Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
vehivavy be karama
Par: manafo
Date: 11 septembre 2017 - 14:39

Salama daholo an.

Misy zavatra mba mahagaga anaka ty ka mba tiko ahazoana valiny ra mety.

Fa maninona ny vehivavy manambady refa mahazo asa tsara sy be karama mihoatra noho ny vadiny lasa miova be. toy ny hoe: mampirafy, mila fahalalahana bebe kokoa noho ny talo, mandidy sy mibaiko ny vadiny mintsy ara ndrai2, sns

Fanamarihana: tsy izaho alo no miaina anzany fa hitako amn bandy akama maro2 d mbo mahalasa saina ihany

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: de
Date: 11 septembre 2017 - 14:46

fa mety tsy hainao fa mety nampifilain'ilay bandy izy t@ mbola tsy niasa dia voadona ny hambompony ka azy ny retour ee!

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Njoun.
Date: 11 septembre 2017 - 14:47

Ka izy indray tsinona no lasa lehilahy koa, dia mba manao ny fanaon'ny lehilahy koa yeah

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: manafo
Date: 11 septembre 2017 - 15:00

de> efa misy efa niasa ny ankamarony ka, sady milamina be ny fiarahandreo fa d niova e.

Nisy vadiny akamako zay zao. niasa tany a tana reo talo sady nipetraka tany. nahita asa taty am sisiny lay madama amzao. 200.000ar ny karama talo zao lasa 1.250.000ar.
lay vadiny mbola mitady fika andehanana aty. mananjanak 2. fa tena sahala amle tsy manmbady reny lay ramatoa. Mande boite, mirevy, resto, bandy sns. Nefa lay akama sy ny zaza any tana degany be ny rhytme.

Miafina anaka le madama satria fantany ny fifandraisako am vadiny. Tsy kobony nefa fa arako daolo. Za ko mo ts mitantara amle bandy fa fiainandreo zany fa malaeolo fotsiny

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: manangy
Date: 11 septembre 2017 - 15:11

manafo<>izay ilay fiainana ry manafo a!

na izy manao vengeance araka ny voalazan'ny eo ambony na ny fisian'ny vola no tsy zakan'ny sainy,na izy mihintsy no ratsy taiza tsotra izao tsy mahafantatra akory ny ratsy sy ny tsara dia izy ihany no hifafa ny kihony avy eo

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: ramah
Date: 11 septembre 2017 - 15:47

mety tsy ampy saina ihany koa a!

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Banjino ny hoavy
Date: 11 septembre 2017 - 19:46

Mandeha rapports de force ny fiainana na ao an-tokantrano aza. Tsy voafetra ara-voajanahary mihitsy hoe ny lhl sa ny vhv no mibaiko na manindry. Izay matanjaka kokoa (ara-batana) na mamelona (manam-bola kokoa)no mandidy sy mibaiko. Tsy natokana ho an' ny lhl ny fampirafesana na ny fampilafilana.

Izay no mahatonga ny zazavavy ankehitriny hianatra sy hiezaka ny hanana asa tsara: afaka mitaky mira-lenta izy amin'izay fotoana izay. Tsy faharatsian-tsaina izany fa fihezahana ho an' ny fitovian-jo.

Lehilahy aho ary namporisihiko hianatra sy hitaky ny toerany eo @ fiaraha-monina ny zanako vavy!

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: rangotra
Date: 12 septembre 2017 - 07:29

ndryyyyy,,, ts ainao nga ny oabolan ntaolo ??? : mapifila toy ny vevav mitondra harena...
ny ntaolo ef ela no natsikaritr anzany,,, isik atramzao mbol gaga iany

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: $ongomby
Date: 12 septembre 2017 - 08:09

Aza mila vaniny rizalahy a. Misaora an'Andriamanitra raha misy 1 aminareo mivady ka be karama. Ny ahy aloha tsy asiako quoi mihitsy hoe iza no mampidi-bola betsaka fa de reveko manja ny ahy e. Raha 1 million ny ahy ka 2.5 millions ny an-drafotsy de efa aleloia zany fa 3.5 millions ny vola miditra ao an-trano. Raha izay hoe iza no manao raharaha sy mitantana, tsy olana iny fa izay manam-potoana no manao azy. Ny ahy zao rafotsy no mitantana ny sôsy fa tsy de hitako ze blem fa vao miha aza milay le fiainana misy sôsy.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: rangotra
Date: 12 septembre 2017 - 08:41

$ogomby >> le iz ts oe filambaniny fa le realité no mapatonga anle bandy andinika.met oe nenao no milam fa mis bandy tena mifika taolana vokatr io toe javatr io ne,

mis cas vitsvits reto: ny vam tsy azondramose etina miasa na oe mba mba mande rery fa ts maints manatitra an i madama miasa ary ajanona any apesanany.lery aveo mibatr mande miasa satri ts izy ono no nividy an io.

ref raikitr ny revy @ feti pianakavina de ts maints mangata bola (raha hahazo akor ar)amn ny madame satri iz no mi gerer ny retr retr.i madama amn io le ts mety ivok ao anat vam fa na atram ny kaly aza aterina ao anat vam...

ny zavatra itako ny bandy ra vo tratran otranzay de vizana tateraka..be no voarok tam asany

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: botity.
Date: 12 septembre 2017 - 09:05

manafo > izany r'ise no antsoina hoe : vhv maivan-doha an, na vhv notampohin'ny manam-bola fa niafy be foana hatr@ izay.

vhv lohan'akoho !!

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: vengeance
Date: 12 septembre 2017 - 09:18

vengeance io eh!misy antony matoa izy manao anzan.ny vy tsy mikitrana irery.
zah zao tsy miasa tena ampifilain'ny vadiko mihitsy fa vao miasa eo aho fa tsy misy hiraraiko azy tsony.azy ny aller fa ny retour-ko illimitE.trop loatra le familafilana fa aza mahazo fahafahana eo nge zah eh!fa d hataoko mangidy kokoa nohon'ny zakaiko aminy ny mahazo azy.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: $ongomby
Date: 12 septembre 2017 - 09:24

Io le hoe fanambadiam-boalavo zany ko. Fa nga de madama irery de efa mahavidy vam? Ny ahy zao rehefa mividy zavatra dia iarahana midinika aloha. Ny compte atao commun de jerena hoe ohatrinona no afaka atao épargne. De hevitra iraisana ny hividy vam de samy tompony zany. Io zany raha vao misy hoe ity volako, ity volanao, de avy eo no miainga ny blem rehetra.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 09:26

gratte mody mianan-kendry eto indray i $ongomby

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: pour
Date: 12 septembre 2017 - 09:59

ka nareo bandy na kely karama na be karama mapirafy daoly

aleo ataony ny azy, itsakitsao ko ry madama a! bienbienbien

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: $ongomby
Date: 12 septembre 2017 - 10:24

Any @ resaka hafa zay mety ho henjana fa raha tokatrano zany ndray ra-Njoun de tsy ataoko kilalao a.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 10:28

Fa firy taona nivadiana marina ianareo m'tsam @izao ra-$ongomby moa? gratte

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: manafo
Date: 12 septembre 2017 - 10:31

lay resaka fitovianjo alo tsy tafa. tsy oe za tia tena fa efa voajanahary mits io. ny lehilah tsy maintsy lohany foana.
Lay vehivav ko mo manana toetra midomine d na d ramose zao no mitady anlay vola d mila izy no mamaritra anzay tokony omena ny vadiny.
Za manokana alo d. Aty amiko ny carte ny vadiko sy nena. za no maka vola refa mila ny ao antrano. Fa lasa tsy masahy mandanilany vola za satri ra sanatri ka lany lay izy d rafotsy tsy mahafantatra fa d mety ho rava amzay lay fatokisany ka lasa Hendry tsy fidiny.
Fa aleo ihany alo ny vavy no mitantana fa gaigy be le gestion. Fa mila vehivav hendry

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: $ongomby
Date: 12 septembre 2017 - 10:51

Efa misimisy ihany hoy le tsy mahay manisa.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 10:57

Efa nisedra olana maro sa rehefa sendra misy izany dia samy miparitaka?????? sa..........

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: rangotra
Date: 12 septembre 2017 - 10:59

le resak ra manafo ko otran mivok miditr ts hay zan
ô ra $ongomby a,,, ka ra mandray 2.600.000/mois mo iz de aon no ts azaoany vam am volany manokana? nenle bandy mety apina latsa oe ny karamanao ne ts maavita afats ofa trano sy jirama ar ny sakafo e

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: namanafotsn
Date: 12 septembre 2017 - 12:55

Ny lahy no lohan'ny vavy ary iray ihany izy roa,ny tokatrano dia an'ny mpivady,na @ratsy na @tsara na ho mora na ho sarotra dia tokony hanana firaisantsaina foana ny mpivady zany hoe tsy misy tombo sy ala fa hiarahamitantana lay tokatrano,fa raha vao manana toetsaina hoe ahy ty,volako ty,dia tsisy mahatokatrano azy fefa voasaraky ny fizahozahona zany,ny fampirafesana koa na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy dia efa midika fa tsy misy maha fanambadiana anizany intsony.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: manafo
Date: 12 septembre 2017 - 13:26

rangotra> za ne efa niteny tery ambony fa oe tsy izaho lay iz e.

Fa lay izy alo tena vitsy ny vehivav no Hendry ra vao izy no be karama no ilay vadiny. Tena tsy matiko lolo mits. Tena maro be no efa hitako fa mivaha fona ny sainy. Ary tsy ampoizinao mits oe iny olona iny no mahavita anzany

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: $ongomby
Date: 12 septembre 2017 - 14:12

Isan'andro rangà ty ny olana a! De isan'andro ko mifampiresaka mamaha azy. Fa ngà mo S ihany no atao hoe olana? Zay le hoe rehefa hanambady de par raison no hakàna vady fa tsy hoe fitiavana e fitiavana. Izy mikarama be fa zaho ngà sômera le. Mikarama ko nge zà e. Ary raha ze fiainako rery de vitan'ny karamako tsara. Fa tsy resaka karama be sy kely no hanimbàna ny efa naorina sy ny tohiny rehetra.
Reveo manja rizalà ny fiainana fa aza maka aretin'andoha @ zany a.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 14:22

Dé raha mampirafy indray izy ra-$ongomby dé aôna???, revena manja fôna ve? gratte , sa mbola hifampiresaka ihany aloha? gratte

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: $ongomby
Date: 12 septembre 2017 - 15:54

Tena zay vao arako fa mitady aretina mihitsy nareo kle. Rehefa tsy hitan'ny maso rangà ty de aleo ho any fa zany ve hoeritreretina daholy a?

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: zàzao
Date: 14 septembre 2017 - 10:15

zà zao anisan'ireo vehivavy manana karama miôtra noho ny vadiko. @ zao aloha io situation io fa fantatro fa hiova io rehefa kelikely eo mandrapaha mandeha tsara ny orinasa vao nosokafana. Hitako hoe tsy manana olana amin'izay situation zay ny vadiko fa zarany aza aloha misy afaka hihetsehana ny karamako.
Tena manampy ny vadiko zà @ zavatra rehetra, izy ko manao zay vitany.
Rehefa miara-mifofotra ny mpivady dia tsy maintsy tafavôka miaraka foana.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: mielle
Date: 17 septembre 2017 - 09:32

Refa zohina d complexe b nenareo lhl. Nareo no efa zatra manjakazaka satria mampidibola d forcer nareo otranzany doly ko refa vhv ni mampidibola betsaka kokoa. Ra zany no mitranga d nareo mitsy no diso faka vady na lhl fopla. Ngah refa ao antokantrano misy anzany volan an sy an zany fa tonga d vola hiombonana. Marina mitsy ny tenin Songomby hoe zaranareo aza mitombo ny vola miditra. Ny sainareo no efa marary d imaginer na doly zao retraretra zao. Ra resaka mampirafy bdb ny mety ho anton zany,otran lhl mampirafy iany, sa refa vhv d biby hafa mitsy?

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: $ongomby
Date: 17 septembre 2017 - 10:00

Ary raha sady efa kely vola le vhv no mampirafy koa, de azo efina ve zany ami'lisany? Sa le izy mapidi-bola betsaka mihitsy no tena mamparary ny andohan'lisany e? Tena misy zavatra tsy mifampitohy ao an. Zany hoe le vhv zany de sady tsy mahazo mikarama betsaka, no sady atao vady karana koa. Tena vhv vendrana be lety alaina vady a, sady ratsy tarehy no mahantra de milamina tsara lisany. Foa, foa masina, aza maniry loza rizalahy fa misaora ny tompo rehefa miditra ny sôsy a

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Mariam
Date: 17 septembre 2017 - 19:44

Arakaraky ny toe-tsain'ilay vehivavy ihany io fa raha izahay izao dia izaho vehivavy no ambony karama, izaho anefa tsy mitantana vola fa efa tsy nanavanana ahy hatramizay, tao @ RAD dia ny dadako koa no nitantana vola ary samy niasa izy mivady fa nirindra tsara, i Ramose no mitazona ny carte bancaire, mijery izay achat personnel tokony hataoko fotsiny aho dia teneniko aminy, ny provision isam-bolana dia efa vita liste, ny projet ataonay sy ny tariny, tsy tonga tao an-tsaiko hatrizay mihitsy izany hoe hanindry ny vadiko satria mampidi-bola noho izy, ny tany rahateo boribory androany izaho no mikarama mihoatra, rahampitso mety ho izy indray, ny zava-dehibe dia izay voaharinay 2 ny vola tonga ao an-trano dia anay mitambatra avokoa.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: $ongomby
Date: 18 septembre 2017 - 08:38

1.5millions aloha ny elanela-karamanay fa tsy 800.000 e. Fa tsy quoi zany. Ny fitambarany no important. Fa le vhv kely karama nga sûr enao fa tsy hoanin'ny bandy hafa mihitsy?

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: bandy tsotra
Date: 29 septembre 2017 - 11:13

lehilahy zaho.
ny vadiko efa niasa t@ privée taloha de ts tiany le izy. de mba niezaka izy de lasa mpiasampanjaka ambony.
mbola en stage izy zao fa afaka herintaona eo de mandray nyasany. za ndray misymisy ihany ny karamako mba ts hitenenana hoe tena betsaka. àry niezaka foana t@ fiainana de mba niakatra teny foana.
ny vola raisiko na isambolana na zay fidirambola tsindraindray dia fantanay daolo dia miaraka tantanina.
Ny tiako hatongavana: matoky ny zavatra vitako hatr@ zay za àry ts matahotra ny ho avy de zay no ampetrako eo @ tokantranonay. De mino fotsiny za fa refa miasa izy na be karama na kely karama de ny hoavinjanakay no heritreretiny fa ts ny hilalao vola.olona 35ans eoeo izahay mivady ary manana zanaka 1.

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Hanitra
Date: 29 septembre 2017 - 16:44

izaho vhv. Samy nianatra izahay mivady, samy tsara karama. Samy miasa privé. Fa ny privé misy instabilité. Ary nisy mihitsy ny fotoana tsy niasa ny vadiko (nisy 1 taona). Izaho irery izany no nampidi-bola. Tena tsy nisy olana mihitsy ho anay : samy manao izay vitany , ka mifanohana. Izao izy nahita asa ary tsara karama no ho izaho. Dia inona no olana? Tsy fantatra indray izay ho entin'ny rahampitso! Izahay partenaires @ fiainana , tsy misy mifanindry izany! Fantatro mihitsy fa t@ nanomboka niaraka izahay dia nisy nampitandrina azy hoe: aza manambady itony vhv manam-pahaizana sy manan-toerana itony fa be loha ireny! Novaliany hoe: tsy mpiasa an-trano na mpitaiza zaza na mpanafosafo ny lohako no tadiaviko fa vady, namana mifampitantana amiko ao @ fiainana!

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: kofa
Date: 03 octobre 2017 - 14:40

Mila mafy loha lesy bain a! tsy voatery lhl fona no be karama na be sosy. zoan'ny vhv koa ny fahafahana manao zavatra. Raha resaka hoe le vhv mirevy, boite de nuit, akama, ... sns! aminy ef fiainana normal le iz.satria ao koa no ahitany ny akamany ahafahany sy afantarany bebe kokoa ny asany ary tsy ho vosakana amzany mhtsy ny vhv. fa ra toa ka mampirafy izy dia le vady lahy indray no tsy mahavita midresy azy! Ny bandy rehetra mievitra fa ny vhv dia atao ho @#$%& antrano sy hijery zaza fotsiny, masina be tsy otran le sipa nosombainy ireny, dia isika bandy noho mihinana vadin'olona no manimba zanak'olona, fa tsy zay ny fiainana. mila miara mitady. Fa am maha vhv azy dia mila omena confiance sy communication miarakam le lhl. Fomba ny olona no miteny hoe mampirafy iz fa mety tsy izay loatra fa mi se libérer am fiainana dia misarangorango am bandy. bandy bandy fona fa matoa izy mampirafy dia tsy resa BOLA mhtsy satria manana izy, fa zavatra afa mhtsy. mifalia ny lhl ra manana asa na dia kely aza ny karama, ary manaova fiainana fa aza marary saina. okay de mivavaha lol

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: bandimanambady
Date: 06 octobre 2017 - 06:02

samy miasa zahay mivady, mitovitovy karama!taminy voalohany zaho natahotra an'io resaka io, fa taty aorina otrany resy lahatra ihany hoe rehefa tiany vadinao ianao, dia tena hajainy ary enao indray aza no lasa omeny vola sy ny zavatra hafa, satria fatany fa mila manambola ny lhl !

Options: Répondre
Re: vehivavy be karama
Par: Anjara
Date: 06 octobre 2017 - 09:51

Salama daholo

Ity kosa dia tena sujet ny olona complexé b ka.
Esory ao an-tsaina aloha ilay hoe rehefa mampidi-bola misy2 nohon'ny vadiny ny vehivavy dia tsy maintsy mampirafy, lasa misy toetra.....Ataony foana ny ataony na kely karama aza izy.

Tsy aleho v mba misy iray mandray misy2 hanatsarana ny fiainane

Rehefa ny lehilahy no mampidi-bola b ka na dia laniny @revy aza tsy olana , fa ra mba vehivavy no mividy zavatra mafatifaty azy d maro no b vava, d lazaina fa manao izay tiany atao satria izy moa no mampidi-bola misy2
Ovay ilay fijery e tongue

Ekena ihany koa anefa fa misy amintsika vehivavy no tena tsy vanona rehefa hita hoe mba tafa2 kely e

Samia mandini tena daholo

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg