Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Muriella
Date: 11 septembre 2017 - 11:17

Miarahaba antsika rehetra, vehivavy no manoratra

Tena kivy tamin'ny nataon'ny vadiko aho, mba naka rivotra izaho sy ny zanako moa izy tsy afaka amin'ny asany, fa tena sahiny no nampiditra vehivavy tao an-trano, ny fandriana tena maha-té handoro satria efa nanaovan'izy sy ilay sipany, tena voazimbazimba ny hasin'ny tokan-tranoko.

Kivy tanteraka aho

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Alexia
Date: 11 septembre 2017 - 11:41

Fanampin'ireo lehilahy tia tena,tsy mieritreritra,ratsy fanahy ,tsy manaja vady ,tsy manaja tokantrano,baikon'ny braguette ny ,tsy manisy hasin'ny tokan-trano sy ny vady aman-janaka raha tany ivelan'ny trano mba hafa fa tsy fanasiana hajany ny tokan-trano tsotra izao no nataony

ny olona mahasahy in-1 matetika,mahasahy mamerina mailo enao manaova compte miafina hitsinjovana ny voudiandro merika raha sanatria ....

Homano sy tsinjovy ny hoavinao ,milamina ny tantara vao maika tsara ,tsy milamina enao koa tsy tara...Ny any anaty ny lohan'ny olona any izy ihany no tena tompony ny anao homanina sy tsinjovina koa ,aza miady aminy,@izany fa tsy hampiverina ny efa vitany miresaha fotsiny avec contrôle se soi @ mety mbola ho avy omeo ny fampitandremana farany... tsy mitomanimany ,tsy miady² fa clair, net et précis,dia tsy mamerimberina ilay resaka foana koa avy eo

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: kotomaditra
Date: 11 septembre 2017 - 13:28

Muriella
Gravy be izany tantara izany retsy marina ,fa mba ahoana aloha no nahalalan dry an'izany rehtra izany ,,,?Nisy polisy nokaramaina angaha sa ,,,? raha izany mantsy no zava misy dia efa ela no tsy nilamina ny tokantranonareo nefa ianao mbola manaiky halefany vakansy ihany .

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Muriella
Date: 11 septembre 2017 - 13:41

Nisy caméra tao an-trano nasaiko no-installé n'ilay cousin ako izay, tsy fantany ny fisian'io caméra io, tena kivy aho

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: manafo
Date: 11 septembre 2017 - 13:51

Vady izy koa mbola tiana tsy vambaina. Tsisy lehilah tsy misengy zany. Mivavaha oazy ra mbola tinao izy d ataovy zay tiany

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: trano tôl
Date: 11 septembre 2017 - 14:03

manafo>hahaha fa raha mbola tiana izany ry manafo dia manan-jo tsy hanaja vady

sa otran'nizany no nampianarin'ny RDR ny manafo anareo? hoe eto ao antrano ny sipa rehefa tsy eo ny vady fa rehefa tia ilay vhv tsy mahazo mamaba ésy e e!samy manana ny lozikany marina io manafo a!

hitako ary @ faritra manafo ary tsisy olana no maheno izany 2em bureaux izany ko!

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: manafo
Date: 11 septembre 2017 - 14:12

trano tol> tsy le oe izy nitondra sipa antrano no omeko rariny. na d oe adala aza za mbola ts ary nampiditra vehivav antrano zany ankoatrany madama. chambre aty aminay treky. fa le resaka fitsirihana vady mits no ts mety satria lasa mandratra fo. ra mbola tianao izy d lasa manova ny sainao sy ny fitiavanao azy. ka aleo refa vonona ny saina vao mitsikilo fa lasa ARETIMPO

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: trano tôl
Date: 11 septembre 2017 - 15:18

manafo>ka izao nge ry manafo e!matoa ny olona iray tonga hatrany @ fitsikilovana efa nisy zavatra tsy nahatokisana izany tao dia mety te hanamporofo ilay ahiahy,satria mety efa voky lainga sy fitapitaka lava ohatra,fa mety tsisy olona hitsikilo fotsiny @zao tsisy antony izany ngamba asa aloha ...

Ny vhv aza misy tsy mino raha hitantaraina raha ohatra ka zavatra sendra nandalo fotsiny ny ataon-dranga fa mety ny fiarahana @ ankapobeny ,fa raha vao misy hafa² foana no tonga hatrany @io

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: ramah
Date: 11 septembre 2017 - 15:45

fa inona no tena gravy e! ilay camera napetraka sa ilay vady nadoto fandriana
ny sasany dia efa tsy mijery lavitra intsony, ilay nitsikilo telephone no diso e, ilay nisava poketra no tsy mahay mipetraka ka tokony tsy hisava

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: kotomaditra
Date: 11 septembre 2017 - 19:21

Muriella
Efa sangy mihoatra ny loha koasa izany hataon'ny vadin dry izany ,ka izao no izy .
Mandehana manatona avocat ,dia mangataha divorce ,fa manana porofo matevina be in dry ,ary mety hiafara amin'ny fanagadrana mihintsy izany .
Miala tsiny aho raha toa ka avy dia miditra amin'ny fisarahana satria ,ny bandy toy izany dia tsy hisy fiovana fa aleo mitady lalam baovao dieny izao ,lhl aho no manoratra ,fa tsy anjely koa aho ,fa raha izahako tsy mahavita ny vitan'ny vadinao .

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Aza kivy
Date: 13 septembre 2017 - 20:16

Fijangajangana dia antony lehibe azahoana divorce na ho an ny Kristianina aza.
Efa tena tafahoatra loatra ny zava misy fa amboary ny fo sy ny saina hiala @izany olona tsy matahotra an Atra izany

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Andao hiova
Date: 14 septembre 2017 - 18:31

Tsy ilaina fisarahana zany ry madama a! fa toy ny olb rehetra zay mety diso na mety hanaonao foana mihintsy aza dia toy izany koa ny vadinao. Olb isika ka mety diso, dia areno ny tokatranonao fa tsy misy zavatra tsy azo amboarina izany; Taiza koa no misy akanjo rovitra kely dia ariana avy hatrany, na fiarakodia nisy simba dia ariana avy hatrany...Jereo ny ankizy, jereo ny voninahitrao sy ny an ny vadinao eo @ fiaraha monina fa olana azo vahana amimpitiavana tsara izany. Azonao atao ny mitomany sady miresaka @ vadinao ho pofofo aminy fa tena mafy aminao le izy nefa rehefa miaiky ny fahadisoany izy dia ampio izy aryn anehoy fitiavana fa vonona ny hamela azy ianao, mety tsy mora ho azy ny hiova vetivety fa manàna faharetana ianao dia hiova izy. Tsarovy fa raha rava ny tokatranonao dia ihomehezan ireo mpamporisika ireo fotsiny enao de aona ny znakao? ny hoavinao? ny taranakao?
Ampangino ny hambompo fa aleo ny saina no handinika tsara, dia ,aza entin ny hatezerana rehefa miresaka @ vadinao fa FITIAVANA foana no tena vaha olana. Merci de mahereza tsara. Mivavaka ho anao zahay rahariva ao antokatranonay miaraka @ ankohonako, tsaroanay ambvk ianareo.

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Aza kivy
Date: 16 septembre 2017 - 11:52

Tena efa tratra ambodiomby eo ambony fandriananao kosa ve dia mbola hoe mihareta ihany! Tena mihaiky anareo aho ka!izany ve dia mitovy @ hoe akanjo rovitra? Aiza intsony ny fitiavana sy fanajana @izany

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: mielle
Date: 17 septembre 2017 - 09:17

D efa tena mararimboninahitra mitsy isika malagasy ka. Efa tonga hatreny ambony fandrianan'ny mpivady mitsy ny sipany ko mbola hoe tsinjovy ny voninahitra sy ny fiarahamonina. Le mampirafy aloha efa tena gravy fa le fahasahiana mitondra eny ambony fandriana mitsy no tena circonstance aggravante ozy ny vazaha. Tsisy fanajana sy fahatahorana anao intsony izany na ny kely aza. Ianao ihany aloha mahita hoe mbola mety sa tsy mety aminao fa ra za zany d efa goodbye said omar.

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Andao hiova
Date: 18 septembre 2017 - 17:45

Io indray alou safidy e! Fa ny hitako alou de hoe "be fahadisoana ny ol mora tezitra", ny mahatsindry fo afaka mandinika. ary afaka manadihady. Fony mbola 9 taona teo angamba iny dia nisaraka ny RR ko. Tena nijaly sy ory zah t@ zany hatramin' ny fahatanorako ka izany no isafidianako hoe rah mbola misy azo ifandaminana, aleo mijery ny zanaka fa rah samy hijery ny hambompo sy hoe zah bogôsy ka tsy hahita tsara noho izy hafa ve , iza koa moa no hanaiky resy @ zany, fa tsy vitan'izany ny fiainana e§ Moramora ihany fa be ange izay niseho ho dadany sy be vava hoe ... fa hay hita ihany fa reraka avy eo, ary mety hangataka fihavanana idray any aoriana nefa tara lotra.
Mielle>> Tsy voninahitra zany ry mielle fa ny Fanahy alou (satria izay misara bady ka manambady indray anie ka mpijangajangha e = AFOBE), ny ankizy avy eo de vao ny tokatrano de ny haja sy voninahitra.

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: ZA ZANY
Date: 22 septembre 2017 - 16:27

Muriella <<

Izanytorohevitr'i NDAO HIOVA IZANY ka tena mba torohevitr'olo-kendry , rava vady rava harena, potika ny hoavin'ny ankizy , ny anareo vita ihany , sady ny vehivavy no hern'ny tokatrano, mahazaka ianao ,mijoro ny tokatrano , tsy mahazaka , dia rava ery! Samy manana ny toroheviny ny olona ka tsy ifanomezan-tsiny ,afaka miteny izay heviny daholo ato fa ianao ihany no topon'ny fanapahan-kevitra farany , matoa ianao mitaraina dia maharary , mila fanasitranana , te hanavotra ny tokatranonareo, ary sur aho fa mbola tia ny vadinao koa . Manantona azy dia aboray aminy izay ao anatinao rehetra ,aza misy afenina ,fialana nenina ny anao hanavotana ny tokatranonareo, dia hitanao eo izay lazainy , matoa koa nge izy mandainga dia matahotra anao ,ataovy itany amin'ny ianareo miresaka fa ianao dia mbola tia , vonona hiaino azy , sy hamaha izy olana mety nahatonga azy hijangajanga , raha mahay maka ny fony ianao dia ho lazainy anao daholo ny zavamisy dia hitady vahaolana aminao izy, za mino fa mbola tia anao izy na eo aza izany fahalemena ananany izany,efa niaina zavtra toa anao aho fa rehefa tia dia mahay mamela heloka koa aloha, e, mafy ilay mamela heloka fa nahitako vokany tsara teo amin'ny tokatranoko dia zaraiko aminao, fa ny tena heriko tao anatin'izay ady izany dia ny vavaka , courage e!

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Aza kivy
Date: 24 septembre 2017 - 10:01

Ilay resaka zaza mbola kely fotsiny tokoa angamba no mampisalasala, fa raha ho an'ny mpino dia mazava io teny io =>> Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra misao-bady, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, dia mampijangajanga azy; ary izay hanambady ny voasaotra dia mijangajanga
Afa,tsy noho ny fijangajangana ihany!!!! Misy dikany io teny io
Raha nijangajanga ny vadinao, misy porofo sady tratra , Efa tsisy fanajana.sy fitiavana intsony, afaka miala raha tsy tanty, toy izay hypocrites be ao fotsiny.
Olona sahy mitondra vhv aoantrano, eo am-pandriana izany vé dia tsy nisy risque hamerina raha manaiky foana ilay voahitsaka e??asa aloha fa dia samy manana ny fijeriny

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: LITTLE THINGS
Date: 04 octobre 2017 - 15:30

Ny zaza mbola kely aona ee? Fa nareo zany mievitra oe ra tsy misaraka zareo d ca va b ny feeling ao antrano ? Tsy vo maika v ahita ny relation tsy normal ao le zaza ? tsy ahita azan oe fitiavana am RAD zany ? sns sns eee
Tsy aiko aloha ireo zay manao temoignage oe nijaly fa nisaraka ny RAD fa misy ko ny temoignage oe nijaly fa nizihitra niaraka ny RAD nony fijeriny olona sy ny zanaka sns de tsy sahy nisaraka Na ny ankizy ary lasa maditra be sns DOnc amiko tsy votery ny fisarahana ihn no mampijaly ny zanaka
Bref efa misy ry se ny preuve a Dakao any @#$%& ny fandrina fa ze fandrina v d tsy ho voavidy eee Na d atory am tany ary aloha Miezaha De aza manahy fa marina io any Aza kivy io oe mahazo misaraka ra fijangajangana lay izy Mahiriko fa o antsika vhv mafy d mafy am volou ary mety elaela ny alaelo fa rhf tapitra kosa iny a Milay ny fiainana Epanoui b enao POsitif b ny fiainana de bye bye amzay zany lhl zany e Profite de la vie am fomba mihaja Bonne chance

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: bandigasy
Date: 06 octobre 2017 - 05:53

Fa maninona koa no asiana camera ny chambre e!

ny vady anie matoa vadiana sy iraisa-monina dia atokisana e, ilay fahatokisana tsy hoe 100% fa oe ity ny ahy dia ataoko izay hahatamana azy sy tsy handehanany!

misy responsabilité nao ihany ilay izy, otrany hoe efa nitady kendry tohana hahatratrarana an'azy, nefa izao tratra tokoa izy dia sahirana sy malaelo!

raha conseil ko dia aza misaraka izany, fa hevero ho toy ny tsy nisy ny zavatra nataony, soloy ny fandriana sy drap, dia tonga dia ho kopy izy, fa aza asiana gidragidra fa hatahotra anao mora eny izy hoe tratra, dia tsy ho sahy tsony!

ilay haka avocat sy hisaraka tsy vahaolana, vao maika hahabe olana: va et viens tribunal, pension alimentaire, garde, sns...fa anao io, adalanao io dia tafio lamba!

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: Hono oa
Date: 06 octobre 2017 - 07:27

Bandy gasy> fa inona ny tena olana aminao eto fa tsy azoko?? Toa avadikao resaka pension alimentaire sy va et vient tribunal, ary ilay fanasiana caméra indray???
Ny traîtrise, fanitsaham-bady sur le lit conjugal toa moramoraina fotsiny !!!

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: ramah
Date: 06 octobre 2017 - 16:09

bandigasy : ilay camera indray no diso noho ilay vady napirafy netina teo ambony fandrinan'ny mpivady

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: maholy
Date: 14 octobre 2017 - 16:48

Zao ki ny conseil ko an,ny ahy koa defa nanao zany,intelo,tena leo be za,fa hany natoko,dia ba nitodra bandy teo ko za,de karazany telo koIray sy iray ny baolina avy eo,dia nilamina ny foko e,io tokapo io koa ane tena manimba atsika vevavy e!ba zarzarao ianle fitiavna,e!

Options: Répondre
Re: Vady mpamadika, mpanararoatra, mpandainga tena kivy tanteraka aho
Par: @@@
Date: 15 octobre 2017 - 18:02

Muriella

Tsy iteny aminao aho hoe misaraha na tsia, ianao ihany ny tompony teny farany. Fa raha ny zavatra hitako aminy fianakaviako, na @ génération-ko io na @ ireo RAD, dia tsy maintsy nisy fiantraikany hatrany @ fianaran-jaza ny fisarahana : tsy tafita lavitra raha oharina @ ireo cousin manana tokan-trano dRAD milamina.

Mahita koa aho tokan-trano izay ahitana lhl sady tsy manday andraikitra no mampirafy (fa tsy mba tratra nanimbazimba ny fandriany mpivady kosa aloha) nefa tafita ihany ny ankizy rehefa nijoro sy nihafy raha vhv.

Ka anjaranao ny misafidy ny zavatra tianao ampandeferina, ny amboponao sa ny fahatafitany zanakao. Mety hieritreritra anefa ianao hoe ny anao sady ho avotra ny ambopo no hotafitanao ny ankizy, fa ny tantara ihany no hafaka hanamarina any aoriana ny safidinao fa tsy isika mifanoratra eto velively

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg