Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: maivandou
Date: 10 septembre 2017 - 15:06

eh ben> bien dit

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy..
Date: 11 septembre 2017 - 09:28

tompon'ny sujet>hahaha...raha tena tsy misy kianina hoa enw dia tsy tokony hivovoha aty @forum aty mihtsy satria enw milaza fa tsy mahatoraka anao ilay vhv.fa tsy zay le cas...donc,tsy mahatoky valeur b tsotra izao sad raha tena enjana maninona raha tonga dia any @le vhv direct no mivovoha fa tsy ato @tsy misy mpahita ato no miseho role b!!!

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Psy.
Date: 11 septembre 2017 - 10:08

Ny lhl dia :

1/olom-belona

2/manantsaina tompon'andraikitra @zay ataony

3/manana ny safidiny na hanaja anao na tsia?

4/tsy azo sakanana @zay tiany hiarahana ,mahafantatra tsara izay ataony

5/olona afaka mandainga na tsia arakaraka ny fanajany anao

6/olona afaka mifehy tena raha tiany enao ,sy maharitra ny mena miraviravy

7/En aucun cas tsy enao no mifehy ny ao andohany na ny sipa ivelan'ny trano @zay rehetra ataony,fa izy irery ihany

8/Noho izany tompon'ny tenany izy @ izay ataony rehetra,sy manana loha ngeza be hieritreretana hoatrany ny vhv koa

9/ enao miady @ olona noho ny lhl no hita hoe déséquilibrée misy tsy feno ao anatinao dia mikotsana enao

10/raha nilamin-tsaina ianao tsy namoaka vava be eto @ forum

11/Alohan'ny hifehezanao ny olona tsy fantatrao sy ny lhl nao dia ny sainao aloha fehezina tsara,ny fitondran-tenanao atao tsara

12/Fa matoa izy manao ny ataony ao raha,tsy voatery hiankina aminao foana io ataony io,fa mety vice fotsiny aza...
................../

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: Ikalajilamôla
Date: 12 septembre 2017 - 14:41

Zahay kouss alou tsy maintsy miodina eo @ vadin-djy e
k'izy bôgosy sady misy sôsy kouh
aleo ny sipa mba hihinana kouh e
aza tia tena oah
sa ahoana??

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: vehivavy
Date: 12 septembre 2017 - 16:47

ouououou.... nivoaka daholo ny ikalajilamôla rehetra2 vo notairana kely, vakiana fotsiny ny avendranana rehetra tsssapplauseapplauseapplause

Psy< ô ry Psy a ny vhv ko afaka manao an'io rehetra2 tanisanao io e

/olom-belona

2/manantsaina tompon'andraikitra @zay ataony

3/manana ny safidiny na hanaja anao na tsia?

4/tsy azo sakanana @zay tiany hiarahana ,mahafantatra tsara izay ataony

5/olona afaka mandainga na tsia arakaraka ny fanajany anao

6/olona afaka mifehy tena raha tiany enao ,sy maharitra ny mena miraviravy

7/En aucun cas tsy enao no mifehy ny ao andohany na ny bandy ivelan'ny trano @zay rehetra ataony,fa izy irery ihany

8/Noho izany tompon'ny tenany izy @ izay ataony rehetra,sy manana loha ngeza be hieritreretana

Psy marina ianao tongue

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: mampihomehy
Date: 19 septembre 2017 - 08:19

vehivavy adala enao >> tsy nitsara anao mihintsy a azafady an! fa ra io hevitra noteneninao eo ambony io no nosoratanao tany @voloany indrindra d oziz a oe tena izay tokoa no fahendrena ary marina io, fa nenao vava no nataonao oe mety efa tokantrano mikorontana ko nenao sns sns afaka verenanao vakiana ny nosoratanao d enao iany d afaka mamaly ny tenanao oe "mitsara tokoa enao" na ny pseudo anao iany aza! Tsy niteny mihintsy ko a oe ndao hiray hina anafay ny vehivavy misary zoro fa ozy a oe tokony miaraka mijery solution fotsiny. Erahana mahalala ane fa tsy mety ilay izy e! Fa eto zao d bdb ny vehivavy d tsy tahoatra tsy henatra d mandrangitra, tonga d hita b anie fa tsy mahatanty ny tomponà sujet saingy tsy niteny izy fa teto no nanala ny fony e! D tena adala tokoa ve izany? oziz enao tsy mahay mandray hevitra zaraina a, ny hevitra zaraina ane hevitra aroso ra mora mora tenenina kokoa e! ka nenao vava no narosonao fa rehefa niteny anao a zay enao vao oe zao sy zao! avereno vakiana fotsiny zay lazainao oe hevitra nozarainao hatr@ voloa d ampy amalinao ny fanontanianao zay e! D avelao zay vehivavy misary zoro any anao zay tiany atao, fa nenao no anaro ao antrano ao fona, tadidio fa anao io antrano fa rhf any ivelany io ny fiaraha monina no miaraka aminy! Avelao foana anao ny hataony ny any ivelany fa sao d tsy matoky valeur enao ra miteny; fandrao efa lasa lavitra ny vitany ka zay enao vao oe tsy nampoiziko! tadidio koa fa ny devoly d miasa mafy animbana ny fahasambaranao ka plus enao manome vahana anazy plus izy manjaka ka asakasakao fa hevitra zaraina ny ahy fa tsy fitsarana anao velively.

xxx>>> ho anareo vehivavy rehetra tsy tahoatra tsy henatra mamoaka vava eto ireo; tadidio fa ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina ; ary ny ratsy atao d miverina amin'ny manao azy fona ; fa tsy anareo mantsy izao ny nify marary ka hainareo tsara no miteny oe paracetamol hoanina fa tsy misy dikany io e! ndrao tonga @toeranareo ka na hihinana doliprane double dose aza tsy ahasitrana anazy akory.
Hita taratra eto ny maha ambany fisainana ny vehivavy; zao daholo ny mahatonga ny famonoana olona sy ny fangalarana sns satria tsy mahay manaja sy mifaly @ anjara azony fa mitsiriritra ny fananany hafa foana.

Ny lehilahy d araka io teniny psy eo ambony io; lehilahy lehilahy fona fa matoa izy mavita ny filandratsiny d enao vehivavy manambady ko zany no tena maivan-doha manaiky mamelatra; d mifalia fona manandrana ny anjaran'ny sasany sy mifaly @ fahorian'ny sasany fa vain'afo mitambatra ao ambony lohanareo ireny ary tsy maintsy ho avy ny fotoana irehetany; @zay fotoana aza mitabataba eto @ forum ndray d iteny oe nanenina ao naka vadin'olona na oe tsy mety mandeha ny fiainako

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: enw ian
Date: 19 septembre 2017 - 09:13

mampiomehy>ianao koa anie izany anisan'ireo nanenina dia mitabataba eto @forum koa e!

Amiko,ny lehilahy tsy miodina sy hanaiky hadalain'ny vehivavy raha tsy misy zavatra tsy ampy azy ao.Ary raha milamina ve ny ao an-tokatrano dia andeha hitady hafa izy e!ka mandiniha aloha tena fa sao avy aminao no antony fa tsy tsapanao.ny lehilahy rehefa ampy fitiavana,tambitamby,fikarakarana sns...dia tsy andeha hitady any an-kafa izany mts.fa matoa izany izy eto voasarika dia ao raha,ka mieritrereta daholo fa aza malaky mifanome tsiny.

Mandraisa andraikitra fa tsy rehefa eny an-tsandrin'olona izy vao hikoropaka daholo.Aleo misoroka toy izay mitsabo.

Ny fandraisako ny an'sujet zao eto dia otran we raha tsy nisy an'ilay vhv nisary zoro @vadiny tsy niraika mts ilay madama.dia zao vao miraradraraka ny je t'aime je t'aime...efa tara loatra,teo izy tsy nahay nanararaotra fa efa voatsabon'ny hafa vao mikoropaka mitondra fanafody...docteur apres la mort.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: mampihomehy
Date: 19 septembre 2017 - 11:34

enw ian> tsy anisan'ireo nanenina a k! Nanenina @lafiny inona moa? oe lasan'olona ny vadiko fa tsy voatanako ve? sa oe ahoana! tsy lasan'olona ny vadiko k! tsy misy idirany @ fiainako mihintsy ny eto fa mandray anjara fotsiny a d miteny ny hevitro.Izay mitovy aminio anao io iany oe mandraisa andraikitra fa tsy miandry eo fotsiny; sao d efa lasan'olona izy zay vao oe za nihevitra oe mahatoky valeur b!

Tena mampalahelo ny mieritreritra ny fisainan'ny vehivavy sasany, faly mangalatra sy mitsiriritra sy mamono!

Ny lehilahy ra ho tompoinao tahaka ny inona aza d misy foana ny manondrana. Fa nena resaka entre samy vehivavy, ho an'ireo izay oe manana olana ao an-tokantrano a d miaraka @vadin'olona : manina re ra samy manaja tena e! Samy manaja ny anjarany fa tsy omena vahana ny ratsy. Tsy aleo ve ny lehilahy anao ny hataony any rehefa misafidy ny anota izy fa enao manajà ny tokantranonao sy ny safidinao. Tsy noterena enao nanambady sy nifanome toky teny ambony alitara teny; fa mbola ho adinin'Andriamanitra aminao io enao manota @tenanao io. Ary mbola ho vidinao lafo koa ny fahafinaretanao eo ambony alahelon'olona.

Marina fa samy ratsy saingy aleoko mahita oe naka vehivavy teny tsaralalana ny vadin'ny .... toy izay oe samy mpiara miasa samy manambady manan-janaka d tsy tahotra tsy henatra miaraka itam-bahoaka

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: tss atao
Date: 19 septembre 2017 - 14:17

marina mts ny an'i>enw ian

otran'vhv mampirafy ian koa anie io e,mis ts ampy azy ao
ary ts nisy bandy ka we hampirafy oun d ny ao am-piasanan'ilay vadiny ian no sipany..1% raha mis zan fa fitiavana te hiresaka sy fanalana andro fotsiny ny an'sasany no tena ahatongavana eto.

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: ZA ZANY
Date: 22 septembre 2017 - 09:42

Resa-behivavy marina,ny asa atao dia ny ankizy karakaraina tsara,mahamenatra na ilay sujet aza !

Options: Répondre
Re: aza mba ny vadiko mitsy no hianarana kitikitahana ry sipa an!
Par: serzane
Date: 18 novembre 2017 - 23:08

Ka inona moa no hampidiranao an-trano izany vomangabe tara @ vadinao izany. Tandremo n'a vomangabe aza izy met mananaa beauté intérieure mety tsy hanananao dia mety ho lasany ihany ny vadinao @ fotoana tsy ampoizinao. La vie réserve toujours des surprises.

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg