Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
ho ariny ve za
Par: gigi
Date: 13 septembre 2017 - 09:44

niaraka tam olona iray zay za 1 an et demi zay,,,tena nifankatia tokoa izay fa nanomboka tam mois de mars izy no itako oe miova andro amanalina,,,,efa samy fatatriny fianakaviny ny akinlany sy ny andaniny, marihako mo fa mbola tsy nisy problrmr tam RAD mits zaho , izy ko otranzay,,,za mipetraka am tonton ako fa ny RAD efa nisaraka de ny raiko an andafy de mamako aty antoerana iany,,,,ary matetika za no matory an am io sipako io, ( ts voatery manao rs) nilamina tsara ny fiainanay fa taty aorina izy lasa tsy de mirara anah firy, ar am zay izy de satriny iaraka am namany foana,,, efa niresaka tam mo zay oe aleo oa za tsy makaty am nareo matetika de ts mety izy fa izy nge on na oe miaraka am namany ar de tsy midika oe tsy ty anah fa mba mila miaraka am namany izy,,,,, za ko matetika refa miady zay de miteny ny oe isaraka foan nefa za tsy mafohy azy zany,,,, talo mo izy manambitamby fon ref miteny anzan ah , am zao nefa izy ts miraraha tson,,,, niady zay omaly,de nifampireka de fatako oe za no diso kanefa le za manque d'affection no itako matonga ah ilavaniny ,,,satria refa tsy raraina kel za de mila van,,,,,,ts fanahiniko anefa io,,,de nanapakevitra ny anao pause un mois izay am zao? mety tena vita tateraka ve ny aminay?

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: Nasoa
Date: 13 septembre 2017 - 10:17

Ity fitiavana ity moa tsy misy formule ka oe ref zao no mitranga dé zao no tsy maintsy ho valiny. Ny oul tsirairay tsy ho ary mitovy.

Fa ny hany mba teniko, ref mbola tsy mieritreritra ny ivady dé aza mifampitakosona loatra @ fianakaviana na ny andaniny na ny ankilany,
Aza dia mizatra an'izany matory any sahady zany, ny RS ve tsy hisy @ zay fotoana ahafahana fa mba aleo iany samy any @ zay misy azy alou no mody refa alina.

Tsy ilaina amiko lé manao fiainana mpivady ref mbola tsy mpivady fa manimba zavatra bdb, avelao samy halalaka

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: gigi
Date: 13 septembre 2017 - 10:38

ra ny resakay efa atrizay alo de mis projet fa le zahay miady matetika (mety oe avy amiko na avy aminy de ) de tsy aiko tson ny iafarany,,,,,,fa le pause 1mois ty zao in no itranga refa tapitra io, sa oe tonga mety fisarahana?

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: stevie
Date: 13 septembre 2017 - 10:49

marina ny an'ny Nasoa. Somary lasa alaoha kely loatra ilay fiainan'olon-droa. ny mety dia aleo aloha tsy matory any @azy fa mihoana normal toy ny psipa rehetra. Dia avy eo samy mody. Lay hoe mila van fa tsy rarahiany.. ka ndri anie itany foana dia izay no matonga azy miaraka amin'ny namany satria lasa mitady liberté izy fa ianareo tsinona miaraka foana. Mila samy manana liberté mihitsy aloha ianareo roa kely. satria matoa izy manao toy izany dia mahatsiaro tena mi-s'étouffer satria ny fiainana anie akia tsy fitiavana ihany fa mba misy koa ny hoe amusement kely miaraka @akama sns.

Fa ity pause ity raha tsy maintsy atao dia mianara mihitsy aloha ianao matoky sy mba mamela azy miaina kely fa izy anie na miaraka @namany aza tsy midika hoe mahafoy anao e smiling smiley . Amiko tsisy tsy vitan'ny resaka , fa izany pause 1 mois izany tsy tokony ho atao satria ny fitiavana tsy misy fakan-drivotra kia. manaova point 1 jour ou 2 dia mifampiresaha ary anotanio azy izay tsy zakany @ fietsiky ndry sy ny tiany ho ataondri mba ampiverina ilay fitiavana voalohany. Mirary soa ho anareo roa kely

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: $ongomby
Date: 13 septembre 2017 - 11:24

Ampionony ny saina e. Efa tonga eo @ lehatry le hoe: " J'avais le trou " nareo zany.

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: Njoun.
Date: 13 septembre 2017 - 11:48

Izao aza eh!, soson-kevitra tsy mahasosotra no homeko an'Jy

Pendant le temps de pause de 1 mois, viens sortir avec moi yeah

Karakaraiko Njy

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: ça craint
Date: 13 septembre 2017 - 12:17

* gigi

vevavy no manoratra

sarotra be zan pause zan, risque rupture mintsy ary io. satri oatra ny iray @nareo mety nahita ola afa durant anio 1 mois io.

1 mois à partir de quand? zao?
Enao no nametraka anio sa izy?

sarotra be mints eto. fa conseil ko ezao adinoy izy durant 1 mois, au cas où rupture tampoka dé efa mba sitrana enao

ra mety ary dé to d atsoy izy dé oe taperina ny pause dé iova enao, ra tsy mbola trop tard, ra mbola raisiny ny appel anao. Fa zany pause zan = Rupture

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: Dina
Date: 13 septembre 2017 - 20:07

Mety ahatsara zavatra ihany ilay pause ahitanareo hoe hatraiza ny halalin ny rano.
Dia marina mihitsy ilay hoe aza miara matory izany foana raha mbola mpisipa fotsiny

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: gigi
Date: 14 septembre 2017 - 07:51

oui, za no nametraka anle pause satria,itako miova izy,,, marina daoly ny teninareo satria refa manotany azy ah de miteny foan izy oe ny ferahany am namany tsy midika oe tsy ty anah,de tiako izy atsapa an fisiako de te ezaka ko za anome liberté azy,satria ko itako miady lava zay am zavatra tsisy dikany,,,,,,itako tsy ao tson le fitiavana tam voalohany de tiako ho foazina raha tsy tara loatra,,,,,mba mila fanapiana na izay efa nihaina an zan oe pause zan

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: ezaka
Date: 14 septembre 2017 - 09:58

Fomba fanoratrao no hilazako fa mbola tena tanora ianao ary mbola tsy ao anatin'ny taona fitadiavana vady mihitsy (tsy hoe tsy manana sipa an, fa vady).

Ny mety aminao dia mitadiava activite mampivelatra ny sainao sy tianao dia avelao koa izy hiaraka amin'ny namany fa ilaina amin'ny fivelaran-tsain'ny tsirairay izany.

Araraoty io iray volana io hikarakaranao ny tenanao, hanaovana izay mahafinaritra anao (tsy hoe hitadiavana bandy hafa akory an). Aza miezaka mitady azy akory fa avelao koa aloha izy any. Raha olona tena tia anao izy dia hitady anao ihany avy eo. Raha tsy mitady anao intsony izy dia avelao koa any satria olona tsy mahita ny valeur anao akory izany no hisisihanao eo. Mbola lava ny fiainana fa aza mampijaly tena.

Ny olona iray dia mila antsasaky ny fotoana niarahana farafahakeliny hanadinoana ny olona niaraka taminy raha tena nifankatia. Ka aza matahotra fa tsy hanadino anao ao anatin'ny iray volana izany izy raha tena tiany ianao.

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: kotomaditraj
Date: 14 septembre 2017 - 12:57

Gigi
Sarotra dia sarotra ny toeranao satria vhv ianao ka saro pady ,raha azoko tsara ny tantara dia efa nigoaka ny mamy ianareo ,indrndra i leiry ,tao koa ny mangidy ,ankehitrio anefa dia niova leiry ,ny antony dia efa niainany daholo ny zava drehetra ,ka eo no raharaha satria lhl izy ary mila mijery maro ,mialoha izay tena hianjeran'ny safidny ;koa eto raondriana dia manainga anao aho ,mety ho sarotra aminao ny hanaraka ny sosokevitro mety ho mora ,fa raha izaho ianao dia mba manomboka mijery olona hafa ,satria raha izao ary izy dia mibolila ,mbola aiza ity lalana ,aleo misoroka toy mitsabo .

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: ça craint
Date: 14 septembre 2017 - 13:20

au faite, io zavatr iainanao io dé efa niainako t@ za mbola fahiny, mbola pisipa dé matory any @nazy, ra tezitra dé to dé manao crise, "manque d'affection no itako matonga ah ilavaniny", dé iza talo mihintsy.
après za no niteny t@ ko oe anao pause, fa durant la pause (eo aténaténan pause) efa sariny sy vevavy afa no ao fb, natsoko izy tsy namaly intsony.

Fa... ra tena ti anao izy dé miverina eo @nao ref vita pause.

fa tsy mahakivy anao za, fa essai de l oublier petit à petit

Options: Répondre
Re: ho ariny ve za
Par: tsy tafa
Date: 14 septembre 2017 - 14:40

*Gigi

Diso enao naka initiative hoe aleo asiana pause. Diniho tsara anie : ianao ihany no milaza fa mila vanina ka matetika miteraka ady aminareo (izany hoe tsis faute-ny lery izany) dé enao ihany avieo no manasazy azy hoe atsahatra aloha ny fiarahana. Ny bandy na tia aza tsy azo "dresser-na" be izany, ilaina koa ny mandinin-tena rehefa sedra olana fa tsy faly hanipy any @hafa foana. Farany : aza dia diso mihanta be loatra rehefa miaraka @olona fa @ voalohany ihany iny no tianay, rehefa ho lava manirikiry

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg