Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Maman'i...
Date: 13 septembre 2017 - 16:30

Nena maman'i... dé lé anaran vadiko. Fa lé belle fille an ray (vadiny zokiny) miantso azy neny. Za tsy sahy satri itako am fomba fijeriny oe za tsy dé titiny fa lé belle fille ray no tiny.

Bon, ary nenareo, ina ny fiantsoanareo an rafozambavy nareo?

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Rondro!
Date: 13 septembre 2017 - 16:37

Vao nivady dia niantso azy "Mama" (io no fiantsoan'ny vinanto rehetra azy, ary ny vadiko no zandriny indrindra!), fa tena tady tsy ho tafavoaka ny vavako! Vao niteraka izahay dia zarako aza niantso azy "Mamabe" ny zanako dia mba izay koa no nuantsoko azy!

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: greg
Date: 13 septembre 2017 - 23:56

Ny rafozam-baviko dia antsoina hoe 'Cactus';ny zanany vavy no nanoratra ahy an'io . Fa nidanaka aho t@ voalohany hoe inona ary no tiany lazaina , nasehoko ny vadiko , dia nihomehy izy sady natsoiny ny anabaviny : f'angah hoy izy izany indray no iantsoina azy io ?? dia hoy ny anabaviny tsy aleo io toy izay tsilo ?? fa MDR 'ty ho aho !! fa dia arak'io tokoa ny toetrany tsy mampite-hiherika .

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Nasoa
Date: 14 septembre 2017 - 15:03

Lahimatoa ny vadiko, neny no fiantsoan'zareo zanany azy, za nef itako sahirana be iantso neny. "Ianao" hoy aho ref miresaka aminy, dia laginina lé vadiko. Mahalana be vao tafatonona neny.
Nef ny vadiko koa tsy mba miantso ny reniko oe neny zany.

Nony niteraka zahay dia bebe no filazako azy, za moa tsy dé miantso matetika fa raha sendra miresaka zany.

(ny rafozan-dahiko tsy tratrako fa maty efa ela, dia ref miresaka zahay ka misy momba azy dé dadanareo no fiteniko)

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Rondro!
Date: 14 septembre 2017 - 15:19

Indraindray tena maha-sadaikatra ny hiantso azy "neny" na "Mama". Tsy niteraka anao izy ary mety tsy misy firaisam-po mihitsy ka toa miha-tsara-velatsihy! Hatramin'izay moa izahay mivady rehefa miresaka an-dr'izareo dia :"mamanao", "dadanao". Fa tena nahatsiaro soulagée ery aho rehefa nivadika hoe "mamabe"!
N'y any ivelany moa tsy manisy problème fa tonga dia mifampiantso prénom.

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 15:44

Tsy hitako izay anasiana fanazavana lavabe momba an'izany!

Rabôfy

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: indrisy!!!
Date: 14 septembre 2017 - 17:58

njoun<< hitako no matezitra ny sasany ianao! ndana mivavaha miaraka amin'ny akamanao avobenefatsyhahatakatranylanitra!

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Andao hiova
Date: 14 septembre 2017 - 18:02

Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Ianao vhv no mitondra ny rafozanao toy izany de aza gaga rehefa manambady ny zanakao fa ho toy izany koa no itondran ny vinantonao anao. Zay afafin ny ol ihany no jijainy.
Ataovy tsinontsinona ny rafozanao dia miomana fa ho toizany koa ny miandry anao. Koa tsy andeha ve hiova famindra, tsy misy olana na niteraka anao izy na tsia fa antsoy amim pitiavana hoe "neny" na mama. Tena tsy hitako izay olana @ izany fa ianareo vhv ireto mintsy no hafahafa.
Aretinareo vhv @ akapobeny io afa tsy izay mba vitsivitsy matahotra an'Atra ka manaja tsara ny rafozambvny; Na tiany ianao na tsy tiany dia hajao izy fa RENY NAHITANA MASOANDRO. Rehefa tsy hanaja ny anao ianao dia aza mamporisika ny hafa hanao toy izany fa lasa simba ny taranaka rehetra. Andao hiova e

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: hommeparfait
Date: 14 septembre 2017 - 18:17

Ka ny mahagaga anie dia indraindray ny vinantolahy tena tsy manaja mihitsy; jereo fa fitenin'ny samy bandy ny hoe : "mamangy rafozana " rehefa ho any an-kabone, na mifampiarahaba hoe "nahalavo tendrom-bohitra" rehefa maty rafozana; hiomehezana fotsiny satria angamba ny vinantolahy tsy natao hanaja rafozany (matetika tena matahotra mihitsy aza ny rafozana!). Raha ny fahitako an'i Rondro dia toa tsy misy fifankatiavana izy sy ny rafozany (réciproque!); ary ny vadiny koa mba manao "dadanao", "mamanao". Koa aza ny vinantovavy ihany no omena loza!

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Hahahahaha
Date: 14 septembre 2017 - 19:31

Ohatran'ny mandeha ho azy ny fiantsoana hoe neny na maman ny rafozambavy raha dieny vao mihaona voalohany dia sympa sy accueillante ilay rafozambavy e,raha olona mivindavinda be sy milanja loha na mangarika be kosa vé no eo anoloanao toa sarotra be ny hiantso hoe neny na mama!

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: olisoua
Date: 14 septembre 2017 - 20:43

ny ahy antsoiko amin'ny prénom-ny Anna(vazaha)

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: $ongomby
Date: 15 septembre 2017 - 09:29

Ratsy zany mihatsara ivelatsihy zany. Ny ahy tonga de tsoriko: Ikala Doma.

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Mariam
Date: 17 septembre 2017 - 19:50

Mama sy papa no fiantsoko azy mivady, tsisy hypocrisie fa tena izay, izy ireo koa tsy manavaka fa tena mitondra toy ny zanaka, ny vadiko koa miantso ny RAD toy izany

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: botity.
Date: 18 septembre 2017 - 14:13

Ny ahy indray dia RAKAKABE no fiantsoko azy; mazava ho azy fa tsy eo imasony zany !

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: vinantogasy
Date: 19 septembre 2017 - 11:47

Andao hiova>aleo kosa hazava ny resaka an! SAMY HAFA NY FITIAVANA SY NY FANAJANA IZANY : tsy hoe rehefa antsoina neny na mama izy dia tiana kosa e! dia rehefa ankotra izay dia tsy tiana sy tsy hajaina ve non!non!
Ny fitiavana koa tsy terena , fa be ny mpihatsara velatsihy @ ity fiainana ity

Izaho dia manaja ny rafozako , saingy amiko sarotra ho ahy ny anonona azy "neny" na mama , satria ny mamako ihany no neniko = tokana ato ampoko , tsy hitovy valeur ato ampoko na oviana na ovina izany , ary safidiko mihitsy ny tsy hiantso azy neny na mama satria tsy ho mamako na ovina )2 izy ,
Disoiko ianao @ le hoe ny atao no miverina , samy manana ny fomba itondrany ny zanany io .

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Odrey
Date: 19 septembre 2017 - 14:56

Andao hiova <
Tsy hiantso azy ho neny aho na i Mama satria ny neniko na mamako dia ilay niteraka ahy sy nitaiza ahy . Tsy azo soloina na lazaina daholo ny resaka fouza rehetra . Fouza lahy atakalo fouza vavy , dia ahoana koa ny manaraka .
Resaka tiana hampandriana saina fotsiny izany .

Ny rafozako dia antsoina hoe Iveta satria olona tia resaka vanivany sy veta2 fotsiny . Dia olona ohatr'izany ve dia ho antsoiko hoe Dada a!! ny vavy indray dia mpiditra loatra amin'ny fiainan'ny hafa hany ka mahatezitra ny rehetra satria manakorontana . Dia mbola mipetraka ihany ny fanontaniako hoe , hiantso izany ho Mama de vrai sens ve aho !! vOUVOU no fiantsoanay azy satria woawoawioa amin'ity fiainan'olona rehetra ity .

Soa fa ilay vady dia safidy ary tsara safidy aho satria olona mipetrapetraka sy milamina , angmba izy efa leo ny ataon'ny RAR dia tsy nandova toetra .

I mama dia i mama i neny dia i neny tsy azo soloina . Point . Vita.

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Njoun.
Date: 19 septembre 2017 - 15:22

graduation hum Tonga dia ataovy hoe VôTRISY dia vita suicide

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: .nJoun
Date: 19 septembre 2017 - 16:12

mafy mihitsy ry zareo ny manjo ahy te hi lancer ilay terme votrisy ,maninona ngah no tsisy manao combien ? Eny e, marina aloha fa mivahavaha izay aho tsy mahatanty andro mafana banane banane

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Neny foana
Date: 19 septembre 2017 - 16:52

Ny ahy Neny. Na rehefa misy mahasorena aza toa tsy mbola nahavita tamim-badiko (hatreto aloha) aho hoe Mamanareo na Neninareo fa Neny foana.

Tiako tena tiako ny reniko niteraka ahy ary tsy misy hahasolo azy ato am-poko mandrakizay na dia tsy eto intsony aza izy. Fa tsy misakana ny hitiavako ny rafozako ho toy ny reny ihany kosa nefa izany. Tiako tena tiako ihany koa izy na eo aza ny kilemany ary raisiko amin'ny mahareny azy rehefa miteny. Teneniko amin'ny maha reny sy zanaka anay rehefa misy zavatra mila lazaiko.

Samy manana ny kilemany daholo ny olona, samy manao ny tsy mety daholo amin'ny fiainana, fa amiko rehefa ny fo no avela hanara-po hankahala fa tsy mba hiezaka hitia dia ny ratsy foana no hita ary hahita excuses foana isika olombelona hoe tsy reniko io.

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: eyséé
Date: 20 septembre 2017 - 10:11

ny ahy aloha de neny rehefa falifaly zah fa rehefa misy tsy tiko ka tsy maintsy miresaka zahay dia lasa mami ééé

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: zàzao
Date: 20 septembre 2017 - 14:16

T@ mbola mpisipa izahay mivady nefa efa nifankahita tamin-ndry zareo na izany aza dia dadan'i..... sy nenin'i....... no fiantsoko an-dry zareo. Rehefa vita vodiondry dia dada sy neny foana am zay.

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: $ongomby
Date: 20 septembre 2017 - 15:15

Ko tsy ampiomehy be ve raha hiantso hoe dadan'i $ongomby na maman'i $ongomby le. Maman'i $ongomby a, zà nge mba anaovy dité e.

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Njoun.
Date: 20 septembre 2017 - 15:31

$ongomby hihihi mortderire

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: rafozandahy
Date: 21 septembre 2017 - 12:31

Soa iany ny rafozandahy sy vinantolahy fa tsy de misy olana otran'ny vhv ! raha tsy zany dia mifampiantso hoe "ô ry ndinavan'ty a" ! de mamaly ny 1 hoe "aona pr ry lln'zany a"

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: MBA MENATRA
Date: 21 septembre 2017 - 14:30

Aza dia manao anzany re isika vehivavy fa marina ny tenin namana eo aloha oe vehivavy enao mitera dahy dia hanjo anao koa ny anaovanao an'io olona io ,ref tsy tiana ny reniny dia aza vadiana ny zanany e! nga nivoaka tamin vato aman kazo iny vadinao iny fa tsy nisy nipoirany ? aiza no hisy oe tiana ny zanany fa ny niteraka azy sy nitaiza nikolokolo naha olombanona azy tsy tiana ,nga iny tonga dia lehibe novadianao raha tsy notezaina ,nampianarina vao hitanao ,ianao aza no mamantam bonona fotsiny mbola mankahala olona iany. T sy misy tongalafatra na ianao io aza fa mba tiavo iany ilay nahitanao ny vadinao Fa tsy dia ny fankahalana rafozana no horeharehaina eto ,mbola ho rafozana koa ianao indray andro any.

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: rose la vierge
Date: 21 septembre 2017 - 16:39

sady vetivety kely anie ireo zaza ireo de lehibe e, tsy ampoizinao akory de rafozana ianao hi hi hi

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Dada sy Neny ihany hoa
Date: 22 septembre 2017 - 05:59

Nisy lehilahy niaraka tamiko izay taloha, nanomboka 19 taona aho no niaraka taminy ary naharitra 7 taona ny fiarahanay. Noho ny halaviran-toerana moa dia nisaraka zahay taty aoriana. Kamboty Ray sy Reny aho ary tena noraisin'izy ireo ho toy ny zanany mihitsy. "Dada" sy "Neny" no fiantsoko azy ireo.

Izao aho efa miaraka amin'olona hafa fa mbola mifandray amin'ireo ray aman-drenin'ilay olon-tiako taloha ireo foana. Tsy tafahoana moa fa mba miantso ahy izy indraindray na izaho no miantso azy ireo. Ary mbola Dada sy Neny ihany no hiantsoako azy hatramin'izao. Ny RADn'ilay miaraka amiko kosa "Dad" sy "Mom" (dada sy neny ihany moa zany fa amin'ny teny Anglisy).

Miankina amin'ny fifandraisana amin'ilay olona ihany angamba no hahavitana an'ilay miantso azy dada na neny.

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: c'estmoi
Date: 22 septembre 2017 - 08:15

Isa moa ilay miresaka vinantolahy eto? Ny ahy aloha tena tsy miantso an-dry zareo dada na neny mihitsy ê ! Aiza koa bevohoka ny zanany, dia notereny ahy hanambady (Tonga tany @ RAR-ko mihitsy!) Zarany aza aho miantso azy maman'i... , dadan'i....Ary aza izaho no ho teriterena amin'izany!!!

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: paray
Date: 22 septembre 2017 - 09:38

Raha toa ka eo imasony dia "papy" sy "mamie"
Refa tsy eo imasony sy imason-janany dia "ry manam-pahaizana" satria ianao eo imasony tsy misy dikany fa zareo ihany no mahay sady be morale nefa ny tenanay mba azo atao hoe nahavita fianarana ihany. Tsy misy olona lafatra eo imasony fa zareo ihany no favorie

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Lanto4
Date: 22 septembre 2017 - 15:21

Ny ahy de tsy hitako mihintsy izay antsoiko azy, vazaha ilay rafozambaviko, antsoina amin ny anarany hotrany mahamenatra hoe olondehibe iny, antsoina hoe maman hafahafa ihany ,farany aho rehefa miresaka aminy de tu ihany no hampiasaiko resahina aminy

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: Eisssssy e
Date: 23 septembre 2017 - 18:47

MBA menatra> mba moramora ihany @ ilay safobe mantsina hoe mamatam-bonona ny vinanto??? Fa tsy adidin'ny ray sy reny angaha moa ny mamelona sy nanabe ny zanany mandra-pahatafitany!! Ka inona no idiran'ny hoe mamantam-bonona
Samy manana ny tantarany ny tsirairay, misy parents géniteurs fotsiny fa sady tsy nitaiza no tsy namelona ny zanany. Na ny zanany naterany aza tsy miantso azy ireo hoe dada sy neny!!
Aleo tsy hypocrite e!!!! Tsy filaza daholo izay mandalo ao an-tsaina fa ny marina ihany no tokony tsy afenina

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: greg
Date: 24 septembre 2017 - 23:19

Izahay aloha dia tsy mba mahay maka 19 fa ny anay efa azonay tany amin'ny RAR -nay ny 40 , na mihoatra aza ka i neny dia neny , na mama , fa ilay rafozam-bavy , tsy azo anaovana fiatsaraham-belatsihy fa na tamboho aza mbola sahiny ohihanihana . Fa rehefa sendran'ny olona fangoloka ny tena tsy afaka ny handefitra izany fa dia apetraka amin'ny tooerany izy fa tsy hoe renin'ny vadiko ity dia aleo mangina . Ny zanany aza tsy mahazaka azy !!! BOF !!

Options: Répondre
Re: Inona no fiatsoanareo an rafozambavy nareo
Par: ginagina
Date: 05 octobre 2017 - 17:17

Tong dia antsoi amin'ny anarany ê mamanao angaha iny tsy neninao io an fa rafozanao dia antsoina amin'ny anaran izy zany
tsy ahasolo ny reninao raoviana raoviana akory izy tsy niteraka anao raha tsy hoe tsara ny fitondrany anao medrinka hoe reny tokoa tsy olana ny hiantso azy hoe neny na maman koa

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg