nampirafy t@ vadin'olona tany ianao dia zao mivaly aminao ilay izy.Fa saingy ianao moa ve hiteny izay marina eto izany e!Dia otran hoe ilay vehivavy no diso,nefa tsy hainao fa tody ny zavatra nataonao izao.Tsy omeko tsiny ilay vehivavy raha maka ny anao.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: makivy
Date: 31 août 2017 - 10:12

ny lehilahy dia efa zay foana oe rehefa mahita be @#$%& na be nono na manja b d mitodika foana! na ny vehivavy koa aza ra mahita bandy milay d mijery; zay le oe maso mijery tsy mitondra mody! fa matoa ko ny lehilahy mavita ny filandratsiny mampirafy sns @vehivavy efa manambady aman-janaka d le vehivahy zany no tsy manaja tena!
tsy resaka tsy fahatokisana valeur, fa mazava be io ambony io oe ra zavatra tsy tianao atao aminao d aza atao amin'ny hafa! d mazaka ve reo vevavy mpi charme amin'ny vadin'olona reo ra oe misy manao an'izany ny vadiny???
le toe-tsaina mitsy no efa voa; tokony mba mieritreritra ny tody fa tsy maika andratra fon'olona fotsiny; ny ratsy atao ane any amin'ny taranaka no mivaly e! any @le tena ainao mitsy! ka tokony samy mieritretra tsara daolo vo mamindra.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: mapalaelo ny sasany
Date: 31 août 2017 - 10:19

koratsy ra oe matoky valeur d oe io hataovy @zay itiavanareo azy fa tsy koi d miainga daholo ny tsy fanajana anao eo imason'ny vadinao! tsy mety zany!
ny vehivavy ko mahay manavaka tsara ny oe ity vevavy naman'ny vadiko sy ny oe ity vehivavy mola amin'ny vadiko.
misy limite ane ny fietsika e! ary ny namana mahalala tsara oe rehefa eo ny vadiny d misy fietsika tsy hatao fa sao matezitra olona, fa ny vehivavy mola tompoko d tsy mahatsiaro tena intsony fa na eo aza ny tompom-bady d izy no te hiseho oe loha laharana sy super amie; miaraka @ampiseho daolo ny fe sy ny nono!
marina fa taitra @bika ny bandy fa amiko manokana tsy zay akory no itiavany ny tena vadiny fa ao ny bika ny toetra ny fomba fiaina sns! ka ra vehivavy tonga d vakiana oe mola ve enao d miseho milay b! fanarian'ny bandy maloto indray indroa fotsiny ireny fa tsy misy avenir akory! ra oe maharitra ny moa ny fiarahana d zaran'ny bandy aza mba tsy mandoa vola @ @#$%&

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 31 août 2017 - 11:39

marina mihitsy ny teninao ry < mampalahelo ny sasany< rehefa tsy hainao ny mifehy ny toetranao eo imason'ny vadin'olona dia vhv tsy norme izy zay! ary but reny tsy resaka materialiste tsony fa tonga dia ny anapotika ilay tokantrano mitsy no tanjona, mampalahelo! asa ilay fitaizan'ny RAD daholo ve no mahatonga izany sa ny vadiny no tsy norme kooo e

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: mireille kely
Date: 31 août 2017 - 13:27

ho an'ilay vehivavy nametraka sujet

enao mitovy amin'ilay vadin'ilay sipa tara amin'i vadinao, sady nôfa be enao no ratsy tsy misy raisina ka matoa ilay sipa miseho tara amin'i vadinao, dia hitany fa tsara noho enao izy ka tsy matahotra ho tara amin'i vadinao

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 31 août 2017 - 16:44

mireille kely< Mireille kely marina ianao soa fa samy any ambadikiny ecran tsika sy ianao, ary zay mihitsy ary tena mandreraka be ny mieritreritra azy satria sipa otrany vomanga be ve no andeha môla2 @ vadiko, dain mipetraha tsara hoah, hiareto aho ny vady izay efa nekenao teny ambony alitarasound

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Dondrona
Date: 31 août 2017 - 18:25

Aoka re ray olona mba tsy hasiana izany e ,ny fiainana ary efa tsy herany ny hataon'ny mpitondra manginy fotsiny ,raha tsy misy anie ny mpangala pitia ,inona no mba hampiodina ny asanay ,mpampanofa efitra e ,raha vahiny no andrasana foana dia efa ela no nanidy trano .Samia milamina fotsiny ,hataovy izay tsy hampiodina ny vadinareo na lhl izany na vhv dia samy voafoka daholo .

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: mireille kely
Date: 01 septembre 2017 - 18:47

vehivavy

ka io vomanga be io mihitsy no tsy hananao matoa ny sipa be vomanga tara amin'i vadinao
ny tsy misy aminao no mahatonga ny sasany tara amin'i vadinao, satria samihafa nareo

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: passager
Date: 01 septembre 2017 - 18:52

efa ratsy place-nao izany matoa misy sipa taratara amin'ny vadinao, tsy garantie izany le vadinao matoa atahoranao sao voakitikitika,tena tsy azo antoka izany!!!!!!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Ha-ha ha-ha
Date: 01 septembre 2017 - 21:02

Mireille kely>>>>tena ripaka irery mihitsy aho mamaky ny soratanao @ ilay hoe vomanga!!
Rehefa ny olona tokoa ( na vavy io na lahy) no solafaka, voasarika miodina dia lasa foana io na vomanga na katsaka na voanjobory eo anoloany

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: zakonko
Date: 01 septembre 2017 - 21:44

Za ko aloha dia gaga amin'ilay manandroka ilay vehivavy. Matoa manao sipa ny lehilahy dia ifanarahan'izy 2 fa tsy hoe ilay vehivavy no diso.
Noho izany ny vadinao no tokony omenao tsiny fa tsy ilay vehivavy.
Sady efa fantatra koa anie fa tsy ampy ny lehilahy miohatra amin'ny vehivavy e

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Jahel
Date: 02 septembre 2017 - 15:28

Vehivavy:mampiomehy be topony sujet,sahala amin'ny dia ahavita inona ery ra miodina rangahy!sady sur za fa miodina ny vadinao ahahaha enao b stil b io oe nahazo parfait bogosy,etc tsy hainao izay hataony any...aza atao mandalo aty amiko aty fa tode vita ahahaha za tsy mila mitandroka azy kory fa izy hanary lamba avy hatrany,nanenina niaraka am "vehivavy"ahahahaha :P:P

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy adala ianao
Date: 02 septembre 2017 - 17:51

Ny ahy ny tena tsy azoko dia inona no atao mitabataba amin'ny tsisy dikany eto amin'ny forum rehefa hoe milay be ianao ary tonga lafatra ny vadinao fa tsy mandeha miaina ny fahasambarana fotsiny. Inona no mankarary ny fonao amin'izay vehivavy molamola nefa tsy mampihetsi-bolo-maso ny vadinao akory ?

Sa te hampandry eritreritra fa efa mikorontana dia mody mitanisa sarisary mahafinaritra eto ? Ndana karakarao ny tokatrano.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: mireille kely
Date: 03 septembre 2017 - 18:14

io na anjely miboridana aza no mitsangana devant ny vadinao bogosy be izany, rehefa tsy te hiodina izy dia tsy mahadangitra azy ilay anjely, fa raha te hihinana sakafo hafa izy dia na vomanga efa lo aza ho haniny foana satria efa izay ny toetrany

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: asa aloha
Date: 04 septembre 2017 - 09:39

misy fitenenana zay avy aminay aty oe ny lehilahy amboa; na d efa tratranao eo ambony fandriana zao aza izy d mbola sahany ny amaly anao oe "naholany io a"
ny dikanio d ny lehilahy lehilahy foana fa ny conseil ako fotsiny d ny anao karakarao tsara! lozan'izay vehivahy vonona ny animba ny tokantranon'olona fotsiny ra tsy nahafa-po anazy ny azy satria ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina, tadidio izay! fa aza marary fo na miady aminy akory fa mivavaha dia rehefa antokisanao ny vadinao dia efa zava-dehibe izay! ny ao an-trano no ataovy izay mametimety azy! mbola anadinan'Atra azy ny fitondran-tenany tsy mety manoloana ny vadin'olona sy mieritreritra ny tena top ka afaka manjaka @fanany hafa any aorina any ary tsy maintsy mbola ho arary anazy!
Matoa enao manokatra sujet eto d voakasika zany ny fonao; iza tokoa no tsy ho saro-piaro @zay tiany; ohatra oe fiara nao d ipetrahan'ny olona nefa enao ao anatiny, d otrizay ko ny vady anao io ary efa nifanaiky taminao teny ambony alitara donc tokony anaja an'izay ko hafa! aza omena tsiny izy amin'izao fa tsy fantany izany izao mbola ihiratra ny masony indray andro d ahatsapa ny alaelonao io izy, ary amin'izay fois 5 @zao ratra mahazo anao izao ny ahazo azy, ny ratsy atao anie any @taranaka no mivaly e! fa enao aloa izao mangina fa aleo an'ATra ny famaliana! hajao ny tenanao fa manambany tena izany miady izany! vavaka no ento iadivana fa tsy misy mahery nohon'i Tompo zany.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 04 septembre 2017 - 17:13

marina mihitsy ny anao ry "asa aloha",

jahel< tsy mampihomehy mihitsy ny tompon'ny sujet ka, iza no tsy sarotiny @ ny azy, horera ny anao matoa tsy sarotiny!

<vehivavy adala ianao< fa inona ny tianao ataoko azafady, avela dia jerena fotsiny dia tenenina mihitsy ilay vhv misarizoro hoe ataovy aki an, asio2 any mitsy io vadiko io dia ataovy eto imasoko mihitsy nareo mifanoroka raha vitan-driko fa vao maika tena ao @ itiavako azy, dia mifanaova fotoana e, alaivo eto an-tranonay eto izy e, sa hoe an an!hum

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: frangine
Date: 04 septembre 2017 - 17:57

enao varina mijery ilay sipa tara amin'i vadinao nefa sipa hafa no tena miaraka aminy, naman'io sipa io no miaraka amin'i vadinao dia mody izy no asesy hampiseho fihetsika hanodinana ny sainao!!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy adala ianao
Date: 04 septembre 2017 - 18:43

Vao mainka taratra ny maha vehivavy adala anao. Aminao angaha rehefa tsy mitabataba amin'ny tsisy dikany aty amin'ny forum dia tsy maintsy mandeha miteny azy hoe ataovy mihitsy dia alaivo aty an-tranonay ? Ianao angaha vehivavy tsy mba mahay mandinika fa dia ny extremes roa ihany no hitanao ? Fa tsy hainao ny mipetraka fotsiny, manohy ny fikarakarana ny vadinao sy ny tokatranonao ? Raha efa lasany ny vadinao dia hafa, fa ny vadinao raha ny filazanao tsy mihetsi-bolo akory amin'ilay vehivavy akory dia inona ?

Mety ho lasany ihany raha izao toetranao izao an.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 05 septembre 2017 - 07:41

vehivavy adala ianao< ô ramose a, tsy haiko ianao raha ramose na madama, miaro mafy an'ikala rasoa anie ianao zany eee!

Mila faizana ny vhv manao toetra tsy mendrika fa raha tsy izay dia manohy ny fanaony foana izy, aiza moa no androso ny firenena eee tsisy action miainga mihitsy!

ianao mipetraha fotsiny eo dia mandinihy, aza miteny aza mivolana, rehefa hitanao any anaty Vam hafa ny vadinao izay ianao vao ho taitra ngamba! diniho ao ihany aloha eee

@ izao fiainana izao ve no mbola ipetraka2 <œuf mba mailo, ny olona rehetra @ zao efa manao daholo hoe ty aho jereo na lahy na vavy

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: mampihomehy
Date: 05 septembre 2017 - 12:41

vehivahy adala ianao >>> tena tsy azoko ny mapa-tezitra b anao amin'ilay izy! ra za zao mamaky an'ity sujet ity hatr@ voalohany dia tokony ohatrany hoe union ny vehivavy mariée no ato ka samy hanome ny heviny manoloana ny vehivavy tsy menatra misari-gaigy amin'ny vadin'olona! na za na enao samy mahalala fa vehivavy inona tokoa moa no fiantsoana izany; vehivavy tsy manaja tena - tsy mahalala menatra nefa d manam-bady aman-janaka izao!
ny discussion antsika eto izany d tokony oe mampalaelo ny toe-tsaina vehivavy ohatran'ireny fa zao no tokony anaovana anazy na zao no tokony hataonao..... sns fa tsy oe enao no adala - enao no dondrona na zao na enao no zao!

tsy tokony ifampitsara tompoko eto fa tokony ifanome hevitra! matoa io ao @probleme conjugaux d solution no omena fa tsy fitsikirena. zay no tsy mampivoatra mitsy, au lieu de ifampisintona, itady solution anatsarana ny fiainana d variana mitsara sy be wawawa fotsiny! ary manaiky ny zavatra ratsy mitranga! mampalaelo le toe-tsaiina

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy..
Date: 05 septembre 2017 - 15:26

o ry mpangalatra pseudo ah!
mbola tsy leo iahany ve?

novaiko mihitsy ny pseudo-ko fa sao lazain'ny olona fa tompon'ny sujet eo!

efa zatra mangalatra hoa ka aza gaga raha halain'ny olona koa ny anao.tody io ry sipa ah!ny sipa mantsy rehefa misy tediaviny na te ahazo 20/20 dia manaratsy aty @tsisy mpahita aty dia otran hoe ilay bandy na ilay sipa foana no diso.

matoa ny vadinao voasarika @vehivavy hafa dia misy tsy hanananao ao zay!
mety misy toetra tsy tiany sy mankaleo azy ataonao ka lasa miherika any an-kafa izy.
fa indrindra2 hoe tsy mahay mampirevy...dia eo no raisina na dia tsara tarehy tahaka ny inona aza.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 05 septembre 2017 - 17:05

vehivavy--< tsara aminareo sy "vehivavy adala ianao" mifanao fotoana, inona ilay mahasendaotra na mbola misy vehivavy hafa aza maka ny pseudo tsika tsy hitako izay olana, sa ianao io mahatsiaro votsindrona dia izay no maha-taibombina anao toy io! ououou tony ndray ilay genre vhv tsy dia mamokatra eo @ fiarahamonina, sady ilay tsy matsiro ozy ny bandy zay fa lalovana fotsiny fa tsy mahatamàna, tsy natao ho vady an-trano fa mpanataka fotsinykiss, tsy fantatro ianao na manambady na tsy manambady fa ho sahirana izay vadinao fa otrany question

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy..
Date: 05 septembre 2017 - 17:15

huhuhu...zao fotsiny ny ahy madame ah.ny bandy tsy miodina @tsy antony fa mieritrereta kely!enw milaza fa parfaite be koa inona no mbola hierehen'ny vadinao @hafa?

mety possible ilay lazain'ny sasany eo ambony hoe horera be sady vomanga be enw dia zan no mampivovoha anao ato.huhuhu..sa hoe fahafinaretana te hiady hevitra fotsiny?sa ato ilay rafinao?huhuhu..zao no signe ahafantarana fa sipa tsy mahatoky valeur toi!!

courage enw mijery ny vadinao eny an-tsandrin'olona fa enw diso tery saina loatra sady manao toe-tsaina bas karta be!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy..
Date: 05 septembre 2017 - 17:18

toe-tsaina bas karta vakiana fotsiny @fomba fanoratra.mba diniho tsara ny sujet anao!!!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 06 septembre 2017 - 07:29

tena ianao no mbola pire noho ny bas quartier, bas quartier no fiteny fa tsy bas karta, mandehana @ izay mody dia diovy ilay tokotany maloto be ao aminareo aopdtr, tsy mila ny avis anao eto intsony, aleo ho any hafa indray ny fitenena fa midongy micro loatra raha ianaocombat

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: eh!ben...
Date: 06 septembre 2017 - 09:27

Tena tsy hitako mihitsy ny anton'ity sujet ity! Ny vadinao mifitsaka tsara ao an-trano, tsy mijery an'iza na iza ka inona no antony hanoratanao? Si votre mari est bien tel que vous le dites, même la danse des 7 voiles ne le fera pas broncher!! Il est donc inutile de mettre les autres femmes en garde. Si vous éprouvez le besoin d'intervenir, c'est peut-être parce que vous n'êtes pas si sûre de vous!!!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Ankizy
Date: 06 septembre 2017 - 09:39

gratte ridicule be daolo fa mieritrereta!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy adala ianao
Date: 06 septembre 2017 - 10:15

mampihomehy >>> Tezitra be angaha aho, hihihi ? Hoy ianao hoe inona no tokony ho atao, dia hoy aho hoe rehefa hitanao fa tsy mampiraika ny vadinao akory ny hagegeny dia aza manao na inona na inona izany. Manaja tena, tsy any ihany fa eto ihany koa. Aza hilaozana mitabataba fa tohizo fotsiny ny fikarakarana. Vehivavy manambady aho maneho hevitra. (Nambarako ao ambony aho hoe raha hitanao fa mitodika any Ramose dia hafa).

Sa tsy mety ny hevitra raha tsy hoe firaisan-kina be an'ny vehivavy manambady "hanafay" amin'ny vehivavy misary zoro @ vadiny ? Hahaha.

Izay amiko no tokony ho atao : Tohizo fotsiny ny fikarakarana hatrizay. Mety hoe tsy mety aminao ilay hevitra, fa midika ve izany hoe tezitra be aho na hoe manakihana na mitsara ? Izaho milaza hoe adala ny vehivavy ilaozana mivaky loha @ izany, Ianao milaza ahy hoe mampihomehy sy tsy mampandroso etc. Dia mitsara ahy ve ianao sa tsia ? Mety ilay tsy fahaizana mandray ny hevitra zaraina no tsy mampandroso antsika. Variana amin'ny hoe ianao mitsara, ianao mi-critique rehefa tsy mety amin'ny tena ilay hevitra hihihi.

Vehivavy >>> Vehivavy manambady aho, fa ny vehivavy misary zoro amin'ny vadiko tsisy hirarahiako an'izany. Raha ilaina dia ny vadiko no resahiko. Ny toetranao sy ny hery laninao "hanafay" izay vehivavy any dia mampihena ny hery entinao manatsara ny tokatranonao. Izay no mampisokatra ny varavarana hivoahan'ny vadinao ao an-tokatrano. Izaho heverinao fa variana tsy miteny, fa ianao ho variana manafay sy mampitombo toetra tsy mendrika amin'ny tetika famaizana eo, dia asa tokoa hoe ny vadin'iza no ho lasany aloha lol.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Shhhhhh
Date: 06 septembre 2017 - 11:22

Samy manana ny heviny tokoa fa ny ahy aloha avelako andeha any rehefa any no mahatamana azy. Lhl tsy manaja sy manitsakitsaka ahy vé no andeha hiadivako eny an-tsena na eto @ forum??
Mahazo mandeha rehefa tsy tamana!!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: eh!ben...
Date: 06 septembre 2017 - 12:28

Shhhh<<< Tena miray hevitra aminao aho. Raha tady handehandeha any ny vadiko, dia tsy izay vhv any no ilaiko ady. Afaka asiana resaka ato an-trano, fa matoa izy te-handehandeha any, dia izaho izany no efa tsy mahatana azy!!!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 06 septembre 2017 - 16:32

eh!ben....<<< mba afaka asinao resaka misy2 ve hoe inona ny resaka entinao @ vadinao ao an-trano? ary hoy ianao hoe"....izaho izany no efa tsy mahatana azy" et la suite alors???

raha izaho manokana aloha tsy iteny ny vadiko mihitsy na ny kely varaventy aza e satria ny ahy mipetraka tsara, tsy misy fahadisoany velively mantsy.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: hi!hi!hi
Date: 06 septembre 2017 - 17:03

Ary raha asiana étiquette ny braguette-ny hoe :" Anà io an! Pas touche!!!"?

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: angelazolie
Date: 06 septembre 2017 - 18:49

hi!hi!hi

gadana angamba no metimety kokoa, ilay étiquette mbola azo tsoahana, dia i vehivavy tompona sujet no mitazona ny lakile an'ilay cadenas! ahahhaha

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 07 septembre 2017 - 07:18

hi!hi!hi<<<angelazolie<<< ny fanaovana action d'efa etiquette be sa gadena @ vy be, ary tsy azonareo mihitsy ve hoe zay ilay hira eee "...za no tompon'ny lakile..." ka rehefa tsy tompony lakile dia aza misalovana responsabilitén'olona, ny ramose-nao Mme karakaraina tsara fa izay ny poste nametrahana anao fa tsy mandeha miseho ho tompom-badin'olon-kafa ary, mitady raharaha faucheuse

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: sao de
Date: 07 septembre 2017 - 09:05

o ry zareo a, soa ary de i Rose atsy amin'ny topique ambadika atsy ity ma,ova anrana Vehivavy ty, otrany misy hitovizana amin'ny toetran'i Rose manko ny toetrany sanatria ve akia de hiodina amzay ny vadindry ry Rose?tonguetongue

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: oudriiiiiii
Date: 07 septembre 2017 - 09:42

Tonton Sôla,Tonton Sôla,Tonton Sôla,manambôla eeeee!singer

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: angelazolie
Date: 07 septembre 2017 - 14:02

vehivavy tompona sujet

vadinao antrano io fa pour tout le monde izy ety ivelany, ny sipa manao taratara aminy tsy miditra ny tranonao koa ka na hanompa azy ireo aza enao dia tsy mahasakana n'inon'inona izany, mitovy amin'ny cambriolage io, enao tompon'ny lakile fa tsy mahatana mpangalatra sy mpamaky trano

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: les-femmes
Date: 08 septembre 2017 - 16:09

dia hita taratra ato amin'ity post ity ny toetratsika vehivavy: mifandrangitra, miady amin'ny tsy misy dikany, mitefotefoka pffff

Ilay mpangalabady anie tsy ato fa tokony tenenin'ny tompona sujet directement izy e, amin'izay mba tonga akia ny hafatra a. Izao otrany hoe lache ndry satria tsy miteny direct any fa mitefotefoka eto fotsiny.

Ilay fihevitra hoe ny vehivavy mangalabady no diso kosa aloha tsy dia ekeko e. Na miboridana be eo imason'ilay bandy ary io rehefa mahafehy tena ilay vadinao dia oainina be eo fotsiny ilay kala fa matoa miodina izy dia sitrapony ihany koa.

Aza miady sy mifanao be vava ry reto fa hevitra no aroso a.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: belle fille
Date: 09 septembre 2017 - 12:30

Aty misy boky mivelatra gratuit hoan'ny lehilahy beau goss rehetra ,izay efa manambady ihany no mahazo,afaka miova² ianareo salon de massage koa mbola manome toky manara-penitra

AIZA DAHOLO NY LEHILAHY MANAMBADY ô,

aza taitra ianareo fa miteniteny sy mitabataba fotsiny ny tsy mahatoky valeur rehetra fa tsy tsy ahita akory izay hiainan-tsika aty MAHAFINARITRA BEUH ai ai ai haingana ianareo fa efa mivelatra ny boky no efa voakarakara tsara manitra be fa tsy masisosiso

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: valizemena
Date: 10 septembre 2017 - 08:25

ny ahy ireny bandy miseho bogossy sy be sosy ireny mihitsy no tena ampiasaiko ny twerk tsara, dia tsy mahalala ny vady amanjanany intsony avy eo, bôgossy izany tsy médaille akory, ny sossy ihany no avantage tena tadiavinay

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: eh!ben...
Date: 10 septembre 2017 - 15:00

Matoa ny vhv any ivelany mahasarika lhl, dia ilay lhl mihitsy no efa vonona ny hiodina. Ilay vhv any ivelany mba manandrana sy manararaotra. Koa raha miahiahy ilay tompom-bady, dia tsy ilay vhv any ivelany no tokony ahatezitra azy fa ilay lhl vadiny no karakarainy tsara sy ambesany tsara . Alamino tsara ny fifandraisanareo ao an-trano , ny vhv any ivelany tsy afaka sakananao!

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg